text stringlengths 10 11k |
|---|
Izany ka manao azy anaty tavoahangy madio. Vao mangiran-dratsy amin ny andro voatondro anaovana sorona no iaingan ny tovolahy avy ao amin ny vohitr andrainarivo hametraka izany eo ambony lava-baton andriambolafotsy ao miantsoarivo. Rehefa misandratra andro dia alain ny lohavohitra ny rano ary afafiny eo amin ny lapa mb... |
Rasoanantenaina jeanne v |
Ce chapitre va rassembler toutes les résolutions des problèmes liés aux ressources humaines car une bonne gestion des ressources humaines appuyée par tant d’autres facteurs aidera la qualité de personnel à prendre place dans l’organisation. Nous avons particulièrement opté pour la mise en place d’un premier responsable... |
Tamberin’andian-teny an-dohan’andalana mifanesy no entin’i ny eja maneho ny fitiavany ny mpanoratra toa azy. Maro ny mpanoratra, saingy misy ny mahafinaritra kokoa, noho ny soa niarahana taminy fahavelony. Mba hanehoan’i ny eja ny fahatsiarovana izany mpanoratra ankafizina izany, dia nantitranteriny avokoa ny fahatsara... |
Ra-gly tairo izaho no hidina aloha e! Afatory mafy amin’ny valahako ny mahazàka ; tsiamanato mitazona, tsy maintsy midina tsikelikely aho ary ny tongotro no mandeha aloha izany. Alefa a! |
Adihevitra efa talohan’i jesoa kristy ny hoe iza no taloha ny teny sa ny saina, nataon’ny filôzôfa grika mbamin’ny latina izany. Ny fisainana tranainy hatrany amin’i platon dia milaza fa ny saina no talohan’ny teny. Efa taty aorian’ny taonjato faha xix vao hita fa ny teny no entina misaina, izany hoe mandrafitra ny sai... |
Araka ny tolo- kevitr’i richaudeau boky mitondra ny lohateny hoe conception et élaboration d’un manuel scolaire, guide pratique navoakan’ny fikambanana iraisam- pirenena misahana ny fanabeazana unesco tamin’ny taona 1979 izy ity. Ity boky ity dia ahitana ireo dingana samihafa lalovana eo amin’ny famoronana boky ho an’n... |
Kisary n 18 ny faritra an-dranomamy ny rohivoaary an-dranomamy |
Misy ny fepetra sy toetra takina manokana amin’ny mpitarika. Olona hendry, matotra, tsara laza amin’ny mpiara-belona, mamelona tsara ny ankohonany. Olona tia sy manambara ary manaja ny marina, rariny, hitsiny. Izany hoe olona manana fijery tsy miandany na amin’iza na amin’iza, fa |
Lafiny fifehezanteny |
Ny fitiavana an’andriamanitra |
Certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Breton, op. Cit. P 62 l’argument de la compétence suppose au préalable une compétence scientifique, technique, morale ou professionnelle qui va légitimer le regard sur le réel qui en découle. |
Fitiavana an’i madagasikara ny fahatsapana ny hakantony, ahatarafina izany fa manana ny maha-izy azy i madagasikara raha miohatra amin’ny firenena hafa. Fitiavana ny endrika ivelany ihany izany. Tsy ampy ho fitiavan-tanindrazana raha tsy eo ny fampijoroana ny fiandianam-pirenena. |
Ny tamberim-bidy na ristourne |
Atao mifanahaka amin ny toetry ny zava-boary |
Lahatsoratra 1 gazetiko lah 1746 tamin’ny 14.01.04 v. A. , t. 131 mpangalatra voasoloky izany tokoa no tonga amin’ilay fitenenana hoe mpijoko voajoko, satria dia sendra ny mahay noho izy ity mpangalatra tratra teny sabotsy namehana ity. Raha saika handeha hivarotra ny entana avy nangalariny tetsy isotry iny mantsy izy ... |
Malagasy 3 année objectifs généraux intermédiaires mpiofanaafaka manatsara kokoa ny antsoina hoe literatiora sy ny kanto mamolaka ny fahaizan-mikirakira sy manatsoaka hevitra avy amin’ny literatiora -mandrindra ny fihetsiny sy ny fahalalana azony amin’ny soatoavin’ny fiaraha-monina sy ny fifandraisany amin’ny mpiara-be... |
Tsy mateza no lalàna izay mandidy fifaliana; fa mateza tsy raràna no lalanam-pahoriana 170. Averimberin’ny mpanoratra amin’ny andalana voalohany isaky ny andininy ny hoe tsy mateza izany dia entiny hanantitranterana fa izay rehetra heverina ho mitondra hafaliana, dia mihelina vetivety ihany, fa ny fahoriana no indro to... |
Arahaba ho an’i neny tonga izao, ry neny, ilay andro sarobidy, nefa ianao izao mbola iharan’ny mangidy oviana moa ny fahoriana no tsy manao hasomparana ny hasiakany tohero, fa hanjary fampianarana. Ny toloko sy tomany, feo mitondra hakiviana halaviro hatrany hatrany, aza atao mahavariana tsy mba manana atolotra ity zan... |
Mizarazara ho trano telo lehibe mitokantokana ny trano fianarana. Ahitana rihana iray isaky ny batiment misy lavarangana ny trano tsirairay vita amin’ny fitaratra na ny varavarambe na ny varavarankely. Ny trano tazana voalohany raha vao miditra ny vavahady kely dia ny trano misy ny mpitan-tsoratra sy ny biraon’ny provi... |
Fadin-drazana any am-pandehanana sy any am-pivahinianana izy ireo noho ny fomban-tany tsy mitovy. Koa sorohana sy angataham-pamelana dieny mialoha izany mba hahatomombana sy hahalavorary ny fihariana sy fitadiavana. Toy izao ny tonom-bavaka fanaony amin izany. Andriamanitra andriananahary sy ianareo razana masina, lolo... |
Biby fiompy isany omby 207 kisoa 93 akoho amam-borona 4900 ondry 41 trondro dobo 6 loharano kaominina |
La literature est un constituant majeur de l’étude de l’histoire d’ un pays. Les romans parus entre 1968 à 1972 dans le journal imongo vaovao nous reflètent cela. |
Atsimo satria, amin’ny fiheverana malagasy, ny lafiny atsimo dia tsy misy hasiny loatra hita taratra amin’ny ati-trano malagasy ny zorony atsimo dia fitoeran’akoho na zoron’akoho ; ny atsimo dia mifanohitra amin’ny lafiny avaratra izay inoana fa itoeran’ny zanahary sy ny razana ary ireo hery tsy hita inoana fa mifaning... |
Ny avana ramanantoanina, ny marina hoe 138 regis rajemisa raolison, op. Cit. Synecdoque, tak 117 |
Mizara roa miavaka tsara ny fampianarana any amin’ny sekoly tekinika. Ao ny fotoana anaovana fampiharana sy fizaran’asa avy hatrany, ary ao ny fotoana anomezana ny fahalalana samihafa. |
Fafana 2 rotsakorana mm, maripana c, 2014 |
Ary azo tanterahina. Manome izany toetra mamaritra ny tanjona izany i r. F mager27, izay taterin’i j. J. Guilbert ao amin’ny bokiny ka ireto no heveriny fa fototra amin’izany; ny hafonjan’ny tanjona sy ny maha sahaza azy ho an’ny mpianatra ny lojikan’ny tanjona ny maha voafaritra tsara na tsia ny tanjona ny maha azo ta... |
Izao no teniko henoinao mba tsarovy ilay nahary ao anaty fiainanao anaka, aoka koa mba tsy hataitra ’zay setrasetra sy onjam-piainana meteza hatrany ianao ho raitra tsy ho laitram-pitaraina. Ny tsikaritra amin’ ity tononkalon’ ny eja ity dia ny fampiasany ny teny hoe anaka rehefa hiresaka na hitantara izy no mampiasa a... |
Ireo fandaniam-bola isan-kerinandro ireo fandaniam-bola isam-bolana |
Ny teny fiontanana dia azo taterina tahaka ny teny rehetra. Ohatra 11 oadray! |
Bloom b , caracteristiques induviduelles et apprentissage scolaire, paris bruxelles, 1979. 270p. |
Mizaha ny fahasalaman’ny mpianatra ao marovoaikely, nafindra hiasa any comores izy v. A. , tak.236 toe-batana mbola tanora toa an-drobena |
Ralay zandrin-drandria. |
Dia raha misy any ho any hafa sahy milaza izany izaho akory tsy manahy fa tsy mitovy velively ilay fatran’ny fitia mety atolony sy ny ahy, |
Afaka nanampy ny fianakaviana |
Dans le cadre du changement de comportement, on peut observer que ces animations font office de conscientisation car elles informent les stagiaires sur les méfaits des comportements inappropriés et les avantages des comportements adéquats, d’éveil émotionnel car les animateurs les incitent à s’identifier et à s’exprime... |
Fandaharam-pianaran’ny kilasy voalohany sokajy c |
Ras oary aleo aloha handoroako fingotra kely ianao dia ataovy izay hatoriana e izay ! Io misy rano mafana amin’ny thermos raha hisotro. Io ny siramamy |
Ankoatry ny laharam-pisehoan’ny rima anefa, dia mbola misy koa ny rima araka ny hafenoany. |
Wakishughulika kufyatua risasi. Izy ireo reraka fandefasana bala reraky ny fandefasana bala izy ireo. |
Vita tsy natao ny amin’iny, ry dada! Hoy i mahaly niebo. Maty tsy hita popoka any an-dakira any ledala! Nirohotra nanaraka ny tafika kelin’i mahaly indray ingahy rainivola sy ny namany. Ny tanjony dia ny hanatratra ireo mpijirika alohan’ny hiampitany ny ony. Ny fipoapoakan’ny karavasin’ny mpandroaka omby no nanaitra an... |
Cf va, tak10 , andl 13-16 107 cf va , tak 55 |
Ny fiatrehana ny asa fikarohana |
Moins a peu près le même mari partenaire n’a pas de revenu ne sait pas manquant |
Tarosy tovolahy 19 taoana monina ao antananmbo ny malo dia korana ara-piaarahamonina ananarana izay diso sady itakiana tsiny amin’izay nandratra zavatr’olona 2.1.1.2. Famaritana araka ny sampan-teny azo avy aminy |
Zazavavy kely mahafatifaty i bakoly. Ory niaraka taminy i sahondra raha nateti-piavy ny aretiny. Fantatry ny dokotera ramiarana ny fivontosana ao amin ny ila kibon-jaza, kansera ny nahazo azy, tsy nampahafantariny izany anefa i sahondra. Nilaza izy fa hotsaboina i bakoly, ary nalefany tany amin ny hôpitalin ny mojanga.... |
Saika naharenesana pôlitika avokoa, na taiza na taiza nanerana ny nosy, nandritra io vanim-potoana io. Samy nilaza ireo vaovao azony tany amin’ireo loharanony avy ireo gazety mpivoaka isan’andro. Mba nitatitra ireo vaovao azony ihany koa ny gazety takariva. Rehefa naravona izany vaovao izany, dia azo nosokajiana toy iz... |
Ny lahateny dia fitambaram-pehezankevitra vitsy na maro mifamatotra ary mitondra mankany amin’ny fiafarana iray101. Na eo aza izay firosoana ho any amin’ny vina tokana iombonana izay, dia tsy voatery ho tokam-pangaro ny lahateny iray, raha ny zava-kendrena amin’ny fehezanteny mandrafitra azy no ifotorana. Matetika no a... |
Ireo hadisoam-panantenana tao amin’ny malagasy izay niandrandra fiainam- baovao no fonosin’ny teboka telo, eto. Resy ilay hetahetam-panovana tao amin’ny vahoaka. Ny tena nanohina ny fon’ny mpanoratra dia ny tsy fahafantarana izay olona sahy nihetraketraka ary tena fahavalom-pirenena. Ny teboka telo, mampisaintsaina ny ... |
Maro ny olana eo amin ny fampiasana na fikirakirana ny teny, maro tahaka izany koa ireo vahaolana na fepetra tokony ho raisina mba hampiena izany olana izany. Ny tena resahina ato dia ny sehatry ny haiteny izay iompanan ny asa fikarohana ataonay ihany koa. Ny fahitana ireo tranga samihafa ateraky ny fampiasana ny teny ... |
Ny voambolana hoe andrianiko dia hita ao amin’ny teny filamatra nataon’i di manao hoe andrianiko ny teniko ny an’ny hafa koa feheziko izany hoe ny fampiasana ny hoe andrianiko eto dia fanomezana lanja avo dia avo ny tenin-drazana raha mitaha amin’ny hafa. Ny ampiasain’i jo andrianasolo io voambolana io ao anatin’ny ton... |
Mbola teny irery miantefa any amin’ny mpiteny sy mpijery koa ity. Voalazan’ny toromarika fa lasa ravalo, izany hoe, efa izy irery no teo an-dampihazo vao nanambara ny zavatra tsapany taorian’ny resaka nifaovana ratovo. Te hahalala ny toetran’ny ray aman-drenin-drasela ravalo alohan’ny hanapahany hevitra momba ny fangat... |
Soa an, an, aiza kosa no tsy hanala satroka rehefa any, fa rehefa ety ivelany ary aleo aloha haroso amin izay ilay kafe sy mofo ao iarahantsika 335- mihinana, fa efa voakarakaran i ketaka any an-dakozia izay. Ketaka a! Efa vita ve ilay kafe? Efa mangotraka tsara ve ny rano. Sady lasa |
Pivavahana amin’ny raharaham-panjakana48. Nanomboka teo, dia napetraky ny frantsay ho filamatra ny fahafahana, fitoviana, firahalahiana49. Nanery ny fanjakana amin’ny fampiharana ity sata vaovao ity ny antoko liberaly50. Ankoatra izany, dia nahazo vahana tamin’ny firenena maro ny firehana sôsialita. I karl marx tera-ta... |
Mitantara olon-droa nifanao fotoana nefa tsy mety nifankahita ny mpanoratra eto. Nanomboka ho kivy ny andaniny, satria fahadisoam-panantenana hatrany no nahazo azy isaky ny tonga eo amin’ny toerana izay nifanarahana. Manontany tena mihitsy aza ilay voapetrapetraka. Tsy nanova ny fitiavana tao anatiny anefa ny tsy fifan... |
Experiences professionnelles mai -juillet 2010 stage auprès de l’association asa en vue de l’élaboration d’une mémoire de fin d’année en licence professionnalisante en travail social et développement jan fév. 2009 stage participatif et d’imprégnation dans la commune urbaine d’ambohimangakely 2008 stage auprès de la fon... |
Fahaiza-mandresy lahatra mahay mitrandraka ny itenenana nasehon-drado tao amin’ireo lahateniny ireo ny fahaizana tsara ny itenenana mialoha ny hananganana lahateny. Tsy mitovy ny fomba entina mandresy lahatra ny ankizy sy ny olon-dehibe, ny mpinamana sy ny mpifahavalo. Hita taratra tao amin’ny fahaleovantena ohatra fa ... |
Mandrivotra, mandrivotra ny tany, manapaka ny taho vao mitsiry, ka ny endrika voakasa hitrangany tonga nofy. Mampahangirifiry! |
Cp2 22 4 22 4 |
Clarisse ratsifandrihamanana, opt. Cit. , boky i, tak 16 66 clarisse ratsifandrihamanana, opt. , boky i, tak 72 67 clarisse ratsifandrihamanana, opt. , boky i, tak 72 |
Haimah izaho nametraka azy tao amin’ny w. C, satria nandoto ahy l em |
Horonan-tsary na dia zavatra na toe-javatra mitovy ihany aza no tiana hampitaina, satria ity farany dia mora azo an-tsaina avy hatrany. Koa dia mora miampita toy izany koa ny hafatra voarakitra ao. |
Ao amin’ity ohatra farany ity dia -m-, laharana fahatelo amin’ny tokana, no mpisolo tena tampisaka, mitana anjara asa fameno iharana ; saingy miteraka w noho izy mialoha ny zana-peo o ao amin’ny ona hita, fahitana ka lasa mw. Ny mpisolo tena mandrohy na mpandrohy koa dia afaka miasa toy ny mpisolo tena tampisaka eo ami... |
Tardif j op cit, p. 306 l’enseignement stratégique est un expert de contenu qui s’interroge, d’une part sur la pertinence des activités au regard des connaissances antérieures de l’élève et d’autre part, sur les exigences des tâches demandées à l’élève et sur l’adéquation du matériel qu’il met à sa disposition 20 ndia-... |
Anatananarivo. |
Exemples ? Amener les usagers et riverains de la route nationale n 2 à adopter un comportement favorable à la préservation de la route dans leurs activités quotidiennes ; ? Amener les usagers et riverains de la route nationale n 2 à adopter un comportement pouvant améliorer la sécurité routière dans leurs activités quo... |
Akom-pahatsiarovana raha tsy toerana hitobian’ireo karazana hadalana ! |
Zava-dehibe sy manan-danja eo amin’ny fiainana ny fahaizana teny roa ka azo lazaina ho harena satria ahafahana mihary harena amin’ny alalan’ ny fifanakalozana sy ny fahazoana asa. |
Le panaged, instrument d’exécution de la politique nationale de promotion de la femme pour un développement équilibré homme-femme, a pour ambition d’accroître l’efficacité des actions de développement et donc de contribution à la réduction de la pauvreté grâce à une meilleure prise en compte des disparités et des oppor... |
Raha ny vava no taova enti-mamoaka ny feo, izay endrika isehoan’ny teny, dia ny sofina kosa no mandray anjara sy omena fahafaham-po eo am-pihainoana. Ny feo malefaka sady angoty no tian’ny mpanoratra, ary anisan’ny itiavany ilay malalany. Toy ny mandre hira sy mozika izy eo am-pihainoana ny olon-tiany ary mahafinaritra... |
Nambara teo ny mombamomba ny trano printy takariva ; nolazaina nandritra izany fa rapatsalahy paul sy i parson emile no niara-nanorina azy. Ny fahatsapan’i idealy- soa fa tsaratsara kokoa raha raketina an-tsoratra ireo hevitra tiany hambara no antony nanorenan’izy roalahy ny trano printy ny taona 1935. Tao ankadifotsy ... |
Mitaky ny hanaovana famintinana ny hevitra ao amin’ny lahatsoratra avy hatrany ny fanontaniana voalohany mialoha izany anefa , dia tokony hisy ny |
Fitaovana azo ampiasaina ihany koa ny fitsidihana toerana manan-tantara na tranom-bakoka. Tokony hatao indray mandeha isan-taona izany farafahakeliny. Ny mpiofana ho tekinisianina mantsy dia tokony hanana fahalalana samihafa. Anisan’izany ny tantaram-pirenena sy ny harem-pirenena. Ny tekinisianina mantsy dia tokony han... |
Raivo ahoana hoe ry dadabe e! Efa mba manomboka ho tafavoaka ny ala mikitroka aho ve dia ambolenao kizo vaovao indray? . |
Mirary anao hisandratra, handrobona hatrany solofo ho dimbiasan’ny taranak’ity tany hikaroka, hamongatra, handalina mpanoratra tahiry feno hasina, havoitran-dahatsoratra ny mamatonalina, novambra 2012 |
An ny olona avokoa irony lasa sy ny ho avy 23- paradisa, helo koa, izany tsy mba vazivazy |
Ny hoe rariny dia fametrahana ny kasinga tsirairay amin’ny toerana tokony hisy azy, ary manaraka ny toerany, mba hahazoana endrika voarindra. Ahazoana ny matoanteny hoe mirary, mandrary ny hoe mirary dia tsy tafahoatra antonony. Faniriana -ny hoe mandrary kosa dia mandrindra sy mandamina araka ny tokony ho izy. |
Aro kivy endrika eh! Dia krismasy tokoa moa anio, nefa ireto isika dia tsy 670- maintsy miara-miandry amin i nenibe eto! Tsy mba ho any am-piangonana? |
Sasak’alin’ny noely eny analakely |
Ny fitondrana |
Koa raha ny finoana no ilafihana, dia mampita hafatra amin’ny alalan’ny teny izany ny fanahy fanahy masina ho an’ny kirisitianina, ary fanahin’ny razana ho an’ny mpandala ny nentin-drazana heverina ho toy izany no ahafahan’ny mpanandro mpitaiza mifampiresaka amin’ny hery tsy hita maso fanahin’ny razana ary nahafahan’ir... |
Ny vontoatiny |
Guiraud kuentz 1970 |
Loharano csbii vodiriana; 2015 |
Famintinana ny tantara naolam-badiny |
Fehin’ny fizarana voalohany |
Ny tenin-drazan’ny voazanaka. |
Rehefa nojerena ny asa fikarohana efa vita dia hita fa vitsy ny miresaka ny amin’ny fampianarana tekinika raha miohatra amin’ny taranja ankapobeny. Ho an’ny taranja malagasy dia ny asa fikarohana nataon-drabemanantsoa2 irery ihany no mahakasika izany. Tsapa anefa fa ilaina fijerena manokana ny momba izany. Ity asa fika... |
Tsy izay ihany, ny osika dia natao ho fanaovam-beloma farany ny maty veloma veloma fa hisaraka isika o. Rm.84 1 ahitana taratra finoana ny fiainana any an-koatra izay mifanitsy amin’ny finoana kristiana koa ny osika fanao mandritra ny fahafatesana. Fanekena sy fanantenana fa mbola mitohy ny fiainana aorian’ny fahafates... |
Iii gazety ambioka, may 2000 ambioka, desambra 2000 ambioka, laharana 124, martsa 2015 valosoa, laharana 0113, alakamisy 24 may 2012 |
Raha misy hetsika na toetran’ny hafa tiana hovana hirindra amin’ny vontoatin’ny hafatra, dia izay fombam-pitenenana rehetra afaka misarika ny itenenana hanaraka izay tenenina no fantenana. Ampiasaina amin’izany, ohatra, ny filaza mandidy, ny filaza miangavy, ny antso na baiko. Fampiasa koa anefa ny fanaovana fampisehoa... |
Rainibozaka eny ho aho. Nanindry mavesatra be ! Tsy avy niaina mihitsy aho. |
Capable de animé par |
Ny takela-panomanan-desona tpd |
Na misy aza anefa ny tsy fifankahazoana madinidinika, tsy dia miseho ao an-dakilasy loatra ny vokatry ny fifandrafiana. Raha sanatria misy izany, dia any ivelan’ny sekoly matetika no miseho. Tamin’ny fotoana nanaovanay ny firotsahana an-tsehatra, tsy dia nahita korontana teo amin’ny mpianatra loatra izahay. Na izany az... |
Tsy fanatrehana taranja noho ny fahatarana tsy marim-pototra |
Teo amin’ny sehatry ny toe-karena |
Ny valo ambin’ny folo 18 amin’ny tononkalo no hita fa miompana amin’ny sehatry ny nofinofy raha ampitahaina amin’ny sehatry ny vola dia manantombo kokoa. Rehefa hita izay, dia hojerena manaraka kosa indray ny sehatry ny afo . |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.