text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny antony anaovana ny kabary mivala a manan-danja tokoa ny kabary eo amin’ny fahafatesana, fa ahafantarana ny toetran’ilay maty fahavelony, ny zava-bitan’ny havany ary izay nataon’ny fokonolona. Izany hoe mandritra ny kabary no ahalalana ny atero ka alao vitan’ilay olona maty fony fahavelony na ny vitan’ny havany teo a... |
Ity ianao hoe mihaona, ka miatri- manoloana ito tanindrazanao izay mikiakiaka moana mitomany anaty foana noho ny maha izy aziny mivaona dia mivaona, tojo lala- mikitoana |
Personnel d’appui servant, chauffeur 12 technicien supérieur de service 01 total 80 source fiantsorohana ny antontan’isa, csb2 fandriana, taona 2009 |
Raha misy te hanongotra ho levona, ho fongotra, hambenako , harovako ’lay teny hany lovako. |
Tanàna somary ambanivohitra anaty ala angamba tsy hita ao anaty kartan’i gasikara 4x a marolambo o. B.103 antsena tanoran’ i marolambo arô antsena tanoran’ i marolambo arô tanora miraisa hina e festival a marolambo arô atao hoe fa imbo a e falifaly ombam-pitiavana tratry ny fety firaisan-kina ilalao no ataontsika e iza... |
Noravain’ny fahafatesana ny fikasan’ny mpanoratra hanorin-tokantrano amin’ny olon-tiany sady tia azy. Io fahafatesana io ihany no nanamontsana ny fanantenana nokolokoloiny hatry ny ela. |
Dia toa manambara ny mpanoratra fa mahasoa avokoa izay ataon’andriamanitra aminy, ary mbola matoky koa aza izy fa mbola hahazo mihoatra izay efa nomena azy. Toy izany koa ohatra no hita ao amin’ny tompo o! R’ilay mpandahatra , andalana 1 2 tompo ô ! R’ilay mpandahatra omeo fiononana ny foko andalana 13-14 koa iangaviak... |
Nahoana re no miahotra ’reo fiaraha-monina ao ka tsy afaka hanaisotra ’ty loza mitatao |
Mandàla ny marina sy ny hitsiny |
Tarafina eo amin’ny fihetsika, resaka etsy sy eroa eo anivon’ny fiarahamonina raha ireo ohatra vitsivitsy voalaza teo ambony ireo ihany no aza no raisina, dia ampy ilazana fa tsy dia mahazo sehatra eo anivon’ny fiarahamonina ny vehivavy. Hitan’ny ankizivavy izany zava-misy izany, ary ampy hahatonga azy hanao tsoa-kevit... |
Ankoatra ny fampiharana ny fitondrana iraisana eran’i madagasikara dia manana ny mampiavaka azy manokana ny ao antananambo betsaka tokoa ireo lalàna tsy an-tsoratra izay iainan’ny mponina ao an-tanàna. Isan’izany ny fahefan’ny tenin’ny laidama izy no angatahana tany hiasana, ka raha tsy ekeny |
La psychologie cognitive considère que l’apprentissage est fondamentalement l’acquisition d’un répertoire de connaissances et de stratégies cognitives et métacognitives. |
Ny fitia e ! No rava adidin’ny tena satria ilay voady efa nosihosena tsy nisy nilefitra fa be didoha ny adidin’ny nofo tsy adidin’ny fo |
Doro ! Foa ! Matesa ialahy mandoro tanety ny akohon’ialahy hanatody loza ny ombin’ialahy hitera-dambo ny varin’ialahy hamoa tenona. |
Teo aloha sy afaka mijery ny fijoron’ny fotodrafitrasa efa nipetraka, sy afaka mahita ihany koa ny vokatry ny fomba fiasan’ny fikrifama ankehitriny, ary ny olana tamin’ny fampiharana io fomba fiasa io. |
Toko telo mahamasa-nahandro ny mpanoratra sy ny asa soratra ary ny mpamaky. Sehatra ihaonan’ny mpanoratra sy ny mpamaky ny asa soratra. Efa noresahana tao amin’ny fizarana i ny momba ny mpanoratra. Hovahavahana ato amin’ny fizarana ii kosa ireo tara-kevitra fonosin’ny asa soratr’i harioley. Hevi-dehibe telo no hasongad... |
Natao hanentanana sy hanabeazana indray ity karazana horonan-tsarimihetsika ity. Raha ny teto madagasikara manokana, ity ilay tena novokarin’ny cnpfe izay natao hanambeazana ny tantsaha sy ny tsy mahay mamaky teny sy manoratra. Araka izany, maneho ny zava-misy marina izy ary natao ho fampianarana sy ho fampitam-pahalal... |
Miteraka olana eo amin’ny fampianarana izany toe-javatra izany, satria samy manao izay fantany fa mety ny mpampianatra tsy fantatra intsony hoe ny ataon’iza no mety ary ny an’iza no tsy mety. |
Ny fanirian’ny mpanoratra ny amin’ny tokony ho anjara asan’ny soratra azo lazaina ho olona te hivoatra ara-nofy ny mpanoratra sy ny poeta noho ireo fikasana marobe apetrany ho tanjona ao anaty asa soratry. Hetahetam-pony samirery ihany anefa izany. Hoy ratsimaholy francinet ao amin’ny masoandro20 hoe |
Ranivoharison jemsa, législation te administration, collection taratra, pejy 125 le règlement scolaire doit être connu du personnel enseignant, des élèves et des parents d’élèves |
Callet, tome i, rasoalao sy rapeto , pp 25 9 monographie de la commune construit une demeure près de ces parc et ont baptisé leur hameau ampahimanga |
Mahafehy akory ny paikan-tserasera hanakaikaizana ny mpiofana maro be communication de masse , hany ka sahirana amin’ny marim-pifandraisana hahazoany mifampiserasera amin’ny mpiofana izy ireo. Izany hoe tsy voafehy ny elanelana mipetraka eo amin’ny mpampiofana sy ny mpiofana. Ny fiatraikan’izany tokoa mantsy dia misaka... |
Vao mba hanokanana androm-pahatsiarovana157 |
Ny fanaovana synopsis sy fandrafetana |
Tsapa araka izany fa sady kanto ny filazan-javatra no mavesa-danja ny hevitra hampitainy. Ao amin’ny tononkalo erim-pitia 226 dia ahitana io sarin-teny io fa onja kely monja dia mety hampifoha ny zavatra taloha ? |
Andrianary ratianarivo, ambalavato ckaneuff, 1937. |
Andaniny, mety holavin’ny mpianatra ny hevitry ny mpampianatra rehefa tsy mifanaraka amin’ny fomba fijeriny. Ankilany, mety horaisiny ihany izany saingy tsy avy amin’ny faharesen-dahatra no andraisany azy. Vokatr’izany, tsy manohitra izy na manokatra adihevitra intsony noho ny tsy fahalianana. Azo tsoahana avy amin’iza... |
Séminaires sur la sécurité alimentaire, stratégie communautaire de sécurité alimentaire et pays acp, bruxelles, 1997, tak 9 la sécurité alimentaire est l’accès pour chaque individu à tout instant à des ressources alimentaires permettant de mener une vie saine et active |
Tahirin-kevitra amin’ny teny vahiny boky brugnoli m. , comment devenir l’amie de son mari ? , copyright c 2002, laussane, 94 p chassang a. , et senninger ch. , les textes littéraires généraux, paris, collection u , classiques hachette, 536 p fayolle r. , la critique littéraire, collection 4 , librairie armand colin, pa... |
He! Tondraka ririnina ny eny tsimbazaza, fa an-kitrokely anie ny ony eny ikopa; tomany ny kamboty, injao mivazavaza, ny velon-dray kosa mandihy mitopatopa. |
Ny mpianatra ao amin’ny sampana f. P. I sy f. Q dia vitsy vehivavy. Ny 14,42 n’ireo mpianatra ihany mantsy no vehivavy, izany hoe ny 15 tamin’ireo 104 nanaovana ny fanadihadiana. Araka ny voka-panadihadiana izay efa natolotra teo aloha, dia ny 65 n’ireo vehivavy manaraka ny fampianarana tekinika no mankafy ny taranja m... |
Nataoko ny tsy hahatsiaro izay lasantsika izay sy ireo zava-bita maro nefa injay fa sesehena ireo ako tsy hay fefena mibosesika ato an-tsaiko hitady anao, ry nolalaiko |
Mpianatra sy ny zava-mahasarika azy. Jerena eo amin’ny lafiny ara- tsaina ara-toetra amam-pihetsika ary ara-pahaiza-manao. Jerena ihany koa ny tsy fahampiana eo amin’ny fianarana sy fampianarana. Faharoa tokony hojerena ny fiarahamonina ny soatoavina sy ny fombafomba ao aminy. Ny fampianarana sy ny tanjona dia tokony h... |
Vakivakim-piainana 1 no mamaky |
Ny fahazaran i sahondra niaraka tamin-dravalohey no nahatonga azy ho niraiki-po taminy. Nitondra azy matetika tany amin ny hôtely lehibe iray teto andrenivohitra, izay famantanany ravalohery. Tao no nahabevohoka an i sahondra, satria tsy ampy intsony ny herin ny fahendrena teo anoloan ny herin ny nofo 64. |
Sedra ary toa taitra be ianao izany! |
La coordination nationale des ong françaises de solidarité internationale. Tak 1, budget, chiffre d’activité 2012 8,5 millions d’euros. Statut fiscal utilité publique |
Antananarivo sy ny manodidina. 1993 nahafehy ny tekinika nentim-paharazana |
Vovon’alika ny anao raondriana, tsy hery fa tahotra |
Fa tsy ho resy |
Tahirin-kevitra ôfisialy |
Ny takela-panomanan-desona |
Nanana ny mampiavaka azy manokana ireo asa soratra nivoaka teo anelanelan’ny taona 1910-1919. Raha i marc angenot no resahina dia azo lazaina fa tsy nijanona teo amin’ny filazana ny ara-pihetseham-po fotsiny izy fa nitatra hatrany amin’ny fanafihana ireo mihantsy ady aminy mihitsy, taratra izany ao amin’ireo tantara fo... |
Ny sakafon’ny zaza ny karazan-tsakafo tokony hohaniny ireto fepetra mamehy ny sakafon-jaza ireto, tsy midika akory ho fisahiranana hamboatra sakafo manokana ho azy. Afa-miray latabatra amin’ny olon-drehetra ihany izy fa tsy hisaraka amin’ny fianakaviany akory ny sakafony ahazoa-mikojakoja sy mampandeha ny asa fototry n... |
Andro fahadimy famaranana mizara dingana dimy ny famaranana ny famahanana sy ny fandraisana ny atero ka alao , ny famakiana kabary , ny fampiadiana ranjany , ny fanitrihana. |
Ny zavatra takiny ny tantara foronina dia natao hovakina ary tantara mandry, satria ny fisian’ny mpamaky no mampihetsika azy ireny. Voatokana ho olona iray ihany no mamaky azy, ary mila fahanginana ny fanatanterahana izany. Ny tantara an-tsehatra kosa dia karazan-dahatsoratra mitaky fampisehoana. Izany hoe tantara mand... |
Pére adolphe razafitsalama, tari-dalana hoenti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, 1995, tak 28 |
Mianatra manisa |
Endrika tsinjara asa |
Ny patrakalan-danitra iny hariva iny, tonga ranomanitra tsy foiko ankehitriny fa andon-kira soa tsihifiko hatrizao ilay isika roa nalaina hifandao ! |
Mba tena satriko rehefa anilanao hiantsanao tononkalo sy embohin’ny fanahy |
Ahafahana manampy ny olona ifampiresahana ihany koa raha toa ka sahirana amin’ny famaliana ny fanontaniana izy. Eo anatrehan’izany dia azon’ny mpanadihady atao ny mamerina fohy ny valin-tenin’ilay olona nametrahana fanontaniana arahin’ny fanontaniana mifandraika amin’izany amin’ny fomba mikombona na tsotsotra kokoa. |
Araka ny filazan’ireo zokiolona sendra anay ka nanontaniana dia saika mitovy ny nambaran’izy ireo mahakasika ny mponina eo an-toerana. Araka ny nambaran’izy ireo dia ny fifandimbiasan-taranaka no manjaka ao antsahalava amin’ny ankapobeny. |
Voahangy roa tsara venty, fihaingoana mahafa-kenatra, hazo eny ambohimanga, 10 midokadoka faniry, hazo tokana an’ny hanina ny tenin-drazana! |
Maintimolaly fihirana ffpm lah faha 43 |
This research is an anthropogical study concerning the young girls education through the girl scouts association ef the malagasy protestant churches. This study focuses more on the girl scouts association in the flm churh in 67ha. It was sir baden powell who founded and brought this original method to prepere young peo... |
Raha ny toe-karena iraisam-pirenena no resahina, dia nivaky roa izao tontolo izao. Andaniny, ireo eropeanina manan-karena, ankilany ireo tany mahantra vao avy nahazo fahaleovan-tena. Ny fahosana ara-toe-karen’ireo tany mahantra vao mainka nampahazo vahana ireo firenena matanjaka. Fanjanahana ara-toe-karena vaovao miseh... |
Tovovavy ny alahelony, ny tebitebiny, ny |
Ny teny asiana tsipika eo ambaniny |
Nosy i madagasikara. Na izany aza, tsy mitoka-monina eo anivon’ny riaka akory izy, fa mifanerasera amin’ny firenena hafa manodidina azy. Samy manana ny fomba amam-panaony, ny kolontsainy, ny maha izy azy ny tsirairay avy, izay iavahany |
Ny voly vary raha imerikanjaka manokana no asian-dresaka amin’ny fambolem- bary, dia manana olana ny mponina ao. Rehefa tonga ny vanin’andro fahavaratra izay firotsahan’ny orana dia miakatra ny rano avy ao amin’ny lakan-dranon’andriamenakely atsimon’i manjaka. Vokatr’izany dia tondraky ny rano avokoa ny voly vary atao ... |
Adverbes de lieu adverbs of place pronoms démonstratifs adjectifs démonstratifs déterminers pronouns- determiners adjectives près des interlocuteurs near to those who are speaking aty ato ety eto izatsy izato ity ito ireto relativement près des interlocuteurs further from those who are speaking ao atsy aroa eo etsy ero... |
Moa tsy tsara ny miaramamndra hahatratra ny tampony indrindra ? 55 ka andeha, ry zareo, miombona, mandrosoa fa aza ela fidona ! |
Rombahonareo b 8 |
Ny teny ny teny dia feo mirakitra hevitra avoakan’ny olombelona ahafahan’ireo iray vondron- teny mifandray. Araka ny mpandinika haiteny ara-drafitra saussure, 1972 26 9, ny teny dia voarafitra anatina tarika, ka ny singa mandrafitra ireo tarika ireo dia samy mirakitra hevitra araka ny sokajiny avy. Aminy ihany, ny tari... |
Eh ! He! Akô ma adjino anareo a y. Rôtrôny na ndefa taratasy mandy, asa hingatra laha avy taminareo tany izy i y. Finy ndre dje’zay hafa mandy ny mizaha maso akon’izao. Hun! Akory koa ny hafalia nahare y anareo avy eto, sy nahatoboka, andao ho e y fa avy eo ary raha mianakaby mivady aby’zay. Dje avy etoy ahay ito ha an... |
La rentabilité économique avons-nous dit mesure l’aptitude de l’outil d’exploitation à créer une richesse supplémentaire indépendamment de toute considération financière. Elle mesure alors le taux de profit économique, indicateur de la capacité technique de l’entreprise à gagner de l’argent. |
Ny votoatin’ny fikarohana |
Elanelan-kira entina isentoana ihirana ny |
Nisy ny rafitra napetraky ny mpahay olona hoe raha hanao fikarohana amin’ny taranja haiolona dia tsy maintsy manao fandokoana sy fanoritsoritana ethnographie et ethnologie ny famariparitana ny toerana hanaovana ny fikarohana mba tsy hinan-kena tsy fantatra anarana araka ny oha-pitenenana malagasy; ny filazalazana ny mo... |
Voaporofo amin’ny alalan’io ohatra noraisina eo ambony io ny fananan’ity mpampianatra ity traikefa, araka ny voalaza teo aloha. Efa nampianatra ny taranja malagasy nandritra ny 35 taona mantsy izy. Antony iray nampahomby ny fampianarana araka izany ny fananana traikefa. |
Ny amin’ny métaphore izy ity no mpanjakan’ny sarin-teny antsoina hoe fanovana endri-javatra. Ovaina hanana toetra na endrika miombona amin’ny zavatra anoharana azy ny zavatra oharina. Ny fampiasana ity sarin-teny ity no isan’ny fototra mampiavaka ny zava-kanto vita amin’ny teny satria mahatonga azy hateza roritina, ary... |
Misy litera maro mitovy fanonona kosa ny litera latinina30, araka ny fampiasan ny anglisy azy, indrindra ny zana-tsoratra. Ohatra ou oo o toy ny hita amin ny hoe you too do ny fampiasan ny frantsay azy kosa, misy fifangaroana amin ny renisoratra samy hafa nefa tononina mitovy, ohatra ny s tononina s na z , ny g tononin... |
Nde 1ère a 1ère c 1ère d 1ère s term a term c term d term s ftmr lv v lv v lv v lv v lv v lv v lv v lv v lv v lv v 8173 4454 3157 1896 156 71 417 207 3429 1710 5219 2979 626 232 1560 688 1125 478 22737 12237 |
Ny tetezanolona anisan’ny fomba fanao rehefa misy manatanteraka hatramin’izao ny tetezanolona noho ireo toerana ambanivohitra maro mbola tsy tongan’ny fiara ka tsara ny ampahalalana azy etoana. Araka izany anarany izany, dia olona mifanohitohy no mitondra ny faty an- danjana mankany amin’ny toerana ametrahana azy. Raha... |
Tononkalo no karazana literatiora nanompanana ny fanadihadiana. Ny tononkalo dia fahaizana miteny na mandaha-teny amin’ny alalan’ny fandrindrana ny feo sy ny ngadona, izay arahina sarin-teny maro. 256 mba hahafahana manjohy hatrany ny fizotry ny asa dia hojerena mifanesy ny endrika ivelan’ny tononkalo, hanohizana izany... |
Famara nana -ny ady mozika -ny milanona mamahan olona fandrosoana sakafo -ny mitatitra maharitrafo fanatontosana ny atero ka alao ny korànam-pianakaviana manatrika ny ady mozika ny mpiray kibon omby ny fianakaviana tompon-draharaha no mamahana olona rehefa milanona manatanteraka ny atero ka alao izay nahazo fanasana ma... |
Volana novambra taona 2000 no noraisina teto39. Masontsivana telo no nitsarana ny mpianatra tamin’ny fanadihadiana lahatsoratra dia ny endriky ny asa, ny tsipelina ary ny hevitra. A ny endriky ny asa |
Ny fihavanana |
Ohatra 2 azafady e, rapôlisy tononkaon’i idealy-soa, and 3 irony mpiloka plisy plisy irony mpangalatra an’aotobisy irony fatsora sy fetsy toa jiosy dia samy matahotra anao pôlisy ny famerenana ny mpisolo manondro isaky ny voalohan’andalana eto, dia nentin’ny mpanoratra hitarihana ny mpamaky hahazo sary an-tsaina ny fah... |
Ny lahatsoratra |
Ohatra1 e! Ry nofy tonga nofo, e! Ry fanja zary voa! Andl. 9, in misy taratra iray |
Ny fitiavana ny zanaka amin’ny alalan’ny fikolokoloana sy fanandratana azy ireny no antoky ny fampandrosoana ny firenena. Mamy ny zanaka ka tsy hitarainan- tana-miempaka. Tsaroana ho akaikin’ny fo tokoa ny zanaka. Ny ray aman-dreny tsy mahafoy ny zanaka fa ny zanaka no mahafoy ny ray aman-dreny. Tokony hokolokoloina sy... |
Famaritana misy ihany koa ny lohahevitra tokony homena lanja sy hampidirina ao amin’ny fandaharam-pianarana toy ny fitiavana. Azo ambara fa tsy afa-misaraka amin’ny fiainan’ny mpianatra izy io ka tsara ny hahafantarany azy sy hahafehezany azy toy ny any amin’ny sekoly katolika izay hita fa mahomby tokoa. Azo itarafana ... |
Sehatra zavakanto sy soratra ary siantsan’ny maha olona |
Maroa, mitomboa ary mihabetsaha ireo tokantrano madio sy voalala, 35 dia ho firenena tsy mena-mitaha ny mponin’ity gasikara malala |
Vondrona ambara, tak 39 25 vondrona ambara, tak 60 26 vondrona ambara, tak 70 27 vondrona ambara, tak 83 |
Ho an’ny vehivavy ao andranovolo atsinanana dia mizara roa ny sokajiny misy ny atao hoe anakavy amin-dreny ary misy ny atao hoe vadin-dehilahy ny anakavy amin-dreny dia izay vehivavy rehetra manana ny rainy ao andranovolo ihany ka milevina eny amin’ny fasany. Ny vadin-dehilahy kosa dia izay vehivavy rehetra nalain’ny l... |
Mety ny safidina voambolana ampiasaina ao anatin’ny tanjona manokana, satria tsy mampiasa voambolana mitaky hetsika mazava azo arahi-maso sy azo tombanana izay ahafahana mitily avy hatrany na voarain’ny mpianatra na tsia ilay fahalalana. Ohatra mpianatra afaka mamantatra ny literatiora nisy tamin’ny vanim-potoana 1818-... |
Fampidirana |
Amin’ny fitantarana rehetra ao amin’ny vatan’ny hira gasy dia hita taratra hatrany ny fidiran’ny mpiventy amin’ny zavatra tantaraina. Voaloko amin’ny fitantarana ny fihetseham-po, ny toe-tsaina amam-piheverana, ny fijoroana ho |
Ny fizàrana faharoa kosa no handalinana ny endrika isehoan’ny ompa. Hojerena ao anatin’izany ny fanasokajiana ny ompa sy ny fomba anehoana ny ompa sy ny ozona ary ny fizàrana fahatelo sady farany no hanasongadinana ny hevitra fonosin’ny ompa sy ny ozona. |
Azo lazaina ho sarotra ihany ny milaza ny antontan’isa hentitra satria hatramin’ny nanombohan’ny dinan’i melaky tato ambatomainty dia natao an-tsokosoko any amin’ny toerana lavitra ny manam-pahefana ny famonoana ilay olo-meloka mba tsy mahoraka ka ho rem-panjakana fa atao kosa ampahabemason’ny fokonolona ny famonoana i... |
Tsy haiko hoe hatraiza ny mety hadalan’ ny fo te handrombaka malalan’olona fa ny ahy ity fitia tena sarotra ialàna iniana vonoina vao mainka mitolona |
Ny vohon-tany |
Cette seconde partie nous a permis de constater quelques faits pouvant éclairer sur les méthodes adéquates pour la réinsertion sociale. Il en est ressorti qu’il est difficile pour les adhérents de se défaire de leurs habitudes d’avant, et que cela peut expliquer les phénomènes de déperdition. Nous avons également pu vo... |
Rado 02-09-95 tribune, lah. 2. 060, alakamisy 05 oktobra 1995 |
Santionany voatanisa fa sady mpikabary amin’ny hiragasy, ohatra ra jean ba ao amin’ny kaominina antanetibe, fkt ambohipeno |
Namporeny enti-milaza ny ranon’orana mirotsaka tsy miato amin’ny fahavaratra |
Lamina lamindamina laminana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.