text stringlengths 10 11k |
|---|
Conclusion d’analyse |
Fafana 32 mari-pamantarana ireo sekoly sy ny mpampianatra fafana 33 isan’ny fanontaniana isaky ny sokajin’olona fafana 34 ireo olana mahatonga ny tsy fahombiazana avy amin’ireo sokajin’olona samihafa fafana 35 andiam-panontaniana sy valiny mikasika ny zava-misy eo amin’ny sekoly fafana 36 fomba fanatanterahana ny fampi... |
Toko iii 3.3. Ny vokatry ny tabataba teo amin’ny fianakaviana mpandray anjara fototra aoamin’ny tantara |
Mpiteny amin’ny alalan’ny lanja izay tena ambony ny halehiben’ny taovam- pananahan’ny ray aman-drenin’ilay olona itenenany. Tsy misy taovam- pananahan’olombelona mahatratra izany lanja izany saingy nampiasaina ireo teny ireo mba hanasoketana ny ray aman-drenin’ilay olona itenenana. Fampitahana amin’ny taovam-pananahana |
Rni 09. Vi.85 |
Teo amin’ny lafiny fampianarana manana endrika laza hevitra toy ny hita amin’ny famakafakan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany sy famaranana ny amboaram-pahendrena. Indraindray dia sarotra amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra ny mamahavaha azy ireny. Ity asa fikarohana ity dia hanampy azy ireo amin’izany. |
Hita araka izany, fa lafin-javatra roa miavaka tsara no miteraka ny aingam- panahy ao ny hery ivelan’ny tenan’ny olombelona, hery tsy hita maso avy amin’andriamanitry ny poezia, sy ny hery avy ao anatin’ny olombelona ihany izay teraka avy amin’ny zava-misy hitany sy iainany. Ity lafin-javatra faharoa ity no tena nahita... |
Momba ny tombana |
Charles rajoelisolo, notaterin’i lala-rakotoson angès, lovako t 10, tak 6 76 ny orimbato, tak 138, oktobra-novambra 1973 |
Fanenonana |
Ny fototeny mitsatoka |
Fiovana ireto fa tsy izy roa miaraka firosoan ny tsidrim-peo na fiovan ny renifeon ny vaniny farany rehefa tovanana |
Fisokajiana ankapobeny ireo tantara an’onjampeo nosoratan’i natiora |
Fizarana voalohany |
Na tsara rafitra sy maty paika aza ny fandaharam-pianarana dia tsy mitondra vokatra mahafa-po izany, raha toa ka tsy hain’ny mpampianatra ny mampita izany amin’ny mpianatra. Izany hoe, ny mpampianatra no tompona antoka voalohany amin’ny mety hampahomby na tsia ny fampianarana. Miankina amin’ny fahalianan’ny mpianatra i... |
Raha tonga re’lay ora hifandaozantsika ireto raha hikimpy moramora; ka hafoy tokoa ny eto inona no mba ho hita hotantaraintsika kosa? Moa ny asa ratsy vita sa ny soa natao tontosa? |
Jona 2003 manjakaray |
Fanabeazana ho olompirenena sy ho tia tanindrazana |
Ra-gly ire ny no tsy afa-m anohitra sy ts y afa-m ite ny ints ony ’le ty a! Ts y mila ambanana antsy fa tonga dia aboridana! 31 |
Lasa tsy fanta- panjavona indray ’lay embon- tsakaiza nisentoako teo ny hira sy kalo novelominay no sisa anandratako irery ’ty feo ! |
Approbation du bon de commande |
Razafitsalama, deux monde en présence, tak 25 office du livre malgache, tpl imarivolanitra, 1996 tak86 103 pnud, fev 2001, tak 131, les principaux obstacles qui empêchent les pauvres de s’organiser sont le manque de temps, de ressources, d’information et d’accès à des ressources d’aide éxtérieure |
Misento aho satria tsy haiko ny hamantatra fa ny tiana sy ny tia no nasiana ny tsy fantatra. Va lah 5 |
Andrianary ratianarivo, zanaboromahery eliza freda, 1938. |
Terres et cultures produits p superficie allouée quantité produits prix unitaire total p1 |
Ny fanabeazana tamin’ny fiandohan’ny fanjanahan-tany |
Ka harahin-jazalahy sy zazavavy soa tokoa ho tokantrano tena sahy sy hambinin-java-tsoa. |
Manao fanamarinam- pahatongavana |
Ramily tompon’ny familiana. Nangina tsara manodidina an-dramily ny ankohonany. 69 ny fahefana nananan-dramily sy ny toetrany no nanova ny zotram- piainan’ny mpandray anjara fototra, dia i tsiry izany. Miaro miaro izay ataon’ny rainy. Na dia tsy mivantana loatra aza izany, dia izay efa ataon-drainy sahady no tahafiny sy... |
Mikaroka sy manolotra ohabolana sy fomba fiteny mifandraika amin’ny lohahevitra ianarana. |
Tsy hafa noho izany no ambaran-dratany amin’ity ohatra ity satria hofa-tanana tokana monja no nanambakany ny olona iray kinanjo nampidiriny anatin’ny fonja dia fonja hirindrina mandrakizay |
Bibliographie |
Kentsona m |
Saika mpanaraka ny fivavahan-drazana ny ankamaroany, ankoatra ny mpino silamo sy ny hindoa ary ny bodista, izay vitsy an’isa.16 midika izany, fa manana anjara toerana lehibe ny fivavahana kristiana, kanefa koa tsy latsa-danja amin’izany ny fivavahana nentim-paharazana. Ny maro amin’ireo mpino kristiana ireo dia mivavak... |
Fa ankoatra ireo, ny serasera dia mahafaoka ihany koa ny firobohana an-tsehatra eo amin’ny seha-pifanakalozana. Vokatr’izany dia nipoitra ny atao hoe miserasera. Tafiditra ao anatin’io voambolana io ihany koa ireo tekinika samihafa ampiasaina sy ireo fitaovan- tserasera isan-karazany an-tsoratra, na am-bava, sns, ary i... |
Aolava maro zanaka 2- kihiza vadin’i baolava 3- tsimiandry liam-baovao 4- bako vadin’i tsimiandry 5- mpanarivo 6- soa manao fandrindram-piterahana 7- dokotera 8- ombiasa |
Boky i tak 96 238 boky i tak 41 |
Raha heverina manko ho toy ny mpamaritra laharana fahatelo ny -nya eto , izay mifamaly amin’ny -ny amin’ny teny malagasy dia tsy mira velively amin’ny hevitra hoe buku si kawanku bokin’ny namako ny zavatra azo toy izao no miseho bukunya kawanku bokiny ny namako |
Votretrika votretritretrika mamotretritretrika |
Tovo rahampitso! Fa hijanona aty aho androany! Tina, tandremo anie! Sao hoe tonga any àry aho ka handre feo hafahafa e! Tina io indray ianao sy ny hasarotam-piaronao, izaho ve adala aminao e! |
Isan’ny karazana lahatsoratra an-gazety mahaliana ny olona ity, na dia tsy maro mpampiasa loatra aza. Tsy ny hitsofoka ao amin’ny fiainana manokan’ilay olona soritsoritana akory no tanjona, fa ny hampahalala ny maha-izy azy izany olona izany amin’ny ankapobeny na eo amin’ny lafiny ara-batana, na eo amin’ny lafiny toetr... |
Isan’ny fivoriana 1. Fanamafisana 101 285 |
Sasakalina latsaka dimy, 15 jolay 1996 |
Anton-javatra sy voka-javatra ohatra alisoa hoy ny voasoratra ao amin’ny taratasin’i bruno ho an’i alisoa zanany matin’ny fitiavako anao aho. 258 vokany antony mifanatrika eto ny antony sy ny vokany. Ilay antony kosa no misongadina kokoa, izany hoe ilay fitiavana tsy voafehy no antony namonoan’i bruno ny tenany, ary ma... |
Intsony ny akoho hatrany amin’ny farany noho ny antony maro samihafa toy ny aretina ka maty. |
Raolison r. R. , fomba amam-pahendrena malagasy, ambozontany fianarantsoa, 1969, tak 43 |
Ireo vanim-potoana lehibe eo amin’ny fiainana ireo ary hita fa manaraka symanaja izany ny mponina ao ankiakabe. Ny tontolon’ny maty kosa miantomboka eo amin’ny fahafatesana. Inoan’ny malagasy fa tsy tapitra eo amin’ny fahafatesana ny momba ny olona iray fa mitohy any ankoatra. Sarahan’ny tontolo roa ny velona sy ny mat... |
Tak. 1, adl.5-10 |
Fotoana fotompotoana |
Une composante linguistique, c’est-à-dire la connaissance et l’appropriation la capacité de les utiliser des modèles phonétiques, lexicaux, grammaticaux et textuels du système de la langue |
Filalaovana amin’ny andininy 2.1.3.1. Ny andalana mandrafitra ny andininy |
Ramatoa lala, renim-pianakaviana 58 taona, mpiompy landy, firotsahana an-tsehatra septembre 2012 |
Ny teny aloakan’ny vavan’ny marina no tiana haseho amin’ilay hoe ny vavan’ny marina. Izany hoe ny teny izay lazainy dia mitondra soa ho an’ny tenany, fa ny tenin’ny ratsy fanahy kosa dia mety hisampotina any aminy ka mety hiteraka vono olona mihitsy. |
Samihafa. Koa rariny raha manana traikefa sy mahita fomba isan-karazany hahafahana manabe izy, toy ny ataony ao amin’ny hafatry ny mpanabe fehin’ny fizarana voalohany |
Tsy fifanarahana mazava tamin’ny tompon’ny tany nametrahana ny fotodrafitrasa |
Fehiny tsapa tamin’ny fandalinana ny tara-kevitra momba ny fitiavana, tato anatin’ity fizarana faharoa ity fa misy karazany telo ny endrika isehoan’io fitiavana io ao amin’ny tononkiran’i abel ratsimba ary nokaloiny sy novetsoiny. Teo aloha ny fitia mifamaly eo amin’andriamanitra sy ny olombelona , izay nahalalana fa t... |
Va hiram-panahy , tak 73 144 dictionnaire universel des poches, op cit, pp 266 heptamètre vers de sept pieds |
Universite d’antananarivo ecole normale supérieure département de formation initiale centre d’etudes et de recherches lettres malgaches |
Ny zanak’iarivo izay fanaperana, rehefra mitondra ny lamban-drazana, indreny tazano raha vao miserana fa mampiaiky volana izay mitazana. 35 ’lay elo lanjainy somary ahodiny dia mampaha-manja ny volon-kodiny ! |
Tompokolahy sy tompokovavy |
Ankoatra ireo, dia ampiasain’ny mpanoratra ihany koa io kian-teny mampivadi- drafitra no io, eo amin’ny fahadisoam-panantenana amin’ny fitiavan’olon-droa. Misy tokoa ny mahatsapa fa efa voasolo ao am-pon’ilay olon-tiany ny toerany. Araka ny fiheveran’i ny eja, indraindray dia tsy ampoizina akory ny fisian’izany. Izay o... |
Nandritra ny nipetrahany tany ivelany, dia nahita sy nahafantatra zavatra betsaka mikasika ny fiainan’ny firenena tany izy. Nandrisika azy handray andraikitra teto amin’ny firenena izany rehefa tafaverina izy. Nirotsaka tao amin’ny akfm fanavaozana, sokajy vehivavy izy. Tsy nijanona ho mpikambana tsotra, fa lany ho fil... |
Jo andrianasolo 16 02 05 |
Cf va tak 3, andl 1-6 97 cf va tak 37, andl1-4 98 cf va tak 42, andl 5-7 |
Moa efa maso voatototra tany ireo tompon’ny hafatra soa sarobidy ka vizana foana raha toa manontany nankaiza, eny lahy, ny kitay anjavidy ? |
Araka izany, efa maro ireo sehatra nahitana ny fanadihadiana ny fiompiana ny akoho raha ireo voatanisa ireo no resahina. Na izany aza, mbola misy hatrany ny mahaliana amin’ity sehatra ity ka mahatonga ny fisian’ny asa fikarohana vaovao hatrany. |
Ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ireo dia nahitana mpampianatra 4 027. |
Fafana n 6 v. T. Maneho ny fahombiazana |
Isany tahan’ny sokajin’asa isany tahan’ny sokan’asa isany tahan’ny sokajin’asa mpikarama isam- bolana 36 24 28 18,7 64 21,3 mpiasa tena 29 19,3 37 24,7 66 22 tomponandraikitra ambony 9 6 16 10,7 25 8,3 tantsaha 7 4,7 9 6 16 5,3 mpianatra 61 40,7 53 35,3 114 38 tsy manana asa raikitra 8 5,3 7 4,7 15 5 tambatra 150 100 1... |
Amin’ny lohahevitra manokana ny fifandraisana dia manana ny tanjona kendreny izy. Toy izao manaraka izao ny momba izany ny mpianatra mahavita ny taona faharoa eny anivon’ny fampianarana tekinika dia mahafehy ny momba ny fifandraisana amin’ny ankapobeny |
Entendu maheno eto dia miresaka amin’ny mpiofana ireo mpampiofana, izany hoe misy zavatra henon’ny mpiofana eto, izay no mahatonga antsika mba hisafidy tsara ny fomba entina hifaneraserana amin’ny olona fa dieny izao voalohany izao dia mila mazava tsara ny fahalalana omena azy, tsy mila fiteny miolakolako koa eto mba t... |
Lohateny fomba famolavolana boky fampianarana literatiora miainga amin’ny fitsikerana ny boky fary mamy kilasy voalohany |
Les membres du jury |
Masinista lehilahy ihany, hono, akia no horaisina anio. |
Aretin ny taolana aretin ny taolana 2 0 aretina ao amin ny faritry ny loha otite 9 1 |
Cf tovana b |
Literatiora tonga haingana indrindra eny amin ny mpihaino ny tantara an onjam-peo. Fitaovana lehibe enti- manabe sy mampiala voly izy. Ny hafatra ampitain ny mpanoratra amin ny vontoatin ny tantara no fanabeazana tovozina aminy. Anjara asan ny mpanoratra rahateo hoy i mauriac, 1933, 152 ny mampita hafatra ho an ny mpam... |
Ny ilana ny taranja malagasy amin’ny fiofanana atao |
Na marika, na sary, sns, no nandalo teo ambany maso, ka nampifoha ireo tsiahy ny andro fahiny ary mahatonga ny embona sy ny hanina . |
Kokoa ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Ny kapoka dia natao handrarana azy tsy hizotra amin ny lalan-diso sy hampahafantarana azy ny tokony hataony mifanohitra amin izany. Noho izany, tsy tokony pepoina amin ny tsy mety ataony fotsiny ny zaza, fa tokony hatoro azy ny tsara mba hahalalany tsikelikely ny lala-mendrika toko... |
Van gennep , les rites de passage, librairiecritique, e mouton, paris 1909 tk 218 le monde d’outre tombe est analogue au notre mais plus agréableet que la societé y est organisée comme ici bas 53 rajemisa raolison in , rakibolana malagasy |
Faharetany 4 taona mahery |
Tsy misy mafy tsy laitran ny zoto. Rehefa vonona ny tena, ka matotra ny saina, na tanimena aza mirehitra. 391 |
Ny fanehoana ny maha izy azy ny tena amin ny fomba fanoratra |
Hiratra avoakan’ny sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy |
Io tantara tsangana ifarimbonana io indrindra no lalan-tsaina nitondra nankany amin’ny tantara tsangana manainga fototra. Miovaova araka ny olana misy eo amin’ny faritra ny votoatin-kevitra voizina ao anatiny. Io tanjony manokana miovaova araka ny toerana io no tsy itovizany amin’ny tantara tsangana mitety vohitra , fa... |
Tsy maintsy mamy ianao |
Rahajarizafy, op cit, tak 38 97 v. A tak 224 98 v. A tak 225 |
Mamantatra ny fepetra isian’ireo fiheverana samihafa ao anatin’ny vondrona iray mitovy fa tsy sahala mamahavaha ny fifandraisan’ny vondrona dinihina amin’ny vondrona hafa ao anatin’ny fiarahamonina misy azy ny endriny, ny votoatiny, ny antony, sns. 1.1.1.3. Ny petrakevitra sy ny vokatra nandrasana ny fombafomba fifandr... |
Jean ndema, 1973, tak 34 48 siméon rajaona, 1990, tak 49 |
Hoy i j narivony raha mamaritra ny atao hoe tena poeta ny tena poeta ary dia manana eritreritra misidina ambony. Toy ny manana elatra ny fisainany ka mahatakatra, mahita sy mandre zavatra tsy takatra na tsy hitan’ny sarambaben’ny olona 73. |
Dada nolazain’i neny koa fa vatranao ny niari-tory na dia efa diva haraina tsy tia ny zanakao ho ory fa hiaro ireto sombiniaina |
Toko vi izy enin-dahy hovalahy natao n andrinampoinimerina zokiaman-drainy nitondra any merina enina toko toko vii iley izy roroa namono tena tsy navel any raiamandreny hivady, tao vakinakaratra; anatra natao n andrianampoinimerina taminy izany |
Efa ahitana ireny orinasa mpanodina katsaka ireny, ho vokatra hafa ilain ny fiarahamonina. Misy ny vokatra la farine , ny labiera; ireo no tena vokatra lehibe azo avy amin ny katsaka fanodina amin ny usine , fitaovana vaovao nampidirin ny vahiny eto amin ny firenena mba hampihenana ny fahasahiranan ny mety fanafarana v... |
Re roy ! Ry lahy, re roy e! Ry lahy aza maika tsa faingana foana e! Aza maika tsa faingana foana a? Ao ry zavavy io ô! Ao ry zalahy io ô! |
Mpampianatra mpianatra |
Amin’ny ankapobeny, ny fampiasana tsoraka dia saika entiny hanehoana ny fihetseham-po vokatry ny fahitana ny fiainana sy tontolo manodidina. Amin’ity tononkalo ambohitranjavidy , ny tsoraka dia natao hanehoana fihetseham-po tsy hay tohaina. Tohina ny fo raha mahita ny hakanton’ny natiora manodidina ilay toerana nalehan... |
Ii.3.20 ny renifeo ? |
Mpanoratra manana endrika asa soratra miavaka izy ; mpanoratra manaraka firehana ideolôjika; mpanoratra môralista. |
Toy izany koa no asehon’i dasy ao amin’ny tadio avy any am- pasana navadiny ho lelavola ny fananana, lelavola mora entina fa maivana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.