text
stringlengths
10
11k
He ! Mampisy kotro-baratra, 15- tena misy tohatra ao,
Mena tamin’ny isika tazany ny mpampiasan’izy ireo io vao tonga teo iny dia tsy renareo angaha izy nikiakiaka tao an’efitranony hoe asaivo miandry ahy ao amin’ny efitra fandraisam-bahiny izy roa ry mena a!
Resadresaka nifanaovanay taminy, tao amin’ny tahala rarihasina, foiben’ny havatsa- upem, tamin’ny 10 martsa 2010, tamin’ny 6 ora hariva. 11 -charles ravoajanahary, gazety fanasina, ’’fitaizan-tsaina araka ny literatiora’’, antananarivo, 1969.
Mifintina ny filazan-javatra nefa mafonja ny hevitra sy ny fihetseham- po. Ny fanehoan-kevitra amin’ny alalan’ny sarin-teny no mampisongadina izany. Fomba fanehoan-kevitra mampiavaka an’i solomona ny fanehoana ny asa sorany amin’ny alalan’ireo fanovana endri-javatra. Mahakanto ny asa sorany izany. Tsy nijanona tamin’iz...
Mbola manamafy ilay foto-keviny teo ambony ihany ny mpanoratra hoe ilaina ny ratra ara- pitiavana mba hakana lesona eo amin’ny fiainana. Ambarany amin’izany fa olom-baovao izy ankehtriny, ary ilay fitiavana nandratra azy ihany no tonga lesona ho azy. Mirehareha fatratra izy noho ny fananany izay herim-po izay. Maneho i...
Tao amin’ny fiangonany, fa azo lazaina ho mpikambana mavitrika tany amin’ny sampana samihafa ihany koa. Anisan’izany ny sampana sekoly alahady sy ny s. T. K. Marihana fa ao amin’ny fiangonana ankadivoribe famonjena izy no mivavaka. Azo lazaina, fa fototra namolavola an’i hajaina ho amin’ny fanabeazana tokoa ireo lafim-...
Ny fomba fampianatra ny vakiteny
Ahafahako mandanjalanja 1
Singulier singular pluriel plural ity ity ce, cette this ito. Ito ireto. Ireto ces these io. Io itsy. Itsy iroa. Iroa ireo. Ireo ces those iretsy. Iretsy ireroa. Ireroa iny. Iny ireny ireny
Tsy manahy ray ô! Impiry aho no te hivavaka, niandrandra avy ao an-davaka, mba hangata-java-tsoa, ilain’ny fo fa te ho sambatra nefa niambatra.
Ny fiafarany na teo aza ireo fisedrana isan-karazany, dia nijoro hatrany ireo mpifankatia i ndretsa sy i vaomihary, ary rakoto sy rahary. Samy niafara tamin’ny fanambadiana ny azy roa tonta volana vitsivitsy taorian’izay no nanaovana ny mariazin’i dokotera ndretsa sy i vaomihary 233. Na dia teo aza ny tsy fankasitrahan...
Alohan’ny hampidirana ny zanaka akoho ao anaty tranony dia alona vetivety amin’ny rano mafana ny tongony. Atao izany mba hanalana havizanana azy noho ny fitaterana. Marihina fa akoho vao foy iray andro no anombohana ny fiompiana; ary avy any ivelany izy ireo no nalaina.
Chateaubrian in mémoires d’outre tombe le style est pour nous une disposition de l’éxistance, une manière d’être cité dans p. Guiraud et p. Kuentz, la stylistique lecture, op. Cit, p.8.
Enquête périodique auprès des ménages 2010, rapport principal, ministère d’etat chargé de l’economie et de l’industrie, 09 11
Misy ny zavatra hajaina sy atahorana19. Miteraka fifanajana sy fifandraisana ny fametrahana ny fehim-piarahamonina. Hoy durkheim fitambaran’ny olombelona rehetra mifampizara ny marina; mahay mifampitondra ary manana fomba iraisana mba hahaizana miara-miaina ny fiarahamonina iray20. Miandraikitra sy misahana ny fandrind...
Nirina ianareo ka nirina, nisotroana ny rano tsy tiana, niankinana rindrina irery mba ho radom-pitia hifaliana tsy safidinareo ny ho ary saingy tonga ianareo ka midira ’reo nirary anareo no hisaina na hanongo na handrotsy an-kira
Tandroha rehefa manomboka miteraka ny vary. Fady ihany koa ny mikororoka vary raha toa ka mbola misy varin’olona eny an-tanimbary. Mampilatsaka havandra ny fanaovana ireo araka ny nolazain’ny mponina ka raha misy tratra manao izany dia ifanenjehan’ny olona mihitsy. Ny tsirairay ihany koa dia efa saika mahalala izany ka...
Eto an-tany rahateo moa fandalovana araka ny efa voalaza tany aloha, ka dieny mbola eto isika, dia tokony ho efa hiomana sahady izay mety hiafarana. Misy fepetra takina amin’izay fandalovana eto an-tany izay, hoy ny lahabolana eto, mba tsy ho ratsy fiafara ny fiainana. Hita izany ao amin’ny z 37, samy mihoby mafy , and...
Loharano nanovozan-kevitra a- loharanon-kevitra am-bava olona nifampidinihina
Loharano fpe 2012 2013
No hanafa-ketaheta ilay fisainana manjeny!
Tiako ho tehirizina ho anao izato bitsuka ny tendrombohitra, miaraka amin’ny sorohitra, ny volon-tavany anganangana, miramirana tsy mangana .
Sarona sarontsarona manarontsarona
Tanjona hafahafa 24-nosy vetaveta
Eo amin’ny fiainan-janak’olombelona dia misy ny fiainana manokana izay tsy itovizana amin’ny hafa na tsy iarahana amin’ny ankohonana, tafiditra ao anatin’izany ny lafiny fianarana, ny fiainan-tokantrano, ny fiainan-tokantrano, ary ny asa aman-draharaha hameloman-tena. 1.3.1. Ny fianarana nataony.
Communes bovins porcins vola illes ovins caprins vache laiteres lapins ambohitra tra 993 175 21027 52 merinkanjaka 451 43 7300 45 miadanandriana 683 531 13413 44
Tantaran’ny literatiora tantaram-piainan’ny mpanoratra mitaraina ny tany ny fandrosoana ny fahafahana nahafinaritra daholo amin’ ny ankapobeny tsy misy antony te hahafantatra bebe kokoa ny tantaran’ny fireneko aho tsy ny literatiora ihany fa ny hafa koa mora tamiko ny nandray ny lesona sy ny fanazavana nataon’ ny mpamp...
Rariny rah’tsy mihaino fa tena reraka andriamanitra noho ianao, noho izaho noho isika dia marenina andriamanitra 1988
Nisafidy ny literatiora an-tsoratra izahay satria ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra. Ny kendrena amin’izany dia ny hanandratra avo sy hanome hasina ny literatiora malagasy. Ankoatra izany, tsara kokoa ny hahalalan’ny taranaka ny harena sarobidy voatahirin’ireny asa soratra ireny. Kendrena ihany koa araka izany ny ...
Hoe modia , izany hoe, manantitrantitra mihitsy ilay fiantsoana hamonjy fodiana. Ny fiantsoana ilay nandao hody eto dia efa midika sahady ho famelana ny heloka vitany, satria raha tsy mamela ny helok’ilay nandao ny nilaozana dia tsy hanampo hitady izay fiverenany akory ilay nandao. Ny fitiavana mbola tsy rava no manery...
Maro, lanananay noladiavlnaan taonany maro dia nataon’ny filohan’ny fivondronana betioky atsimo 8. C. Sy ny filohan’ny flvondronana benenitra m ary nyfilohan’ny firaisanabelamoty m. N8ntiny, an-keriny. Marihi o eto la tsy lreo lhany no omby slsasisa ananan’ny olona norao fin’ireo fa ir110 ombjn’olona sisaslsa rehetra 1...
Misononoka ao an-tsaiko mikoriana sesilany feom-baliha mikarantsana mamoha ny ela nofinofy tany am-badiky ny rivotra nentin-tsioka nitampify tao am-po voadona mafy lasa hira velovelo manaitra hanina misoko mampiantsa ny tsy fantatra mampiteny itony moana mikarantsana tsy taitra feom-baliha mamiravira vinany lasan-davit...
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina no mamintina izay hevitra naroso teo izay amin’ny fomba kanto, ka voalaza tamin’ny teny hoe masoandro mody fotsiny ny angolan-kevitra sy ny fihetseham-po rehetra.
Toko xi ny nikomian-dramavolahy
Voaloham-pankahalana 1 34 39
Dia lazao ahy raha tsy tianao koa ireo vita izay natao.
Lisitry ny fafana
Ireo asa vokarin’ny mpanoratra ireo no manome ny atao hoe literatiora.
Asa fisantarana no natao ka noraisina ho santionan’ny andian- teny bantu nodinihina ny teny swahili. Io teny io no nofidina satria io no fiteny bantu be mpiteny indrindra sy be mpahazo indrindra hatramin’izao. Araka ny fanisana nataon’ ireo mpandinika, dia manodidina ny 50 tapitrisa ny mponina miteny azy io na mahazo a...
Ny hitsim-piainana zay ombana, na toa matotra am-pijery ; izy ireny ange mazana toa hevitrao samirery !
Fizarana voalohany ny fanovana endri-javatra sy ny fahafatesan’ny poeta amin’ny ankapobeny
Mpanoratra manovo aingam-panahy avy ao amin’ny zavaboary manodidina azy i di iresahany toy ny olona ny zavaboary amin’ny alalan’ny fametrahana fanontaniana aminy. Arahiny fihetseham-po lalina izany. Raha nanembona ny lasa, ohatra i di. , dia mahatsiaro ny zava-maniry sy ny rivotra, ary ny toerana misy ireo; eo koa ny v...
Ny lohatenin’ny asa fikarohana nomena ny lohateny hoe tari-dalana ho fanatsarana ny fomba famakafakan-kevitra, niainga tamin’izay hita tao amin’ny lycée moderne ampefiloha kilasy faharoa, voalohany, ary famaranana, miaraka amin’ny tolo- kevitra vaovao amin’ny fomba fitrandrahana hevitr’olona izao asa fikarohana izao. E...
Andiam-panontaniana
Selon le test de student, il y a une différence significative observée aussi sur l’effectif des b ufs avec un écart du nombre d’une tête, de même que pour les porcs pour les 3 ménages. Pour le nombre de poules, il y a une augmentation de trois têtes en moyenne. Les significations bilatérales observées sont toutes infér...
Maro ireo teny entina ilazana fa tsy misy dikany ny olona iray. Ahitana izany ny ohatra rehetra etsy aloha; mety tsy ho toetran’ilay olona itenenana io saingy notenenina izany mba hanasoketana sy hanaratsiana azy. Ao amin’ny 161 dia lazaina fa tsy fakana taranaka ilay vehivavy satria ratsy toetra izy ka mety hitovy toe...
Ressources
Valo ary inona no mampivalaketraka an’i lie! Tampoka teo? Sa koa ianareo sy ravaka efa magalie an! An! Kosa aza mieritreritra zava-dratsy i valo. Tsy misy na inona na inona eo aminay sy ravaka. Samy ankizy eto an-tanàna fotsiny. Feno izany hoe, efa tara kely tamin-dravaka fotsiny indry a! Magalie indry koa angaha tsy e...
T, t, t l. L? S. , s , s, s s, s, s f. F? M. , m , m, m r’, r’, r’ d’. D’? D’. , d’ , d’, d’ s, s, s f. D. , d , m, m
Ahitana izany ity am-pahan-tonkalo iray ity poeta poeta hoy ianao! Lazaina sy dradraina fa ireo poeta ireo dia olona variana ;
Hoy rakotohova clet ao amin’ny fokonolona sy fivoarana ny fanahy dia tsy eritreritra na ahiahy fotsiny, fa ilay toetra ambony sy mihaja indrindra maha olona ny olona ka iavahany amin’ny biby fakafakao
Adidy amin’ny fiangonana
Rehefa avy namaky ilay asa soratra ny mpamaky dia ho tonga saina ary hanaiky fa marina tsy misy ady hevitra izay voalaza ao. Ary hirotsaka hanatevin-daharana amin’ny tolona avy eo.
Rajemisa raolison, rakibolana malagasy, op. Cit. Tak.563 64 dubois, dictionnaire de linguistique, librairie larousse, paris.
Ise, itena, ity fanovan’ny ialahy sy indry saingy tsy manavaka ny maha lahy na maha vavy. Maneho fifankahazoana am-po ny ise. Ny itena sy ity indray dia enti-manevateva olona amin’ny ankapobeny, indrindra ao amin’ny ohatra 7. Mitory fifankahazarana ao anaty fianakaviana iray anefa izy ao amin’ny ohatra 8 sy ny ohatra 9...
Mankafy, ary mahazo fahafinaretana ao anatin izany ny mpanoratra. Ahitana taratra izany, ohatra, ao amin ny tononkalony hoe ity fahatsiarovana 35
In takariva, idealy-soa, ny fanondrotana ny teny malagasy , t-26, lah. 2182, 21 septambra1958
Ny mahatsikaiky satria toa tsy tsapan-drangahy na tsy mampaninona azy izay hevitra fanesoana raketin’ilay fitenenana.
Ny fampianarana resahina eto dia ny fampianarana ny ankizy sy ny tanora any an-tsekoly. Isaky ny famaranana ny dingana iray dia misy fanadinam-panjakana atao hakana mari-pahaizana sy hidirana amin’ny sekoly ambaratonga manaraka. Amin’ny maha renivohitry ny distrika an’andramasina dia hita any daholo ireo sekoly fanabea...
Kisary azo avy amin’ny fingadon-tononkalo eo ambony
Rabesahala gisèle, tak 5
Iv- eo amin’ny fanatrarana ny tanjona ny olona rehetra, na iza izy na iza, matoa miasa dia manan-tanjona. Hevitra tsy azo ihodivirana izany. Ny asa mitaky tanjona ary tsy misy dikany ny iasana raha tsy misy tanjona kinendry aminy. Na ny kaominina na ny onn, tamin’ny fanamboarana izao tatatra izao, dia samy nanana tanjo...
Mbola misy maro ny malagasy tsy mianona fotsiny amin’izao amin’ny fikolokoloana ny ainy. Manana mpimasy mitaiza azy ny ankaroan’ny olona indrindra any ambanivohitra. Raha ny hita ao ambodivoara izay nanaovanay ny asa fikarohana manokana dia fantatra fa samy manana ny mpimasy avokoa ny 98 n’ny isan- tokantrano. Eto anta...
Fanamarihana eo anatrehan’ireo rehetra ireo, misy ireo orinasa sy fikambanana miara-miasa amin’ireo tantsaha toy ny amadea sy ny lecofruit amin’iny faritra mahitsy sy ny manodididna iny. Manampy ny
Faniriana sy fitiavana tao anatiny
Ino ary izao kararaka namoa volamena? Valiny kafe
Efeziana 5, 28 111 i tim 3, 2a
Ny lalànan’ny rano sy ny fiheveran’ny mponina ? Vidin-drano
Manapotika ny tantsaha manoatra noho ny asan-dahalo hy dinan’ny mpihary morombe 13 jlona 1991 ny zanak ireo mahay vavamam plhatranydinan’ny mpiharyireo? Nancl111 ny resaka tao amln’ny ary maninona no tsy mba anao- radio momba ily dinan’ny vana otha koa-ny mp asa am mpihary itv aho ny alakamisy birao? Rahamlsy 06 oumeme...
Misokajy ho roa ny mpandray anjara ao amin’ny tantara mpandray anjara fototra na mpandray anjara mpanampy. Tsy miova ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara rehetra. I andry, lehilahy tanora sy be herim-po, misahana ny fanadihadiana sy fitsikilovana ireo asan-jiolahy. Ireo mpandray anjara mpanampy kosa dia terata...
Dia fangorakorahana sisa o! Mbola olombelona ihany ! Vao tanora, ka ho lasa sahady? Zanak’ondry, ka halavon’ny tady?
Misongadina amin’izay voalaza teo aloha ny fandraisan’ny centre saint benoit anjara feno amin’ny fanabeazana ny ankizy lahy sy vavy araka asa sy ny fanarenana ireo vehivavy solafaka an-dàlàna ka voatery nijanona tsy satry tamin’ny fianarany. Adidy tokony ataon’ny olom-pirenena tomponandraikitra rehetra rahateo izany, t...
Sarobidy amin’ny malagasy ny atao hoe tanindrazana, ka nomeny toerana ambony ny fanajana azy. Nokendreny mandrakariva ny hampilamina sy hampiadana ny tanindrazany ary nahasaropiaro azy izany. Izany no niadian’ireo mahery fon’ny tanindrazana tamin’ny taona 1947. Indraindray anefa, noho ny antony samihafa, dia mety hisy ...
Ny mombamomba an’ambohimanga atsimo kaominina iray any amin’ny tapany avaratra amin’ny fivondronan’ifanadiana ambohimanga atsimo izay ambara amin’ity asa fikarohana ity. Lalana 65 km any avaratry ny renivohitry ny fivondronana no misy azy. Maro no azo ambara mahahasika ity tanàna ity, saingy ny fahafatesana sy ny manod...
Maingueneau, 1996 voambolana dialogisme en analyse du discours, il est utilisé à la suite de bakhtine, pour référer à la dimension foncièrement interactive du langage, oral ou écrit 22 maingueneau, op. Cit. Voambolana échange on parle d’échange pour les interactions où les participants peuvent être énonciateurs et coén...
Akany avoko faravohitra
Tahaka ny vady rehetra, manana adidy amin’ny fanohanana ny vadiny amin’izay ataony i esther rasoloarimalala randriamamonjy. Filoha lefitra tao amin’ny antoko akfm fanavaozana 14 andriamatoa frédéric randriamamonjy vadiny. Lohandohan’ny mpisorona tao, ary voatendry ho ambasadaoron’i madagasikara tany genève sy moscou na...
Kobandravina lehibe iray. Ampahana kobandravina, nalain’i nalaina tamin’ny internet m. R. Tantely aprily 2015
Dihin-draza? A fahagola sns
Ny fanahy no olona!
Hoenti-mamokatra, ka voatery mivarotra ny herin-tsandriny mba hivelomany 33. Tsy ho tafavoaka amin’ny fiainana mihitsy izany ireo madinika. Bodoin’olon- tokana na sokajin’olona ny fitaovana ahafahana miavo-tena. Azo lazaina fa na ny taranaka ao aoriana aza dia tsy maintsy hivarotra ny herin-tsandriny ihany koa. Ho an’i...
Tsy ny alahelo ihany no mampihetsi-po ny mpanoratra. Miontana koa ny fonyrehefa manamafy ny fanomezan-toky ilay olon-tiany izy. Hita izany ao amin’ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe raikitelon’ ny fitia tk.5 , andalana farany ao amin’ny andininy fahatelo matokia akia malala, fa izaho anao irery!
Dadagaby na gabriel, filohan’ny filan-kevitra kaominina arivonimamo
Araka ny famaritana teo ambony, voasokajy ho zana-peo sosona ireo zana-peo roa na telo mifanarakaraka ao anaty voanteny iray ka mety hiala io fahasosonana io rehefa tovanana izy. Tsy ireo zana-peo mifanaraka rehetra anefa no zana-peo sosona fa ireo voatonona miaraka48 toy ny soa su , dia de , ilay le , laoka loka tsy s...
Année universitaire 2009 2010
Ny fahalalana, ny fahendrena mpianatra afaka mamantatra ny fiheverana fototra momba ireo lohahevitra ireo manoritsoritra ny toetrany tarafina eo amin’ny fiainan’ny fiarahamonina azy manombana ny lanjan’ireo fiheverana ireo eo amin’ny fiainam-piarahamonina manombana izay toetra takina amin’ny tsirairay amin’ny fampihara...
Famaritana ankapobeny
Ny kolontsaina amam-panao malagasy manimba ny tontolo iainana
Fanombanana tsy nisy nisy
Fiainan’ny olombelona.56mitana anjara toerana lehibe ihany koa izy eo amin’ny asa soratra.57koa rehefa natao ny fandinihana, tsy loharanon’ny aingam-panahy ihany akory ny fo amin’ny r. Fidimanantsoa, fa mitana anjara toerana lehibe hafa koa ao amin’ny asa sorany. Maneho ny maha olona manontolo mihitsy. Araka izany, ny ...
Url dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny tenin’i houssaye jean, 2000 tout acte pédagogique comme l’espace entre trois sommets d’un triangle l’enseignant, l’étudiant, le savoir 3 dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny tenin’i roger guy, 2004 le fontionnalisme et l’analyse fonctionnelle ont très largement contribué à met...
Teny fisaorana amin’ny fahavitan’ny asa fikarohana nataonay izao dia toloranay fisaorana ombam- pankasitrahanaireo mpanabe rehetra niara-nisalahy tamin’ny famolavolana anay ho tia fahendrena sy fahaizana amam-pahalalana. Singanina manokana amin’izany ramatoa ramanambelina henriette filoha, nitantana tamin’izao asanay i...
Ny mpilaza toerana dia teny enti-manondro sy mamaritra toerana iray, mety ho faritra misy ny mpiteny na ivelan’ny mpiteny sady tsy voafaritra mazava. Misy amin’izy ireny ihany koa azo ampiasaina anondroana fotoana. Hisy andininy manokana hamahavahana ny mpilaza toerana aorian’ity zana-pizarana ity fa ny asongadina eto ...
Araka ny fitantaran’i atoa albert theo, dadatoan’ilay tovolahy maty. Zava-nitranga ny taona 2015
Rehefa hariva ka tena madiva ho rendrika tory tsy taiza tsy akory no lasana mandry miondana sandry aoka aho tsy hilaza sao ren’ny mpihaza ka tonga voatery ny hiova adiresy hanao raboka amin’ny feresy f. R. S
Le taux de chômage des jeunes9 le taux de chômage des jeunes est de 14,9 en milieu urbain pour les jeunes contre 11,1 pour l’ensemble de la population active urbaine. Il est de 14,2 pour les jeunes hommes et de 15,7 pour les jeunes femmes. Les plus jeunes 15 à 24 ans ont un taux de chômage de 15,9 contre 14,2 pour les ...
Fampitoviana ny oharina sy ny anoharana, izay mandoko fa tsy tokana tsy manan-tsahala ny vola fa ao ny fanahy ratsy mitovy aminy. Hamafisin’ny mpanoratra anefa fa manana taova miteraka voka-dratsy io demony mitovy amin’ny vola io. Izany no ahitana ny redondance poétique amin’ny hoe manan-tandroka. Anisan’ny inoan’ny kr...
Ohabolana izay teny velona, nampiharihary, fa sady môralista izy no mpitaiza saina sy fanahy. Ohatra azo raisina amin’izany ny fahasalamana tsy
Raup raok rora rora rata ratana simpon tsimpona umpah ompa sintak m sintaka sambut sambotra suei sivy sarak saraka surat soratra sambut sambotra sanai tsinay surong sorona tetai tety tampak tampaka tanruk tandroka tanggong takona tongkan tokana tiwas tiva telem telina telo telo tarok taroka tolak tolaka tutup tototra t...
Année 2007