text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny toetra asongadin’ny mpiteny ny teny momba azy eto dia ampitahainy isaky ny voambolana samy hafa mihitsy mba hanaporofoana fa antoky ny fahavelomana ny teny izaho no fisiana ; izaho no taolan’ny finoana ; izaho no lalan-dran’ny andro sy tantara izaho no mampinono ireo molotrao ireo ; izaho no fisiana mandrava raha ma... |
Va tak 140 157 va tak 94 158 va tak 164 |
Mpitondra fanjakana filoham-pokontany, ben’ny tanàna, |
Hamafisiny izany ao amin’io tononkalo io ihany manao hoe no mbola anekentsika fa tsy ady itolomana, na hoe tanjona itovizana, no tena antony iombonana sy antony ifandrohizana. Fa fifaningoram-pakan’ ny fitia mahazo laka, sy fanahy aingan’ny siran’ ny safidy indray hihira ireo ihany no ifotoran’ ny fitiavana madio ekent... |
Belloncle guy , quel développement rural pour l’afrique noire ? Les nouvelles éditions africaines dakar. Abidjan. 1979, 209p |
Marihina fa miovaova araka ny fiteny io zana-peo eo amin’ny tsinjara toerana i2 io ary mandrakariva dia tsy afaka mifampisolosolo amin’ny hafa ao anatin’ny fiteny iray. |
Ny fandraiketana an-tsoratra ireo lahateny amin’ny solosaina |
Hetsika andrasana amin’ny mpianatra |
Tamin ny alalan ny fandraisana anjara amin ny fanaovana ny atero ka alao ny sary eto ambany no mamintina izay rehetra voalaza teo izay. |
Mikopaka lasana ihany, 10- manaraka ir ela-drahona, ny embona soa aok’izany, handao tony tanin’ny vahona . |
Voatery nanontany ny anton’izany izy ireo tak 78 fa inona no anton’izao fihetsiketsehana be izao? Tsy ampy dimy andro akory izao no nisy vahiny tahaka anareo izao nanontany an’i sonia. Izy anefa ity tsy hita izay nanjavonany . |
Mba nanome lanja ny fahalalana asa soratra maro58. Anisany ho antony mampihen-danja ny fitiavan ny mpianatra ny taranja malagasy izany fiheverana izany. Matetika koa ny mpampianatra malagasy dia tsy mba mahay mampitia ny mpianatra ny taranja ka vao mainka manampy trotraka izany. Mety ho vokatry ny tsy fahampian ny fiof... |
Cours de gestion simplifiée dans ce module, on apprend aux stagiaires non seulement la gestion d’une petite entreprise, mais aussi à se gérer soi-même, à gérer son temps et son argent. On leur apprend aussi les bases de la gestion et de la comptabilité afin qu’ils puissent tenir leurs propres comptes. 2.6.1-gestion de ... |
Raha eo amin’ny resaka teny no jerena dia azo ambara fa manana ny mahaizy azy manokana ny malagasy satria na miseho amin’ny endrika maro tokoa aza izy dia mifankahazo hatrany izy ireo rehefa miresaka. Ary tsy vitan’ny tenin-dreny hanabeazana fotsiny izy, fa sady ianarana no teny ofisialy. |
Ny olana eo amin’ny fanabeazana ny ankizivavy an-tsekoly |
Ary satria mino izy fa tsy manampin-tsofina amin’ny fitalahoany akory andriamanitra, dia tsy misalasala izy mametraka ny fiainam-pirenena manontolo aminy. Apetrako aminao ry ray tk.64 mihitsy moa no lohateny nomeny ny tononkalony. Toy izao izany apetrako aminao ry ray ny dian’ito fireneko an-dalam-pikatsahana ny tena f... |
Mpisakaiza roa hamakivaky ny ala isika ry malala, efa vonona tokoa fa ianao ho toky, izaho ho kiady olom-banona hiady. Noho izany, moa |
Pronoms personnel sujets subject pronouns |
Bina 1 rakibolana malagasy- 1 |
Vesabesatra inona àry no manindry ’zany foko hery avy aiza? Antson’iza no manintona ny saiko lasana aho lasa ho aiza? Hitady an’iza asa fanina aho angamba. Fanimpanina tsy haiko. |
Hitondra anao am-bohoka hitety ny onjam-piainana higoka ny mangidy, handre fananintanana fa ady izay ho ahy ady am-pitiavana tsy hita an’avanavana |
Tanjona manokana mpianatra mahalala ny fahasamihafan’ny endrika isehoan’ny hasina eo amin’ny tsirairay, ary miezaka manatanteraka ny fomba fanehoan-kasina ho an’ny sokajin’olona tsirairay. |
Amboaitrony soavinandriana antsahalalana |
Araka izany, manana ny anjara toerana manokana amin ny fanabeazana ireo tanora sahirana ny fikambanana salezianina mitantana ny acdb. Mandany fotoana sy manana faharetana amin ny fanampiana ny marary mihaino sy maka ny hevitry ny zatovo tsirairay, mampandray anjara ny mpanabe tsy hisaraka amin ny beazina mandrapahatong... |
Niveau i 600 |
Soratra. Tokony ho voafehin ny mpianatra aloha ny fahaizany miteny ny teny malagasy, vao hahafehy ny fomba fanoratra izany izy. Raha voafehy ireo, dia ho mora ny fandalinana sy fianarana ny zana-taranja rehetra ao amin io taranja io. Amin ny ankapobeny dia atambatry ny mpampianatra ny fampianarana ny taranja malagasy s... |
Saingy rehefa solafaka i sahondra, dia tsy nisy intsony izany. Nanara- maso akaiky an i rondro sy i lala, ramavo sy radavida mba tsy hanahafan izy ireo an i sahondra toy ny gadralava, hoy i rondro, ny fiambiny ahy! Raha azony atao ny manamarina isanandro ny ora ivoahako ny sekoly sy ny fidirako eto an-trano, dia tsy ho... |
Icom-mag international council of museums madagascar |
Miverimberina ao amin’ity tononkalo ity ny hoe aloka , nofy serana fampahatsiarovana avokoa ireny rehetra ireny, fa mandalo ny fiainana. Toe-javatra misy eo amin’ny fiainan’ny olombelona avokoa ireo, ary tsapa sy hita eo amin’ny fiainana andavanandro. |
Fanampiny manda harivony mombamomba ny boky isan’ny takila 179 isan’ny sary 1 lohateny ny fitiavana tarafina ao amin’ny tononkalon’i ny eja, araka ny ahitana azy ao amin’ny amboara ilay fitia |
Ahitana sekoly fanabeazana marenina ny faritany enina eto madagasikara. Toy izao ny taona nanorenana ny sekolin’ny marenina isam-paritra 1985 niorina ny akanin’ny marenina akama 67ha eto antananarivo 1990 niorina ny sekolin’ny marenina toamasina semato 1994 niorina ny sekolin’ny marenina morondava semamo 1997 niorina n... |
Ao amin’ireo tantara rehetra, dia tovolahy bikana, vaventy, ranjanana, matanjaka, matsilo maso, eo amin’ny telopolo taona eo ho eo hatrany i andry. Miovaova anefa ny fisehoany ivelany arakaraka ny toe-javatra mitranga. Izany moa dia ny mba hahafahany manatanteraka ny asany. Maneho izany ireto ohatra holazaina manaraka ... |
Mitondra fanabeazana tokoa ny malok’ila 1-5, noho izy tantara maneho ny zava-misy eo amin’ny fiarahamonina. Ireto amin’ny ankapobeny no azo itondrana tsikera raha ny voalaza ao eo amin’ny isam-batan’olona eo amin’ny ankohonana eo amin’ny fitiavana eo amin’ny fiangonana |
Zava-niseho nandritra -zava-nitranga nandritra |
Alin’ny 21 novambra 1995 |
Ny hevitra nivoizana azy teo aloha somary nananosarotra ihany ny namantatra mazava tsara ny hevitra kobonin’ny teatra teo aloha. Mety ho gaga anefa ianao amin’izany isan’ny fototra nipoiran’ny fakan- tahaka ny liberté de pensée tamin’ny vanim-potoana nampalaza io fironan-kevitra io indrindra no nandondom-baravarana tet... |
Fomba iray azo itarihana ity lesona ity ny fanomezana tenina mpandinika maromaro ny mpianatra, mba hisintonana ny famaritanana ny atao hoe tanindrazana anisan’ireo azo raisina amin’izany ity ampahan- tononkiran’i naka rabemanantsoa ao amin’ny iarivo fonenana ity teto ny aiko no naniry, ka nanomboham-pahendrena; eto koa... |
Isa azo telovolana i telovolana ii |
Maro ireo nisahana ny fahasalamana sy ny fandrindrana ny fiainam- pianakaviana toy ny fisa, adra, misoha, ftm. Maro koa ireo nanentana ny lafiny fambolena sy fiompiana; ny fanabeazana csa, odade, saha. Efa niara-niasa tamin’ny fid ihany koa ny kaominina tamin’ny fananganana fotodrafitrasa maro toy ny tsena izay isan’ny... |
Nampiasainy ny voambolana hoe mangotika , izany hoe, mahatsiaro mamolivoly, ary toa torotoro ny ati-fo, ka tsy azo ny aina. Tahaka ny misy vato lehibe manindry ny fo, ka tsy ahafahana miaina intsony. Manentsina ny fo ny alahelo eto, satria nandao ny reny ny menaky ny aina. |
Ii.3.1.2. Fampiasana ny teny entina manondro vehivavy ny hoe lakely |
Nalisoa ravalitera, aingam-pivoarana, gazetin’ny fimpatema, lah 6, tak.50 |
Eo ihany koa ny adidy miandry ny mpianatra, dia ny fifehezany ny tenany mba ho vonona amin’ny fiatrehana ny fianarana indrindra fa ny taranja malagasy, fa tsy ho variana amin’ny rendrarendran’ny tanora. |
Araka ny ambaran’i jean brun izay taterin’i cardinet33 ao amin’ny bokiny dia misy telo ny endriky ny tombana mirakitra hairaha azo atolotra ho an’ny mpianatra ; ny mifanaraka amin’ny toetra amam-pihetsika ; izany hoe ny hairaha dia miompana kokoa amin’ny mahaizy azy ny mpianatra ka manova ny fomba fijeriny araka ny tok... |
Ny lalan-tsaina narahina manan-danja tokoa ny fisafidianana ny fomba fandinika arahina amin’ny asa fikarohana tahaka itony. Io no mantsy no arofanina mba hahatonga ny asa tsy hivoana. Ny haitsikera amin’ny asa fikarohana dia natao mba tsy haha-savoan- danitra ny zavatra hohadihadiana. Io ihany koa no manaporofo fa sian... |
Rabenandrasana j , oktobra 2007. Mandoto ve sa fihasinana? Ny mpiraidinakafo, 16p rabesahala g , 1960, fantaro ny asa tanimanga sy ny bakoly. Imp nationale, antananarivo, 15p radimilahy ch , raharijesy, rasoarifetra b , razafidralambo l , 2008. Ny harem-pirenena tandindonin-doza. Torozotra ho an’ny olom-pirenena, fikam... |
Noho ny fisian’ny fanavakavaham-bolon-koditra dia nifankahala ny fotsy sy ny mainty hoditra na dia iray firenena aza. |
Destinataire |
Fanatonana akaiky ny ankizy tsy dia ampy loatra ny fotoana ifaneraseran’ny mamatonalina amin’ny zanany, noho ny asany. Eo anatrehan’izany dia manokana fotoana mihitsy izy mba hanalana andro miaraka amin’ireto ankizy. Miezaka manome fahafaham-po ho an’ireo zanany izy amin’izany. Ny andro alatsinainy mazàna no mijanona a... |
Ny lalantsaina nampiasaina ny fampianarana na fianarana dia fomba iray ahafahan ny mpampianatra sy ny mpianatra misehatra ao an-dakilasy. Araka izany, ny fampianarana dia fifaneraserana amin ny endriny maro izay ataon ny mpisehatra dia ny mpampianatra sy ny mpianatra. Noho izany dia nafototra tamin ny teorian ny serase... |
Rajemisa raolison r |
Satria mbola misy ireo mijaly anaty 10 mahita ny hafa miraratra ivelany kanefa mijery ny any an-kodiny tsy misy afa-tsy soga maloto satria mbola misy ny fahantrana novolen’ireo mpanana sy mpangoron-karena 15 satria mbola misy ireo mihari-pahoriana mitanondrika mangina anaty fijaliana sesilany sy milonjehitra adin-tsain... |
Eny! Mafy loatra izany, aoka izay ny ranomaso, ataontsika ahoana moa, f’izao no sompatry ny ankaso. Etsy, raiso izato tanako, izany havako izany. Mitsangàna, mahereza, ’ndeha mamonjy ny akany! |
Rhema 1998 70 |
Encarta 2008 |
Mety hiova ny renifeo sasany ary ny -n- miova ho -m- manoloana ny renitsoratra p- sy b ohatra f p fotoana fanadinana fotoam-pananadinana l d orona lehilahy oron-dehilahy s ts kodiarana sarety kodiaran-tsarety v b felana voahirana felam-boahirana r dr ravina raozy ravin-draozy z j tanana zaza tanan-jaza h k sampana hazo... |
Koa moa tsy nanoratra rahateo. Ka ny hoe mianatra tamin’izany fotoana izany dia ny mitadidy sy mamerina izay lazain’ny mpampianatra; ary ny hoe mpianatra koa dia tsy inona fa ny mamerina izay nolazain’ny mpampianatra ihany. Hany ka nataon’ny mpampianatra izay hahamora tadidy izay lazainy; ary anisan’ny fitaovana nampia... |
Tsy mitovy avokoa ny isan’ny andininy eo amin’ny tononkalon’ireto mpanoratra anompanana ny fanadihadiana ireto. |
Fa nisy ihany koa ireo nitodi-doha tany amin’ny toerana fiaviany ary izany fihetsika izany dia efa endriky ny fitiavan-tanindrazana tao amin’ireo antokon’olona sasany. Ary ny fampisehoana ireny dia karazana fanentanana ny antokon’olona sasany mba hiverina an-tanindrazana. |
No azon’ialahy jonoina e ! E ! Fa izahay mananasy 79 tsy azon’ialahy lamboina a ! |
Mba hampazavazava ny firafitry ny asa, aseho aloha ny rafi-peon’ny teny swahili, manaraka ny fanehoana ny rafi-peon’ny teny malagasy. Ho an’ny teny roa tonta, haseho aloha ny rafitry ny zana-peo, manaraka ny fanehoana ny rafitry ny renifeo. |
Ny finiavana, rampisaina ny mpandinika, n 258, 2 novambra 1928 , tak 228 229 |
Tsy voafaritra mazava ny tokony ho fizotry ny drafitra ao amin’ny boky. Ny tena ilaina dia ny fametrahana ny famintinana any amin’ny faran’ny lesona. Anisan’ny manan-danja tokoa ny toerana misy ny famintinana. Fantatra fa sarotra ho an’ny mpianatra ny mitadidy izay rehetra voalaza ao anatin’ny lesona rehetra. Izany no ... |
Nasehony amin’ny fehezanteny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mifanipa-kevitra fa ny olona manam-pahalalana dia mitady izay mahasoa mandrakariva, dia ny fahendrena izany. Fa ny adala kosa dia ny mahafinaritra ny vavany ihany no katsahiny araka ny maha adala azy. |
Loharano dr raharimanana flavie, dr samy andré psychologue |
Raivo tsy mamaly aloha |
Catégorie socio- professionnelle homme femme action réalisée commerçant épicerie et magasin hommes, gérantes et hommes employés femme dans la majorité information et sensibilisation sur la préservation de l’emprise, la sécurité routière et le vih sida petit commerçant étalage très peu femme dans la quasi totalité infor... |
Composition |
Ny kaominina rafitra ifotony ny fandrosoana dia fampitomboan’ny mponina ny vokatra vokarina eo amin’ny taniny, hoy isika tany aloha. Najoron’ny fanjakana ny kaominina ho rafitra ifotony ho fanatanterahana izany. Izao no voasoratra ao amin’ny lalàmpanorenan’ny repoblika fahefatra ny 10 desambra 2010 ny kaominina, ny far... |
Mois 1 mois 2 mois 3 mois 4 mois 5 mois 6 mois 7 mois 8 |
Hita amin’izany fa tena ao am-pon’ny mpanoratra tokoa ny fitiavan- tanindrazana, ka mahatonga azy hikalo izany sy hampirisika ny olona ho tia ny tanindrazana, ary koa miezaka manome ireo toro-hevitra hoentina mampandroso ny tanindrazana. |
Matotra fototra zanaky 3 |
Fampisotroana ny nanan’ny ampanjaka maty ireo vahoaka entiny ho tangena |
Rafi-pitondrana misy 31 |
Tsy maintsy miteny |
Ny lehiben’ny sampana, toraka izany izahay voa nafafy, natao masom-boly tsy hamela ny soa nataonareo ho raraka an-tany ! |
Satria vovoka no niandohantsika ary dia hody ho vovoka ihany koa amin’ny farany. Izany fisarahana eo amin’ny velona sy ny maty izany no tsy zakan-draolombelona ka mahatonga ny fiainany ho maizina atoandro. Raha tonga anefa izany fahafatesana izany dia hain’ny olona ny mampionona ny fo sy mampitony miandalana ny alahelo... |
Hodian’ireo zafikely any amin’ny efitranony, nefa mbola manao tetika 35 foana ry naivo mbamin-dry ndrema. |
Hita tany aloha fa nisy ny zavatra izay tsy nety teo amin’ny fampianarana nataon’ireo mpampianatra. Sarotra kosa anefa ny milaza fa izay rehetra nataony dia ratsy avokoa, ary diso ihany koa izany, fa nisy ny paika nampiasain’ny mpampianatra izay hita fa tsara ary mety hahomby ka mila tohizina na hatsaraina, ireto avy i... |
Ny firafitry ny tononkalo voafehin ny mpanoratra avokoa, na ny tononkalo manara-drafitra, na ny tononkalo, na ny tononkalo malala-drafitra, na ny tononkalo miendrika hainteny. |
Zava-dehibe eo amin’ny serasera ny fahaizan’ny mpiteny mifehy ny sehatra itenenany. Tsy maintsy mifanaraka hatrany amin’ny seha-pitenenana mantsy ny fomba fampitana sy ny hafatra ampitaina. Ao anatin’izany indrindra no ahitana fa misy karazany ny mpiteny arakaraka ny seha-pitenenana misy. Eto àry dia hojerena araka ny ... |
Eo amin’ny andininy voalohany dia zava-dehibe telo no avoitran-drado andl. 1-2 miainga amin’ny famaritana ny atao hoe fahaleovantena rado. Taratra amin’ny alalan’ny fampiasana ny teny savily dia izany. Ny ka kosa dia kianteny mampiditra ny anjara toeran’izany fahaleovantena izany vokatry ny famaritana azy andl. 3-4 man... |
Ampamarinana zandriny tamin’ny repoblika voalohany ary lasa jomak’ampama tamin’ny taona 1972. Ny vahoaka naheno ny hira tamin’ny fandaharan’ny radiom-panjakana no nanome ny anarana hoe jomak’ampama tamin’izany ihany koa no namoahan’ny tarika ny kapila 45 tours mirakitra ny hira ampitapitao sy ny isika tsy hanaiky ireo ... |
Akom-pahatsiarovana mahalavo ireo malemy, very manadino tena ! |
Rehefa vita ilay akanjo. Vita |
Mivôla a tsy manam bava tsisy tenda mahasaiky mivôla a amin’ ôlô o jiaby na amy masikiny na amin’ny ampa arivo zay mahita dianazy 4 efa tihijano o edy 10 tihalaka 5 ono o ny raha jiaby nivola iny teo samankon draha tsary hitan’ny dadilahy be zejekin tain dalitry 6 mahavôlan draha ahifa a mimoehy, ahifa a mitomoa y ante... |
Ny tsirairay amin’ireo lamina ireo dia mbola ahitana zana-damina efatra avy nasehon’i parsons tamin’ny alalan’ny ohatra agil modèle agil izany fandinihany ny lamina lehibe sy ny lamina kely izany |
Lafin-javatra roa no haroso amin’ity zana-pizarana ity. Voalohany amin’izany ny fanehoana ny lafin-javatra hita fa mety, ka tokony hampiharina amin’ny fampitam- pahalalana sy tokony hohatsaraina hatrany. Manaraka izany dia asongadina koa ny lafin- javatra hita fa tsy mety ka tokony hasiam-panarenana na hasiam-panovana ... |
Mandiny miandry |
Trimestre2 mdi literatiora |
Ny fomba fiasa rehefa voavolavolanay sy ny mpampianatra ny mahakasika ny fiaraha-miasa dia nanangana drafitra vonjimaika hiaingana amin’ny asa izahay. Taorian’izany dia niara-nikaon-doha ny amin’izay fomba mahomby hanatontosana ny fijerena ifotony ireo zava-misy. Nanangona antontam-panontaniana izahay mba ho tari-dalan... |
Ra-gly ary aiza koa izao ’zay razana miavosa mipaka aty an-tampony lazain’ialahy eo? Mbola àry ambany be ’zao vao hitako misy razana be dia be mifono! Mbola midina roa metatra sy sasany eo angamba. |
Richaudeau , in op cit , tak 88 le choix de chaque illustration doit toujours s’inscrire dans un projet pédagogique concerté l’image doit avoir un rapport directe avec le sujet traité. , l’auteur ne doit pas concevoir deux unités d’enseignement un texte , puis une image ou inversement , mais une seule unité le couple t... |
Alaharo araka ny itiavanao azy ireto taranja ireto |
Ny lanjany -ara-pinoana -ara-piarahamonina -ara-toe-karena -ara-pitantanana tombana 20 mn -20 mn -20 mn -20 mn -20 mn loharano ny mpikaroka, 2015 |
Ravelojaona, tanindrazana sy firenena ary isika malagasy, imprimerie spéciale, antananarivo, 1972 |
Ry zatovo, ry sakaiza, azafady mba henoy |
E! Ilay ranomaso, tsongo, sy tsongo nampianoka antsika o! Tsy ferana mamy mangidy kanefa mirongo lanitra manga soa fanaperana fitiavana feno fo misariaka endrika kanto, rado mazava ’lay masonao ngaly masoandro baliaka fanahy diavolana soa lalandava zanaka mamy, salama, mavitrika koa raha mahatsiaro! Aza zimbaina izato ... |
Ny antony nisafidianana ny toerana |
Tsy maintsy fongarina araka izany ny lasan’ny mpanoratra tany aloha rehetra. Mifamatotra mandrakariva amin’izany mantsy ireny asa soratra vokariny ireny. Mifameno ny tantaram-piainan’ny mpanoratra sy ny asa sorany. Fa tsy ny mpandinika vahiny ihany no mivoy ity haitsikera noraisinay ity, fa ao ihany koa ireo mpandinika... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.