text stringlengths 10 11k |
|---|
Fiverenana azonao an-tsaina ve, iza izany ? Renivohitra anankiray any ho any ny hatsarany dia tsy lazaina intsony fa manandratra azy hatrany ho ambony andeha zahao, tsidiho ka vangio tsy iza izany re ry lahy toamasina io. |
Tak.80-81 140 v. Tak.73 141 v. Tak.99 |
Miova volo nony misy misioka, |
Tsiky manan-kolazaina, f tsiky manan-kampitaina. F tsiky manana anton-javatra g ara-kevitra sy hafatra g |
Asan’ ny ray aman- dreny kilasy mpiasa an- tenany mikarama isam- bolana 1g31 19 7 1q22 42 12 fitambarany 61 19 loharano andriandranto miantsa, 17 02 19 |
Mifanojo amin’izany fiheverana izany ny fiheveran’ity mpandinika iray ity, raha manazava ny maha-zava-dehibe ny anarana izy milaza inona moa ny anarana? Tsy dia misy inona loatra hoy angamba isika. Angamba isika hihevitra, fa ny anarana nomen’ny ray aman-dreny antsika tamin’ny nahaterahantsika dia zava- madinika foana,... |
Toy izay ny lafiny jeôgirafikan ny kaominina firavahana. Hojerena indray izao ny toe-tany sy ny toetr andro. |
Fizarana 34 alahahady, 24 jiona 2007; lah 3526 sahirana ihany i ndretsa namakivaky an’ ireo vahy sy kirihitra nanakantsakana ny lalany. Toerana tsy mba falehan’ny olona koa moa ka tsy mba nisy lala-masaka azo nodiavina. Raha marefo saina, na olona mora reraka izy, dia ho niverina avy hatrany raha vao nandeha tsy ampy z... |
Tamotamo anarana zava-maniry azo atao fanafody pela-dravina mitovitovy ny akondro saingy madinika izy ary miloko mavo ny voniny, mitovitovy amin ny sakaitany. |
Isan’ny takila 134 |
Ny tenanao , tempoly soa, fa lapan andriamanitra. Ka tadidio tokoa tokoa fa tena haren ny lanitra. He ! Masina ny tomponao, ka aoka ho masina ianao |
Ny asa ataony ny adidy tsy an’olon-dratsy , hoy ny malagasy. Tsapan’i soza marie yolande tokoa ny hasarobidin’izany teny izany. Niroso tamin’ny fanefana adidy sy andraikitra samihafa izy, ka miezaka mananatontosa izay anjara manandrify azy, na mahakasika ny hafa izany, na mahakasika ny tenany. Tsy maintsy miasa ny olon... |
Haimah ataoko fa haisoratra. |
Ny haits ikera nampias aina ny haitsikera ara-tantaram-piainana no nofidinay voalohany. Hoy i sainte-beuve r aha tiana ny hahalala bebe kokoa ny m panoratra s y ny asa sorany, dia je rena am in’ny m aha olom belona azy izy, je rena amin’ny endriny rehetra izy, dinihina ny lafim -piainana nodiaviny araka izay azo atao, ... |
Sols ferrallitiques rajeunis sols peu évolués faiblement |
Programme curriculum |
Izany hoe, ireo no atao lafika ao an-tsaina ao rehefa manoratra. |
Fizarana ny asa |
Samy manana ny fomba fijeriny ny tontolo ny fiarahamonina tsirairay. Tsy diso anjara amin’ny famaritana ireo tebo-piainana mandritra ny fahavelomana ny malagasy. Miankina amin’ny fiarahamonina sy ny faritra tsirairay izany. Azo andinihana izany ny malo ao antananambo. Samy manana ny manamarika azy eo amin’ny fiaianana ... |
Ao anaty fiarahamonina. Io no atao hoe moraly 240. Ny olombelona ihany no mamorona izany. |
Fitakiana ny asa mamy hoditra |
Jo andrianasolo |
Njiva izaho izao hiasa ao amin-drabezato manomboka amin’ny alatsinainy izao! Samy rabezato? Na tsy hiasa mandra-pahafatiko aza aho, dia tsy hiasa ao mihitsy! Efa teo aho no niala! Njiva ka na ialahy mitapitapy ohatr’izao aza ve lesy hahafehy asa ao akory. Samy ireny lesy no mpanambany olona a! Tsy ampahafirin’izay mba ... |
Raha ireo no raisina, dia toa mitory fanetren-tena. Mametraka ny tenany ho ambany ny mpanao lahabolana , ary somary misy fitaomana na fisarihana ny mpihaino na ny mapanatrika, mba hahay hanetry tena eo anivon’ny fiarahamonina misy azy. Marina fa velona sy miaina eo anivon’ny mpiara-belona ny tsirairay, nefa mbola misy ... |
Ny vaovao mahafaly, tonga tamin’ny nosy nitoetra hatramin’izao be dia be ry tompo, no nahafoy ny ainy ary tsy hadino fa lasa maritioran’ny fanekena anao ireo malagasy mpino dia betsaka ihany koa no hita fa mirotsaka amin’ny asa fitoriana be dia be mihitsy ny olona milaza ho nahazo fitahiana fa misy koa manda tsy manaik... |
L’élevage tableau 4 répartition des divers sortes d’élevage le plus célèbre c’est l’élevage bovins, principalement les vaches laitières, mais il y a aussi d’autres types d’élevage comme l’élevage du lapin pour fabriquer des engrais nécessaires à l’agriculture, que nous observons dans le tableau suivant |
Fifandraisan’ny mpiray tampo |
Rakibolana charaudeau p et maingueneau, dictionnaire de l’analyse du discours, paris , seuil, 662p. Le larousse de poche, dictionnaire français, édition mise à jour 2004, maury- manchecourt, 1010p. Rajemisa-raolison 2003, rakibolana malagasy, antananarivo, ambozontany, 1061p. Tranonkala français. Com asa fikarohana nov... |
Manatsara ny fahaizan’ny mpianatra manombana ny tenany, sady |
Ammi 06.10.08 |
Fanantenana fanomezantsoa tsirimalala |
Miantso mpianatra iray handika lahatsoratra |
Tokony hatao intsony ireo vahoaka manoloana ny zava-misy. Nosoritany manaraka eo, ny fitafiana rovitra, tsy mahatafy vatana, tsy maharo firy nanaovan’ny olona. Ary farany, ny famariparitana ny harerahana sy ny tifitra nahazo ny sarambaben’olona. ? Nanasaratsarahan’i nasolo teny mitovy sokajy ihany koa ity maripiatoana ... |
Le suivi-évaluation |
Isan’ny ray aman-dreny mahalala ary nanatanteraka tokoa izany fanaraha-maso ny fianaran’ny zanany izany 27 90 amin’ny ankapobeny, azo ambara fa tsy mamela ny zanany hiatrika samy irery ny fianarany ny ray aman-dreny fa miezaka manampy azy ireo araka izay vitany b. Mety ve araka ny hevitrao ny ampianarana ireto tsangan-... |
Tombotomboka manombotomboka manombonomboka 216 tonitony manonitony manoninony 217 topatopa manopatopa |
Callet, op. Cit, p.787 75 r. P. Razafintsalama a , tari-dalana hoenti-manadihady ny fiaraha-monina ntaolo, institut superieur de theologie et de philosophie ambatoroka antananarivo istpa , septambra 1995 , p. 43 raha dinihina ny fianakaviana amam-poko sy firenena eran-tany, dia hita fa samy manavaka ny fanambadiana sy ... |
Tsy misy fiainana mandeha ho azy fotsiny na baranahiny tsy misy lalàna teo amin’ny fiainan’ny ntaolo. Na ny fiarahamonina eo anivon’ny tokantrano aza dia nisy hatrany ny rafitra nifehy azy. Ny fisian’ny ambaratonga miantanan-tohatra no dikan’izany. Tsy napetrapetraka fahatany akory ny rafitra sy ny tsinjara toeran’ny t... |
Araka ny rakibolana, ny hoe fanabeazana dia fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona; zava-tsarotra ary manomboka eo amin’ny fianakaviana indrindra ny fanabeazana ny zaza anisan’ny fomba entina hamolavolana ny mponina mba ho olom-banona eo amin’ny fiaraha-monina s... |
Eo koa ny fampahatsiaravon-tena ny tsirairay manoloana ny adidy tokony horaisiny eo amin’ny fanabeazana, indrindra indrindra ny fanjakana izay tompon’andraikitra voalohany. Amin’izay dia tsy ho sekoly natokana ho an’ny sahirana fotsiny ny sekolim-panjakana, fa hifanotofan’ny rehetra ny hampiana-janaka ao. 0-6 ny fomba ... |
Nalisoa rav alitera 7 mai 1994 |
Nofo alohan’ny fanambadiana aza izany hoe, toa manome safidy malalaka ny tanora ny fanjakana, ka na izy hisafidy ny tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana, na hisafidy ny hampiasa ireo fitaova sy na fanafody manakana ny fitoe-jaza, na miaro amin’ny areti-mifindra. Ny tanora anefa, araka ny efa nambara tany aloha d... |
Ii.2.3- mikasika ny tontolo iainana |
Ry marainako malala misy tsiahy milendalenda etsy hianao ataoko mamy. Inty ’lay vetso kandakenda. Ry maraina maitia. Mba rontsoninao anio |
Mandrafitra ny asa fandaminana sy ny fiarovana ny fantsakana ao amin’ny faritra iadidiany amin’ny maha tompona andraikitra eny an-toerana azy. |
Toy izao izany raha aseho amin’ny fafana sokajy vondrona karazany singa v. A takila |
Raha ny kibonao tsy mbola mety handoa ny farasisa farany amin’ny fanavahana volom- pihodirana |
Fehiny malagasy miadam-pinaritra eo amin ny taniny, mandroso ara-toe-karena sy ara-piarahamonina ary ara-kolontsaina, sady sahy mijoro amin ny maha malagasy azy no tanjon i clarisse ratsifandrihamanana amin ny ity tantara foronina ity. Tsy hotontosa anefa izany rehetra izany raha tsy eo ny firaisankina, izay mitarika h... |
Vakinankaratra culture. Mamahoaka. Human dignity. |
Ipam, 1993. Les méthodes de travail , in guide pratique du maître, imprimé en france par rotolito- dépôt légal 2150-06 97- france collection n 30- edition n 4. 59 4331 1. |
Nanaiky i tsiresy felana, mpiara-mivavaka |
Résumé la maison est un besoin fondamentale de l’homme pour sa protection et son bien être. C’est le but de cette recherche, intitulé fanandroana mahakasika ny trano hita ao amin’ny kaominina ambanivohitra ambohitrandriamanitra les géomanciers ont la responsabilité d’arranger les destins avant la construction, et l’ina... |
Amin’ny tranga miseho izy. Miara-mandray fepetra amin’ny toe-javatra toy izany ny mpimalo . |
Fampianarana fianarana. Nambarany 2000 àry fa ny asa pedagôjika dia ny elanelana misy eo amin’ireo tendro telon’ny telolafy ny fahalalana, ny mpampianatra ary ny mpianatra. 2. Ahitana asa pegagôjika telo araka izany ny telolafin’ny haifampianarana dia ny asa pedagôjika mampianatra izay mampifandray ny mpampianatra sy n... |
Ny huitain andinin-tononkalo misy andalana valo 08 ny huitain manambara fifanampiana sy fafanomezan-tanana ny valo tanantanana 128. Ilana fifanampiana sy fifanomezan-tanana ny fiainana. Izany no anabeazan’ny mpanoratra ny mpamaky, ka na inona atao dia tokony hifanohana hatrany. Ao amin’ny tononkalo hoe fisaorana v. A l... |
Tsy ny toe-javatra ambaran’ny fehezanteny no tombanana eto, fa ny iantefan’ny hetsika tondroin’ny matoanteny miaritra ny ataon-janany sy ny loharanon’izany, no tsarain’ny mpiteny ho ratsy. Marihina fa ao amin’ny hevitra fototry ny matoanteny ny sanda enti- manombana satria ny zavatra iaretana dia tsy maintsy ratsy. Mit... |
Raha tsy fantatrao ry tsara tarehy dia mandehana ary andraso eny indrindra amin’ hanaraka ny amin’ny lain’ny mpiandry ny vehivavy andian’osy ondry ny zanak’osinao. Tdt 1 8 ny endriky ny parallélisme eto dia fifamalian-drafi-pehezanteny, mitovy vahana, mitovy hevitra. Ny hevitra tiana haseho amin’izany dia ny hoe fitia ... |
C’est le cas de plusieurs jeux traditionnels dont le asa ampinga le dombolo , ou le asa basy car ceux-ci sont tirés de l’imitation des activités guerrières mais représentés par des figures, des chants et des danses. |
Activites responsables durée date ou délai chronogramme i 2 3 4 5 6 7 8 1 visite d’ etablissement concepteur et 8j |
Araka ny tantara, tany amin’ny taonjato fahavalo ambin’ny folo sy fahasivy ambin’ny folo tany ho any no nanomboka nisy mponina tao antanetibe mahazaza. Ireo olona atao hoe zanamanotrona no fantatra fa nonina tao |
Rabenja raha mitohy izao tombom-barotra izao ravao tsy ho ela dia ho mpanapitrisa isika. Hampitomboiko ny renivola ampiasaina ao amin’ny orinasa. Tsy misy mpanohana mihitsy izay atao fa misosa tsara daholo ka! Mihomehy maneso vao mainka koa moa hahafahako manodina zato isan-jato ny fitotoam-bary ny naha-bankiropotra an... |
Ranomaso no vokatry ny fahafatesana. Io no nambaran’i eliza freda tamin’ny alalan’ny métalepse teo. |
Ny tanora eo amin’ny fiainany samy irery tsy manana lalàm-pitondran-tena harahina |
Fanehoana ny filaharan’ny fafana |
Fa ny nampihorona ny hodi-dohan’ireo miaramila sy tompon’andraikitra nanatrika ny namohana ireto kesika ireto dia ny taolana miavosa nameno ny kesika iray manontolo tak 181. |
La science de l’éducation serait centrée sur la réalité éducative |
Boiteau pierre et al dictionnaire des noms malgaches de 1998 végétaux, volume ii, editions alzieu. Paris, 488 p. |
Iharaka 175 156 16 75 100 19 |
Richaudeau. Op. Cit, t. 102. |
Maro ireo asasorany no nokaloin’ireo mpihira malaza ary nanakoako eran’i madagasikara ny feonao ny nanahary, |
Antsoina manokana ny razana mba hamela ny heloka sy ny fahadisoana be vava natao. Tsy ataotao foana io fafy io raha toa ka tsy mitranga ny iray amin’ireto heloka ireto, na niniana natao izany na tsia fanevatevana ny raiamandreny, fanevatevana ny ampanjaka, fanambadian’ny kibotsiomby, manompa razan’olona manamboa razana... |
Fanontaniana hadihadio io tononkalo io. |
Annexe ii-programme de formation artisanale du cfa |
Ny fahafatesan’ ny anankiray. Izay velona no tena ianjadian’ izany olana izany, satria, mamoy olon- tiana. Araka ny fiheveran’ i auguste rajon dia ny famindrana ny fitiavana amin’ olon- kafa no fanafodiny. A2.2.5. Ny famindrana ny fitiavana amin’ olon- kafa |
Ato amin’ny dada ianao ry neny 211 dia nanehoany ny herim-pon-dreniny tamin’ny fanolokoloana sy ny fitaizana azy ireo. Hamafisiny amin’ny alalan’ny tamberin’andian-teny an-dohan’andininy izany dada ianao ry neny mahavita mihari-pery dada ianao ry neny miaritra ny mafy |
Araka ny fahalalanao, inona no tara-kevitra mety ho nampiavaka ity vanim-potoana 1945-1960 ity? Milazà asa soratra mety hahitana izany tara-kevitra izany. |
Famaritana lojika |
Education action de développer les facultés morales, physiques et intellectuelles. Une action de développer une faculté particulière de l’être humains5 connaissance et pratique des bonnes manières. Ensemble de connaissances intellectuelles de bon usage d’une société. |
Azo lazaina fa manana adidy sy andraikitra amin’ny famolavolana sy fanabeazana ny zaza, ankoatra ny ray sy ny reny niteraka ny fiarahamonina misy azy sy iainany. Tanjona amin’izany ny mba hahaizan’ny ankizy hiara-miaina sy hifandray ary hifanerasera amin’ny hafa. Voakasik’izany avokoa na ny ara-batana, na ny ara-tsaina... |
Azo lazaina fa efa matihanina eo amin’ny sehatry ny fanoratana izy, satria efa nilona tamin’izany an-taonany maro efa zokinjokiny ara-taona ihany koa izy, ka mahalala tsara ny zava-misy eo anivon’ny fiaraha-monina sy ny firenena. Fanampin’izany ny maha mpanao gazety azy. Anisan’ny lafin-javatra ilain’ny ho mpampianatra... |
Jacob imbe, op. Cit. , tak .106 21 siméon rajaona, 1993, op. , tak. 12-13 |
Fafana 19 maneho ny fampitahana ny mpandray anjara fototra ao amin ny rehitra hambom-po sy fa velona indray. |
Tsy mahatombin-tsiraka 10 ka jery roa maranitra no alefa ho irakiraka hitety vodilanitra |
Dingana arahina amin’ny famelabelarana |
Enti-mivolana ary anombanan’ny mpiteny ny ambaran’ny mpanao fiaikena, firehaka |
Vi. Gazety 1- ambioka, desambra 2000 2- aingam-pivoarana, gazetin’ny fimpatema, lah.06, tak.46 3- fanasina, lah 337, novambra 1964 4- mpanolotsaina, lah.176, aprily-jona 1946 5- madagascar tribune, lah.28, 17 janoary 1989, lah.747, 12jona 1991 6- midi madagascar, 3 aogositra 1987 7- ny mpandinika, lah.115, 5 febroary 1... |
Mahazo enti-mody matetika ve ianareo? |
Fianakaviana mpamoaka tompokolahy sy tompokovavy |
Nosinganina manokana ihany koa ny kilasy famaranana, satria amin’ny maha kilasy famaranana azy, sy amin’ny maha kilasy manala fanadinam-panjakana azy, dia mila fanaraha-maso sy fijerena manokana ny fomba fampianarana. Ilaina ihany koa ny fanatsarana sy ny fanavaozana ny fomba sy tetika enti-mampianatra ao amin’izany ki... |
Classe variable type 1 |
Solo alefa raivo a! Manisa telo aho dia miara-miteny isika isa, roa, telo. Eo ambany |
Mby avy amin’ny tanin’anto ibe e! Avy taiza ny mby e? Avy amin’ny tanin’anto ibe e! |
Dés cette phase, les familles devront déjà mettre en pratique le contenu de leur formation. Des terres cultivables leur sont mises à disposition pour cultiver, puis vendre leur produit, et ensuite à gérer leur revenu. L’asa observe de près le comportement et la capacité d’adaptation de chacune des familles pendant la f... |
Famaritana -ny fiarahamonina -ny fahefana -ny fitondrana -ny fanjakana |
Rp razafitsalama, famelabelaran-kevitra mikasika ny fanalan-jaza natao tamin’ny 04 jona 1988. |
Piaget, théorie du développement de l’enfant, etudes comparatives, de boeck wesmael s. , 1994. |
Justin rajoro, in mpanjaka eo ambany lalàna , 1945 |
Ny fanadihadiana an’ity lohahevitra ity dia hanehoantsika ny fahaizana mitatitra sy manakatra ary manazava araka ny fomba fijery antrôpôlôzika ny zava-misy rehetra mikasika ny do ao amin’ny lakaton’i bejiro. Lalantsaina maromaro no hampiasaina entina hanadihadiana ity asa fikarohana ity mba hahatonga azy ho asa siantif... |
Izay ôlo-maventy avy amin ny fianakavian izy ireo ihany izay taty an-toerana tamin io fotoana io, ary ray aman-dreny avy amin ny andaniny sy ny ankilany. Horesahina faharoa ny fanatanterahana ny orimbato. Voalohany, teo amin ny toerana anatanterahana ny lanonana dia any an-tranon-drazazavavy raha ny fomba betsimisaraka... |
Atao am-bava famerenena farany ? Ny famerenana. Fohy momba v momba ny marina, rariny, hitsiny |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.