text stringlengths 10 11k |
|---|
Toy ny amin ireo taranja literera, dia ahitana mpampianatra iray na mihoatra ny taranja tsirairay eo amin ny lafiny siantifika ny kajy; ny fizika ary ny siansa. 2.2.2.1. Ny kajy na matematika teny roa no enti-mampianatra dia ny teny anglisy sy ny teny frantsay. Roa araka izany ny mpampiantra ity taranja ity. Seho in-2 ... |
Serimôna avy amin ny hoe sermon |
Raha miainga amin’io kisarin’ny serasera araka an’i jakobson io dia ny mpianatra sy ny mpampianatra mpanabe no mifandimby ho mpandefa sy mpandray hafatra destinateur destinataire satria sekoly no hodidina contexte ary ny fahalalana sy ny fanabeazana no hafatra message ampitaina. Misy ny fantsona canal izay fitaovana en... |
Famaritana araka ny rakibolana |
Niveaux d’études |
Tsodrano ho an’ny joala fanjavasoa anjoanina, lahimatoanay noho ny tsingerin- taona nahaterahany |
Zavatra natao a b d fanombohana fanomezana lahatsoratra |
Andriamise l 1996. Fonctionnement sémantique du vocable vohitra dans les toponymes malgaches in tantara ny andriana tome ii 6 andrianarivony. 1973. Fitsipipitenenana ho an’ny rehetra |
Ahitana fizarana roa ao amin’io taranja io. Ny literatiora am-bava, sy ny literatiora an- tsoratra. Ity faharoa no sehatra nidiranay. Ao amin’ny literatiora an-tsoratra koa anefa, mbola misy zavatra maro azo karohana, toy ny fanadihadiana ny tantaran’ny literatiora na ny tarakevitra, ny fandalinana ny asa soratra. Amin... |
Ghm global health ministries usa |
Asongadina amin’ny lesona ny sanda raketin’ny marina , rariny , hitsiny eo amin’ny lafiny finoana amam- pivavahana , fiaraha-monina , toe- karena, ny fiheverana ny amin’ny olona manana aina . |
Raha aravona izany dia hita fa namela dindo lehibe teo amin’ ny toe-tsaina malagasy ny fidiran’ny fanjanahantany teo amin’ny firenena malagasy. Niara-nanjavona tamin’ ny fiandrianan’i madagasikara mantsy ny fomba fisainana tena malagasy sy ireo kolontsaina mahamalagasy rehetra. Toa tsy hita intsony ny fahamarinan’ ilay... |
Ny voambolana hoe tombana , dia teny tena fampiasa eo amin’ny sehatry ny fampianarana. Manana hevitra maro anefa izy io. Ireto ny sasantsasany amin’izay namaritan’ny mpandinika azy. |
Dia mety hahatonga ny olona hamoy fo, na hanaonao foana. Mahatsiaro ho manana adidy amin’izany àry ny mpanoratra ato amin’ny sandratra, ka nampahafantatra amin’ny ankapobeny ny fiainana, ary manome fankaherezana eo anoloan’izany. |
Zaovy kosa itony zatovo ? Zanak’iza itony tanora ? Zany bika ka dia miramirana ! Zany toetra ka dia ravoravo! Zazalahy afovoan’imerina torolalan’antananarivo ! Any an-tsaha ka haingon’ny eny an-tanana ka ravaka vita ! Voninahitr’ireo izay niteraka sy tabihan’ireo nanabe! Hiran’ny zanak’antananarivo manao asa basy |
Ny fanabeazan’ireo ray aman-dreniny azy. Lafin-javatra roa no azo anasokajiana ny fomba fitaizana sy fanabeazan’ny ray aman-dreny ny zanaka eo anivon’ny ankohonana, dia ny kolontsaina nitaizana ny zaza ary ny fifehezana azy ireny amin’ny alalan’ny fampiasana paika sy tetika samihafa. |
Fehin’ny fizarana fahatelo |
Ny losifera sy ny satana dia fahavalon’ny fiainan’ireo mpanara-dia an’andriamanitra. Mitory faharatsiana sy fitaka ireo anarana ireo. Manamarina izany, ohatra, ny hita ao amin’ny apokalipsy 12 9 manao hoe ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy satana, izay mamitaka izao tontolo izao nampiasain’ny mpanoratra izy ire... |
La rizière n’est pas seulement un facteur de production ; elle est aussi un moyen et lieu d’identification du propriétaire martine camacho, les apports ville-campagne dans la périphérie de tananarive , in tany malagasy, université de madagascar, n 22, nov 1984, tak 152. |
Tanety tanetinety mananetinety |
Manaja re taloha tigetra tena soa saingy am’zao |
Ty ritsoky ny vetso manafotsafotra ahy anjelin-takariva. Manainga ’ty fanahy mandrotsirotsy loatra ’ty tanjom-betsovetso 25- ty embona tantely mandraradraraka eto. |
Ny fomba filazan-javatra hita ao amin’ny amboaram-pahendrena. Tsy misy zava-kanto vita amin’ny teny maharitra sy ahazoana tsiro kanefa tsy manana fomba filazan-javatra miavaka. Mifanentana amin’ny hevitra sy ny fihetseham-po ary ny endrika anehoana azy izany fomba filazan-javatra izany. Amin’ny maha zava-kanto vita ami... |
Andriamanitra ô! |
Fayolle r , la critique, armand collin, collection u, paris 1978, p192. Bien des chercheurs ont voulu découvrir, accumuler, interprêter des faits révélateurs de l’existence de l’ uvre littéraire comme phénomène sociale. |
Fanadihadiana natao tamin-drandriamasinoro désiré, talen’ny ceg, septembre 2012. |
Mitondra ny raiki-pohy hoe m-a an-m-a -na a0 a1 e am s a2 e st |
Luigi elli, op, cit p 51 la rumeur accuse le gouvernement fazaka d’être derrière la recrudescence des vols pour pouvoir exporter les b ufs volés et en tirer des devises. Pendant la campagne électorale en 1982, deux membres de gouvernement monja jaona et cap manjary se sont accusés mutuellement en public d’être instigat... |
Sihanaka antanosimboahangy ireo izay mipetraka amin’ny distrikan’andilamena avaratra. Ny bezanozano no ilazana ny foko monina amin’ny tapany atsimo amin’ny distrikan’ny moramanga sy ao amin’ny distrikan’anosibe an’ala. Saika ahitana mponina mpifindra-monina noho ny asa avy amin’ny foko 18 misy eto madagasikara anefa mo... |
Ny fitovian’ny vanin’andalana, ny andalana isan’andininy, ny hafenoan’ny rima sy ny laharam-pisehoany, ny sarin- teny sy fomba filaza isan-karazany. |
Setrin’ilay kalon’i tahirintsoa anjoria voaraikitra tao anatin’ny faladia. Atolotra ho an’i njaka ihany koa. Tsiambaratelo tsy ambara be dia be ! |
Lahatsoratra 11 ny marina sy ny fahajamban-tsaina tsy mahakivy anefa ny fisian’ny toe-tsaina samy hafa ao amin’ny mpiara- mihevitra. Ny fisian’izany aza vao mainka koa manampy fatratra ny saina mazava mba hahatsinjo akaiky ny tena marina hoy ny ntaolo saina tsy azo tsy amin’olombelona fisaka ny rariny ka saro-tadiavina... |
Aiza no misy mpamono fitiavana |
Telovolana faharoa |
Tafa amin’avelo |
Sarotra ny manakatra 2 |
Le même pouvoir que le pape peut avoir, en général, sur le purgatoire, chaque évêque le possède en particulier dans son diocèse, chaque pasteur dans sa paroisse. |
Resaky ny ray aman-dreny amin’ireo taranany no atao eto ka ny lahateny eto dia ezahana hifanentana tsara amin’izany endri-pifandraisana misy izany. Anatra miaro torohevitra no ataon’ny mpiteny mahakasika ny fahaleovantena. |
Ny fizotry ny fampitana ny lesona |
Trano fisakafoana iray tamin i miaro teny |
Tsy nandalo fotsiny teo ambany mason’ ireo vahoaka voageja izany fa nanaitra azy ka nahatonga azy hanohitra. |
Madagascar, paris librairie générale de jurisprudence, 414 page pritchard e , anthropologie sociale, paris, payote. 174 pages 1969 |
Vorivorin-kena hahavory be ka hitoetra ao an-trano ny soa rehetra |
Ny atao hoe fanamparam-pahefana , dia fampiasana ny fahefana ananana mihoatra amin’ny tokony ho izy, na mihoatra ny lalàna mijoro. Ahafahana mifehy sy manararaotra izay ao ambany fifehezana izany. Mahatonga ilay olona manana fahefana, hirehareha sy hanambany ny hafa izany. Lavin’ny mpitondra ny fananan’ny olona zo hite... |
Raha fintinina ny lesoka teo amin’ny famolavolana ny hafatra dia mifototra amin’ny tsy fahafantarana tsarany vondron’ny tantsaha. Tsy notomorina akaiky ny mpihaino handefasana ny hafatra ary tsy nofantarina mialoha ny mombamomba azy. Ilain’ny mpanentana ny mahafantatra io vondrona tiliny io. |
Aza ela, re ry diako, sao radada sasa-miandry, hafaingano ny famindra, fa raneny tsy tafandry! Efa manina an-drazoky, te hanatrika an-drazandry, maika te hifampisangy, maika hifanondan-tsandry kanjo! Ka namantan-doza, trano foana sisa hita io raneny hentohento bozikely sy balita. Fa radada, hono, indrisy. Efa lasa niam... |
Mbola nanjakazaka teto madagasikara ny vahiny, ary vao mainka aza difotry ny kolontsaina vahiny ny soatoavina maha malagasy, na teo amin ny fitafy, na teo amin ny fialam-boly, na teo amin ny fampianarana, na ny tany an-tokantrano, ary na ny tany amin ny finoana aza. |
Sedra dia tereko tsotra izao e, manaiky izay rehetra lazaiko leitsy izy a! |
Suite à la transmission de génération en génération des façons de penser, d’agir ou de se comporter en homme ou en femme par le système éducatif, la religion, la famille et la communauté, les hommes pensent de manière rationnelle. Ils sont en position de force et de leader naturellement. Par contre, les femmes sont sup... |
Randriamandina j 1996 |
Tendry zavatra efa voatondro, tsy azo lavina. Anjara manokana voatondro ho an’ny olona iray. Raisina ho ohatra ny fiainan’ny vehivavy iray vintana tsara ny tononandro nahaterahany, betsaka ny soa. Noho izany dia manao lanja miakatra ny fiainany amin’ny ankapobeny. Anjara amin’ny ankapobeny dia tsara. Mavesa-danja kokoa... |
Organigramme de la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy |
Ary farany, fankahasitrahana feno ombam-pirariantsoa no atolotray an’i papa sy mama, ireo iraitam-po noho ny fampitaovana rehetra. Misaotra betsaka anareo tamin’ny fanohanana ara-tsaina sy ny fitondrana am-bavaka. Teo anilanay foana ianareo tamin’ny fanampiana maro samihafa. |
Ny fanamboarana dossier koa anie ry ise no asa fa izay aleha rehetra toa mandrindrina trano avokoa tantaran-drakoto |
Les parallélismes |
Grande importance |
Fandalinana ny firafitry ny lahatsoratra an-gazety |
Andriamalala e. D. Ny fanagasiana, librairie mixte analakely antananarivo -andriamandroso questions au développement. Dilonga. Cahier du groupe d’étude et de recherche africaines de strasbourg, n 1, novembre 1996, 124p -andrianaivo deux mondes en présence, trano printy fjkm, imarivolanitra antananarivo, mai 1994, 112p ... |
Indreny ny taolako valo indaosy ho hitan’ny any, 65 indreny ny tanako folo ; nyè nofoko lanin’ny tany. |
Fiainana mampihatra an-tsakany sy an-davany izay lazain’ny baiboly. Isan’izany ny hoe voina, sento, tomany no mameno ny fahaveloman’ny olombelona. Toa lafy ratsiny fotsiny no misy eo amin’ny fiainana. Ao koa ny hoe fitsapana sy herisetra no fepetran’ny fahavelomana ety an-tany. Ary mbola ao koa aza ny hoe tsy mahavita ... |
Tamin’ireo filisitinina ireo dia nisy lehilahy anankiray izay vonom-piadiana fatratra sady vaventy no ranjanana atao hoe goleata no anaranay |
Antsoina ihany koa hoe compétence pragmatique fahaizana mandrafitra fehezanteny na lahateny ao anatina vondrona na sehatra iray itenenana. Izany hoe, fahaizana mandrindra ny fampiasana ireo karazan-dahateny isan-karazany eo amin’ny sehatra iseraserana. |
Ny tantara an-dapihazo -malagasy aho, 1960; ny variraiventy farany, 1970. |
Hody ilay solemita ao an-tanàna ilay solemita. Tsy hita ao amin’ny tdt anefa ny toe-javatra miseho voalohany izay tena |
Ny fanomezana lanja ny fitadidiana |
Manavakavaka akory izy raha nisy izany, fa misy antony no tsy nahatongavany tany hatramin’izao. Efa handeha hanao rindran-kira tany an-toerana mihitsy izy, tamin’ny taona 1981 no niverina teny an-dalana. Naheno izy fa nisy korontana tany amin’ny cure, ka naleony nijanona. Ankoatra an’i madagasikara, nita ranomasina koa... |
Embona an-jafiko |
Nanavanana ny trano printy takariva ihany koa ny famoahana boky mirakitra ireo literatioram-bahoaka. Noezahina namidy tamin’ny vidiny mirary ireo boky ireo mba ho azon’ny sarambabem-bahoaka vidina. |
Crotalaire kirintsana katsaka |
Essais de linguistique générale, tome 2, paris, minuit, 318p. |
Araka io sary io, nampitondrain’ny codal anarana hoe koba ny kobandravina avy ao aminy. Io koba avy ao amin’ny codal io dia ahazoany tombony ambony dia ambony. Satria, ny ampahavalon’ny koba iray izay vidiany 10000 ar monja dia efa maha afaka ny masonkarena ividianany ny koba amin’ireo mpanamboatra koba avy any talata ... |
Noho izany koa, tsy sasatra aho mikatsaka rindran’ankamantatra ho tononkirantsika ho famisavisa raha avy ny tokoa ! |
Mety aminareo ve ilay fomba fahan-jafy sy ny fomba amam-panao sasany iainan’ny vahoaka? Tamin’ireo tanora |
Ankoatra ny fivarotana lambamena, ny orinasa rakotomalala et fils dia mandray an-tanana ny fikojakojana ny fiarakodia mpitondra faty, izay an’ny kaominina antananarivo renivohitra ao amin’ny b. M. H. Ny anton’izany, araka ny resaka nifanaovanay taminy, dia tsy levon’ny vavonony loatra ny mahita fatin’olona entin’ny fia... |
Aza mba mangaihay fa tsy maintsy misy any na dia olona iray mitia anao hatrany hatrany! |
Randria mmh resaka rantsam-pivavahana indray izany. Ary hajanony 535- manomboka androany koa io, fa io sekta sekta io ihany no mampitapitapy anao tsy ahavitanao ny fianarana. |
Asa an-tsoratra natao hanadinana lesona ny mpianatra ny haizatra fanontaniana sy valiny fanontaniana mifandraika amin’ny votoatin-desona no atao. Mila fantenana tsara ny fanontaniana omena ny mpianatra. Misy singa telo nofaritan’i charrler sy ouzouf 1969 36- 37 14 enti-manombana ny hatsaran’ny firafiny. Voalohany, toko... |
Vonoina va re ny fahatsiarovako lelafo mirehitra ao anatin’ny foko sa potika kosa ny lapa sy rovako natao mba hasetry ny andro misokatra ! |
Aminrireo avara-pianarana taminrny taona 1830, ary dia nitaky ny fitondrana repoblikana izy ireo hanoloana ny fitondrana jadona. Tetsy andaninrizan, y ny fahadisoam-panantenana teo aminrireo mpanoratra ka dia zary lasa nalahelohelo, nanjoretra, nisy fahoriana mafy nanempotra azy ireo izay nantsoina hoe mal du siècle to... |
Ny fitiava-namana |
Teny famaranana |
Manoloana ny zava-miseho amin’ny tena ny fahaiza-mandanjalanja ny toetra amam-pihetsika manoloana ny zava-miseho amin’ny tena no asongadina eto. Ireto avy ireo toetra amam-pihetsika tsara ireo ny fiezahana sy ny fikirizana, ny fahaizana mampifaly tena. |
F’izay no mety mahasoa. Rehefa nanadino dia tsy hoe foana tsy nanana fanantenana intsony fa dia niompana tamina fanantenana hahita fiainam-baovao indray ary miaraka amin’ ny olona vaovao koa. |
Ny anton’ny safidy maro ireo antony nanosika ny tenanay hisafidy io lohahevitra io. Tsy ary ho voatanisa eto avokoa izany, fa vitsivitsy izay heverina fa manan-danja no ndeha hasongadina maro azo isafidianana ny taranja azo anaovana asa fikarohana, nefa nifidy manokana ny taranja literatiora ny tenanay noho ny fitiavan... |
Tananarive randriamanantenasoa 1989 les pratiques corporelles traditionnelles à |
Raivo izao àry rehefa miseho amiko toy izao ianao dia aza manao be fiavy mampatahotra ahy toy ny fanaonao. Ary ny fangatahako faharoa dia ity mandehana aloha mandeha ianao ary aza mihaino na kely akory aza fa hiresaka, hifandinika amin i dadabenay aho. |
Raha sendra mba mody aza mantsy fa manina akany nitaiza rindrina no mba vantanina kamboty moa ka hankaiza? Ny velona ray aman-dreny mianika anaty akaniny idadany mantsy eo anilany, ineny kosa eo andaniny!250 |
Er marina’h, 50 taona , in vaf, tak 30 |
Fanoritsoritana ny kaominina misy ireo sekoly nanaovana fikarohana marina fa ny lafiny fampianarana no tena ifotorana amin’ity fikarohana ity, kanefa zava-dehibe tsy azo dinganina ny fanadihadiana momba ny kaominina izay toerana misy ny sekoly. Mety hanamora sy hanampy amin’ny fandalinana ny zava- miseho na ny zava-mis... |
Iv- gazety |
Dictionnaire des citations françaises et étrangères 1970. |
Olona ao anatin’ny tarika ihany ny mpitendry sy ny mpandiboka amponga. Ny mpiandraikitra ny zava-maneno no manokatra ny sehatra. Raha efa izany vao manaraka avy ao aoriana ny tarika iray manontolo mira-miredona ny hira fidirana mbola hasian- teny ao amin’ny zana-pizaràna 2.1.1. Raha mitsangana dia ao an-kavian’ny tarik... |
Ambohitsaina sekoly ambony nanohizan i miaro ny fianarany, rehefa azony ny bakalôrea tekinika teny alarobia. Tsy toy ny teny ambohitsaina. Tak 21 |
Analamahitsy antananarivo, 144 tak levi-strauss, c. 1958 anthropologie structurale, paris, plon,447 p. |
Voalohany indrindra, ny firaisan-kina no miteraka ny fihavanana, ny fihavanana no mahatonga ny olona hiombona. Izay fiombonana izay no tena zava-dehibe amin’ny fiarahamonina antanala. Raha misy sehon-javatra na tsy amin’ny fahafatesana ihany aza dia miara-manotrona ny rehetra. Endriky ny firaisan-kina ny fahatongavan’i... |
Fanasokajiana vonjimaika |
Marie-odile géraud, olivier leservoisier, richard pottier 1998 |
Dia nihatra tokoa ny sazy na ho an’ireo mpitarika ny tolona, na ho an’ny mpanjaka vavy, na ho an-dratsimamanga sy rainandriamampandry. Niana-kendry ianareo, mbola saiky hanenjan-tsandry nampirisika vahoaka mba handa ny fitondrana ka ho hentitra ny sazy satria ianao dia vehivavy ka niantra ireo mpitsara, halefa sesitany... |
Ireo feon-tenim-piontanan-kafaliana |
Avy ahay e! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.