text
stringlengths
10
11k
Indro kely mampikorontana riy saim-bahoaka koa anaovanay antso avo ianareo ao amin’ny litondrana, indrindra ny minis laran’ny ati-tany mba hampanao famotorana tena mitomb, na momba ny halatr a omby narahina vonoan’olona tamin’iny fari1r’ lkalamavony iny fa miraviravy. Tanana ny tantsaha mpiompy
Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina no nanehoany ny famelana ny heloky ny olon-tiany. Toy izao no voalaza mamanamarina izany tsy aiza ny fanalahidin’ny foko, fa any aminao, ka vohay, sombinaina! 454
Ecole anne marie javouhey isotry
Mbola mahakasika ny fahasimban’ny voly ihany saingy samy hafa amin’ny teo aloha ny fepetra farany noraisina.
Araka izany dia ny fiaraha-mientana eo amin’ny fanjakana sy ny tetika asa cecam mihitsy no heverina fa mitondra fandrosoana ao amin’ny toerana izay tiana hampandrosoana .
Manontolo misokatra système ouvert manasongadina ny manontolo approche systémique petra-kevitra postulat ou axiome raha matière tondrorefy indicateur
Ny fihetsika atao
Teny fampidirana ny mpianatra tsirairay eto amin’ny sekoly fanofanana ho mpampianatra na ny ecole normale supérieure dia tsy maintsy manolotra asa fikarohana iray, izay mifandraika amin’ny lalam-piofanana narahiny sy ny sampana misy azy. Izany no atao, dia ny mba hahazoana ny mari-pahaizana capen1.
Claudel p , réflexions sur la poésie, col idées, éd. Gallimard, paris 1963
Antony maro no manosika ny mpianatra tsy ho liana amin’ny fampianarana taranja malagasy. Anisan’izany ireto fiheverana ireto tsy ilaina firy amin’ny maha tekinisianina azy ny taranja malagasy tsy mamaly ny filàn’ny mpianatra eny amin’ny sekoly tekinika ny hasim- pahalalana ao amin’ny taranja malagasy. Toa hasim-pahalal...
Map, tak 77 109 gazety lakroan’i madagasikara, lah 3557, 10 febroary 2008, tak 9 110 gazety lakroan’i madagasikara, lah 3604, 18 janoary 2009, tak 1 111 mpanolon-tsaina, oktôbra 1904
Rondrorondro 98. Rorirory 99. Sambasamba 100. Sanasana 101. Sasasasa 102. Satrasatra 103. Sotisoty 104. Taikataika 105. Taikotaiko 106. Taitay 107. Tamotamo 108. Tanatana 109. Tapitapy 110. Tikitiky 111. Vanavana 112. Vanivany 113. Varivary 114. Vazavaza 115. Vazivazy 116. Venavena 117. Vendrivendry 118. Veravera 119. ...
Mpanafin-toetra hyperbole
Va tak 131 ; and 6 ; andl 27-30
Mbola ahitana izany ny tononkiran’andrianary ratianarivo. Hoy izy ao amin’ny manina anie izany foko manina anie izany foko, manina dada sy neny! Toa zanaka akoho mitoloko; miantso kanefa tsy reny! Fa ireo masoandro amam-bolako, nilentika mbola maraina! Ny hanta sy angolangolako, zary latsa sy ferinaina! 177 mafy tokoa ...
Jereo ohabolana 13 2 ; 18 20.
Angereko lohanao!
Voalohany indrindra , rehefa niditra an-tsehatra teo amin’ny kolejy ny ceres, dia niakatra be ny niveau-n’ny kolejy azo adika hoe niakatra be ny fari-pahaizan’ny kolejy 120. Ny 10 lasa niakatra ho 70 ny faharoa dia hoe ny kolejy dia tsy afaka hanao ezaka amin’ny fampiofanana mpampianatra. Mampanao ihany ny didec saingy...
Fizarana faharoa
Ny atao hoe fanandratana mpanjaka , dia riba na fombafomba fiampitana rite de passage iampitan’ny olona tsotra iray ho eo amin’ny laharana maha mpanjaka araka ny fombafomba ataon’ny fiarahamonina aminy. Izany hoe, fombafomba atao amin’ny olona iray voatendry ho mpanjaka ka ny fahatontosan’izany no mahatafiditra azy ho ...
Talenta 1 misy silak’andriamanitra napetraka ao anatinao ka koloy hamela hanitra ho an’izao tontolo izao 5 talenta. Taona 1980 ratsimaholy francinet
Tsy atao ho famerenana ny lesona efa vita fotsiny izy io , fa atao hampifandraisana azy amin’ny lesona vao hatomboka ihany koa. Rehefa vita ny famerenana, dia manao fanontaniana ho fampidirana ny lesona vaovao indray ny mpampianatra. Ity fanontaniana ity indray kosa no antsoina hoe fanontaniana fikaroham-pahalalana. Fa...
Fomba fitenin’ny ntaolo iray ihany koa eto no iaingan-drajoro, dia ny hoe nitady toko ka sendra vato nampiasain’ny ntaolo io fitenenana io rehefa nahomby tamin’izay nataony izy, na koa tanteraka ny faniriany. Koa amin’ity tononkira ity, dia fifanojoana amin’ny olona tiana sady tia no tian’ny mpamoron- kira hambara.
Fa zaza tsy ampy taona no indreo mifampitaona ao an-tranon-dompy andrantoana ilotoana halotoana imasoana hamamoana
Antaninarenina,
Misa tsy ao angaha i mahefa? Fitia tsy ao izy, fa lasa nivoaka any izy sy i neny. Misa leitý e! Nefa misy zavatra ilaiko maika izay. Fitia mandrosoa aloha e! Dia antsoiko hiverina ry zareo, raha izany. Mino aho, fa mbola tsy lasa lavitra mihitsy ireny. Misa fa maninona indrý no tsy niaraka tamindrý zareo? Fitia misy za...
Evans-printchard e. E. L’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps, sur son enquête. Il doit rester en contact étroit et permanent avec la population sur laquelle il travaille. In anthropologie sociale, paris, payot, 1969, tak79
Manana ny fomba fijeriny ratsimba georges mikasika ny anjara asa sahanin’ny ray aman-dreny amin’ny fanabeazana ny ankizy ao an-tokantrano. Miavaka tokoa izany ho an’ny ray sy ny reny.
Ry fi tia va ko ô! Na ho a na 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 no mi se nto la va i za to fo ko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 to a voa ki ti pe ry fo a na 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 sa ko sa ia nao ny o va lo ko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 117
Mifototra amin ny beazina sy ny mpanabe ny fitiavana; ny mpanabe manome lanja ny fahafahan ny tanora ary mametraka ny tenany ho toy ny mpitarika amin ny asa atao rehetra; manaiky sy mampifanaraka ny fidirana an-tsehatra araka ny filan ny tanora. Tsy manapatra fahefana ny mpanabe, mampahery azy ireo hatrany. Nofaritan i...
Ireo mpandray anjara mpanampy manohitra ny mpandray anjara fototra ragova
Ity tari-dalana momba ny haifizaka na fahaiza-miteny ity, izay nosoratan’i cfrlr tany amin’ny fiandohan’ny taonjato faha xx dia azo lazaina ho manan- danja tokoa. Efa niainan’ny malagasy hatrizay ka hatrizao ny kabary; fa vitsy ny nanangana fomba sy paika tahaka ny nataony. I p. Rahajarizafy, tamin’ny taona 1968 no nam...
Andro n 3 acteur 1- mboty ankizivavy 14 taona 2- njariny maman i mboty 3- jao mpitondra bajaja 4- m. Marc mpizahatany 5- mina naman i mboty
Eto am-pamaranana dia atolotray ireo rehetra voalaza ireo sy izay mety ho tsy tsaroanay ny fankasitrahana feno, andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hitsilo ny dianareo rehetra.
Araka ny tahiry azo tao amin’ny distrika marolambo, miampy ny fanazavana nataon’ny tangalamena ao vohitromby ii, rapiera filipo.
Misy koa ny voambolana manokana sy ny voambolana tekinika izay mahavantana ny vava kokoa amin’ny teny frantsay na dia efa misy teny andikana azy aza amin’ny teny malagasy, satria sady vaovao amin’ny sofina no mavesatra ho an’ny vava. Ohatra ny formule dia adika hoe raikipohy, ny ordinateur dia adika hoe solosaina, ny t...
Fitafiana 22 niara- 22 nandefa ilay fitafiana nitsangantsangana izy roa
Fa raha ny fanahy no tiana hatranga hijerijerena ny mainty sy vanga ny toerako kosa tsy tiako ho banga avela mba ho avy izay ho avy hiampanga !
Nahita ny hafa ve no niova, sa tofoky ny ela no nivadika, tsy maninona anefa, ianao tsy tia, izaho koa mba boboka ; ianao mioly, izaho koa mba tsy manina.
Satria ianao tia ahy, dia nekeko toa tsy sazoka ka valin-teny vasobasoka no indro namaliako anao mety ho tia anao aho.
Fanavahana ny matoanteny aman-tovana -ina -ana
Siméon rajaona, 1972, structure du malgache. Etude des formes prédicatives, tak. 603 6.1.7.
Mpaka sary zanamasy
Tamin’ny fianarana natao dia nisarika ny saina ireo fahalalana fototra momba ny riba nomen’ny sekoly ambony fanofanana ho mpampianatra, ka nibaiko anay hampihatra azy amin’ny malo.
Ny fetra tsy ho takatry ny volana aman-taona no ambarako rahavako fa hany tokan-tanjon’ 5 ny foko te hihaona sy hahita anao fitiavako t 57 mamy 1 ambara sy teneniko tsy misy hihafiako fa mamy tena mamy tsy foiko ny fananako
Zahao roland martin, efa voalaza, tak.75
Lydiary novambra 1992 eritreritra tsy mandry
Baiko moana
Vokatry ny fifampitohizana teo amin’ny fampianarana dia voafolaky ny mpianatra ny lohahevitra marina, rariny, hitsiny. Lahatsoratra valo no nampiasaina nandritra izany. Antonony amin’ny mpianatra io isa io. Tsy vitsy loatra tsy nahafahana niasa araka ny tokony ho izy, nefa koa tsy maro loatra mahamonamonaina ka azo amb...
Io fa nipoaka ny vanja fotsy naleviny ela ; kanefa dia nipoaka teo amin’ny ora tsy nampoiziny azy v. A. Tak.145 amin’ireto ohatra manaraka ireto indray dia ny mpisolo fotoana manambara ny lasa tamin sy n- no nampiasain’ny mpanoratra nanehoana ny fahataran’ny fotoam- pitantarana. Ohatra 3 akany niampofo ny fahazazana ta...
Ikotolita ah ah ah! Tsy manodinkodia resaka mihitsy aho. Tena mbola tsy fantatrao mihitsy ve ny vaovao ry patron ? Raleva vaovao inona eh? Ikotolita hono ho aho patron ilay manja sy ilay mainty ireny ve efa nalana faditra eh? Raleva nahoana leity ny ombiko no alana faditra an? Ikotolita sao manonto vitana kah! Raleva i...
Ma tak 97 akory ny hatairan’ny rehetra nahatsikaritra ny tsivalam-by roa falehan’ny lamasinina. Nazava tao an-tsain’ny ankabeazany ny anton’ity dia indray mandeha ity. Niharihary koa ny antony tsy niresahan’i ranandria ny momba azy hatramin’izay, tsy misy intsony anefa ny fotoana nitavozavozana na niadiana hevitra. Efa...
Tsy azo irotorotoana ary tsy vita mora ny fanavaozana ny fandaharam- pianarana. Tsy maintsy jerena aloha ny lafy tsara sy ny lafy ratsiny. Nandray anjara tamin’izany ny mpianatra sy ny mpampianatra tamin’ny alalan’ny famaliana ireo antontam-panontaniana. Tsy vita kosa ny fanontaniana ny ray aman-dreny sy ny fiarahamoni...
Tompo ô, inty ny foko no anjakao ekeko ianao ho teraka ao ! 30-ny ho anao no he kasaiko hatramin’ny farafofonaiko.
Oa ia oa ia rô ! E, e, e, e, eh oa, ia, oa, ia rô ! Oa niny, oa baba rô ! E, e, e, e, eh o ! Na iniàko tsy hisaraka e, e, e, e, eh oa, ia, oa, ia rô !
Nahafahana namelabelatra ny foto-pisainana malagasy ifotoran’ny kabary am- pianakaviana ao amin’ny faritra arivonimamo ny fandihadiana natao. Tsinjo avy hatrany fa sehatry ny literatiora am-bava no niasana, naompana amin’ny lahabolana tsy hiraina, izany hoe kabary am-pianakaviana nangonina tamin’iny faritra arivonimamo...
Ra mandriaka sy faty olona no vokatr’izay fampiasan-kery ataon’ny miaramila izay. Maneho izany ny tononkalo hoe 07 febroary231 07 febroary maizina ny vohary feno ny hôpitaly feno ireo maratra voatifitra amin’ny tratra voatifitra amin’ny loha tifitra avy ivoho ka feno ny hôpitaly
Amin’ny fifampitondrana ao an-tokantrano. Ambetin-teniny, ohatra, ny hoe ny fanambadiana toy ny tenon-jiafotsy ka vao tsy hialan-kasokasoka, tonta tsy hialan- dromoromo; ka sao ho avy ny kasokasoka, tonga ny romoromo ka tsy hahalala ianao hoe ny hisavorovoroan-kilantoana, ny tsy miady olom-bodo fa ny to fo mamosavy .
Arangarangany ato amin’ny foiko 214 kosa ny fitiavan-tanindrazana ao am- pony. Mipoitra isaky ny andalana ny voan-teny hoe foiko foiko an-kitsim-po foiko indrindra koa foiko hanasoa
Sn 0 28 fianakaviana rasamimanana monina ao anjanampara
Hay zaza mpandainga sy mpamitaka? Nofahanan’ity lalitra fotsiny aho hatramin’izay! Manoambok’izao à! Tezitra be tsy mila an-driko mivoaka na aiza na aiza intsony aho. Afa- tsy ny mandeha mianatra ihany. Efa teneniko foana! Ny tenanao ho ’aho ampiana sy tiavina aloha vao ny hafa. Ny olona hoatr’izany ihany no tafavoaka ...
Pp. 61-124
Manaiky ary mampianatra an’io fanambaràna io ny fiangonana ôrtôdôksa, ary izy irery ihany manana alalana manazava izany. 35 milka andonova hristova, les nouveaux mouvements religieux défi pour l’eglise orthodoxe bulgare, etude historique, doctrinale et critico-comparative de quatre nouveaux mouvements religieux, fribou...
Dia nitsangana i jodasy nitondra sabatra sy langilangy tamin’ny fanala sy ny fanilo
Ny feo sisa dia afaka mivadibadika; ohatra ny beson-kira izay avadiky ny mpiangaly ho feo faharoa indraindray ary avadiny ho feo fahatelo koa. Izany toetrany afaka mivadibadika feo izany no iavahany amin’ny hiran’ny antoko mpihira izay manaraka fepetra hentitra. Tsy mahazo mandray feo hafa ohatra ny mpanao beso , ny mp...
Rojo ka aleo izy ihany no hanamboatra ny sainy, izay aloha fa handeha aho sao dia efa mitady ahy izy .
Toerana iray amolavolana zaza ho olom-pirenena vanona ny sekoly. Zava- dehibe araka izany ny sekoly. Misedra olana anefa ny fampianarana amin’izao fotoana izao indrindra fa ny taranja malagasy. Maro ireo lafin-javatra mifamaofao eo amin’ny mpianatra amin’izao fotoana izao toy ny fandrosoana sy fanotoloana ka mahatonga ...
Di henri rahaingoson 2004
Ny vakoka an-tanàn-dehibe trangam-piarahamonina manontolo ny fijery araky ny trangam-piarahamonina manontolo dia ahafahana manasongadina ireo lafin-javatra maro ifotoran’ny fitsanganan’ny vakoka amin’ny maha singa iray lehibe azy anaty fiarahamonina. Olona afaka misaina sy mandinika, miaina anaty fiaraha-monina, manana...
Tsy ekeko kosa, raha tebahina samy imaso tsy hanana hena-maso ka heverina bontolo fa hoe lo manontolo ireo tanorantsika ireo ka hitsiriritra ntaolo sy ny fiainany efa haolo
Ansoff, décision stratégique au sein d’une entreprise , edition foucher, année 1899. 2 benedict et keravel, evaluation du contrôle interne dans le cycle achat , edition comptables malesherbes, paris, année 2000, 200 pages
Prôtestanta ambohitrinibe avaratra andringitra, izay tanindrazany rahateo izy tamin’ny farany94. 2. 1.1.2. Ny avy amin’ny lafin-dreniny
Maneho ny fahasamihafan’ny fomba fianaran’ny mpianatra tsirairay
Niezaka nandamina ny sain’ny rain’i sonia i andry ao amin’ny vh, ary nanome toky izy fa vonona ny hiaro an’i sonia na hihatra amin’ny ainy aza izany.
Niditra am-ponja noho ny raharaha fikomiana
Ny ivon-tseha-pitantarana ivelany ny ivon-tseha-pitantarana ivelany dia tantara na lahatsoratra ataon’ny mpanoratra. Ny ivon-tseha-pitantarana ivelany no manakaiky indrindra ny mpamaky rakotondratsimba, 2006, tak. 99 .
Iv. Ny tahirin-kevitra nakana ohatra andriamalala e. D. , 1975, ny fanagasiana, antananarivo, librairie mixte analakely, 59 tak. Andriamangatiana i. P. , 1998, vakivakim-piainana, antananarivo, imprimerie tiana, 75 tak. Andriamanjato r. , 2002, le tsiny et le tody, antananarivo, imprimerie nationale, 1243 tak. Fagereng...
Forona foromporona foronina
Andraina, op. Cit, tak. 226 94 ibidem, tak. 246 95 bep-otep , op. 69
Tsara ho fantatra momba ny boky tantara ny andriana
Fizarana faharoa fampahafantarana ny tetikasa ny momba ny psdr, ny fikambanana nanaovana fanadihadiana ary ny fiaraha-miasan’ny psdr sy ny fikambanan’ny tantsaha ao amin’ny kaominina ambohijanahary
Faty dimy no natrehin’ny mpikaroka nandinihana ny zava-misy ho akora fototry ny asam-pikarohana miompana amin’ny fomba amam-panao. Tsy nionona tamin’ireo mponina tena manatanteraka ny fomba amam-panao tao anatin’ny kaominin’ambohimanga anefa izahay raha nanao fanadihadiana mba hahafeno kokoa ny hevitra, fa nanatona ire...
Trano printy fjkm imarivolanitra
Leon xiii, 1987
Fitiavana mamy tsy misy mpahita fitiavana tsotra, kanefa tafita; nandresy antsika fitiavana kely, nafafy omaly natsirin’ny anio ny tanjony ve? Hiara-mizotra amin-dalana hombana, ka hiara-higoka ny ngidy sy mamy. Va lah 92
Fanampin’izany rehetra izany dia anisan’ny nanaitra anay handinika iny faritra imerikanjaka iny koa ny resadresaka nifanaovanay tamin’ny karazana olona samihafa, toy ny mpianatra efa nanao fiofanana teny amin’iny faritra iny, ny manampahefana vitsivitsy toy ny miaramila, pôlisy tafaresaka taminay tao amin’ny kaominina,...
Ftmr 117 11 07 135
Ambalamigoana 4 10
Un terme ne peut pas être considéré isolément, il se présente toujours relié à un ensemble sémantique rondeau g , 1984 19 .
Endrika isehoan’ny fahatanterahan’ny
Famaritana araka ny rakibolana
Action manao hetsika mifanentana amin’ny fiovan-toetra amam-pihetsika izay naharesy lahatra ny olona kendrena toy ny hoe fampianarana ireo r ay aman-dreny hahay hitantana vola satria tsy dia mahay mitantana vola ireo ray aman-dreny ireo.
Enina ny sehatra iainana nodinihina; iray amin’ireny ny fitiavana , izay mateti-piherina indrindra araka ny hita amin’ny fandravonana; manaraka azy ny rano, ary ny nofinofy. Hohazavaina sy hohalalinina manaraka ny vokatr’izany fandravonana izany.
Fitaterana
Fimmtema, amboaram-pahatsiarovana ny avana, 1990 ramanantoanina, université d’antananarivo- en -3, antananarivo
Tsy dia ny fanarahan-dalàna loatra mantsy no mahatsara na maharatsy ny poezia na ny tononkalo, fa ny fahafenoan-kevitra sy ny fientanam-po aterany. Hoy rainizanabololona manamafy izany aleoko mahita tononkira feno hevitra sy manetsiketsika ny fo, na tsy ara-dalàna ; toy izay andalan-tononkira miady rima tsy
Seha-piainana lafy tsara lafy ratsy sôsialy
Maty antoka ny orinasa na ny seha-pamokarana samihafa, satria tsy mi fanaraka amin’ny filan’ireo mpanji fa ny vokatra vokarin’ireo tekinisianina. Mbola maro ireo voka-dratsy ateraky ny fifandraisana tsy mirindra fa ampahany fotsiny ihany ireo voalaza teo ireo. Anjaran’ny mpampianatra ny manatevina izany.
Veloma ry fanantenana, any am-pasana re no fotoana; fa rava ny lalan-kitàna, eny, rava tsy azo soloana!
Raha eo amin’ny fomba fanoratany no jerena, dia anisan’ny mampiavaka azy ny fampiasany voambolana vahiny, na voambolana vahiny nogasiana. Ireny dia nataony hampisokatra ny sain’ny mpamaky izay sady mandala ny tenin-drazany no mahay ny an’ny firenena hafa ihany koa araka ilay teny hoe andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa...