text
stringlengths
10
11k
Teo am-pamakiana ny iarivo mahafanina narindran’i solofo josé m car tribune 23.2.1996
Ise ikotofetsy ary izaho imahakà, samy fangoloka oh ! La ! Avela hikambana samy famantsy, maranitrta ohatry ny hety sy ny antsy. ’zay azoko hoatra ny an-tanan’ny mamba,
Ireo kasinga rehetra mikasika ny zafindraony no tiana hambara amin’ity tontolon’ny zafindraony ity. Hojerena ao amin’ny toko voalohany àry ny fototra mampijoro azy , ao amin’ny toko faharoa indray ny momba ny firafiny , ary ao amin’ny toko fahatelo farany amin’ity fizarana faharoa ity kosa no hamaritana amin’ny ankapob...
Sary 5 toerana nandorana ondry tamin’ny sorona farany sy ireo vato voalaza fa tsy azo alaina
Ny fahafahana dia fahazoan ny tsirairay miaina an-kalalahana ny fahafahana dia fialan ny fatotra ny firosoan-dresaka
Inona ary ny mahasamy hafa ny sombin-tantara syny tantara foronina? V sombin-tantara fohy, mifintina ny fotoana, ampaham-piainana ihany no tantarainaao, takila vitsy -tantara foronina lava, mivelatra ny fitantarana, tantara iray manontolo, boky
Nbactifs app
Fizarana voalohany ny fokontany 67 ha avaratra atsinanana sy ny fiarahamonina ao aminy
Les textes vises a coa me il s’agit de dfl a et que les collectivites territoriales decent ralisees notamment les eommunes ont la possibilite d’ en 1haborer, il est recornmande qua soient vises a.1 avar1t la mise en pluce des nouvelle. Scollecti vite territoridles decentralisces ctd l’ordonnanca 76-044 du 27 djcembre 1...
Vodiriana, ohatra, dia tsy misy afa-tsy efitrano efatra no andraisana ny mpianatra rehetra, izay miisa eo amin’ny 343 eo ho eo; noho izany, voatery mifandamina ireo mpampianatra ka ny sasany mampianatra ny tapakandro maraina ary ny sasany kosa ny tapakandro hariva. Izany hoe, ifandimbiasan’ny kilasy samy hafa ny efitra...
Vondrona ambara, tak.19 76 efa voalaza, tak.445 77 vondrona ambara, tak.69
Sehatra hafa tokony hojeren’ny fanjakana
Ny lafiny ara- toe-karena
Ny mpandray anjara ravaka amin’ny maha ravaka azy izay dia natao handravahana ny tantara izy ireny. Hoy andriamatoa gérard razafindrakoto tsy mitombina ny tantara raha vao tsy misy mpandray anjara ravaka 62. Ny mpandray anjara ravaka mantsy no mampiseho fa zava-mitranga eo amin’ny fiarahamonina no aseho ao anaty s. M i...
Hirainao ny fahafahana ao anaty hirahira amin’ireto zaoridira sisan’entan’ny any an-dafy hoentina hamonoana ny mahamalagasy
Ny tantaram-piainan’ny mpanoratra
Mihombo ny fery fa saro-tsitranina!
Aza mitalaho eny antampon’ankaratra ka lany andro amin’ny feo miverimberina
Fa raha mivavaka aho dia ny anarany no voatonoko mialoha. Tsy mbola misy teny akory, dia ny anaranao no voaantso faharoa !
Ny fandalinana. Manaraka izany, mpanoratra sady mpanabe no mpampianatra lasa lavitra tamin’ny fanabeazana nataony izy. Araka izany, heverinay fa tsara ny hanaovana fandalinana momba azy. Ny mpanoratra tokoa no azo ambara fa aina mamelona ny literatiora, avy aminy no nipoirany, araka ny nambaran’i nalisoa ravalitera dia...
Razafimpahanana b op. Cit, p16 d’ailleurs, lorsqu’on présente une technique nouvelle au paysan, technique susceptible de promouvoir la masse paysanne, cette technique est perçue comme émanant du gouvernement ou plutôt de l’administration
Javatra peronnification
Ny mpisolo manontany, mpisolo manondro, sns ny fehezanteny. Ahitana mpampitohy sy mpampiankina maro ihany koa ao. Ohatra tsy misy tokoa angamba olona nihevitra fa fiteny ny hoe mivahiny, raha eo akaiky ihany, satria ny fivahinianana, dia fanao mandrakariva any amin’ny tany lavitra, na any an-tranon’olon-kafa. Ary ny te...
Dingana vitsivitsy no nolalovana tamin’ny fanatanterahana ny asa
Ny tsinjara toeran’ny renifeo ahitana fanova r ao amin’ny endrika am- panovanana miseho ny renifeo r fanovan’ny faran-teny -tra eo amin’ny endrika mitovana raha toa ka tsy ahitana renifeo mihovitra r eo amin’ny toeran’ny x0 amin’ny fototeny mingadona. Izany hoe, ny tsy fisian’ny renifeo mihovitra r eo amin’ny vanin-ten...
Lagarde michard, xixe siècle, op cit, tak. 78 lamenais rompt avec l’eglise et devient franchement socialiste, ses amis lacodaire et montalembert
Va tak 158 263 mbola ho jerena any amin’ny sarinteny tak 220 222
Teny fampidirana 1 fizarana voalohany ny lafika tokana sy ny tantaram- piainan’ny mpanoratra 7 toko i fitadiavana ny lafika tokana eo amin’ny mpanoratra sy ny asa sorany 8 1.1. Fijerena ny teny mateti-piherina 8 1.1.1. Fafana maneho ny voambolana fo 8 1.1.2. Fafana maneho ny toetry ny fon’ny mpanoratra 10 1.1.3. Fitadi...
Dingana iii fitsarana ny tetikasa fohy ezaka, ny lamina asa voapetrapetraka mazava mandritra ny fanatanterahana, fitsarana ny hady tatatra.
Helika helikelika helehana
Mozika rado fa angaha mbola tsy tonga i sendra ry seheno? Seheno ie! Mbola tsy tonga izy fa nanafatra tamin’ny telefônina teo. Mbola hamangy izany mpiara-miasa aminy maty vady izany, hono, izy avy miasa. Rado fa naninona koa àry izy no tsy niantso ahy? Seheno tena efa niantso anao tokoa, hono, izy fa tsy nahazo anao mi...
Eny, marina tsy marina amin’ny ara-dalàna izany ato am-poko kosa 3.3.2.2-ireo ohabolana sy oha-pitenenana mirakitra foto-pisainana
Fanontaniana apetraho amin ny vanim-potoana nivoahany io tononkalo io.
Amin’izany fitsinjarana asa izany, dia miezaka ny tsirairay mba haletraka ireo lohahevitra maro araka ny toerana tokony hisy azy, satria misy ny tokona halefa mialoha araka ny sokajy misy ny kilasy. Ohatra, ho an’ny sokajy c sy d , dia alefa mialoha ny tantaran’ny literatiora ary tsy andaniam-potoana be loatra. Ny mifa...
Dikany pièces comptables
Toy izao no santionany amin’izany tsy nanaovany rakoto ala safay na robo-dranon- dramiangaly ny asa natao hahatratrarana izany tarigetra izany fa na ny ainy aza saika nafoiny ary tao koa ny vono sy ny fampijaliana ara-nofo, ara- tsaina toa tsy tsaroana anefa ireny rehetra ireny satria miredareda tao anaty ny finoana sy...
Manao fanitarana avy hatrany mba tsy hiverenana iray manontolo amin’ny drafitra indray avy eo.
Laplatine f 1987
Tsarovy koa anefa fa ny ora sy fotoana mikoriana tsy hay tohaina no lefom-pohy handemy anao.
Ny fahefana amam-pitondrana famaritana
Rasolo viviane 2010 ny kily ao mitsinjo betanimena, mémoire de maîtrise, toliara sampana malagasy, université toliara, 120 p.
Tamberim-boan-teny na andian-teny an-dohan’andalana na andininy na fehezan-teny na ampahana andalana mifanesy na mitovy laharana ny anaphore
Azo ampiasaina amin ny fanadihadiana lahatsoratra noho izany ny lahateny manazava saingy tsara kokoa raha fanadihadiana tarihina no ampiasana azy satria efa hita miharihary ao amin ny lahatsoratra ny fanazavana ka anjaran ny mpamaky no
Fanaraha-maso ny fianaran’ny zanaka
Loko maro, sarisary tera-teny avokoa ilazana zava-maro mamikitra ao an-doha ny tontolo taza-maso ny vinavina sy izay mihatra na ny tsara na ny ratsy dia rakiteny avokoa
Singa telo tsy afa-misaraka eo amin ny fampianarana ny mpampianatra sy ny mpianatra ary ny votoatim-pahalalana izay ampianarina. Ireo no antsoina hoe toko telo mahamasa-mahandro izay mampijoro sy antoka mampisy ny fampianarana. Mba hanatsarana ny kalitaon ny fampianarana anefa dia mila ofanina ny mpampianatra vao miatr...
Kely ny vokatra betsaka kokoa ny vokatra raha jerena io fafana io, kely dia kely ny fotoana mahatsara ny vokatra mandritra ny
Atomboka amin’izay ny fandidiana ny tendan’ny ny biby , mialohan’izany anefa dia kapohin’ny mpitan-jiny intelo isa tsy ankasa mariky ny fahafenoana
Tany aloha dia toerana tsy nisy olona nipetraka ny faritrabezanozano atsimo andrefana, ao anatin’izany i vodiriana. Mpifindra monina vokatry ny fanoherana ny fampiraisana ho iray an’i madagasikara nataon’andrianampoinimerina, no tonga tamin’io toerana io. Araka ny tantara, maro tamin’ireo bezanozano no tsy nanaiky io f...
Tovo ireto efa mpiray tsikombakomba mihitsy. Mandeha ihany ny daroka
Ambohimanga ecolede formation des enseignants
Torolalana ankapobeny ny fampianarana ny tekinikan’ny fandrafetana feno sy ny fandrafetana ny drafitra dia anokanana seho iray ; ny tekinikan’ny fitrandrahana lahatsoratra dia efa natolotra ao amin’ny fandaharam-pianarana kilasy faharoa ny andinindininy. Hamafisina ary hatsaraina hatrany ny fahafolahan’ny mpianatra azy...
Pour l’amélioration de sa rentabilité, la tpflm aurait intérêt à faire évoluer sa compétitivité commerciale. Ainsi, nous avons proposé la mise en place d’un centre de documentation et d’archives comme étant une solution à adopter pour le long terme, car cela demande un investissement financier important un endroit bien...
Niveau iii 355
Fitiavana miangavy
Itomany be 27
Takila 69 voafitaka aho.
Le asa ampinga est une interprétation d’un combat ce sont des mouvements qui simulent un engagement à distance avec l’ennemi. Les différentes parties représentent chacune des parties de ces combats préparation à la guerre alternance des assauts et des esquives les coups portés et les revers
Bisikileta
Ny hafaiganam-panononana debit
Martinet, a , 2001, eléments de la linguistique générale , 4 edition, ed armand colin, collection cursus, paris, 221p.
Taterin’i guvilier, textes choisis des auteurs philosophiques, armand colin, paris, 1984 on ne s’épouse point pour penser uniquement l’un et l’ autre, mais pour remplir les devoirs de la vie civile, gouverner prudemment la maison et bien élever ses enfants
Ny farara feno, hono tsy maneno, ny maty omby tsy mahay mandrasa ary ny zohim- pahoriana tsy mahaloa-peo.
Satan’ny ankohonam-piangonana velona, diosezin’antananarivo, tak.29
Tina tsy afeniko aminao anefa ry neny rakalo fa tena tia aio zaza io aho, ary ataoko ho toy ny naterako. Mozika
Fafana 4 ny tanàna mandrafitra ny fokontany fenoarivo
Teny fa tsy izahako ndray no mbôla ande iteny am tennao fa mteny am tenko enao satry eto am tanko satry ah gasy a, eto amadagasikara enao, enao de zay le izy, de ra oatra zany a oe mahay an le ten ol enao vôfeanao e ten ol, ny tennao ko zany tokony ho feheznao ambonimbony kokoa noho iny oe za ra otra ka maita ol mteny ...
Ny tanindrazany misy efatra ny toerana nipoiran’ny razana. Ao ambatomena mananara manjakandriana, ao manandriana avaradrano, ao anosimasina fieferana ary ao ambohitompo viliahazo izay nosafidiana manokana ho tanindrazana hilevenana. Ambohitompo, kaominina ambanivohitra viliahazo, distrikan’antananarivo avaradrano no mi...
Tokony hisy ny famerenana fandinihana ny fandaharam-pianarana ka havaozina izay hita fa mila izany ary esorina izay hita fa tsy ilaina intsony na ampiana. Ohatra ao amin’ny kilasy famaranana dia mianatra ny lohahevitra tsiny sy tody ny mpianatra. Io lohahevitra io dia tokony hisy fanavaozana ny fomba fijery azy toy iza...
Vontona vontombontona
Kaominina anandrivola
Eo ihany koa ny fanaovana fanadinana fitsapana, izay tena manery ny mpianatra hanaraka tsara ny fampianarana ary tsy hanao ho ambanin-javatra izany. Ny tonga ao an-tsainy voalohany maintsy raha vao miresaka fanadinana, dia ny isa ho azony. Sahiran-tsaina sy mahatsiaro tena ho menatra ny namany ny mpianatra raha toa ka ...
Ao amin’ny va, dia misesy ny faty olona eny am-piandohan’ny tantara fahafatesan’ingahy ravelo sy velonandro. Tsy misy intsony anefa izany mandrapahatapitry ny tantara.
Mitodika manokana anao ahay r manomboky niany 60 sy misy vadinao koa atoy sy misy zanakao, sy misy iabanao amy endrinao sy misy anakavianao sy ralahinao sy misy havanao koa 65 a y amy misy anao a y ny havanao ny atoy vadin’ny velona, fa sy anao koa ka marivorivo anay atoy! Mengà lavitra be a y! Mipetraha sara amy misy ...
Lah 2263 13 janoary 1960
Misy tokoa ny zava-kendrena amin’izao asa fikarohana izao. Anisan’izany ny mba hahafantarana ireo tetika amam-paika momba ny famolavolana boky fampianarana, na eo amin’ny fomba fanehoana azy, na eo amin’ny vontoatiny kendrena ihany koa ny hanolotra boky mendrika sy antonona ny mpianatra , mba ho boky voavolavola tsara ...
Fampianarana miainga amin’ny fitsidihan-toerana manan-tantara
Tsy vitan’izany fa nisy lafiny faharoa koa nanameloka ny fisainako dia ny fahatsinjovako fa raha lasa randria, dia tsy hisy hanantona ahy intsony, nefa nila olona aho na dia hanalako ny sorisoriko sy hanamparako ny fahatezerako fotsiny aza. Nisoritra teny amin’ny tarehiko angamba ny fisavoritahan-tsaina nahazo ahy ka v...
Tsy ny mpampianatra ihany anefa no nanao ezaka, fa ny mpianatra ihany koa dia nampiseho fihetsika manaitra amin’ny fanomezana lanja ny taranja malagasy. Zava-dehibe tokoa rehefa ny mpianatra no mahatsapa ny lanjan’ny taranja iray , indrindra fa ny taranja malagasy. Mahatonga azy hazoto hianatra izany.
Andriamanitra tsy andrin’ny maika
Heniheny mangeniheny
Manao alin-kely ny eny ambohidrapeto mitafy hazavana ny any andriantany tsarovy lalandava fa ny fiainana eto mizara toko roa toa voamaintilany
Projet terre tany, 1994 1995, terroirs ressources, special hautes terres centrales, vol 1 n 2 giub fofifa, tak 07. Pour ampahitrizina, les ménages les plus pauvres cherchent au jour le jour leur nourriture, s’engagent comme salariés au detriment de travail de leurs propres champs, achètent du riz toute l’année la deuxi...
Ekena fa niezaka nanazava ny heviny tsy hametraka fotsiny ny vehivavy ho amin’io toerana io ny fiangonana tamin’izany, saingy tsy afa-nanoatra firy noho ny tanjak’ilay kolontsaina.
Ny fotoana ivelany
Ity tahirin-kevitra ity dia mirakitra asa fikarohana momba ny kolontsaim- bondrona tarafina avy amin’ny ambalavelona. Ny faritra alaotra1 no niompanan’ny fandinihana nandritra ny vanim-potoanan’ny maitso ahitra, nanomboka ny febroary 2016 ka hatramin’ny mey 2016.
Lahatsoratra tsy nahitana loharano nanovozan-kevitra
Nahoana niditra an-keriny tao an- tranon’olona
Tsotra sady mazava ny lesona 1
Lyons j. , linguistique générale. Introduction à la linguistique théorique. Paris la rousse 1970. P 331 la langue d’une société fait corps avec sa culture et les distinctions locales que fait à chaque langue tendent à refleter les caractèristiques importantes sur le plan culturel que presentent les objets, les institut...
Be i victor dia mila
Callet r. P 1981
Mpivady281 teo an-tsahan’ny fisainana nifampitady sy nihaona ka namboly fahasambarana mbola izay koa ny mpivady ny fahasambarana no tanjona lehibe ho tratrarin’ny mpivady, ka izay no anaovana azy sora- baventy
Ankoatra ny fitiavam-bola, dia nisy ihany koa ny adilahy pôlitika, araka ny efa hita. Manolotra vahaolana hialàna amin’izany ra-phi ao amin’ny tononkalony manao hoe ho an’izay ho filoha toneo mihitsy aloha ny fo fa aza mifamaly resaka amin-javatra iray raha firehana tsy mira.
Mitarika ny fahadisoana eo amin ny verindroa araka izany ny fanovana ny feo izay tsy andrasanatoy ny t sy f tsy hovan ny mpiteny intsony ireo feo ireo rehefa manao verindroa izany izy indraindray.
Anaran-javamaniry
Ny soratra?
Any izao dia misy mianoka hafaliana anatin’ny fitiavana.
Tsy dia mipetraka teo amin’ny resaka vatana sy saina na fanahy fitondran- tena ihany ny mpanoratra fa nandalina be dia be ihany koa ny amin’ny fanahy finoana kristiana. Mibahana tanteraka ato ny herin’ny vavaka sy ireo foto-pinoana kristiana. Tsy ny hevitra anefa no amahavahana izany fa ireo sarin-teny maro be manangan...
Natokana ho an’ny fanaovana jery kiana ny fandaharam-pianarana, ary handrosoana tolo-kevitra ny fizarana fahatelo. Naravona ao ny hevitry ny mpianatra isa-kilasy sy ny mpampianatra vitsivitsy. Avy amin’izany no nahazoana nanatsoaka ireo ilana fanavaozana. Nisy koa ankoatra izany, lohahevitra heverinay fa tokony homena ...