text
stringlengths
10
11k
Inona izany no rafi- pisainana niova raha mitaha amin’ny teo aloha? Fanomezana lanja ny vola
Ireo dingana harahina
Dia nisy faniriana izay nitsimoka mangina naniry tao anatiko ao dia ny ho poeta toa anao. 97 eo ihany ny fankamamiana ilay mpanoratra, noho ny hakanton’ny asa sorany. Fa misy koa mpanoratra hafa, toa mahafinaritra kokoa, noho ny zava-tsoa maro nataony fahavelona; ary tsy hay hadinoina izany soa vitany izany. Ao amin’ny...
Fiombonana ao anaty ary tsy mba vetivety, tena mandrapahafaty
Ary tsinjovinao ombieny ny ankohonana isan-tokatrano manao an-toby ny mololo fa vita vary fararano.
Ny maso anisan’ ny singa nanaitra an’ ny eja tamin’ilay olon-tiany ny masony. Izany hoe tafiditra amin’izany ny fijeriny. Hoy mantsy izy raha naneho izany ao anaty masonao izay atopinao tsy miafina ao anaty masonao sahisahy tsy mba mivona moa ilay fijerinao afaka niriaria mibanjina ahy, toa tsy mandao, manombatombana e...
Vaky boky sy tahirin-kevitra nanampy betsaka tamin’ny asa fikarohana ny vaky boky na nialohan’ny firotsahana an-tsehatra na tao aoriany noho ny boky loharanon-kevitra sy fahalalana ka manainga ny tena izay manovo hevitra aminy mba hanara-dia sy hampisy rindra siantifika ny fandalinana izay atao. 0.10. Ny olana nosetrai...
Hira rehetra, na an’iza na
Ny fitia 22 jan. 2000
Fototra mpanampy ravaka
Atsinanana 384 577
Fanolanan’ny mpampiasany an’i bako, izay nanova tanteraka ny zotram- piainany satria nitarika azy ho amin’ny fanambadiana an-tery setra. Lht2 ny naneken’i mino vazaha iray, izay nanararaotra azy ka namotika tanteraka ny fiainany. Lht1 endrika tsara ny nahitan’i bako an’i fetra. Lht2
Drafitra narahina
Mbola voatazona ihany ny ankabetsahan’ireo karazan-javatra maro izay hita teo amin’ny teatra taloha. Ohatra amin’izany ny fisian’ny mpandray anjara sy ny toe-javatra ao amin’ny tantara saingy betsaka no omena anjara, ny mpanatontosa ny piesy eny ambony sehatra sy ny mpanoratra azy, ny hetsika ataon’ny mpisehatra izay n...
Hoy indrindra izy ao amin’ny t1466 nivelatra maraina ’lay vonindraoziko iny, ka efa nosoloiny ny felana malazony. ’lay tahony efa maina nakina be fahiny nanjary ho kanto indray.
Amin’ny fanadihadiana ireo andalana ireo no ahitana fa zaza eo amin’ny fito volana na sivy volana eo no ho eo no anaovan-drafahafatesana antsojay. Mianatra
Araka izany, rehefa tsy manome voninahitra sy manaja an’andriamanitra andriananahary ny olona, dia tsy omeny fahasoavana ihany koa, fa vao mainka aza ny ratsy indrindra no iafarana. Ankoatra izany, araka ny efa voalaza teo aloha, dia narovan’andriamanitra i noa valo mianaka tamin’ny safo-drano, satria manome voninahitr...
Izy ilay fanahy tsy haiko, ’lay atosiky ny saiko tsy hanatona anao fa ny foko no tsy laitra, vao lalovanao dia taitra
Ohatra1 v. A lah 8 andn 1 misy andalana 5 andn faha- 2-3-4 misy andalana 3 avy ohatra2 v. A lah17 andn 1 misy andalana 5, andn 2 misy andalana 2 andn 3-4 misy andalana 6 avy hita araka izany fa niezaka ny nanaraka rafitra maty paika ihany ny mpanoratra, kanefa mety ho noho ny fibosesiky ny fihetseham-pony, na mba hampa...
Ho fahatsiarovana an’i jeanne raharosoa anabavy malalako nody mandry mbola naraina teo
Mais quand un problèmede la vie de tous les jours leurs est posé, ils ne savent pas s’il faut faire une addition ou une soustraction ils connaissent des formules mathématiques par c ur, mais ils sont incapables de les utiliser de façon pertinente dans une situation donnée, etc , 2000.
Rahajarizafy a. , filozofia malagasy. Editions ambozotany. Fianarantsoa.
Soamiandrinirainy sy merimandroso dia any amin’ny distrika ankazobe no misy azy. Antanambao ao amin’ny kaominina andriampamaky-anjozorobe; manjakony 30 km avaratr’i mahintsy. Sisaony, ao amin’ny kaominina andramasina, distrika andramasina ihany. Raha io fafana io no jerena dia mbola tsy nisy nanao fikarohana io rianara...
Ii. Ny saha ifantohan’ny teorika
Araka izany, dia ny toerana nahavelomana sy niriariavan’ireo razana niandohana, ireo nahitana masoandro, misy ny fasana mirakitra ny taolambalony, ary toerana nahaterahan’ny tena ihany koa, no atao hoe tanindrazana. Tsy ilay toerana na faritra kely nonenan-dry dadabe sy nenibe fotsiny anefa no tanindrazana amin’i haing...
Tolo-kevitra hanatsarana ny fampianarana taranja malagasy
Bref, pour que la tpflm puisse avoir un avenir prometteur, il lui serait nécessaire de veiller à ce que ses activités soient rentables continuellement. Grâce à cela, elle va pouvoir gérer sa trésorerie sans aucune difficulté. Pour cela, la société devrait effectuer un contrôle de ses charges à l’aide du reporting
Intervention 2 village seance de travail avec les autorités locales et les responsables du projet contact des autorités locales et notables programmations fixation agi et agr compte rendu sur l’information au niveau de la commune organisationdes travaux à effectuer identification des personnes ressources pour l’accompa...
Raha hanadihady lahatsoratra àry ny mpianatra dia ireto ny dingana voalaza fa tokony harahiny amin izany lala-rakotoson raolisoa, 1999 229 fandinihana ny laza adina ahitana ny fandinihana ny lahatsoratra, ny fanontaniana ary ny fifandraisana eo amin ny lahatsoratra sy ny fanontaniana ;
Ratany eto dia nitaky ny fampiharana ny rariny. Izay nisasatra sy nikely aina no tokony hioty ny vokatra, raha ny rariny. Eto anefa ny fahafatesana izay sady tsy nifofotra no tsy nively vy no mitavana ny tsy nisasarany akory. Izany no ambarany amin’ny hoe tsy hita izay voa nambolena dia efa, mijoro ho tompon’izay fanda...
Misy ny tsena iraisam-pirenena, izay ivondronan ny firenena rehetra maneran-tany amin ny fifanakalozana ara-barotra. Mandray anjara amin izany i madagasikara amin ny alalan ny vokatry ny famokarana ananany. Ny fifaninana misy eo amin ny tsena lehibe tahaka izany no mametraka fepetra hentitra amin ny kalitaon ny vokatra...
Inona akory izay mpampianatra ? Hoy aho. Mitsidi- bohitra ireny, ankizy boretra no manao sapaoritra azy. Rahefa tsy ho dokotera ihany, tsy aleo manao ny asan’ny goverinera. Ireny manampahefana ireny mandalo tolorana akoho; mitaky hetra , hamoriana atody; vangiana am- birao , tambazan bolikoly.
Eka! E y ahay avarabaratr’e y nahare y tsy satry ny fo. Avy eto namantana tatoy an-dra on-dahy ha ano ny antsafa, ny fanontania. Ta halala neno raha nisehoabiaby. Dje ahay eto vô mahalala ny raha naseho teto tamin’le zalahy i y. Zenda a aby ahay io ndre tsy mizaka mahare y neno raha vorianinareo mahakasika an’itompokol...
Tsy mahay miteny mafy aho 2 2,15
Ao izy miondrika sy tena mijaly sy he mitomany misaina mangina anatiny irery ny ngidin’ny tany. Noharangaraniko izy ka izaho no saika hitomany fo io izy ory samirery no ny mosara eny an-tanany ihany.
Fametrahana fitsipi-pifehezana mazava
Efa tapaka ny tanany. Efa impiry mangana ny tarehiny? Efa nomeko toky izy, fa tsy hisy olon-kafa intsony hanelingelina ny fiainanay mianaka. Izay fahoriana nentiko, dia mba nentiny ihany koa. Mahefa tsy mampaninona ahy velively ny fanananao zanaka. Mbola ampiako aza ny toky efa nataoko taminao, fa hitia ny zanakao toy ...
Reniakoho ranovary iray i kilo. Notairin-dry zareo izy ka nandositra ary noenjehina dia tratra. Nofotorana ary nampitondraiana azy ho eny an-tànana ny akoho nangalariny. Rehefa nadinina izy dia niaky fa izy no nagalatra ireo akoho very notarainin’ny mponina nandritra ny iray volana. Nolamandiana vola 50.000ariary izy; ...
Ny teny hoe hery eto dia manan-kevitra hoe aina ihany. Araka izany, ny hery fototra , dia ny aina fototra , na ilay hery mahavelona ifandovan’ny manana aina iray karazana. Avy amin’ny mpahary io aina fototra io satria i zanahary no nahary tongotra aman-tanana. I r. P dubois koa dia milaza hoe zanahary no nanome aina ho...
Lokom-pilazana miompana amin’ny filazana ny marina no nandikanay ny hevitry ny andian-teny hoe registre réaliste 174 e. Amon, y bomati, op. Cit, tak.68 le registre réaliste exprime la volonté d’être au plus près de la réalité concrète et familière du locuteur.
Marina kanjo ny anao! Tena mampalahelo isika tanora ankehitriny. Mba nianatra ihany, mba nandanian’ireo ray aman- drenintsika fatotra amam- pondrana ihany, nefa dia izao tsy an’asa. Fahiny, rehefa miteny i dada mialoha ny taom-pianarana vaovao dia hoe mianara tsara! Tsy mba manan- kolovàna afa- tsy ny fahaizana ianareo...
Sarin-teny fanovana endri-javatra no hita ao amin’ireo ohatra rehetra etsy aloha ireo izay mitovy endrika amin’ny 78 ny olona ompana eto no oharina amin’ny biby ka io olona ompana io no tsy voatonona mivantana ao anatin’ilay teny
Teny fanaratsiana
Express de madagascar
Mahafaly, mahasosotra
Voninahitra ho anao ray ô ! Fankasitrahana ho an’ny zanaka dera ho anao ry fanahy masina mandrakizay doria doria amena !
Fahaiza-maneho hevitra, kanefa tokony ho hita taratra ao amin’ny tombana ireo dingana hairaha toy ny mifanaraka amin’ny toetra amam-pihetsika sy ny fahaiza-manao, izay vao miditra amin’ny fahaiza-maneho hevitra. Ireo hairaha vitsy izay hita ao anatin’ny tombana koa anefa dia tsy mbola ampiharina any anivon’ny kilasy. H...
Fampandraisana anjara mivantana ny mpampianatra amin’ny fananganana fandaharam-pianarana. Izy ireo mantsy no mifampikasoka mivantana amin’ny mpianatra, ka mahalala ny filàna sy ny fomba fampianarana ary ny fomba fampianarana ary ny zava-mahaliana ny mpianatra. Ny fomba entina manao izany moa dia ny famelana na ny fanom...
Matetika aza moa dia mahavatra mamoron-dainga mihitsy mba hahafahana mihaona sy miaraka. Mbola ao amin’io tononkalon’i om-gui io ihany no ahitana izany.
Olombelona aho mantsy fa tsy vato aman-kazo ka ho lavon-dranonando sy ny riakam-pahavaratra na ho simban’ny hatsiaka, ka ho maina sy halazo fa hiasa lalandava tsy voasakasakan-javatra!
Kivy sy very fanantenana izy, fa hay ilay andriamanitra inoany dia mahafoy azy sady narian andriamanitra izahay ity no narian olombelona. 185,
Sary 5 ny vatolahin’i totohely ao ambatonitotohely fenoarivo atsinanana ssaarryy67 nryarfyanmjoitneonayna ao fenoarivo atsinanana aseho an-tsary sary 8 ny taozavatra
Estimation des couts on trouvera les coûts estimés à la réalisation de cette formation dans ce tableau. Tableau 3
Nahery vaika tokoa ny varatra tamin’iny herinandro lasa teo iny. Ankoatra ilay namoizana zaza efatra tany antsirabe, dia olona roa hafa indray no maty vokatr’izay filatsaham-potaka izay, tao antetezana, kaominina alarobia ambatomanga, manjakandriana, ny sabotsy hariva lasa teo. Nikija aok’izany ny oram-baratra tany ami...
Any anaty soratra any
Ninia tsy namaly aho fa ny fampiasana ireo fanafody no nataoko azy. Ary dia niangavy azy aho hanindrona azy fanindroany. Tsy nanda izy fa nanaiky mora. Vita ny tsindrona dia ny resaka momba ny fitsabohana no notohizako. Ary nofaranako hoe ary ny fisotro misy alkaola rehetra dia fadinao manomboka anio hay! Hoy izy. Ary ...
Ny andalana lava
Ao sady tsy vitsy ireo mamorom-pifaliana maloto, mikendry fihomehezana indray mipi-maso miriaria, kanjo izay ataony indrindra no mandrodana tsikelikely ny fahasalamany. Farany, mirodana ny aina, ka mahatsiravina ny fianjerany. Inona ny aina?
Iii.3.1 manondro teny amin’ny firenena iray
Rholivason nampiasainy teo amin’ny tononkalo noforoniny talohan’ny fotoana nanambadiany. O harioley famadibadihana ny litera eo amin’ny anarany raharolahy no nakany azy io. O lhiva dorsoname azony avy amin’ny famadibadihana ny litera eo amin’ny anaran’ny vadiny sy ny azy io raharolahy raveloarisoa o erika ampiasainy io...
Ireo karazana vona fampiasan ny skoto 101
Zozoro tsy vaky
Satry moa ny mbola hanohy sy hilaza ny ao an-tsaina ka ho faranako amin’izay f’izaho mbola hifoha maraina.
Tsy mitsotsorika avy any an-danitra, na nitrebona avy amin’ny tany ny mpanoratra , fa ao dia ao tokoa ireo masoandro amam-bolana nanabe sy nanolokolo azy ireny.
Fetsy sy mahay
Akoatra izay, naroso ihany koa ny antony hafa mety tsy ho nampahomby ny fampianarana avy amin’ny ray aman-dreny, ny sekoly, ny fanjakana. Lafin- javatra maro no tsikaritra tamin’izany.
Teo amin’ny lafiny sosialy anisan’ny endriky ny fitiavan-tanindrazana ny fanampiana ireo mpiara-belona amin’ny tena, izany dia miseho amin’ny alalan’ny endrika maro samihafa toy ny nataon’i jaonary tany ambohitraivo na ny nataon’i mily tamin’ ireo namany. Fa endrika iray lehibe tamin’ ireny ny fanehoana ny fihavanana m...
Ils seront éternellement damnés avec ceux qui les enseignent, ceux qui pensent que des lettres d’indulgences leur assurent le salut.
Ny fikambanana hafa nisy azy
Iv.2.3.2 l’alcoolisme l’alcoolisme ou la dépendance à abuser des boissons alcooliques qui touche plus l’état physique que psychologique. L’alcoolisme se manifeste comme toute chose toxique par l’habitude mais il se déclenche parfois par une envie de remplissage ou de secours. Au sein de l’asa l’alcoolisme est sanctionn...
Tsy hitahita fa niantomboka hifamihina hifanoroka toy ny vetivety ihany nefa mamy aok’izany.
Ilaozy hy hira tsy miady bà meteza hiangaly ny polka tsy maintsy ifotoran’ ireo tantsaha
Fandrosoana hatrany. Mifanesy
And 5 ny zaza m. D dongadonga ny tovolahy m. D rijarijany ny antitra m. D miendrik’andriana and 6 ny any atsimo m. D tsy misy mirohana ny any avaratra m. D mandry tsara
Fanamarihana ny bokotra rehetra dia gris avokoa, tsy misy fotsy afatsy ny vozon akanjo.
Ravalomanana m , madagasikara am-perinasa, drafitra matipaika ho amin’ny fampandrosoana maharitra, 2007 2012.
Ny fialam-boly
Fehiny raha fehezina ny momba ny mpandray anjara sy ny habaka, ary ny fotoana izay tsy maintsy hita ao anatin ny tantara foronina, dia tahaka izao ny ao amin ny tantara ny zanako maro ireo mpandray anjara ao amin ny tantara. Iray ihany anefa ny mpandray anjara fototra ao i sahondra , fa mpandray anjara mpanampy sy mpan...
Manaraka izany, noho ny fanantitranterana ataon’ny mpanoratra sy ny fanitsiana izany ho zava-baovao hatrany dia ahatarafana tamberin-teny an-doham-pehezanteny ao amin’ny fehezanteny telo mifanesy. Voambolana tokana ihany izany saingy miovaova hatrany ny heviny noho ny fanampian’ny mpanoratra teny hafa miaraka aminy nan...
Feon-kira fohy
Ny teny malagasy amin’ny maha teny azy toy ny teny rehetra misy manerana izao tontolo izao ny teny malagasy, azo iaingana anaovana fikarohana. Tonga mby an-tsaina i saussure izay nandinika ny teny ho singam- pikarohana manara-drafitra8. Andeha àry hojerena manaraka eto ny tontolon-kevitra mifandray tendro amin’ny teny.
Fanoroan-takila 1 teny fisaorana 5 lisitry ny fanalavana teny 7 lisitry ny fafana sy ny kisary 8 lisitry ny sarintany sy ny sary 9 fintina 10 résumé 11 summary 12 teny fampidirana 13 i- famaritana ny sehatra niasana 18 1.1- sehatra niasana. 18 1.1.1 ny mombamomba ny tanàna ambony 18 1.1.2 endriky ny tanàna sy ny trano....
Lohatenin’ny kisary
Fitadiavana any ianao no mitady, izay rehetra mahasoa, ka mivonona hiady amin’ny herinao tokoa. Tanàna maro samihafa no hodiavinao hatrany, toa tsy mihafihafy amin’irieo izay tompon-tany. Aza malahelo foana, na manembona aza ianao, fa ny foko tsy miala, fa hipetraka ho anao miantsinana ianao, raha toa hiala ety, ka tso...
Saiky hita hatrany ny tsy faharisihan’ny mpanentana manatanteraka ny andraikiny. Manampy izany ny fahavitsian’izy ireo ka mahatonga ny fahalainana manoloana ny andraikitra lehibe miandry azy. Midadasika ny faritra misy ny vondrona entanina; mahatratra 18 ny kaominina ao anatin’ny distrika.
Karazany ihany, anefa, no nampisy izay firindrana eo amin’ny endrika sy ny vontoatiny izay, fa teo ihany koa ny laharam-pisehoany.
Inona no mampisentosento anao? Aza afenina ahy ry tovo fa lazao! Eh! Nahoana no manjombona ny tava? Raha sitrakao dia lazao mazava!
Va zonao ireny , tak 17
Dada a ! Haolo ilay tanàna nilaozan’ialahy ; haolo ilay tanàna na dia misy olona fa tsy ao ilay fanahy mpiahy ny kamboty toa anay, mpanampy sy mpambomba ireo malahelo am-po, mpihantra sy mpijery ireo tojo ny manjo ; haolo ilay tanàna izahay koa tsy tamana fa ory hava-manana no mibahana ny laka ; ny fitiavan-tena no zar...
Fiaina-miaraka aminao
Ny dff dia mikendry indrindra ny hanaovana asa fampandrosoana eo anivon ny fiangonana. Mirona amin ny fanarenana ny olona amin ny fahazoana
Tsy misy maharatsy izany raha toa ka azo antoka fa
Ny tsy fisian’ny dingana mazava arahina amin’ny famakafakan-kevitra ahatarafana dingana amin’ny ankapobeny ny fianarana rehetra atao. Tsy avy hatrany ny olona iray dia mahafehy ny zavatra rehetra, fa tsy maintsy mianatra tsikelikely. Miovaova ny asa atao, isaky ny dingana misy, ary hita ho mihasarotra hatrany izany. Oh...
Niaina tao anatin’ny alahelo sy ny famoizam-po ny olona tao anatin’ity zana-banim- potoana ity. Izany dia vokatry ny fikobonana anaty ny zava-nihatra taminy, izay nifanindran-dalana tamin’ny sakafon-tsaina naroso teo anatrehany. Anterin- dravoajanahary fa ny resaka alahelohelo no azoazon’ny vavoniny, satria nifanandrif...
Famakafakan-kevitra 1
Araka an’io fanazavana io dia tsy voatery ho do ihany no iovan’ny fanahin’olona maty fa betsaka arakaraka ny fandehan-javatra. Izany hoe noho ny ozona nataon’ilay ambiasa dia niova ho rano ny tanàna ka maty daholo ny mponina tao, ary niova ho voay daholo ny fanahin’izy ireo. Any amin’ny faritra bara kosa dia misy taran...
Ny marin-drano anefa henoina, ny marin-toetra mety ho hita! Ny marin-doatra toa esoina ! Ny tena marina. ? Tsy vita.
Zahao fahaiza-miteny , efa voalaza, tak.16-17
Tena herinay mihitsy sombinaina sady santatra vato namelàna hafatra.
Nanao valiha aizina izy ka namoaka feo avelo, ary hira ’zay arindrany rem-panahy mamelovelo hira ho an’ny foko afaka miala amin’ny eto an-tany notsindriny ny fanahiko ka mirongatra tomany!