text stringlengths 10 11k |
|---|
Rakotomanana lovasoa |
Ohatra ao amin’ny takila faha-210. Dimy no fanotaniana hita ao 1- soritsorito ny momba ny fasana ny toerana misy azy, ny toetoetrany, ny hita manodidina azy, izay mameno ny fo rehefa tonga eo. Mikasika ny lahatsoratra io fanontaniana io. |
Akom-pahatsiarovana aminay ! Ao ry dada, ao ry neny havan-tiana, zoky, zandry. Mbola miandry tsy tafandry ! Moa hadinonao tokoa tsy tsaroana intsony ireny ? |
Fizarana faha-telo |
Ny doany eo amin’ny toerana voafaritra antsoina hoe doany na tony ny hazo atao fefy no hatsatoka fasifatsy, rombaza, tsimemposa satria hinoany fa ny longy izay natsatok’i ndrenampanjaka teo dia manome fitahiana maro ka izany no mahatonga azy ireo hikarakara sy hanavao ny doany isaky ny roa taona. Ny joro fifandraisan’n... |
Toy izao ny fizotran’izany dinidinika izany famantarana ireo olana mikasika ny fitantanana ireo solontenan’ny mponina no manatsikafona ny olana eny amin’ny fiarahamonina misy azy mikasika ny fitantanana ny rano. |
Kinanjo nanonofy aho alina iray fa toa misy toerana roa izay voavoatra, tsy ho azom-pitserana mandrakizay, dia ny kibon’ineny sy ifasana an-koatra |
Fa revy no iantsoany ny hitsaka sy janga izay andotoana vady ny fanitsakitsaham-bady no ambaran’ny mpanoratra fa revy eto. Mampiasa ity fitenin-jatovo ity ny mpanoratra mba hahamora ny fandresen-dahatra ny mpamaky hiala amin’ny faharatsiana toy ny fijangajangana sy ny forongony, izay efa miroborobo eto amin’ny firenena... |
Misy amin ireo fandaharana mivoy literatiora koa no miresaka fanabeazana. Ny vontoatin ilay literatiora mihitsy araka izany no novolavolaina ho fitaovam- panabeazana. Ohatra amin izany ny tetsy sy teroa. Ireo indray no hovahavahana manaraka eto sary indray mipika fandaharana tontosain i dadavy, mandeha isan andro amin ... |
Ohab 15 22. Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina; fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany. Ohab 15 23. Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, ary endrey ny hatsaran’ny teny atao amin’izay andro mahamety azy! Ohab 15 24. Lalan’aina ho any ambony no alehan’ny hendry, hanalavirany ny fiainantsih... |
Misy ny fototeny notsofohana. Ohatra t om aratra s ar itaka |
Dinidinika |
Noho izany, tsy àry ho voatanisa izy ireny, fa santionany ihany no holazaina etsy ambany andriamanantena célestin -rakotoarisoa harry andrianarinjato -rakotonindriana charles victor -rasamoelina jean maurice paul -andriamampianina mira oelimanana -razanatsimba abéline eléonore -ranaivo julien -ramamison roger ferdinand... |
Ny lahatsoratra an-gazety manana ny toetran’ny fitaovam-pampianarana |
Prates y , le développement communautaire à madagascae, paris, 1972, p 27 des anceintres constituent un prolongement de la tribue, un monde qui continue à vivre, qu’il faut respecter. Les anceintres sont auteures des coutumes et en particulier de ces tabous qui ont été des mesures de protection pour les institutions so... |
Nihamafy araka izany ny toe-draharaha, indrindra ny hihatra amin’ireo malagasy tia tanindrazana. Niezaka ny hanabe sy hanitsy izany fihetsika tsy mendrika ataon’ny mpiray tanindrazana aminy izany izy ireo ao amin’ny seho fahatelo. Seho fahatelo |
Teny roa natambatra no nandrafetana ny anarana hoe ara-maso , dia ny hoe araka sy ny hoe maso ny teny hoe araka , dia mpampiankina enti-milaza fifanarahana na fifandraikana amin ny zavatra iray. Ny ara-maso araka izany, dia izay mifanaraka na mifandraika amin izay hitan ny maso. Maro ny teny malagasy noforonina niainga... |
Fa ankoatra ny zavaboaary, izay noheveriny ho toy ny namana mpanamaivana ny fangirifiriana nahazo azy, dia napetrany teo am-pelantanan’andriamanitra ihany koa ny fiainany. Izy ihany no afaka manaisotra ny fanaintainana mahazo azy ireo. Anisan’ny milaza izany ity andinin-tononkalo iray ity dia ento eo mba hofafany ireto... |
Pour notre travail de mémoire, nous avons choisi spécialement les uvres d’un jeune et talentueux écrivain malagasy ny mamatonalina en effet, à travers ses uvres, l’écrivain mettant en exergue que tout peuple du globe a sa culture propre. Et, nous malagasy, du temps des ntaolo, n’avons pas minimisé l’éducation. Ce qui r... |
Jona h7 talata alakamisy zoma ttl, ttk |
Va poeta , tak 103 |
Boky fary mamy kilasy 6 è sy 1ère |
Ny fiainako kosa tsy mahaliana an’ iza n’ iza ny fiainan’ny mahantra kosa tsy |
Ireo boky nanovozan-kevitra |
Fianakaviana voalohany rehefa nitady trano honenana ilay raim-pianakaviana tao aorian ny fahavitan ny fiofanana, dia nanomezan ny dadatoany efitra iray tamin ireo tranony izy. Io anadahin- dreniny io dia mpianatry ny oniversite taloha ary isan ireo nividy trano. Taty aoriana anefa, nisotro ronono io dadatoany io ary na... |
Lehilahy nahazo salan’isa |
Andro be taraina manohina adin-tsaina maty sa miaina tina sa lalaina ? |
Biby fiompy fahita manerana an’i madagasikara ny akoho. Mahavariana fa tsy misy faritra tsy miompy akoho. Avy amin’izany indrindra no nahatonga ny fanavahana ny karazana akoho zanatany eto madagasikara. Rehefa tafiditra teto ireo akoho manaraka ny fiompiana maoderina antsoina hoe bourbonaise dia lasa nahazo anarana hoe... |
Nitolona nafana fo efa hatramin izay moa ravelojaona nitaiza an i clarisse ratsifandrihamanana sy andriamampandry rainy , ary inoana fa nandalina ny fiasan ity antoko ity izy ireo. Rariny raha nahalala ny fandehan-draharaha tamin izany ny mpanoratra. Niaina ny tsy rariny nataon ny mpanjanatany rahateo koa izy. Fantany ... |
Directeur de mémoire alphonse raharijaona maître de conférences à l’ecole normale supérieure de l’université d’antananarivo |
Etat initial toe-javatra iaingana. Etat final toe-javatra iafarana. Héros mpandray anjara fototra. Narrateur mpitantara. Objet zava-kendren’ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara. |
Richaudeau f. 1979 |
Fa ny hanina izao efa lafo! Andn 1, 4 284 |
Ts imanato aah! Te tena fanina aho! Ni. Misy namelaka tehamaina mafy in-telo aho! |
Miaraka amin’izany koa ny fiantohana ny fivelaran’ireo rehetra voakasika mpampianatra, mpianatra sns. 2 |
Kisary 4 ny tanjona kendrena isaky ny ambaratonga |
Mibaiko sady manentana amin’izay tokony hatao manoloana ny zava- misy ny teny mandidy. Manana ny anjara toerany amin’ny fanadihadiana ihany koa ny fampiasana ny voambolana tranainy. 25- ny voambolana tranainy |
Sy ny tompo ô, henoy re henoy re ny vavako tsy haiko re ny hamindra raha tsy eo ianao mitantana ahy eny sarotra ny lalako kanefa raiko raha ianao no eo anoloako, faniloko dia matoky aho tompo ô atolotro anao ry tompo tia atolotro hanara-dia anao atolotro ho fanatitra ho doria atolotro, atolotro ka raiso v. A. , lah.2 |
Ny mpampianatra b dia toa manana fiheverana tahaka ity tranga faharoa ity, satria milaza ny mpianatra ho tsy mahay na inona na inona. Raha izy ireo, hoy izy no andrasana hamoaka hevitra, dia ho lany ny fotoana. Noho izany, tsy maintsy atolotra ny asa omena, na lesona io na fanitsiana, fa tsy iandrasana azy ireo. Tsy fi... |
Ii.0 teny fampidirana |
Amin’ny telozoron’ny haifampianarana. Ireo tendro telo ireo dia mifandray tsiroaroa, ary samihafa avokoa ny endri-pifandraisana faritany arakaraka ireo singa mandrafitra ny telozoro. Germain, 2017 24-25 4. Ny mpandinika momba ny fampianarana dia samy naneho ny fomba fijeriny momba ny fifandraisan’ireo singa mandrafitra... |
Lah 78 valo taona 7- v. A lah 20 ry fireneko |
Tina fanazarana azy daholo izany e! |
Angap, pbzt, cidst, des données sur l’environnement et le développement développement durable il s’agit de gérer rationnellement l’environnement pour assurer le bien-être de la population et pour un développement économique meilleur p 6 |
Ny antony mahatonga ny fahantrana |
Salama tsara izahay, fa ise no manao ahoana! Hoy rangahy. Manakory aby ianareo any? |
Table des matieres |
Loharano ceres, taona 2014 |
Ra-gly voaray lesy a! |
Mpianatra afaka manao tatitra ny asa nataony, na nataony manokana travail individuel , na asan-tsokajy travail collectif . |
Regis raolison r , rakibolana malagasy, 400p |
Avy hatrany dia milaza ny antony faharoa mahatonga azy ho vonona ho faty ny hoe hanainga ahy hody hody aiza moa? Tsapany fa olo-mandalo izy ety an-tany ary |
Arreté à la sommme de en lettre |
Riaka, op cit le progrès c’ést aussi la réponse formelle de faculté créatrice de l’homme aux exigences de ses besoins propres. Des besoins nés des profondeurs de son âme et de ses entrailles et non des besoins imposés de l’extérieur . |
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, ambozontany fianarantsoa, 1993, tak. 14 240 guiraut p. Et kuentz p. , la stylistique lecture, op. Cit la figure est un écart par rapport à l’usage, lequel écart est pourtant dans l’usage. Tak.120 |
Izany noho ny fitadiavana ny tsaratsara kokoa no tian’ny mpanoratra hasongadina eto. Fanantintranterana ny hevitra tiana hambara no heverina fa nampitoviana ny andian- teny nilazana izany, ankoatra ny kanto izay efa miharihary eo amin’ny fomba filazan- javatra rahateo. Eo amin’izay fanehoan-kevitra sy fanehoana ny kant... |
Veloma ! Ry tranobonga kelinay 30 nisy tsiro maminay nisehoana angolangola tao ny dadanay no sola tao ny neninay no tola. Veloma. |
Ny kabary ny kabary dia teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason’ny olona tafavory 182 fandresen-dahatra ny olona itenenana no tena tanjona amin’ny kabary. Ampiasaina avoka ireo angolam-pitenenana, iangaliana fatratra ny voambolana mba hambabo ny fo amam-panahin’ny olona. Nanome endrika kabary ny tononkalon... |
Abaribarin’i haingo fa azo anaranam-po tokoa ny fahasoavan’ andriamanitra. Izany hery lehibe izany mantsy, dia manaiky ny hiantoka ny fiainantsika manontolo raha miantehitra aminy marina tokoa isika. Indreto ampahany notsongaina tao amin’ny tononkalo hoe tompon’antoka |
Miara, ahatsiarovako, 24 aogositra 2007, ton.69, tak 75, boky i |
Ny rima ny fitovian’ny feo rehetra manomboka eo amin’ny zana-peo farany mitondra ny tsindrim-peo, izay no antsoina hoe rima. Io no anisan’ny mampisongadina indrindra ny tononkalo, sady mandrotsirotsy ny mpamaky sy ny mpihaino aoka izany. Hodinihina ato anatin’ity zana-pizarana ity ny laharam-pisehoan’ny rima, ny hafeno... |
Ho an-dratianarivo indray, dia tononkira miendrika hainteny no nentiny naneho hevitra. Anisan’izany ilay hoe midona ny orana ankaratra 240 vondrona ambara tak. 31 241 l dahle, anganon’ny ntaolo, natonta fanitsiviny, trano printy loterana, antananarivo 1984, tak. 172 |
Ny fomba fiasa amin’ny fikarohana toy itony, ny mpikaroka tsirairay dia samy manana ny fomba fiasa mampiavaka azy avy. Na dia izany aza anefa dia iray ihany ny tanjon’izy rehetra dia ny hahavita ny asa. Mizara roa miavaka tsara izany eto. 0-10-1- ny famakiana boky sy tahirin-kevitra |
Tsy tena fitiavana izany fa longoa toto-bozaka ihany. |
Ny antanaclase mikalo ny fahalemen’ny olombelona. Mbola ao anatin’ny fahalemen’ny olombelona ihany koa ny sy mahaizana misafidy izay tena haharitra mandrakizay. Izany no hita amin’ny hoe aza mikely aina manamboatra sompitra hitahirizam-bary fa manorena sompitry ny fanantenana mba ho antoky ny ho mandrakizay a. P 207 ny... |
Tsapa tamin’ny fandinihana ireo andininy vitsivitsy nosinganina manokana ireo fa vao mainka mampirongatra ny fahorian’ny zaza kamboty ny fahitany ny hasambaran’ireo zaza tsy kamboty sy ny zavaboaary faly sy ravo eo anatrehan’ny tenany mahantra sy fadiranovana. |
Aza mba tsiniana ireny zaza ireny raha tonga ho mpandala angovon-kery ombieny |
Encyclopaedia universalis, tome 11, p 915 la stylistique descriptive est née chez les linguistes, l’homme qui a, sans doute, crée le mot stylistique et la première théorie linguistique celle de l’écart est hans conon von der gabelentz 4 biet brighelli rispail littérature 2 techniques littéraires la boue du langage est ... |
Appui au droit des femmes |
Imprimerie de la nms 1874 une machine appelée presse est acheminée à madagascar vers 1874 par la nms. Ce dernier n’a utilisé cette machine que vers l’année 1877 à cause de l’incompétence des techniciens. |
Taona, ny sokajy maha lahy na vavy, ny vaninandro nahaterahana, ny lalam-piofanana narahina, ny olona vadiana 9. Mitaky adidy amana andraikitra ny anjara toerana araka izany, azo faritana tahaka izao ny anjara toerana ka ny famaritan i durand j. P sy i robert weil ihany no iaingantsika ny anjara toerana dia azo faritan... |
Ny zanaka am-pielezana dia teratany tao amin’ny kaominina ihany fa nila ravinahitra any amin’ny faritra hafa na any ivelan’ny madagasikara mihitsy aza noho ny asa ataony izay miantoka ny fivelomany. Misy amin’izy ireny ny mpandranto varotra fotsiny. Misy ihany koa ny avara-pianarana sy manana mari-pahaizana maro ka voa... |
Avy eo mifankahala!117 rehefa mba manana drafitra maty paika voavolavolany ny antoko iray, dia manolotra olona ho solontenan’izy ireo amin’ny fifidianana, ary manao izay fomba rehetra hahazoan’io olony io toerana eo amin’ny fitondrana. Ny vahoaka no ataony ho fitaovana hahatongavana amin’izany toerana izany. Tambatamba... |
Maintimolaly fihirana ffpm lah faha 644 |
Fanampiny mamy zo |
Nefa eny an-tananao, manaraka anao foana ilay porofo hita maso. Fa ianao ry ilay nambabo, |
Fa mbola eo amin’ny sehatry ny fampianarana ihany, ao koa ireo mpampianatra mankafy an’i abel ratsimba sy ny hirany. 3.2.1.2. Ny mpampianatra fafana ny mpampianatra mankafy ny tononkirany |
Eny satria |
Teo amin’ny lafiny toe- karena tsy teo amin’ny lafiny fitondrana ihany no nahitana ny sarintsarim- pahaleovantena fa teo amin’ny sehatry ny toe-karena ihany koa dia mbola nanjaka ny tsy fahombiazana. Azo ambara fa mbola voagejan’ny renivola frantsay sy ny fikambanam-barotry ny mpanjana-tany ny toe-karen’ny malagasy tam... |
Fikambanana association fironan-tsaina théorie fisedrana expérimentation lalàna juridique lasitra miambaratonga modèle hiérarchique |
Misy ihany anefa ireo havana aman-tsakaiza izay toa tsy mahafehy ny ranomaso vokatr’ireo fahatsiarovana mitamberina fahavelon’ilay olona |
Nahitana toko na vakiny enina 06 imerina tamin’izany, izay ireto manaraka ireto avaradrano, ambodirano, marovatana, vonizongo, vakinisisaony, vakinankaratra. |
Inona moa no atao hoe olon- tsotra ? Nahoana no navahan’ny mpanoratra izy eto? ? Famahavahana |
Ny fomba namaritana ny lanjan’ora anaovana ny taranja malagasy ihany koa dia miteraka olana araka ny efa voalaza tany aloha. Tsy ampy mihitsy mantsy ny ora indrindra ho an’ny sampana f. T. P. Lasa rotoroto sy henjikenjika be ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika noho ny fahateren’ny fotoana an... |
Tahirintsoa |
Dinihiko kanto ery izato tranon-tsekoly eto amin’ny sary izany ? Inona anefa ny trangan-javatra tsapa ho manimba sahady izany fahatsarany izany ? Fa nahoana àry no misy olona nanao toa izao izy ity ? Raha izao no mitohy, hanao ahoana no ho fiafaran’ity sekoly ity ? |
Amin’ny an’ny tanàna kely indrindra, ankoatra an’ireo toerana tena vitsy olona ; ary ny famondronana fokontany maromaro dia mety hanome an’ireo vondron’olona tafatambatra ao ny fahafahana kely indrindra mamelon-tena na aiza misy azy na aiza. Ao anatin’izay fomba fijery izay ihany, maika ny hamaritana ny fiaraha-miasa e... |
Mivoaka ny sehatra i soa. Baolava manao ahoana ireo zaza ireo, ry kihiza? Kihiza mbola tsy misy fiovana ihany hatramin’izao. Ny hevitrao ihany anie no andrasako e! Baolava efa misy ombiasa ho tonga eo. |
Mifanova amin’ny renifeo malagasy s ny renifeo swahili ? Eo amin’ny vanin-teny aorian’ny tsindry. Ohatra 52 |
Lalaina sady tiana. |
Ireo toerana tsy voafaritra mazava. |
Voambolana tsotra sy mora azo, kanefa manaitra ny olona no ampiasaina ao amin ireo karazana tantara ireo. Izany hoe voambolana mihataka amin ny andavanandro mazàna no ampiasain ny mpanoratra. Tokony hifantina sy hisafidy voambolana araka izany ny mpanao ireo karazan-tantara ireo. Izany no natao dia ny mba hanaporofoana... |
Atsimo atsinanana 1914 184994 |
Mba tsy hisian’ny fikorontanana. Izany |
Mahay aho ry dada sy neny mamaky ny teny hoe mahay aho ry dada sy neny manisa hatramin’ny zato mahay aho ry dada sy neny na hira na hanao tsipy sandry |
Kerbrat-orecchioni, op. Cit, tak.72 le sentiment de cette incongruité peut être utilisé pour poser l’existence de certaines catégories du subjectivème à savoir respectivement les traits affective , axiologique et modalisateur 63 voambolam-pizahoana no nandikanay ny voambolana hoe subjectivème 64 c. Cit, tak.71 pour eff... |
Tanambao- anandrivola 19 19 0 19 0 11 |
Fikrifama iadiambola ampasampito bp 3875 antananarivo 101 |
Taomin’ny mpanoratra eto ny miaramila tsy hanao ireo fihetsika telo tanisainy, dia ny mampiady, mamono, mizarazara. Manao lanja miakatra ny hevitra fonosin’ireo voambolana ireo. Mbola ahitana gradation koa ny tononkalo hoe madagasikara250 tsy omenay ny fanampiana, kendainay nareo hangina feranay ny lalana atsy sy izay ... |
Rotoroton-dia mihazakazaka-dava manenjikenjika ora tsy tratra hosinambotra |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.