text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fanatsarana ny fifantohan’ny mpianatra dia tsy asan’olon-tokana samirery akory fa fiaraha-misalahin’ireo singa telo izay mandrafitra ny telolafy ny haifampianarana. Ny fiaraha- miasan’izy ireo no mitarika any amin’ny fifantohana ka hahazoana fahombiazana. Mifanako araka izany izy telo ireo ka tsy mitondra fahombiaza... |
Ny poeta na ny mpanoratra irery ihany no mahita io zava-miafina io. Afaka mihoatra ny tsapan’ny besinimaro izy. Manam-pahefana noho ny hafa ihany koa. Hoy i nalisoa ravalitera ao amin’ny iza ? Iza ilay mahita ny tsy hitan’ ny sarambaben’ny olona ilay mahatsapa ny tsy tsapan’ ireo mihevitra ho mpitolona. Ilay maheno ny ... |
Fiseraserana ihany teo amin’ny nandritra ny fanatrehana |
Ny akoho manatodilava |
Pour les entraînements, quand et où vous les pratiquez ? Jusqu’à maintenant, nous faisons les entraînements au moment de notre travail quotidien, mais on ne possède pas encore d’endroit et d’un emploi du temps spécialement pour l’entraînement. |
Resume cette recherche est basée tude économique des charretiers district d region itasy migrant vers ambany andrefana on a commencé par décrire la situation géographique des lieux et la situation écotude concernant la mise en valeur des |
Dingana arahina ao anatin’izany ny fifanitsanana atao amin’ireo tanàna rehetra nanao fangatahana. Ao ihany koa ny fanomezana andraikitra azy ireo amin’ny fitsarana ny fifanintsanana, ary farany ny fampandraisana anjara azy amin’ny famantarana ny fiarahamonina misy azy. |
Mamolaka ny fahaiza-mikirakira sy manatsoaka hevitra avy ao amin’ny literatiora nodinihiny -manazatra tena sy mankamamy vaky boky mba hanabe voho ny vakomanitra ananany indrindra eo amin’ny sehatry ny literatiora malagasy |
Raha mba takiko re ny vidin-katsembohan’ireo tantsahanay niasa an-terivozona, hamokatra ny tanin’ ireo voay mpitsentsitra ! Dia tokony àry ve ny mbola itakiana izay nosamborinay hoentinay manarina izay very tamin’izany ? Ny marina tsy andefitra! Raha mba takiko re ny tomban-kolontsaina sy fahendrena teto nataony hosy v... |
Iv.2.3.1 le tabagisme le tabagisme ou la consommation habituelle de tabacs avec une dépendance surtout psychologique. Ce phénomène est encore plus ou moins accepté au sein de l’asa vue la difficulté de priver les adhérents de ses habitudes et cela ne nuit pas tout à fait les fonctionnements internes du centre. On peut ... |
Ny fanomezan-danja ny teny malagasy fototra mampijoro ny maha izy azy ny firenena iray ny tantara, ny riba, ary ny teny. Izany no nahatonga an’i galliéni hamotika ny teny malagasy. Mbola lalim-paka eto amn’ny firenena hatramin’izao io fiantraikan’ny famoretana nataony io. Hery iray nanosika an’i jean narivony hanoratra... |
Ranomaso kosa no navalin-drazazavavy izany, sady niteny toy izao izy ianao no efa anjara natolotr’andriamanitra ahy, satria efa nankiniko taminy ny fahatanterahany toy izao, ka izay hitondran’ny lahatra anao, dia hitondrany ahy koa 24 tanteraka soa aman-tsara ihany ny fanambadiany, na dia nisy aza ny olana madinidinika... |
Hita eto amin’ny fafana fa ny antsasany latsaka amin’ny vondrona ambara nampiasaina dia ahitana anaphore avokoa. Ny anaphore andohana andalana mifanesy no betsaka indrindra, satria mahatratra 22,91 n’ny vondrona ambara. Ny anaphore tsy feno kosa dia manome 12,50 n’ireo tononkalo ireo. Ny anaphore sy lohateny ary ny ana... |
Raha fintinina izay rehetra izay dia azo ambara fa ireo firenena miteny anglisy no tena havanana indrindra eo amin’ny teknikan’ny fanoratana re ; manaraka azy i frantsa ary aorian’ireo ny urss. Tsy dia hita misongadina loatra kosa ny fanoratana re any amin’ireo firenena hafa. |
Raha tiana ny hampahomby ny fampianarana ny taranja malagasy, dia atao izay itiavan’ny mpianatra azy no atao. Mba hahatongavana amin’izany, dia ampiainana ao anatiny mihitsy ny mpianatra ka iray amin’izany ny sampana na fikambanana. Misy amin’ny mpianatra rahateo koa moa manan-talenta amin- javatra maro toy famoronana,... |
Ny hafatra ampitaina ny fahalalana |
Ny mpampianatra no tomponandraikitra voalohany, manoloana izany tranga izany, noho izany, dia miainga avy amin’izy ireo ny fanavaozana mba hamerenana ny lanjan’ny taranja malagasy eny anivon’ny fampianarana tekinika. Aroso any amin’ny fizarana manaraka moa ny tolo-kevitra manoloana izany rehetra izany. |
Ambalavao ambany 16 16 |
Haingo 22 febroary 1987 |
Sary xx vehivavy anta ala mikarakara ny sakafo ratsy |
Ny fanavahana azy roa ireo akory no tena hiompanan’ny fanadihadiana amin’ity zana-kevitra ity, fa ny fiheveran-dratsimaholy francinet izany antsoina hoe poeta sy mpanoratra izany. Olona voafidin’andriamanitra hoy izy ny poeta sy ny mpanoratra, ka afaka mifampiresaka amin’andriamanitra mivantana. Azo lazaina ho olona ma... |
Liquidité immédiate actifs courants exigible à court terme réalisable à court terme disponibles exigible à court terme disponibles exigible à court terme |
Dikan-teny malalaka avy amin’ny nambaran’i ndia-bintu, 1980 vous pouvez aussi utiliser les questions comme stimulants de sa réflexion. A n’importe quel moment de la leçon, poser des questions pour la créativité et la réflexion de l’élève p.44 35 dikan-teny malalaka avy amin’ny nambaran’i f. Macaire sy p. Raymond, 1975 ... |
Teny fisaorana |
Dia nahita izany saina toeran-tokana mangina tany foana, karakaina toa fonenam-pahoriana! |
Fa aminy ny amiko ny foko saro-piaro izany ka fantaro ! 115 |
Fomba filazany avy ireo mponina nanaovana fanadihadiana tany an-toerana. Efa apetraka mialoha ny tanjona kendrena amin ny asa fikarohana ary alamina araka ny karazany avy ny zana-kevitra azo tamin izany mety ho petraka olana, na petraka hevitra. Koa ny akora azo tamin ny fikirakirana ny tahirin-kevitra ireo mpialoha la... |
Razafimoria, nomeniavo priscilla, 2016. Ny hairaha araka ny ahitana azy ao amin’ny fandaharam-pianarana taranja teny malagasy kilasy faharoa ambaratonga faharoa, mémoire de capen. Kahlat, nadjoua, 2012. Pour une approche communicative de l’enseignement- apprentissage explicite de la grammaire française, thèse de doctor... |
Tsy ireo toe-javatra voatanisa teo ireo ihany anefa no nampiasain’ny mpanoratra ity karazan-tsarin-teny ity, fa nampibaribary ny fihetsiny manoloana ny fahafatesna ihany koa izy ireo. |
Hubert deschamps, histoire de madagascar, paris 1965, tak. 305-306 |
Ny salan-taonana sy ny isan’ny mponina ao amin’ny fokontany nanisana. |
Renibe raibe |
Oniversiten’antananarivo fakiolten’ny teny aman-tsoratra ary ny siantsan’ny maha olona sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy rantsam-piofanana fampianarana |
Aza misy miteniteny, aza misy miteniteny olom-belona, hono, tsy maintsy mijoro ary ny hendry no azo hatoro vonona hiatrika ngidy sy hamy manaiky ny fiainana voamaintilany zahay mianakavy ho sambatra ery fa mifamela sy mifankatia. 37 fizarana ii, seho 2 |
Toerana voasokajy anisan ny mamokatra betsaka ao anatin ny firenena malagasy ny faritr i sofia. Ny fambolena rehetra misy eto madagasikara dia saika hita any amin iny faritra iny avokoa. Tsy vitsy ny voly fanondrana culture d exportation hita any indrindra koa ny voly fihinana culture vivrière no tena asam-piveloman ny... |
N’inona n’inona nilaina, dia tsy nisy izay tsy tonga darazay sy vatomamy, nikotaba fa kilonga vao nitsidika radada dia ny paosiny no voasonga nony niditra raneny namoronana somonga |
Fikarohan-kevitra fijerena ny foto-kevitra, ny renihevitra, ny zana-kevitra, ny porofon-kevitra, fananganana drafitra antsipiriany ao amin ny drafitra antsipiriany no ahitana fizarana roa na telo lehibe izay tsy inona fa ny renihevitra. Io dia arahin ny zana- kevitra sy ny porofon-kevitra izay atao anaty farango sosona |
Toko i. Ny zava-nisy teo amin’ny fiainam-pirenena |
Malagasy. Tsy ho nitovy araka izany koa ny fivoaran’ny endrik’ireo vondron-teny ireo mankany amin’ny teny malagasy. Kendrena ho fantatra amin’ny alalan’ny fampitahana ny fifanovam-peo eo amin’ ny teny malagasy sy ireo teny samy hafa mifandray aminy miasa ankehitriny ny tohatry ny fivoaram- peo teo amin’ ny tantaran’ny ... |
Zk1 tsy matahotra hifanandrina amin-javatra sarotra pk tolona sy ady ny fiainana, ka zara ho an izay manam-piniavana handresy. Zk2 mino fa azo hatsaraina amin’ ny alalan’ ny fikirizana ny vintana. Pk eo am-pelatanantsika ny vintana, isika no misafidy. |
Araka ny efa voalaza, ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantaran’i e. D. Andriamalala dia saika tokana, tsy manana iray tam-po, ary manana ny ampy avokoa. Toy izany koa i lala ao amin’ny fofombadiko. Nalefa nianatra tany andafy izy, ary tsy ny zanaky ny olona rehetra akory no mahatakatra hampianatra ny zanany any t... |
Ny mikasika ny endriky ny fampianarana |
Hita fa misy tombony ho an’ny mpiompy tokoa ny fiompiana akoho manatodilava araka ny famotopotorana natao tao antanetibe mahazaza nanomboka ny taona 2012 hatramin’izao taona 2015 izao. Marihina fa ny tarehimarika rehetra azo nandritra ny dinika nifanaovana tamin’ny mpiompy dia nalaina tao amin’ny karine firaketan-tsora... |
Fafana 9 fitantanam-bola atao ny vehivavy ao an-tokantranony unité |
Iii 3.3. Les effets des rumeurs |
Famintinana ny tantara |
Organisation des nations unies, la pêche dans la vie des pauvres en afrique de l’ouest, 2002 , p4. Lehibe kokoa ity karazan-dakana ity raha oharina amin’ny lakan-jily. Mahazaka entana aman-taonina izy ary mandeha amin’ny alalan’ny motera fa tsy hivoizina tahaka ny lakan-jily. Motovitovy amin’ny endriky ny lakan-jily ny... |
Marihina moa fa ny mpanolo-tsain’ny kaominina izay monina ao imerikanjaka no nampandroso sy nampiantrano anay, nandritra ny andro maromaro. |
Mbola anisan’ny maneho izany koa ny fitondrana ny maty hanomezana voninahitra an’andriamanitra mialoha ny fandevenana. Izany fihetsika izany dia natao ho solon’ny fanolorana ilay olona maty amin’ireo razana efa ao am-pasana. Tsara homarihina anefa, fa tsy ny fiavavahana rehetra dia manary ny fanaon’ny razana avokoa. Mi... |
Ny fifandrohizana ny singa rehetra sy ny hevitra rehetra ao amin’ny lahatsoratra dia tokony hifandrohy avokoa. Ny fisian’ny teny mpampifandray samihafa dia manamarika ny fifandrohizana misy eo amin’ny hevitra naroso. Ankoatra ny sandan’ny teny mpampitohy, dia mety hisy ambaratongan-kevitra koa misisika entin’ny mpampit... |
Nampanao fitsapan-kevi-bahoaka mikasika ny lalàm-panorenana narafiny vonjimaika, hampandehanana ny firenena mandritra ny dimy taona ny jeneraly ramanantsoa ny 08 ôktôbra 1972. Nofoanany ny lalàna nampiharina tamin’ny fitondrana teo aloha. Nankatoavin’ny vahoaka izany, ka lany tamin’ny isam-bato 96,43 ny eny. Niroso tam... |
Mananatra andry ihany aho fa ny nenina anie, hono, tsy eo aloha horoahina toy ny omby, fa ao aoriana hanaraka toy ny alika e ! Tantaraiko andry fa efa nisy nanao fitafiana tsy maotina toa andry io, narahin’ny jiolahim-boto tany an’elakelan-trano tany, satria nihantsy azy loatra hum hum hum ! Angaha tsy henon-dry koa, i... |
Fa somary mbola tsy en forme tsara aho. |
Raha aravona ny vokatry ny fanadihadiana natao tato amin’ity fizarana voalohany ity, dia nisongadina ny zana-pizarana telo. Tamin’izany no nanoritsoritana ny mikasika ny baiboly amin’ny ankapobeny. Hita ao amin’izany ny mombamomba ny baiboly iray manontolo sy ny tantarany ary ny fomba nanapariahana azy maneran-tany. Hi... |
Sary 5 ambohijanamasoandro , tanànan ny andriana nanjaka rasendrahasina ahitana ny endriky ny vavahady sy ny ampiantanin ireo tanànan ny andriana |
Ravaka dokotera haja, mpitandro filaminana, fokonolona |
Faculté des lettres tao bordeaux ii |
Ii.4.1 ny tso-drafitra |
Rojo an, an! Tsy mianatra intsony fa miasa, fa aty mihitsy no nifanaovanay fotoana, fa misy olona hojerenay izay aty. Sedra hay ve! |
Foritra foriporitra |
Olona ana sy efa trotraka no asaina miandry eo am-pototry ny loharano, ampanantenaina tany tondra-dronono sy tantely tsy hiaritra nefa ny ronono efa notsabahin’ny lalitra. Ny tantely efa nisy nitroka. Rariny raha ho tafintohina ilay niaritra tak vokatry ny fiaretana natao dia tafintohina ny fo satria nisy hery niala ta... |
Vitsy ny surveillant ao andoharanofotsy raha mitaha amin’ny ao ambohimanambola. Lasa manahirana ny fanaraha-maso ny mpianatra ao andoharanofotsy, satria surveillant iray izany misahana mpianatra 300. Ao ambohimanambola kosa tsy dia mifanalavitra an’izay satria ireo surveillants ireo dia misahana mpianatra 250 kanefa, a... |
Famintinana isaky ny fizarana fizarana i filan’ny nofo toko i marary efa ho iray volana ny renin’i bako. Sahirana mikarakara azy 5 mianadahy zandriny izy ka diso fidirana matetika. Nolazain’ny mpampiasa azy fa fotsy ny karamany iray volana noho io fahadisoam-pidirany io. Nibosesika tao an- tsain’i bako ireo trosa isan-... |
Misy jadona manelanelana ny taonan izy mianaka, misy jadona koa manelanelana ny fisainany, nitompoany radavida teny fantatra fa rendriky ny fianarana betsaka loatra ny fahaizana mamakafaka lalana ao amin ny zatovo, ka mahatonga azy tsy hahay mitondra tena eo anivon ny rendrarendran ny fiainana. 315 |
Babe renibe |
Nilaza izy fa lasa izy ireo. |
Rasolomahenina manirisoa 2 rasolondraibe andré 3 ralalaharisoa nirina 4 rasoamahenina rasolondrainy 5 rasoarimalala vololona 6 raharinivo soarimanana 7 rasoamanarivo bodomalala 8 randrianarisoa solofoniaina 9 randrianarivosoa harinosy 10 rahelisoanarivo fanjamanana 11 rasolondraibe 12 ramangaharisoa 13 rasoamahenina |
Ce vers du poème n 17 est l’un de ceux qui prouvent que l’on peut trouver les deux casquettes de l’expression d’une idée, à savoir l’implicite et l’explicite, dans la société malgache même si c’est le premier qui domine. En tout cas, ce serait une erreur de penser que l’existence de l’un exclue celle de l’autre. Il ser... |
Nezahina tato anatin ’izao fizarana fahatelo izao ny fitsikerana ny boky nasongadina ny lafiny mety hita fa nanaraka ny fepetra ankapobeny ihany ny nandrafetana ny boky ; ahitana sary , ahitana tombana ary niainga tamin’ny fandaharam-pianarana nisy ny vontoatiny. Na izany ihany nahitana lesoka tamin’ny fanatanterahana ... |
Fandresen-dahatra mampanaiky hevitra |
Mandray ny mari-pirindrana ny- kosa ny mpamari-toetra miaraka amin’ny anarana ao anatin’ny sokajy raha miantomboka amin’ny zana-peo. Ohatra eusi mainty nyumba nyeusi trano mainty ingi maro ng’ombe nyingi omby maro |
Ity no setrin’ilay interrogation oratoire any amin’ny fampidiran-dresaka.64 ny oharina eto dia ny mpiteny aho , ny anoharana kosa dia ny takatra amorom- parihy. Ny takatra dia karazam-borona manana fihetsika miavaka. Isan’ny sakafony ny trondro. Eo am-pakana izany indrindra no miseho ilay fihetsika miavaka. Mipetraka a... |
Fy zao ve leitsy ialahy vao tonga! Sitraka tsy fanahy iniako leitsy fa aza maneno be eo ialahy ry fy a! Ravaka aleo leitsy izany ho any fa maka toerana ianareo roalahy ary henoy aho. Sitraka inona tokoa izany zava-dehibe nampiantsoin’ialahy anay izany? Ravaka tena zava-dehibe tokoa e! Ary mahamenatra, izany no antony i... |
Kintana miraraka |
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny ny renikeliko hery miteny irery tsy voakosoka ato an-tsaiko mihitsy ny fahatsiarovana ny tantaranay. Notantarain’i mama ahy hatramin’ny voalohany mantsy izany. Efa roa taona izao no naha dokotera ahy; vao nivoaka ho mpitsabo aho dia efa tsy navelan’i mama raha tsy natao ny raharahanay sy i l... |
A! Ry zalahy tovolahy! |
Horesahina tsirairay ny amin’izy ireo, araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkiran’i abel ratsimba. |
Miavaka ny lehilahy eo amin’ny hery satria ny vehivavy dia atao hoe fanaka malemy. Izany hery ananany izany no mahatonga ny fanavakavahana eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy eo amin’ny sehatra maro samihafa. Indraindray anefa ny lehilahy dia manampatra izany heriny sy fahefany diso tafahoatra izany eo amin’ny fiainana.... |
Maha izay no nandikana ny identité araka ny dikan-teny nalaina tao amin’ny asakaroka nataon’i valisoa sitraka rakotozanany, haivolantsehatra ara-kolontsaina sy fampandrosoana fanajariana ny volantsehatry ny haifanabeazana fantenana ao amin’ny fintin’asakaroka master, ens-ua , 2019 |
Olivier de sardan, op cit, tak 134 la minimisation des risques est au c ur de nombreuses stratégies paysannes. La méfiance face aux semences à hauts rendements proposées par les services agricoles plus productives en année moyenne mais plus risquées que les semences locales en année à fort déficit pluviométriques en es... |
Mampivoatra ny saina 01 01 02 06,89? |
Vokatr’izany dia sarotra aminy ny handray fanapahan-kevitra miorina amin’ny fandalana ny fahamarinana. Izany anefa no anisan’ny sakana tsy ahafaha-mampijoro ny rariny. |
Ratsy ! Ny adim-pirenena ra ! Kiakan-jaza sy tomany ka aoka indray fa mahonena ! Lehilahy ! Vehivavy ! Samy miaro ’zato tany mirehareha ho lalin-tsaina ! Vazaha adala ! Nefa, nefa hay ambany indrindra ny fisaina be, betsaka ê ! Maro loatra ny habibiany, tsy miala ; vinany, tsiaro raiki-paka anaty aina fa izy ; an ! An ... |
Nisy hono indray hariva diavolam-penomanana tovovavy iray sariaka nandona tao am-baravarana. |
Raha teo amin’ny lafiny maha olon-tsotra ny mpanoratra indray no asian- teny fohy, dia fantatra fa i hajaina dia olona tsotra sy mora ifampiresahana, ka anisan’ny antony nanosika anay hirona taminy ihany koa izany. 0-2-2 ny lohahevitra ifotorana |
Aux hommes de science |
Izany no afantsika amin’ny fandresen-dahatra an’i afrika mba hiady hatramin’ny farany. Sinton-kevitra mifantoka betsaka amin’ny kolontsaina sy ny fomba fiheveran’ny fiarahamonina resena lahatra ity tohan-kevitra ity izay entina indrindra hampifandraisana ny itenenana amin’ny tontolo manodidina azy. Manatsidika ny maha ... |
Ny endriky ny tombana niraisan’ny mpampianatra a sy b |
Rehefa hita fa manjarinjary ny namana dia atao izay hamotehana azy. Izany fialonana izany no miteraka fisomparana ka mitarika any amin’ny tsy fandriam-pahalemana. Hita izany amin’ny hoe o. B.53 5 6 |
Ny fetran’ny asa |
Ny mihaingo sy ny meva anefa sendra ny salon , ikoranana mahafinaritra fa ny mavomavo toa an-dry rainidona mianaka kosa , toa vita resaka eny an-dalantsara , noho izany aoka aho hieritreritra kely |
Mpiasa tany |
Elamboahangy |
Firaketana notaterin’i lala rakotoson raolison , in lovako t12, op. Cit. , tak57 |
Virements recus |
Toy izany, raha lazaina amin’ny ambangovangony ny momba ireo sary. Mbola hisy famahavahana misimisy kokoa azy ireo any amin’ny zana-pizarana natokana ho an’ny fampivohirana ireo lesoka ao amin’ny boky. Fa mbola anisan’ny lafitsaran’ity boky ity ihany koa ny fanomezany anjara toerana lehibe ny asa ampanaovina ny mpianat... |
Ankatoavin’ny firenena sasantsasany ny fanatanterahana izany. Ohatra ny ankamaroan’ireo firenena eôrôpeana, ny any amerika mamela malalaka ny olona amin’izay safidiny na hiteraka na tsia. Izany fomba fiheverena izany, dia efa miely tsikelikely eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Ohatra ny fampiharana ny fanabeazana aiza... |
Mpiray tampo no mampiasa io teny hita ao amin’ny ohatra 12 na dia tsy voafaritra amin’ny alalan’ny mpisolo tena tampisaka aza ny teny hoe baba eto dia azo ambara fa ikambanan’ny mpiteny izy io amin’io ohatra io 3 eny an-kalamanjana |
Formation professionnelle qualifiante |
Ny kitay roa an-dalana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.