text stringlengths 10 11k |
|---|
Izao no hamaritan’ny rakibolana ny fitantanana rakibolana rakipahalalana, op. Cit fitantanana fiadidiana sy fiandraiketana ary fanaovana an’izay hahalavorary ny fandrindrana mbamin’ny fampandehanan-draharaha petit larousse34, fitantanana1 1. Misahana ny fitondrana olona na zavatra; 2. Misahana ny raharaha pôlitika. Fit... |
Andrianjafisoa l. E ny literatiora an-tsoratra malagasy teo |
D’après ce tableau, le nombre de stagiaires qui de décident de se mettre en auto emploi est faible. Le taux le plus élevé est de 27 pour la 4ème promotion et le plus bas est de 3,64 pour la 8ème promotion. Cette situation a été générée par la difficulté de placement dans les entreprises pendant la crise. Il y a aussi l... |
Eo amin ny kabary ifamaliana ary ahitana taratra fandresen- dahatra sy ady varotra izany |
Hira izao no andro volamena tena mamy hanolorana ny hanitry ny ramy hiarahanay higoka izany soa hafaliana tambitamby tsy mba roa. |
Mandinika sy manadihady ny ohabolana sy fomba fiteny. |
Fokontany tanana tafo km |
Tsy fantatro indrindra ny vokatr’izany fizarazaran’ny fo mba ho maro tsy sitrako loatra, tazony any ihany ny foko voafitaka tsy mb’hifangaro! |
Amin’ny mahasamihafa namana nandalina mirindra |
Hiasa tsy hitandrotandro ka tsy ho be fangatak’andro fa raha ny asa no tomika dia olom-poana itony isika |
Tonian’ny fanoratana tao amin’ny tanamasoandro, izay gazetin’i dussol izy. |
Ireo sampana telo misy eny anivon’ny fampianarana tekinika f. P. I, f. Q, f. T. G no nakana ampahany avy nahazoana ireo tarehimarika ireo. Raha ireo tarehimarika ireo no jerena, dia toy izao manaraka izao no azo ambara amin’izany. 46,58 n’ireo mpianatra 176 no nahazo isa latsaky ny 10 20. Hita araka izany, fa maro amin... |
Rehefa hita tetsy aloha ny endri-panabeazana aroson’ny mpanoratra ho an’ny tanora dia hojerena manaraka indray kosa ny fanabeazana ny fanahy. |
Bolongan-javatra iray lehibe tsy manana aina ny tany, fa ny olona sy ireo zava-boary ao aminy no mihetsiketsika sy mampisy aina azy. Noho izany, ny tany tsy mihotaka, fa ny mponina ao |
Ohab 11 12. Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; fa izay hendry dia mangina. Ohab 11 13. Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina; fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza. Ohab 11 14. Raha tsy misy mpitondra, dia rava ny firenena; fa handry fahizay, raha maro ny mpanolotsaina. Ohab 11 15. Hahit... |
Ny lafiny jeôgirafika asongadina eto ny toerana misy an i firavahana izay fototry ny asa fikarohana. Hojerena ihany ny mikasika ny toe-tany sy ny toetr andro izay iankinan ny fambolena raha vao ny tontolo ambanivohitra no asian-dresaka. Ny fizarana manaraka àry no ahitana izany. |
Voa tolotra voatolotra |
Ny teny voalohany sy manaraka izany no mitsinjara ny hevitra aroson’ilezoma ho roa ny tsy fananany havana tafara-dalana aminy ary ny fahadisoam-panantenana teo amin’ny asa izay loharanon’ny alahelony. |
Ny fanehoana ny toe-javatra toe-javatra maro no niseho tamin’ny fiafaran’ny tantara foronina navalona. Isan’izany ny fahafahan’i hery sy i navalona nihaona indray ka nahafahany |
Andriamalala e. D. Ny fanagasiana, librairie mixte analakely antananarivo -andriamandroso questions au développement. Dilonga. Cahier du groupe d’étude et de recherche africaines de strasbourg, n 1, novembre 1996, 124p -andrianaivo deux mondes en présence, trano printy fjkm, imarivolanitra antananarivo, mai 1994, 112p ... |
Tsy nampihemotra ny tolona anefa izany, fa vao mainka aza nampiroso ny vahoaka hatrany. Hoy i r. Rahajarizafy 68 r rahajarizafy, op cit, tak 8 69 m fety, op cit, tak 33 70 jereo fiz i, 2.1 71 s. I ranivoarisoa, op cit, tak 117 |
Est-ce que vous possédez un objectif spécifique pour faire ce sport ? Oui, effectivement on veut qu’on devient comme tous les starts du sport dans le monde entier, très célèbre et adoré par des fans, en plus c’est de faire épanouir notre travail que les autres pensent souvent que c’est réservé pour les classes sociales... |
Tovo mbola any tokoa, ary hatramin’izay mbola roa ny zaza any. Miala tsiny aminareo mianaka aho fa handeha e! Tina fa maika ho aiza e? |
Hahiahy hahihahy |
Ny surveillant général manana ny anjara asany koa ny surveillant général eo amin’ny lafiny fampianarana. Miara-miasa akaiky amin’ny tale lefitra amin’ny fampandehanana ny asa fampianarana emplois du temps, salle, araka ny andininy faha-22. Mandamina izay asa omena ny mpianatra izy, raha toa ka tsy eo ny mpampianatra, m... |
Vola rojo! Rojo! Efa manao ahoana ianao? |
Ny fahaleovantena dia tsy natao mihitsy l’indépendance n’a pas, du tout, pour raison d’être hoentin-kahasambatra fiainan’olom-bitsy d’assurer le bonheur seulement d’une poignée d’êtres ; fa fahaleovantena tsy manam-piangarana mais une indépendance qui, sans prendre partie, hampigoka mamy ny isam-baravarana. Entend, à c... |
Section 1 tenue des comptes fournisseurs et des comptes clients afin d’améliorer la situation de la société, il est recommandé de suivre et de contrôler les comptes fournisseurs les factures déjà payées et en instance de paiement ; les comptes clients surtout les gros clients pour éviter l’augmentation des créances cli... |
Anjiabe- ankofabe 17 16 01 17 0 13 |
Andriantsilaniarivo, le théâtre malgache , in revue de madagascar, n 26, juillet 1946 la présence obligatoire du chant est un des côtés typiques du théâtre malgache. |
Misy karazany maro ny fironan-tsaina amin ny fikarohana siantifika, na ny seha- pikarohana haiolona fototra ka ahitana fironan-tsaina samy hafa araka ny zavatra dinihina. Eto dia ny fironan-tsaina dynamisme no entina manao izao asa fikarohana izao; izay mandinika ny fihetsehan ny fiarahamonina misy ao anatin ny hodidin... |
Rehefa hitany fa tsy ho sitrana intsony. 243 ny mitondra ny marary any amin’ny tany niaviany no ataon’ny fianakaviany. Vao mainka hitombo indray ny fahasahiranana raha toa ka maty an-tanin’olona ilay marary. Noho izany, aleo maty amin’ ny tany niaviana raha fantatra fa ho faty ihany. Mbola manamafy ny fiheverana ny fah... |
Méthodes des jours fixes fanisana andro |
Ny épanode amin’ny épanode dia voan-teny na fehezanteny na andian-teny no mitamberina manerana ny famelabelarana izay atao. |
Soso-kevitra hanatsarana ny fanabeazana ny zazavavy ao ambohimahazo |
Eo amin’ny fiaraha-miaina anisan’ny mamaritra ny fahaiza-miainan’ny mpampianatra ny toetra asehony amin’ ny mpianatra ao an-dakilasy. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny mpianatra àry dia anisany mahatonga ny tsy fifantohany ny fahitana ny toetra amam-pihetsiky ny mpampianatra azy, toy ny hita tao amin’ny vt2 sy vt3.... |
Reny nandohalika maro dia maro, resy sy lanaka fa hoe mbola niaro ’ty tanindrazana haren-tsarobidy, nampigadraina hitondra mangidy. |
Tsy misy miova toerana fa mitovy tamin’ny fandaminana ny fa obiana ihany. Eo am-bany tongotry ny faty, araka ny nambara ireo lehilahy rehetra. Manao faribolana ny mpisala ary miditra eo am-povoany ny mpikapokapoka ny sikatraika. Amin’ny hazo kely no ikapohana izany ary ampanarahana ngadona izy. |
Ary amin’ny fotoanan’ny havaratana ihany koa, ny mpianatry ny kolejy izay nahaloa adidy tamin’ny ’’cantine scolaire’’ dia misakafo ara-dalàna ny antoandro. Izany hoe miala amin’ny hanin-kotrana izy ireo ary mihinam-bary sy laoka ary nomarihin’andriamatoa talen’ny kolejy saint michel fa nihena ny isan’ny mpianatra fanin... |
Famintinana ny fizarana fahatelo nezahana naseho tato anatinrity fizarana fahatelo ity ny tombana sy ny tolo-kevitra entina manatsara ny famolavolana boky fampianarana literatiora. Natolotra voalohany ny fijerena ny lafiny mety tao anatinrireo boky telo niompananrny asa fikarohana, dia ny boky lovako, fary mamy, kilasy... |
Hampiasa sy hitrandraka ny vitan’ny tena fa tsy ho voarebirebin’ny zavatra hafa mba hahafahana mampijoro marina ny toe-karena. Toy izao ny paikady entina nanazava dingana 1 miainga amina petra-kevitra iray ny mpanoratra, dia ny fahamehan’ny tany an-dalam-pandrosoana handroso sy ny vokatr’izany. Ny vokatra no aseho mial... |
Claudette andriantenaina, op. Cit, p. 99 |
Titre prise en charge de la reinsertion sociale, cas des activités d’iec information, education et communication au sein de asa présenté par ramaroson prisca mahery nombre de pages 87 nombre des références bibliographiques 26 nombre de tableaux 12 rubrique épistemologique sociologie de l’éducation et de communication |
Irako 26.09.08 |
Ny faharetan’ny fifankatiavana |
Ny mpiara-monina ao an-tanàna ? Ireo havana aman-tsakaiza akaiky sy alavitra ? Ny solotenam-panjaka filoham-pokontany , ben’ny tanàna ny mpitandro ny filaminana ? Ny mpahay zava-maneno |
Fanahy masina ô midina jereo ny olonao jeso ô fa sao variana izay matory mba fohazo ka ny fanahy masina jeso afafazo |
Miharihary ny fahaizan’ny mpanoratra nisafidy ny fotoana hamelomany ny tantara, mba hifanentana amin’ny rivotra iainan’ny mpandray anjara ao amin’ny lahatsoratra. Nandravaka ny tantara teny anelanelany teny ireny fotoana ireny mba tsy hamonamonaina ny mpamaky, ary koa mba hiainany tsara ny toe-javatra tantaraina. Ary a... |
Raha fintinina ny mikasika ny finoana sy fomba amam-pivavahana ao amin’ireo tanàna nanaovana fanadihadiana ireo, amin’ny ankapobeny dia sady manaraka fomban-drazana toy ny malagasy amin’ny ankapobeny ny olona ao amin’ireo tanàna ireo no kristianina, saingy misy ny mirona kokoa amin’ny fivavahana kristianina ary misy ny... |
Ny vanim-potoana andraisan’ny mpamaky ny asa sortra no resahana eto. Ny solomason’ny vanim-potoana iainany no ijereny asa soratra, amakiany ny tantara. Eto dia hita fa vanim-potoana iray ihany no iainan’ny mpanoratra sy ny mpamaky ary ivelaran’ny tantara. 2.3.1.3- ny fotoanan’ny tantara |
Mitranga ny laza masaka. Teny feno angolan-kevitra na angolam-pihetsehanam-po noho ny toe-javatra manaitra ny tena izy io. Mateti-pitranga izy io na amin’ny toe-javatra tsara na amin’ny toe-javatra ratsy mampiontam-po. Tsikaritra anefa ny fanitarana tafahoatra ny zavatra ambara rehefa manao laza masaka. Tsy mifanalavit... |
Izato endriny iky 10 midongidongy kely ; raha sendra mba mitsiky dia asa izay anjely ! |
Tondroin’ny mpanoratra amin’ny teny paradisa ilay hasambarana katsahina ao anatin’ny fitiavana. Ny paradisa izay toerana fanaperana ary misy ny tsara indrindra. Misy zavatra maro tandrovina vao mety hahazo io toerana io. Eo amin’ny fitiavana dia ny fifanajana, ny fifampitokisana, ny fandeferana no mety ahitam- pahasamb... |
Guilbert, guide pédagogique pour les personnels de santé, 1998, chap 2. P.1 l’évaluation est un processus dont le but essentiel est de faciliter des modifications de comportement. 30 claude paquette, des pratiques évaluatives, 1984, p.33 si nous considérons la définition opérationnelle de l’évaluation, nous pouvons en ... |
Dire et ne pas dire, paris herman, 313p. |
Karazana anaphore vondrona ambara isany isan-jato anaphore mahaleo tena 08-23-27-30-31-34- 44-53-54-55-59-64- 78-85-92 15 53,58 anaphore sy lohateny 12-26-63-66-69-75- 79-80-86-87-88 11 39,28 anaphore isana andalana 89-99 02 07,14 |
Tsikera ara-tarika sy ara-piofohana, i, antananarivo, fofipa, 96 t |
Miedinedina rampanana, fa lany tamin’ny fifidianana; toa adinony sahady 20 ireo nandatsa-bato ho azy. |
Feon-kira. |
Hita soritra amin’ izany ny maha-krsitiana an’ ny eja. Ao amin’ ny baiboly ao dia misy teny mitovitovy amin’ io manao hoe tiava ny fahavalonareo, manaova soa amin’ izay mankahala anareo 22 |
Fahasambarana tanteraka no vokatry ny fahafatesana eo amin’ny nandao. Fahasambarana tokoa, satria niala tamin’ny tany feno fijaliana, tsy ahatsapan’izay fahorian’ny tany izay intsony. Tsy izay ihany anefa fa ao ihany koa ny fanantenana ny fiainana any am-paradisa. |
Fa mbola nalaina avy tamin’ny ohabolana ihany koa ity tenin’i sedra ity ha ha ha! Ianao ange atody fa izaho vato e sady efa diso adiresy teny tsaralalana ihany no nahitako an’indry voalohany. Noho izany, mpivaro-tena izany indry fa mody fanina eo. Sy ny tenin-dralisy hoe izany e izaho nisotro ny rano tsy tiana taminao ... |
Ny mombamomba azy ny kara-panondron ny fikambanana sy ny zava-kendreny no jerena eto. |
Jiro mirehitra tsy mety maty ny rivotra mitsoka ny fahazavana raha toa ka mifandefitra isika. |
Famaritana |
Ahazoana vokatra tsara eo amin’ny asa fampianarana ny fahazoan’ny mpampianatra fiofanana ara-dalàna. Matoa mantsy hofanina izy ireny, dia misy fahaiza-manao heverina homena azy mba hahazoany manatsara ny fampianarana sy hahafahany mampitombo ny fahalalana efa ananany. |
Teo aloha ny fanairana ny saina sy ny eritreritry ny mpitondra, noho ny fampahoriana ampitondrainy ny vahoaka. Fitaterana ny zava-misy sy ny fahoriana iainan’ny olona, izay ataona mpisolo-tenam-bahoaka iray amin’ny mpitondra izao no hita ao amin’ny ho anareo marenina mody fanina nosoratan’i elie rajaonarison hiteny aho... |
Ny fanaraha-maso ny mpianatra |
Moa ny eto sy ny any samy tobin’alahelo? Fa ny lanitra sy tany no indray mamelovelo! |
Tsy nijanona tamin’ny toerana iray ny taranak’i rambo fa niparitaka tamin’ny toerana maro. Nisafidy nanorina an’ampiringalava i tahora. Izany hoe; misy karazany maro ny zafirambo, ohatra ny zafirambo avy any sandrabe, ny zafirambo avy any bekatra, ny zafirambo avy any amborondra fa ny zafirambo ny avy ao ampiringalava ... |
Raha izay àry ny anjaran’ny mpianatra amin’ny ankapobeny, dia hojerena manaraka eto hoe manao ahoana ny fisehon’izany tany amin’ireo sekoly tekinika nanaovana ny fanadihadiana. Ireo zava-nitranga tany amin’ireo sampana samihafa eny anivon’ny fampianarana tekinika no aseho manaraka eto. |
Ny fomba nanehoany izany amin’ny fomba mahatsikaiky |
Sam el rajaobelison vaovao frantsay malagasy t-54, lah-2670, 16 04 1948 |
Alarobia 22 oktobra 1969, iv lah 4041 nony kelikely anefa tsy tantiny ny hijery fotsiny nefa tsy hanao na inona na inona amin’ity menaky ny aina. Niverina tao an’ efitranony rakoto, tsy nahatombina anefa, fa nosaviritahan’ny eritreritra ka mbetika niasa dia, mbetika niankina teo an- doha fandriana fa toa nihamaizina ih... |
Ohatra 2 ineny , ton 9768 diam-penin’i eliary-zo |
Mpanolotsaina na tandapa olom-boaosotra miara-miasa akaiky amin’ny mpanjaka izy ireo. Zokiolona sady olon-kendry eo amin’ny fanjakana ny tandapa. Izy ireo no mitahiry ny tenin’ny mpanjaka sady manolo-tsaina azy amin’izay fomba itondrana ny tany sy ny fanjakana. Vadintany olom-boatendrin’ny mpanjaka hisahana ny fandamin... |
Kosokosoka tain’ondrilahy |
Ny hasin’ny tsirairay araka ny voalazan’ny fandaharam-pianarana hatrany, dia anisan’ny voasoritra ao amin’ny tanjona ankapoben’ity lohatenin-desona ity ny hoe mpianatra afaka |
Tandavan- tendrombohitra |
Irony maso manga tonga miapanga hianoka fitia 5 manganohano ery, fa hany mbola tiako ny masonao mahita |
Bulletin de l’academie malgache n 74 1-2 antananarivo 1996 rajoelisolo charles sy ny literatiora nentin-drazana |
Filles 10 4 5 0 0 0 3 22 total 10 4 5 7 4 5 25 60 source personnelle recensement des stagiaires, février 2016 ce tableau représente l’effectif des stagiaires encore présent et poursuivant la formation au cfa nous avons donc exclu de la liste les stagiaires qui ont abandonné la formation ainsi que les stagiaires en cout... |
Mitory fahabangana, tsy fahafenoan’ny olona hanabe sy hanolokolo ny nampiasana ny rima tsy feno eto. Tsapan’i jean narivony, fa tsy ampy ny mpanabe, tsy ampy fahalalana ihany koa ny tanoran’ny firenena, ka mivily amin’ny lalana ratsy sy manimba ny fiainany. Na izany aza anefa, dia nandamina ny tononkalony tamin’ny rima... |
Fafana 11 maneho ny halaviran’ny toerana onenan’ny mpianatra. |
Ka ny sila-pitiavana toa voa iray no netiny teto mba homeny ahy fitia tsy mivaky no teny mahay ’zay nenti-nasarona anay tsy hanahy |
Singam-bolo aza mba mikaroka izay tsy an-tananao, atolotra ho ahy, fa foany ao an-tsaina, ny teny hoe tsy misy mahaiza mampiasa ireo zavatra efa misy. Tsy mahasoa anao, ny mametraka eto, ny zava-tsarobidy filàn’ny tontolo entina handrodanana ny maha ianao anao, satria ireny ho lo, ho potika rahampitso. Aleoko marimarin... |
Endrika roa no isehoan’ny paikady eto amin’ity fanentanana ity ny paikady eo amin’ny samy mpanentana sy ny paikady eo amin’ny mpanentana sy ny entanina. I. Eo amin’ny samy mpanentana |
Marihina koa anefa fa matetika dia ny zezoita foana no ambaran’ny mpandinika toa an- drabearivelo ho nandray anjara mikasika ny tantaran’ny literatiora malagasy i cfrlr izay tena nifofotra tamin’izany anefa dia lasalianina. Misy fampifangaroan-javatra ao. Ny zezoita no nampandraiketina ny fampijoroana ny finoana katoli... |
Raha ny fisesin’ny litorojia any am-piangonana no andraisana ny fanazavana, dia ny olona avy niaiky ny fahotana ka mandray ny famelan-keloka no manao ny fanekem-pinoana. Toy izany koa anefa no anehoan’ny mpanoratra ny asa soratra toa matoky sy mino izy ary manaiky sy mandray izany asa soratra izany. I jesoa kristy tong... |
Vokatry ny fanamarihan’ny mpampianatra tamin’ny fitsapana dia niezaka ny mpianatra nanatsara ny asany. Teo ihany koa ny endri-pampianarana natao hatrany am- boalohany, hany ka voafolaky ny mpianatra ny lohahevitra ary dia toa izany koa ny fomba hanombanana azy. Tsikaritra ihany anefa fa mbola misy ny mpianatra tsy naha... |
Anisan ny voalohany hitanay ny tsy fanarahana io telozoron ny fampianarana io. Tsapanay fa misy ny singa misongadina loatra ka takona ny singa hafa. Mibahan-toerana loatra ny fampianarana tolotra ka tsy manana lanja ny fandraisan ny mpianatra anjara. Hoy i ndia binty momba io fampianarana tolotra io izay lazainy ihany ... |
Ahitana karazana biby roa ambin’ny folo 12 ao amin’ny tononkalo izay anaovana ny fanadihadiana araka izao hita izao; miverina indray mandeha izy ireo amin’ny ankapobeny ao amin’ny tononkalo iray. |
Ka iha hoy valiny ataoko mana aoly, e zao, ela mare lahy nitoretorevanao zay ka mandehana fa ho azonao raha ilanao zao, nonoko iha mba hahita an’izao. Ataoko manana ody ianao, hoy ny vadiny, izao, ela loatra izay nimemomanomanao izay, rangahy ka mandehana fa ho azonao izao zavatra tadiavinao izao, enga anie mba hahita ... |
Renikalo injay fa miantso ahy ny voroko ! Te ho fahanana izy izay! Aiza ilay sakfony teo ary andao. Feo somary kentsona |
Ireto endrika fanazaran-tsaina roa farany ireto famerimberenana sy fanazaran- tsaina ara-drafitra no naravonay ho iray, ary samy ho hita taratra avokoa ato amin’ny vondron’ambara. |
Ny lasa tsy mifody, ry lasa izay izay nandao, atero fanafody ny ratra vitanao! |
Azo sokajiana ho fivoarana nalain-tahaka ity vokatra ity. Ala-tahaka noho ny filàna no isan’ ny tena nahasarika sy nampiezaka ny mponina hamboly ireo hazo fanodina. Maneho izany fa olona liam-pivoarana ny tantsaha ao antsahabe atsinanana. Hainy ny maka tahaka sy manararaotra ny fidiran’ny fandrosoana ao aminy. Hain’izy... |
Heverina fa anisan’ny hiaro ny fahafahana efa azo. Manamafy izany rahaja ao amin’ny ambioka hoe tsy maintsy manasina ny ribany ny malagasy raha te ho firenena mahatsangy no ary .126 mba hahafahana mametraka izany tsara an’ny tena izany anefa, dia mila harodana ny rafitra napetraky ny hafa, izay nampizarazara ny samy ma... |
Lah 14 hery iray lehibe mamatotra ny olona, ka tsy mahatomombana tsara ny fiainany ny fahantrana. Anisan’izany ny tsy fahampiana ara-bola, ara-pitaovana, trano fonenana, fitafiana, sakafo izay ilaina amin’ny fiainana andavanandro. Katsahin’i di. Ry, ohatra, ny mba hahafahan’ny ankizy tsirairay avy hanatratra tanjona ts... |
Nentanina ny mpanoratra hanoratra ny tantaran’ny faritra misy azy avy sy ireo olo-mangany, ary navoaka tan-gazety izany. Tafaverina teto an-tanindrazana ny taolambalon-dranavalona iii ny 1938. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.