text stringlengths 10 11k |
|---|
Maro ny fomba azo anatontosana ny fanombanana ny mpianatra, fa amin’ny ankapobeny, dia azo sokajiana ho roa miavaka tsara izany, dia ny fanombanana am-bava sy ny fanombanana an-tsoratra. Ndeha ny momba ireo sokajiny roa ireo no hojerena. |
Ny fomba fandinika nampiasaina hifototra amina fomba fandinika iray ity asa fikarohana ity. Hampiharina amin’izany ny stylistique descriptive , izay fanoritsoritana sy famahavahana ny fomba filazan-javatra ao amin’ny asa famoronana iray. Amin’ny alalan’izany no hamahavahana ireo fomba filazan-javatra nananganana ny amb... |
Directeur de mémoire mme solo-raharinjanahary raharimalala anatolie |
Tanimbary hikambanana ia! A! Fiv tanimbary samihafa ô, ô! Ny tanàna dia samy manana a! |
Ny hafatra nomena antsika nefa aza ovana dika, na araraka amin’ny tany ny ao am- pon’ireo vahoaka nampitondra teny antsika, mba hatranga sy havoaka. Anaty memy mahamay. Eny, ndeha soraty indray ny antsoantson’olon-dresy hitantsika mandry fotsy sy ny kiakan-jazakely, mosarena rotsirotsy tsy ninono tapak’andro. |
Zozoro tsiriry herana voahirana loharanon-kevitra randriamanantsoa s lifà, 2015 |
Ineny, volamena, fa vidina lafo raha marary irery ka ory safosafo |
Ny janoary 1947 no efa nanomboka tsy nilamina loatra ny firenena. Ny mdrm no nameno ny ankamaroan’ny toerana tany amin’ny assemblées provinciales teto antananarivo sy tany toamasina. Azo lazaina ho vanim-potoana nampiredareda ny tolona ho amin’ny fahafahana sy ny fahaleovantenam-pirenena |
A, tak.77 and 1 sy 2 |
Identification de la tpflm la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy est une société à responsabilité limitée ou sarl, sise à antaninarenina au 9 rue, avenue gabriel ramanantsoa. Téléphone 020 22 233 40 020 22 245 69 020 22 289 43 e-mail impluth yahoo. Fr fax 020 22 626 43 site web la tpflm est inscrite au reg... |
Manjakandriana, le fevrieer 2008 le maire |
Hetriketrika manetriketrika |
Azo taterina mivantana ireo fehezanteny ireo ka ahazoana 29’ hoy aho hoe iza ianao? 29a’ hoy aho hoe ianao no iza? |
Tsy voatery ho toy izany foana anefa ny zava-mitranga. Misy ireo zanaka no tena mpankatò ray aman-dreny. Rehefa fantany fa |
Ii.3.1.1.6. Ny mpanoritra an mazàna, ny mpanoritra an- dia ampiasaina eo alohan’ny anaran-tanàna na toerana ary raiki-tampisaka ao amin’ny anarana irafetany izay heverina faritany. Ohatra ambalavao, androy, antananarivo. |
Ranomaso ! Tsy voatana ny an’i hery toy’lay ranomason-jaza efa very kanjo, indrof’efa hita indray izao k’ifaliana sy omen-pitafy vao fa izy tsy mamela anao hirona ! Tsapako, eny izao, ry’lay tia ahy fa ny tena mahasoa dia ny fanahy tsy hohadinoiko na oviana mandra-maty ’lay fitiavana mahery, ao anaty efa very aho, nefa... |
Fetra , soratana fetra, ’fatra , soratana fatra, ’fotra , soratana foitra. B i, e, a, o |
Fa nahoana raha mifankatia isika e! Fa hilaozana mantsy ty tany ty fa hoy aho hoe zao ro lazaiko anao e! Fa ny havana ihany ro mahavita tena resaka ty fa tsavazivazy e! Ny havana ihany ro mahavita azy. |
Ny ombin-tsarety sy ny olona joséphine ranirina |
Tsy mitovy ny tadin-dokanga |
Misy ny fifamaliana maningana ny voanteny swahili sita enina dia mifanova amin’ny voanteny malagasy-sakalava tsota na tsiota na tsôta, mitovy dika aminy. Hita eto ny fifamaliana i u na i i a i t eo amin’ny andian’ny voanteny farany, vingirika varingarina, dia samy hafa ny toeran’ny tsindry eo amin’ny voanteny swahili |
Fafana maneho ny fahasamihafan’ireo lahatsoratra miendrika tantara |
Fianakaviana mpamoaka |
An’ny tanindrazana, ankilany, ny fandraisana anjara ho fanatsarana ny fitondrana ny firenena. 2-1-3-1 ny fanaovana tolona ho an’ny tanindrazana |
Lycée fanilo 55 58 analamahitsy |
Ny mpanohana ôfisialy |
Anihiny ny hazo, teteziny ny vato ho fanehoana hery na hakingana, hono, ny sasany mba mianatra an’irony mpanarato, ny hafa maka tahaka ny fomban’ny mpanjono. |
Synoptique de maitrise des informations figure 3 suite et fin traitement controle interne documents |
Ny fianarana na fiofanana natrehiny teto madagasikara izay misy ifandraisany amin’ny fanabeazana 28 ny fianarana sy ny fiofanana natrehiny tany ivelan’i madagasikara 29 iii ny boky nosoratany ho an’ny sehatry ny fampianarana fanabeazana ny andraikitra nosahaniny teo amin’ny sehatry ny fampianarana ambaratonga voalohany... |
Ny kobandravina sy ny tontolony ao talata volonondry |
Angola andao amin izay isika hody ry nenibe a. Ary nankaiza ny lambanao? |
Fa hono, ho’ aho, mbola hanontaniako kely ihany ity moa tsy manana tany novelena fanampin’ izay azo tamin’ny fampianarana ianareo? -nisy tokoa ranaivo saingy rehefa lasa sesitany aho dia nanaovan’ny vazaha amboletra fotsiny izao, azony tamin’ny tsikombakomba tamin’ny fanovany tamin’ ilay admisy mpifehy ny faritany. Na ... |
Loharano kaominina beandrarezona taona 2016 |
Ny hasoavana na famorana ny fanatanterahana ny hasoavana ao amin’ny faritra vakinankaratra, araka izay natrehinay ny taona enina sy roa arivo, tao amin’ny fokontany ambalamaditra antsirabe i, dia amin’ny alin’ny vanim-potoana ririnina. Ny anton’io dia ny hahadontodonto ny tenan’ny zazalahy ka tsy ahatsapany marary loat... |
Malzac. 1888 donc indique l’affirmation, la plainte, l’interrogation 46 malzac. 1888 hony dit-on, dites donc. Ndeha, hony, hianao, hody, fa marary rainao 47 rajaona s 1972. P.360-361 |
Fialam-boly tranainy na nentim-paharazana ny 25 ny olona dia mbola mankafy ny fialam-boly nentim-paharazana na dia eo aza ny fivoarana isan-karazany miseho eo amin’ny fiarahamonina, ka anisan’izany ny fanorona. Efa misy seza vato vita sikotra fanaovana fanorona eo ankaditapaka fokontany manjakamiadana ny lehilahy efa z... |
Tokony hotsarovana mandrakariva anefa ny tanjona amin’ny fampianarana dia tsy ny hahaizan’ny mpianatra tsianjery ny lesona omena azy na ny hitehirizany izany fotsiny ao anaty kahie, fa ny hiainany sy ny hampiharany izany eo amin’ny fiainany. Noho izany mila mitady fomba mahomby ny mpampianatra amin’ny fanatanterahany n... |
Ravindahasa na hisatra alaina any anaty dobo na any an-dohasaha no akora ampiasaina. Tsy mifidy fotoana handrariana ny vehivavy ao mandoto fa rehefa tsy misy asa aman-draharaha dia mikatroka avy hatrany, saingy miankina amin’ny fisian’ny akora ampiasaina. Rehefa reraky ny lahasa eny an-tsaha izy dia miala sasatra amin’... |
T3 ho maizina |
Vous ne serez jamais poète si vous n’ êtes pas fasciné par les mots avec leur sonorité, forme, leur sens, et vous ne les sentez pas tourbilloner en vous tout les temps. Raha hazavaina tsotsotra ny poeta izany dia mila mahafolaka ny teny raha te hamorona . |
Ny mpikambana mpanabe samy ahitana mpikambana mpanabe isaky ny rafitra araka ny hita teo amin ny kisary. Ny ao amin ny rafitra fivondronana ihany anefa no jerena eto satria izy ireo no mifandray akaiky amin ireo mpikambana fototra sy nanampy betsaka tamin ity asa fikarohana ity. Misy roa izy ireo araka ny hita teo amin... |
Rabe! Hoy i noro nangorohoro am-po. Hatramin’ny oviana no hahazakako izao zioga atambesatra eo am-bozonantsika izao ? Hatramin’ny oviana? Fa marefo loatra ny saiko sy ny heriko! Vola ! Aok’izay ! Mangina kely aloha! |
Afera felana 2 mpikarakara |
Madagascar, les sortilèges de l’ile rouge, editions l’harmattan, 312p poirer |
Tokana toy ny masoandro iray tahaka ny volana ka mandidy tokana ihany tanora manjaka ho ela velona ranavalona tomponay 340 |
Misaotra fa nahazo fo ampy hanasana vangy misaotra fa nahazo fo tsy mahay misangisangy. |
Ry mama ! Matokia ! Be lohanao tsy hania |
Raikiraiky mandraikiraiky |
Mangina mangina toy ny alina |
Asehon’ny mpanoratra fa lavitra izany toerana misy an’i sonia izany vh tak 75 niala tao paris, nankao cambera renivohitr’i australie, nanohy avy ao australie indray ho ao adéla de, renivohi-paritanin’i australie atsimo; 1000km mahery amin’ny fiaran-damasinina. Kilaototo tanteraka i andry sy camalo vao tonga tao oodnoda... |
Wellek et warren, la théorie littéraire, edition du seuil, collection poétique, paris, 1971, p 141. La littérature c’est un miroir de la vie, une reproduction, et donc bien sûr, un document social |
Fanoroam-boky |
Araka ny fanazavan’ireo tompon’andraikitra samihafa ben’ny tanana, lehiben’ny zap, sefom-pokontany , ao an-toerana dia antsiriribe no firaisam-pokontany sy canton fahiny ary tafiditra tao ny tanànan’ antsahalava. Raha ny tokony ho izy dia antsiriribe no kaominina saingy tsy nety nanome tany anorenana ireo fotodrafitras... |
Sy ny sata aman-kasin’ny firenena. |
La compétence et la bonne moralité du personnel sont indiscutablement des atouts et des crédits pour l’organisation, mais pour s’assurer le service d’une personne qualifiée, l’organisation devra tout d’abord mettre en place une structure très efficace pour la détermination des taches à combler et la sélection sans inci... |
Aza amidy na fetsifetsena fa olombelena tahaka ny tena |
En afrique, il existe des repères historiques et primitifs du mouvement associatif. Ils sont relatifs aux confréries d’artisans. La plupart des repères relevés par les chercheurs sont ceux obtenus lors de la période coloniale, la période précoloniale étant caractérisée pour ce continent par la tradition orale. |
Diso fanantenana tanteraka tamin’ny fihetsiky ny frantsay ny malagasy. Ny fanantenana no rivotra iainan’ny fon’olombelona, amin’ny fiheverany ny tsy hita ho toy ny eo anatrehany. Ny fanantenana diso anefa, dia aretina tsy azom-panafana. 76 nasehon’ny mpanoratra tamin’ny alalan’ny asa sorany izany fahadisoam-panantenana... |
Boiteau, op cit, p 263 il advient que les salaires des ouvriers indigènes des professions courantes, maçons, charpentiers, menusiers s’établirent et se maintinrent à des taux extrèmement modiques 40 p. Boiteau, op cit, p290 on ne demande pas à l’indigène à réflechir mais d’obéir. Savoir ce qui se passe ailleurs, voilà ... |
Tao amin ny sekoly fanabeazana fototra nianarany, dia i jean narivony, poeta malaza no nampianatra azy. Nanainga ny fitiavany ny literatiora izany. Nankafiziny ny tononkalon ity mpanakanto ity. Inoana ihany koa fa namaky sy nandalina ny asa soratr i jean narivony hatrany izy. Izany no nahatonga azy hanoratra ity tononk... |
Ireo maherifo tamin’ny ady lehibe ka nampihetsi-po ny olo-marobe! Tsara mihitsy aloha ny zanaka amam-para mahay ny tantara!221 fanovana anarana isehoan’ny toetra misolo toerana ilay tena zavatra kosa no hita ato amin’ity andinin-tononkalo ity tamberim-bolana |
Georges j , le roman , editions du seuil, collection peuple et culture, paris , 1960, 253p |
Limite temporelle l’étudiant devra établir une bonne organisation du temps car toute chose ne se fait pas en même temps. Par souci d’une bonne présentation de l’ouvrage que ce soit dans la forme ou au niveau du contenu même ; l’étudiant a consacré davantage de temps dans la rédaction car les travaux sur terrain constit... |
Ny nanoratana ity tononkalo ity dia tamin’ny fotoana nidiran-dratsimba georges ny hôpitaly. Tao anatin’ny ady amin’ny aretina nanjo azy izy kanefa tsy afa- niara-nifaly tamin’ireo ankizy nobeaziny. Ny fiaraha-miombon-kafaliana tamin’ireo ankizy no niteraka ny fihetseham-po tao aminy. Tsy naloaka teny firy izy satria fe... |
Inoako fa ampy izay. |
Sary 21 tsingerin’ny karbonina co2 sy oksizenina o2 |
Rév. P. Adolphe razafintsalama, 1995 , tari- dalana hoenti- manadihady ny f iaraha- monina ntaolo, institut superieur de théologie et de philosophie ambatoroka antananarivo, tak 9 , toko i ny etinôlôjia oharina amin’ ny siansa sasany 15 e. E. Evans pritchard, 1969 , anthropologie sociale, payot, paris tak 79 l’ anthrop... |
Raha atao indray mijery dia tsapa fa ny toe-tsaina raiki-tapisaka amin’ny fandalana ny fomban-drazana no mahatonga ny sakana. Difotry ny fahazarana ny tantsaha ka tsy te-handray zava-baovao. Mbola manjaka ao an-tsain’ny maro ny tahotra ny hasin’ny tany sy ny razana. Izany no mahatonga ny ankamaroan’izy ireo hanaja hatr... |
Picon p 1953 |
Toy izany koa ny voalazan’i niry solosoa ao amin’ny m ity. Ifandroritan’ny lafy tsara sy lafy ratsy ny fiainan’olombelona ! Trangam-piainana manonga sy mijotso no mandrafitra azy. Miakatra sy midina, eo no mihodidina ny zotran’ny fiainana mamy sy mafaitra mampirotoroto mamizana ny ambaitra, mampitony koa ny sorisorin-t... |
Fisehoana vi miditra ramatoa rabako toy ny avy nitaingina posy fa misy borizano miaraka aminy ka manoro lalana azy eo am-bavahady |
Raha izany no fanehoan’ny mpanoratra ny fahalemena ara-pitiavana, dia toy izao kosa no hanehoany ny fahalemeny eo anatrehan’ny ditran-janaka, ao amin’ny zaza maditra101 |
Trandrahina avy any amin ny mpianatra ihany aloha ny fanazavana ny teny sarotra. |
Ampahana resaka ao amin’ilay tantara an’onjam-peo hoe raha sanatria ka tsy tonga izy, nosoratan’i hajaina ihany lehilahy tomombana an-tsakany sy an- davany daholo ny fety, ka dia aleo avoaka amin’izay ny omby |
Avy. Nampiasa tamberim-boan-teny am-paran’andalana sy andohan’andalana mifanesy izy raha naneho izany, toy ny hita ao amin’ireto andalana ireto |
Misaotra ny andiany fanilo izay mpiara-mianatra aminay niaraka niriaria taminay nandritra ny fotoana niofanana tato amin’ny sekoly izahay. Toy izany koa ny tapaka sy namana rehetra izay nanampy anay tamin’izao asanay izao. |
Famintinana ny toko faharoa skotisma zazavavy miorina eo anivon ny synodam-piangonana 4 ny mpanazava eto madagasikara. Ny tanjony izay iarahany amin ny tily eto madagasikara momba ireo tanora taizana ao aminy dia ny mba ho vavolombelon i jesoa kristy, ho olom-pirenena vanona sy ho andrin ny fianakaviana. Ny vadin i bip... |
Methodologie la méthodologie est primordiale dans le travail de recherche étant donné qu’il constitue des outils à l’analyse des réalités sur terrain. En général, elle comporte deux grandes parties les procédés techniques méthodologiques et les instruments d’analyse. Leur utilité semble être évidente d’autant plus qu’i... |
Botsaiky, ento mora, 03 sepitambira 2009, ton 145, tak 151. Boky i |
Misy dingana maro tokony harahina amin’ny fanadihadiana ny fiarahamonina ? Fahafantarana mialoha ny toerana |
Ilay mosara kely ihany no hamafa izany tava ka hangina ny tomany izany sento dia hisava. |
Betsitoavina |
Misy endrika maro ny tombana araka ny efa fantatra. Teto ny an-tsoratra no endrika nisehoan ny tombana atao amin ny mpianatra. Seho ii |
Hindrahindrain’ny mpanao vakodraza? A fa mahafa-po azy ireo ny asa nataon’ny talen- tsekoly teo amin’ny sekoly iadidiany. Mbola vakodraza? A maneho izany hafaliana amin’ny fetin-tsekoly izany ny vadraza? A mitondra ny lohateny hoe mitsangana, vondrona ambara takila 45. |
Mpanasa silipon’olona ty! |
Averina ny fitsipiky 1 |
Fehin’ny fizarana faharoa |
Fa ny fahasoavan ’andriamanitra no naha-toy izao ahy i kor 15 10 |
Desambra 1970 |
Fahaizana mifandray amin ny hafa |
Noho izany, tsy voajanahary ny fahantrana fa fahavoazana noho ny toe-javatra avy ety ivelan’ny tena. Midika izany fa tsy sitrapon’ity ankohonana ity ny hahantra, tsy avy aminy loatra no mampahantra azy, kanefa ny takaitra dia tsy sary marika sy famantarana tsy voafafa fa entina mandra maty. Izany indrindra no anterin’n... |
Fahavaloko ny tahotra 2 na dia mafy aza ny onja izay teteziko, 3 an’ivon-dranobe. |
Nentin’i ny eja nanambara izany anatra omen’ny ray ny zanany izany. Ny fitanisana izany hevi-dehibe roa izany no tena tiany hasongadina ao amin’ny tso-drano itodiho sy tsarovy ny fitiavan-kavana. 114 mbola hita ihany koa izany eo amin’ny fankamamiana fatratra ny olon-tiana. Anisan’ny anehoana izany ny fanomezana azy to... |
Fanamarihana f raha ny zavatra voalaza tany aloha, azo ambara ve fa nankahala ny fivavahana krisitianina ranavalona i? V ny fiarahan’i madagasikara amin’ny vazaha no tsy tiany, fa tsy ny fivavahana kirisitianina. Ny tanjony, dia ny mba hisian’ny fandriampahalemana eto amintsika izany hoe fiarovana an’i madagasikara tsy... |
Misaora an’i jehovah |
Angamba ny sasany hanao hoe misy, satria manenji-damaody ny ankamaroany amin’ny fihaingoana, ka mety manova tsy rota. Nefa fihaingoana ary ve ny fitiavana sa lamaody? Raha ho ekena, ka hatao hoe fihaingoana aza ny fitiavana, dia ataoko fa izany indrindra aza no vao mainka tokony hampananany endrika an’izay manana azy, ... |
Solomason’i dola |
Misy koa ny tononkalo mirafitra amin’ny andalana miovaova. |
Asiana fotoana hifanakalozan-kevitra fanamafisana ny fomba malagasy fanaraha-maso izay sahirana sy fanazavana misimisy kokoa hamafisina ny fandraisana anjara ampahafantarina ny kolontsaina sy ny haitaon’ny malagasy safidina tsara ny fandaharam-pianarana fampiasana boky fananan’ny mpianatra tsirairay ny boky ampiasaina ... |
Ny hoe mangalatra kosa dia sampan-teny avy amin’ny fototeny halatra midika ho fakana ny tsy an’ny tena, ahazoana sampan-teny hafa toy ny hoe mpangalatra, angalarina, angalarana, fangalarana. Iantsoana ny fomba iray tanterahina tsy amin’ny fotoana tokony hanaovana azy ihany koa ny hoe mangalatra na angalarina. Raha isak... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.