text stringlengths 10 11k |
|---|
Amin’iny faritra iny ny trondro avy an-dranomasina ao anatin’ny herinandro. Hitondra karazana aretina maro samihafa raha maloto ny hazandrano, ka napetraka izany fitsipika izany mba hiarovana ny fahasalaman’ny mponina. Tsy ny fahasalaman’ny olombelona ihany anefa no tokony ho tandrovana fa eo ihany koa ny fahasalaman’i... |
Araka izany, mety ho olona, na biby fiompy, na fananana hafa no mahatonga, na iharan’izany hetraketraka izany. Tompona antoka amin’ny ataony, na ny loza ateraky ny fananany ny tsirairay raha manohintohina ny hafa izany mitsabo ny ratra, manome onitra sy biby fiompy hatao tetefery44 mifanandrify |
Antoky ny fiadanan-tsain ny mponina ny filaminam-piarahamonina. Tsy misy afa-tsy ny fanajana ny rafi-pifehezana ihany anefa no hany hampirindra ny fiainana. Koa hosoritsoritana eto àry ny toe-tsaina tokony hananan ny kristianina, ary ny andraikitra tokony hosahanin ny tsirairay araka ny hita ao amin ny tantara ny zanak... |
Elle est chargée de la distribution de ces fonds auprès des établissements scolaires bénéficiaires publics et privés a ce titre, elle a pour rôle de retirer les fonds auprès du percepteur principal des circonscriptions financières dont elle relève, ou auprès de la trésorerie principale les déposer obligatoirement dans ... |
Koa ny mametraka ny tena amin’ny toerana tokony ho izy. Tokony hahay hi fanakalo hevitra amin’ny olona eo ambany fifehezana. Tokony hahay maneho hevitra sy hahay mandray ny hevitra avy amin’ny hafa. Azon’ny mpampianatra atao tsara ny manao fampiharana ny momba izany. Omena lohahevitra iray ny mpianatra ao an-dakilasy, ... |
Ny zanapeo i indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo e malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny voalohany, ohatra 1 i e- lidah lela, minyak menaka |
Lita mikohona kely sady mihomehy andray, izay aho vao mba nahazo izany teny mamy izany manaiky ve ise , tray tiako be ilay hoe ise valiny, manaiky aho ry dada malala. |
Sary 4 ny voly avotra ataon’ny mponina |
Mpandinika iray tsy hita avy hatrany ny fahadisoana raha tsy efa fantatra ny marina tsy misy ny fahadisoana raha tsy misy ny fitsarana 48; ohatra; eo koa ny fanohintohinana ny hasin’ny hafa, ny teny tsy voahevitra toy ny ompa na fanimbazimbana ny razana dia maha voakabaro amin’ny alalan’ny malo, ka maty omby iray izay ... |
Nanoratra re avokoa ny ankamaroan’ireo mpanoratra eran-tany. Saingy ireo firenena tandrefana no tena havanana amin’izany. Ankoatra ny maha fitaovam-pifandraisana ny re dia natao ho fanabeazana ihany koa izy. |
Betsimisaraka ary nanao fanazavana fohifohy izy momba izany. Mangalaza eugène10 dia nanome famakafakana momba ny lahateny betsimisaraka izay mifototra tamin’ny lafiny filôzôfika mifandray amin’ny vontoatin’ny sôva. Fandinihana antrôpôlôjika kosa no niompanan’ireto olona manaraka ireto nandalina ny sambatra tao amin’ny ... |
Fafana laharana 7 fanehoana ny taham-pandraisana anjaran’ny mpianatra |
Fetran’ny asa |
Antsirabe i |
Tsy hitako koa e ! Aloka fotsiky aloka lety la-tim a ! Mataots’ah ! Leisy ra-tsim a ! Matahotra aho ! |
Tsy manana 22 |
Solo manana fitaovam-piadiana mahery ny aty. Aiza izy teo, inty eto ny baiboly mitrerona amin ny anaran i jesoa kristy no hanapotehana sy hamonoana ary handefasana anao any amin ny farihy mirehitra afo ry satana. |
Farany , naseho ihany koa fa tsy fitiavana te hanatanteraka fombafomba fotsiny akory ny fanaovana serana , fa misy akony lehibe eo amin’ny fiainan’ny zana- drazana sy ny mponina miray faritra . |
Ny tsiny dia aleo ho an’ny olona tokony hahay hitondra azy, satria tsy mba azo samborina izy ireny. Koa dia ny olona tsy mba manaraka ny fomba maha-malagasy, tsy manaja ny fiaraha-monina no tokony hibaby sy iharan’ny tsiny. |
Mahatonga ny mpamaky ho liana, ary mampifantoka azy amin ny tantara ny toerana. Mitondra finoana sy fahafinaretana izany, ka manefy ao an-tsain ny olona ny fahatsiarovan-tena. Toerana tena nisy, ary efa niainan ny mpanoratra ny taona 1956-1958 no ambarany ao amin ny tantara. Miantoka ny fahatontosan ny tantara izy iren... |
Loharano ny mpikaroka may 2014 araka izao hita amin’ny sary izao, dia iray faingo dimy ny isa azon’ilay mpianatra cm2. Ny soratra moa dia toy ny soratr’ireny ankizy cp2 eny amin’ny sekoly tsy miankina ireny. Rehefa manontany ny mpampianatra, hoe iza no tsy mahazo, dia tsy misy manangan-tanana izy rehetra. Rehefa atao k... |
Jo andrianasolo |
Fafana 1 maripana antonony loharano weatherclimat. Com raha ny amin’ny vohontany kosa indray, dia hita fa faritra be havoana tratran’ny fikaohan’ny tany matetika ireo faritra ireo. Betsaka, araka izany, ireo tevana sy hantsana manodidina ny sisin’ireo tendrombohitra. Toy izao no anoritsoritan’ny wikipédia ireo faritra ... |
Fanamarihana tsara homarihina fa niezaka nanontany ny fotoana nitrangan’izany toe-javatra izany ihany ny tenanay fa tsy dia fantany mazava koa hoy izy. |
Ny hevitra tian’ny mpanoratra ho takatry ny mpamaky eto ka lazainy an-kolaka dia ny hiovan’ny malagasy fisainana sy toe-tsaina. Iriany ny mba hijoroantsika amin’ny maha- malagasy antsika eo amin’ny fomba amam-panaontsika rehetra. Eto dia ny sakafo malagasy aroso amin’ny andro fety mba hiravoravoana araka ny fanahy mala... |
Razafimahatratra noro, 2002, tak 149 |
Koa aza hadinoina àry hoy ny ntaolo, fa manana adidy lehibe tokony hotanterahina ny olona tsirairay, mba ho sitraka sy ho fampihavanana hatrany ny andraikitra hita maso ety an- tany. Mametraka fenitra ny ntaolo malagasy, fa tsy tsara ny manao fahafatesan’ny lalitra maty nitety ny ratsy fa manaova toy ny fatin-tantely m... |
Fandravonana tsy inona izany fa ny fisian’ny zavatra hajaina sy atahorana ny fitsipi-boninahitra ho an’ny tandrefana ny didy folo ho an’ny jiosy ny tsiny sy ny tody ho an’ny malagasy f ampitahao ireo telo ireo amin’ny alalan’ny fanaovana fafana v ny itoviana samy manana zavatra hajaina sy atahorana mitovy tanjona kendr... |
Valohery iza? |
Raha asiana fampitahana ny mikasika ny fitantanana teo amin’ny fomba fiasa teo aloha sy ankehitriny dia toy izao zavatra misongadina ny kaomitin’ny rano no rantsa-mangaika tompona andraikitra voalohany amin’ny fitantanana ny tetikasa. Ny mponina no mifidy ireo mpikambana ao amin’izany kômitin-drano izany amin’ny alalan... |
Ankoatra ny maha olon-tsotra sy maha mpanoratra an-dratrema william, dia anisan’ny iavahany amin’ny besinimaro koa ny fiainany amin’ny maha mpanabe azy. Ity farany, no tena nandaniany ny androm-piainany, ary tena ahafantarana azy bebe kokoa eo anivon’ny fiaraha-monina misy azy. Tsy vahiny eo amin’ny sehatry ny fanabeaz... |
Izany hoe ny tiana hambara dia tsara kokoa ny olona mahantra nefa manan-kohanina sady tsy hidiran-trosa, miasa, toy izay olona mirehareha, miavonavona, tia rendrarendra ety ivelany sy haitraitra fotsiny nefa na ny hanina hohanina aza tsy misy. Manaraka izany, aleo voninahitra no hitan’ny olona amin’ny tena, toy izay ny... |
Asa fampianarana41 raha tiana ho tsara ny fifandraisana amin’ ireo mpianatra ireo, dia fantarina aloha hoe iza ireo mpianatra ireo? Manampy ny mpampianatra izany amin’ny fandanjalanjana ny fifaneraserana amin’ny mpianatra. |
Fanamarihana marihina fa efa vita ny lesona mikasika ny literatiora amin’ny ankapobeny sy ny lahabolana hafa toy ny sôva, hainteny, kabary. Na dia efa manana fitaovana azo anamaroana ny isan’ny lahatsoratra aza ny sekoly, ny mpampianatra narahina taty amin’ny kilasy fahafolo kosa, dia nanao sora-tononina eo amin’ny fan... |
Ny fifanampiana? |
Manamarika ny fisian’ny olona eto ny fampiasana ny mpisolo tena mahaleo tena laharana faha telo izy sy ny fisian’ny farango sosona 35 genette, 1972, tak. 251 ny fisian’ny matoanteny mahaleo tena ao anatin’ny lahatsoratra iray dia misy hevitra roa samihafa fanamarihana ny mpitantara amin’ny maha mpitantara azy, ny maha ... |
Hanomezan-danja ny vehivavy rehetra, indrindra eo anivon’ny mpiara-belona aminy. Ny mpanoratra mantsy vehivavy sady renim-pianakaviana ka sarotiny ny amin’izay tokony hanajana ny vehivavy na ao an-tokantrano izany na eo anivon’ny fiarahamonina. Rehefa dinihina ny asa soratry ny mpanoratra dia ahitana ireo zava-misongad... |
No tiany haseho eto. Tsiahivina mantsy fa nampandeferin’ireo anadahiny ny fanirian’ilay solemita, fa ny sitra-pon’izy ireo no nampanaoviny azy. Tsy tanteraka ny sitra-pony fa nanasoa ny hafa izy. Izany fanetren-tenany sy fanasoavany izany dia averiny eto mba hanomezan-toky ilay malalany fa hataony aminy koa. Izay mahaf... |
Rakibolana malagasy, fianarantsoa ambozontany |
Solo voaray tompoko. |
Na hanafina aza ianao dia fantatro fa tsisy indray ’zay nahandrontsika anio ka trotraka ianao mamantatra ny tokotanin’ny harapaka. |
Ny fisian’ny ala nandrakotra ity faritra ity no naha antanala ny antanala. Ankehitriny, efa saika ripaka ny ala ao ikongo. Mihavitsy ny karazan-kazo hita ao satria ripaky ny doro tanety sy ny tavy avokoa. Na izany aza, misy ihany ny ala narovana satria nalaky nandray ny andraikiny ny fanjakana. Itety no hany ala anisan... |
Ny haitsikera farany nampiasainay dia ny atao hoe stylistique descriptive , izay tsy inona tsy akory fa fomba fandinika ny zava-kanto vita amin’ny teny, mifototra amin’ny fanoritsoritana sy ny famahavahana ny fomba filazan-javatra ao amin’ny tononkalo. Dinihina amin’izany ny fomba filazan-javatra nandokoan’ny mpanoratr... |
Ranjatohery h , rary kanto. 1995 ramiandrasoa j. I dramaturgie du théâtre malgache classique. Thèse 1972 pour le doctorat du 3ème cycle, tananarive, monpelier rabearifeno a , ady ny fiainana, faha 45 taona fikambanana poeta sy mpanoratra malagasy. 15 tak. |
Ny ray aman-dreny dia mikendry mandrakariva izay hahsoa ny zanany. Mifampidinika sy mifandamina amin’izay atao rehetra fa tsy manapa-tena samirery; izay hita ho marina sy mahasoa no atao. Fihetsika tokony tsy hiala amin’ny zandry ny fankatoavana. Miseho amin’ny lafim-piainana maro izany raha tsy hilaza ny fanekena ny l... |
Ny fampitomboana ny gliosida no tokony hatao amin’ny zaza mitombo ary ahena kokoa ny zava-matavy omena azy. Ny gliosida zao avy amin’ny siramamy, voankazo, anana, ronono, tantely indrindra ireo betsaka amidon no tiana hambara eto indray mandeha isan-kerinandro ihany no tokony hihinanany ana- maina, fa ny paty, dobera, ... |
Ny fahefan’ny ray aman-dreny lokoin’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina. Hanakaran’ny tanora fa mila fiezahana eo amin’ny fiainana kanefa mila fandeferana no ilalaovan’ny mpanoratra ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina, hita amin’ny hoe aza misafidy ny ho mahery ... |
Ii. Les faiblesses du centre de formation artisanale de l’asa bien que le centre dispose des ressources et appuis divers qui le rendent plus performant et opérationnel, cependant, quelques points étaient remarqués comme manquant et limitent son fonctionnement. |
Eto am-pitopaza-maso ’zato endrikao maningana, 10 vao tsaroako fa injao ny tsiahiko voafingana, ’zato hadivory kely manodidina ny fasana, dia manaitra vetsovetso, hahatsiahy ny andro lasana, f’iny ambanivohitra iny no niampofo ny fanahiko, nifanolo teo ny taona sy minitram-birijiniko, 15 izatsy rindrina mikoro hany hit... |
Eto, dia toloran’ny mpamorona fisaorana ny tompo noho ny zava-misy rehetra eo amin’ny fiainany, eny fa na dia mety ho mangidy aza izany, na dia mety ho nahatonga sorisory ihany koa aza. Mendrika fankasitrahana foana andriamanitra. |
Rahoviana no hifaly izany olon-tia sy tiana o! Ry vinta-mampijaly rahoviana, rahoviana? |
Misongadina ny sakana ao amin’ny toby ary mibaribary avokoa ny olana rehetra. Tsy ho lalovam-potsiny anefa izany fa hanolotra soso-kevitra izahay mba hamahana azy. Ahoana tokoa moa ny hamolavolana ny ankizy raha tsy tomombana ny rafitra ao anatiny? Amin’ny fomba ahoana ny hanatsaran’ireo beazina ny fitondran-tenany rah... |
Amin’ny maha malom-pokonolona azy dia ny fokonolona no manatanteraka azy. Miaraka mikaon-doha amin’ny toerana sy fotoana iray voafaritra mialoha mba hikaroka vahaolana teny ierana momba trangan-javatra iray mampisy olana ny mpiray tanàna manontolo. Izany dia tarihin’ny tangalamena otronin’ny solon-tenam-panjakana45 mis... |
Unité de conception et d’edition de manuels scolaires collection unité malagasy term, ’’laza adina fampiharana’’, tak 10 |
Ny taranja tsy voatonona matoky anareo izahay aoka isika mba ho vonona f’efa hita fa mahay! |
Mbola mampiasa andalana fohy ihany koa i arni hanehoany ny faniriana ho an’ny isam-batan’olona hanana fahafahana manoloana ny zava-misy eo amin’ny fiainana. Hita izany ao amin’ny afaka |
Ny tsiny sy ny tody |
Travaux 763 983 926 |
Amin’ireo tantara ireo dia ilaina ny fahafantarana ny vanim-potoana nisehoan’ny tantara, satria miankina amin’ny fahafantarana izany no ahazoana bebe kokoa ny asa soratra. Mifamatotra mandrakariva ny zava-misy sy izay voalaza ao amin’ny literatiora. Hoy i wellek sy warren azo ampiasaina ho tahirin-kevitra ara-tsosialy ... |
Ny hery anie ary tsy ny fahaizana no nandanjany sy nandrefesany ny olona, fa ny fanahy! Teny tokana anondroany ny manam- panahy, dia ilay teny fanandrianany ny olona heveriny ho hany mendri- kaja hendry! R. P. Antoine rahajarizafy. |
Ho arovanao tsy ho lavon’ny herisetra maro! Mba hamindrao fo re ry tompo ray mpiaro hitan’i er marina’h fa voagejan’ny asa ratsy ny ankamaroan’ny malagasy, ka izay no mahatonga azy hivavaka ho azy ireo. Tsy mahatsiaro an’andriamanitra intsony ny olona, fa variana miady amin’ny fiainana. Mbola manamafy izay tolona am- b... |
Ny fanjakana araka izany no mandefa ireo mpampianatra izay efa nofaniny manokana toa ny mpianatra mivoaka ny ens manana ny mari-pahaizana capen. Eo ihany koa ireo manana ny maitrise sy ny licences avy eny amin’ny sekoly ambaratonga ambony ankatso fafana 28 ny mari-pahaizana ananan’ny mpampianatry ny lisea anjozorobe |
Encyclopedie. Encarta 2004 |
Mikopaka elatra izao itony anjely mahita ilay zanak’ondry ’lay zanak’ondry te ho any amin’i ray ho any aho mandrakizay |
Hita taratra ao amin’ny voalazan’ny mpanoratra, fa tena tafahitsoka lalina ao anaty fahantrana ny ankamaroan’ny vahoaka. Hatramin’ ireo mihevitra ny tenany ho manan-talenta aza, dia mivarotra izany eny an-dalambe, sitrany ahay mba misy hividianana sakafo. |
Vanim-potoana maha ratsy ny toetrandro ao anatin’ny 1 volana. 17 voambolana ilazana ny toetran’ny rano rehefa tafakatra. 18 fiovan’ny toetry ny andro na faharatsian’ny toetry ny andro mialohan’ny hahafatesan’ny volana sy alohan’ny hivoahan’ny volam-bao. 19 volana fenomanana |
Ny fitiavantsika milafika amin’ny nofo tsy tiako mba hajoro fa sao hanjary lofon’ ilay fitia efa nikoro ny fitiavantsika mitehaka amin’ny tany tsy eken’ny saiko ndrao mantsy ho izany ny nofo avy hatrany no lasa ho mpibaiko. |
Ireo tanàna itrangana fanafihana matetika |
Rajemisa r 1971. Grammaire malgache. P.21 |
Ny zava-nisy teto madagasikara 2002-2006 hotsiahivina eto ihany koa ny toe-javatra nanamarika ny lafiny pôlitika, ny toe- karena ary ny fiarahamonina teto madagasikara nandritra io vanim-potoana io. |
Présentation de cgp effectuée par le membre de fmtr |
Ny nanombohany nanoratra |
Hitoetra amin’ny tsifa toy aby ny hasy sy ny hery rehetra ary koa nareo raza, nareo raza niterake reto olombelo reto hataonareo zao fa mana probolemo i mialy amy valiny ka mangatake azo zahay mba himpoly an-trano ho avy eo hamaray ho avy eo hariva ho avy eo halike tsy ho tiarony ty liany dra nanino ndra nanino laha tsy... |
Inona avy? V. A serasera am-bava sy serasera an-tsoratra |
Ny anarana iombonana hita amin’ny teny indonezianina ny anarana manondro zavatra maro mitovy karazana ao anatin’ny vondrona misy azy. Anarana iombonana no ilazana azy ireny. Ireto misy teny azo ambara fa voasokajy ao anatin’izany kutu hao , gula siramamy , apotik toeram-pivarotam-panafody |
Embona sy hanina ho an’ilay lavi-kavana. Koa noharin’ny mpanoratra amin’ny vitsika momba kitay izy ireny tsy sitra-po fa voaterin’ny zava-misy. |
Memoire de l’academie malagasy, |
Fankamamiana ireo mpihira malagasy kalaza |
Andalana efatra miha miova ny fanehoan-keviny eto amin’ny fampiasana ity andalana ity. Manomboka tazana eto ny fibosesiky ny alahelo ao am-pon’i asiniony. Mitantara ny alahelony amin’ny fisarahana ny olon-tiany izy ao amin’ny sora-tanany 197 |
Ary andraisan’ny mpianatra |
Eo amin didina izay dia tsy vitsy ireo ray aman-dreny no efa resy lahatra hanabe ny zanany sekoly fanabeazana an-tsekoly potoana izao dia betsaka ny fanentanana ny zaza handeha any an- tsekoly. Maro ihany koa ireo ray aman-dreny no resy lahatra mampiditra ny zanany hianatra. Dia ahitana sekoly ambaratonga fototra miank... |
John rogers searle, 1982, sens et expression, paris, minuit, tak 167 la thèse que je me propose de critiquer est celle que l’on présente parfois en disant que le sens littéral d’une phrase est le sens qui lui appartient dans le contexte zéro ou dans le contexte nul 51 john rogers searle, op. Cit, tak 123 la relation en... |
Ny fiankohonany |
Roa ambiny kosa mba ho ao amin’ny tapany faharoa amin’ny tapakandro maraina96 na amin’ny tapakandro hariva97. Izany fandaminana izany no atao dia mba hisian’ny firindrana eo amin’ny fandaharam-potoanan’ny mpianatra ary ihany koa mba hahazoan’ny mpampianatra fotoana tsara sady mety hampifantohana ny mpianatra amin’ny fa... |
Na dia lalao fifaninanana aza ny don-tany sy kapo-tandroka dia tsy misy amboara manokana ho an’ny mpandresy. Ny setriny dia ny anatra aroson’ny elanelam-panahy ka ahafahan’ireo mpandray anjara mitondra ny tenany amin’ny ho avy. Ankoatra izay dia ny fahafahan’ny mpifanandrina mandrefy ny halalin’ny fahaiza-miteny manolo... |
Raki-tsoratra nanomezany ny mombamomba ny tantaram-piainany |
Ny fototra iorenan’ny fomban-tanintsika |
Tsy maintsy atao laharam-pahamehana ny fanajana ireo razana sy ny fadiny eo amin’olona ipetrahany, fa raha tsy izany dia mahasahy mamono raha mbola manohitra tsy misy farany ihany ilay olona. Heveriny mantsy fa tsy tia azy ilay olona matoa mierina azy ka masiaka izy. Tsy azo itokisana loatra anefa izy ireo fa manana to... |
Razanatiaray hantamalala |
Sinton-kevitra araka izay hita tao amin’ny kilasy faharoa |
Tanora malagasy |
Izany rehefa tia mamboly fahotana. |
Moa ve odinao adala nefa ianao dia mahalala fa irony tsiparifary fa tsy sanatria ny vary |
Tsapa tokoa fa saika ny ankamaroan’ny mpianatra no tsy mahafehy ny taranja malagasy araka ny hita nandritra ny fanadihadiana natao. Antony maro no mety mahatonga izany izay tsy avy aminy ihany fa avy amin’ny manodidina ihany koa, ka isan’izany ny lanjan’ny teny malagasy, ny politikam-panabeazana sy ny filam-panabeazana... |
Ny fitaovana ampiasaina manoloana ny fanatontoloana, dia efa misy solosaina natokana ho an’ny mpampianatra sy ny mpianatra. Ny ong educmad tsiadana, nanomboka tamin’ity taom-pianarana ity, dia nanolotra fitaovana ahitana lesona sy karazana fampiasana, na laza adina miaraka amin’ny valiny. Ny taranja siantifika no tena ... |
Dia tsara raha samy tsy misy avela. Ratoaka 40 ise no tongava, fa aza variana, hamonjy ny toerana atao fivoriana ; tazano fa angamba ho be posiposy, ny vera maneno no atao lakolosy. |
Fametrahana tanjona mazava |
Inona ary ny poeta ? Inona ary ny mpanoratra ? |
Dia indro et la voila, notre ile |
Holazaiko ka henoy hohiraiko ka tsarovy ny zontsika ikambanana velon-ko olona afaka velon-ko olom-banona. Ity tononkalo ity dia nosoratana tamin’ny taona 1991, izany hoe, tamin’ny fotoana nahamafy ny fitsoky ny rivotry ny fahafahana sy ny demôkirasia teto amin’izao tontolo izao. Manana zo hiaina malalaka ny olona ary h... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.