text stringlengths 10 11k |
|---|
Sarintany tany amin’ny ftm |
Ohatra t86 2 t3 3 |
Absence des documents comptables probants |
Ilay nilaozana |
Mety hiteraka korontana ny fikatsahana ny rariny tonga lafatra, satria samy mijoro amin’izay heveriny ho rariny amin’izany. |
Raha somary teoria no mivoitra any an-tsekoly, ny fiseho sy ny fisian’izany, ary ny fampiharana izany kosa no asongadin’ny gazety. Saika miseho amin’ny endrika maro ao amin’ny gazety avokoa ny lohahevitra isan-karazany ao amin’ny fandaharam-pianarana. Mametra ny vontoatin-javatra omena ny mpianatra ny sekoly, fa ny gaz... |
Manome fahalalana ny mpamaky azy ny boky. Amin’ny alalan’ny boky no anovozan’ny mpianatra maro fahaizana sy fahalalana. Manan-danja, noho izany, ny sivana sy ny safidy atao amin’ireo karazam-pahalalana maro samihafa. Ilaina ny fanajana ireo dingana maro samihafa amin’ny famolavolana sy fandrafetana boky. |
Mandrenesa ry sofina |
Maro ny fomba ampiasaina amin’ity karazam-pihariana ity toy ny harato tarihina, ny harato velarina, ny harato atsipy, ny jono, ny fanindrona. Fomba tranainy avokoa ireo. |
Fizarana i ankapoben-javatra mikasika ny feni-panoratana |
Hadisoana fepetra raisin’ny filan- kevitry ny mpanabe famaizana omen’ny tale famaizana omen’ny cireseb cisco famaizana omen’ny cireseb dren manao fanararaotam- pitokisana eo amin’ny zaza tsy ampy taona |
Farany tojo olana, v. A. Tak 54-55 nanaiky ny fanasan’i mamy, mpiara-miasa amiko aho. Tokiko ny namako. Faniloko amin’izay ho hasambarako manomboka eto i mamy anjaran’ny zanaka ny mankoto ireo ray aman-dreny. Mahatsapa ny ezaka ataon’ireto farany ka tokony tsy hanao an-tsirambina ny fianarana. Mila mifanampy ihany koa ... |
Ny fiainana tao tamin ny fianarana izay i mino; somary |
Fampahafantarana ireo lalànan ny renifeo sy ny endrika azo anaovana azy ao anaty voanteny iray fijerena ireo mpahay teny ka hanonona sy hamaky ireo teny ahitana tsy fanarahana lalàna eo amin ny fanonona azy na verindroa izany na amin ny endriny hafa. Izany |
Takarivan’ olona ory ? Eny am- paravodilanitra iny no hanalana voly fo voalefona maranitra . |
Signifié zava-manana aina be hafanam-po hanao zavatra na asa |
Zava kanto ny don-tany sy kapo-tandroka |
Mihen-danja ny fikarakaran’ny olona ny vatany, noho ny fisian’ireo karazana haingo sy haitraitra nampidirin’ny vahiny teto nanomboka tany amin’ny fanjanahantany ny fitafiana, ny ranomanitra, ny lokona hoho, sns. Azo saronana |
Ny hetsika ataon’ny mpampianatra manokana raha tiana ny hahita fahombiazana , dia tokony hiainga amin’ny hetsika ataon’ny tena aloha. Ny fahafehezana ny tontolo manodidna ny mpianatra, ny fijerena boky sy tahirin-kevitra, ary ny fahafantarana ny sokajy ampianarina, no ezaka takina amin’izany. |
Kinanjo tambinteny enti-maneho toe-javatra tsy nampoizina sy tsy mifanaraka amin’izay nisy teo aloha. |
Cf va, tak 3 |
Tsy tsapanao intsony fa ny saina dia tsy tony ’zay mikiry no adala ary maro mpahalala eny, sahiko tenenina ny fiarahana nafenina no niriko taminao ’lay ampitso vaovao. |
Toerana fomba fiasa fotoam-pambolena fikarakarana ny voly année 1 tanety, baiboho mamadi-bainga eo am-piandohana rakotra maina na lena fiandohan’ny volana novambira hatramin’ny fiandohan’ny volana desambira esorina amin’ny tanana ny fako manelingelina ny voly année 2 tanety, baiboho mampiasa rakotra maina na lena fiand... |
Fizarana faharoa ireo endrika samihafa isehoan’ny fitiavana ao amin’ny amboara ilay fitia nosoratan’i ny eja |
Ny fanatsarana ny fandaharam-pianarana |
Ny efa very no nipody ! Ka derao ny zanahary |
Zavatra mateti-pitranga amin’ny olona ny fisarahana noho ny antony maro samihafa. Mandritra ny fotoana iarahana, misy hatrany ireo zavatra ifampizarana, ny mahasoa, ny mahafinaritra; mety ihany koa ho fizarana alahelo. Ireny toe-javatra ireny no ahazoana fanabeazana sy anatra. Mifanjohy hatrany ny fiainana sy ny fanabe... |
Maneho ny fampiasana ny vokatry ny fanodinana katsaka 72 |
Demôkirasia izay nitondra fanalalahana pôlitika sy nanafoana ny sivana, dia nisokatra ny lalana nahazoan’ny mpanoratra naneho ny talentany. Nanomboka fantatra ireo fikambanana isan-karazany. Teo aloha ny union des poètes et ecrivains malgaches na upem izay zokiny indrindra. Tsy hadino ny faribolan’ny mpanoratra sandrat... |
Manana ny maha-izy azy ny voly atao any an-tsaha satria saika izany no miantoka ny sakafon’ny mpamboly laoka amin’ny andavanandro ankoatra ny vokatra notahirizina avy amin’ny voly avotra sy ny voly an-tanety. Ankoatra izany, dia amidy mba hamenoana ny filana isan’andro, ary hanampiana ny sakafon’ny biby fiompy. |
Ny fetran’ny asa |
Marge de sécurité |
Fitiavan’olon-droa. |
Ny lohateny mazava |
Araka izany, hita ao amin’ny sekoly avokoa ny efitrano ilain’ny mpianatra marenina. Azo aravona ho telo izy ireo ny efitrano fianarana, ny fiangonana, ary ny efitrano ho an’ny kilasimandry. Natao izany mba hahafeno ny marenina eo amin’ny lafiny rehetra ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy. Manefy azy ireo ihany koa iz... |
Tsia tsy maneho hetsika azo tombanana ny mamantatra mamaky teny sy mamantatra ny sokajin- kevitra raketin’ny lahabolana na lahatsoratra eny eny eny mandinika ny fomba fanoratry ny mpanoratra na ny fanehoan-kevitry ny mpanakanto eny eny tsia tsy mazava ny hetsika takin’ny voambolana hoe mandinika mandrindra hevitra ary ... |
Araka ireo, ny rima mifanjohy dia natao hitarihana ny olona hanana fahamatoran-kevitra, sy hanitsiana ny fomba fisainana izay tsy mahita afa- tsy ny lafy ratsin’ny fiainana. 132 ny rima mifaningotra abab |
Elson mety ho marina ny an’ingahy randrianoely, fa izay hifanatrehana amin’i bourzac eritreretina. Ingahifara manahy be ihany aho. Randrianoely inona no tokony hatahoran’ingahifara? Tsy elson ary no tokony hatahotra! Elson ny fahamarinana ihany ry ingahifara lazaina a. Aza mihodinkodina mihitsy. Randrianoely fantaro an... |
Amin’ny alalan’ny orinasa. Ny mpikaroka dia nanompana ny asany amin’ny fikatsahana izay hahazoam-bokatra hoenti-manosika ny orinasa. Nivoatra ny orinasa. Anisan’ny zava-dehibe noforonina tamin’ny fiandohan’ny taon-jato faha xix ny masinina mandeha amin’ny etona izay nasolo ny kalesy notarihin’ny biby. Nanova sy nanatsa... |
Andriamalala e. D , ny fanagasiana, librairie mixte, antananarivo, 1975.59tak ilay vohitry ny nofy, fiantsorohana ny boky malagasy sy ny fikambanana ainga boky, antananarivo 1998 andriambelomiadana r , deux mondes en présence, office du livre malgache, trano printy fjkm, imarivolanitra, 1994. 112p. |
Taloha sy ny testamenta vaovao. Ary ireo fizarana roa ireo koa dia mbola fitambarana boky maro dia maro ka ny testamenta taloha dia miisa 46 ny boky ao anatiny ary ny testamenta vaovao kosa dia 27. Ireo fizarana roa ireo àry no andeha hojerena tsirairay. |
Vondrona ambara tak. 22 204 vondrona ambara tak. 12 |
Marina tokoa fa nezahina ny nijery lohahevitra mahaliana sy miavaka amin’izay nataon’ireo mpikaroka teo aloha. Na izany aza, misy fetra ihany ity asa ity. Hofintinina amin’ireto lafin-javatra efatra ireto ny fetran’ity asa fikarohana ity ny toerana nifotorana dia ny lisea mahitsy sekolim-panjakana izay fantatra fa ao a... |
Voambolana frantsay nogasiana nisy koa ireo voambolana frantsay izay azo adika amin’ny teny malagasy, kanefa nogasian’ny mpanoratra tsotra izao. Ohatra bako aleo aho hiala ry pasy, fa toa resaka tsy ho vita ny anareo. Hatrizay tsy nahita holazaina, nefa firy andro am-bohitra tao aminy i rolf. Sa te ho vedety hoe tena t... |
Toetra tsotra ny litote no nampiasain’ny mpanoratra nanehoana ny toetran-dramatoa rasendra. Sarin-teny hanatsarana ny fomba filazan-javatra, hanalefahana ny fitenenanana. Ny toetran’ny renin’i navalona izay tia mampandresy lahatra ny hafa mba hanaraka ny hevitry ny tena fa tsy nanery ny zanany. Hoy indrindra ny mpanora... |
Acte primaire hevitra ambaran’ny mpiteny , acte secondaire hevitra ara-bakiteny |
T3 toka fanamasina aoly |
Ny mpilalao na ny mpamelona ny tantara ihany koa dia anisan’ny mitana andraikitra lehibe amin’ny fampitana sy ny fanomezana endrika kanto ny tantara fandefa an’onjam-peo noho izy ireo mifandray mivantana amin’ny mpihaino. Araka ity tenina mpandinika iray ity ont la qualité d’auteur, d’une oeuvre radiophonique la ou les... |
Tsy hoe izaho tsy mahatsiaro raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratram-po sy feriko fa ianao jesoa miaro ny finoako tsy hiraika, ka ny herinao no heriko ! |
Panahy. Mifandimby ny paika malefaha sy ny paika mahery ka mitamba ho ngadona. Tahaka izany ny fiverimberenan’ny vanin-teny mitondra tsindrim-peo sy ny vanin-teny tsy mitondra ny tsindrim-peo hita amin’ny ôsi-baiavy. Karazan’ôsi-baiavy anankiroa no entinay manamarina io trangan-javatra io, dia ny ôsi-piraraza a avy ny ... |
Talenta ny teny miafara amin’ny eur era ora faktera profesora ny feo ô asiana môtô ny teny miafara amin’ny ie |
Sary 03 ny endriky ny lycée ambohimanambola |
Fanadihadiana natao tamin’ipa teny an-tranony teny itaosy ny talata 13 janoary 2015 tamin’ny 9-11 ora |
Fanazarana h traduisez en malgache translate in malagasy luindi 11 septembre 1990 à 13h 15. 05h du matin jusqu à 11h le samedi 15 décembre 1998. Aujourd hui le 27 juillet 2005, à 22h. 23h 50, le 30 novembre 2011. 16h 46 à 18h 20 le jeudi 03 mai 2012. |
Matériels non appropriés actuellement, il existe des machines qui ne peuvent jamais utiliser car elles ne sont pas adaptées aux travaux de l’atelier. Cette situation est défavorable pour la tpflm. |
Teny fampidirana |
Eo amin’ny famolavolana ny hafatra |
Reboul, 2000, tak 38 elle la rhétorique est l’art de trouver tout ce qu’un cas comporte de persuasif, la où l’on n’a d’autre recours que le débat contradictoire. 105 o. Reboul, op. Cit, tak. 35 elle ne réduit pas, dit-il, au pouvoir de persuader sous-entendu n’importe qui de n’importe quoi ; pour l’essentiel, elle est ... |
Toe-javatra mampiavaka ny olombelona amin’ny zavaboaary hafa ny fananany tanjona rehefa manao zavatra. Io tanjona io no mibaiko azy amin’izay hataony rehetra. Mety ho tratra izany tarigetra izany, kanefa mety handamoka ihany koa. Eo indrindra no hisian’ny fahadisoam-panantenana raha sanatria ka tsy lavorary ny zavatra ... |
Ampiharina miaraka ireo fomba rehetra ireo mba ahafahana manao fanatsarana sy fanamarinana ary fanaporofoina ireo famosahan-kevitra rehetra voaangona. |
Kanefa ny ankamaroan’ny tetika asa fampandrosoana mahaliana ny tantsaha dia ireo izay manao ho zava-dehibe ny fanehoany ny tanjona kendreny amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny tantsaha sy ny hampitombo ny vokatra miakatra 37 araka izany dia hosokajiana manaraka eto ny vokatra mivantana teo amin’ny fanaovana petra-bo... |
Misy mason-tsivana apetraky ny ceres eo amin’ny fifidianana ny toerana iasany. |
Kisary 3 firafitry ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara asa schéma actanciel loharano fampianaran’ andriamatoa ratrema william, lesona taona fahatelo |
Ny fombafomba dia mandray anjara tahaka ny fiahiahiana amin’izay tratrin’ny tahotra izay porofoin’ny olona manoloana ny trangan-javatra tsy mari-pototra sy maneho ny tsara ihany koa araka an’i malinowski manoloana ireo trobriandais fombafomba lehibe manan-danja any aminy ny diabe andranomasina any kula, nefa tena mihen... |
Ny fototeny mitsatoka tovanana -ina |
Sorona masay matetika dia manatontosa sorona ity foko ity rehefa misy ota fady izany hoe misy olona nandika ny fady tany sy ny fadin-drazana; anefany izany koa ny fisantarana zava-baovao. Sorona masay no iantsoan ity foko ity ny sorona tanterahina amin ireny. |
Pour lire le roman, ed. J. Duculot, paris gembloux, 128 pages. |
Ny fiainan-tokantrano mihitsy no voarakitra ao anaty lalao. Misolo ny toeran’ny ray aman-dreny sy ny zanaka ireo tamaboho ary ny ankizy no miezaka mampiteny azy araka izay henony tao an-tokantrano. Fanabeazana mitsinjo ny ho avy no atao, na dia kilalao aza no itondrana azy. Tsy ny lalao no tena nokendrena fa ny fitaiza... |
Izy irery sisa no eo mijorojoro toa malaina niari-tory ; rera-batana no sady izay sahiran-tsaina. |
Gazetv fanasina, lah. 408, 12 août 1965, tak. 3, ny fitiavan-tanindraza 61 f rabemolal y, fary mamy kilasy famaranana, edisiona salohy , trano printy loterana, tak. 273 |
Hasain’ny dokotera vidina, sy ny halaviran’ny tobim-pahasalamana miala avy eo amin’ny tanànany. Misy amin’ireo izay miteraka ihany koa no mifidy ny hampiterahin’ny renin-jaza. Antony roa ihany koa no heverina fa mahatonga izany, dia noho ny antony halaviran’ny csb ii, sy noho ny fahatokisana ny renin-jaza izay efa hita... |
Fitaovana amantarana ny fomba fijery ananan’ny olona ny rijam- panontaniana. Misy karazany roa ny rijam-panontaniana nomena ny mpianatra. Ny voalohany dia miresaka momba ny fanadihadiana lahatsoratra sy ny fanontaniana sy valiny izay notanterahina tao amin’ny lisea aceem sy lmai. Ny faharoa kosa dia misahana ny famelab... |
Le programme de formation 4 1. Les objectifs et méthodologie du stage 4 2. La formation proprement dite 5 |
Mifameno ny fihetsika andrasana amin’ny mpiray tampo eto araka ny nanehoan’ny mpanoratra azy. Ny zoky araka ny efa voalaza dia mandray andraikitra, ny zandry kosa mankato ny teny lazainy. Fiaraha-miasa no mampirindra ny fiainana. Ny fanabeazana ao an-tokantrano no miantoka ny izay mety ho fihetsiky ny ankizy, raha tsar... |
Programmes d’enseignement de l’école primaire in bulletin officiel. Hors série n 1 de février 2002 http bo 2002 hs1 som. Htm |
Loharano raharison aimée, sary pika taona 2015 |
Nolazaina fa very ireo rehetra ireo, satria raha vantany vao tonga teto madagasikara ny frantsay dia ireo no nopotehiny voalohany. |
Ny anarana ato anatin’ny sokajy ji ma- dia mety manondro olona. Ohatra boi ma-boi mpiasa mpanampy lehilahy fundi ma-fundi mpampianatra rafiki ma-rafiki namana |
Ambatondrazaka 100.00 0.00 0.00 0.00 100.00 amparafaravola 90.00 10.00 0.00 0.00 100.00 andilamena 0.00 12.50 75.00 12.50 100.00 anosibe an’ala 0.00 0.00 90.00 10.00 100.00 moramanga 100.00 0.00 0.00 0.00 100.00 total pour la région 74.68 3.80 18.99 2.53 100.00 loharano vpei cream monographie 2009 |
Zava-dehibe ho anay avokoa ny toromarika sy tahirin-kevitra natolotrareo. Deraina sy ankasitrahana avokoa ianareo ary enga anie ho mamy hatrany ny fihavanana sy ny fifankatiavana ka hanao trano atsimo sy avaratra, izay tsy mahalen-kialofana. Ny fisaorana hono tompoko toy ny fary lava vany ka tsy lany hamamiana. Koa dia... |
Omeo daina koa hofohiny, 20dia sasao ny atidohany, tsy hiheverany fitserana, n’aiza n’aiza mety ho toerana itobian’ireo mpanohitra. Eny! Hatrany ambanivohitra. |
Tardif, pour un enseignement stratégique, editions logique, collection théorie et pratique dans l’enseignement, canada, 1992 l’architecture de la mémoire |
Ny fidiran’ny taria anaty fifanohinana |
Ka raha tonga ny andro merika mahamaitso irony bozaka ny ao am-bata efa fongotra tsy mba misy izay harotsaka. |
Nous appuyons ces énoncés sur des enquêtes faites en différentes écoles de la ville et de son banlieu prouvant la faiblesse des jeunes tant en malgache qu’en français du primaire jusqu’au lycée. |
Tany, ineny malala tsy mba takon-javatra eo imasoko. |
Ny voambolana ampiasain’i eric ravalisoa ao amin’ny rehitra hambom-po |
Ny haino aman-jery |
Ny toe-tsaina |
Fampisehoana ny renifeo misy 20 mahery ny renifeo amin ny teny malagasy izay tsy mitovy ny endrika sy ny toetrany. Ao ireo renifeo amolotra, renifeo anorona na renifeo kentsona, renifeo an- danilany, renifeo am-bavatraoka. Manana ny lalàna iraisany sy itambarany ireo renifeo ireo ankoatra ny toetra mampiavaka azy. Irai... |
Ny literatiora kosa dia ireto manaraka ireto ny endrika isehoan’ny literatiora ny tekinikan’ny fanadihadiana lahatsoratra. |
Mizara roa ny fihetsik’ireo mpanoratra, raha mitaona ny olona handala ny maha malagasy andaniny abaribariny ny faharavan’ny kolontsaina malagasy amin’ny endriny samihafa ankilany asandrany ny maha izy azy ny firenena. Hovahavahana mifanesy ireo. 2.3.1. Fampibaribariana faharavan’ny kolontsaina malagasy amin’ny ankapobe... |
Reo olon-tena ory, 5 fantaro f’any izay 25 tsy sasa-mifanjevo |
Grande importance |
Tsy namaly 1 |
Aman-dreny ihany, fa hatrany amin’ny firenena mihitsy. Tsy mahagaga raha mbola miankin-doha amin’ny firenen-kafa i madagasikara mandraka ankehitriny. Tsy ny fiankinan-doha ihany no niova teo amin’ny toe-tsaina. Misy koa ny sasany raha vao hanao zavatra dia ny hevi-petsiny no mandeha mialoha amin’ny fanatanterahany izan... |
Kisary 1 ny toeran’ny sehatra sy ny kianja |
Hatraiza àry ny tanjona tratra? Raha mbola lavitra ny ezaka, inona no tena mbola olana raha tarafina amin’ny fiainan’io fiarahamonina io? Inona kosa ny soso-kevitra azo raisina ahazoana manatsara ny fomba fiasa rahampitso? Zava-dehibe izany satria tsy asa fampandrosoana midika ho fiovana tekinika sy toe-karena 16 araka... |
Tafitafy manafitafy manafinafy 201 tafotafo manafotafo |
Nafanafana ny toe-javatra nitranga naneran-tany, izay nivotra haingana dia haingana. Tany amin’ireo firenena lehibe no nipoiran’ny |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.