text stringlengths 10 11k |
|---|
Fanoroam-pejy |
Ny sary hafa rehetra ampiasaina ihany koa, na dia tsy sarina mpanoratra aza, dia tokony harahina fanazavana fohy hatrany eo ambaniny. Tokony homarihina eo farafaharatsiny ny loharano nakana ilay sary. |
Lisitry ny fafana |
Antony fitsinjarana nandositra sy mitsoaka ny ray aman-dreny 04 vonoan’olona 05 narin’ny ray aman-dreny 03 ankizy ratsy fitondran-tena 07 sokajin-taona 09- 11 12-15 16-17 isa 07 05 07 fitambarany 19 loharano fanadihadiana mivantana tamin’ny filohan’ny akany avoko faravohitra, octobra 2013. Nandositra sy mitsoaka ny ray... |
Manao hira fiarahabana rehefa tonga eo an-kianja sady milahatra milamina tsara ny mpiangaly vakodraza? A. Ny arahabadia fomba fanao iainan’ny olona ihany koa eo amin’ny fiainana andavanandro. Tonga tsy miarahaba hono naman’ny tezitra. Raha vao misy olona roa na telo mifankahita dia tsy hadinony ny manontany ny fahasala... |
Dia tandremo sao mihintsana ny voninahitrao fa rehefa raraka io tsy mba misy azo atao. Ka tandroy ny hajanao tsy ho lany hamamiana fa ny nenina anie dia manenjika aoriana. |
Ny zana-peo tsotra amin’ny tsinjara toerana i2 ’ |
Zavatra jerena iza ny mpiteny? Olona manao ahoana no itenenana? Inona ny zava-kendren’ny mpiteny ao? Ahoana ny paika nentina nandrafitra ny lahatsoratra? Ahoana ny fanajana ny lalànan’ny fandaharan- teny? Fampiaharana mamorona lahateny manazava ny maha zava-dehibe ny fananam- panahy eo amin’ny maha olona. Ataovy mazava... |
Ny helo-drano delta |
Voaporofo, araka izay, rehetra izay fa tsy mifidy asiana tokoa ny fahafatesana, raha ny sokajin’olona no asian-teny. Tsy misy fetra ny taonan’ny olona alainy, fa izay tiany hoentina na kely na lehibe na antitra na tanora dia tsy afa-mandà. |
Ho kaloiko ho anao ity hira vaovao rehefa ’lay izaho sy ianao miaraka mipetrapetraka, miala voly, miala reraka |
Haingo 1988 |
Raha ny lahatsoratra maneho ny lesona momba ny literatiora ao amin’ny boky, dia somary vitsivitsy ihany. Ny takina ao amin’ny fandaharam-pianarana anefa , dia ny famaritana ny literatiora. Noho izany , hisy ny lahatsoratra atolotra izay miresaka ny momba ny literatiora . |
Fifandraisan’ny lafika tokana sy ny fahazazan’ny mpanoratra nolazain’i charles mauron fa amin’ny dingana farany amin’ny asa fanadihadiana, dia fantarina ny fiainan’ny poeta mba hahitana raha misy eo aminy, mifanohitra amin’ny tsoa- kevitra voaorina tamin’ny fanadihadiana ny asa soratra. 66 noho izany, hofantarina ny ka... |
Ny horonan-tsary koa mitombo |
Andamioly 15 mey 2008 |
Tsy dia ilaina fa mandany fotoana, b tena ilaina satria anisany enti-mampandroso ny firenena, |
Ingahy inspecteur |
Ny fehezanteny mifamaly rafitra mitovy vahana, mifanipa-kevitra no nentina nanambara ny hevitra hoe ny mpanao anton’asa ny fanaratsiana ny hafa, mifosafosa dia mahatonga fanafintohinana ho an’ny hafa. Izay rehetra lazaina aminy dia azo antoka fa haeliny ho fanta-bahoaka izany. Ny olona toy izany matetika dia mety hahal... |
Mitovy tsy hafa ny andro sy ny alina tsy misy maraina ’zay no mba fiainany mamolavola ny fo sy ny fisainany ireo natenaina hanarina izany no loza ry tiana idreo fa variana idreo miala liana anaty hasambarana |
Olana eo amin’ny endrika aseho ny ray aman- drenin’ny mpianatra |
Mandray tovana avokoa ny fototeny rehetra fa ny resahina eto dia ireo mandray tovana rehefa atao verindroa ihany; izany hoe miditra ao anaty fototeny ny ampahany amin ireo tovana toy ny-i maro amin ireo teny no averin ny olona miaraka amin ny tovana ny verindroa; indrindra ny matoanteny aman-tovana -ina izay resahina a... |
Ny tononkalo ahitana andininy tsy mitovy halavan andalana raha vao jerena, dia hita izany tsy fitoviana izany satria misy andininy somary fohy kokoa raha oharina amin ny hafa. |
Isan’ny sary 01 |
Malemilemy e e ia malemilemy e e ô tsisy raha mahia a e e ô ô, malemilemy e e ô ô sa atrià ny vato |
Tahotra métaphore 2 mifono fanabeazana ny zaza |
O, ry kintana, ombay manatrika aho, mila tsy ho very dia, ka hiresaho! Hianareo no solon-kava-maha-tratra hilazako ’zay mba zavatra mihatra! 216 |
Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; fa izay vavana dia haringana ohab 13 3 |
Ny anadiplose ny anadiplose dia sarin-teny azo avy amin’ny tamberim-boan-teny na andian-teny am-param-pehezan-teny na amparan’andalana sy andoham-pehezan- teny na an-dohan’andalana mifanesy, ary tsy miova hevitra ilay teny amin’io izy miverina io 150. Ahitana izany, ohatra, ao amin’ny anatra va lah. 63 raha toa ka mite... |
Op. Cit 81 |
Dia mbola nananatra ihany ireo nahitany masoandro, kanefa tsy resin’izany ny ditran’ny sain’i benandro. |
Les activités de la salfa |
Mba ho malagasy miorim-paka |
Ny antony nanaovana ny sekoly fibeazana ny ray aman-dreny |
Nosinganin’ity mpanoratra ity manokana ny tovovavy mba hitandrina ka hanana fitondran-tena tsara. Ahitana izany ity andinin-tononkalo ity ianareo, ry tovovavy, tsy tiako hanana kilema, ka raha misy izay mandravy, mandava mafy mitandrema |
Mba dénote une participation marginale, subsidiaire de l agent, du siège du procès ou de l attributaire au procès dénoté par l élément principal. Cette participation marginale peut être, le cas échéant, involontaire. Mba niteny rakoto rakoto prit la parole malgré lui rakoto talks ! |
Hita eo amin’ny sary fa samy tsy tody hatramin’ny farany ny fanahafan’ny u ny e sy ny fanahafan’ny e ny u samy mijanona eo amin’ny o izy roa ka manome ny oo , izay miravona ho o tokana amin’ny farany. |
Boky i tak 122 |
Fizarana voalohany |
Maimbo rà ireo mpamono tompon-tany sy vahiny nilofosany aoka izany nifanambazany mihitsy ny handatsaka aina anao lasa ianao! Lasa ilay mahery fo! Matoria am-piadanana an-trotroan’ny tanindrazana ny fanilom-panarenana zay narehitrao tetoana tsy ho fatin’ny tsioky ny tsy tia sy ny fotoana ao’reo zandrizanakao, eny, zoky ... |
Callet, 1908 1987 ,482 p op. Cit, tomei, in kabary nataon’andrianampoinimerina tao amboara nananganana ny tsena taminy avaradrano, p.855 127 j. C. Rouveyran. Terre malgache, tany malagasy n 05, janvier 1969, université de madagascar. Ecole normale supérieure agronomique in de l’économie de subsistance à l’économie d’éc... |
Tsy mba voaly fa fanoitra hany tokana eto an-tany, ka manairana ny lavo mbola hanantena ihany. |
Mbola mampiasa voambolana toy izany andrianary ratianarivo ao amin’ny tononkirany mitondra ny lohateny hoe ny fanahy sy mba ahoany raha misy maka vady, dia ny kary no afaka ady; fa ny mamonjely gasy, samy tia ny kasikasy. 237 voambolana tsy fantatry ny olona ankehitriny intsony koa ny hoe mamonjely , izay ilazana ny to... |
Tsy mba mahita akory ny zavatra miseho anivon’ito tany fa eny antsefa-drahona sy eny anivon-danitra eny ny sainy no sondriana miaina velon’aina. Miaina fa manonofy; |
Ny mpampifandray ireo manelanelana ny mpandray hafatra sy mpamorona, dia ny mpikirakira, ny mpanova, ny mpampita hafatra, ary ny mpampifandray. |
O! Mba mijanona ry erika avy ambony. Mba mionona ry foko tsy mitony. |
Sahala amin’ny olona diso fanantenana rehetra, misy hatrany ny fandrenesana fanaintainana ara-panahy teo amin’i faly, nanampy trotraka izany ny fahafatesan’ireo ray aman-dreniny, miverina indray eto ny sarinteny fanovana endri-javatra ao amin’ny hoe tsy hila vaniny amin’olona no nahatongavako, fa hitsako ny fahoriako v... |
Manatsara ny fiainana. Amin’ny fiainana mahatonga hevi-diso ny fironana betsaka amin’ny lahatra. Na dia tsy fahombiazana vokatry ny tsy fitandremana sy finiavana aza dia atolaka fotsiny amin’ny lahatra. Tsy lahatra akory ny fahantrana hoy ingahy rabetsitonta. Finoana -ny finoana fa lahatra avy amin’ andriamanitra ny fa... |
Mpikambana ao amin’ny fivatsi |
Fanontaniana omeo ny antony? |
Paris, 346p |
Contrôles comptables utilisation des pièces justificatives et pièces comptables pre- numérotées et pre-imprimées et approuvées par un responsable habilité à faire ces opérations gestionnaire existence de fiche de stocks tenue par le gestionnaire existence de registre d’entrée et sortie de stocks rapprochés périodiqueme... |
Taorian izay, ary nanaovan i soaniaina marie rosefine mémoire tamin ny taona 2007, ka nahazoana ny mari-pahaizana maitrise ès-lettres malagasy, teny amin ny oniversiten antananarivo. Nampitondrainy ny lohateny hoe ny endriky ny fitantarana nanehoan i eric ravalisoa ny tantara foronina rehitra hambom-po nosoratany ny as... |
Ii-2-2 ses traits caractéristiques ii-2-2-1 le climat le climat de la région est de type tropical humide dans les parties élevées de l’est et du centre antanifotsy, antsirabei, antsirabeii, faratsiho et ambatolampy par contre, la moyenne des températures dans les moyen ouest mandoto, s’élève plus de 6 par rapport à cel... |
Lafin-javatra telo no hojerena ato amin’ity toko fahatelo ity, dia ny momba an’andriamanitra, ny toe-panahy tokony hananan’ny kristianina, ary ny toetra takina amin’ny mpitondra fivavahana |
Fifaliana lehibe no mipololotra avy ao anatinay noho ny nahavitan’izao asa fikarohana izao. Mendrika sady tokony homena fisaorana ilay andriamanitra be fitiavana noho ny fitantanany anay ka nahavitanay sy nahatontosanay ity asa fikarohana ity. |
Fafana 1 fanasokajiana araka ny taona sy amin’ny mahalahy na mahavavy ny mponina ao anatanetibe mahazaza |
Fampandraisana anjara eny ifotony |
Ny fiarahamonina arafitry ny fanafanana omby singa na lafin-javatra, na rafitra samihafa no mandrafitra ity tontolo ity65; ka mahatonga azy ho lasa fiarahamonina iray lehibe ivondronana zavatra, na singa maro samihafa. Azo avondrona ho tontolo roa lehibe izy ireo, ka hojerena mifanesy izany. |
Inona izany tantaran’ny literatiora izany ? |
Tsy haniry fandrotrarana ny tokotaninay rehefa atsy ho atsy fa ianao indray ho avy hanambitamby mody tsy havandy |
Ny fiandrianam-pirenena no voaloham-pahendrena. |
Miraki-panembonana a mivimbim-pitokonana a ny fo fa manimanina b manin’olo-tiana b 166 eo amin’ny fiainana andavan’andron’ny fiarahamonina, indry, dia asehon’ny mpanoratra fa mifanjohy hatrany ny fiainan’ny olona sy ny zo izay ananany. |
Voambolana kristiana hita ao amin’ny zanako fanazavana sy fanaporofoana fiangonana, mitory teny, diakona teny entin’ingahy rabary hampahatsiahivana ny vadiny ny toerana misy azy eo anatrehan’ny mpiara-monina sy ny fiangonana. Marina izany hoy ingahy rabary, kanefa voalazako anao koa ny mety ho fahafaham-baraka eo anatr... |
Antitranterin’i justin rainizanabololona fa raha te handrafitra tononkalo ara-dalàna dia ity rima ity no iankinan’ny maha poezia ny poezia ka izay te hanao poezia tsara, mendrika izany anarana izany dia tsy maintsy hiezaka hitandrina azy tsara, satria ny rima nofototry ny poezia .20ny mikasika io rima io indrindra no h... |
Niambina tao amin’i aziz, naira-niasa tamin’i fano sy rakotovao 15’- lasa mpanao kaonty tao amin’ny tranombarotr’i aziz 16’- saika haka entana any maorisy |
Ahitana elanelana kely |
E! Ry zazavavy tsaika, toy ny anjely soa mitory a zato volondohanao toa voahirana an-kamory, a moa ianao ilay tamara, rako-bony miparasaka, b ty takolakao mianjaika, toy ny voankazo masaka? B |
Ny foko babonao saika lasa adala efa niova izy izao efa lasa mpankahala164 |
Famolavolana ny fandaharam-pianarana |
Tak 06-36 tak 37-82 tak 83-99 tak 100-130 fn ff2 |
L’habillement paramètre d’évaluation du niveau de vie des ménages pour évaluer le niveau de vie de ces ménages, nous avons effectué également des enquêtes auprès des ménages pour connaître la façon dont ils obtiennent leur habit. Le tableau ci-après montre précisément le degré d’importance de l’habillement ainsi que le... |
Razafintsalama a , op. Cit , septembre 1995 tak.81 |
Fafana 16 maneho ny tomban’ny fitantarana resaka. |
Anaka! Etsy àry, matoria, ka manofisa mamy ary akimpio ny maso ’ty ny tanako iondany! Idada ity mandrotsirotsy, fa ineny efa trotraka 5 nitaom-biriky anikeo ary efa saika potraka noho ny haben’ny havizanany. Ka savolaina be ny tanany! Raha mingonongonona aho, aza atao manaitra anao fa tsy momba anao akory izao ventesik... |
Année 2008 |
Cette présente recherche est une étude anthropologique concernant l’église orthodoxe à madagascar cas de l’église orthodoxe qui se trouve à antanimena. L’étude met le point sur son évolution et sa particularité. L’église orthodoxe est parmi les plus vielles du monde mais ce qui n’est pas son cas à madagascar à cause de... |
Mampiasa tohan-kevitra ity karazan-dahateny ity araka izany, satria tsy resy lahatra ny olona raha tsy mahafantatra tsara ny manodidina ny hevitra aroso aminy. Isan’ny misongadina amin’ny ny tohan-kevitra ampiasaina eto ny fampitovian-javatra. Mety ho fampitahana fampifanatrehana manoloana ny hevitra tohanana koa no en... |
Tsy fantatra mazava kosa na -s- na -às- no ao amin’nydia diasana, roa roasina |
Raymond sy m. Vincent ireo vazaha saika hanodinkodina ny sain-drandria sy i dr rabary. Ireo saribakolin’i malanto. Ramasy mpitandrina. Ny renin’i daka na zo andriamahaimanarina, vehivavy niharan’ny herisetra ka bevohoka ary voailiky ny fiarahamonina. Ilay dokotera mpandidy mpiara- miasa tamin-dramavo. Jy ilay mpamily n... |
Ao ny mandrindra ny feo rehefa manonona teny ka raha kentsona tapany ny renifeo eo aloha dia ataony kentsona tapany koa ny feo ao aorina. Izany hoe manaraka ny firindran ny feo fotsiny ny mpiteny rehefa manonona teny ny olona. |
Raha mitady ho fetsifetsy 5 |
Ed. Ambozontany |
Hazavao misimisy kokoa izany. Nasain’ny |
Ry foko mifalia mifalia ry zatovo, dieny mbola tanora hianao ka mandehana amin’ny sitraky ny fonao sy jeren’ny masonao ; nefa aoka ho fantatrao fa hoentin ’andriamanitra hotsaraina hianao amin’izany rehetra izany. Mpitoriteny xi 9 |
Nampiasa ity andalana antonony ity ny poeta ho fanehoana hevitra tsotra. Tsy lava moa tsy fohy ny andalana, kanefa mahalaza ny tiany hambara amin’ny mpamaky. Hita ao amin’ny tononkalony ihany koa, anefa, ny andalana lava. |
Mention usages, savoirs et competences en contexte multilingue parcours formation d’enseignants |
Araka ny hita ao amin’ny ohabolana 16 6 indray ; andriamanitra dia afaka manome famindram-po sy famelan-keloka ho an’izay matahotra azy ka manao ny marina sy manalavitra ny ratsy. |
Ry mpivahiny havanay |
Ny fiainam-pitiavako fantatro fa tsy zaza intsony aho, ka naniry hahafantatra zavatra betsaka amin’ity fiainana ity, anisan’izany, ny fahalianako hahalala ny amin’ny fitiavana. Ny fahatsapan’ny zatovo ny maha-izy azy, ny tsy maha-zaza azy intsony no mahatonga azy haniry fatratra hahafantatra zavatra betsaka amin’ity fi... |
Tahirin-kevitra mikasika ny literatiora |
Tsy tia miteraka vavy ny lehilahy shinoa mivahiny any amin’ny firenen-kafa. |
Raha idirana lalindalina kokoa ny fomba fanatanterahana, dia toy izao no endrika ahitana izany. Angon-kevitra amin’ny mpianatra tsirairay angon-kevitra amin’ny tarika fanolorana ny lohahevitra hianarana filazana ny tanjona hotratrarina amin’ny lesona. Fanomezana ny drafitry harahina amin’ny lesona. Fanomezana ny toroma... |
Fanazarana d complétez les pointillés en utilisant fa fill the blanks , using fa |
Ny tranomaizim-pijaliana, nampian’ny lefona mifofo, nanjary hiram-pihobiana, nandresy lahatra ny nofo fa ny fiangonana , |
Mamaky teny sy manoratra izy ireo ary tsy manam-pahalalana. Tamin’izany fanorisoritana izany no nahitana fa mazoto mianatra any an-tsekoly ny zazavavy ary mahomby kokoa eo amin’ny fianarana raha mitaha amin’ny zazalahy. Ankoatry ny any an-tsekoly dia mandray anjara amin’ny fanabeazana ny zazavavy ihany koa ny fiangonan... |
Ny fahabangan’ny teknika |
Fampaherezana ny mpiara-monina amin’ny tena manoloana ny adim-piainana |
Ii.3.12 ny renifeo r |
Voalaza teo aloha fa maro ireo lafiny tsara tao anatin ity rafitra mpiray kibon omby ity izay mikendry handamina sy handrindra fiarahamonina amin ny fanatontosana fomban-drazana. Na izany aza dia tsapa fa mihen-danja ny rafitra, hita taratra izany teo amin ny fandraisana anjarany tamin ny fanatontosana famadihana izay ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.