text
stringlengths
10
11k
N’inona inona fikasa sy fikatroky ny saina raha tsy izy no miasa herim-po very maina!
Fantsika 5cm
Mametraka daty mazava izy talohan’ny 1903 1947 ny faharetan’ny fotoana ao amin’ny tantara tsy fantatra mazava ny faharetan’ny tantara izay voarakitra ao anatin’ny 117 pejy tantara nandritra ny 31 taona, voarakitra ao anatin’ny 172 pejy tantara nandritra ny 30 taona, voarakitra ao anatin’ny 212 pejy zotra narahina manar...
Uoydcynthia.8 d. , growing upgkibal th chi111, ing transitions to adult. Hoodincevt4oping countrits wuhinitoo oc n. I. Uomlatsi mles preu, l005. A l’ fdcyntt a.8. Ed growing upgk bal changingtransitions to adulthood inoeveloplnc countries w. A. Shlnit on dc national aca. Dcmltt press,2005. 9 unesco. R.1. Pportmondial d...
Fanamarihana fampahafantarana vokatra ara-panatan- jahantena, mikasika ny volley ball heverina fa mbola tsy hain’ny maro no atao eto. Amin’ny ankapobeny, ny mampahalala dia mampahafantatra zavatra efa hay sy fantatra na tsia, voalamina sy voarindra ka atoro sy ampitaina mba ho fantatry ny hafa. Ny fitao- vana ampiasain...
Rehefa rava sy potika ny fitiavana, izay nahitana soa sy nahazoana fifaliana ary fahasambarana, dia maro ireo zavatra tsy maintsy afoy sy rava miaraka aminy. Zavatra enina be izao no nafoin’ny mpanoratra sy ireo nilaozan’ny olon-tiany, raha
Niteraka ny safidin’ny mpampianatra isaky ny lahatsoratra. Fepetra efatra no azo amintinana izany mason-tsivana izany araka izao manaraka izao a ny lafiny manala voly
Tanàna miorina roapolo kilômetatra 20 km atsimon’ny renivohitr’i madagasikara ny kaominina antanetikely ambohijoky , fito ambin’ny folo kilômetatra 17 km mianatsimo miala amin’ny lalam-pirenena voalohany rn 1 ary folo kilômetatra 10 km miankandrefana miala amin’ny lalam-pirenena fahafito rn 7 manana velaran-tany 45 km2...
Eny, sombinaiko, hoy ny valiny tety alatrano. Tonga aho fa marary, hono, ianao!
Tsy rariny 27-olona afaka
No azon’ialahy jonoina e! E! Fa izahay mananasy tsy azon’ialahy lamboina a !
Fanazarana 1 lahatsoratra ny adidy , régis rajemisa-raolison, in mbà olom-banona, 1951 fanontaniana 1 lazao ireo antony mahatonga ny olona tsy hanefa ny adidiny ? 2 inona no tsy maintsy ilofosan’ny tsirairay ?
Araka ny efa voalaza ombieny ombieny dia azo ampiharina ny serana amin’ny fampianarana indro àry misy tsipy hevitra mikasika izany .
Bebe hary has ina
Uvre d’imagination constituée par un récit en prose d’une certaine longueur, dont l’intérêt est dans la narration d’aventures, l’étude de m urs ou caractères, l’analyse de sentiments ou de passions, la représentation du réel ou de diverses données objectives ; genre littéraire regroupant les uvres qui présentent ces ca...
Raha mampianatra ny mpampianatra dia midika izay fa manao serasera amin’ny mpianatra izy. Araka izany dia niezahana hifanentana amin’ny mpandray azy ny hafatra nalefa. Nezahina toy izany koa ny hampahaliana ny mpianatra teo am-pandraisana ny hafatra mba hahatafita tsara azy. Hoy i ndia bintu kayembe raha nilaza izany n...
Aleloia a voninahitra , aleloia a voninahitra aleloia a voninahitray jeso ô rehefa maraina ny andro dia nifamonjy nijery ny olona rehetra ny sasany kosa naneso an’i jeso
Indrindra indrindra. Anjara biriky ihany anefa izay entinay fa tsy mora ny fampiroboroboana ny seha-panarenana sy fitaizana toy ny akany avoko faravohitra.
Avy nifanao veloma izy samy ankiziankizy fa nirava ny sekoly ka someby hiala voly fahanginana no eto ? Ireo sakaizany efa lasa ho any amoron-tsiraka any. Fa azy ny azy lahy no asa. Izato harona an-damosina, amin-damba nofonosina, iny lasana ny diany eny an-kebakeban-tany ho any ambanivohitra any. Moa tsy mamy izany rod...
Voici quelques informations sur l’approvisionnement en produits contraceptifs des ong et des cabinets privés.
Rahoviana ?
Raha izay ny ohatra roa amin ny fomba fiainany ireo dingam-piainana lehibe eo amin ny fiarahamonina, araka ny tantara nisy teo amin ireto fianakaviana roa ireto dia ny mety ho endri-pifandraisany sy ny mety ho vokatry ny fihaonan ireo fomba samihafa eo anivon ny faritra iray, araka ny hita eo amin ny faritry ny 67ha, f...
Nefa n’inona alahelo, n’iza tiana te hiantsy, tsy hampody ny avelo mba ho tonga nofo mantsy!
Sento anao !
Ankoatra ireo, azo heverina ihany koa fa manamora ny fahazoana ny lesona ny fandraisan’ny mpianatra anjara amin’ny famaliana fanontaniana, satria efa manorina ny fahalalany izy amin’izay fotoana izay. Tsikaritra izany teo amin’ny mpianatr’i a.
Avy tamin’ireo isa ireo dia hita ho manavaka ny ohabolana ny fampiasana sarin-teny izay ahitana betsaka ny parallélisme ary ny fanabeazana ara-tsaina no hita ho mibahan- toerana. Fanabeazana ny olona mba hanam-pahendrena sy fahalalana. Izany dia manaporofo fa ny ohabolana dia mirakitra fahendrena.
Ts imanato mifona e ! Ry zalahy anie no naka an’io fa tsy izaho e! Mitalaho be
Raha izay àry no fitsikerana ankapobeny momba ny fampianarana sy fianarana ny teny malagasy, ny fandaharam-pianarana dia azo tsikeraina araka ny ahitana azy ao amin’ny haifampianarana. Izany hoe ny haifampianarana no fitaratra ahazoana mijery ny fahombiazan’ny fandaharam-pianarana na tsia. Ny tsikera izay aroso etoana ...
Famaritana ara- bakiteny -mpampianatra maneho latabatra iray amin’ny mpianatra, ary manontany hoe manao ahoana ny fijerinareo ny tampon’ity latabatra ity? -fa ahoana no lazainareo fa marindrano tsara io? -inona izany no atao hoe marina?
Tsangana tsangantsangana tsanganana
Sary 12 fanoratana
Lasa ny fitiavam-bola no nanjaka tao amin’ny malagasy; nanampy trotraka izany, fampiharihariana ny fomba ratsy nataon’ ireo mpanjanaka mba hahazoana vola ka nianaran’ireo antokon’olona sasany izany; ohatra amin’ ireny ny fanararaotana sy ny fanambakana amin’ny endriny maro samihafa. Nahay naka tahaka tokoa ny malagasy ...
Toe-javatra araka haiteny contexte
Fahantrana
Resaka samy isika hatrany miaraka amin’ny hevitra hoe tsy mikasika ny kristianina fotsiny intsony ny hafatry ny kardinaly fa mitodika amin’ny malagasy rehetra
Satria raha nianatra isika, dia ny fitiavan-tena sy ny fitiavam-bola ary ny fitiavam-boninahitra no nanesika antsika fa tsy ny fikatsahana izay hahasoa ny firenena no nanempotra antsika. Famakian-dresaka ny hevitra hohazavaina avy hatrany no aroson’andriamalala izay miendrika fandavana petra-kevitra iray ampidirin’ny h...
Renikalo tonga eto ambohipihaonana ny samy mpivoaka alina a ! Hi!
Maditra mpanampy mpinamana 5
Ry lahatra mavany izany tsiky anie mba hody fa ny foko mitomany dia mitady fanafody
Fokontany iray tafiditra ao anatin’ny kaominina an’anjozorobe antsahabe- atsinanana. Toetr’andro roa miavaka tsara no mifandimby ao amin’ny kaominina ny toetr’andro mangatsiaka sady maina ary ny manorana sady mafana. Maro ireo loharano madinika manondraka ny lohasaha ka mahatonga ny faritra hamokatra be. Toerana rakotr...
Ny polys yndète
Teny famaranana
Tanjon’ny mpanoratra moa ny hahaleo tena eo amin’ny sehatry ny asa. Tsy nijanona tao amin’ny tvm izy, fa nanitatra ny fahalalany ka nanomboka niasa tena tao amin’ny trano printy takariva nanampy an-drainy ny taona 1975. Tetsy ankilan’izany, nahatsapa izy fa toa tsy misy kilalao vita malagasy ho an’ny zaza malagasy eto ...
Momba azy ps 5 isan-jato vao nisondrotra 20 83,33 mamerin-taona 4 16,67
Izahay no mahita an’ireny 10 mitety habakabaka ombieny, dia lasa tsy tana ny sento, torovana koa ny fanahy, eritreritra sisa no ento hiampita mankany, ry lahy, 15 fa any ireo olo-malala nilaozana mihoatra ny vala!
Lalao itsaran’ny mpijery ny tarika mpifaninana amin’ny alalan’ny tehaka ny hira gasy, ankoatra ny maha-fialam-boly azy. Miara-miasa ho an’ny fahombiazan’ny hira gasy izany ny mpilalao sy ny mpijery ary samy afa-po raha nizotra araka ny tokony ho izy ny fifaninanana.
Ianao irery
Lehibe ny fitiavana vao mitsiry ka nafana ny fihaonana. Nanao ranovaky ny teny mamy maro. Dia ny fanaovana ny endri-javatra no nentin’ny mpanoratra naneho izany. Fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana no hita eto. I mendrika no oharina eto izay ampitoviana amin’ny voaloboka ahazo...
Animé d’un esprit scientifique et naturaliste, zola laisse libre court à son imaginaire. Sa perception du réel s’épanche en une vision grandiose et traduit une approche profondément poétique du monde qui est perçue à travers son uvre. Le traitement des images, les formes syntaxiques spécifiques confère au style de germ...
Adiresy lot piiix.252. Dia. Andavamamba anatihazo i
Manoloana izany toe-javatra izany, mitaona ny olona ny mpanoratra mba hiaro- tena, hanaraka ilay teny filamatra hoe aleo misoroka toy izay mitsabo tahaka izao no anehoan’i botsaiky izany hatrany mafimafy daka ihany ireo aretina eto an-tany ka raha misy tsy milamina dokotera aloha tazanina
Tsirinala- 02 02 2000
Eny! Amin’ny fo madio manontolo mihitsy anio ry malala, no iarahana anekena fa tsy noho ny lafiny ara- tombontsoa toy ny vola izay mazàna ifandefonana ivoho, na koa endrika amam- bika, no iarahantsika roa o! Tsy noho izany mihitsy, fa fifanindranan-dalan’ny safidy mifanitsy eram-po sy eran- tsaina hiray vatsy, hiray ai...
Toa mamintina amin’ny endrika manaitra ny mpanoratra ka namehy izay rehetra voalaza teo aloha amin’ny alalan’ny fampiasana ny hoe izay rehetra izay misongadina eto fa tsy misy an-kanavaka, tsy misy azo esorina fa izay rehetra mahakasika ny fiainan’ny ankohonana ifotoran’ny tantara ka voaresaka tetsy ambony dia miampang...
Ny fanasokajiana araka ny toetoetrany ka nanomezan’ny zanahariny ny anarany ity sokajy farany ity dia fanasokajiana nataon’i nremanizina izay zanaharin’ny varatra sy ny orana, ka ny fanahy mipetraka ao amin’ity mpa azary iray zama no iantsoan’ny mponina any an-toerana azy izay nanaovanay ny fanadihadiana ity no nampita...
Vakina in-2 na in-3
Dia nasain’andriamanitra hiditra tao anatin’ilay sambofiara i noa sy ny fianakaviany mbamin’ny biby rehetra voatendry ho maro eto ambonin’ny tany
Fehiny hita fa fenitra kristiana no fototra iorenan’ity tantara ity. Ny fenitra kristiana izay tsy narahan’i sahondra dia nitarika azy ho amin’ny fahotana mahavoafady araka ny fizotry ny tantara. Ny fitiavana diso toerana no namotika ny fiainam-pitiavana manontolo teo amin’ny fiainan’i sahondra. Ny fitaka ara-pitiavana...
Ny fitiavana ny famelabelaran-kevitra
Lay rafa ova e
Mifanova amin’ny ny zana-peo i miandoha ny voanteny ka mialoha ny tsindry.
Bergez d , 1989 escarpit r 1964
Rappelons que le roi radama connaissait déjà l écriture sorabe, dérivée de l alphabet arabe, que ses secrétaires et conseillers antemoro utilisaient pour écrire les lettres diplomatiques. En 1820, sur la recommandation de ses conseillers européens, le français robin et l anglais james hastie, radama décida cependant d ...
Andrianary ratianarivo, in zana-boromahery , eliza freda, 1938.
Fikambanana otrikafo io vahaolana mahomby. Antananarivo, janoary 2006 otrikafo mel. Wanadoo. Mg. Dl n 1 janvier 06 tak 79
Hameline d , les objectifs pédagogiques en formation initiale et en formation continue, ed e. S. F, paris 1995, 124 tak.
Cantine scolaire trano fampisakafoanana ny mpianatra
Sont des femmes, malaza lah. 1896, mercredi 09 03
Miadanandriana
Atsikafon’i jo andrianasolo ao anatin’ny asa sorany avokoa ireo toetra ahitana ny olona andavanandro. Amin’ny ankapobeny dia misy ny toetra ratsy isaloran’ny olona, ka mampikolay ny manodidina azy ; misy koa ny toetra tsara izay tena maha-te hidera ananan’ny olona ka dokafany sy hindrahindrainy tokoa. Ndeha hangalana o...
Hopondesina ary va ireto tratranao sa avela ho sakafo sy kilalaon’ny maso ? ! ? .
Ny voalohan-teninay dia ny fisaorana an’andriamanitra andriananahary nitantana mandrakariva ny fiainanay, ka nahatratra izao andro anio izao. Manaraka izany, mitodika aminao izahay andriamatoa ratrema william, ary manantitra ny fisaorana lehibe ho anao nanaiky ho filoha amin’izao asanay izao. Sitraka enti-matory izay n...
Satria tsingerina androany ? Efa-taona lasa izay no nadaozanao ny tany ; o ry dada maminay
Ao anatin’ny distrika manandriana, faritra amoron’i mania no misy an’ambohimahazo, firaisana iray amin’ireo firaisana 10 misy ao amin’ny distrika. Miorina amina velaran-tany 20 km2 i manandriana. 292km miala avy any antananarivo. Izany hoe 34km miala ao ambositra manaraka ny lalam-pirenena fahafito. Rehefa tonga ao iva...
Randrianatoavina registoivin 23 04 00 5e b 14 oui
Ny tanjon’ny sekoly l. M. A ny sekoly tsirairay dia manana tanjona hotratrarina avokoa. Misy ny tanjona iraisany amin’ny sekoly rehetra mijoro ara-dalàna, izay voarakitra ao amin’ny programam-panjakana; fa misy ihany koa ny tanjony manokana, izay iavahany amin’ny sekoly hafa. Hojerena mifanesy, araka izany ireto lafin-...
Samy manana ny heveriny ho fanabeazana sy fianarana tiany hampitaina sy omena ny taranany ny fiarahamonina. Mizara roa ny fianarana sy fanabeazana horesahina amin’izany ao ny fianarana sy fanabeazana an- tsekoly ary ao ny fanabeazana ao anaty fiarahamonina.
Fandalinana ny dinan’i melaky tsy mimpoly
Ny fotoana ivelany mizara telo lehibe ny fotoana ivelany ny fotoanan’ny mpanoratra, ny fotoanan’ny mpamaky, ny fotoana ara-tantara. O ny fotoanan’ny mpanoratra tsy fantatra mazava ny fotoana nanoratan’ny mpanoratra ny orimbaton’ny fiadanana. Azo ambara ho efa teo amin’ny fotoanan’ny fahamatorana tsara nefa no nanoratan...
Nanomboka tamin ny nahazoany manerana ny nosy tamin ny 1960 ka hatramin izao dia ny hampiray ny malagasy no filamatra ijoroany. Porofon izany ny fisian ireo fandaharana maro vokariny avy any amin ny faritra sy faritany samy hafa. Hanandratana sy hampahafantarana ny kolontsaina mampiavaka ilay faritra no tanjona amin ny...
Mampianatra ny ankizy araka ny voalaza ao amin’ny baiboly ny mpanoratra. Fanabeazana ara-panahy no nomeny ny ankizy, satria izy ireo no sakaizan’i jesoa dia tokony hanana ilay toetra tsara nampianariny. Fihetsika mahazatra ny ankizy no nandokoana ny hira. Ny fahaiza-misaotra rehefa mahazo zavatra. Sarobidy loatra amin’...
Marguerite, les pédagogie de l’apprentissage, puf, 1997, p 11 l’enseignement couvre donc deux champs de pratiques celui de la gestion de l’information, de la structuration du savoir par l’enseignant et de leur appropriation par l’élève, domaine didactique ; et celui du traitement et de transformation de l’information e...
Tsy ho ela tsy akory ’zao fiainana izao , fa fotoa-manam-petra a a a aoka samy ho valiana araka ny nataony avy ny olombelona
Omeo voninahitra ity nosintsika o ! Aza araraka mantsy ny ilo , ovay ny famindra raha misy tomika, omany ny fo fa hitondra fanilo !
Rojo tena tsy nandre inona izany izahay ry mama sa i haimah nandre?
Ka horakoraka ombana antsiva no ataon’ireo mpijery na eo aza ny tahotra , miezaka manaraka aty aoriana sy manao tazan-davitra ny vahoaka .
Lanjany ? Sarotra inoana izany raha ny anton-tsakafon’ny kaominina no jerena izay mbola mivelona amin’ny fanafarana aloha hatreto. Raha ny resaka tamin’ny olona sy ny tomponandraikitra no asiana teny dia ny fitazonana ny olona eny amin’ny hôpitaly no tsy zakany ; simba daholo mantsy ny asa aman-draharahany amin’io na h...
Varatra mipoaka anisan’ny aody gasy mahery vaika ny varatra mipoaka 16 mars 2010
Dia tsy nahomby o. Rm.72 1- 6 ambaran’ny tononkira eto fa fomban’ny lehilahy ny misaraka amin’ny vadiny ka tsy tokony hahataitra vehivavy izany ary tranga matetika hita amin’ny fiarahamonina tsy anô reka navelam-bady mamerina sy miantso indray ny vadiny ary mitaona azy hiverina ao an-tokantrano araka izany ity lehilahy...
Ka ny tsikaritray tamin’ny fomba fiasan’ireo mpampianatra izay natrehinay, dia tsy mba niainga tamina angon-kevitra avy tany amin’ny mpianatra izy ireo, na dia namoaka ny heviny tokoa aza ny mpianatra, fa nionona tamin’izay natolotry ny boky araka ny efa nomaniny ihany nadika teny amin’ny solaitrabe sy tao anaty kahie....
Ahodinonao ny sainy hahatsiaro ’ty ankany ! Fa ny reny sy ny rainy mbola miandry eto ihany!
Raha nanontany ny toerana misy an’i sonia i camalo sy i andry tao oodondatta dia nambaran’i adolphe fa vh tak 76 50km vao eto no misy ny tanànany tena any ambanivohitra mihitsy. Musgrave no anarany .
D’une autre, la vie individuelle. 31 izany hoe fiampitana ho any amin’ny tontolo hafa ny fahafatesana, ka ny olona rehefa maty dia tsy maty tanteraka fa miova. Mazàna ny fanahin’olona nanana ny maha izy azy teo anivon’ny fiaraha-monina toy ny mpanjaka sy ny taranak’andriana ny mpitankazomanga sy ny nanana ny maha izy a...
Misy hira kanto loatra na ny feony n any tonony tao an-dapam-bazovazo fa naleoko tsy navoaka ’ndrao manko izay koboniny hadikanao ho vazivazy
Aiza no misy mpamono fitiavana 1 hira? 2 asanao 3 lazao ahy 4 ilay fitiavana adala 5 fahoriana ny mitia 7 izany, hono, izy dia tia ! 9 satriko 11 lay fofom-pitia aminao 12 tsy ny tsy 13 tsinjonao ve zato lanitra matsora 14 aoka 15 tsy poeta aho fa mpikalo 16 aza itambezoanao aho 17 dia misento anao ny foko 18 ny fiaina...
Tsy mahavelona afo
Hanana fahasahiana
Sections cartons c.76d relations sur les activités et tribulations des chrétiens spécialement d’andohalo pendant l’absence des missionnaires, octobre 1894-septembre 1895.
Grize, tanterin’i j. M. Adam, les textes types et prototypes, tak.127 le terme expliquer désigne des activités trés diverses. Expliquer le point de vue que l’on adopte, expliquer une page de proust et expliquer comment réussir un riz créole ne renvoient certainement pas à un meme sens. 28j. Adam, op. Cit, tak.128 le te...
Manampy ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra amin’ny fanabeazana ihany koa ny fiarahamonina.