text stringlengths 10 11k |
|---|
Lanto lantolanto |
Ny fiarahamonina sy ny zavaboaary |
Radavy anadahin-drafotsy raly, raiben’i robena |
Fanitarana ny fampianarana amin’ny sehatra hafa na zava-misy any ivelany. Tsara raha tsy mionona fotsiny amin’ny zava-misy eto an-toerana ny mpampianatra fa tokony hijery ny zava-misy any ivelany ihany koa. Ohatra raha hiresaka momba ny fitsimbinana ny aina dia tsara sady mety hahaliana ny mpianatra ny fanehoana ny fom... |
Andranomiely 41 7 0 42 8 0 |
Veloma indrindra ô! ! Akopahy ny elatrao akopahy ny elatrao ka de veloma fa hifandao |
Ny tantarany |
Juge madame rapanoel laingo nambinintsoa, assistant d’enseignement supérieur et de recherche encadreur pédagogique monsieur andriamalala misah ny aina, maître de conférences |
Du 26 mars 2013 a l’heure actuelle, une centaine de détaillants de koba et de saucisses sillonnent la rue principale de la commune pour proposer leurs produits. Ils ne comptentqu’une seule femme que les hommes respectent |
Fety, fanabeazana sy fitenim-pirenena, tak.31 51 f. T. Fanantenana, irako ammi sy ny fanabeazana , mémoire de capen, tak. 41, antananarivo 2011 |
Misy akony betsaka eo amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina ny fisian’ny rano sy ny ala. Singa fototra iankinan’ny toe-karen’ny tantsaha mantsy izy ireo. 1.1.3.1 ny rano. |
Fomba nanomezana ny lahatsoratra lakatsoratra efa nohamaroina mialoha lahatsoratra nadika teny amin’ny solaitra be lahatsoratra natao sora-tononina |
Toko 2. Ireo singa mandrafitra ny tantara ny zanako |
Abstract novels are particular litterary work. They bring the redear in the imaginary world and transmit knowledge. The research work is divided into three parts 1. Generality of the research work 2. Analysis of the novel orimbaton’ny fiadanana 3. The education brought by this romantic work it is reflected all along th... |
Mba mody nampidirina alasafay ihany ny teny sy ny tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana efa hitantsika anefa fa na tontosa soa aman-tsara aza ilay fandaharam-pianaram- bazaha dia tsy hita loatra izay fiantefany eo amin’ny fiaraha-miaina malagasy.... |
Le diamanga est un jeu qui a été pratiqué surtout dans les hauts-plateaux de l’île. Jeu que l’on peut comprendre comme une lutte sans prise manuelle. C’est un combat à distance où les combattants ne peuvent utiliser que les pieds et les jambes. Le but du jeu est de donner des coups à l’adversaire mamely , et de laisser... |
Ny fitsipika nandrasana anefa, araka izay mifehy ny fampiasana ny mpampitohy ao anaty fehezanteny, dia tahaka izao f2 dia faly sy ravo ny foko ny kiboko em em l ny anjara asan’ny mpampitohy sy mantsy dia mampifandray teny roa mitovy anjara asa samy lazaina l, na samy enti-milaza em, kanefa etsy amin’ny f1 dia l sy em i... |
Fitafiana nanaovany rahateo izany. Mino koa i bema fa zavatra efa voahomana izao, ary tsy i mavo irery no tompon-kevitra fa tena tsikombakomban’izy sy ny reniny hipetraka aty amin’izay aho fa tsy hiverina any antananarivo intsony, hoy i mavo nanohy ny resany. Efa vita koa ny fianarana nataoko tany ka tsy misy antony hi... |
Vao mainka manampy izany ny fampiasana ny fampielezam-peo ratia izay manana fandaharana mifono hafatra maro, araka izay efa hita tany aloha. Ny mpanolotra fandaharana no miandraikitra izany. Manazava amin’ny mpihaino izay antony tokony handraisana ny fombam-pihariana vaovao izy ireo. Manampy ny mpifandray amin’ny fahaz... |
Tsy mifidy fotoana akory ny fahaterahan’ny fitiavana, fa mety hitsiry tampoka izy, na amin’ny fotoana toy inona, na amin’ny fotoana toy inona. |
Ny mari-pahaizana ananan’ny mpampianatra |
Araka ny fantatra, dia olon’ny hira rabenja solomon; izany angamba no nahatonga ny tononkalony ho mora navadika ho hira. Ankoatra ireo, manana ny lanjany lehibe eo amin’ny mpanoratra ny fanehoany ny talentany an-gazety. Tsara homarihina, fa ny gazety le courrier de madagascar tamin’izany no nisantarany namoahana ireo a... |
Ny fanabeazana an-tsekoly ny fisian’ny sekoly sy ny fitombony, ny fitombon’ny zaza miditra an-dakilasy, ary ny fiakaran’ny taham-pahafaham-panadinana dia azo hamaritana ny fandrosoan’ny fiarahamonina iray. Ahitana izany avokoa raha ny amin’ity distrikan’i vohipeno ity ahitana sekolim-panjakana maro, ahitana sekoly tsy ... |
Dechamps , les religions d’afrique noire , in ancêstre et societé, paris , puf 2eedition 1965 les morts sont les véritables chefs gardiens des coutumes, veillant sur la conduite de leurs descendants qu’ils recompensent ou punissent suivant que les rites et les lois ont été ou non obsrvés |
Ny vontoatiny |
Toetra anaty -fifaneraserana |
Faha ranavalona faha ii 1829-1883 nanjaka 1868-1883 |
Taom-pianarana 2010-2011 |
Ny fizarana voalohany no nandalinana ireo hery namolavola an i clarisse ratsifandrihamanana ho mpanabe. Hita tamin izany fa nanefy azy ho amin ny fanabeazana ny fiainana nolalovany. Ny fianakaviany mantsy dia azo ambara fa nanana andraikitra lehibe teo amin ny sehatry ny finoana, sy teo amin ny fiarahamonina. Ny ray am... |
Sary 7 boudha vajrasattva |
Sary 6 voly voaroihazo iva ravina. Loharano rasahondranimaro thérèse |
Hira milantolanto maneho fampiononana ny velona no atao. V hankaherezana ny manodidina indrindra ny malahelo izany. V eo ihany koa ny fampahatsiahivana ny dingana nolalovany nandritra ny fotoam-pahavelomany. V fitsofan-drano an’ilay maty ho any amin’ny tontolo hafa idirany izany. V fanafatrafarana azy mba tsy hanalokal... |
Zohiana ny fiadanana kanefa nony miato hay soa am-pitajanana toa rano antani-bato |
Eo amin’ny lafiny fitondrana |
Izay vahaolana kanefa tsy mitranga lany akory. Indray alina àry izy dia namoha an-dramatoa, nahita hevitra izy manko, noheveriny hahasoa. |
Fahalemena anaty eo amin’ny rafitra ireo voatanisa eo ambony ireo. Misy koa anefa ny fahalemena ara-drafitra ateraky ny tontolo manodidina ivelaran’ireo rafitra tsy mitombona ny fanjakana noho ireo olana ara-politika miverimberina. Sarotra noho izany ny manatanteraka tetikasa maharitra takian’ny fampanjariana ny vakoka... |
Dictionnaire universel de poche. Hachette. Livre et librairie française. 6e 1963 rue pierre sarragin. Paris. Dictionnaire petit larousse illustré. Librairie larousse. 1982 |
Ny halavan’ny andalana |
Fitandro betsileo fiteny. Ambioka lah 53 2003, taona fh. 5 va tak 228 |
Ny fotoanan’ny mpanoratra |
Taona 1000 gerbert d’aurillac |
Ireo olona miara-miasa hahalavorary ny tantara ho azo henoina literatiora mitaky fiaraha-miasa ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo. Olona maro no mifarimbona sy mifanolo-tanana mba hahatonga azy ireny ho tontosa soa aman-tsara araka ireny handrenesana azy amin’ny onjam-peo ireny. Ireto avy izy |
Date de soutenance 07 novembre 2014 |
Lisitry ny tsanganana |
Amon, y. Bomati, op. Cit, tak. 153 en présentant sous forme indirecte et voilée les croyances et opinions qui en constituent les prémisses incontestés ou encore les éléments qu’il est habile de faire passer par la bande, c’est ce que catherine kerbrat-orrechionni appelle inférence dans un sens linguistique. |
Ny fitsaboana nentin-drazana |
Karazan-kery efatra indray izany no noheverin’ny ntaolo fa manova ny zotram-piainany, dia ny anjara sy lahatra, ary ny vintana sy tendry. Izy rehetra ireo dia miainga tamin’ny rindran-damina nataon’ilay nahary mikasika ny niforonan-izao voary rehetra izao. Hita araka izany, fa ny ohabolana dia fombam-pitenenana izay na... |
Andriamanantena georges valiha, lah.26, in tribune, lah.1.624, 30 aprily 1994 . |
Boky manana ny mahaizy azy manokana ny vakivakim-piainana naeo amin’ny endriny ivelany na eo amin’ny vontoatiny. Sady manana ny loharano nipoirany rahateo. 2.1- ny endriny ivelany |
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy |
Boky faharoa |
Lakroan’i madagasikara |
Tsy ekeko raha imerina no ho tonga valabe ka tsy hisy hifanompo, na ho ambany sy ambony. Tena mahasosotra ahy ny andrenesako ny hoe 20 tsy asiana olom-pady f’efa tsy hingoso intsony. |
Asandrato lahy hanako an-dohasaha ny kalon’ny fahiny ; ny tsantan’ny fanahy hamonto ny aty fon’ireto mpivahiny, trotraky ny làlana |
Breton, op. Cit. P 80 la définition argumentative est bien distincte de la définition normative ou descriptive, qui suppose une identité contrôlable entre le défini et le définissant, alors qu’il s’agit ici de présenter le défini sous un jour propice à l’argumentation, sans pour autant leurrer l’auditoire. 59 breton, o... |
Efa voafaritra ny programam-pampianarana. Tsy manana fahafahana hanao izay tiany hatao ny mpampianatra tsirairay, fa tsy maintsy manaraka izany. |
Fafana n 9 v. T. Maneho ny fahavoazana |
Mizara telo lehibe lehibe ny vanim-potoana nolalovan’ny firenena teto madagasikara vanim-potoana ny faha mpanjaka, vanim-potoana ny fanjanahan-tany ary vanim-potoana taorian’ny fanjanahan-tany. 2-1-1-1 ny fokonolona |
Ny hafanana mingaingaina tato ho ato dia isan’ny singa mitarika ny filatsahan’ny varatra misesisesy tamin’ity taona ity. Mivadika ho entona vetivety ny rano, ka ny fifanenan’ny rahona mampilatsaka orana aterany sy ny hafanana be no mahatonga ny varatra sy ny tselatra, hoy randrianarivelo maminirina, mpiandraikitry ny s... |
Weber w. Jean pierre, genès e de l’ uvre poétique , lib. Gallimard, paris, 1976 l’ins tance avec le quel re viennent dans l’ uvre d’un écrivain des mots , des obje ts , ou des situations peuvent ê tre éclairant. Tak.25 102 rajaona s , ny zava-kanto vita amin’ny teny, edd ambozontany-analamahitsy antananarivo, 2006, tak... |
Fikatsahana ny ampitso ho paradisa ny tolona araka an-drazafindralambo benoit103. Fialana amin’ny zavatra mangeja sy ny karazam-patorana samihafa, ny zioga manindry sy ny fahantrana, ary fanalana ny sakana tsy ahafahana miatrika ady ny tolona; misy ady ifamelezana mihitsy aza izany. Manampy sy manakaiky izany ny voalaz... |
Malemilemy e ! E ! Io ô ! Malemy e ! Malemy e! O ! Tsisy raha mahià a e ! Sa atrià ny vato ô ! ! Malemilemy |
Douche latrines 1 sarimasina 340 construction maison police 1 |
Araka ireo voalaza ireo dia azo ambara fa nitana anjara toerana lehibe teo amin’ny literatiora malagasy ny fisian’ny trano printy takariva ; nampiroborobo ny literatiora malagasy izy. Ny famokarana literatioram-bahoaka no tena nanavanana azy, ary noezahina natao tamin’ny vidiny mirary izy ireo. Mba ho fitsinjovana ny s... |
Zokinjokiny ny karazana asa soratra tahaka izao. Na dia ny voambolana ampiasainy aza, somary mihataka amin’ny fandre eo amin’ny fiainana isanandro. Mbola azo heverina, fa ao anatin’ny fahatanorana ny mamatonalina, kanefa mahatsapa izany rehetra izany. Azo lazaina ihany koa anefa, fa misy tandindom- piainana samihafa ma... |
Ny lesona ny hasina nyhasin’ny tsirairay nyhasin’ny tanindrazana ny fahefana amam- pitondrana ny tombana fanadihadiana lahatsoratra famakavakana hevitr’olona |
Tokana maro faobe tokana misy ny mpiteny ito, ity ireto itony izato akaiky itsy iretsy |
Jettent aux échos les vers de lamartine, de musset et de hugo, délivrés pour un temps de la lourde tutelle d’un enseignement sclérosé et de l’atmosphère étouffante d’une ville éminemment conservatrice. Le souvenir de ces échappées dans la nature provençale hantera bien des pages des contes à ninon ou des rouguon macqua... |
Toy izany koa aty amin’ny sehatry ny fampianarana, tsy natao andaniana fotoana fotsiny akory ny fanaovana fampiharana any am-pianarana, fa tena manana ny anjara asany. Ankoatra ny fanomezam-pahalalana ataon’ny mpampianatra, dia adidiny ihany koa ny manombana ny fahalalana ananan’ny mpianatra, amin’ny alalan’ny fampihar... |
Ary izao no andininy farany fa raha napoitran’iny ampiantany atsinanana iny hono, i kristy |
Feon-kira acte 13 fara , solo , rasesily , raneny fara mitaraina mba ela koa i neny izany ka! Mandroso ihany ny ora amin ny firy izao ry solo? Solo amin ny sivy sy sasany! Fara miferin’aina hay! Efa adiny iray mahery ange izany no nandehanan i neny e! Fa lavitra angaha no misy azy izany ? Solo tsy lavitra fa izaho aza ... |
Ity fizarana voalohany ity no namahavahana ny tantaram-piainan’ny mpanoratra. I di amin’ny maha olon-tsotra azy, miaina anaty fiarahamonina sy firenena, ary i di. Amin’ny maha mpanoratra azy no hita teto. Olona marim-pototra izy noho ny fananany tanindrazana sy loharano nipoirana mazava. Niaina tao anatin’ny taon-dalao... |
Tsy izay voalaza rehetra teo aloha izay ihany no manavaka ny finoana ôrtôdôksa amin ny finoana katôlika rômana, fa mbola ao koa ny fiavahany eo amin ny lafiny fifandraisana eo amin’ny finoana sy ny fandinihana, izany hoe, ny katôlika rômana dia miteny fa ny ôrtôdôksa dia manome lanja ny fandinihan’ny olombelona ny zava... |
Manana anjara biriky lehibe eo amin’ny fitaizana ny tanora ny ray aman-dreny am- panahy. Ny tanora no ho avin’ny firenena rahampitso. Ao amin’ny lahatsoratra nampitondrainy ny lohateny hoe tanora malagasy 158 dia asehon’i harioley fa simba ny tanora malagasy, izay tena aim-pirenena o ny tanora eo amin’ny fiainam-pianak... |
Kapoaka sokajy lehilahy vehivavy lehibe 02 03 tanora 02 02 zatovo 02 02 ankizy 03 03 |
Ity fampianarana ity dia voasokajy ho ao anatin’ireo endri-pampianarana tranainy. Azo lazaina fa efa nilaozan’ny toetr’andro ny fampianarana tolotra. Raha ny pedagôjia ankehitriny mantsy dia maneho fa ilaina dia ilaina tokoa ny fandraisana anjara avy amin’ny mpianatra mandritra ny fampianarana. |
Sokajina ho anisan’ ny endrika ivelany ny hatsaran- tarehy amam- bika, ny toe- batana, ny fananana, ny fahaizana, ny asa, ny fihetsika, ny fiteny, ny fijery, sns dimy ambin’ ny folo taona ikemba raha be dia be, zarazara hoditra, tsy lava tsy fohy. Tovovavy kely isan’ ny tsara indrindra tao an- tanàna; maranidranitr’ en... |
Tantaraiko amin’ialahy sy holazaiko amin’ialahy ny fiainana ao atananarivo tsy mba resaka amin’ny ara-politika fa resaka fitia izay mampifankatia misy aza izay tsy mba manana fitia tsy mba manam-pisakambina ankavia ifaninana ny mampiara-dia fa revon’ny fitia |
He! Nofy sisa lahy no ananana azy izay ny saiko mahatsiahy no ikambananay |
Rehefa nanao fangatahana maromaro hanatsarana ny fampianarana ao amin’ny sekolin’i marovoaikely tamin’ny inspektera i robena dia nomarihin-drobena fa tsy mandray an-taratasy akory izay fangatahana ataony izato lehibeny. V. A. Tak203 |
Ambaratongam-pahalalana telo no ampifandraisina amin’ny fanazavana io ampahan-dahatsoratra io ny tantara, ny toe-karena, ary ny fomba fijery nipoitra avy ao anaty fiarahamonina vokatra izany. Ara-tantara, dia tonga teto madagasikara ny frantsay nanomboka ny taona 1896. Tsy nitovy anefa ny fomba nandraisan’ny malagasy i... |
Aminao ry tompo ô ! Ny fiainako no ankiniko sy amborahiko ihany koa ny alahelo nofihiniko. |
Le classement du pays etats-unis au niveau mondial est donnée la plus élevée à la plus faible 1 163 |
Ahitana fiompiana tantely, kisoa, trondro, ary akoho amam-borona aty an- toerana. Be mpiompy kokoa ny akoho amam-borona, satria tsy mitsaha-miakatra ny vidiny. Anisan’ny antony mahatonga izany fiakaram-bidy izany ny fahasarotan’ny fikarakarana azy sy ny fiarovana azy amin’ny hala-botry izay mahavitsy ny mpiompy ary ny ... |
Valim-panontaniana vitsivitsy avy amin’ny mpianatr’i nasolo ny 16 nôvambra 2011, lycée mangamila, in tovana v, tak. 172 27 teny nolazain-dramatoa raharimanga e. F, tamin’ny 05 oktôbra 2010, araka ny fahitany ny mpanoratra nasolo 28 hevitra nalaina avy amin’ny taratasy nosoran’ny mpiara-miasa amin’ny mpanoratra momba az... |
Cette partie met en pratique les théories vues précédemment. Elle nous permet en même temps d’avoir de plus des connaissances sur l’analyse financière et aussi d’entrer dans le vif sujet. Son objet est d’étudier particulièrement l’organisation interne de la tpflm et surtout de diagnostiquer sa situation économique et f... |
Nous allons analyser une à une les vitesses de rotation de stocks, des créances et des dettes. |
Le centre de formation en artisanat cfa le cfa a été créée en 2003, mais sa mise en uvre en juin 2004. Le cfa assure la formation et la réinsertion socio-économique des bénéficiaires. L’asa étend ses activités en offrant la nouvelle option de réinsertion en milieu rural. Le cfa est un centre de formation qui se trouve ... |
Tak.62-63 95 baiboly, i kor 3 16 96 v. Tak.87 |
Teny fisaorana fanafohezan-teny lisitry ny fafana fizahan-takila 0. Teny fampidirana 0.1. Ny sehatra nirotsahana 0.2. Ny lohatenin’ny asa fikarohana 0.3. Ny anton’ny safidy 0.3.1. Ny fiheveranay fa harem-pirenena ny literatiora na lazaina goavana izy na sokajiana ho madinika. 0.3.2. Ny fahafantaranay ny tarigetran’ny g... |
Sarintany 2 ny faritra matsiatra ambony eo anivon’i madagasikara |
Iii.1.3.2 résultats de l’analyse factorielle discriminante la cah a permis de classifier les différents individus en trois classes. Ensuite, l’analyse factorielle discriminante afd a permis de représenter les classes dans les axes de l’analyse factorielle. La figure n 3 montre le résultat de reclassement effectué par a... |
Accent mis sur acteurs sociaux ou groupes d’acteurs leurs stratégies et leurs enjeux. Perspective interactionniste interaction entre acteurs et groupe d’acteurs, et leurs effets recherchés ou inattendus . |
Trano mitodika miankandrefana, misy trano mitodika mianatsimo, |
Fandinihana ara-piarahamonina ny fidiran’ny tetikasa fampandrosoana eo amin’ny tontolo ambanivohitra- ny fampidiran-drano fisotro ara- pahasalamana nataon’ny fikrifama tao ambodipont sy marokobay andapa antsiranana. , 110tak |
Ny tarehy tsara tsy mahaleo ny fanahy |
Andriamanantsilavo seth sy ratrema william, ny fitsipi-pitenenantsika boky i, tak 8, ed. Imprimerie d’ouvrages educatifs ankatso antananarivo. |
Remerciements |
Tsara raha ity kisary ity aloha no dinihana mba hahamora ny fanjohiana ny fandihadiana ny vanin’andalana |
Vondrona ambara, tak 2 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.