text
stringlengths
10
11k
Taona âge 2. Lehilahy vehivavy 3. Toerana niaviana 4. Fonenana 5. Olona iaraha-mipetraka irery
Ravalohery, rain- janak i sahondra lehilahy bikàna sy mahalala fomba. Mahafantatra zavatra betsaka izy, manavanana azy ny tantara , ny sarin-tany, ny zava-kanto, ny ekonomia, ny pôlitika na ny eto an-toerana, na ny iraisam-pirenena. 50 manana toetra amam-pihetsika manintona vehivavy izy, ka nentiny nanararaotana izay s...
Tsy haiko hovisaina raha hotanisaina ny lokon’ny fitia voatokana ho anao ao am- poko ao
Niry-solosoa
Raha bangoina izay voalaza, nampiasa ny fehezanteny tso-drafitra sy mivadi- drafitra i lyra ao amin ireo tononkalony. Ny fehezanteny tso-drafitra dia anambarany amim-pahatsorana ireo fihetseham-pony momba ny fitiavan- tanindrazana izay hita taratra ao amin ireo fomba amam-panao maro, ohatra. Nampiasainy kosa ny fehezan...
Ny fanagasiana, antananarivo librairie mixte, 59p.
Ny mpanoratra efa nisy mpanoratra nalaza isaky ny vanim-potoana tsirairay nomena tao amin’ny lesona. Ohatra rabearivelo, nalaza teo anelanelan’ny 1915-1929
Hanina rehefa tafasaraka amin’ny tany niaviany ny olona dia hatombo ny fitiavany ilay taniny, ary seho an ’ny endriky ny hanina azy izany. Nitombo tao anatin’ny mpanoratra ny hanina ny taniny ary nihamafy ny alahelony, ka nahatonga azy hanafatra ny vorona, sitrany ahay mba tonitony. Toy izao no fomba nanehoany ny alahe...
Ny fahafatesana
Zaza mbola mianatra ikoto, saingy noho ny reniny tsy salama, dia voatery nanapaka ny fianarany izy fa hikarama hiveloman’izy mianaka. Ny fanasongadinana izany toe-javatra mampahonena izany amin’ny alalan’ny fihetsik’ikoto, no miteraka fitserana eo amin’ny mpamaky eto.
Randria mamadika gazety fito volana izay no nijanonan-dralila vadiko tany an-dafy. Raha atao ny vinavina dia eo amin ny iray volana latsaka eo sisa 650- izy dia ho tonga. An, an, roatokombolana mihitsy sisa e! Ha, hisy azy angamba izao ny hafaliana hifanatri-tava amin ity vadiny lasa talen ny fitantanana ny kabinetra a...
Apetrako aminao ry ray ny herim-pon’ireto zoky efa efa hazo amoron-tevana, kanefa mbola tsy afa-po manao ny ainy tsy ho zavatra, 10 mikiry sy manampy anay am-pitadiavana ny rariny.
Ny fanoharana
Sokajin’anarana mahaleo tena ny endrika irafetan’ny tovona ku- satria irindran’ny sokajin-teny hafa noho ny anarana. Ohatra firindran’ny mpampari-toetra
Fitoviana eo amin’ny lafiny ratsy
Tsy ilaozan’ny olana ny asa izay atao. Toy izany ihany koa ny nanatanterahana izao asa fikarohana izao. Teo aloha ny tsy fahampian’ny tahirin-kevitra tokony hampiasaina, koa dia niezaka nitety tranom-boky, ary niditra ho mpikambana tamin’ireo tranom-boky sasantsasany izahay. Teo ihany koa ny fahasarotan’ny fifandraisan...
Ity amin ny zanabibiandriakomanjaka na dia tsy maro loatra aza izany. Tandindon ny kolontsaina malagasy ny fananana azy. Ny ankamaroan ireo zanabiby dia miompy omby avokoa. Manan-danja aminy ny fananana izany satria voninahitra sy marika maneho ny maha izy azy ny tokantrano iray ny fananana izany. Tsarain ny olona ho t...
Rn route nationale
Moa tsy aminy àry izao ilay maha ianao anao ?
Rabemananjara joseph lehilahy filoham-pokontany
Tononkira nalaina tao amin’ i leingahy mianaka in gazety iraka laharana 3 1 miada-manito 347 ny andria-manjaka; faly manapaka ny komandy; mitombo mirobona 348 ny vahoaka.
Tsy isika anie no ratsy fitia no lany daty ka tsy azo hoterena
Hoe ianao ahy, izaho kosa, anao isika hifanambatra fo mitia sy sambatra !
Tanisainao ato amin’ny tara tasinao lavabe ny fampihara na ny oinan ny mpihary tao ankaboka, sy bemandresy fir. Berenty, tao ankeriky
Andriamamonjy f
Antananarivo, le 10 juin 1997
Ireto daholo ny halatra madinika sy ny sazy mifanaraka aminy; manomboka amin’ny sikajy ka hatramin’ny ariary folo. Fafana 11 ireo karazana sazy
Dad’af, izaho no filoha, 18 aogositra 2006, ton. 18, tak 24, boky i 107 botsaiky, tia vao, 08 janoary 2008, ton.76, tak 82, boky i 108 miara, satry foana, 13 desambira 2006, ton.32, tak 38, boky i
R’ilay maditrako ato am-bohoky ny reniny aza tonga aloha ialahy mandra-piezahako hampitsiry io amonta-maina io !
Horonan- fieritreretana eo
Toko 2 lafiny toe karena
Amin’ny maha malagasy azy dia matetika tsy misaraka aminy ny fomba nentin- drazana dia ny fampiasana ny tony na fanaovana sikidy na fanjotsoana tromba, ireo no fomba famantaran’ny mpiompy ny dahalo handroba; ireo karazan-javatra ireo no hinoany fa miaro ny omby tsy hangalarin’ny mpangalatra, raha misy olona mikasa hang...
Pôlitika, na ireo avara-pianarana, na ny mpiasam-panjakana sy ny tantsaha, eny fa na dia ny sasany tamin’ireo frantsay mpitondra fanjakana aza. 2.3.2.2. Ny hetaheta ara-ekônômika
Ny fiaviany
Tafitohina tafitohitohina
Iv- rakibolana
Ny zava-dehibe nanamarika ny vanim-potoana nanjakany izy no nanova ny andro fandroana ho 22 novambra, daty nahaterahany. Tamin’ny 22 novambra 1883 izy no nandray ny fiandrianana ho mpanjakan’i madagasikara ny 16 taona nanjakany dia nifamahofaho be ihany. Mbola tsy vita akory ny adin’ny frantsay sy ny hova izay niantomb...
Ny heriko tsy sandry na basy aman-tafondro tsy vola sesehena na harem-be mivangongo ilay tsy azonao tsaraina, tsy hitanao refesina ilay manana ny lanjany ka hitanao rafesina 199 ny andinin-tononkalo manana andalana dimy na quintil 200. Ahitana ity endrika iray ity koa ny asasoratr’i arni. Ao amin’ny hoe haza no anehoan...
Lesona manontolo ve no homanina sa seho? 4. Hafiriana no faharetan’izany fanomanana izany? 5. Mandrafitra takela-panomanan-desona ve ianao? 6. Inona avy ireo antony heverina fa tsy mahatafita ny lesona ?
Raha ny haja no hamidy mora ka ny nosy no tonga voakora, ry tanora ô ! Mba matahora, 20 mihemora, zareo, mihemora !
Azo lazaina ho tsy marina tanteraka kosa anefa izany satria ny fampiasana ireto farany dia matetika no tsy ilana tarika ny fampiasana azy, ary tsy voatery ho manana talenta sy fahaizana loatra ihany koa ny mpampiasa azy ireny. Ireto mpanao mozika maoderina ireto kosa anefa dia tarika manan-talenta tahaka ireo mpanao va...
Vahatra fafana
Vokatr’izany dia sarotra ny iavotan’ny tany madinika amin’ny lafiny maro ankilany, mitsikera fa tsy mionona fotsiny amin’ny zava-boalaza amin’ny fanambarana ôfisialy ny mpikaroka izany hoe, tsy maintsy mamantatra ny antony nahatonga ilay toe-javatra ny mpikaroka no sady mitsikera ny hevitra ao ambadik’izay voalaza. Oha...
Fafana faha- v ity, dia miverimberina indrindra ao ny teny milaza fitaovana, ny teny toy ny boky sy gazety mahatratra in’efatra ambin’ny folo 14 ny tamberin-teny ilazana izany, ao anatin’ny tononkalo miisa dimy 5 ny azo ambara amin’izany dia toa vainga mahay mamaky teny sy manara-baovao ihany koa ity vainga ity. Eto di...
Manjakamiadana
Rava hatreo ilay fanirina hitondra an-tratra ilay voahangy amin’ny andro fifaliana kanjo leitsy toa mamangy tsy nitoetra fa niserana nampitondra anay fitserana
H, liako bakao o baba, zaho mila valy, nikarikarioky bakany aho ka atoy y nandesan’ny aoliko toy ahy, e zao, anakao tia amy zay y teako ka zao liako toy vasa manao akory, fa la fa io y teako ho val? H! Ny anton-diako at? Ry dada, izaho mitady vady, nivezivezy avy any aho ka at? No nitondran’it? Odiko it? Ahy, izao, it?...
Sehatra zavakanto sy soratra ary siantsan’ny maha olona zanatsehatra malagasy oralite et litterature dans le contexte malgache-action culturelle a madagascar
Teny fampidirana
Iarilala 17.3.93 nalefa radio korail 6 nov. 96
Anatra tsy avy hatrany dia miantefa mivantana amin’ny olona resahina no mitranga eto fa anatra fampieritreretana sy fisarihana ny saina fotsiny ihany amin’ny zavatra miandry any aoriana. Ny fahaizana manabe sy mitaiza ny zanaka amin’ny lafiny fitondran-tena dia ilaina fandanjalanajana tsara. Nokaloina tao amin’ny andal...
Fehezanteny mivadi-drafitra no ampiasaina rehefa tojo sedra mafy. 91ny fahateteham-piherin’ny fehezanteny mivadi-drafitra ao amin’ny asa soratry ny mpanoratra, dia maneho fa nisy zava-tsarotra nahazo azy fahazaza. Saika manerana ny asa sorany mantsy ity rafi-pehezanteny ity. Ohatra f1 ianao irery ihany no antenainy mba...
Ndeha hifitsaka indrindra, mba hiandry baiko avy tamin-drainy. Indro, tsy nampoiziny akory, nisy lehilahy nijoko azy avy tao ivohony v. A. Tak. 38 eto amin’ity ohatra ity indray dia ny fihetsika nataon’i totovahiny teo am-piandrasana ny baikon-drainy tamin’izy mianaka haka ny ombiny teo am-pelatanan’ireo jiolahy no nar...
Rabearimanana l la presse d’ opinion à madagascar de 1947- 1956. Librairie mixte, 1980, 321p
Ny fomba nentina nanatontosa ny asa
Angola ha! Tantara hafakely ity iainantsika ity.
Saingy androany aloha meteza mikaloa fa kalo ny fitiavana vetso ny fiainana. ! Nofy ny fisiana !
Teo amin’ny fotoana ihany koa no niteraka olana satria nifanindry foana ny fotoana anaovana ny taranja malagasy tany amin’ireo sekoly roa nanaovana ny fanadihadiana.
In takelaka notsongaina 2 ; op cit, tak 14
Les hypothèses de base formulées lors de la préparation de l’enquête servent à identifier l’ensemble des thèmes à aborder et des informations à collecter. On peut éventuellement consulter un modèle, mais son usage tel que risquerait d’influencer la façon de concevoir l’enquête. Les variables et les indicateurs seront f...
Ny andraikitry ny poeta tsy araka ny eritreretan’ny besinimaro azy ny atao hoe poeta. Misy ny mihevitra azy ireny ho mpanonofy, mpandrebireby saina, tsy miaina eto an-tany, milaza lainga. Ny marina, miaina eo anivon’ny fiarahamonina izy ary maneho an-tsoratra ny zava-misy ao. Tsy latsa-danja amin’izany i arni izay mamp...
Milako moa ry zenina noho ny didoha eny an-dalambe dia manaka-danitra 5 manempotra ny volana manakona masoandro ny setro-pofom-banja.
Ary ny gradation ao amin’ny hoe
Ohatra raha rafozana no maty dia maka ny toerana ho zanaka ny vinanto. Raha tiana ny vady, ny rafoza tsinjovi-mandeha, fa raha zaza kosa dia maka ny anjara toerana ho ray aman-dreny. Fanaon’ny vinanto mihitsy ny manolotra omby ny maty mba ho fanehoany ny maha ray aman-dreniny azy. Toy izany koa ireo mandray ny toerana ...
Ny stylistique de la langue i charles bally no tena havanana amin’izy ity. Araka ny teniny dia mandalina ny fomba fampijoroana ny literatiora amin’ny teny izay fanehoana fihetseham-po ny stylistique 83 raha atao amin’ny fomba hafa izany, dia maneho fa tsy manadihady ny mampiavaka na mampaningana ny mpanoratra iray, fa ...
Ny teny sy ny voambolana ary ny sarin-teny nampiasaina no hasian-teny amin’ity toko ity. Aseho tsotsotra ao koa ny amin’ireo tononkalo fisehatra sy tononkalo nadika. Ilaina ny fiangaliana ireo, satria, maneho ny mahakanto ny literatiora ny fampiasana teny mihataka amin’ny fampiasa andavanandro. Hoy i siméon rajaona tsy...
Ny zava-kendrena mandray roa ny asa fikarohana andaniny, fandinihana ny fiheverana mahakasika ny literatiora madinika, ankilany, fampifandraisana ny zava-nisy nandritra ny vanim-potoana sy ny hevitra raketin’ny tono ngah mikalo noho izany entina manitsy ny fiheverana fa tsy misy lanjany ny literatiora madinika ity asa ...
Famintinana amin’ny ankapobeny nonina tao amin’i voahangy anabaviny i tsiry rehefa tsy nahomby teny amin’ny ambaratonga ambony. Naneho toetra hafahafa taminy anefa ny sasany tamin’ny ankohonan’ity anabaviny ramily sy i miaro zanany lahy dia nanao toetra tsy zaka taminy. Lafo loatra ny saran’ny tsikalalankalam-pihavanan...
Taona efatra aho iky no nihari-java-mahatola nodaninin-kafanana, ka ny loha nihasola nefa kosa niova toetra fa tsy toy ’lay fahagola tonga olo-manan-daza, tonga mpanarivom-bola
Momba ny fianakavian’ i j. Nalisoa ravalitera
Amin ny fifankatiavantsika dia ekeko lasa ary aho. Lasa
Ireo tononkalo amina rafitra miovaova tsy hentitra ity endrika tononkalo ity no heverinay fa manavanana ny mpanoratra indrindra. Ny 71,87 n’ny asa soratra ao amin’ny vondrona ambara dia manana rafitra miovaova avokoa. Amin’ny ankapobeny dia miseho amin’ny endrika efatra izy ireo bambaray bambaray misy sasiny bambaray m...
Ny hita tao amin’ny kilasy famaranana
Eny, malagasy aho hikorianan’ny rà gasy, vonona aho mba ho tia itony nosy tanindrazana; ka na zovy tsy ho tia te-hamadika ny lasy, aoka izy hanan-tsiny amin’ny razana ikambanana.
Marihina fa mifandray amin’ny lohahevitra efa nianarana teo aloha dia marina sy ny rariny ity lohahevitra hodinihina manaraka ity dia ny hitsiny. Mazava ho azy fa misy ifandraisany ihany koa ny votoatin-kevitra hita teo aloha sy izay mbola hianarana. Izay lafin-javatra mifampiankina mifampitohy izay indrindra no tsinjo...
Sary 16 maneho ny sokajy nanatontosa famelabelarana l. F. A
Mémoire de capen. Ens antananarivo. 2002
Asehon ny mpanoratra fa tany manankarena i madagasikara, ka mendrika ny hokolokoloina. Raha ny toerana voalaza ao amin ny tantara no jerena, dia hita fa mahafinaritra sy mahatamana avokoa. Soritana manokana amin izany ny faritr i boina izay isehoan ny tantara. Toerana mahatamana io, ary manana toetra andro miavaka. Eo ...
Ny alahady 01 martsa 1835 no isan’ny andro malaza indrindra teo amin’ny tantaran’ny fiangonana malagasy. Araka ny nambaran’i h. E. Clark dia efa nisy 150.000 , hono, nivory teo mahamasina hihaino izay tenin’andriana hampijanona ny fivavahana 36 santionany amin’ireo nitondra faisana tamin’ny fanenjehana ireto tanisaina ...
Fanehoana sy fanaporofoana
Izay mipetraka lavitra no raisin’ny ceres ho kilasimandry, izany hoe ireo mpianatra lavi-podiana, mandeha tongotra mihoatra ny 30 minitra miala eo am-pianarana mankany an- tranony. Raha sendra ka mbola misy ny toerana, dia raisin’ny ceres indray ireo mpianatra izay manomana fanadinam-panjakana bepc. Ary raha mbola tsy ...
Dia nofolahina ny fo sy fisainana hanaiky hovonoina tsimoramora. V. A, tak.157 and 1 sy 2 mba hanandratana indray ireo soatoavina voahitsakitsaka, dia mampieritreritra ireo izay mirona amin’ny zava-bahiny ny mpanoratra mba handinika tsara, sao mbola manan-kolazaina aminy ihany ny teny malagasy. Mitaona ho amin’izany ny...
Izao ara-nofo sy ara-panahy araka ny voalazan’ny 1 jaona 2 20.79 fa ny ratsy fanahy kosa dia tsy mahalala na inona na inona.
Ny rivotra mitsoka, ana habakabaka manga ; ny feonao miantso, toa feom-boromanga.
Araka izany rehetra izany, dia tsapa fa avy amin’ny tena ihany no mahatonga ny fahoriana, ka nampibosesika ny fihetseham-pon’ny mpanoratra teo anatrehan’ny tsy fahaizan’ny tanora mamakafaka ny tokony hataony. Matetika anefa dia tsy izay ihany no mety hitondra fahoriana fa hita ihany koa fa malemy ny olombelona, ka mora...
Raha fehezina ny vontoatin’ireo asa fikarohana momba ny haifampianarana dia toy izao manaraka izao fijerena ankapobeny ny fomba fampianarana ny taranja malagasy any amin’ireo sekoly samihafa sy ireo ambaratonga samihafa. Fanolorana fitaovana na paika samihafa hoenti-mampianatra ny taranja malagasy mba hahatonga izany h...
Nanaovana azy. Noho izany, azo antoka fa haharitra izany, sady tsy ho mora simba rehefa kirakiraina. Samy voasoratra eo amin’ny fonony avokoa ny lohatenin’ny boky, saingy ny an’ny boky lovako t12 sy ny fary mamy t12 no lehibe indrindra. Ny soratra lehibe mantsy no mora hita sy mora vakina. Tazana eo amin’io fonony io i...
Fovan’ny renifeo
Manontany re ny vava moa tsy hitanao akory fa mijohy lalandava ranomaso mampahory ka mandena itony tava? 439
Eto dia ny vokatry ny ataon’ny ankilany no ampitomboana ny fomba filazana azy. Ilaina ny manitatra ny toe-javatra mitranga na manjo ny hafa na ny ataon’ny tena hampahomby ny fandresen-dahatra. Indrindra moa fa hevitra no ifandresen-dahatra ka hanaratsy ny andaniny dia tsy maintsy aseho amin’ny endriny tsy araka ny izy ...
Tao amin ny hôpitalin androva, mojanga nahafatesan i bakoly, ka nahafadiranovana ny tenan i sahondra manontolo andriamanitra ô! , hoy ny fitarainan ny votoatin ainy, feno afero ny rako manontolo, rombina ny ainy, feno afero ny rako manontolo, rombina ny nofoko. 69. Nankarary azy izany, ary tsy nahatsiaro izay zava-nitr...
Ny aliko eny mantsy miantsy takariva am-baravarankely mitsinjo tsy mahita na hita fa an-tsaina, milafika habakabaka mivolo sentosento sento mihalalina alina miha alina alina misangy ny tsiaro tsara pirina anaty tapa-bolana volana nitsonika nirendrika ho taona nandalo teny ny aliko alokao no alony alona manonja onjan’on...
L’interprétation des rêves. P. U. F. Paris. 572p, l’histoire du mouvement psychanalytique , petite bibliothèque payot, paris, 160p
Tamin’ny voalohany dia tsy mbola nanana taratasy ny olombelona fa hodi-kazo sy hodi-biby no nanoratany. Ny baiboly rahateo koa dia mbola tsy voatambatra ho iray fa mbola maromaro.
Ireo sarin-teny
Irako ammi
Zana-pizarana 1960-1972 vanim-potoananrny sarintsarim-pahaleovantena 1972-1991 vanim-potoananrny tolom-piavotana 1991-2000 vanim-potoananrny fanalalahana
Antananarivo
Ka tao amin’ity sampan’asa seccc service des etudes et de la communication pour le changement de comportement no niantrehanay ny fizarana asa nandritra ny iray volana dia ny 05 -30 semptambra .
Pu en ariary