text
stringlengths
10
11k
Ed andriamalala sy ralaisaholimanana , ny harem-pirenena, tananarive, impimerie d’ouvrages éducatifs, 1975, tak 36
Raha ho tonga ny anjara ka hisondrotra ho avo, f’efa ela nihafiana ka hasandratry ny vintana, malagasy ihany aho, hifanohan-tsy ho lavo, 20 dia hifampitsinjo hatrany toy ny volana sy kintana.
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra tamin’ny 01 febroary 2011. 104 v. A. Lah 40
Ny olana ateraky ny fivarotana amoron-dàlana
Sary 13 tandroho vita amin’ny vinja.
Hasina ny tena, fa tsy v. A, tak.31 em
Reo farihinao ry nosy ndreo manao ny fanamiany misonenika miangola eo an-toby fitosiany toy ny lanim-paradisa mianokanoka eo ny nofy mampipararetra loatra zato lefompohin ny rofy
Fanontaniana inona no azonao lazaina mahakasika ny tanànan’anororo? Valiny anisan’ny sihanaka tamorondrano ny mponina ao. Io anororo io dia manana ny kolontsaina izay mampiavaka azy. Ny nahatonga an’ilay hoe anororo dia misy an’izay zava-maniry antsoina hoe kiroro izay, karazana zozoro ihany izy io maniry amoron’ny zet...
Alors, dieu, regardant jusqu’à l’horizon il vit sa création, cela était très bon. La nuit tomba. Des jours, c’est le sixième dieu se reposa et benit le septième !
Randria o! Hoy ny feoko mitsitapitapy, randria o, matokia rahavako ary handeha hiara-mitraka isika, hisedra tsy am-pisalasalana ity ranomasom- baratra ity tadidio rahavako, tadidio mandrakariva fa ny entan-jarai-mora zaka, ny hanin-jarai-mora lany hiarahantsika mibaby ity, hiarahantsika mitondra ity, dia tsy havesatra ...
Mahatratra 2,5 ny taham-pitomboan’ny mponina isan-taona eto madagasikara. Miisa 18,8 tapitrisa ny mponina tamin’ny taona 2007 94 tanora ny mponina malagasy satria ny 15,1 ny mponina dia zaza latsaky ny telo taona ; mahatratra 32,8 kosa ny ankizy malagasy 3taona-14taona; 23,4 amin’ny isan’ny mponina, ny vehivavy malagas...
Araka io fafana io dia samy mpanotra no iantsoan’ny olona ireo mpitsabo ireo. Na izany aza anefa, samy manana ny maha izy azy izy ireo. Samy hafa ny fiheverany ny nahazoany fahasoavana, ny fitaovana hafa ampiasainy toy ny menaka, ny saran’ny fitsaboana. Samy mamonjy ny hôpitaly ihany koa izy ireo rehefa antsoina ka ras...
Moreau, marie-louise dir. , 1997. Sociolinguistique, concepts de base. Liège margada. Pollascio, richard et daniel, marie-france dir. , 2004. Pensée et réflexivité. Québec presses de l’universtié du québec. Rusinek, stéphane, 2006. Soigner les schémas de pensée. Paris dunod. Taurisson, alain et senteni, alain, 2003. Pé...
Rabeza mandehana any fa maharikoriko na dia ny mijery anao aza ny tenanao aza nariako, ka vola aho vola tsy menatra akory mandehana any akatony ny vavahady razaka nahita izany ka taitra sady tezitra fa ahoana izany? Ranaivo mihomehy fotsiny vololona manatona an-drazaka miondrikondrika vao niteny aho dia fandroahana no ...
Andrianavo 28 13
Ampiasana ireo teny nobeazim-boho utiliser ces mots dans une phrase.
Efitrano fijerena sarimihetsika sinema 2 efitrano fijerena sarimihetsika video 3 toerana fanaovana fanatanjahan-tena. Ankehitriny dia efa misy toerana fanaovana fanatanjahan-tena ao manandriana izay notokanana tamin’ny asabotsy 03 septambra 2005 noho izany miova ny voalazan’ny fafana izay efa trangan-javatra tamin’ny t...
Manaja ny fifanekena amin’ny kaominina mikasika ny fitantanana.
Itinéraire de l’educateur, editions, instituto salesiano piox- roma, 53p benolo, françois
Renirano manondraka voly maro ao anatin’ny kaominina talata volonondry. Taty aoriana, dia voalaza fa narary ny iray tamin’ireo 12 vavy vadin’ny mpanjaka, ka nampitady ondry fotsy tsy misy pentina hatao sorona ny mpanasitrana azy. Naely eran’ny vazan-tany efatra izany vaovao izany , dia samy nikaroka ny ambanilanitra. N...
Septambra 1994
Fiheverana ary farany ny finoana. Tsy azo tapahina tohy amin’ny fiarahamonina izany araka izao manaraka izao.
Diso izany ka toheriko misy tany tsy mahay mifanampy sy miray tsarovy tsara fa anteriko ny sainareo no ekeo fa mampisaraka anareo samy tia tena mantsy ka sasatra mifanaratsy
Park i l’idéé chez mallaimée, c. D. U, sd, paris.
Nofy ihany ireny tsy ho to akory nofy toa nanery tsy nampahita tory nofy ratsin’ ny fitia tsy ho tanteraka doria fitia tsy hay raràna tsy tanan’ny lalàna fitia nandrasarasa sy nampitonantonana misisika ao an-tratra tsy ahitana fiononana
Olo-maro fantatsika no miaraka misantatra tamintsika ’lay fotoana volamena mahasambatra mba naniry dia naniry izy ireny ny haharitra sy milokaloka ery hiara-monina finaritra!
Izany indrindra ramahefa no nahita ny fitafian izy ireo. Nitsiry ny heviny fa hampihaingoana ny trano. Handray fivoriana iraisam-pirenena mantsy ry zareo. Tiany raha mba aseho amin ny vahiny ny maha-malagasy. Nanaiky i mamy fa ho ataony izany. Toko iv natao ny ady varotra, ary raikitra fa efatra tapitrisa ariary no han...
Fanakaran- kevitra ora 40 min
Andrianasolo, 1988, p. 756 milaza izany fa, tsy manan-tsafidy ny mpiteny eo amin’ny fampiasana ireo fanova roa, arakaraka ny hevitra tiana haroso no ampiasany izany. Ohatra fototeny tsy mitovana fototeny mitovana
Dôksa finoana
Fanadihadiana natao tamin’i mme lanto, mpamboly, septembre 2012 27. Op. Cit 25, septembre 2012
Ireo sekoly fanomanana mpampianatra, mpiasam-piangonana, sekoly fianaran- draharaha rafitra, tefy, zaitra nanorina sekolin-jazavavy ny misiona katôlika sy protestanta. Saiky teto antananarivo no nisy ny ankamaroan’ireo. Vehivavy misionera ny talen’ireny sekoly ireny, niezaka nanomana zazavavy malagasy hanampy azy, izay...
Ampiasain’i ran e ny refin’andalan-tononkalo antonony raha haneho hevitra ilana fanakaran-kevitra lalindalina kokoa amin’ny mpankafy izy. Hita taratra izany amin’ny tononkalony fantaro v. A tak.80 eto i ran e dia misintona ny sain’ny mpankafy, hifantoka amin’ny anjara asan’ny poeta izay manana andraikitra amin’ny firai...
Ny vanim-potoana ara-tantara nametrahan’ny mpanoratra ny tantara no resahana ato. Ho an’ny vakivakim-piainana manokana dia ny vanim-potoana ankehitriny no nofidin’ny mpanoratra hametrahan ny tantara; tafiditra eo anelanelan’ny taona 1991-2002 izy. Ny tolom-piavotana nataon’ny vahoaka, ho fanarenana ny tsy mety hatramin...
Leva ketaka a! Hitsangana ho fahavaloko tanteraka koa ve ianao e?
Sakanana, raràna, tsy ho afaka miteny
On donnc id seulement un repertoire ; les definitions sont a cherchcr dans la partic malgache franc; ais du lcxique.
Moa marina ve fa tsy misy maharitra ny zava-drehetra eto ambonin’ny tany ka ireo miran-tava ary koa tena finaritra dia mbola hisento ary koa hitomany ?
Iii-2 fampitahana ny mpandrohy tokana ihany ny mpandrohy ananan’ny teny malagasy dia ny teny izay. Roa ny endriky ny mpandrohy amin’ny teny swahili ye misolo ny anarana sokajy m- wa- amin’ny tokana ary -o- misolo ny anarana amin’ny sokajy rehetra sy amin’ny anarana sokajy m- wa- amin’ny maro. Misy itovizany ary misy fa...
Misafo helika misafelika ny kary
Mahasamihafa anareo amln’ny teo aloha, k. A mahakivy ambony
Obligation d’envoyer les rapports auprès des sdsas uniformiser le canevas de rapport des privés et publics .
No namaly fa tsy lalina va re ramatoa no nahazo anay tany. Nanohitra mafy ny tariky ry rainibemanatrona, ka nifanaritaka ny raharaha. Efa saika tongan-dry zareo tao mbamin’ny ialahy sy ny totohondry aza, raha tsy nalaky noravan’indriamatoa ny fivoriana! Fa inona moa no dia nahatonga anay hanatitra an’indriamatoa amin’n...
Ravaloson m. , ny teatra, ministeran’ny fanolokoloana ny zava-kanto revolisionera, 1989, tak.7
Andranovorivato
Module complementaire notion sur les normes de travail
Teny fampidirana 1 0.1. Ny anton’ny safidy sy ny zava-kendrena 1 0.2. Ny haitsikera ampiasaina 3 0.3. Ny petra-kevitra 5 0.4. Ny petraka olana 5 0.5. Ny fetran’ny asa 5 0.6. Ny olana 6 0.7. Ny drafitra 7 fizarana voalohany i- ny mombamomba ny mpanoratra 8 1.1. Jo andrianasolo olon-tsotra 8 1.1.1. Ny loharano nipoirany ...
Hevitra ao anatiny fanehoana ilay fitiavana niafina sy firedaredan’izany fitiavana izany. 1 1 filazana ny hakanton’ny tdt.
Ho fahatsiarovana an’i jeanne raharosoa anabavy malalako nody mandry mbola naraina teo amin’ny faha-24 n’ny taonany. 9 août 1929 1. Akanga sisa nanamborana ry zandry no nikalo ety an-tampon’ny havoana! Manimanina anareo izay nodimandry ka mihahaolo sy miherikeri-poana !
Ny ho olon-tianao, ny ho vadinao no tiako fa tsy izany fotsiny, hoy rahary nitampikitra teo an- tratran-drakoto. Tsy mampaninona ahy izay ataon’olona any, na tsy hisy ho tia ahy intsony aza izao tontolo izao, raha ianao no manome toky fa tena vonona hiara-dalana amiko mandrakizay efa hatry ny ela aho no vonona hiara-da...
Efa sambatra izy izay fa avy niady ny ady tsara tena sambatra izy izay ka lasana nihoatra any ankoatran’ny tontolo iainantsika ety lasana nankany anivon-kintana any feo migaona injany no nanoina an’ilay dona teo mby antsoalany ny any ambohitrakely nirindrina ny varavarambato andian’olo-maro an-tanjozotram-piara mianats...
Fafana 15 ny fitaovana sy ny foto-drafitra asa fototra hita eny anivon’ireo ambaratonga telo eto madagasikara loharano annuaire version finale 2013-2014, men
Rado izany ve? Dia iza indray izao?
Les actes de langage, essai de philosophie de langage, collection savoir lettre hermann. France, 1996, 264 t.
Zavatra roa mifampiankina ary mifamatotra araka izany , ny fametrahana ny tanjona sy ny fanaovana ny tombana mandritra ny fampianarana. Iankinan’ny ain’ny fampianarana ny fanaovana izany, ka tokony tsy hisy hatao ambanin-javatra.
Hita araka izao fa nanova ny fomba amam-panaon ireo mpiavy tokoa ny fifindra-monina notanterahiny teto. Izao dia hofintinina izay rehetra voalaza tao amin ny toko fahatelo.
Ny fifaninanana
Taona lahy amina kal isanandro vavy amina kal isanandro 1-3 950-1300 950-1200 3-5 1300-1500 1200-1350 5-7 1500-1700 1350-1700 7-9 1700-2100 1700-2000 9-11 2100-2500 2000-2500 11-13 2500-3200 2500-2900 13-15 3200-3800 2900-3200 15-17 3800-3900 eo ho eo amin’ny 3200
Hosy hosihosy manosihisy manosinosy 264 hosina hosikosina manosikosina manosinosina 265 hosotra hosokosoka manosokosoka
Ireo gazety -ambioka gazetin’ny faribolana sandratra valiha gazetin’ny havatsa-upem feon’ny merina -lakroan’i madagasikara madagascar tribune -midi madagascar sns
Ampahany tamin’ny fomba fampijaliana ihany ny fandomana ny sain’ireo rehetra nilàna izany fa eo ihany koa ny fampijaliana ara-batana izay tena nahitana karazany maro tokoa toy izao hita amin’ny zana-pizarana manaraka izao. 3.1.2. Ny fampijaliana sy ny famonoana
Io ilay nosy mankadiry, 30 eo ny foko no tsy miala, io no tany mitahiry vovok’olona malala.
Ny asa atao famelabelaran-kevitra momba ny haisoratra eny anivon’ny sekoly sy orinasa famokarana fandaharana amin’ny radio sy televiziona antsan-tononkalo tantara an-tsehatra sy tsangan-tononkalo famokarana amboaran-tsoratra ho boky famoahana ny gazety ambioka isam-bolana ahitana sokajy telo ao anatin’ny faribolana
Dingana iray tokony omen-danja eo amin’ny fanadihadiana asa soratra ny fomba fanehoan-kevitry ny mpanoratra. Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fandrafetana ny maha zava-kanto ny tononkalo mantsy ireny fomba filazan-javatra ireny. Hoy i siméon rajaona raha manambara ny heviny momba izany tsy ho enti-manakona kilem...
Comparaison
Maneho ireo rehetra ireo fa tena tia ny olombelona tokoa jehovah, satria tsy ny mihaino sy mamaly ny fivavahan’ny olona fotsiny no ataony, fa mamela ny heloka amam-pahotana koa ary mamindra fo aminy lalandava. Raha ireo ary no
Izaho akory sanatria, tsy miangoty aminao na mitaky hoe fitia tsy miangavy anao hitsetra na hihaino sy hamongotra ny manahirana ahy rehetra
Ny amboampenao
Ny soratra rômana no ampiasain’ny mpanoratra amin’ny lahatsoratra rehetra. Io no soratra mora vakina indrindra sady mazava tsara. Toy izao rahateo no voalazan’i françois richaudeau mora vakina sy mazava kokoa ny soratra rômana noho ny sora-mandry 32. Nampiasa ny sora-matavy hoenti-manavaka ny teny manan-danja ihany koa...
Leleux lah 2290 01 jolay 1960
Tamin’ny volana jona 2005 no tena nijoro tao amin’ny distrikan’anjozorobe ny fanamby. Talohan’io anefa dia efa nisy firotsahana an-tsehatra nataon’ny teknisianina tany amin’ny fokontany hananganana ny tetikasa. Izany hoe, ny taona 1997 no nanomboka nandinika sy namantatra ny faritra ny fanamby. Tamin’izany no nanomboka...
Miara mitomany azy na ny renin-jaza, na ny ray niteraka, na zaza notezaina, na rahalahy, na anabavy, na rahavavy, na mpiara-monina na vady momba. Andln 46-47
Endriky ny tanàna sy ny trano maka ny endrika y ny tanàna raha jerena avy any avaratra mianatsimo, hoy ny filazan’i l. Mollet 1979, p.24 .3 toerana mangina sy madio fa misy mpanao sinto-mahery ihany indraindray. Amin’ny fotoana fianaran’ny mpianatra sy ny andro alahady vao mba betsaka olona mifamezivezy eny. Mampiavaka...
Araka ny voalaza etsy ambony dia tsy asa vao natomboka akory ny an’ ireo filoha mpanorina ny gazety imongo vaovao, fa tohin’ny asa efa nataon’ ireo zoky ray aman-dreny teo aloha. Araka izany, nosafidina manokana ireo teny roa nampiasaina ireo, ka ny teny hoe imongo dia avy amin’ny anaran’ i jean ralaimongo. Ralaimongo ...
Raha toa ka andalana 16 no hita ao amin’ny andininy lava indrindra nitady teny aho fa tsy nahita anao ary tsy nisy hany azoko natao afa-tsy ny nanontany teny ho eny sao nisy nifanena taminao ireny niolomay aho nanontany hatraiza hatraiza nisy aza ireo nandatsa hoa nankaiza nisy aza dia tsy nisalasala fa sahy naneso ahy...
Narcejac, op. Cit p51 un roman policier sans cadavre, cela n’existe pas
Araka izany, tsy mitarika ny mpianatra hahafehy ny fomba fikarohan- kevitra loatra ny dingana narahin’ny mpampianatra, kanefa manan-danja lehibe izany eo amin’ny fanaovana famakafakan-kevitra. Miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny mpianatra izany, ka mahatonga azy ho sahirana sy tsy hahatanteraka izay asa takina aminy. ...
Te hiteny amin-janany eto ilay renim-pianakaviana, fa tsy ankasitrahany mihitsy raha i rija no ho vinantolahiny. Ankolaka ihany anefa no nilazany izany mba tsy handratra ny fon-janany, ka ny teny hoe tsy azoazoko no nampiasainy fa tsy ny hoe tsy tiako mety handratra na hanindrona ny fon’i mariah zanany mantsy raha avy ...
Ireo mpamatsy vola ny loharanom-pamatsiam-bola voalohany dia azo tamin’ny alalan’ny fanaovana ny faritra vakinankaratra sy ny faritra auvergne any frantsa ho mpirahavavy. Io dia mbola tohin’ny tetikasa art mada ii ihany. Ny manaraka kosa dia ny orinasa comadis rhumerie de l’ile rouge, izay mpanohana ôfisialy ny hetsika...
Raha izao dia azo ambara avy hatrany fa tsy nahomby ny fomba fampianarany ka tsy tafita tany amin’ny mpianatra ny fahalalana tokony ho azony. Fanamarihana ny laza adina omena ny mpianatra sokajy rehetra dia mitovy rehefa amin’ny fitsapana fa ny andro anaovana azy no samy hafa, amin’ny andron’ny fanadinana kosa dia tsy ...
Momba ny fanadihadiana lahatsoratra
Anisan’ny nomarihinay tamin’ny fanadihadiana ihany koa ny laharan’ny ankizy mpianatra manoloana ny mpiray tam-po aminy. Mety hisy fifandraisany amin’izany ny mety ho fahombiazana na tsia eo amin’ny mpianatra. Ny toetra amam-pihetsiky ny olona mantsy dia mifandray amin’ny laharany ao amin’ny mpiray tam-po satria izay no...
Fampiasana fitaovana mahomby ny fitaovana fampiasa amin’ny fampianarana ihany koa dia anisan’ny mandrisika ny mpianatra hifantoka sy ho liana amin’ny taranja izay ampianarina ankoatra ny paikady ampiasain’ny mpampianatra. I tardif 1992 304 dia nanambara fa anjaran’ny mpampianatra ny mieritreritra mialoha izay atao mba ...
N’aiza n’aiza
Ny fampitam-pahalalana amin’ny mpianatra
Momba ny votoatiny literatiora ny fandaharana rehetra riba ny fandaharana rehetra anisan’ny manampy ny mpianatra ho olom-banona ny lohahevitra momba ny lalàm-pitondran-tena sy ny lalàm-piarahamonina
Amin’ny etnôlôgy j. Huxley, izy dia mandinika amin’ny alalan’ny fitondran-tenan’ny biby, ny fombafomba fampitahorana kiaka, fibontsinana, fikorontanana na fanonja , ny fanaikena na fanoavana ny fiondrehana, ny fitsoahana ary ny fampitoniana tsy fihetsehana an-kolaka , ny fifindran’ny hery fandamahana ny hevitra, fikiki...
Jakobson r. , 1973
Hotraka hotrakotraka mangotrakotraka mangotrangotraka 269 hotraka hotrakotraka manotrakotraka
Rahanitra mba sendra nifanindry fotsiny re izany raleva an! Fantatr’ikotolita tsara no momba izany fa ianao fotsiny no mody nampiresahany teo. Ny fitiavany te hihinana ny kisoanao no betsaka. Raleva ntss! Na marina izany na tsy marina, aleo mba hampafantariko ny olona fa manana ny maha izy azy isika eh! Sao koa mantsy ...
Mampiasa tsilalaon-teny ny ohabolana ohatra izay mahay fianarana, fa izay tsy mahay feno arina izay no takatra hoy ilay nahandro takatra eto dia misy ireo voambolana mitovy na feo mitovy, nefa samy hafa ny hevitra entiny. Nampifanarahin’ny mpiangaly azy amin’izay tian-kambarany eto ireo voambolana nampiasainy ary mbola...
Miala-tsiny; r. P. Rahajarizafy ny kabary, t. 102-103 , tak 80-81
Omaly i y, nisy olo na atitra vola vola omena an’i iendrien’i kila vadin’ny ampanjaka vola natosainy io vola io.
Firy ny isan’ny mpikambana ao amin’izany tarika izany?
Boky sy tahirin-kevitra boky nanovozan-kevitra amossy r 2000, l’ argumentation dans le discours, paris, nathan 227p. Amossy r 2010, la présentation de soi, ethos et identité verbale. Amon e , bomati y méthodes et pratiques du français au lycée, coll. Amon-bomati, ed. Magnard, 348p. Breton p 1996, l’argumentation dans l...
Antananarivo jean joseph rabearivelo13 na joseph casmir rabearivelo, dia teraka tamin’ny 04 marsa 1901, tao isoraka-antananarivo. Namono tena izy ny 22 jona 1937 tamin’ny 3 ora sy 10 mn rehefa avy nanoratra ho an’i robert boudry sakaizany.
Antony raisiny ho tantaran’ny zava-misy fotsiny, fa tsy misy ifandraisany amin’ny asa soratra 6. Ao amin’ny kilasy fahafiry ny mpianatra no tena hita fa manana olana mikasika ny fanadihadiana asa soratra mifandraika amin’ny tantaran’ny literatiora malagasy? Inona no mety ho antony mahatonga izany? Ao amin’ny kilasy fah...
Tovo tena ity mihits y le sy ilay tanànan-dry volana a! Io ilay vavahady v? Avo be nidridroka e!
Haimah mifona aho ry nenitoa a! Efa hizaka ny tsy nety nataoko rehetra aho tsy ho ela. Mangirifiry loatra ny ratra lalina tato anatiko, ka tsy nisaina afa-tsy ny hamaly faty ireo izay nanao izany aho. Vola malahelo anao aho ry haimah! Mitomany
Sombin-tantara