text stringlengths 10 11k |
|---|
Herinaratra |
Ramavo mpampivelona, nanao ny asany araka ny tokony ho izy nantsoina andro, nantsoina alina, dia tonga. Manginy fotsiny ny torohevitra isan-karazany zarainy ho an’izay manatona azy. Tsy hoe, nanao ny asany fotsiny ramavo, fa mbola nanao ny adidiny teo amin’ny fianakaviany tamin’ny fitsaboana an-dreniny sy tamin’ny fand... |
Fahafatesan’ nitoe-jaza i tsy azo notazonina ny maty i dina sy ny ny dina, ary mbola zaza tao an-kibon’i zaza tao an-kibony, fifankatiavan’i tao anatin’ny tsy dina; mitondra ny meloka mandra- dina sy i fahasalamana. Tsimokaretina vih- pahafatiny any voahary. Ary tiako ny sida. Nikasi-tanana antanimora i |
Mpikambana ao amin’ny akademia malagasy. Izay fotsiny ihany, hoy izy, dia efa ampy hitarihana mpomba 110 tamin’io fitsarana io no nahitana fisehoan-javatra fanamarika tokoa, dia ny niarahan’ireo rehetra voampanga nisakafo antoandro tao amin’ny lapan’ny praiminisitra ka nifampizara ny sakafo naterin’ny havana sy ny nama... |
Ny ap dia fanafohezana ny hoe ’’année préparatoire’’. |
Mpanara-n1as o |
Laharana lohateny tak. 1 tetiharana 11 2 fifandraisan’ny mpanoratra sy ny asa soratra ary ny mpamaky 69 3 kisary maneho an-tanantohatra ny lalana nolalovan’ny firenena malagasy 81 4 fingadon-tononkalo 116 5 kisary maneho lanja miakatra ny fahoriana nahazo ny vahoaka 142 6 kisary maneho lanja midina ny fahoriana nahazo ... |
L’animateur de rue, en train d’expliquer le projet asa |
Nahoana ry rivotra mitsoka ry volana hisoaka, ry anro manondoka ry oran-jononoka |
Appréciation de la permanence du contrôle interne cette étape consiste à vérifier le fonctionnement des contrôles internes afin de s’assurer qu’ils produisent bien les résultats escomptés tout au long de la période examinée14. |
Nampasaina ny fifamalian-drafitra eto mba hanehoana fa tsy ny lafy ratsy ihany no soritan’ny zana-peo o fa ny lafy tsara koa. |
Fafana 7 sarin-teny fanovana endri-javatra |
Amin’izay fotoana izay, na dia hilofika ny nofo hilofika satria lalàna, satria voatery nefa kosa ny fanahy dia ny maha izaho ahy sanatria tsy mba hiteny nofo aho ka mora resy. |
Cahier d’emprunt du livre enseignants fandraketana ny boky indramin’ny mpampianatra, |
Ny fanovana anarana miventso ny anatra miantefa amin’ny tena. Ananaran’ny mpanoratra ihany koa ny tokony hahaizana manindry fo. Hita amin’ny hoe aza manandrana toakan-tsoavaly rehefa mamony dia mirifatra a. P 145 ny métonymie eto dia miorina amin’ny hoe toaka. Zava-pisotro mora mahamamo ny toaka ary na ny vava aza no m... |
Miezaka misintona ny mpamaky ho toy ny manatri-maso ny toe-javatra iainan’ny mpandray anjara ny mpanoratra, amin’ny alalan’ny fanoritsoritana ny fihetsika ataony. Ny zava-kendren’i harioley amin’izany, dia ny hahatonga ny mpamaky hitsetra amin’izay ambarany. Maneho izany ity ohatra nalaina tao amin’ny rvm ity io eo izy... |
Matoa mahavita 10 tao ’lay tsy hita ilay atahorana ray ’zay isaorana |
Ny alliance française antsirabe koa satria ihany koa fiaraha-miasa frantsay-malagasy ny tetikasa namolavolana ny hetsika, dia misolo tena ny fanjakana frantsay amin’ny fanatanterahana ny mamahoaka ny alliance française antsirabe, ary ramatoa emelie méneux, taleny, dia isan’ireo mpikarakara mivantana ny hetsika. Ity ivo... |
Zahao firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, litera a , tak.450-452. 378 nohajariana ka lasa antsoina hoe marais masay ilay izy hatramin’ny taona 2006. |
Selaka selatselaka |
Lisitry ny kisary |
Toy izao kosa ny famaritana ao amin’ny développement de a à z ’’fananana fari-piainana ambony sy fahafahana mamokatra hatrany’’. ’’fahafolahana ny tontolo iainana mba hahafahana mamokatra hatrany’’ ’’fahafoanan’ny fahantrana ka mamaly ny filana fototra eo amin’ny olombelona izay mitondra any amin’ny fahaleovantena ara-... |
Misy ny fiheverana ny maty manokana ny amin’ny antanala. Miankina amin’ny tsinjara toerana sy ny rafitra an-tanantohatra ao amin’ny fiarahamonina izany. Ohatra raha zanaka no maty dia efa misy foto-pisainana mifanandrify amin’izany. Toraka izany ihany koa raha vady na raiamandreny no ianjadian’ny fahafatesana. Ny mahak... |
Manome vahana ny mpampianatra manome vahana ny mpampianatra ny fampianarana rehefa izy no mitondra ny fampianarana hatramin’ny farany. Izany fomba fampianarana izany dia mametraka ny fahefan’ny mpampianatra. Na eo amin’ny fampitam-pahalalana na eo amin’ny fandraisan’ny mpianatra fahalalana dia ezaka avy amin’ny mpampia... |
Ny dona mandalo tsy henony akory, 10 satria tafaray ao ny tia sy ny tiana iaraha-milanja ny zava-mahory, ifampizarana ireo hafaliana |
Le robert, 1972. 107-avenue parmenter- paris xi, sur les presses de l imprimerie firmin-didot maingueneau, d. Et charaudeau, p,2002. Dictionnaire d’analyse du discours. Paris edition du seuil rabenilaina r. B. Morin j-y. , 2015. Antananarivo-analamahitsy ambozontany rajemisa-raolison, r. , 2003. Rakibolana malagasy. An... |
Ranaivosoa, ny mpitarika na leader , lesona serasera am-bava taona voalohany tao amin’ny sampana teny aman-tsoratra malagasy, ecole normale superieure, antananarivo 2012 13 resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra, op. Cit, 17 desambra 2015 |
Ny baiboly, i pet 5 5b |
Azo tsoahana avy amin’izany fa vitsy ny mpanao entimody tany am-piandohana. Nitombo tsikelikely arakaraka ny firoson’ny fotoana anefa izany. Ny fampitandremana natao taorian’ny fisavana entimody tamin’ny seho voalohany anefa no heverina fa fototry ny fitomboan’ny isan’ny mpianatra nanao ny asa. Araka izany dia ny tahot... |
Ray aman-drenin’ny mpianatra vohilengo vohilengo nandritra ny lanonana ofisialy nanokafana ny fanombohan’ny taom-pianarana 2012- 2013 resaka nifanaovana mivantana tamin’izy ireo ny olana lalovan’ny mpianatra indrindra fa ny ankizivavy ny soson-kevitra avy amin’izy ireo georgine 47 taona v |
Ny fisian’ireo kesika sy kininina maro ao an-toerana dia nampiroborobo ity sehatra ity. Na ny mpanao asatanana na ny orinasa madinidinika mampiasa mampahany, dia samy mandraharaha amin’ion sehatra io avokoa, hamokatra ireo hazo ilaina amin’ny fanorenana sy ny fanaka maro samihafa fampiasa andavanandro. Ny fanamboarana ... |
Sabrina loufrani fedida, docteur en sciences de gestion, des compétences essentielles aux projets de développement, les compétences marqueting elles donnent à l’entreprise la capacité de servir les clients connaissances des besoins et exigences des clients, de leur domaine d’activité, gestion de la relation commerciale... |
Ny filalaovana amin’ny fanovana endri-javatra mandoko ny halemen’ny saina ohatra aza rakofana fireharehana ny fiainana na dia soga aza no entina dia mafana a. P 68 ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina no nentin’ny mpanoratra manehony fahalemen’ny saina, ary ny fanovana anar... |
Asehon’ny poeta, fa sary tsy foiny hiala ao an-tsainy ny endriky ny olon-tiany, ary mitondra hafaliana ho azy ny fahitana izany satry ho koloana satry tsy hiala ho hitako eto foana ny salovanao ry tiana satry tsy ho foana |
Sokajy c mpianatra 48 isa ambany 06 20 isa ambony 12 20 isa 10 no ho miakatra 21 43, 75 salanisan’ny kilasy 9, 66 20 |
Ny antrôpôlôjia baikoin’ny hetsika |
Teo aloha ny fahitana fa latsaka ambany tokoa ny literatiora nentin-drazana ka mila trandrahana sy fohazina mba tsy ho very eo ihany koa ny fanadinoan’ny olona ny fomba amam-panao malagasy ka mila tsiahivina |
Na teo aza ny fihetsika nasehon’ ilay vadiny taminy dia tsy nitraotra akory ny eja fa teny tsotra sy mampiasa saina no hanafarany azy dia ny hoe misaina toy ny hendry dia tsy lotolotoina ny fifankazahoana. |
Izany dia hita sy voalazan’i otto chr. Dahl 1951, t. 148 manao hoe a côté de la forme avec ma- il y en a une autre avec mnj. Pa mlg. Fa cette forme comporte toujours quelque chose d’habutiel. Toutefois, la forme avec pa fa- n’indique pas le procès lui-même, mais chose qui a un rapport avec l’action en malgache cette nu... |
Presque songes sari-nofy 01 |
Entretien semi directif l’enquêteur laisse parler librement l’enquêté tout en posant quelques questions. De ce fait, il faut établir une grille de questionnaire |
Aloha omaly andro iray mialoha ny f0 afakomaly andro mialoha ny f0 halina ny omalin iny andro iray mialoha ny f1 ny afakomalin iny andro roa mialoha ny f1 ny alin ny nahatongavana |
Asehon’ny mpandaha-teny fa raha misy ny fifanohanana na ny fifanampiana amin’ny andro mahaory ny namana, dia ho maivamaivana izany, izay efa fomba mahazatra ka tsara hotohizana. |
Ny teny malagasy eo anivon’ny fiarahamonina ahitana fifangaroana ihany koa eo amin’ny fandraisana ny atao hoe teny malagasy sy ny tenin-dreny. Andeha àry aseho manaraka eto ny maha samy hafa izany. |
Amparihy ambatomirahavavy source haut placée nb 02 36 l mn 10 1000 dh |
Fihariana momba ny jono no zava-misy manodidina azy. Vokatr’izany, rehefa manomboka milalao ny ankizy, efa manodidina izay resaka jono sy ny harato izay no kilalao ataony. Ohatra milalao lakana kely tsilakandakana , harato kely ho an’ny ankizilahy. Ny fivarotan-trondro sy ny asa manodidina izany kosa ho an’ny ankizivav... |
Nisy moa ireo miran’endrika tsy hay intsony izay lazainy fa fitia no nenti-nody solon-drano nantsakainy. |
Mitambatra no manome fehezan-teny, ary fehezan-teny maromaro mitambatra no mandrafitra lahatsoratra. Eo amin’ny ambaratongan’ny fandinihana ny toetra eo amin’ny feo mitambatra mamorona hasim-peo sy ny toetra eo amin’ny hasim-peo mitambatra ho lasa hasin-teny no misy ny fandinihana ataonay amin’ity asa ity. Raha ireo ha... |
Marina fa mbola vitsy izany voambolana manokana izany amin’ny teny malagasy, noho ny tsy fahampian’ny fikarohana, nefa azo ampiasaina kosa ny efa misy ka tsara fantarina ireny. Efa nisy ihany mantsy ireo nanao ezaka |
Famintinana nifotorana tamin izao asa fikarohana izao ny |
Fa rehefa faly kosa izy dia velombelona avy ny fanahin’ny rehetra, velom-bolo tahaka ny zava-maniry kotsan’ny ranon’ando vao maraina tsy nijanona tamin’ny anoharana liona sy ando amin’ny ahitra ihany anefa izy, fa nampiseho anoharana hafa toy ny alika ihany koa. Hoy izy toy ny amboa miverina amin’ny loany, dia toy izan... |
Fatiantoka malagasy , va |
Cer langue et lettres malgaches |
Lalan-tsaina roa mikasika ny fanandratana vakoka araka an’i michel rautenberg 2003 7izay milaza fa hetsika roa mifameno no manangana ny vakoka. Miainga avy ety ambany avy amin’ny vahoaka ary arahin’ny tosika fanandratana avy ambony amin’ny alalan’ny fankatoavana ara-drafitra. Mahamafy orina sy mampaharitra ny vakoka ir... |
Moa tsy masoko ankiroa no nahita izato vatanao taolana mifono lamba; fa ny nofo, rava angamba! Ny saiko te hanadino, fa ny foko toa tsy mino! |
Mpiventy kapiteny capitaine mpilalao mpanao asa ampinga les joueurs |
Amin ny maha mpanangom-bokatra azy ireo dia misy ny fivezivezena tsy maintsy ataony saiky mandavan-taona. Ny fotodrafitrasa no tena misongadina mandritra ny fivezivezena atao. Miezaka tsy mijery fotsiny ireo mpanangom-bokatra manoloana ny tsy fisian ny lalana ka mitondra anjara biriky amin ny fanamboaran-dalana mba hah... |
Fitanana eo amin’ny fari-panononana eo amin’ny fari-panononana, ny toetra antenantenany sy aloha no voahazona ao amin’ny f3. |
Fafana 14 ny paika enti-mamorona dinika amin’ny fanontaniana sy valiny. |
Tononkira ahitana fiverenana |
Html le salut par la foi seule, sans les uvres. L’ecriture est l’autorité suprême, au-dessus du pape. Seul christ est le chef de l’eglise |
Koa ny tombana mitaky fahalalana ara-tsaina, tombana mitaky fahaiza-manao ary ny tombana mitaky fiovana toetra amam-pihetsika. Tsy izay ihany fa, tsy mazava ihany koa hoe tombana natao hitsapam-pahaizana ve ny tombana omen’ny fandaharam-pianarana sa haizatra, hany ka mifangaro ao amin’ny mpampianatra ny fomba fisafidia... |
Ramamy sy herizo, sady mpanamboatra kobandravina ao talata volonondry no mamatsy ny kobandravina ampiasain’ny codal ao ankorondrano, 16 aprily 2014 |
Tetika iray natao handaminana sy hampandrosoana ny fiainan’ny fiaraha- monina ny fandrindram-piterahana. Anisan’ny manatanteraka izany isika eto madagasikara ka toy izao manaraka izao ny tantarany tany amin’ny repoblika voalohany 1960-1975 , dia anisan’ny tanjona natao hampandrosoana ny firenena ny famporisihana ny olo... |
Ny rima ao amin’ny rango |
Atao toy ny mahita maso ilay toerana ny mpihaino mba hiraiki-po aminy toy ny ny mpiventy. Koa ny halaviran’ny toerana lavitra akaiky no soritana mialoha , avy eo ny endriny tanimbary, tany mavo, tany mena ary faranana amin’ny tondro zotra eo arivonimamo no sampanana mianatsimo apetraka ho mpizaha tany ny mpihaino amin’... |
Tao anatin’ireo karazam-borona maro misy eto ambonin’ny tany, dia nosafidin’ny mpanoratra manokana ny kankafotra ambarany fa vorona mpanaitra ny sain-draolombelona izy io. Na dia efa mahazatra ny sofin’ny besinimaro aza ny feon’io vorona io isan-taona, dia tsy maintsy taitra foana ny olona, koa dia miainga ny sainy sy ... |
Anisan’ ny zava- dehibe maneho ny fisiana sy antom- pahaveloman’ ny sekoly ny fotodrafitrasa ao aminy. Ambaran’i piaser14, fa hahafahan’ny tsirairay manaja ny hafa sy isian’ny fifantohana ary hanomezan’ny tsirairay ny tsara indrindra any aminy dia ilaina ny lamina sy ny fahanginana ny fahaizana mametrapetraka ireo foto... |
Onont ppur acqui ’ 1 fait quele iiia-’. Lypl sera approuvo un texte do vii! Eur-l ugislut. Ive e i; non pas reglern. Eutaire, |
Nanopitopy maso kely ny gazety teo i robena. Tato ho ato, dia misy vaovao hafahafa, fa miretsidretsika hangataka fahaleovantena ny malagasy. Ny solombavambahoaka telo lahy dia voateny matetika toy ny andriamanitra kely hitondra inona ihany. Tak187 |
Manao ny tsy fanao 96 97 loza inona 97 98 na sarotra aza. 98 99 niova. 99 100. Tia mifangia 100 |
Ny fomba fiasa amin’ny ankapobeny misy ny fomba fiasa tsy tokony hohamaivanin’ny mpampianatra, toy ny fanolorana drafitra mazava. Tokony haseho ho hitan’ny mpianatra avokoa ireo hevitra nokarohina sy ny porofo miaraka aminy. Mahatonga ny mpianatra hanana fehin-kevitra amin’ny fandrafetana ny asa, ny fisian’izany. |
Araka ny hevitr’ipa manokana |
Fa izany no sitrak’ i elie amintsika dia redony ny hira ry sandratra mpandala ny hiran’ny fanahy hanakatra an-dakira. Any lavitra any ilay toeran-kitodiana tsy tanim-pitarainana iombonana amin’olona , dia mandre sahady ny sofina maladin’ ireo mpiara-mitolona an-dapa fifaliana koa sandry roa mivelatra mivonona hitsena a... |
Na ny onindranomaso no handresy ny ankaso fa ny fiononan-tsaina io no fanafodin’aina 232 |
Ankoatra ny fifaninanana eo amin’ny samy mpianatra, noho ny ceres, dia lasa tia fianarana ihany koa ireo mpianatra. |
Tolo-kevitra ho an’ny ministeran’ny kolontsaina sy ny vakoka |
Ny zavatra rehetra manodidina ny taovam-pananahana dia mahamenatra sahala aminy avokoa. Ampiasaina amin’ny ompa koa izany mba hanasoketana sy hanaratsiana ny olona ompana. Ohatra 210. Volon-datakao misavoritaka! |
Fitiavana mora lefy, tsy maharitra no tena nokaloin’ny poeta. Antony roa no nahatonga izany raha ireo tononkalo nangonina no dinihina ny tsy fitovian- kevitra sy ny tsy fitovian-tsaranga. Toy izao no fisentosenton’i dolores de valih, raha nikalo ilay fitiavany mahantra ao amin’ny asasorany mitondra ny lohateny hoe aoka... |
Taona an’arivony maro dia maro no efa nisian’ny lohan’olona maro nikaroka fanafody ho entina mitazona ny aina hijanona mandrakizay eto an-tany. Nefa tsy mbola nisy aina voatana hatramin’izao. Rehefa te-handeha ny aina, dia azy ny safidy; rehefa te- hijanoa izy, dia azy ny era. Siekla maro no niasan’ny fahaizana ao ampi... |
Pasitera be bevohoka. Hay? Ho avy any aho rahampitso ry ise, ka raha 730- sendra ny ady dia hiara-hiady amin ise aho. |
Ny fanaporofoana dia fomba iray entina manamarina toe-javatra iray araka ny fizohian-kevitra siantifika ; ka mametraka izany toe-javatra izany ho marina sy mitombina ary fantatra sy azon’ny rehetra ekena 35. Fizohian-kevitra roa no ampiasaina amin’izany ny fizohian-kevitra miainga amin’ny fandinihana zavatra mahafaobe ... |
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention de c. A. P. E. N. |
Mila mampiasa teny fototra manan-danja sy mora tadidy |
Sary 10 tsangam-bato maneho ny fiaraha-miasan’ny mponina sy ny fanamby |
Ireo mpanakanto avy lavitra dia iantohana ny saran-dalany ka 200 000 ar isaky ny tarika. Izany dia mahatratra 2 000 000 ar eo ho eo ho an’ny fitambarany. |
Fanondroan-takila lohateny takila teny fampidirana 1 fizarana i filazalazana ankapobeny momba ny hira gasy 8 1.1. Famaritana ny hira gasy 10 1.1.1. Ny tantara tsangana sy ny hira gasy 10 1.1.1.1. Ny vontoatiny. 10 1.1.1.2. Ny toerana sy ny fotoana anatontosana azy. 11 1.1.1.3. Ny fanatontosana azy. 13 1.1.2. Ny tononka... |
Toetsika nahariana ny tsy mivadika amin’ny tiana tsy mihatsara ivelatsihy rehefa tia dia tena tia |
Fanazarana ny mpianatra haka teboka iaingana |
Ao ’reo hanitry ny lasa, ’reo tahirin’ny fahiny mibosesika ny tsiahy ka hanina e ra-mpivahiny ! |
Pérsoud avp durée période de soudure mois |
Fofombadiko, antananarivo librairie mixte,222p. |
Tsy vi- 1 00 fandraisana 2 |
Tsotra tsorina, fahatsorana, tsory tsitra fitsirana, itsiro eo amin’ny fototeny mingadona manana faran-teny -tra, marihina fa tsy ahitana ireto renifeo mikatona tapany ho lazaina manaraka ireto eo amin’ny toeran’ny x0 ireo renifeo mikatona tapany migoboka sy ireo renifeo mikatona tapany kentsona rehetra. 2.1.1.1.3. Ire... |
Kitsatoka v. Tsato-by. |
Mampiditra vola vahiny, araka izany, ny orinasa amin’ny alalan’ny fandanian’ireo mpizaha tany ny volany mandritra ny fitsidihana ataony eto madagasikara. Toraka izany koa, ny fifidianany ireo zava-bita maro vita amin’ny landy mbamin’ny taozavatra vita malagasy entiny mody any aminy. Anisan’ny fampahafantarana an’i mada... |
Valan’aretina avy rano |
Ahazoa-manavaka ny mpanoratra efa havanana amin’ny mpanoratra vao mianatra ny fahaizana maneho hevitra ao amin’ny asa soratra. Mahasintona sy mampientanentana kokoa ireo tononkalo ampiasana sarin-teny samihafa. I jean narivony aza moa dia nanamarika fa ny endrika ivelany isaloran’ny poezia dia tahaka ny akanjo sy haing... |
Sary 12 s 16-12-15 |
Hery hiezaka ihany aho e! Lany koa ireto ny sakafontsika fa aleo aterina ny lovia, sady maika handeha hianatra koa aho. Rakalo dia mandehana àry e! Dia mazotoa an! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.