text
stringlengths
10
11k
Ny lafiny finoana
Ny lohahevitra momba ny fanabeazana no novoizina tamin’ity fikarohana ity. Voalaza tamin’izany ny tantaram-piainan’ny mpanoratra, izay nanehoana an’i irako ammi amin’ny maha olon-tsotra azy sy amin’ny maha mpanoratra azy. Nokolokoloina sy nobeazina tamin’ny fomba tena kristiana izy. Namokatra karazana asa soratra maro ...
Raha mampiharihary ny vesatry ny alahelo vokatry ny fahoriana nianjady tamin’ny mpiara-belona taminy i harioley, dia nampifandraisiny tamin’ny volon’andro izany.
Ny masoandro mibaliaka tsy maintsy mbola ho takon-drahona any taona koa isika mbola ho sendra tojo vahona.
Dia veloma ô ry sa d omar, fa hisaona anao ilay voafitakao; ka masina indrindra anie, fa izao no farany.
Pelpel , op cit, p 55 ’’ on n’y apprend pas nécessairement à travailler soi-même et à devenir autonome. L’utilisation de cette méthode ne peut donc faire l’économie d’une réflexion critique’’. 35 souche, op cit, p 451 ’’ les actuelles classes de fin d’études avaient pour but de preparer les enfants à la vie’’.
Ny an-kibon-tanin’ny faritra ny ao anatin’ny kibon-tanin’ny faritra vakinankaratra dia voarafitra, amin’ny ankapobeny vôlkano latsaky ny 3 000 000 taona nisiana, ary karazan’ambaratongam- bato. Ny fafana aroso manaraka eto dia maneho ireo karazam-bato sy ny toerana ahitana azy ireny ao amin’ny kibon-tanin’ny faritra va...
Miompana amin’ny taranja izay atao any am-pianarana izy io. Izany hoe hatevenina ny fahafolahana ireo taranja maromaro izay atao any am-pianarana. Tsy ny taranja rehetra anefa no atao amin’izany fa taranja 5 ihany, dia ny taranja matematika, ny taranja malagasy, ny taranja siansa, ny taranja fizika-simia, ary ny taranj...
Jo andrianasolo
Kate mkate mofo m-tangawizi mtangawizi sakamalao m-tego mtego fandrika m ti mti hazo
Ii-1-4-3 le fomba et les fady les gens de la région de manjakandriana possédaient leur propre culture, ils respectent les andro fady durant lesquels, ils n’effectuent aucune tâche quotidienne, comme le dimanche pour les chrétiens et mercredi pour les autres. Le non respect de ses andro fady pourraient entraîner un gran...
Tantaran ny tsimihety tompon-tany
Ao am-bovonay109
Any alavitra any, lasana nitety
Maro ny toe-javatra nifamahofaho teto amin’ny fiainan’ny firenena nandritra io elanelam-potoana io, ka tsy navelan’ny mpanoratra handalo fotsiny, fa noraketiny an-tsoratra. Anisan’ireny ny fahantrana nianjady tamin’ny vahoaka malagasy, ny zava-nisy nandritra ny fitondrana tetezamita, ny fampanjakana ny fanatontoloana s...
Tsy tomombana ny famokarany ny kanto raha tsy ao ny aingam-panahy izay manosika ny mpanoratra hamorona ankoatra ny fananany ny talenta. Misy ny loharano niteraka izany.
Fahavetavetana eo imason’i jehovah fa izay olona mahatoky ny molotra mandainga no ankasitrahany.
Misy ny petrakolana sy petrakevitra izay anisan’ny nanosika anay hanatanteraka ity asa fikarohana ity. 0.4.1 petraka olana
Ny faritra andrefana mahajanga sy ny manodidina azy.
Marihina fa amin’ireo vidin’omby ireo dia mbola maro ireo hetra alaina amin’izany. Ohatra amin’ny fanondroana avy eo amin’ny fokontany dia efa mandoa vola 1.500ar, ao amin’ny délégué indray 10.000ar, ary ao amin’ny zandary 5.000ar. Isaky ny omby amidy no andoavana izany. Raha jerena akaiky izany dia resy ny mpiompy, ny...
Ny fanamelohana an’i miaro ho manadala zaza tsy ampy taona rava tao anatin’ny iray mipimaso monja ny nofinofim-pahasambarana niainana teo anilan’i mendrika. Ankona tsy nahateny i miaro nahita ny fihetsiky ny rain’i mendrika. Kabary tsy nila valiny no nataony dia lasa izy telo mianaka. Alina vitsivitsy taorian’izay koa ...
Mahakasika ny tomponandraikitra tokony hanesorana ny lohahevitra fa betsaka loatra tokony hisy any amin’ny internet ny taranja malagasy tokony hampitomboina ny ora mba hanaovana fanazarana
Charles ravoajanahary, 1896-1915, tantaran’ny haisortra , antananarivo, stelarim, 1973
Mikezaka mafy ny vadin-dralay mitady karama mba sitrany ahay ; 15 ’zay azony kely no zarazaraina atao fitafiana sy atohana ny aina.
Régis rajemisa raolison, in tsipelana, tak. 11, trano printy f. J. K. M. Imarivolanitra 18 cf supra note 14
Zana-taranja literatiora riba mpianatra liana 24 96 25 72 96 75
Ka fotoana fohy taty aorina dia lasa ala ilay toerana, fa ny tena mahatalanjona dia hazo fanaovana fanafody ny ankamaroan’ny hazo mitsiry ao.
Ny mangahazo mihamainsa toy ny bingody sy painsa ny vary moa dia poak’aty ka efa zary mampitapy andn 1,2 130
Rakotolehibe, ny finday sy ny baiboly , foibe f. J. K. M, antaninarenina, 17 desambra 2015.
Ny fahalehibiazany
Harindra amin’ny drafitra roa miavaka tsara ny endrika isehoan’ny hira maintimolaly ao amin’ny vondrona ambara. Haseho voalohany ny endrika ivelany; amin’ny faharoa no hilazana amin’ny ankapobeny ny endrika anatiny dia ny tarakevitra novoizin’ny mpanoratra sy izay foto-pisainana mifamatotra aminy.
Fandresen-dahatra miteraka fandrosoana fampandrosoana eo amin’ny fahaiza-manao amin’ny maha serasera ny fandresen-dahatra dia misy fifanakalozana hatrany ao anatiny ka na ny mpiteny na ny itenenana dia samy manana tombony eo amin’ny fifandraisan’izy roa tonta. Mety ho fahafaha-mizara izany ary mety ho fanehoana fotsiny...
Rado avelao aho handeha fa tsy tantiko izany fomba firesakao ny hadalako izany! Tadidio anefa, fa na ho aiza ianareo mianaka, dia ho hitako foana! Ny fahendrenao no angatahiko ry seheno a!
Andriamangatiana, vakivakim-piainana, ed faribolana i. P. A, antananarivo, 2005, tak 11.
Ces échéanciers seront tenus par le responsable des approvisionnements. Il serait pratique de les tenir manuellement pour la raison suivante les fichiers de tous les fournisseurs sont disponibles tous à la fois et à tout moment, sans craindre les coupures de courant ou les pannes techniques des ordinateurs.
Ny boky momba ny fampandrosoana
Andraikitra tompon’andraikitra fivoriam-pokontany ray asam-pokonolona 18 taona lahy sy vavy fivoriana asan-tokantrano reny fananganana fikambanana ray fiompiana vorona reny sy zanaka vavy fiompiana omby zanaka lahy fanaovana asa tany ray sy ny zanaka lahy fikarakarana ny voly reny mivarotra ny vokatra reny sy zanaka va...
Ny vehivavy
Antsa miritsoka aceem radio rdb ny ankamaroan’ny haino aman-jery r. V. A ireo fahalalana sintonina avy any amin’ny tranokala mampivelatra amin’ny zava-misy maneran-tany malaza ankehitriny
Ny lalana mivoaka
Moussa azafady fa manapaka ny fahafinaretanareo aho! Misy zavatra mba tiako hambara aminareo manatrika eto manko. Vita soa aman-tsara izay ny fanambadianay sy i ornella. Ny lanonana mbola hitohy, saingy amin’ny mahaeto ny rahalahiko, i fetra izany, dia mba nitady izay ho taolan-tehezany koa i nedala, ary eto amintsika ...
Mifanosona
Nenibe fa ny mitari-bady tsy lasam-bodiondry ange ka hifanondroan ny olona molotra e!
Tableau n 13 test de comparaison de moyenne pour les ménages type 3
Kilasy voalohany ampirisihina hamaky boky ny mpianatra na dia tsy omena isa aza omena ny mpianatra ny lesona tokony hanana fahalalana betsaka ny mpampianatra taranja malagasy omena asa fikarohana any amin’ny vakoka malagasy ny mpianatra tokony hisy sora-tononina hazavaina fa tena ilaina ny fianarana ianarana ny lesona ...
Ry izy rehetra ireto ô mpiventy
Saingy ny eny ambanivohitra, dia nandova an’io daholo ; ka tsy afaka nanohitra mba hivoatra hiova volo.
Ramavoniaina
François flahault, la parole intermédiaire, seuil, paris, 1978, p.209 d’autre part cet exemple des resultats scolaires reprend l’opposition entre se laisser ou ne pas se laisser prendre, mais à travers la distinction les matières qu’on ne peut pas noter comme on veut et celle dont la notation est subjective.
Mandrindra kokoa izy. Manefy ny mpianatra ho lalin-tsaina sy tsy ho mora hambakaina eny anivon’ny fifandraisana amin’ny olona ny fanadihadiana lahatsoratra. Manatevina koa ny fahalalana ankapobeny ananany izany. Nohazavaina tamin’ny mpianatra ny voka-tsoa ateraky ity asa ity mba handrisihana azy ireo. 2.3.3.2. Ny fitra...
Défaillance de la procédure de recrutement
Farany ny teny critique dia mitsikera ny fanambarana ôfisialy, satria mety tsy hifanaraka amin izany ny zava-misy sy ny zava-bita17. Ohatra mitsikera ny fanambara ôfisialy hoe tsy mitory nefa hita amin’ireo fampandrosoana ataon’izy ireo ny endrika fitoriana.
Mpampianatra 1 amin’ny 5 ihany tamin’ireo mpampianatra nanaovana fanadihadihana no nianatra momba ny fampianarana natao enseignement tamin’ny taranja malagasy teny ankatso tsy misy ny fanaraha-maso momba ity taranja ity avy any amin’ny minisitera tomponandraikitra. Tsy misy ny fijerena na fanatsarana ny taranja malagas...
Tsaroana eto koa ianareo namana, mpiara-mianatra rehetra tao amin’ny andiany avotra, nanolotra soso-kevitra hanatsarana ny asa, iriana ho tonga amin’ny tanjona fara-tampony ianareo. Tsy, sanatria, akory, nohadinoina ianareo fianakaviana rehetra, tsaroana tokoa ny fanampiana nataonareo, misaotra, indrindra, tompoko. Ny ...
Tsapa ny ezaka nataon’ireo mpikambana tao amin’ny cecam mihary ambohijoky , indrindra moa teo amin’ny fiaraha-miasa. Hita mantsy fa nihatsara ny fari-piainan’izy ireo, tsy teo amin’ny lafiny ara-toe-karena ihany fa indrindra indrindra koa teo amin’ny lafiny ara-toe-tsaina. Na dia nisy aza anefa izany fahombiazana izany...
Chronogramme ce chronogramme définit comment sera-t-elle organisée la formation en terme de période. Tableau 5
Tetikasa miorina ara-panjakana ary mananana ny tanjony sy ny rafi-pitantanany mazava ny tetikasa iarahana amin’ny ong fanamby. Ny hametraka ho fanamby ny fiarovana sy fanitarana ny harena voajanahary misy eto madagasikara no imasoany. Manome lanja hatrany ny mponina eo an-toerana ny fanamby amin’ny fanomezana malalaka ...
Tsy mandevin-tsotrobe angonina indray ny hery
Nahatsapana fitoviana ny andraikitra noraisin’i a sy i d. Toy izao no fisehon’izany mba hahatafavoahan’ny mpianatra ny valin-teny andrasana mikasika ny lesona iray dia samy nikaroka fanontaniana napetraka tamin’ny mpianatra izy ireo,
Singa iray lehibe maha olona ny olona ny toe-tsaina. Io no anasokajiana azy ho isan’ny adala, na ho isan’ny hendry. Maneho avy hatrany izany fa olombelona no resahina. Tsy nijanona teo amin’ny maha rafitra ara-batana ny saina fotsiny ny mpanoratra, fa nisandrahaka tamin’ireo lafim-piainana maro samy hafa. Maneho izay f...
Anisan’ny nanatanteraka io fihetsika io kosa anefa i abel ratsimba sy ny olon-tiany, ary namerimberina izany mba ho porofom-pitiavana tao ireo tambitamby sy orokoroka koa v. A. , lah. 82 ireo no fihetsika hita sy nampiasain’ny mpanoratra, anehoany ny fitiavany an’ilay olon-tiany. Fa ankoatra ny fihetsika, azo atao tsar...
Fampitana hafatra ny literatiora. Amin’ny ankapobeny dia atafin’ny mpanoratra amin’ireo mpandray anjara ny toetra tokony hananana na mila fanovana ka tiany hampitaina amin’ny mpamaky. Anjaran’ny mpamaky tsirairay ny misinton- kevitra ao amin’ny tantara. Azo atao fenitra ny fiainan’ny mpandray anjara raha tsara na mety ...
Fanamarihana ny fandaharam-pianarana amin’ny ambaratonga voalohany no noraisina, satria, ao amin’ireo dingana ireo no tena miseho ny olan’ny fototra mahatonga ny mpianatra ankizivavy hitsoaka an-daharana na mamerin-taona ka tsy ahafahany manatontosa ny fianarany hatramin’ny farany. Ny itovian’ireto fandaharam-pianarana...
Ny fampiharana omena dia tokony hisy hifandraisany amin’ny lesona vita. Momba ireto izany no tokony ho hita ao amin’ny fampiharana literatiora vanim-potoanan’ny mitady ny very, fitakiana fahafahana riba ny marina, ny rariny, ny hitsiny, ny fahalalana sy ny fahendrena, ny hasin’ny tanindrazana, ny fahefana amam-pitondra...
Emile zola
Koa minoa ry malagasy , fa tsy ho ela tsy akory dia hisinda lavitra any ’tony sento mampahory fa frantsa reny tiana , loharanom-pahendrena sanatria dia sanatria rah’hivadi-panekana koa miatomboka anio , dia izao no tarigetra , rehefa foko malagasy bara , merina , etsetra hiray hina hifankatia , sanatria ny hifanary ten...
Lesona vaovao fandinihana
Ny vanim-potoana 1939-1947 no noraisinay satria tao anatin’io vanim- potoana io no nitrangan’ny tantara ao amin’ny ramose. Tsy ho ny zava-nisy rehetra anefa no nampahatsiahivina fa izay noheverinay fa hanampy amin’ny fanadihadiana ny asa soratra. Toy izany ihany koa ny tantaram-piainan’i clarisse ratsifandrihamanana ny...
Ny momba ny fampianarana
Fototra iorenan’ny maha-olona araka izany ny finoana, ary tsy afa-misaraka amin’andriamanitra ny olombelona, raha tiany ny hahatomombana ny fiainany.
Nenibe ka tsy tianao aho izany fa ataonao vato atsindry ahazana ka raha maloka ny andro dia hatsipy.
Inona kosa no ifandraisan’ny fihetsika amin’ny fiandoham-pitiavana.
Zana-peo iray miseho amin ny endrika sosona atavy ataovy
Tsia tsy voafaritra mazava ny hetsika takina amin’ny mpianatra. Eny eny eny
Dans l’epp antanety i, 16 des individus sont favorables à la feffi, 2 à la faff et 2 n’ont pas répondu que nous considérons comme sans avis envers la question posée. Mais en définitive, dans l’effectivité, la feffi est acceptée comme porteur d’espoir pour la communauté éducative et garante de la performance de l’école....
Misy ny mpanampy sasany afaka manao laha-droa na telo. Ohatra mba, te mba te ho lasa mpanan-karena rabe .
Nampianarina zatra nihanta ka tsy matahotra ny hioty manta.
Efa tena tranainy ihany koa ny teny hoe lonjony araka ny rakibolana, fahasosorana tafajanona ao an-tsaina hatramin’ny ela, lolompo, otripo voatahiry 239 ny heviny. Koa eto, dia misy fomba tian’i naka rabemanantsoa ho foana mba tsy hisian’ny lolompo aterak’izany intsony.
Sary 10 ny asa fitarihana posy
Ny fanondroana fotoana ao amin’ny sangy mahery iray amin’ireo toe-javatra mamaritra ny fisiana ny fotoana. Izany, ohatra, no anamarihana ny fotoana nisehoan’ny fivoriana iray satria sady manamarina ny fisiany izay no toetra mampiavaka azy amin’ny toe-javatra mety mitovitovy aminy. Tsy maintsy ampifamatorina amin’ny fot...
Ny zava-kendrena ho an’ny malagasy mpiray tanindrazana dia ny hitaona azy ireo handinika akaiky sy hanara-maso ny zava-misy iainany eo anivon’ny fiaraha-monina sy ny fireneny ary any amin’ny firenen-kafa, mba hahafahany mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny fireneny. Ny zava-kendrena ho an’ny mpanao gazety kosa dia ...
1 1 1 1 feon’ny merina 17-05-93 21-01-94
Tsy izay ihany anefa ny karazana voambolana fampiasan’ny mpanoratra matetika tamin’izany. Teo dia teo koa ny mbola fihazonany ireo voambolana malagasy tranainy.
Misy olona firy no mandeha eto aminao isan’andro?
Ny endri-piainan’izy ireo rehefa tafaverina tany amin’ny faritra niaviany araka ny nambaran ny sefo fokontany teo an-toerana dia vitsy amin ireo mpiavy ny maka taratasy fifindra-monina ao amin ny fokontany, noho izany, ny ankabeazan izy ireo dia tsy mazoto intsony ny hitady fameloman-tena any amin ny toeran-kafa ankoat...
Rajaona s , op cit, tak 75
Richaudeau, op. Cit, t. 52 accessiblité de cette information 9 f richaudeau, op. 52 cohérence pédagogique une cohérence interne ordre et découpage des unités, équilibre des apports d’information, des exercices, , mais aussi cohérence plus générale avec les modèles pédagogiques préconisés par les autorités scolaires et ...
Io izao ny tranonay oriory malok ila andalana faha-21 toa mifendro toa tomany noho ireo mpamilafila
Ny famerimberenan’ny pôeta teny ao amin’ny asa sorany, dia toe-javatra tsy maintsy dinihina, tsy tongatonga ho azy tsinona izany fa misy loharano nipoirany ao. Koa hojerena hoe inona no teny famerimberin’ny r. Fidimanantsoa ao amin’ny tononkalony. Voalazan’i weber fa ny teny dia fitambaran’ny zavatra tondroiny .10 izan...
Voky ny vahoaka, na dia osaosa
Dictionnaire hachette encyclopédique ed illustré, hachette livre, 43 quai de grenelle, paris, 2001, 1858p.
Fa famoizana ny tena izay antsoina ho fitiavana, filolohavana ny rariny! Fandalana koa ny marina! V. A, tak.57 and 3 ny rariny
Eps fitambara ny ens 3 0 2 2 2 0 0 0 2 3 2 3 19 ankatso 4 2 1 2 3 0 1 0 3 4 2 0 21 tsy miankina 0 0 0 2 1 0 0 0 0 0 3 0 06
Nabaribariny eto ny famelan’i samuel ratany ny heloky ny olon-tiany izay nandao azy. Na dia efa nandao azy aza ny olon-tiany, ka toa efa lasa vahiny , izany hoe tsy tompon-toerana intsony dia mbola tsy nafoiny fa niandry izay fiverenana ihany izy. Tsy nitady izay ho solon’ny olon-tiany ny mpanoratra, fa mbola nanantena...
Noho izany, ny fahitana ny voambolana maneho fiantsoana ny anaran’andriamanitra tahaka izany dia ahatarafana fihetsehan-po mipololotra ao anatin’ny mpandray anjara, ary azo sary an-tsaina avy hatrany fa misy olana setraina ao. Na dia tsy milaza mivantana izany fihetseham-po izany aza ny mpanoratra dia tsapan’ny mpamaky...
Thor dia andriamanitry ny foko rhin sy ry zareo alpes ary ireo nonina tany amin’ny ranomasina avaratra; nanana hery tsy hay tohaina sy mahagaga tokoa izy. Manana volom-bava lava miloko toy ny volamena izy ary mihetsika hatrany izany rehefa tezitra izy. Ny varatra kosa no mitondra ny kalesiny izay tarihina osy roa, ary ...
Nony potika ny tafony, dia grenades maro indray no natsipy teny. Bala zavontany no nipoaka iny hariva iny nadritry ny adiny efatra eo ho eo. Tsy misy teny mahalaza ny fidoboky ny fon’ny olona toran-tomany nandre ary nahazo sary an-tsaina izay rehetra niseho. Bibilava vonoina tsy tanana handrangotra, tsy tongotra hitsip...
Tsy fahagagana velively hoy ny eritreritr’i robena ny dian’ny zanak’israely sy ny momba ny ranomasina mena, ary ny miaramila egyptiana safotry ny rano nidina ny ranomasina tamin’iny, ary niakatra indray, ka nahasafotra ny mpanenjika. V. A. Tak56
Ny fahaveloman’ny kabary
Ny fihetsikao manontolo mihitsy no maha revo ahy aminao