text stringlengths 10 11k |
|---|
Maintso ny zava-maniry satria avy ny orana. |
Cf. Andrianarison r ; gueunier n. J la charrette à madagascar in omaly sy anio avoir enseigné aux malgaches les techniques de la charrette avait été jean laborde. P.72 |
Ireo loharano nanovozan-kevitra |
Ny fikarakarana maro samihafa , ny zava-maneno tsy fotoam-piravoravoana fotsiny ny serana , fa fangataham-pitahiana sy fisantarana vanim-potoana dia ny fiampitana any amin’ny tontolon’ny razana na fandrazanana araka ny fandinihana nataon’i van gennep30 ka narafitra sy nadikan-drazafintsalama 31dia raharaha sarotra ny m... |
Tovana ii ny tantaran’andramasina |
Ny anjara toeran ny dinika ao amin ny tantara ao amin’ny fiafaran’ny fizarana voalohany, dia nanapa-kevitra ny hampandefitra ny fitiavana manoloana ny adidim-pitiavana ratovo amin’ny alalan’ny teny ireriny ao amin’ny fizarana 1-fisehoana vi. Handalo sedra maro izy satria ireny fitsapana ireny no sangy mahery nosetrain-... |
Mpikaroka ravaoarilala rila herizo |
Manaraka ny tsimandrimandry dia ny fanar a a na fampiangoana ny vadivao vehivavy no isehoan’ny ôsi-baiavy. |
Beazobe 45- 70 |
Oe org. Mozilla; en; us. Official client firefox-achannel npsource hp gus- rd cr ei linvra. Thor rakoto, ignace fr wikipedia. Org wiki fokon olona sociale laplantine, www. Payot-rivage. Net livre-l anthropologie-françois laplantine, 1987 |
Sarotra ho an’ny eritreritra ny manaiky izany nefa zava-misy tokoa tsy noforonim-poana akory ny hoe guerre bactériologique na ny aretina ampiasaina an- kitsirano ho solom-piadiana aml 3 tak 51. |
Devic j , thebault e. P , |
Mora andraisana fampianarana tokoa araka izany ny fampiasana mpandray anjara fototra ho olon-tokana. Azon’ny mpanoratra natao mihitsy ny nanao an’izany ho olona maromaro na antokon’olona, saingy amin’izay fotoana izay dia tsy miantefa amin’ny isambatan’olona ny fanabeazana ampitaina ka mety ho sarotsarotra ny mandray n... |
Raha ny fasalamana no jerena dia mbola marefo dia marefo satria mbola tsy tratra ny fanajana ny zon’olombelona manao hoe manan-jo ny olona rehetra hanana vatana salama nefa mbola maro ireo miaina ao amin’ny faritra tsy misy mpitsabo fa miaina amin’ny fitsaboana nentim-paharazana. Ny fambolena sy ny fiompiana ary ny var... |
Indro koa tovolahy, walkman an-tsofina 10 mirintona mitrifana a-môtô mafy toa hitsena vava fasana lasa toa tadio |
Petraka olana voalaza fa tsy mitsaha-mivoatra manaraka ny toetrandro ny teknolojia. Vokatr’izay, hadinon’ny olona ny boky. Heverina fa manampy eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ny teknolojia, nefa koa manohintohina azy ihany. Raha ny boky indray no asian-dresaka dia voalaza fa mihen-danja ny fitiavan’ny olona azy ireny... |
Famelabelarana indraindray ny sekoly na ny fikambanana iray miantso an’iharilanto patrick andriamangatiana mba hanao famelabelarana miompana amina lohahevitra iray. Efa maromaro ihany, hoy izy, ny famelabelarana nataoko. Amin’izany izy no manararaotra manantitra ny fanabeazana tiany homena. |
Izay hivadika aminao dia sanatria |
Fa tsy ho be taraina sy be toloko lava ! V. A lah 42 ilaina ny misaotra hatrany an’andriamanitra satria izy no tompon’ny fandaharana ny fiainan’ny zanak’olombelona. Asongadin’ny mpanoratra mihitsy izany ao amin’ny asa sorany hoe vatsin-jobily andriamanitra no tompon’ ny fandaharana tsy hay ary mba ahoana no atao manolo... |
Vokatr’izay tsy fitovian’ny firafitry ny andalana tsirairay izay, dia tsy voahaja tanteraka ny figadona sy ny firindran’ny tononkalo. |
Fanadihadiana tsotsotra ny fafana ny hery azon’ny tsirairay mihinana 1kapoaka dia 156.7 kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 2kapoaka dia 313.4kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 3kapoaka dia 470.1 kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 4kapoaka dia 626.8kal raha atao izany ny kajy tsotsotra amin’ny hery azon’ny o... |
Dia nanotany azy indray ny antalaotra nanao hoe manao ahoana ny lokony? |
Rava ny apartheid satria tafakatra teo amin’ny fitondrana ingahy nelson mandela 1990 nanomboka ho rava ny kaominisma 1990 niala teo amin’ny fitondrana ingahy micha l gorbatchev. Rava ny firaisana sôvietika ary nisy akony tamin’ireo firenena vao nahazo ny fizakan-tenany tamin’ny taona 50 sy 60 izany toe-javatra izany 19... |
Vakisôva hazo midoroboka |
Rakalo lasa any fianarantsoa izy mianaka efa ho iray volana lasa izay. |
Ny ray aman-dreniny teraka tamin’ny 21 novambra 1959 tao befelatanana rakotomalala jocelyn aimé. Rakotomalala raymond jules no anaran-drainy, mpivarotra lambamena no asany. Rasoahanta marie georgine no anaran-dreniny, mpanao dantelina avy any ambohimanga. Samy merina avokoa ny foko niavian’ny ray aman-dreniny. Araka ny... |
Araka izany, manome lanja ny fomba fisaina na ny fomba fijery ny zava-misy manodidina ny fampianarana mifototra amin’ny haino aman-jery, fa ny tena zava-dehibe tsindrina amin’izany dia ny famadihana izany fanazaran-tsaina izany ho lasa asa famoronana atao any an-tsekoly ka ahazoana mampihatra sy mampivelatra ny fahalal... |
Fidirana ho mpikambana tamina tranom-boky samihafa teto an-drenivohitra. Famakiana boky isan-karazany miompana amin’ny haitsikera sy ny lohahevitra hofakafakaina. Rehefa nahazo fahalalana avy amin’ireo tahirin-kevitra novakina dia niroso tamin’ny filazana tamin’ireo pretra mitantana ny fiangonana md josefa ao mahamasin... |
Olana ara-potoana tery dia tery taminay ny fotoana satria tapatapany ihany sisa no tena nahafahanay nifofotra tamin’ity asa ity vokatr’ilay fanovana ny lohahevitra. Ary tamin’ny fitsidihana sekoly ambaratonga voalohany sy ambaratonga faharoa fototra, tamin’ny volana mey 2006, dia efa tratran’ny fe-potoana tsy nahafahan... |
Tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany ny mpianatra nahavita ny kilasy voalohany dia afaka manavaka ny rafi-pisainana amam-pinoana malagasy raketin’ny fomba amam-panaony miohatra amin’ny an’ny hafa ; mandrindra ny fahalalana norantoviny amin’ny soatoavin’ny fireneny manoloana ny maha-olo... |
Voambolana noloarana tao anaty baiboly |
Ilay aza mi razafimpananina sss akopay re iny hopahon’ny rivotra miankandrefana miaraka amin’ny akofa fa lazao indray ny fizarana faharoa e! Rasolo mitsangana manao azafady mbay lalana tompoko ! Rambola ho aiza isolo kanefa ny resaka vao misasaka e! Sady tafatsangana seho ii rakotondrafako ento re ny teninao ravony , f... |
De mont mollin m. , 1971. L’enseignement programmé. Paris que sais-je, puf. |
Hisy masoandro vao mibaliaka ery an-danitra hisy rivotra mitsoka sy hamerovero hanitra hisy kalokalo mamy hataon’ny reny ho an’ny zanany hisy vohitra miaina ao anaty fiadanany hisy saham-boninkazo milenodenoka jerena hisy tanimbary soa miloko volom-bolamena ahitana tamberin-teny andohan’andalana mifanesy, voambolana mi... |
Araraka ao anaty lovia avokoa ireo ody ireo ody rehetra notanisaina |
Ran e 1987 tangerina vazon-gao a tak 13-14 |
Epp anjiabe -epp anjahamarina 2 -epp tsarahonenana -epp sahajinja -ecole communautaire ankarantany -ecole communautaire ankofabe -epp antoraka -ecole communautaire vohitsara sahamalaza -ecole communautaire analalava -epp manambia |
Rehefa mazava ny endriky ny tombana natao, dia andeha hojerena ny vokatra azo avy amin’izany. |
Jours ? 0,68 180 ? 122,87 jours 447.134.518 |
Endrika mi vantana isehoan’ny fitiavan-tanindrazana |
Amam-pivavahany, ny |
Lafin-javatra roa no hojerena ato ireo firehana nalaza sy nifandimby, ary ny mpanoratra sy ny asa soratra. A ireo firehana nalaza sy nifandimby |
Dia mody ny marina no antsoantsoina; ny heviny kanjo, tsinjovy fa indro nahoana ny kely no avela hamindro? |
Fifaliana lehibc ho an’ny olona rehetra, hoy ny anjely nanambara, tsy nanisy avakavaka ; fa mparnonjy no mitondra famonjena tsy voafetra, ho an’ny jentilisa koa, famonjena tena miavaka ! |
Tokoa enti-maneho sy manamarika fanamafisana ny fiorenan’ny hevitra na toe- javatra iray ka miteraka fiandaniana amin’izany. Ohatra mety tokoa ilay hevitra narosony. Aoka izany enti-maneho sy manamarika ny fanatanterahana amin’ny fomba miaingitra no sady mankasitraka. Ohatra tsara aoka izany ny hiranao. |
Ny finday sy ny internet ? Ny finday fitaovam-pifandraisana nandroso be tokoa ny telefaonina ary asa raha naminavina izany ireo izay namorona azy tany aloha dia ilay italiana anthonio meucci izay nahavita ny endrikendriky ny telefaonina sady nametraka ny brevet telephonique voalohany efa hatramin’ny taona 1849. I charl... |
Fafana 18 ny toeram-ponenan’ny mpianatra mandritra ny taom-pianarana |
Manondro refy na zehy toy ny hakiho, metatra ilay anarana. Ohatra nividy lamba telo metatra aho. |
Tolorana fisaorana ihany koa ireo mpampianatra rehetra eto amin’ny sampana malagasy eto toliara, izay nanabe ihany koa ary nizara ny fahalalany taminay nanomboka tamin’ny taona voalohany ka hatramin’izao taona faha-efatra izao. Mirary hatrany izahay ny mba hisondrotan’izy ireo voninahitra amin’izay asa iandraiketany. A... |
Tsoa-kevitra hita, araka ny seho eo amin’ny fafana, fa lafin-javatra tokony ho efa folaka sy voahitsy tany amin’ny dingana alohan’ny kilasy fahafito ireo mbola manahirana ny mpianatra mamarana ny ambaratonga i ireo. Ary tsy mahagaga raha toa ka na efa tonga any amin’ny ambaratonga manaraka aza izy ireo, dia mbola hita ... |
Lasa ny andro nahankizy, ka ario ny fomba ts’izy |
Iii. Rakibolana -rajemisa- raolison r , rakibolana malagasy, edition ambozontany analamahitsy antananarivo 2003 abinal rp et malzac, dictionnaire malgache français, edition ambozontany analamahitsy, antananarivo, 1993 larousse 2010, dictionnaire français, paris france larousse de poche 2012, paris. Sims j et kigzett, d... |
Ny maha-izy azy ny bikan-tsoratra dia ny il, axe, graisse ny il dia ny lafiny fanontana ny tarehin-tsoratra antonony, kely, lehibe ny axe dia ny hitsin’ny soratra mahitsy, havia, havanana . |
Ny compétence orthographique fahaizana mandrakitra an-tsoratra mba hahafahana mandrafitra lahatsoratra, izany hoe fahafolahana ny tsipelin-teny. |
Ny fitaovam-pitateram-bahoaka eo amin’ny fiainana andavanandro dia olana lehibe any vohipeno ka miaina amin’ny dia an-tongotra ny ankamaroan’ny olona, kanefa ilaina fatratra izany teo amin’ny fivezivezena rehetra tsy maintsy natao nandritra ny fanadihadiana nanerana ny distrika. Izany no natao mba hahazoana valin-teny ... |
Lanja lanjalanja lanjaina lanjainjaina 311 lanona lanondanona lanonana |
Lafiny inona amin’ny zava-misy tamin’ny vanim-potoana nitrangan’ny tantara no hita taratra ato? Fitanisana. |
Ny vehivavy no ravaky ny tokantrano. Misy anefa ireo izay tsy mitandrina eo amin’ny fomba fitafy, fihetsika, fiteny, sns. Ny fitondran-tena mamoafady ataon’ny vehivavy eo anivon’ny fiarahamonina indrindra no tena miteraka ny fanaovana laza masaka. Tsy sarotra ho an’ny mpiara-belona ny manondro molotra sy mamome anarana... |
Ao amin’ny fianakaviam-be anankiray, dia misy zaza maro an-trano. Tsy |
Mandeha miandalana ny fanehoan’ny mpanoratra ny fitiavana taratra ao amin’ny tdt. Amin’ity toko voalohany ity dia misy dingana telo no anehoany izany eo amin’ny olon-droa mifankatia, eo amin’ny isam-batan’olona, eo amin’ny fisian’ny olon- kafa. Ireo rehetra ireo anefa dia natao hampiorina ny fitiavana avokoa. |
Eo amin’ny lafiny fandresen-dahatra izay mety hataon’ny olona iray amin’ny tenany ihany dia midika ho toy izao ny atao hoe fandresen-dahatra fanehoan-kevitra mitombina, marim-pototra sy tsy azo hozongozonina ary fanesorana ireo hevitra izay heverin’ny tena fa mampisalasala 24 ; izany hoe fomba iray entina manamarin-toe... |
Hita amin’ny alalan’izao fafana izao fa mazoto mivavaka ny kristianina ao amin’ny ekar sy metm satria maro ireo mpino tonga mivavaka isan’alahady indrindra fa amin’ny fotoan-dehibe. Manamarina izany izay voalaza teo aloha hoe fiangonana natao ho an’ny mponina manodidina. Vao mainka manatombo aza ny ao amin’ny ekar satr... |
Fanovana ny laminasam-panabeazana |
Tanjona sahanasa mpianatra manana fahasahiana sy mahay manatona olona. |
Tsikera eo amin’ny fanabeazana entin’ny malok’ila 1-5 |
Fizarana vi fiaraha-miasa andininy31 |
Ua. Cl, co |
Fivelomana ao mangatany. Ny ao amin’ny faritra ambohitrinibe no misy manao azy ity ho asa fivelomana mihitsy noho ny tsy fananan-tany hovolena. |
Ny firafiny dia miainga amin’ny tsotsotra ataon’ny iray amin’izy ireo. Miitatra lava be iny nony avy eo. Rehefa tsy mahavaly na tsy mahita ho tenenina intsony dia efa naman’ny mibaboka. |
Fanoroam-pejy i lisitry ny kisary iv lisitry ny fanafohezan-teny iv lisitry ny fafana v dikateny vii teny fisaorana ix toko 0 fanolorana ny asa 1 0.1 olana 1 0.2 lohahevitra 3 0.3 tanjona 3 0.3.1 tanjona ankapobeny 3 0.3.2 tanjona manokana 5 0.4 teoria ilafihan’ny asa 5 0.4.1 eo amin’ny lafiny hairaha 6 0.4.2 eo amin’n... |
Tokony hanana fahavononana mialoha mikasika ireo fahalalana ampitainy isaky ny seho ny mpampianatra tsirairay. Ankoatra ny fahavononana ara-tsaina, dia tokony ho tomombana ihany koa ny takela-panomanan-desona. Koa indro àry hatolotra eto ny andram-pampiharana ny tolo-kevitra naroso teo aloha. Marihina anefa, fa santion... |
In vondrona ambara, tak.77 ankoatra izany, tambanivohitra lanaky ny lahasa mbola kely aho, toy ny tsaka rano, andry omby, toto vary vao folo taona aho dia tsapako ara-batana sy teo amin’ny toetrako izany vatana kaozatina sy mirakiraky, fitafy malotoloto tokan-tsosona. Mato- tsaina sahady na dia tsy mahira-tsaina aza ah... |
Fehin’ny môdelin-tserasera araka ny fomba fijerin’i jakobson ny môdelin-tserasera araka ny fomba fijerin’i jakobson dia manasongadina ireo singa enina mandrafira ny serasera amin’ny ankapobeny sy ny anjara asan’izy ireo tsirairay avy ny mpandefa hafatra sy ny anjara asa fanehoana, ny andefasana sy ny anjara asa fibaiko... |
Kristiana miaina amin’ny tokantrano ara-dalàna |
Pasitera ravelojaona, gazety mpanolo-tsaina, lah9, janoary 1908 |
Fizarana faharoa toerana malalaka-ilan-trano sy dabilio |
Ny lafin-javatra mampiavaka azy manana ny mampiavaka azy manokana ny tantara foronina raha oharina amin’ireo literatiora hafa mlrakitra fitantarana. Ny sombin-tantara sy ny teatra hatrany no nampitahaina tamin’ny tantara foronina teto. |
Dialogue anisan’ny fitaovana azo anasongadinana ny voambolana tiana hamafisina amin’ny mpianatra koa ny fianarana dialogue am-bava na dia vitsy ihany aza ny voambolana apoitrany amin’izany, toy izao vous voyez cette montagne là-bas ? Oui, très bien quand on voit cette montagne, ça veut dire qu’il va pleuvoir ah bon ! E... |
Ny tamberim-pehezanteny |
Sy ny tantarany amin’ny ankapobeny. Hojerena ihany koa ny rafi-pitantanana mifehy izany farihy izany. Ny fizarana farany kosa no handalinana ny fiantraikan’ny fisian’ny farihin’i tritriva ao amin’ny kaominina tritriva sy ny fampandrosoana entiny. Hojerena ihany koa ireo vokatra tsara nentiny sy izay mety ho lesoka. Ao ... |
Gazela meva, arana tak 2, va tak 111 |
Cp2 26 27 30 30 |
Dictionnaire petit larousse illustre, op. Cit, la république se maintient ; les chefs font aboutir un programme de réformes démocratiques, liberté de presse et de réunion, instruction la que et obligatoire, séparation de l’eglise et de l’etat |
Angano fisakana tsa mba hanim-boay masia-boay, hono i fisakana taloha, indrindra fa tao andovomantsina141, ka maro ny biby sy ny olona no nahita faisana loza tamin’izany. Avelany ho maimbo ao anaty lavaka, hono, ny zavatra vonoin’izy ireny vao haniny, ka matetika no andrenesana fofona maimbo tao. Izany no anaovana azy ... |
Nalaky tonga saina, ka niantoraka tamin’andriamanitra. Asa na valim-bavaka na anjara , fa niverina ihany ny vadiny taty aorina. 2.3.3.2-ny fitiava-namana |
Mamela fahatsiarovana eo amin’ny mpifankatia ihany koa ny fiainana niarahana. Toy izao no filazan’i asiniony izany ao amin’ny mitia am- pahatsiarovana 90 sombin-takelaky ny sora-tanany atao tsara pirin-ko raha sarobidy teny fanaony, fitia sora-dambany tsy afaka ao an-tsaina sy mora tadidy |
Intervention 4 diagnostic participatif carte communautaire confirmation de l’emplacement des ouvrages réservoir, bf, sources traditionnelles et autres points d’eau la disposition, nombre de maisons et hameaux, infrastructures administratives et sanitaires. |
Ireo mpampianatra malagasy nofanina tao amin’ny ecole noramale le myre de villers dia alefa hampianatra ny teny frantsay ary any amin’ny toerana ambanivohitra 43 |
Fanaovana tatitra isan-karazany |
Izaho no miandraikitra ny mpizaha tany eto. Za nou méndraiktr n pizatani étou b afaka manoro ahy ny toerana manan-tantara ve ianao? Afak manour a n toéran manatatar vé énaou a asehoy ahy ny fahazoan- dalana hiditra, azafady. Aséoui a n fazoundalan idtr azafad b inona no mety ho hitako eto? In nou métouiata étou a hahit... |
Eto anivon’ny natiora malomaloka aok’izany, eto imason’ny tontolo, dia ny lanitra sy tany, ry tanàna zary foana, nialako tamin-kiry, o! Ry vako-drazana ela, o! Ry vata mpitahiry! Aoka hananga-tànana aho porofo tena marina, 30 fa hamelo-maso anao sady vonona hanarina, k’ireo tany tsy voavoly nefa maminao ry razako, tsy ... |
Photo 2 trano manga et casa 2 |
Mampiditra porofon-kevitra ao anaty lahatsoratra 02 |
Na be dia be koa aza ny tsiny omena anao, kanefa tsy sahaza izay mba vitanao, itsikio ihany fa ao anaty tsiky, misy fivavahana milaza fa izany na manadio anao ho sorom- pahafahana! |
Ohatra 5 ny tononkalo nosoratan-draharisoa hélène mitondra ny lohateny hoe fiainan’ny firenena malagasy tamin’ny taona 1995 and1 and2 |
Azo ovana anarana tahaka ny natao tamin’ny mpamaritoetra tsara ihany koa ny mpamaritoetra maina noho izy ireo sady em mifampitohy no samy mpamaritoetra fototeny. Toy izao ny endrika azo 3a’’ nilaza ny hatsara sy hamainan’ny andro izy. |
Ny fanandratana ny hira tena malagasy amin’ny alalan’ny soratra asehon’ny mpanoratra ny mahazava-dehibe ny kalon’ny fahiny , ny vazo fahagola , izay hira nanamarika ny maha malagasy. Hery mamelona ny fanahy sy ny vatana izy, ary afaka hanova ny toe-tsaina ho amin’ny tsaratsara hatrany. Indreto misy asa soratra vitsivit... |
Ny mpianatra kilasimandry tsirairay avy dia mandoa vola 30.000 ar isan-taona sy vary 5 kapoaka isan-kerinandro amin’ny latsakemboky ny kilasimandry. Ireo roa ireo no anjara biriky takin’ny ceres eo amin’ireo mpianatra, ankoatra ny fitondrany ireo kojakoja filany manokana, toy ny akanjony, ny atin’akanjony, ny borosy ni... |
La direction administrative et financière7 daf |
Asiana tsipi-panohizana kosa ny fanoratana ny isa an-jatony ; misy ny fiovam- peo eo amin’ny fihaonan’ny hasim-peo enti-manisa. Ohatra 400 efa-jato efatra zato ; 800 valon-jato valo n zato. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.