text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fomba filazan-javatra. Nahasarika ny saina ny handalina misimisy kokoa io zana-taranja io noho ny hakanton’ny teny voarindra sy voarafitra ianarana amin’izany. |
Ny sekoly nandrantoany fahalalana ny ray aman-dreny rehetra dia mihevitra izay hahasoa sy hahatsara ny taranany ka miezaka fatratra mba hahatonga ny zanany tsy ho ambaka ny zanaky ny hafa. Koa na dia nifindrafindra toerana noho ny fomba nitaizana azy aza iharilanto patrick andriamangatiana, dia tsy diso anjara tamin’ny... |
Loharano service statistiquede santéde district de vohipeno, 2014 |
Olona hoe azy ny saina e! Tsy nila vola na tamby fa ny laza sy voninahitra atolotry ny vahoaka no entiny sy ny taranany miaina am-pahombiazana, eo anivon’ny fiarahamonina izay manamora ny fahazoany tombon-tsoa amin’izay filàna mifanandrify. Mbola horesahina manokana ny amin’ny mahatsikaiky aoriana, fa ny hakingan’izy r... |
La mise en place du système de contrôle interne efficace et efficient oblige l’entreprise à avoir des moyens financiers adéquats. Chaque fois que la direction veut restructurer son organigramme, elle doit trouver ou disposer des ressources financières stables. |
Riviere, 1992. L’ échec scolaire est une fatalité? Paris éditions hatier |
Misy ihany koa ireo ray aman-dreny sasany indrindra ireo mpikambana ao amin’ny fiambanana tsy miankina fiainana be dia be no tsy mifantoka sy tsy miraharaha ny fanentanana sy fiofanana izay omena azy fa manatrika fehy manatrika fotsiny izy ireo ka miandry ny fanamarinam-pahatongavana fotsiny izy ireo mba tsy hahatapaka... |
Oh 2 satry foana, satry foana ho fifidianana isan-taona tsy hisy intsony ny maty noana ton.32, tak 38, boky i |
Man- n t n miova ho zero eto ny t rehefa nifanena tamin ny n- ao amin ny tovona |
Nanomboka tamin’ireo mponina talohan’ny fiforonan’i colombie, ny varatra dia voatokana ho voary masina izay feno hazavana manjelatra manarona azy, miaraka amin’ny taovolo maro loko. Ry zareo mponina aztèque any mexique ohatra dia mino an’i tlaloc ho andriamanitry ny orana sy ny varatra. |
Kristo kristy mkristo wakristo mpanaraka an’i kristy, kristiana ; islamu fivavahana silamo mwislamu waislamu mpanaraka fivavahana silamo, silamo |
Ny asa famokarana rehetra atao rehefa manam-panahy avokoa ny olona mikaroka hevitra hanatsarany ny fiainany sy ny fiainan’ny hafa ny olona tsara fanahy, tsy maneho fitiavan-tena. Amin’ny fitandroana ny marina, rariny, hitsiny. Izany dia mampirindra ny fiainan’ny fiaraha-monina ka mitondra amin’ny fampivoarana ny fiaina... |
Ankoatra ireo, mbola mety hisy antony hafa ihany koa ve nahatonga ny fampianarana tsy hahomby? |
Ran e sy ny fianakaviana ny fianakaviana dia fitambaran’ny ray sy ny reny ary ny zanaka 6 ny olombelona tsirairay avy dia manana ny fianakaviana nipoirany ary mety hanorina fianakaviana ihany koa. Hojerena amin’ny an-tsipiriany izany eo amin’ny tontolom-piainan’i ran e. |
In takariva, 8, 11 jona 1957, lah 1754, 1755 |
Namboly fary be dia be tamin’ny toerana antsoina hoe sahalavabe i beny raim-pianakaviana iray. Nifindra tany ambany maromena, fokontany ampasimbola, kaominina vohipeno izy rehefa akaiky ho vokatra ny fariny. Ny reniny no namindra azy tany noho ny fahasahiranana ara-pivelomana. Nataon’ny omby mahita faisana ny fary nand... |
Mandray roa tahaka ny hasimpeo j ny hasimpeo w ahenoana azy ny zanapeo sosona au sy ua rehefa manonona ireto zanapeo sosona ireto dia tsy maintsy mamoaka ny feon-teny w ny zanapeo au dia mitonona awu mivany tokana na roa ; ny zanapeo sosona ua dia mitonona uwa mivany tokana na roa. Efa voadinika tao amin’ny zana- pizar... |
Mampiditra kokoa ny mpamaky ao anatin ny tantara ny fifandrifian ny seho sy ny fitantarana azy. Tsapan ny mpamaky eo no ho eo ny fihetseham- po amam-pisainan ny mpandray anjara, ka mahatonga azy hiombon-kevitra aminy, raha miteraka voka-tsoa izany, na mandrisika azy hanalavitra azy, raha mitondra fahavoazana izany. |
Nozaraina ao anatin’ny fizarana roa ity asa fanadihadiana ity. |
Ny renifeo nt indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo nt malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny ihany. Ohatra eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny 2 nt nt- antuk antoka, bintana vintana, buntak bontaka, gantung hantona, lintah dinta, mentah manta, sentuh sento, sinta... |
Arakany famaritana naroson-drajaona siméon 51 ; nyfanovana endri-javatra dia sarin-teny amindrana ny hevitra ara-bakiteny ananan’ny teny anankiray ho amina hevitra hafa ka ampiharana azy amin-javatra hafa. I sillamy norbert dia milaza fa ny sarin-teny manova endri-javatra dia famindrana ny hevitry ny teny iray ho ao am... |
Lehilahy rehetra kanefa tsy hanao fanahim-biby. |
Pwgasy 3hourts 30 mn 4 |
Ny manontolo anjakan’ny fahasamihafana44 fitambaran’ireo singa manana anjara asa manokana ny manontolo anjakan’ny fahasamihafana45. Hita ao anatin’izany ny hasin-javatra isan-karazany, misy fifandraisany sy fifampiakoana, noho ny andraikiny sy ny ambaratongany. Manontolo anjakan’ny fahasamihafana ny ankizy beazina ao a... |
Fadiana toy ny fady ny mandeha mankany an-tsena, 10 ny fakam-panahy rehetra dia tsy maintsy horesena. Ny haitraitra samihafa ampandeferina daholo, vao maheno anaram-bola dia efa mitsangam-bolo. |
Ny mari-pahaizana azony |
Toy izao indray kosa ny fahitany ny rahona ao amin ny tononkalony hoe ilay hariva 50 eny anivon-drahona eny vetsovetsoko variana mivololon ny tatamo, misamboady fifaliana ankoatra ny zavatra hitan ny maso sy na azo tsapain-tanana, dia misy ihany koa zava-boaary izay sady tsy hita no tsy azo tsapain-tanana, nefa tsy azo... |
Rehefa tonga avy any koa |
Hisy rotsakorana fotsiny fa tsy hanonja ny ranomasina? .13tsapa araka izany fa voefehin’ireo mpanjono sy ny mpanarato an-dranomasina ao ankiakabe ity resaka toetrandro ity. Anisan’ny harena ho an’i madagasikara ny fananany toetrandro samihafa izay miovaova isaky ny faritra. Ny any avaratra tsy mitovy amin’ny any atsimo... |
Fafana 3 ny ambaratongam-pianaran’ny mpiompy nohadihadiana fafana 4 ny asa aman-draharahan’ny mpiompy nohadihadiana fafana 5 ny salan’isan’ny akoho gasy ompian’ny olona fafana 6 ny salan’isan’ny akoho manatodilava ompian’ny olona |
Ambalatany -amperofaro |
Mahazo fahafinaretana tokoa ny nofo rehefa tonga any. Ny loza anefa, dia sarotra ho an’izay tafiditra ao ny hivoaka avy ao. Ary dia ho tonga ny latsa sy ny nenina. Efa diso aoriana loatra anefa izany. Hoy ny tohin’ny tononkalo etsy ambony dia ao ianao fa petsa mihitsoka amin’ny maizina, voageja tsy afa-patotry ny ota t... |
Sartre j. P , qu’est-ce que la littérature ? , op-cit, 1948, p 35 la fonction de l’écrivain est de délivre des messages à ses lecteurs |
Afaka izay afaka manafaka vahoaka mandady amin’ny taniny mandano an-konahona tafiditra amin’ny kizon’ ny fangejan’ny vitsy |
Tamberin-teny na andian-teny na fehezan-teny mipoitra etsy sy eroa entina hanamafisana na handokoana ny zavatra mety ho biby na toetra na toe-tsaina izay averimberina. Hita izany amin’ny hoe ianao lemama an, ndeha hody ahy. Ie! Anao lemama |
Ny fitiavana |
Mataho-tody ohabolana iray tsy afaka ambavan’ny maro mandrak’ankehitriny ny hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ninoan’ny malagasy fa ny zava-drehetra atao na soa na ratsy dia ahazoam-baliny avokoa. Araka izany , niezaka nitandrina fatratra |
Tsara marihina eto am-piandohana fa isan’ny mipetraka ho tantara ny fiforonan’ny sekoly tany amin’iny faritra iny. |
Rehetra, misy koa ny do fanahin’olona efa maty toy ny fanahin’ny mpanjaka taloha. Ka hoy i baglin emmanuelle28raha naneho hevitra cet animal est réincarnation d’un être vivant. Il peut être directement créé par dieu, mais dans la plupart des cas il s’agit de la réincarnation d’un humain. Le fanany est souvent perçu com... |
Ny fiheverany ny amin’ny atao hoe poeta sy mpanoratra fa inona marina moa no manavaka ny mpanoratra sy ny poeta? Voasokajy anatin’ny atao hoe mpanoratra avokoa ireo mpanoratra rehetra, na inona na inona karazan-dahatsoratra nosoratany. Antsoina manokana hoe poeta kosa ireo mpanoratra poezia. Ho an-dratsimaholy francine... |
Fa ianao no soroky ny soratro misandratra . |
Nenibe tena marina ve? Tianao tahaka ny inona àry aho? |
Mpianatra afaka mampijoro toetra amam-pihetsika tia mitsikera sy misaintsaina ary mandanjalanaja ny zava-mitranga indrindra ny fampahalalana eo anatrehany. |
Sinto-mahery teo anoloan’ny boa andravoahangy very vola 10 tapitrisa ariary ilay karana andeha handrotsa-bola tao amin’ny banky btm- boa andravoahangy ity karana iray, omaly maraina, tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany no sendra ireto olon-dratsy valolahy. Nitondra basy pa rahateo moa izy ireo, ka dia azony tsy nisy ... |
Takariva mahafaly |
Taitay manaitay |
Avy amin ny ray irery ihany |
Numérer les noms de ces éléments ; |
Toy izay indray àry ny rafi-pitantanana ao anaty rafitra mpiray kibon omby aroso manaraka ny fitsipika ifampifehezana. |
Faniriana hihoatra ny vala, hady lalina sy hantsa-mangitsoka, mihemora fandrao mampihitsoka raha ny haja no hamidy mora ka ny nosy no tonga voakora, ry tanora o ! Mba matahora, mihemora zareo, mihemora. 88 anisan’ny mahatonga ny malagasy hihinana ambolony ny zavatra entin’ny vahiny ny fiheverany fa tsy mahalala sy tsy ... |
Ny ray aman-dreny re matetika ny hoe mba zanak’iza loatra iny ? , amin’ireo izay manao toetra tsy mendrika eo amin’ny fiarahamonina. Mba hialana amin’izany indrindra, ary mba haha olom-banona ny zanany no ikirizan’ny ray aman-dreny amin’ny fanabeazana ny zanany araka ny tokony ho izy, sy izay heverina fa mety hahasoa n... |
Ny fo izay mifandrafy ho tonga hiombon-day, 20 hivondrona mihitsy ho toy ny tena iray! |
Organisation non gouvernementale 228 psdr projet soutien du dévelopement rural. 229 tpa tanora mpikambana ankiakabe. |
Midoboka amin’iza izany foko izany no miloatra hira manakatra fitia? Sambatra aho mianoka kanefa koa tomany isaky ny manina ka tsy very dia. |
Fotoanan’ny fitantarana |
Mahay mampita sy mampipaka any amin’ny mpamaky ny fihetseham-pon’ny mpandray anjara ny mpitantara nody izy tamin’ny iraika ambin’ny folo alina, dia nahafantoka alok’olona eo ambodi-manga marikitra ny tranony, fa diavolana ny andro. Nidify haingana nanara-drindrina i robena, nanarangarana ihany. Tsy nihetsika ilay olona... |
Maneho alahelo sy embona ny amin’izay niainan’ny ntaolo. |
Dez j terre malgache tany malagasy, un des problèmes du développement rural en cas d’insuffisance, on peut toujours avoir recours aux produit de la forêt. P 109 |
Ny tombontsoa azony tao amin’ny fikambanana tojo tamin ny zavatra notadiaviny tokoa ny mpanoratra rehefa tafiditra tao anaty fikambanana, satria maro ireo mpanoratra namana mpikambana tao. Afaka nifanakalo hevitra sy nifampizara traikefa tamin ireo mpiray fikambanana taminy tao izy. Izany rehetra izany dia vao mainka n... |
Tsy hanoloana, tsy hanariana izay nentin-drazanao, fa vao mainka hotandrovina mba hitaomana ’reo namana izay nilefa sy nanodina ny lova soa tamin-drazana. |
Ny boky ao amin’ny baiboly testamenta taloha dia saika nanana endrika poezia avokoa. Araka ny voalazan’ny teolojiana iray atao hoe pr richard parent, dr en theologie dia hoe ny boky salamo, joba, ohabolana dia azo lazaina ho manana endrika poetika35 ary araka ny hevitray manokana ny amin’ny atao hoe poesie hebraique di... |
Ny fitiavana eo amin’ny mpiara-monina lafin-kevitra telo no ahitana taratra ny fitiavana eo amin’ny mpiara-monina ao amin’ny tantara nosoratan’i soza marie yolande voalohany amin’izany ny firaisan-kina, eo ihany koa ny fifanampiana sy ny fifampitsimbinana. |
Ohatra 50. Alika vavy ty! |
Tsy misy ho very anjara, fa zaza iray mitovy. |
Ii- ny sorona sy ny tandindona ary ny fihetsika andaminana azy endri-pivavahan-drazana mifototra amin ny finoana amam-pivavahana ny sorona izay vavaka fanaon ny foko zanabibiandriakomanjaka. Miompana amin ny fanazavana momba izany indrindra no ambara ato amin ity fizarana faharoa ity. Asongandina ato ny momba ny sorona... |
Ep. E. Certificat d’etude primaire elémentaire |
Ny antony nanosika an’i hajaina hifototra amin’ny fanabeazana misy ireo hevitra fototra izay niaingan’ireo mpandalina manokana momba ny fanadihadiana mpanoratra sy ny asa soratra toy itony amin’ny maha asa fikarohana siantifika azy. Iray amin’izany, ka hanatsoahana hevitra eto ity tenin’i boris schloezer, taterin’i pie... |
Radiô fahazavana 2005 radiô madagasikara 2011 |
Sehatra iray lehibe nanompanan’ity mpanoratra ity ny tolona nataony ny fitiavan- tanindrazana. Tsapany mantsy ny tsy fahampian’ireto zavatra telo ireto ny fahatsiarovana ny tanindrazana, ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena, ny fanandratana ny maha malagasy. B1- ny fahatsiarovana ny tanindrazana |
Fahakambotiana fahadisoam-panantenana tamin’ny fiheverana an’i frantsa ho reny |
Boky nanovozan-kevitra |
Loharano 2 10 |
Andriamahatody, mémoire du capen, université d’antananarivo, 2001, tak16. |
Asiniony 25 aogositra 1998 |
Une forte baisse des aides extérieures a été constatée suite aux évènements de 2009 qui ont rompu la relation officielle de madagascar avec la plupart des partenaires techniques et financiers. Une certaine reprise a été constatée en 2010 pour des projets humanitaires et la reprise de décaissements de quelques grands pr... |
Rakotoarindrasata r , rosaas et la ville d’antsirabe 1872-1896. Mémoire de capen. Juillet 1990 |
Rabemolaly f , nalisoa ravalitera et all |
Ny 1952 i rado dia nanoratra tononkalo mitondra ny lohateny hoe ny tenin-drazako fitaomana ny malagasy tsy hiray petsapetsa amin’ny vazaha nasehon’ny mpanoratra toa an-drandza zanamihoatra, fa tsy azo sakanana ny fahaleovanten’i madagasikara. Ohatra sosay lakana . |
Fisaka ny rariny na ny marina ka saro-tadiavina |
Mponina 0 4 taona |
Taotrano sy mari-trano vahiny james cameron, louis gros, sibree, no nampianatra ny malagasy taozavatra ka anisan’izany ny rafitra9. J p testa 1971-1972 ii dia nilaza fa voafatotry ny fanajana ny fomban-drazana nifampitana ny malagasy, izany hoe ny malagasy dia fatra mpandàla ny fady sy fombafomba maro; ny fanorenan-tra... |
Ilay endrika kanton’ny zava-boaary dia endrika kila no sisa tavela lavenona mainty tsy misy na sary tahiry sy vavolombelon’ny ela. |
Maro ireo hevitra raiki-tampisaka ao an-tsain’ny olombelona, novolavolain’ny fiarahamonina, mikasika ny elanelana misy eo amin’ny tsinjara toeran’ny lehilahy sy ny vehivavy. Ny miralenta, eo amin’ny sehatry ny antrôpôlôjia, dia voambolana malagasy niarahana nikaroka tamin’ny mpanakanto taorian’ny fivoriana lehibe fahad... |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 43 |
Et cela sans effusion de sang, sans que l’on se tue |
Milaza ihany koa ny mpanoratra ao amin’ny gaigy209 , fa misy fifaningorana eo amin’ny mpitondra sy ny vahiny. Toa ampirisihan’ireto vahiny ireo malagasy eo amin’ny fitondrana hizarazara ny vahoaka, mba hahazoany miditra mora foana eto fa gaigy ny vazaha, na resa-pôlitika, na resa-panjanahana a |
Tsy azo amaritana izany avy hatrany ity fanadinana fitsapana ity, satria raha jerena dia tsotra loatra ny fanontaniana naroso ny mpianatra. Ary tsy vitan’ny hoe tsotra, satria fanontaniana madinika maro no nomena fa mbola naompana indray amin’ny lohahevitra tokana fotsiny izy ireo. Ambonin’izany rehetra izany dia betsa... |
Vakana mikendry hanilika mpiandraikitra voafidy ary soloina olon-kafa, mora manaiky, dia manakivy ny olompirenena te ahita fitantanana mizakatena sy hentitra ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana misy azy. Ny fanendrena ny pds dia tokony ho vonjy maika sy manokana sahaza ny anarany sy toetra tokony ho nisy azy araka n... |
Olana maro samihafa no natrehina tamin’ny fanatontosana ny asa fikarohana toy izao. Ny goavana indrindra amin’ireny dia ny tsy fahampian’ny boky sy tahirin-kevitra hanatanterahana an-tsakany sy an-davany ny asa. Ankoatra izany, ny fifehezana ny fotoana dia hita fa nanahirana tokoa. |
Ny ohabolana eo am-bavan’ny adala dia oharina amin’ny tsilo eny an- tanan’ny olona mamo ny tsilo dia manindrona, ary ny olona mamo dia olona tsy mahafehy ny tenany intsony. Toy ny olona tsy mahafehy ny tenany nefa mitondra zavatra mety handratra sy hanindrona; dia toy izany ny ohabolana tononin’ny adala. Tsy fantany ak... |
Mpanome mariziny, 52 taona |
Encore pourquoi le pape remet-il les péchés ou rend-il participants de sa grâce ceux qui par une contrition parfaite ont déjà obtenu une rémission plénière et la complète participation à ces grâces ? |
Sarondrahona rambolamanana 27 febroary 2000 tao andravoahangy |
Tsara ny ho aviko ny |
Ii-2.1.2. Toetoetran’ny kabary am-pianakaviana ny lahabolana tsirairay isam-paritra dia sakamalaho sy havozo ka samy manana ny hanitra ho azy. Izany hoe manana ny toetoetra manavaka azy. Na izany aza anefa dia ao ihany koa ny toetra iraisan’ireny lahabolana samihafa ireny, dia ny mahalahatenim-bahoaka mirakitra ny fiai... |
Iny soratro iny iny soratro iny niantso toa tsy nahy , ny fototry izy iny nivoaka tam-panahy ambioka kely iray nitsiry anatinao dia indro koa namelana anatintsika ao. |
Efa matanjaka tsara 42 teny entina manaja sy mirary ilay razana mba tsy hiverimberina intsony, satria efa nampombaina harena maro 43rasoazananivoniaina m , ny tra obe ao amin’ny fokontany antavolo distrikan’ikongo, fiarahamonina tanala, mémoire de capen tak 68 |
Zaho baba a a ka samy ho ela velo o ambony tany |
Toky 26 01 02 |
Moa rehefa zandry dia natokana hamita ny adidy sy ny sisa mbamin’asa ’zay tsy vita |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.