text
stringlengths
10
11k
Laharana faha 544, no nomena ny ny lesona
Tiako ianao, doria doria. 164 nojerena teo ny fisehoan’ireo karazana tamberi-mboan-teny, teo amin’ny sehatry ny fitiavan’olon-droa. Ndeha hojerena manaraka kosa ny amin’izany, raha eo anivon’ny fiarahamonina. B- eo amin’ny fitiavana anivon’ny fiaraha-monina
B10 malala ho an’i y malala ho ani y e e malala ho an’i y e e malala ho an’i y e e malala ho an’i y e e vao 68 taona, ambohimahavelona 27 aogositra 2013.
Mihena ny tsiron’ny tany
Fitondrana ny mpianatra hitsidika toerana na orinasa ahitana vehivavy mpitantan-draharaha any amin’ireo toerana ambonivohitra toa an’i toamasina, moramanga, sy ny maro hafa, dia ahitana vehivavy maromaro mitantan-draharaha. Ohatra azo raisina amin’izany ny any amin’ny hopitaly, toeram-pivarotana, biraom-panjakana, tsy ...
Nadika araka ny fangatahana 01 07 2012
Tohina tohintohina tohinina
En vain, tu t’enrages contre ces naufrages ou sombrent les envies ainsi va la vie !
Guiraud et p. Kuentz, la stylistique lecture, klincksieck, paris 1970, page 142 la stylistique est objective dans la mésure où elle s’intéresse à la forme comme traduction de la contenue, de la chose dite, de la traduction verbale, elle est alors orientée vers le mot comme vers un but. ’’ 3 ibidem. Elle la stylistique ...
Tsia, hoy rafahagagana, ny toetranao no ovao amin’ny sisa mba ho zaza hendry anaka, fa i kiko tsy hiverina intsony. Nony nody, hono, i setra, nalahelo satria tsy mba nitondra vorona fa nandeha irery, ka nangaina tery no sady menatra an’ireo olona izay nitazana azy. Tamin’io andro io, dia izao no nambarany tamin’ny rain...
Ny filalaovana amn’ny épanorthose mandoko ny fitiavana velona. Mihamatotra hatrany mantsy ny fitiavana rehefa tafalentika ao am-pon’ny ankilany ny foto-kevitry ny andaniny ary ny fanirian’ny andaniny voarain’ny ankilany am- po. Hanehoana izany indrindra no ilalaovan’ny mpanoratra ny épanorthose na fanitsian- kevitra hi...
Manana vaovao aho holazaina aminao aminareo, ary mba lazao amiko aminay ny vaovao avy aminareo any. Samy milazalaza izay zava-dehibe niseho taminy ny roa tonta. 1.3.2. Ny fomba fifanantsafana amin’ny trangan-javatra ivelan’ny fahafatesana
Sary 09 sarety feno gonam-pasika entina eny ambanimaso anosizato sary 2.4.2
Antony araka ny tetikasa fampiharana ny paikady iraisam-pirenena mikasika ny fampidirana rano fisotro madio
Ity karazam-boky fampianarana ity dia azo lazaina fa voatandrina sy voadinika tsara, ary azo antoka fa hahatratra ny tanjona kendrena aminy , noho izy manana ireto toetra ireto araka ny nambaran’i f richaudeau boky ahitana ny fandrindrana ny fomba fianarana sy ny lamina ankapobeny momba ny fanatanterahana ny vontoantin...
Raha ireo andrandraina hanondrotra avo ity firenena ho tonga filamatra sy mihenahena dia nofy izay ho sambatra 138 eo amin’ny sehatry ny fitiavana indray, sarobidy loatra ny olon-tiana ka tsy hay ialana. Satry foana ny hikorana sy hitosy eo anilany avy indray ianao tsy mitsaha-mimenomenona ny literan’ny anarako dia iza...
Ahitana ny fanovana fandraisan-javatra eto ny andalana hoe tsy hisy intsony maty noana abaribarin’ny mpanoratra ny vokatry ny tsy fihinanan-kanina maty noana , amin’ity fanehoan-keviny ity. Tsy naseho ny antony, fa raha ny tokony ho izy dia toy izao ny fehezan-teny eto satry foana, satry foana, ho fifidianana isan-taon...
Tsy voafehy intsony ny fihetseham-po noho ny haben’ny fitiavana, ka izany no mahatonga ny fivatravatrana sy ny fitadiavana hihoatra ny fefy izay manakantsakana mety tsy hampihaona na tsy hiarahan’ny mpifankatia. Maneho izany i mahefa ao amin’ny makadiry. Tiako hihoarana ny tamboho mirary vato mamefy ny tanàna fiririava...
Mba tsy hahavery hasina ny literatiora nentin-drazana àry dia tsy maintsy mitondra ny anjara birikinay izahay indrindra eo amin’ny fanatsarana ny rango. Ireto lafin-javatra telo ireto araka izany no heverinay fa tsy ampy amin’ny rango ka tokony hasian-teny eo amin’ny fitaovana ampiasaina, ny toerany manoloana ny lahabo...
Ny raharahan ny diakra
Tsirinala 24 12 03
Resadresaka nifanaovana tamin’ny ben’ny tanana ny zoma, 7 aogositra 2015
Matetika ny taralila dia tsy mandeha irery fa ialohavana, na koa elanelanina sy arahina vanin-danto hafa,
Mahita tantely va ianao? Hano izay antonona anao; fandrao voky loatra ianao ka handoa azy ny tantely izany dia sakafo tsara tokony hohanina sy maha te hihinana foana ka mila fahononan-tena ny fihinanan azy. Mbola manamafy izany ny ohabolana 18 4
Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika oniversiten’i toliara toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra ary ny siansa maha olona sampana teny sy hay soratra ary riba malagasy safidy hay teny
Partie iii solutions aux problemes et recommandations generales
Loharanon-kevitra distrikan antananarivo voalohany
Midadasika ny faritry ny kaominina, misy ireo fokontany mifanalavitra amin’ny renivohitry ny kaominina. Ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasa anefa dia saika amin’ireo fokontany manodidina no miorina. Manampy izany koa ny tsy fisian’ny lalana mampitohy amin’ireo fokontany lavitra, matetika tsy voajery izy ireny amin’ny
Izany ny lafiny fiharian-karena noho izany, lafin-javatra mifaningotra amin’ity fomba ity ny lafiny fiharian-karena.47 toy ny ankabeazan’ny mpiompy eto afovoan-tany, dia harena aloha no andraisan’ireto mponina tany amin’ny toerana nanaovanay ny fanadihadiana ireto ny omby. Ankoatra ny maha harena ny omby dia fitaovana ...
Ny literatiora an-tsoratra malagasy 1945-1960 tarafina ao amin’ny gazety takariva takariva ankehitriny fandrosoam-baovao fanasina vaovao frantsay malagasy
Tontolo maramara avoitran-drandran-kevitra mandoko sary vanga hanohina ny fo hieritreritra ny misy
Mpiompy miisa efapolo no nanaovanay ny fanadihadiana tao amin’ny kaominina antanetibe mahazaza nanomboka septambra 2012 ny roapolo amin’izy ireo dia manao ny fiompiana akoho nentim-paharazana. Ny roapolo ambiny kosa dia mpiompy akoho manatodilava. Tsy mitovy taona avokoa ireo mpiompy akoho ireo fa ao ny ankizy, ao ny t...
Matoritoria, razandriko izany ! Matoritoria fa aza tomany ! Ineny malala any izay efa ho avy mivimbina vary sy hena matavy rehefa tonga izy horaisiny ianao horotsirotsiny, homen-kilalao ! Matoritoria!
Mihena ny toe-karena
Lesoka iray niarahan’ireo tale ireo nanamarika ihany koa ny maha laniandro ny fandaharam-pianarana amin’izao fotoana izao, izay tsy maharaka ny fivoarana misy ankehitriny. B. Ireo andiam-panontaniana mikasika ny zava-misy ao amin’nysekoly
Fanazavana sy fandresen-dahatra
Takila 53 na tsy laviko aza ny nahaondry botry fanositosik’ ingahy karana anay, dia nanahirana ahy ity nahita an’ i fano hanao kambana amin’ ny horonan-damba. Avy amin’ ny hoe aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana takila 61 ireny anie, leitsy, ka andro ririnina e
De ho sahirana ny ankizy tantely afa-drakotra ny harena indrindra mony volamena
Amin’ny 12 ora sy sasany, tonga ramily
Misy teny mifono hevi-dalina nataon’ny prezida john kennedy, izay toy izao manaraka izao, raha atao indray mitopy maso, ny famintinana azy inona no andrasako amin’ny firenena ? Inona no andrasan’ny firenena amiko ? 5- tsy vola sy voninahitra no andrasany amin’ny firenena. Miandry azy kosa ny firenena hanompo azy amin’n...
Sary 2 ny filohan’ny tarika ranarison andohavary
Miisa 16 ny mpikambana ao aminy ka efatra isaky ny faritra arivonimamo, andramasina, ambatolampy, atsimondrano ny fivoriam-paritra no mifidy ireo komity mpiatantana isaky ny faritra
Anisan’ny foto-piveloman’ny ankamaroan’ny mponina ny fambolena amin’ny maha ambanivohitra ny toerana. Maro karazana ny vokatra hita any an-toerana izay miakatra arakaraka ny vanim-potoana sy ny toetra andro. Araka ny fanadihadiana nataonay teny an-toerana, azo sokajiana ho telo ny fambolena ataon’ny olona ankoatra ny f...
Travers une analyse des politiques culturelles récemment engagées par les etats à la suite de la convention de l’unesco pour la sauvegarde du patrimoine culturel immatériel 2003 , cet ouvrage propose des premières réponses à ces questions. En effet, cette catégorie patrimoniale, qui suscite des attentes et un engouemen...
Fandanjàna fandanjana
Ady mafy vao mba mahita izay hohaniny ny olona. Maneho izany fa sarotra tokoa ny fiainana. Misy olona mitrongy vao mahita izay mba hohaniny v. A lah 8
Lafiny maro no mamaritra ny lafiny sôsialy ato amin’ny distrikan’i vohipeno. Anisan’izany ireto holazaina manaraka ireto ny isan’ny mponina, ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny finoana, any amin’ny tovana i no hilazalazana tsirairay ireo.
Nafeninao izany nefa fantatro ihany.
Anisan ny mibaiko sy mifehy ny fiainam-piarahamonina indrindra eo amin ny toetra amam-pihetsiky ny mponina ny finoana. Na dia eo aza ny firoborobon ny finoana kritsianina ao firavahana izay hita taratra noho ny hamaroan ireo fiangonana any an- toerana. Tsapa fa mbola mitàna ny finoana nentin-drazana tahaka ireo malagas...
Antsahamaina
Ny fanazavana, eto, dia naorina amin’ny fampitahana, fahaiza-mampifandray ny zavatra oharina amin’ny anoharana, izay mifaningotra betsaka amin’ny tontolo iainana sy ny kolontsaina iainan’ny fiarahamonina taratra amin’ity angano ity. Koa ny fomba nentin-drafotsiarifanahy nanazava ny momba ny olona hotolorany ny anjara h...
Mpianatra eo amin’ny sekoly na ny tanora rehetra
Nahoana aho re no malok’endrika? Gasikarako miharendrika satria, nampiasainy ny hevi-petsy mba hahafaha- mampiletsy ny sandan’ny toe-karena hahapotika ny firenena. Ny pôlitikam-pitantanany dia ny hampitombo ny fananany. Ny haren’ny fanjakana? Zarazarao anjakana! Mpitondra mpameno paosy, tsy mahalala afa-tsy saosy.
Ranaivo toa mahatazana olona avy any ivelany iza ary iry olona ery andrefan-tanàna ? Voahangy aiza ry dada ? Ranaivo toa olona fantatro izany bikany izany. Voahangy mitazana koa fa angaha i dada tsy mahalala iny olona iny e ! Fa ilay ataon’ny olona hoe razaka be lamaody iny ko. Ranaivo taitra kely nefa nanova fihetsika...
Nanao fanambarana ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana fa filoham- pirenena faharoa amin’ny repôblika fahatelo amin’ny isam-bato 50,72 izy ny 31 janoary 1997.
Hamafisin’ny mpanoratra izany hevitra izany ao amin’ny mahatsangy no ary tk.60 tsy tandra vadin-koditra anie ny fahantrana, na koa fahalemena tena tsy azontsika ialàna; mivonòna ry tantsaha mba hioitra, hiavo-tena, fa isika no fanoitra hanarina ny toe-karena.
Vata mpitahiry, izay rehetra iriny faniriana adala, tsy hita fiafarana vata tsara hidy mirakitra tadidy aingim-paniriana
Fitambarany
Ny amin’ny olombelona sy ny fifandraisany ny fanahy, ny tsiny sy ny tody;
Na dia ho godra aza ny fiainana, fehezo amin’ny fehim-pikirizana mba ho mafy orina.
Gazety fanasina, laharana 597, mars 1969 ambioka, taona voalohany, laharana voalohany aingam-pivoarana.
Ny fametraham- panontaniana ny fahaizana manao fanontaniana dia midika ho fahaiza- mampianatra 14 ny fampiterahan-kevitra 15 araka an’i socrate, dia fomba fampianarana milafika amin’ny fahaizana amam-pahakingan’ny mpampianatra hisokitra ny hevitry ny mpianatra. Ny fahatsaran’ny fanontaniana atao no hahatanteraka izany....
Soso-kevitra sy tolo-kevitra ho an’ireo mpanao sy ny mpitondra fampandrosoana na ireo tekinisianina ny asa 148 3-2-4- ho an’ny fanjakana.
Nahoana e! Ry ilay andrandraina no mianjona rah’mba antsoina ireto maso mijery mangaina dia mitady fitia hosotroina
La création d’un règlement conforme, non seulement aux règlements des jeux des disciplines olympiques et aussi correspondant à la tradition malagasy, nous aidera à organiser des compétitions. Qui, donneront naissance à des associations sportives en section par communes, en ligues par province ainsi qu’une fédération qu...
Hoy indray izy ao amin’ny fara-fahariana tk.55 , ao amin’ny andininy fahatelo tany am-piandohana tany, raha nahita ny tontolo babangoana ny mpahary dia nampisy ny mazava nisy ny alina sy ny andro ka nirindra ho fotoana nohariany koa ny rano mba hanondraka ny tany dia nasiany biby maro, voninkazo samihafa sy ireo fihina...
Ny mampiavaka ity asa fikarohana ity raha eo amin’ny fomba fitrandrahana hevitr’olona, dia tsy mbola nisy ny asa fikarohana ho an’ny kilasy telo, mifanao ambaratonga miaraka eny amin’ny lycée. Zava-baovao izany, satria sady miresaka ny famakafakan-kevitra, no manasongadina ny famoaboasan-kevitra.
Heverina araka izao fa ampolo taonany ny faharetan’ny tantaran’i dasy eto. Saika hita eto avokoa mantsy ny fiainany manontolo dia ny fahazazany ny fahatanorany ny fahalebiazany.
Fomba faharoa atodika amin’ny fifaninanan’ny tarika liana amin’ny karazana fifaninanana ny tanora. Tsikaritra izany amin’ireny lalao isan-karazany ireny, toy ny dihy, ny hira, azo atao ny mampihatra izany aty amin’ny sehatry ny fampianarana. Omen-danja lehibe izany amin’ny alalan’ny fanomezana isa ho an’izay mivoaka mp...
Itodiho sy tsarovy ny fitiavan-kavana. Raha sendra ka mitraho ka mampiasa saina ny raho-mitatao fitondran’ny olo-miaina ka mety mahagina mampisy ny hakiviana ! Dia izao no mba tsarovy tsy ianao irery no mizaka ireny fa ianareo roa ary mba tandrovy sy angataho hatrany ny herin’ny tsitoha.
Mboty ka sitrapon ny ankizy ange ny hiaraka amin ny mpizaha tany e? Jao na sitrapony aza dia tsy maintsy arovan ny lalàna izy. Mboty fa maninona? Jao satria manitsakitsaka ny zon ny ankizy ny fampandraisana anjara azy amin ny fizahan-tany mamoafady sy ny fanararaotana ara-nofo atao aminy. Adidinay, izahay mpisehatra am...
Nanao ahoana ny fomba nanatanterahana ny asa fampandrosoana ? Nisy ve ny olana tamin’ny fanatanterahana ny tetikasa ? Manahoana ny fihetsiky ny mponina manoloana ny asa fampandrosoana ?
Va 26 asanao
Aleo homa-manta toa izay mikepoka karainkona
Ohabolana manalasala ohatran’ny mpianadahin’i fandriana , re tsa mpivady dia mpianadahy ara-bakiteny manalasala toy ny mpianadahin’i fandriana, ka raha tsy mpifady dia mpianadahy. Ny heviny indray dia entina milaza zavatra tsy dia fantatra mazava, ary tsy marim-pototra ny fahamarinany.
Hevitry ny olon-tsotra na olo- malaza na mpikaroka ny
Miara-paly isika izao fa ny teny malagasy, tsy niampify samirery sady tsy nangasihasy ; zary nentina nitory ilay jesosy be fitiavana izay namindra fo tokoa sy nizara fahasoavana.
Moins de 1 km 1 à 5 km 6 à 10 km 11 km
Amin’ny isa natambatry ny na dia ilay faharoa no mandray ny mari-pirindrana. Ohatra watu thelathini na watatu olona telo amby telopolo
Ny iainan’ny fiangonana katôlika ny miralenta raha tarafina amin’ny paroasy iray 107 3-1-ny paroasy md josefa mahamasina 107 3-1-1- ny lafiny jeôgirafika 108 3-1-2- ny tantarany 109 3-1-3- ny fotoan-tsarotra 111 3-1-4- ny anton’ny safidy ny amin’ny olomasina mpiaro ny fiangonana 112 3-1-5- ny kirisitianina ao aminy 113...
Taona i taona faha-6 sy faha-7
Sazy sazisazy sazina
Mandolinah 162 va mandolinah
Natao hanasongadinana ny hevitra miafina ka tsy voafakafaka ao anaty asa famoronana iray, nefa mitondra soa ho an’ny mpiara-belona ny asa fikarohana toy izao. Mba hanamora ny fanatanterahana izany no ijerena amin’ny ankapobeny ny amin’ny lohahevitra tiana hofakafakaina. Ny isavasavana ny raviny no ahitana ny fotony toy...
Fisarahana mangidy izany itony, hianao ry tompo no hampitony; jesoa tompo mantsy fony fahavelony, nijaly mafy noho izao;
Ii ny fanadihadiana sy ny vokatra azo
Fanamarihana ny fepetra takina amin’ny mpanadihady
Le dina police rural ou rituel ? Communication au cours du séminaire anthropologie rèligieuse de madagasçar et
Sodifafana ary mandravasarotra no ataony fiaro amin’izany. Atao amin’ny rano ireo ary afafy amin’ny trano hasiam-panamboarana.
Ny filalaovana amin’ny prolepse mandoko ny fitoviana. Ny endrika mazàna dia ahafantarana ny hevitra tsy vaky. Io no hita ato amin’ity ohatra ity manajà ny mpiara-belona aminao fa izy ireo no mpiaro sy havanao akaiky a. P 109 ny prolepse dia sarin-teny anatsoahana teny iray ao anaty fehezanteny, atao eny am-piandohana a...
This work is intitled theaching oriented towards comprehension, case study of 1ère students, lycée technique et professionnel ampefiloha antananarivo we focus on this question how does the teacher ensure that his her teaching is understood by the learners ? The hypothesis that we are going to prove along this research ...
Razafindrakoto jary voara né le 31 mai 1993 23 ans lot vi 3 bis ambatoroka 032 48 418 40 034 39 762 82 jaryvoara gmail. Com
Malagasy sy ny teny malagasy any amin ny sekoly mampihatra ny teny vahiny.
Sary15 zokiolona miandry ny fahatongavan’ny vahiny ao an-tranondahy
Tamin’ny taona 1945 no natao tany mexico ny fivoriana lehibe voalohany, nandinihana ny anjara toeran’ny vehivavy eo anivon’ny fiarahamonina. Marihina, fa io taona io dia natokan’ny firenena mikambana ho taonan’ny vehivavy ary ny 08 marsa natokana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Notanterahina io fivoriana i...
No mba mianan-kendry sy efa sahisahy! Tsarovy tsara anie, fa volako no niala nividianako an ialahy fony mbola ankoala.
Ny momba azy
Loharanon-kevitra op. Cit
Fanazavana amin’ny mpianatra ny fomba hoentina manao ny fanadihadiana eto dia somary hatao miavaka ihany koa ny fanatanterahana ny fanadihadiana satria atao miendrika kilalao fifaninana izany mba hampisy fahavitrihana sy fifantohan’ny mpianatra amin’ny asa hatao. Tena zava-dehibe eo amin’ny fampianarana ny fandrisika s...
Fanazavana ny kisary ny mpamorona ny mpamorona no loharanon ny hafatra, izany hoe mamolavola ny tantara sy ny hafatra tiany hampitaina ho an ny mpihaino ao anaty tantara ny mpikirakira ny mpanatontosa no mikirakira ny asa soratra, izany hoe manao ny fanatsarana ny lahatsoratra sy mitsikera ny vontoatin ny tantara ny mp...