text
stringlengths
10
11k
Akopahy ny elatrao njao ny lapan’i salema njao ny rodon-kira manga njao ny tsantan-kerôbima 35- njao mandrotsirotsy angola njao ny akon’ny antema njao manofa tanana ao rony anjely serafima
Collection poetique, editions du seuil, paris, 396p.
Marc lavidavitra mademoiselle mboty ? Mboty bonjour m. Marc ? ! Ca va ? Marc oui oui ! Elaela tsy hita ? Mboty ka tsy nantsoinao intsony ko marc ka heveriko hoe sahirana amin ny fianarana ianao ka! Mboty nefa efa namaly anao aho fa tsy maintsy hitako ny fotoana ahafahako manohy ny asantsika isaky ny tolakandro marc tsa...
Di 27.03.95
Ny famakafakana izany rehetra izany no nahatsapana fa tsy dia mifanalavitra loatra ny taloha sy ny ankehitriny na dia nisy fiovana kely aza. Ny fifandraisan’ny mpitondra fivavahana kristianina sy ny mponina eny amin’ny tanàna ambony no fototr’io fiovana io, satria izany indrindra no tanjona amin’ny fifandraisana, izany...
Rivirivy mandrivirivy
Ny fanabeazana raketin’ny ohabolana malagasy mitana anjara toerana lehibe amin’ny famolavolana ny maha olona mantsy ny fanabeazana. Manomboka eo amin’ny fahazazana ny fanabeazana, ary mitatra eo anivon’ny fianakaviana. Manamafy izany régis rajemisa raolison manao hoe ny fanabeazana dia fanolokoloana ny zaza mba hanomez...
Hiaro ny teniny izany. Maneho izany ny teny nataon-drainandriamampandry tamin’ny zanany ao amin’ny hafatr’i rainandriamampandry manao hoe teo tokoa raharolahy! Izy no tena azo ambara fa namolavola anay hatramin’ny andro fahazazana. Nibadabada mba handray voaloham-pahalalana sy karazam-panabeazana. Ary koa taty aoriana....
Loharano ny mpikaroka sary n 1
Rajemisa raolison rakibolana malagasy, ambozontany, 2003 analamahitsy antananarivo
Moramora amin’ny rameva ny miditra amin’ny fanjaitra noho ny idiran’ny fanahitsika eo ambaravaran’ny lanitra .
Fanontaniana 1 1’. T -0 ,
Leleo reninao! Leleo rainao!
Ireo tranga nodinihina trangan’ambalavelona efatra no natrehina maso tao anatin’ny telo volana maritsa, aprily, mey 2016 hofintinina amina teboka efatra ny fanoritsoritana ny tranga tsirairay, ka ireto avy no havohitra ao anatin’izany ny endrikendriky ny marary ny seho ivelany ahitan’ny maso azy no lazalazaina eo ; noe...
Teny mialoha
Rado satria tsinona tsy mety hijanona ianao! Tsy mety hitady mpanampy ihany koa! Nefa tsy mandray ravin-dena, fa mbola izaho ihany aza no manolo ny zazakely rehefa manao maloto.
Encarta 2008 culture, edward tylor sapir culture anthropologie comme un tout complexe qui englobe les connaissances les croyances, l’art, la morale, la loi, la tradition et toutes autres aptitudes et habitudes acquises par l’homme en tant qua membre d’une société. 20 jereo 1.1.2.1 ny fiainan-tsosialin’ny malagasy sy ny...
Teny famaranana
Toko i noho ny tsy fahasalaman-dranaivo mpanao kaonty, dia i tsiry no nisolo toerana azy. Tonga mose ratsiry izy nanankinana zavatra maro, nifanakaiky tamin’ny mpampiasa, notendrena hamita iraka any maorisy. Toko ii tsy lasa tany maorisy anefa i tsiry noho ireo vovo-bolamena tratra tany anaty entana nampitondraina azy....
Eny, vala na kianjan ny savika no iantsoana azy.
Noho ny fitomboan’ny lanjany. Ny hafatra tiana hapetraka izany dia hoe ny mihinana ho an’olon-droa tsy midika akory hoe mihinana toy ny olon-droa. Na izany aza, ilaina ny fitomboan-danjan’ny vehivavy amin’io fotoana io fa tokony hatao mandeha ara-dalàna fotsiny tokony hahazo 10kg izy mandritra izany, 12kg raha be indri...
Toko fahatelo fandalinana sy toro- lalana momba ny foto-pinoana kristianina
Jereo tak 24 48 -r. Bourneuf, r. Ouelet, l’univers du roman, 4e édition, vendôme, puf, janv 1985, tak 61 une scène dans un roman est soumise à des principes d’unité lieu, temps, action
Ny toerana misy azy eto antananarivo, tafiditra ao amin’ny faritra analamanga no misy ity sekoly ity. Boriborintany voalohany no misy azy, ary somary aty amin’ny ilany atsimo. Ampefiloha no anaran’ny toerana, izay entin’ny sekoly amin’ny anarana hoe lycée moderne ampefiloha .
Mametraka olana lehibe eo amin’ny fomba fifandraisana ny tsy fahafantaran’ny mpanentana tsara ny vondrona tilina. Nahitana izany avokoa na ny fifandraisana anatiny na ny fifandraisana ivelany ny fifandraisana anatiny ekena fa misy ny fiofanana sy ny fivoriana fanaon’ny mpanentana na ao amin’ny onjam-peo na ny any anivo...
Reny tiana nitosiana, ’lay nitondra fo diamondra! Fo malala tsy mba miala, miara-paly sy nijaly!
Ny nofy madinika tia sodisody dia sitran-tsy mody.
Ny tanora advantista ao androndra ampamantanana ny fiangonana advantista ao androndra ampamantanana dia ao anatin ny boriborintany antananarivo fahefatra. Marihina fa rehefa misy fiangonana iray mitsangana dia atsangana avokoa ny sampana rehetra misy ao amin ny fiangonana advantista. Niara-nitsangana tamin ny fiangonan...
Bureautique le siège et les centres sont équipés de matériels informatiques et bureautiques performants pc, scanner, imprimantes a3, et laser, gps, photocopieuses, logiciels adéquats comme géoconcept et autocad, gestimum , des moyens de communication adaptés aux différents besoins internet grand débit, intranet, téléph...
Les marchandises concernent les produits non fabriqués par la tpflm mais achetés auprès des tiers et revendus dans les librairies antsahamanitra et analakely ou même auprès de la tpflm comme les bibles, les fournitures scolaires, des articles de décoration, des ouvrages périodiques, des livres, et cela, soit à titre de...
Tena lava be ny akanjo tsy mba masaka ny vary potipotika ny voanjo mivontirika ny kary
Renforcer davantage la formation et la capacité des leaders et des enseignants tout d’abord, pendant nos descentes, il a été remarqué que le niveau des compétences des individus reste au-dessous de la moyenne favorisant le ralentissement du processus. Ainsi, il est plus que nécessaire d’offrir plus de formations aux ac...
Hiteny aho hiteny tsy miaina izany ianao mangidy maizin’andro mihantona eo am-bozona 15 ny olona voaozona tsy miaina izany ianao mangovitra isan’andro mifezaka isan’ora sao voan’ny taingim-bozona 20 atelin’ireo trozona tsy hiaina izany ianao tsy hiaina izany mihitsy mangina mahamanina ny ao an-tranonao madio no sady ma...
Tafandria mandry
Fizahan-takila
Nasolo 12.12.96
Daty 19 aprily 2010 kilasy voalohany a-1 sy d-3 faharetany ora 2 zana-taranja literatiora lohatenin-desona vanim-potoana mitady ny very 1930-1945 zava-kendrena ara-pahalalana ny hahaizan’ny mpianatra ny tantaram-pirenena sy ny vokatr’izany teo amin’nyliteratiora. Fampisehoana fa tsy afa-misaraka ary mifandray hatrany n...
Anisan’ny asa soratra nampalaza azy, hoy isika, ny tantara nosoratany mitondra ny lohanteny hoe orimbaton’ny fiadanana, ny mombamomba azy sy ity asa sorany ity indrindra no hasian-teny eto. Orimbaton’ny fiadanana,
Ny zava-kendrena amin’ny dinika
Vondrona ambara, tak 98
Gazety sy revio namoaka ny asa sorany ny mpandinika ny ranovelona ny fandrosoam- baovao -ny diavolana
Hiteraka hamaitry no tanjona. Tanjona lehibe io satria nanapahan’ny te hivady hozakaina ny mety tsy hanajan’ny vehivavy ho vadiny azy fa ny hiteraka aloha no banjinina.
Ny solon’anarany amin’ny maha mpanoratra azy, nanana ny solon’anarany ihany koa i ramanankoarivo marcel dechiass michel andrianjafy
Ramiandrasoa, dramaturgie du theâtre malgache classique, op, cit, p. 33, les aînés , ceux de la v. V. S se regroupent pour fonder de nouveaux journaux littéraires, tel le tanamasoandro, le mpandinika, le tsarahafatra et tant d’autres. 61 ch ravoajanahary, in fanasina, lah. 555, 1968, tak. 4
Fa nanandrana nihinananyvoankazo nandrarana miadan-dratsy ka sahirana, milona antay fahotana efa nandramany daholo izay voankazo nisy tao simba izao ny tontolo izay mba nisahiraninao!
Ny lahateny mampahalala sy manazava
Ny hamafin’ny asa fivelomanana
Ii.1.1. Ressources financières et matérielles
Asanao minia jamba tsy hijery ireo fatorana aman-toky rambaramba androtsiana izato saina efa drodroky ny omaly valalanin’ny anio
Maro ny sehatra ôfisialy hita ao amin’ny malok’ila , toy ny fitsarana, zandamaria, hôpitaly, ny teny nampiasaina tamin’ireny dia teny malagasy ôfisialy. Ohatra tao amin’ny malok’ila 4
Rehefa azo ny vainga fototra dia notrandrahana ary niroso tamin’ny fandrindrana ny asa izahay.
Hitondra firaisan-kina aho mba hahazoako manangana hery eto anatiko.
Asehon ny fafana fa andaniana fotoana betsaka kokoa ireo fanadiovana sy fampandraisana anjara ireo tanora amin ny fanatsarana ny manodidina mitaha amin ny ivalan ny akany. 1.1.3-ny fifamatoran’ny akany amin’ny tontolom-piarahamonina
Mikasika ny fiheverana ny atao hoe fandrosoana indray no hazavaina eto; ny fandrosoana ara-toe-karen’ny firenena izay tsy mahomby eto amintsika vokatry ny fampiasantsika ny vokatra na teknolojia avy any ivelany izay tsy mifanaraka amin’ny filantsika. Miaraka amin’izany koa ny fiheveran’ny tsirairay izany fandrosoana iz...
Ireo ray aman-dreny efa tena antitra indrindra ao an-tanàna na lehilahy na vehivavy no antsoina hoe nefaravelo a tsy misy intsony ny zokin’izy ireo, efa tsy mahavita inona loatra intsony izy ireo satria dia ireo mihoatra ny 90 taona araka ny nolazaina tary aloha. Hatramin’izao dia mbola misy ny olona mahatratra 90 taon...
Ny olombelona tsy afa-mijoro tsy afa-mijoro ka mora mikoro mora mikoro sy mora atrosina dia ny tsy manana hazon-damosina
Ara-kevitra
Ny toerana nipoirana
Rehefa mamaky ilay tononkalo dia misy fiatoana. Ireny fiatoana ireny no antsoina hoe tonony. Misy karazany roa ihany koa ny fiatoana ao aloha ny fiatoana vetivety, aseho amin’ny endrika toy izao ao ny fiatoana somary maharitra aseho amin’ny hoe ireny fiatoana ireny no mamaritra ny vanin’andalana. Ohatra
Ny asa an-tselika dia asa tsy andaniana fotoana loatra na koa tsy raikitra fa rehefa misy fotoana malalaka izay vao manararaotra manao azy. Hita, araka izany, fa tsy mionona amin’ireo sokajina asa nolazaina teo aloha ireo mponina na mpiavy izany na tompon-tany, fa misy koa ny asa atao fanampim-pitadiavana manoloana ny ...
Les trois âges de l’histoire l’âge de la vie tribale et de la communication orale l’âge scribale la galaxie gutenberg l’âge de l’électronique et du circuit électrique m. M luhan, 1972, nalaina tao amin’ny f. Fable-pour comprendre les média-analyse critique, hatier paris. Razafiarivony michel, 2006, ny harivolana na lah...
Ferdinand s histoire de la linguistique générale. Un article de wikipédia. L’encyclopédie libre in internet .
Jery faobe ny ohabolana ao amin’ny baiboly
Aminn’y fahalalana
Fokontany isan’ny mponina mahamasina atsimo 7689 ankadilalana 4171 ambanin’ampamarinana 2910 tsimialonjafy 2670 avaratr’i mahamasina 3626 fitambarany 21066 loharano tahirin-kevitra boriboritany i sy faha iv, 2013.
Raha faritana tsotsotra, ny mpanoratra dia ireo olona mpamoaka ny aingam-panahiny, ny vetsovetsom-pony amin’ny fomba kanto. Natao hampitana hafatra sy hanehoana hevitra izany asa soratra izany. Amin’ny maha olon’ny fiarahamonina ny mpanoratra dia manana anjara toerana samihafa izy eo anivon’ny mpiara-belona izy, azo za...
Ny firafitry ny fikambanana tanora advantista toy ny fikambanana rehetra dia manana ny firafetany ny fikambanana tanora advantista. Mizara roa ny rafitra aseho eto satria misy ny rafitra ankapobeny iarahany amin ny fiangonana; misy kosa anefa ny rafitra anatin ny sampana tanora advantista. Ankoatra izay dia aseho ato k...
Noho izany ny fampiasan’ny mpanoratra ny comparaison eto dia mariky ny fanetren- tena sy ny fahendrena ao amin-drobena. Mampifintina ny filazan-javatra izany ary mahatonga ny mpamaky na ny mpihaino handinika sy hamakafaka. Ny tamberin-teny hoe manana, kosa no handokoana izany haren-tsaina tsy lany hamamiana ao anatin-d...
Cf va, tak 64 114 weber, op. Cit ce sont des singularités et des excetions qui, dans une uvre donnée , sonnent l’alarme thématique. , p26
Ataon’ny mpanoratra ho toy ny zavatra mampihoron-koditra mihitsy ny voka- dratsy ateraky ny fanaovan’ny ray tsirambina ny fanabeazana ny zanaka satria nampitoviany amin’ny loza. Ny loza matetika dia fahasimbana no entiny, mety ho fahafatesana mihitsy aza. Tsy nohadinoiny ny nampahatsiahy ny fahabangana lehibe misy eo a...
Ny amin’ny anjara sy ny lahatra araka ny rakibolana, ny anjara dia ilazana ny ampahany amina zavatra anankiray nozarazaraina ho an’ny olona maro, , zavatra soa na ratsy heverina ho avy amin’andriamanitra ka samy manana ny azy ny olombelona rehetra. 104ny lahatra kosa dia ilazana ny fitohizan-javatra manaraka tsipika ir...
Raha izaho mantsy no mba tena mahafoy ny aina sy harena hiasako fatratra amin’ny fandavan-tena.
Votsotra votsobotsotra mamotsobotsotra
Miparitaka amin’ny teôria samihafa avy amin’ny mpikaroka samihafa rahateo ny fandresen-dahatra saingy tsy misy boky miresaka momba izany amin’ny teny malagasy.
Ilaina ny fandrosoana, saingy ny fandraisana azy dia tsy tokony hoentina hamono na handevona ny an’ny tena. Hoy ny antson’i dada 133 tsy laviko anaka ilaina dia ilaina
Fiainana feno fifaliana no katsahin’ny mpanoratra ao an-tokantrano. Borahiny amin’i dadabe noely izany hetahetany izany. Dadabe noely izay heveriny, fa manome izay iriany. Araho ange ny famerimberenany izany ao amin’ny hoe dadabe noely 212 dadabe noely raha toa ka ho avy ianao dadabe noely raha toa ka ho avy ianao
Azo ivalamparana kokoa ao amin’ny tantara foronina ny resaka fihetseham-po sy ny fandokoana ny zava-boary na olona, na biby na zava-maniry, na toetr’andro izany hoe mitana anjara asa koa ny lahatsoratra fanoritsoritana, ohatra, ao amin’ny bina lazaina miharihary ao ny fandokoana ny hakanton’ny morontsiraka, indrindra e...
Raholdina ranaivo, ny fikabariako, dli n 017 du 26.12.2000. Sme bp. 859 ankorondrano antananarivo 101, tak. 39.
Olivier husson et rakotondramanana, voly rakotra, op cit tak2, 3 les systèmes de cultures basés sur les principes du sémis direct sous couverture végétale permanente proposent une agriculture attractive, protectrice de l’environnement, elle protège le sol contre l’érosion.
Miha ratsy endrika. Tsy misy tokoa ny
Ny filaminan’ny efitrano fianarana mikorontana ny efitrano fianarana. Miparitaka ny boky, mikiraviravy efa hiala ny peta-drindrina kely mba misy; ny eo amin’ny latabatry ny mpampianatra moa dia tsy lazaina intsony. Manana ny fomba fijeriny ny sekoly sy ny efitrano fianarana anefa ny mpianatra, hoy ingahy tardif, ary mi...
Ny fiovan ny l ho d eo amin ny fanaovana veridroa na fanakambanana.
Mahasoa, mahatsara e! Olona iray e! E! E ny rehetra
Manahirana ihany koa ny fitafin’ny mpihira indraindray. Modely ho an’ny ankizy sy ny tanora anefa ny mpanakanto, ka tokony hahay hifehy tena, indrindra ny mpihira vehivavy izay ankafizin’ny ankizivavy ka alainy tahaka na ny fihetsika na ny fitafy. Raha toa ka tsy mahafehy tena ireny mpiantsehatra ireny, dia tokony hasi...
Dingana tsy maintsy diavin’ny olombelona amin’ny fiainany, ny fahazazana, ny fahatanorana, ary ny fahanterana. Samy manana ny toe-javatra mampiavaka azy avokoa ireo. Efa voadinika teo aloha ny tantaram-pahazazan’ny mpanoratra, koa ny tantaram-pahatanorany indray izao no hodinihina manaraka. Tsara anefa ny manamarika fa...
Tsy dia mahaliana ny olona intsony, indrindra fa ny tanora ankehitriny, ny literatiora noho ny fiheverany, fa nofinofy tsy hitera-boka-tsoa ho azy eo amin’ny
Argumentation dans le discours, paris nathan, 227p.
Mipetrapetraka ao ireo loko ankehitriny mitavona ato am-poko ireo lokony fahiny ty tavan’ i salema o! Konka sy tranainy tadidiny eto izao, ireo lasa holalainy
Fotoana ifofofoan’ny rivotra, indraindray miaraka amin’ny orana mandritra ny fotoana iakaran’ny rano.
Ny fialana an-daharana an-tsekoly samy manao izay afany ny mpianakavy amin’ny fanatontosana ny asa fivelomana. Ny herin-tsandry no ampiasaina amin’ny ankapobeny raha ny ankabeazan’ny mponina ato anatin’ny distrika no resahina. Reraka amin’ny asa fameloman-tena izahay, hoy ny sasany amin’ireo ray aman-dreny niresaka tam...
Vary cajanus amberovatsy
Rado tena mahagaga ahy leitsy ry sedra. Vao manomboka handray ny asako amin’ny maha kaomisera ahy aho dia ny raharaha momba an’ialahy no nataoko voalohany. Sedra izay ilay mha mpinamana be antsika. Izay eo ihany fa maika hijery ilay tsy vanona iny aho. Moa ve ry kaomisera mahazo mamely totohondry azy ve aho? Rado tsy a...
Tsara ho fantatra ny anjara 1
Ambaton’ibango ibango tovovavy 16 taona , tsara tarehy tsy lava , tsy fohy, tsy mahia , tsy vaventy, lavalava tava fenofeno, maso madio sy baliaka, nify madinika soa norariana, ary volo lava zanak’andriana lasa andevo, satria, babo an’ady. Nanao sikina jabo, lamba harindrano, mirandrana toy ny takela- diamant ny volony...
Le monde du sans-abri l’univers du sans-abri, dans lequel règne la loi du plus fort, s’avère hostile et nécessite une lutte et une méfiance de tous les instants afin de survivre. Ces conditions de vie impliquent un stress important et quasi permanent. L’individu qui devient sans-abri doit s’adapter à ce nouveau monde e...
Efa misy veromanitra
Kolontsaina 1.3.1 fialam-boly anisan’ny zavatra iray ankafizin’ny olona ny fialam-boly satria manala izay rehetra manavesatra ny saina ary indrindra koa itaizana ny vatana mba ho salama tsara. Samy mbola hita eny na ny fialam-boly nentim-paharazana na ny fialam-boly môderina izay miha-mahazo vahana ankehitriny.
Misaora an’i jehovah ianao ry fanahiko ka atolory azy ny haja ambony indrindra.
Ataoko fa mazava izay!
Anjara mavitrika arahina