text
stringlengths
10
11k
Fanoitra 60 24. Fibebahana 61 25. Anio 62 26. Anatra 63 27. Maraina 64 28. Fitaizana 65 29. Erika 66 30. Fandaminana 67 31. Fahamarinana 68 32. Tl 69 33. Farany 70 34. Fialonana 71 35. Fitaka 72 36. Hira 73 37. Tsiky 74 38. Doria 75 39. 29 martsa 76 40. Herinandro masina 77 41. Mahereza! 78 42. Nankaiza 79 43. Safidy 8...
Amin’ny voanteny mifampiakina fotsiny te-hanan-janaka te-hilalao teni-gasy te hanan-janaka te hilalao teny gasy
Iii tombana sy ady hevitra
Corpus de chroniques, généalogies, discours, mythes, racontant l’histoire des rois de l’imerina, depuis les temps mythiques jusqu’au règne de rasoherina 36 andrianasolo f 1987. La palatalisation et quelques problèmes linguistiques et graphiques poses par les premières traductions de la bible malgache. 37 callet. 1980. ...
Amin’ny alalan’ny fampiasany fanontaniana tsy ilam-baliny no hanairany ny sain’ny mpamaky hiara-hisaina aminy amin’ny fanaovan’ny fahafatesana herisetra amin’ny olombelona. Noraisiny ho toy ny zavatra azo ifampidinihana ny fahafatesana eto ka nanaovany fanontaniana mampieritreritra mba hampitsahatra ny asa ratsiny, iza...
Boky amin’ny teny vahiny bachelard g l’eau et le rêve , essais sur l’imagination de la 1979 la matière. Librairie josé-corti. Paris chassang a benninger ch les textes littéraires géné- 1958 raux collection u classique hachette deschamps h préface des études françaises et étrangères. Editions 1928 gallimard.
Cybernetika
Fandravonan-kevitra hitarihana ny mpifanandrina amin’ny tokony hataony
Teny fampidirana
Dikan- teny malalaka io. Zahao ramahery j. L. C le cher frère rapha l louis rafiringa 1856-1919 imprimerie catholique 1994 tak.106
Mamy tiana rasolofoson sy céléstin razafinjatovo, mpampianatry ny 2012 inscae, prosperer, fiofanana mikasika ny fananganana orinasa;
Rosnay j. , 1975, le macroscope vers une vision globale, editions du seuil, paris. Servons-nous donc du macroscope pour porter un regard neuf sur la nature, la société et l’homme p.10 32 interaction, totalité, rétroaction
Lazao azy raha ho any ianao ka ho any; dia lazao fa malahelo hoe ’lay malaina hifandao. Matetika, hono, hoe no manirery izy any, ka mandefa ny vinany, am-piandrasan-torimaso va lah 59
Araka ny voasoratra ao amin’ny rakibolana malagasy dia fitaovan’ny vatana mijery ny maso 18. Tsy amin’izay lafiny izay , anefa no tena resahina eto fa ny maso amin’ny maha sary maneho ny fo lafika tokana azy misy tononkalon’ny mpanoratra iray maneho indrindra ny maha fitaratra ny maso. Andeha ange arahina ny fiventesan...
Ankiakandrefana
Approbation des principes de bonne gouvernance
Bibliothèque de sociologie criminelle edition cujas
Santatra am-bava rano ihany ity asa ity fa ny manetsa be mbola ho avy koa manantena ny fitohizan’ny fiaraha- miasa avy amintsika tsirairay avy mba hoentina anatevenana sy hamenoana ny tsy feno ahafahana miroso lalindalina kokoa amin’ny dingana manaraka.
Raha dinihina ny firafetan’ny teny hoe fanabeazana f-ana-be-az-ana dia ahitana ny fototeny hoe be hahazoana ny sampan-teny manabe, beazina, lehibe io fototeny io. Mampitombo ho lehibe olona iray. Ampitomboina amin’izany ny fahalalana ananany, ny fahaiza-manaony, ny herim-po sy ny herin-tsainy, ny hambom-pom- pirenena a...
Fafana 20 fanasokajiana ny mpilaza toetra izahoana araka ny hita ao amin’ny fafana, dia misokajy telo lehibe ny mpilaza toetra izahoana ny mpilaza toetra iontanana, ny mpilaza toetra anombanana tsotra ary ny mpilaza toetra anombanana itsarana. Hodinihina tsirairay isaky ny sokajy misy azy izy ireo ary hojerena ny fiseh...
Fiarahabana ny haingon’ny vozona, hono, dia rado
Isaorana feno ramatoa ralalaoherivony baholisoa simone, professeur titulaire, izay nanaiky nitantana ny asanay ka nanitsy sy nanoro làlana anay hatrany nandritra ny fotoana nanaovanay ny asa fikarohana. Hitombo voninahitra amin ny asa fikarohana sy fitariham-pikarohana ataony anie izy koa hisandratra amin izay ambony i...
Ampelatanan’ny lehilahy. Ary dia izany indrindra no mametraka ny fahasamihafan’ny zo sy andraikitry ny lehilahy sy ny vehivavy.
Asa isany taha isan-jato mpivarotra 9458 21 mpikarakara tokan-trano 2703 06 mpanjaitra 900 02 mpamily 1352 03 mpiasam-panjakana 5405 12 mpamboly sy mpiompy 24770 55 mpanao asa tanana 450 01 fitambarany 45448 100
Ny vokatry ny fananam- pahalalana
Tardif 1992 119 7 hoe mila ampahafantarina ny mpianatra ny tombontsoa manokana sy ara-piarahamonina entin’ny fanaovany asa iray rehefa hitan’ny mpianatra ny antony ilana ilay asa dia mikiry kokoa izy amin’ny fanatontosana izany.
Saritany 1 faritra vakinankaratra
Ma tak 186 tsy nanitsy ny lalana nalehan’ilay fiaramanidina. Nihodinkdina mihitsy aza, ireo mba nanandrana hamantatra ny lalana dia tena voan’ny tamberin-tany, tsy nahita intsony ny atsimo sy avaratra .
Ny laharan’ny takila
Banque mondiale, les impacts de la mondialisation à madagascar, art, culture et société par madame jeanne dina, tovana 7, antananarivo, 1999, tak. 78 le pays doit veiller à l’éducation de ses citoyens homme et femme. L’instruction des citoyens est primordialeet tout message passe mieux quand on a affaire à une populati...
35 source réflexion personnelle
Eto indray dia ny fanoharana maneho ny zavatra miorina amin’ny zava-manana aina no hojerena. Hita ao amin’izany avokoa na ny biby na ny zava-maniry, ary avy eo dia hojerena ihany koa ny mikasika ny anoharana biby. Eto am-piandohana àry dia ny zava-maniry no horesahina. Naorin’ny mpanoratra amin’ny zava-maitso ny anohar...
Razezo mpamonjy feno voninahitra feno voninahitra, feno fandresena feno fandresena hatrany hatrany; hatrany hatrany mandrak’androany
Réhabilitation maison de la police 1
Ho sombin’ny fanahiko handrisika ny diako an-tany izay hitsahiko
Teo amin’ny isam-batan’olona dia azo lazaina fa nanefy olona hahay handray andraikitra sy hahay hanapa-kevitra ary hahay hitarika ny fampandraisana anjara azy ireo teo amin’ny fitantanana ny fotodrafitrasa natao teny anivon’ny tontolo misy azy.
F’izany no mba iononan’ny foko.
Ao amin’ny takila faha-66, misy fanontaniana telo ao. 1- hamarino fa miankina amin’ny vintana ny fahavanonan’ny fanambadiana. Famahavahana.
Efatra 14 hetsy 100 000 5 dimy 15 tapitrisa 1000.000 6 enina 7 fito 8 valo 9 sivy 10 folo
Dubois, 1973, voambolana communication la communication est l’échange verbal entre un sujet parlant, qui produit un énoncé destiné à un autre sujet parlant, et un interlocuteur dont il sollicite l’écoute et ou une réponse explicite ou implicite
Gilbert ratsimbazafy, ny veloma izay napetrany, edition takariva, antananarivo, 1979, fanamahana mialoha ny amin’ny mpanoratra sy ny mpandray anjara 72 -ip. Andriamangatiana, onjam-pilafila, edisiona faribolana i. P-a, antananarivo, 2001, tak 17.
Izany hoe ny mpisolo olona mangaro isika dia lasa mpisolo olona manavaka izahay satria tsy tafiditra ao anatin’ny asa izay atao ny olona itenenana.
Lisitry ny fafana fafana 1 ny sekoly nianarany sy ny mari-pahaizana azony 7 fafana 2 ny fazarana, ny lohateniny, ny toko sy ny takila misy azy, mandrafitra ny boky fa velona indray. 16 fafana 3 ireo singa mandrafitra ny tantara 20 fafana 4 famintinana ireo sarin-teny mateti-pierina ao amin’ny fizarana faharoa .
Loharano ny mpikaroka
Endrika samihafa isehoan’ny fifanantsafana amin’ny fiarahamonina antanala ireo nosoritsoritana ireo. Ny fiovana misy amin’ny trangan-javatra iray no zava-dehibe tiana hasongadina. Miankina amin’ny toe-javatra iray ny vontoatiny. Tsy kisendrasendra izany fa vokatry ny zava-misy ary nateraky ny zava-misy. Efa azo sary an...
La personnalité de l’écrivain et l’évolution de la littérature, éditions du progrès, moscou, 504 p laurent j 1977 roman du roman, édition gallimard, paris, 224 p.
Sartre, qu’est ce que la littérature ? 1969, on n’est pas écrivain pour avoir choisi de dire certaines choses, mais pour avoir choisi de les dire d’une certaine façon p.32
Tena mahaolona ny olona dia ny vatana sy fanahy. Araka izany, ny vatana sy fanahy no tondroin’ny hoe tena eto, ka ny fifampihatahany no lazaina hoe fitresahana na mitresaka. Mitovy amin’io ihany koa ny hevitr’ilay mpamari-toetra vaky hita ao amin’ny hainteny mitondra ny lohateny hoe tiako ianao ny endriky ny fanovana a...
Tsy misy fanazavana fanampiny ny sary rehetra ao aminrny boky lovako, t12. Tsy misy lohateny ireo sary ireo, natolotra fotsiny. Raha ny tokony ho izy anefa dia tokony harahina fanazavana ny sary tsirairay. Araka ny voalaza ao aminrny sasin-teninrny boky lagarde et michard, manao hoe ny sary fanazavana dia tokony hifana...
Tena marary aho! Tsisy mba fitafiana mafàna ho anaovako ve. Ity izaho e? Izao ve sisa e? Akanjo mitampina, rovitra, ny
Ny renifeo m
Randria ary taiza koa ialahy? 550- lita manao ahoana i dada randria taiza ialahy ry ilay jiolahim-boto ity a!
Amifi ankohonana mirindra finaritra a. C agent communautaire ceg collège d’enseignement général chd ii centre hospitalier de distict niveau ii csb ii centre de santé de base niveau ii crmm centre de réeducation motrice à madagascar diu dispositif intra-utérine dsrp document de stratégie de réduction de la pauvreté e. N...
Na inona na inona no mitranga ao am-pianarana dia tsy afa-miala amin’izany ny mpampianatra. Raha mahomby ny fampianarana dia ny mpampianatra no mahazo dera voalohany. Raha toa ka mifanohitra amin’izany kosa no miseho, dia ny mpampianatra no mahazo tsiny voalohany. Manamafy izany i jacques tardif11 raha milaza fa ny mpa...
Tononkira fahatsiarovana an’ilay zoky malalako augustine ranoro 48;
Ny fofon-dohataona, zakarandahy mamony; ny tananao misafo, toa tamby mampitony.
Ny tsenan’ny akoho manatodilava
Fanamarihana samy hafa ny fanabeazana ao amin’ny ankohonana sy ny fanabeazana any an-tsekoly. Ny teny vahiny, raha ao amin’ny ankohonana, dia hay ho azy ary hay amin’ny ankapobeny fotsiny ihany amin’ny alalan’ny resadresaky ny mpianakavy. Any an-tsekoly kosa, izy io dia ianarana manaraka ny fandaharam-pianarana; efa mi...
Mivavaka amin i amin ny lisea,
Fahaizana mamorona anisan’ny zavatra tsy ampy na tsy misy mihitsy any an-dakilasy, na am-bava na an- tsoratra, ny asa famoronana. Matetika koa dia malaina hampiasa saina ny mpianatra ao an- dakilasy, ka tsy maintsy heverin’ny mpampianatra izany fahalainana izany, ka anisan’izany ny fampandraisana anjara azy ao an-dakil...
Acte 10 navela miteny irery ao an-trano navela tsy nampoiziko fa ilay sedran-doza teny tsaralalana iny no zanak’izy mivady patron-ko hay ! Ahoana re ny fomba hiainako ato e ? Raha hitady asa hafa aho mety tsy hahita. Hijanona ato kanefa olona fanahim-biby no iaraha-monina , indrindra fa izy mianaka i ramose indray mba ...
Date de soutenance. 29 août 2011
Ny fiadiana lavaka ny mpitan-jiny miaraka amin’ny vatan-dehilahy vitsivitsy no manatanteraka ity fomba ity dongon-tany no endrika isehoan’ny fasana ary lavaka no fiantso azy tsy dia misy hanavahana azy fa saiky mitovitovy avokoa ny endriky ny lavaka koa anjaran’ny tompon-draharaha no mitadidy ny lavaka misy ny havany t...
Andininy misy andalana 10 7 mihoatra ny 4 miisa 17
Tsy hitsahatra ny hirako tsy hangina koa ny kalo na ho sendra fifaliana na ho sento mampimalo.
Tsy mbola nanakombona
Ny kibo voky mantsy, tompoko, tsy mahaleo ny tsaroana, hoy kosa rabe. Koa sitraka enti- matory izay nataonareo, hovaliana rehefa mifoha manan-kavana tokoa izahay manana anareo aty, ka misaotra sy mankatelina. Voky ny vahiny. Afa-po ny tompon-trano. Samy mirana sy maivamaivana ny roa tonta. Tolaka vetivety ny andro. Ind...
Famolavolana ny endriky ny tombana mifanaraka amin’izany fahalalana izany
Niainga tamin’ireo no nahafahana nampifanaraka ny fitaovana nampiasaina tamin’ny zava-kendrena voafaritra teny aloha. Teboka telo 03 no mandrafitra ny fanehoana ny fomba fiasa narahina, dia ny fanehoana ireo dingana lehibe nolalovana, ny fisafidianana ny fitaovana nampiasaina ary ny fanakarazanana ny akora voaangona.
Ny fikentsona
Miankina amin’ny zava- misy any iarivo any
Famere- nana seho ii f inona no lesona nataontsika tamin’ny farany? V vanim-potoana 1818-1896 f ny inona tamin’izany no efa vita? V ny zava-nisy ara-tantara f mba lazao fohifohy hoe, izay hita tamin’izany zava-nisy ara-tantara izany? V 1818, tonga tao toamasina ny misionera roalahy thomas bevan sy david jones, izay nit...
Latsa latsalatsa latsaina
Les personnages ont un rôle essentiel dans l organisation des histoires. Ils déterminent les actions, les subissent, les relient, et leur donnent sens. D une certaine façon, toute histoire est histoire des personnages p. 50.
Fafana 6 ny isan ny sekoly manerana ny kaominin i firavahana.
Izao kosa indray dia hijery ny endriky ny fampianarana ny hitsiny tao amin’ny sekoly s. F. X.
Premiere partie
Ny hamaroan’ny omby ananan’ny olona tsirairay no andrefesana ny fari- piainan’olona, ka izay ahitana omby betsaka no lazaina fa mpanan-karena. Iny olona iny no manan-daza ary hajaina sy atahoran’ny mponina satria manana ny maha izy azy noho izy mibaby harena. Tsy vitan’izany ihany anefa fa ankatoavin’ny vahoaka teny ra...
Teny fisaorana misaora an’ i jehovah, ry fanahiko; ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra sal 103 2
Tsy nijanona teo anefa fa vao mainka nihamafy kokoa noho ilay ora-mikija teo ny hoe hanjavona ny zavona moa dia karazan-drahona matevina manarona ny tany, ka mahangoly ny vatana. Rehefa mihatra aman’aina ihany koa ny fahoriana dia ahatsiarovana fanaintainana mafy.
Office du riz sampan-draharaha mikarakara momba ny vary. 77 e. D. Andriamalala, op. Cit, tak.
Misy ambaratonga telo ny filaharan’ny zana-peo amin’ny fiteny ao fandriana raha ny fisokatra no jerena. Ny fisokatra dia fomba anakanana ny rivotra eo am- pitononana ny feo, araka ny volaza ao amin’ny 1.5.4 eo amin’ny zana-peo dia ny elanelana ao amin’ny ativava no amerana ny fisokatra. Mikatona na misokatra ny zana-pe...
Fahavononana hiady ady sy tolona hatrany ny fiainana. Tsy azo mora amin’izao ny fandresena fa mila fahavononana hiatrika izay rehetra hiseho. Tsy maintsy ilaina izany mba hanalavirana ny ranomaso. Porofon’ny fahavononana hiady ny toe-tsaina tsy mitofezaka, manalavitra toreo t67 176 dia misikina aho, miandry izay hitran...
Endrika maha te ho tia no lokoin’ny mpanoratra ao amin’ny mandolinah , mba hanehoany amin’ny antsipiriany ireo lafin-javatra manintona ao amin’ilay olona tantaraina lucie nanana fijery nahatahotra tokoa i lucie tany am-piandohana jereo ny fafana , saingy niova izany rehefa sitrana ny hadalany. Io endriny efa salama sai...
Mifanova amin’ny renifeo malagasy v ny renifeo swahili w eo amin’ny vanin-teny aorian’ny tsindry. Ohatra mchawi mosavy jua ? Juwa ma s va ma? Stva masoandro
Raha hanangana zavatra iray, dia tsy maintsy faritana ny toerana hisy azy. Tahaka izany eo amin’ny famoronana ny tantara foronina. Mba hampitombona ny tantara dia ilaina fantarina ny toerana isehoany. Amin’izay koa hoeken’ny mpamaky ny fahamarinan’ny toe- javatra tantaraina.
Ny akoho amam-borona dia be mpiompy indrindra ; manaraka azy ireo ny omby, ny kisoa ; ary ny mpiompy tantely kosa no vitsyindrindra. Seha-pihariana mbola azo trandrahana sy hatsaraina tsara ny fambolena sy fiompiana ao talata volonondry, ny fisian’ny tany malalaka azo volena sy hamoronana orinasa sy ny fahabetsan’ny ta...
Nathalie prince dir , la littérature des jeunes en question s , presses universitaires de rennes, 2009 d’un autre côté, elle apparait comme littérature facile de qualité souvent médiocre qui ne mérite pas l’attention de public critique et universitaire p11. 50 la littérature populaire, une révolution culturelle xix siè...
Ny tena fitiavana, hoy aho, mantsy dia mandrakizay ; 75 voarohin’ny tady tsy tapaky ny antsy ny fo mifandray. Ny senton’ny lavitra mety hoheno, miampita tokoa, rehefa fitiavana iray no mameno 80 ny fon’olon-droa !
Fitaovana mahomby amin ny fanabeazana ny fiarahamonina mantsy ny literatiora. Tsy voafetran ny fotoana sy ny fandrosoan ny teknôlojia izany.
Ny tena nasongadina, dia ny fomba fanaovana tombana ny mpianatra. Nojerena tamin’izany ny famaritan’ireo mpandinika ny atao hoe tombana, tao ihany koa ny fanavahana io voambolana io amin’ireo teny mifanakaiky hevitra aminy fandrefesana, fanaraha-maso, fitsarana noresahina ihany koa ireo karazana anjara asa fanombanana ...
Ao ihany koa ny finoana fa mitafy nofo vaovao ny olona maty ao amin ny tompo, ary tsy mahare fanaintainana intsony nanjary serafima ilay ondrindranonao 15- ny hiran-kerobima mitsena azy izao
Il faut reconnaître que même si les achats sont infaillibles mais accompagnés d’une gestion des stocks déséquilibrée, les gaspillages règnent encore, ce qui provoque une perte au détriment de l’organisation. Saf pourra alors en même temps adopter le renforcement des équipes du ail en nombre et en formation sans oublier...
Ii- cours 1 andrianaivo victorine, cours de méthodologie, enseignant chercheur à l’université d’antananarivo, au 2010-2011 2 ravalitera farasoa, cours de statistiques et probabilités, cours de gestion de projet, enseignant chercheur à l’université d’antananarivo, a. U 2008-2009 ,2009-2010, 2010-2011
Fehin’ny famaritana ny fandresen-dahatra misy fomba roa azo amaritana ny atao hoe fandresen-dahatra andaniny, fomba fanehoan-kevitra enti-mitsikera ny zava-misy ary manolotra hevi-baovao hanarenana ny lesoka amin’izany. Ankilany, ny fandresen-dahatra dia fomba iray enti-manohana ny hevitry ny tena momba ny tsangan-kevi...
Fimpimi fikambanana mpianadahy mianala
Ny toko telo no mahamasaka ny nahandro hoy ny ntaolo. Nozaraina telo mba ho antonony sady feno ny drafitry ny asa 1. Ny momba ny mpanoratra sy ny tantara fandefa an’onjam-peo 2. Ny fomba filazan-javatra nentina nananganana ny fampidirana sy ny famaranana 3. Ny fomba filazan-javatra nentina nananganana ny vatan’ny tanta...
Fa nahita anao ny masoko nandre anao ny sofiko, dia nidoboka ny foko, nidoboka ilay hirako.
Fanazavana ny teny sarotra 10 mn
Endrika va lah isany isan-jato tsotra 21-53-73-75-78-80-81-83-84-85-88- 92 12 11,76 kisary manana 1-2-3-5-6-7-8-9- 49 48,03