text stringlengths 10 11k |
|---|
Sintona sintontsintona sintonina |
Raha fintinina izay voalaza mikasika ny fandalinana ankapobeny tamin’ny fampianarana nataon’izy mirahavavy a sy b izay, dia azo lazaina fa nisy lafy tsarany ny fampianarana nataony. Niezaka nametraka ny tanjona rehetra tokony hotratrarina amin’ny lesona iray izy ireo. Tsara ny fanaovana izany, satria tsy misy olona han... |
Izay anorenanareo ny fitia saiky matetika loza mifono, 15 hoatra ny tony kanefa maria, sady mandrendrika re no mamono ! |
Ny tononkalo no ifotoran’ny asa fikarohana atao. Tsy ny tononkalony manontolo akory ireto aroso ato ireto fa ampahany notsongaina tamin’ny maro ary hita fa mifanaraka amin’ny lohahevitra dinihina. Mba hahafahana mandinika ny asa dia nalahatra araka ny taona nanoratany azy ny tononkalo. Nalefa any aoriana kosa ireo izay... |
Azo zaraina ho efatra kosa ny tonontaona ao ny lohataona volana aogositra -oktobra |
Fahafatesana akaiky izy, feno holatra ny tenany, nefa toa tsy tsaroany izany taloha. Izao, fanina izy. Lys ber, diavolan’ny moron-dranomasina , in takelaka notsongaina boky faharoa, p.67 |
Ny velomako tontolo ento any, lay velomako madio tsy resin-tany. O! Ry voron-takariva mihoara fa hombako hofa lamba sy mosara. |
Ity no fotoana anehoan’ny mpifankatia ampahibemaso ny fitiavana. Ny lanjan’ny hevitra anehoana fitiavana eto dia tsy mitovy veliveliny amin’ireo fotoana roa efa voalaza teo ambony ireo. Fanomezan-toky no tena mibahan-toerana lehibe ato ary manana ny lanja mampiavaka azy ny teny entina maneho izany. |
Ramiandrasoa j. I 1987, la bible, source d’inspiration poetique ? Quelques exemples thèmes eschatologiques in- hiratra n 5; antananarivo, ftm 25 zakaria. 1925, jaona in- ny akon’iarivo n 77 dia tapitra koa ny ain’i jaona |
Mbola hevitra torak’izany koa no hita ao amin’ny 112 ; ny voanteny tena dia entina manamafy hevitra, ny ok indray dia teny baiko izay ilazana fetezan-javatra. Io fetezan-javatra io no hevitra tsy mivantana raketin’ny ok. Kaneka raha ambara am-bava izy dia tokony hisy fihetsika miaraka aminy. Eo ihany ny fihetsika fa ny... |
Ny aminao kosa |
Ts’ilay eny an-dranomaria takarina sarotra alaina fa voahirana mpitari-dalana mamin’ny fo sy ny saina. |
Sendra fa inona loatra aza no mahatonga anao hanao izao fihetsika izao amiko? Hatrizay nahalalako anao aho, mbola tsy nahita anao nisotro izany mihitsy, eny fa na dia labiera aza! Ny mamanareo sy ny dadanareo ihany koa nilaza, fa tsy mba fombanao mihitsy ny manao izany. |
Le coeur a beau menti, la blessure est au fond a. De musset |
Tim tiako i madagasikara |
Fa tsipak’ombalahy ny tsiny ô mahavoa mahafaty |
Andeha àry hirosoana manaraka ny dingam-piainana faharoa izay tsy maintsy lalovan ny olombelona, dia ny fahafatesana, ka haseho amin izany ny fomban ny betsimisaraka avaratra sy ny fiovana hita vokatry ny fifindra-monina. |
Eto dia ho hampatsiahivina ny famaritana ny teoria ho ampiasaina. Ny antony dia tena mifandraika amin’ny sehatry ny asa sahanin’ny infor sy ny serasera ao aminy koa izany. Misy efatra izy ireo ii-i ny fampiofanana ii-ii ny andragojia ii-iii ny psykolojia ii-iv ny serasera |
Quelles sont les raisons pour lesquelles l’emploi du temps n’est pas |
Ny hatsaran-tarehy hita amin’ny tontolo |
Fantatrao va re ry ilay mpanao gazety fa ny lainga raha afafy dia vola vetivety ny vokatra ho aterany mba azonao an-tsaina mety hitera-doza, mety handatsaka aina hevitra roa miavaka tsara no ambarany eto ny voalohany fampieritreretana ireo mpanao gazety, manely tsaho hampiadiana ny vahoaka malagasy; faharoa kosa filaza... |
Maintomolaly fihirana ffpm lah faha 544 |
Dahatsoratra araka an’i adam jean michel 1992 sy ny fikaonan’ny lahateny toy ny an’i charolles 1998 efa nohazavaina tao amin’ny toko faharoa ny mikasika ireo ka tsy hiverenana eto intsony. Ankoatra izany, dia mason-tsivana entina manadihady ny vondron’ambara ihany koa ny lafiny haitoetsaina amam-panahy sy ny haifampian... |
Mandray izay rehetra mifanena aminy. 140fampahalalana nomen’i noya, 42 taona, mpanarato monina ao ankiakabe, ny 08 may 2014, tamin’ny 4 ora. |
Ireo. Raha manao izany hetsika anefa izy dia tsy voatery hoe haharitra izany fa misy ny fomba atao entina mba hampaharitra izany eo amin’ny fiainany. |
Tsy nahafa-po loatra ny sarambabem-bahoaka iny voka-pifidianana iny. Tsy voavaha ny olana teo amin’ny firenena. Nahatsapa anefa ny malagasy fa fahendrena ny mionona mba hisian’ny fandriampahalemana sy hampanjaka ny filaminana. |
Mandrora miantsilany magnify-tegna. ? Soa atao mihodidina, ratsy atao mihodidina. Masom-porin’akoho, mahay ny tsara, mahay ny ratsy. Tsapatsapa vodin’akoho, raha tsy tay , atody. Hazakazak’i lavohy, ny aloha takatry ny afara ? Ny an-tratra tsy lavo ka avy rain’ialahy tain-tsy navaringarin-dela, sôsony magnaraka. Aza mi... |
Fahafahana |
Fanazavana nomen’i berte, monina ao antanambao maroantsetra, 49 taona, tompon’andraikitry ny jono any amin’ny faritra voloina sy ankaofabe, ny 11 martsa 2013 tamin’ny 10 ora maraina. |
Izy ity dia fifanarahana teo ambany fitarihan’ny sadc. Nisy ny fihaonana izay nataon’ireo mpitarika ny ankolafy efatra, dia andriamatoa isany didier ratsiraka, zafy albert, marc ravalomanana ary andry rajoelina, tamin’ny 8 aogositra 2009 tany maputo. Nosoniavina tamin’io fifanarahana io fa hisy ny fitsinjaram-pahefana ... |
Ii-2-3-1- fananganana fotodrafitrasa tsy mijanona amin’ny fiarovana ala ny tetikasa fa miezaka manatsara ireo fotodrafitrasa maro misy mba hisintonana ireo mpizaha-tany, indrindra ny fampiroboroboana ny éco-tourisme mba hampitomboana ny fidiram-bolan’ny fokontany. Ilaina ny fandraisana anjaran’ny tsirairay amin’izany m... |
Misy akony lehibe eo amin’ny fampianarana ny zava-misy mandritra ny fotoana ianarana ao an-dakilasy. Efa nambara teo aloha ihany ny ampahan’ny tranga hita tao an-dakilasy. Tsy ampy anefa izany, satria voafetra ihany ny fotoana nanaovana firotsahana an-tsehatra. Noho izany, dia ilaina ny mamantatra ny hevitr’ireo mpampi... |
Iii. Ny maha-kanto ny asa soratry i eliza freda sy i samuel ratany |
Fanontaniana |
Eo amin’ny fiainam-bahoaka ankapobeny àry dia nambarany fa na isan’ny nandray anjara nitarika ny vahoakan’i toliary hametraka ny fitondrana ankehitriny eo amin’ny toerany aza ny fanasin’i madagasikara, dia miaraka amin’ny vahoaka mandrakariva. Ny zava-misy any toliary, hoy izy, dia zary mandiso fanantenana ny vahoaka |
Maromaro ihany ny kilasy misy ao amin’ny lisea mahitsy satria dia mahatratra 16 ny fitambaran’izany manomboka amin’ny kilasy faharoa, kilasy voalohany, ary ny kilasy famaranana. Toy izao no fitsinjarany ao anatin’izany kilasy faharoa 5 kilasy voalohany 5 ka ny sokajy a 2, ny sokajy c 1, ny sokajy d 2 kilasy famaranana ... |
Hira arahin-dihy fanaon’ny vehivavy no atao hoe ôsi-bavaiavy, araka ny fanazavana homenay etsy ambany. Saingy ny ôsi-baiavy fanaon’ny vehivavy any ambanivohitra no nofakafakainay ; izay no noraisinay hodinihina noho izy ireo mifandraika amin’ny nentin- drazana. Izy ireny no mbola mitahiry ny teny hafa fiasa noho ny ten... |
Manoritsoritra b mitantara |
Vary jeby ny volana jolay ka hatramin’ny desambra , io dia voly voatondraka miankina amin’ny fampiasana rano azo avy amin’ny lakan-drano vary atriatry voly mitsivalan-taona , ataon’ny mponina volana marsa ka hatramin’ny jona. Ny fitaovam-pambolena ampiasaina amin’izany dia ny angady , ny angadin’omby , hersa , fibarana... |
Mba nolazaina akory! |
Raha manana toetra kizitina sy tia mitonkantokana ny zatovo any am- piandohana, dia mihamalefaka sy lasa mifandray amin’ny manodidina kosa izy rehefa manomboka mato-tsaina. Miredareda ny faniriany, ary tiany ho azo daholo izay rehetra ilainy eo amin’ny filàna isan-karazany. Io matetika no mampifandona ny tanora sy ny r... |
Ireo hira fanao amin’ny takarivan-diavolana |
Ho famaranana, azo antoka fa mitahiry endri-teny hafa noho ny fampiasa andavanandro ny hira na ôsiky ka ao anatin’izany ny ôsi-baiavy. Mafy orina ireny teny hafahafa endrika satria anisan’ny manome tsiro ny hira ny fampiasana azy. Ohatra, ao anatin’ilay ôsi-baiavy noraisina ho ohatra, tsy mety ny anoloana ny teny valy ... |
Ny fahafahana nampiasa ny fitaovana misokajy telo ny fitaovana nampiasaina nandritra ny fikarohana, dia ny fitaovana voajanahary, ny fitaovana siantifika ary ny fitaovana teknika. Ny vavahadintsaina dimy no fitaovana voahjanahary nampiasaina ; ny fahatomombanan’ireo no nahafahana nampiasa ny sokajim-pitaovana hafa. |
Iii ny malala-drafitra |
Ny fitiavana tarafina ao amin’ny tononkalon’i ny eja, araka ny ahitana azy ao amin’ny amboara ilay fitia |
Hojerena voalohany ny fitrangan’ny fitantarana manoloana ny toe- javatra tantaraina. Ao amin’ny hiverina aho, dadabe, dia mifanindran-dalana hatrany amin’ny ankapobeny ny fotoanan’ny fitantarana sy ny toe-javatra tantaraina. Ohatra ao amin’ny tak.73 |
Tovana ii fafana maneho ny lisitry ny verindroa ara- boambolana |
Niezaka ireo mpampianatra nanome vahaolana mba hisorohana ny olana hitany. Ireto avy izany entanina ny mpianatra hamaky boky malagasy maro, mba hahitany hevitra samihafa. Hita fa ny ankamaroan’ireo mpianatra, dia tsy mpikambana ao amin’ny trano famakiam-boky. Toy izao ny hita tao amin’ny prêts à domicile élèves 2010- 2... |
Ny fotokevitra nijoroana tamin’izany dia ny hoe fahafahana. Voagejan’ny rafitra ny literatiora kilasika; tsy mifanaraka amin’ny literatiora takin’ny fiarahamonina vaovao taorian’ny 14 jolay 1789 izany. Dia nihareraka tsikelikely ny literatiora kilasika satria tsy namokatra firy izany intsony ny mpanoratra. Nirona tsike... |
Nandravaka salohy ny fiainan ny taranako ny afon ny fitiavako , ny hasin-tanindrazako tao no latsa-paka, dorehitra filoko ny zato taona lasa no mandan ny finoako. |
Randria kalakely mitonantonana ity, vonjena amin inona koa iny faikan olona mampatahotra iny |
Dia niova ny hanihany fa nanjary teny mamy ny sisa heno raha avy mihaona rahoviana ny fotoana ? Ny eja 6 2002 |
Raha fintinina izay voalaza rehetra izay dia azo ambara fa mampivoatra ny toe-karena eto madagasikara ny fisian’ny fiompiana akoho manatodilava eto amintsika. Fiharian-karena mivantana ho an’ny vahoaka madinika isan- tsokajiny no entiny, nefa tsy diso anjara ihany koa ny fanjakana foibe. Manao ahoana kosa ny fiharian-k... |
Les activités industrielles a part l’usine de fabrication de bougie à alarobia, l’exploitation industrielle de granite à carions et mandraza, on y trouve aussi fivatsy fromage de la fjkm à ambatomanga fimanga fromagerie à ambatomanga tiko fromagerie à sambaina cam construction automobile de madagascar destinée du monta... |
Hatrizay, maneran-tany tsy dia manana anjara toerana firy ny vehivavy noho ny antony samihafa. Any ivelany, dia samy miezaka ny mpitondra isan-tsokajiny hampitoviana ny fomba fitondrana ny lehilahy sy ny vehivavy amin’ny sehatra samihafa. Misy ny tanjona efa tratra, ary mbola maro koa ny ezaka tokony hatao, eny fa na a... |
Rajaona s 1964. Conformements à l’usage adopté par la majeur partie de nos bons ecrivains et l’absence de toute certitude sur l’etymologie de ces mots, on ecrira ihany et non hiany. 63 dahl o. C 1951 64tsimilaza a. 1981 |
Be rano tokoa ny faritr’i marolambo ary ny ankabeazan’ny tanàna any dia saika miorina manamorona ny renirano avokoa. Raha ny tananan’i marolambo manokana ohatra dia ny reniranon’i nosivolo no manamorona azy. Miresaka momba ny reniranon’i nosivolo izany indrindra ny o. B.85 9. Tsy misaraka amin’ny olombelona ny rano ary... |
Hamafiso koa ity varavarana aiza ka ny hidiny tady vavarana sao ny fandriana no hita rehefa mifoha |
Ary manampy azy ny karazany ka ny osika basesa dia nafohezina amin’ny o. B, ny ralemanga dia o. Rm, ny osika tokatoka dia o. T, ny rango dia o. R. Fafana 1 lisitry ny osika voaray |
Manana adidy ihany koa ny fanjakana. Maro ireo fepetra tokony horaisiny, mba hanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy eto madagasikara. |
Has ina anje ly |
Section 2 eclaircir et respecter les principes et procédures comptables les principes à respecter dans les procédures comptables et financiers sont basées sur le découpage des taches entre les gestionnaires comptables et gestionnaires financiers. L’amélioration de l’organisation de travail au sein du service financier ... |
Op. Cit 70 |
Araka izany, lasa fitiavana latsa-paka teo amin i lyra sy ny olon-tiany ny fahitana ny bika aman endrika. Nanova ny fiainan izy ireo ny fifankatiavana, fitiavana naharitra mandrakizay izany. Heverin i dox ho laharana voalohany eo amin ny hakanton ny tovovavy, sady haingo no harena ny volo lava sy maitso. Hoy izy ao ami... |
Pour les entraînements, quand et où vous les pratiquez ? C’est toujours en travaillant la terre qu’on fait les entraînements, il n’existe pas encore ici chez nous un centre réservé pour les entraînements, mais seulement on est plus motivé d’aller au travail lorsqu’une compétition sera organisée chez notre village. |
Momba ny teny ampiasaina ao amin’ny boky fanazavana ny teny sasany ampiasaina ao amin’ny boky temps de la fiction fotoanan’ny zavatra tantaraina temps de la narration fotoana itantarana schéma séquentiel fifandraisan’ny tn sy ny tf schéma actantiel firafitry ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara asa |
Fifanantsafana amin’ny lano ana saotra finaritra e! Ie! Akory nareo e y, zahay ahay ka dje eto ka nipetraka tsy mahare y hafa. Ery r. Ha ano lano ana hanome fihina ana an’iabany, ’zay na irahana taminareo te y. Avy ary ny andro nitambozôna, nifamorivory sara eto’zao. Dje mirary sara aby ny abidahôlo. Hitahy ny za ahary... |
Dingana maro no nolalovana vao tontosa izao asa fikarohana izao. Ireto hazavaina mifanesy ireto izany 0.4.1. Ny fanomanana |
Van campenhoudt luc et quivy raymond, manuel de recherche en sciences sociale , dunod, paris, 2013, pages 90 expliquer un phénomène social consiste en fait à le mettre en relation avec autre chose |
Mba tsara toetra ihany koa ireo liona ka izany indrindra no aoka ho tsroana miaro ny fonenan’ny havana. Samia saro-piaro amin’ny tanindrazana. |
Aseho ao amin’ny toe-javatra iafarana ny fahombiazan’ny mpandray anjara fototra ny fankasitrahan’ny vahoaka malagasy azy. |
Alohan’ny hijerena ireo fitaovana hita taratra ao amin’ny tononkalon’i faniry vatososa araka izay hita ao amin’ny teny fampidirana, tsara raha fantatra ny atao hoe literatiora, poezia, poeta. |
Ny tandindonao, ry mahay miangoty, iry nidoladola lasana niafitra. 30 natelin-tranon-dompy. |
Vetsoin’ireo mpanoratra maro nadika ireo matetika ny fikatsahana ny tena fahafahana ho an’ny tanindrazana, dia ny fahaleovan-tena madio mangarangarana. Ny fahaleovantena tsy endrika sodokan’ l’indépendance n’est pas ce quelconque mirage ny fiheveran-tena ho mahavita tokana qui fait croire en soi-même le seul fort et sa... |
Migré et se sont installés dans une autre région, elles font toutes partie du patrimoine culturel immatériel en ce sens qu’elles ont été transmises de génération en génération, qu’elles ont évolué en réaction à leur environnement et qu’elles contribuent à nous procurer un sentiment d’identité et de continuité, établiss... |
Bm banque mondiale 49 fmi fond monétaire intérnational |
Ny vokatry ny fahafatesana eo amin’ny nilaozana |
Ady ny fiainana koa dia mba miadia ho an’ny tenanao 15 mba hampalefadefaka io fiainana io. |
Ts imanato it toa. Karandoha! |
Dia nangaina, nitalaho nidradradradra sesilany kanjo izay vao tena taitra |
Mandamina sy manampy amin ny fanatontosana fomba amam-panao toy ny famadihana araka ny efa voalaza, mandray anjara feno ny mpiray kibon omby amin ny fanatontosana famadihana toy ny hita tao amin ny f1 sy f4 noho toloran ny tompon- draharaha omby izy ireo. Zara raha nandray andraikitra kosa izy ireo satria tsy nanolotra... |
Ny fakan-tahaka |
Hoento amin’izay a ! O ô fa folaka ny andro a ! O ô 2- ny anaran’ny vato a ! Rango lava hiraina |
Mba ho boky manaja ny fomba fandrafetana boky fampianarana |
Rakotoarivelo h. P ny fanabeazana kristianina araka ny ahitana azy ao 1995 amin’ny asa soratry rabary. Mémoire de capen. Ens ampefiloha antananarivo. Tak 404. |
Lah 2 44 v. Lah 36 andn f |
Dreny dia tsy hanolo-bato mafana ny zanany izy ireo. Araka izany, tokony hanaraka izay lazain’izy ireo hatrany ny vahoaka malagasy. Manambara izany indrindra ny kabary nataon’ingahy rasanjy, governora prinsipaly amin’imerina ary fiteny nampitondrain’ny jeneraly galliéni, governora jeneralin’i madagasikara, ho anareo ma... |
Fananam-panahy io ny antony mantsy dia izao ny profesora nantenaina dia nilaza fa, tsy misy olona mahay na dondrona izany eto ambonin’ny tany. Mitovy daholo ny atidohan’ny zanak’olombelona. Mitovy ny refiny, mitovy ireo sela mandrafitra azy, mitovy ihany koa ny fomba fiasany, ny firafiny 148. Ary betsaka ireo manam-pah... |
Glossaire la décentralisation est le fait de donner aux collectivités locales des compétences distinctes de celles de l’etat. Eduquer c’est former l’esprit de quelqu’un, développer ses aptitudes intellectuelles, physiques, son sens moral. L’ association désigne un groupement de personnes réunies dans un dessein commun.... |
Ny fikarohana efa vita amin’ny maha zava-kanto azy, ambara fa maro ireo mpankafy ny literatiora. Araka izany, tsy ny tenanay akory no voalohany hanokatra lalana amin’ny fanaovana asa fikarohana momba azy ity. Efa maro tamin’ireo zoky tany aloha no nanao fandalinana momba izany. Amin’ny maha hairaha mateza roritina ny l... |
Tafatsangana ny rainy, dia nandray ny lambany, ary nigadongadona nivoaka raha rabeniomby no handaniana ny solika eto, hoy izy niato kely no teo an-tokonana, dia ataovinareo mianaka samirery, fa miala aho. Ny voninahitro tsy entiko mihosina amin’iny botokely iny indry ve retsy azon-doza naninona no rabeniomby no haharev... |
Tardif, jacques, 1992, pour un enseignement stratégique l’apport de la psychologie cognitive, montréal les editions logiques -traductions de chaiguerova ludmila et de seve françoise, 2011, vygotsky une théorie du développement et de l’education, moscou gazety boky |
Miora mija miora |
Nankaiza irony lokanga laroin’ny angorodao? Mpanaitra ny nofo efa sasatra higadona afindrafindrao nimaona ny dobok’amponga, fa rotika angaha ny fively? Ka haolo ny kianja nihinjahana sy tonga fonenan’avelo. Fa , ny peniko ve no hangina! ? Ka hitsahatra tsy hikorisa? Handrafitra sora-kaliana, dia, sento laroim-bisavisa.... |
Ny mahasamihafa azy |
Anisanrny tompo-marika taminrny nipoiranrny rômantisma tao frantsa ny poezia nosoratanri lamartine, les méditations poetiques , sy ilay piesy teatraly nosoratanri victor hugo, la bataille drhernani fa teo ihany koa ireo mpanoratra teraka taminrny taona 1820 toa an-dry baudelaire, renan, flaubert, fromentin. Sarotra kos... |
Zany sentom-bahiny any ho any toy ny eri-dririnina ho aho! Fa mifafy, mifafy hatrany, tsy miato, mifamahofaho. |
Amin’izao fotoana izao ao gasikara ao! Ny andian-teny hoe ao gasikara ao hatrany no amaranan’ny mpanoratra ny isan’andinin’ny tononkalony. Te hanamafy izy fa ireo zava-mitranga rehetra fahantrana, fanararaotam-pahefana, fangalaran-karena ataon’ny fitondrana, dia eto madagasikara no ahitana azy. Ohatra 4 tonokalon’i mah... |
Ohatra2 marofia , |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.