text
stringlengths
10
11k
Ralimanja mampivadi-po mihitsy ianao ry faralahy. Marina tsy saika tapaka ny lalan-drako. Manao sangisangy ratsy mihitsy ianao. Hay ianao dia efa nivatsy famaky tany, dia nanafina tamiko. Faralahy miala tsiny aminao aho ralimanja ny momba iny. Tsy nolazaiko ny momba ilay famaky sao vao mainka hampitahotra anao loza iza...
Kanevonevoka kanevonevoka 13 sehaka -an- manehaka sanehanehaka sanehatsehaka 14 tongotra -on in- mitongotra tonongonongotra tonongotongotra
Tena tsotra ise r’i jo nefa aza be safary fa mahaiza koa manavaka ny vary sy tsiparifary.
Fanoritsoritan’ny inspecteur ny fatin’ireo mpangalatra hitany tao an- tranony. Ilay fomba nahafatesan’i daly sy raleza mihitsy eto no tena mampangitakitaka naseho tamin’ny fehezanteny lava.
Sous la direction de enseignant encadreur m. Gatien horace maître de conférences à l’université de toamasina
Fahasahiranan-tsain-dramavo mikasika ny aretina mahazo an-dreniny
Loharano ny mpikaroka
Les associations veulent avant tout répondre aux besoins des populations locales des diverses régions où elles interviennent d’une manière le plus souvent ponctuelle mais régulière. Il s’agit très fréquemment d’envois de matériels hospitalier, informatique, livre, etc. Ou de financement de projets de construction d’inf...
Araka izao tarehimarika izao dia tsy vitsy ireo mpianatra sokajiana ho mipetraka lavitry ny sekoly. Ireo izay navondrona ho ao amin’ny akaiky moa dia ireo mipetraka manodidina ny 3km miala ny sekoly toy ny andavamamba, 67ha, anosy. Ny antonony kosa dia eo amin’ny 4km ka hatramin’ny 9km manodidina toy ny anosizato, anka...
Ny firaisankina eto no avoitran-drado mba hampatoky ny afrikanina fa tsy miady irery izy ireo amin’ny fikatsahana ny fahafahana. Ny firaisankina izay tsy inona fa toe-tsaina iombonan’ny firenena rehetra kanefa ihany koa isan’ireo toe- tsaina maneho ny maha malagasy. Mizara ho roa araka izany ny olona itenenana eto amin...
Misy foana
Fifohazan’ny antoko politika taorian’ny fijoroan’ny firenena mikambana o. N. U dia nifidy izay ho solontenan’i madagasikara, hitondra ny feon’ny vahoakany eo anatrehan’ny antenimieram-pirenena frantsay ny malagasy. Voafidy tamin’izany andriamatoa isany raseta sy ravoahangy ary rabemananjara, tamin’ny 18 novambra 1945. ...
Ny nijaly sy naharitra fahoriana tsy hita fetra
Drafitry ny asa
Ny embonemboko eto izao renoka ao an-toby sina, ka sarotro vaovao no hisalorako mangina.
Ny saim-bahoaka tampotampoka ? Kely aminay ianao,
Deotoronomia 5 17, baiboly protestanta, nadika avy amin’ny teny hebreo sy grika, navoaky ny fikambanana mampiely bainoly, antananarivo, 1965. 44 -matio 7 01 45 -lioka 11 2-4 sy matio 6 9-13
Riba sy lohahevitra, trano printy fjkm imarivolanitra, antananarivo
Nentin i rondro nandresy lahatra azy mivady hamela ny heloky ny zokiny izany. Kanefa mbola nitana ny heviny tsy handray an i sahondra ihany izy ireo. Nambaran i rondro tamin izany fa tsy firaharahana ny tontolom- pahavelomana no nataon ireo ray aman-dreniny ory aho satria hitako izao fa mpanameloka tsy misy indrafo ian...
Ny tombana sy ny haizatra ao amin’ny fandaharam-pianarana ny haabon’ny hairaha ny fahavononana, ny fahatetehana, ny fipariahan’ny singa ampiasaina -fanontaniana mitaky ny fanomezana ny renihevitra zana-kevitra foto-kevitra raketin’ny lahatsoratra na lahabolana ny fahaiza-maneho hevitra sy ny fahaiza-manao no haabon’ny ...
Andl 13 19 te-hanaja sy hanoa ireo masoandro amam-bola ve hianao ary adidinao tokoa izany? Aza mangatak’andro ka manao hoe hanampy sy hanohana ny ray aman-dreniko aho rehefa lehibebe na tafita kokoa noho izao. Tsy vitsy ny nikasa haneho fitiavana ny ray aman-dreniny, nefa tratra aoriana ka nenina sisa tangosana. Lasa a...
Eo ampelatànan’ny mpampianatra ny ho avin’ny fanabeazana an-tsekoly ary izany dia tsaraina amin’ny fahatsaran’ny voka-panadinana. Izany voka-panadinana izany anefa tsy azo ankamehana fa mila fanorenana. Miankina amin’ny asan’ny mpampianatra ao antin’ny taom-pianarana iray manontolo no fahombiazan’ny ankizy tsirairay.
Fahoriam- batana métaphore, métonymie 2 mampitodika amin’ny lafy ratsin’ny fiainana
Izany fanadihadiana izany dia mampiseho fa mikatsaka fahafahana tokoa i di ao amin’ny asa sorany. Anisan’ny notadiaviny tamin’izany ny fialan’ny tsirairay sy ny fiaraha- monina ary ny firenena amin’ny fatotra maro izay mangeja azy. Ny fanafahana ireo fatotra rehetra ireo no tanjon’ny tolona. Nitolona ho amin’ny fampanj...
Ny ohabolana sy ny haiteny hita eo amin’ny angolan-teny ataon’ny mpiangaly haiteny ny fidiran’ny ohabolana ao anatiny, izay natao ho haingo sy ravaky ny hainteny. Ohatra manina olon-tiana , nalaina tao amin’ny anganon’ny ntaolo, takila faha 225. Alaom-bazo, alaom-bazo aho, eny , iky, zareo, marary anie aho ka marary, k...
Les effets des conflits associatifs sur les membres entraînent par voie de conséquences d’autres impacts sur le fonctionnement des associations. Les différents enjeux autour desquels se cristallisent les conflits créent une atmosphère de tension. C’est par exemple le cas des conflits d’attribution. En effet, l’ignoranc...
Ny fomba fiheveran’ny mponina mikasika ny fampiasana fomba fandrindram-piterahana araka ny sokajin’olona.
Tableau n 01 calendrier des activités
Natao hamahavaha amin’ny mpamaky eto ny gradation fa ny maha izy azy ny olon’izany hoe ny toetra amam-pihetsika mihitsy no potehin’ny fahantrana. Amin’ny malagasy manko dia ny fanahy no maha olona , ka toa zary zava-poana ny fiainana tsy ao anation’izany. Fidin’ny mpanoratra manokana enti-maneho izany rehetra izany ane...
Fety michel, nalaina tao amin’ny fary mamy kilasy famaranana, tak. 120
Marihina fa tsy mitovy ny firafitry ny fehezanteny amin’ny tenin’ny tanana sy ny fehezanteny amin’ny fomba fanoratana mahazatra.
Faniry vatosoa
Nisy ihany koa ny boky mirakitra ny asa soratr’izy sy i lydiary izay niarahan’izy ireo namoaka ny volana okitôbira 2007. Nampitondrainy ny lohateny hoe hiaka izay miresaka momba ny fiarahamonina sy ny firenena ary ny tontolo iainana, izy io.
Horatsaka haratsadratsaka mangaratsadrataka
Loharano ny mpanadihady
Nandikana ny synopsis
Tsy mbola niaraka izahay raha tsy efa nisaraka taminy aho izany hoe taorian’ny nahatongavan’ny vadiny vao nilaza ny fisarahany, ary nanapa-kevitra fa hiaraka amin’ilay olona tiany. Nanontaniana hatrany izy hoe inona no nataonao nandritra ny tsy naha teo ny vadinao? Nohadihadiana ihany koa ny reniny ka niteny hoe tamin’...
Rado sedra, araka ny tenin’ingahy ibrahim dia ho entiny any comores i haimah. Hapetrany ao amin’ny ray aman-dreniny aloha. Rehefa voakarakara ny taratasiny rehetra vao entiny manaraka azy any frantsa. Sedra, tsy aleo miala eto i haimah mba hilaminan’ny tokantranonareo sy i mirana ihany koa! Sedra eny, marina izany, dia...
Izay notarihin’ny kaominina ao an-toerana ary ny radiô nederland no nanorenana ny lisea talata volonondry ny taona 2009.
Injany anefa any tsy hita avy aiza akory tomanin-jazakely toa mbola tsy matory.
Fa ady ny fiainana hoy ny fiteny reko miverina ombieny ombieny ny vonon-kiady no tompon’ny farany ny resy tsy miady mamono ny anjarany
Mallarme, in zavakanto vita amin’ny teny, tak 15 les figures ne sont pas de détails ou des ornements du discours qui peuvent se supprimer ; ce sont des peopriétés substancielles de l’ouvrage. Lefond n’est plusla cause de deforme ; il en est l’un des effets
Ahitana zava-baovao hatrany ny famakiana ireny karazam-boky ireny. Manatombo amin’izany ny boky filôzôfia sy ny boky psykôlôjia. Miresaka amin’ny an-tsipirihany ny singa isan-karazany nandrafitra ny maha olombelona sy ny manodidina azy ireny. Ny fahalalana izany dia mahatonga ny tena tsy ho voarebirebin-javatra arantir...
Avy amin’ny tompon’andraikitry ny sekoly miankina amin’ny fomba fandaminana sy ny fomba fiasa napetraky ny tompon’andraikitry ny sekoly ny fifantohan’ny mpianatra ao am-pianarana. Koa ny tsy fandraisan’izy ireo ny andraikiny amin’ny fampandehanana ny fampianarana sy ny asa aman- draharaha dia miteraka tsy fahatomombana...
Mitory fibosesehan’ny fihetseham-po ny fanaovana ity andalana lava ity. Noho ireo zava-misy miantraika any am-pon’ny poeta, dia tsy noferany ny halavan’ny andalana mandra-pahatafavoaka ny ao am-pony rehetra. Ndeha hasian-teny indray ny mahakasika ny andininy
Augagneur v erreur et brutalité coloniale. Ed. Originale. Montaine. 1927 paris.
Mba hanatsarana ny tanjona kendrena dia toy izao ny drafitra harahina ao amin’ny fizarana voalohany no hilazalazana ny mombamomba ny mpanoratra sy ireo hery namolavola azy. Hita ao i haingo olon-tsotra sy izy mpanoratra.
Raha dia niteny ô i zezo dia niteny ka nanao hoe ary ny iray aminareo no hamadika ahy , indro fa nitsangana indray i jodasy nandray an’i zezo niaraka tamin’izay ireo miaramila izay nitondra sabatra sy langilangy ary karavasy
Nasolo mpitantara sy ny fiainany
Fampiasana ny alfabetan’ny tenin’ny tanana mitovitovy ny alfabetan’ny tenin’ny tanana ampiasain’ny marenina eran-tany. Miisa enina amby roapolo izy ireo. Ampiasaina amin’ny fanononana anarana na teny sarotra na voambolana tsy mbola ahitana baiko ny alfabeta. Ireto avy ireo alfabetan’ny tenin’ny tanana ireo.
Ireo karazana fomba fampianarana mamolavola ny maha izay ny mpianatra manana anjara andraikitra lehibe eo amin’ny fanorenana ny maha izay ny mpianatra ny mpampianatra noho izy ireo mifanerasera akaiky sy matetika mandritra ny taom-pianarana. Fahefana voatokana ho an’ny mpampianatra ny misafidy izay fomba hampianarany. ...
Raha nampoiziko ho tomany no nasetrinao ny teniko dia naleoko re nangina fa toa zary lasa neniko.
Ny feo dr sy j
Ii teny fisaorana
Tontolo iray miaina ao anatin’ny fiarahamonina ny akany ka napetraka àry ny rafitra mba samy hitana ny anjara andraikiny ny tsirairay indrindra mba hanjaka ny fahaizana mifampitondra eo amin’ny singa rehetra. Manaja ny lalàna sy ny didy mivoaka avy any amin’ny foibe mpanapaka hevitra ny olom-boafidy miandraikitra amin’...
Ny ranomasina no valamparihiko isan’ny tanjona nokendren’ andrianampoinimerina ny hampiray ny malagasy rehetra, ka ananany fanjakana tokana, dia izay no nahatonga azy namorona io ohabolana io. Sakanam-bato afa-kenatra nanandrana nampiasa ny vahoaka ny mpanjaka radama i mba hampietry an’ambohijanahary, izay avo noho ny ...
Masina any am’i dada!
Ny fako, mahantra, sy adala nivika noho ny taratasy na ny fifohana jamala andn 5 182
Fantatrao ve ny rafitra tokony harahina amin’ny fandrafetana kabary ? Mamorona àry kabary tanterahina amin’ny fanateram-bodiondry, na amin’ny fangataham-bady hanaraka ny firafitra tokony ho izy fahaizana mamorona manaraka ny firafitra misy
Mampisaraka ny tena mpisakaiza.
Hoy i m. Berthier ny maha iray ny teny malagasy izay tsaroan’i flacourt saingy tsy nohazavainy, dia nahariharin’i weber taty aoriana. Io misionera io izay afaka nandinika ny fitenim-paritany malazalaza, dia afaka nanaporofo fa iray ny teny malagasy, na eo amin’ny fiteny, na eo amin’ny fitsipipitenenana. Misy karazana f...
Antrôpôlôjian’ny sekoly sy ny fifandraisany amin’ny sôsiôlôjian’ny fanabeazana araka ny nolazaina teo aloha dia mifandray akaiky amin’ny sôsiôlôjian’ny fanabeazana ny antrôpôlôjian’ny sekoly, sokajy fahatelo ao anatin’ny antrôpôlôjia mandalina ny fanabeazana. Samy tafiditra ao anatin’ny siansa mandalina ny fanabeazana ...
Koa satria, araka ny nolazaina tao amin’ny famaritana, ny vady dia ilay nekena teo anatrehan’andriamanitra sy ny olona; noho izany, ny fanatanterahana izany voady izany dia miseho indrindra amin’ny fiarahana mizaka izay misy ao an-tokantrano. Araka ilay fanekena nifanaovan’ny mpivady hoe hitia sy hanaja anao irery ihan...
Dia mbola tafavela b
Ny fiompiana
Misy fizarana roa 2
Nohararaotin’ireo vahiny izany hakanton’i madagasikara izany mba hangoronany harena. Ny mpanam-bola ihany mantsy no nomena zo sy fahefana hitrandraka ny harena teto, ka dia nanjakazaka ireo vahiny be vola.
Sentom-bavaka indro vavaka mangina no asandratro aminao sento mangata-pitahiana ka mba valio ny zanakao tompo ô! Rain’ny mazava mba tsilovy izany diako aoka ianao homba lalandava ho an-dapanao no faniriako tolory fahedrena aho fa mahay matoky anao handreseko ireo fakam-panahy te-handrombaka ahy izao omeo saina manam-pa...
Mirona amin’ny fambolena hani-mainty toy ny katsaka, vomanga, mangahazo, saonjo sy ny hanim-potsy toy ny vary izay foto-tsakafon’ny malagasy ny tantsaha. Ao koaireo mampihatra ny voly avotra toy ny ovy, ny tsaramaso, ny voanjo, ny sôza ary legioma isan-karazany. Mbola olana anefa ny fahanteran’nyambioka sy ny fitaovana...
Iharilanto p. A 1995
Rafiky rafiki sokajy ma namana namana
Antenaina anefa, fa mba hanana anjara toerana eo amin’ny fanatevenana sy fampiroboroboana ary fanabeazam-boho ny literatiora malagasy ny asanay. Ny fitiavana moa tena no nimasoanay. Mbola marobe anefa ireo lohahevitra azo trandrahina ankoatra izany ao amin’ny tantara nosoratan’ny mpanoratra. Anisan’izany, ohatra, ny no...
Saingy tsy mba neken’ ity zaodahiko ho ara-dalana izany; hany ka notebahiny hoe ratsiry tsy an’ asa jenitra , seriny takila 08 tamin’ izay no niditra ny trano ramily zaodahiko, jenitra dia jenitra amin’ ity tafin-jandariny. Dia seriny tery ingahy ramily amin’ izany fa mandaitra, hono, ity tambaviny! Tambezoina, nahovok...
Manalalondo, 11 martsa 1964
D’après les analyses que nous avons effectuées dans la deuxième partie, nous avons constaté une faible rentabilité des activités de la tpflm et cela empêcherait une bonne gestion de sa trésorerie. Cependant, nous jugeons important pour la société que cette rentabilité soit mise en cause afin que les activités puissent ...
Misy! Hoy i noro nifantoka teny aminy tena tia ahy tokoa ve ianao?
Manaporofo izany, ity andininy manaraka ity ma na fai nga na i reo vo ro ndre o tsy hi ta fa ta ko na toy ny tsy te o, mba mani na iha ny hiara- mi so sa
Ny filalaovana amin’ny s arin-te ny
Satria ianao tia ahy; dia nojereko teny; ilay tao am-po tsy an-kiteny sy ny toetranao rehetra, ilay fitia tsy misy fetra!
Rm.78 tarehinô jerline.
A2 talata c
Dictionnaire de la langue française, paris, 2466p
La promotion varatra et a l’ association sport asa tany madagascar. Ainsi qu’à tous ceux qui ont contribué de près et de loin à l’élaboration du présent mémoire. Veuillez trouver ici toutes mes profondes reconnaissances.
Ireny isika mantsy toa mifanakora nihevitra ny ho tsy tia
Ambatolahy fongoa 26 1
Amin’ity endrika fanontaniana ity, dia afaka mamaly ny fanontaniana araka izay fahazoany azy ny mpamaly. Tsy voafetra araka izany ny valim- panontaniana andrasana, malalaka ny tsirairay amin’izay fomba hamaliany azy.
Amin ny fihariana izy. Azo raisina ho ohatra amin izany ny hosy ridana piétinage des rizières na ilay fomba mahavantana fanosena tanimbary miavaka kely tsy dia fahita sy mahazatra ny olona, eto dia omby andiany, mihoatra ny roampolo 20 no indray ahiditra amina tanimbary iray lehibe. Roahina ao ireo omby ireo ary miara-...
Razafimandimby charles
Ny fidirany tao amin’ny fikambanana tao amin’ny faribolana sandratra no tena nisalorany ny solona anarana faniry vatosoa.
Tolotra tolotolotra tolorana toloralorana 670 tototra tolotolotra totofana
Sehatra hafa
Escarpit r , le littéraire et le social, editions flammarion,
Maneho ny fahaizan’ny malagasy nifehy ny habaka sy ny zavaboary manodidina azy, ny famolahana ny zava-misy eo ampelatanana. Mitahiry ny haiorin-trano tranainy ary azo itarafana ny fampivadiana ny haitao malagasy sy vahiny. Maneho ny kanto malagasy. Efa nananan’ny mpanjaka ranavalona ii ny politika ny fampandrosoana mah...
Fiorenany ara-panjakana fihaonan’ilay sy solofo josé tamin’i randza zanamihoatra momba ny literatiora tamin’ny taona 1980 no niposahan’ny hevitra hanandratra ny literatiora malagasy. Mbola faribolana tsotra fotsiny no anarany tamin’izany fotoana izany. Ny taona1982 no teraka ny anarana hoe faribolana sandratra. Niorina...
Mametra-panontaniana amin’ny tenany sy amin’ny mpihaino i hery eto. Rehefa tena nandinika ny fizotran’ny fiainany mantsy izy, dia tsapany fa tena misafotofoto, ary lasa ny sainy hoe raha tsy teo ilay renikeliny, dia ho nanao ahoana ny niafarany? Tsy misy valiny kosa ny fanontaniany fa samy manana izay eritreretiny ho v...
Afaka mandeha amin’izay tiany hitodiana ny vorona, hoy izy eto. Tsy mba toy izany kosa anefa izy, tsy maintsy miandry izay fotoana ahafahany, na dia manina toy inona aza fantany 14 204 nivelatra maraina ’lay vonindraoziko iny, nitsiry sy namony, dia eh! Ny voninkazony. Nanjary ho kanto indray.
Izao ao anaty andalana iray dia ahitana teboka telo. Ny hevitr’izany dia mety ho toy
Ahitana fingadonana toy ny teo aloha ihany ity ohatra noraisina ity. Mateti-piherina kosa anefa ny ralila u? U , indrindra fa eo amin’ny andalana voalohany sy fahatelo. Ny fahatetehan’ny ralila indray no manome onja ny andalana, ka toy ny mihirahira mihitsy eo am-pamakiana ny tononkalo. Ny fahaizan’ny mpanoratra mampif...
Taranja malagasy ao
Ireo santionana ampahan-tononkalo noraisina ireo, dia milaza fa mampiasa ny rima mifanjohy tanteraka ny mpanoratra rehefa sambatra izy, rehefa tony sy milamina ny toe-javatra resahiny, izay taratry ny fiainany.