text stringlengths 10 11k |
|---|
Directeur de memoire raharimanga egéunie fidèle maître de conférences |
Ny drafitry ny asa fikarohana |
Sa ? Nisy efa tsinjony ny zavatra hanjo azy ka izay no tsy nahasarotiny azy amin’ny fanofako ny fananany. Nisy namono ? Eritreritra daholo izany rehetra izany fa izay hahasoa ity zaza ity sisa heverina. Na dia tsy niteraka aza aho dia ho kolokoloiko sy hobeaziko araka izay mety izy. Sao hananan-tsiny ka hanahirana. Efa... |
Sarintany faritra amoron i mania 17 |
Faritra atsimo kaominina anadrovola faritra afovoany kaominina maroantsetra faritra avaratra kaominina anjananazana fananehana andranonangozy ambodimandrorofo sarovava ankiakabe andrivotra andakantombaka tanambao kaominina andranofotsy tanantsara varingohitra matsotarihina anandrivola soanierana ambodivoahangy tanambao... |
Ny fahitalavitra sy ny onjampeo ankoatra ny tvm sy ny rnm, izay fahitalavitra sy onjampeom-panjakana, dia afaka mandray fahitalavitra sy onjampeo tsy miankina ihany koa ao amin’ny faritra vakinankaratra. Ireto avy ireo orinasan-tserasera momba ny fahitalavitra efa nisy na ihany koa mbola misy ao amin’ny faritra malagas... |
Mandinika sy mandanjalanja. Izany no isan’ny misakana ny olona tsy hiraparapa na hihinana am-bolony manoloana ny zava-misy sy mitranga eo amin’ny fiainana. Mazava araka izany, fa lehibe ny adidin’ny gazety sy ny mpanao gazety, satria miankina amin’ny fitaizana sy fanabeazana omeny no hahatonga ny fiarahamonina hahatsan... |
Ny antony nidirany ho mpikambana amin’ny maha olon’ny serasera an’i soza marie yolande, dia tsapany ny maha zava-dehibe ny fidirana anaty fikambanana. Fiarahamonina kely iray ny fikambanana, hoy hatrany izy, ka ahafahana mandinika ny zava-misy ao anatin’io fiarahamonina io mba aseho anaty asa soratra, satria izay ilay ... |
Voatanika toy izany iano, aza kivy, tsy ho very, fa mirotsaha ao amin’ny rano mangotraka dia haniry. Rehefa maty aho ovay ho ozona eo an-doha farafara atoriako ny fara- torimasoko, ny tsy fitiavanao ahy, raha tsy ho sahinao izany, avia ary isika hifamela dieny ankehitriny, fa tsy mbola fantatsika izay any an-koatra. Ny... |
Raha taterina mivantana ireo fehezanteny ireo dia izao no azo 8’ hoy ianao hoe omaly ny fanadinanay 8a’ hoy ianao hoe ny fanadinanay dia omaly 8b’ hoy ianao hoe ny fanadinanay no omaly tsy misy miova ny singa tsirairay ao anaty fehezanteny rehefa taterina mivantana. Azo taterina tsy mivantana ireo fehezanteny ireo ka i... |
Cf tovana b |
Tsy hihamho ho vato namelan-kafatra izahay, nefa kosa mahatsiaro ho manana adi ly hanohy ny karoka nataon’ireny zoky mpialoha lalana ireny. Kisenclrasendra tokoa, lahatra 1nil1itsy aza anganiba no nahatonga anay hisafidy sy bitrandraka ny mamba ny asa soratr ’i sefrera raphael louis rafiringa y mpino katolika dia mabal... |
Pej ’r’ faha-6 |
Raketina amin’ny kahie |
Rm.39 ombilahymitongalika ombilahy mitongalika tsara fiadiana ombilahy mitongalika tsara fiadiana ombilahy mitongalika ombilahy mitongalika. |
Izay tianao hambara mamba an’ i faniry vatosoa. |
Tamin’ny fitsapana famaranana taranja malagasy vinanio ny nanjo an’i fetra ary soraty ny tantara manontolo. |
Toko fahatelo ny fampandrosoana ny lafiny sôsialy sy ny kolontsaina vokatry ny fanorenam-ponenan’ireo mpiavy. |
D’un point de vue structurel, ce sont les associations regroupant plusieurs corps de métiers qui sont le plus concernées. Souvent, dans ces genres d’association, les membres éprouvent beaucoup de difficultés à maintenir une structure tangible. Issus de différents corps de métiers et aspirant tous à une représentativité... |
Hoy ramatoa razay zazavavy tsy vitan ny hoe soa ihany, fa notsiriritin olona koa teo amin ny fiadanana an-tokantranon-dray aman-dreny tsy mba orin-javatra! Tena ny tandroky ny moka no hany tsy azon ireo ankizy ireo fa manan-tsira marina ray aman-dreniny ka mahay mahandro. 290 ankoatra izany dia tsy nitsitsy vola aman-k... |
Faharoa toko 2 8 ka hatramin’ny toko 3 5 fifohazam-pitiavana na famerenana indray ny efa lasa. |
Ny fiompiana kisoa indray dia nataon ny tantsaha hananganan-javatra satria vola mitambatra rehefa amidy. Natao hanamaivana ny adidy maro samihafa amin ny vanim-potoanan ny main-tany koa, ohatra, ny famorana, fampakaram-bady, famadihana ny kisoa mantsy no asolo ny omby sy natao hampihena ny isan ny omby vonoina rehefa a... |
Fenofeno ny fanahy itambesaran’ahiahy; tsy milamina ny saina, ka ny fo mitaintaina. |
Hevi-teny g gamanta enti-milaza vilany be fandrahoan-kena mitovy halehibe amin ny barika fampifangaroana fasika sy simenitra ho an ny mpanao trano h havoriana famadihana i ingénieur mpanandro m mamaky lalana fitarihan ny mpanandro ny lalan-kombana mankeny amin ny fasana hamongarana. Mamaky tany ny indray mangadin ny mp... |
La formation continue est un élément nécessaire à la mise à jour des connaissances et l’acquisition des techniques modernes plus adaptées aux progrès de l’environnement technologique. Elle permet à l’auditeur interne de s’adapter au travail et d’adapter ses capacités aux nouvelles exigences du travail. La formation con... |
Ny asa sorany ianarana sy novokarin’ny mpanoratra izay tsara raha mifanaraka amin’ny riba ianarana ao amin’ny kilasy. Saingy tsy atao sakana amin’ny fifantenana izay lahatsoratra notsongaina izany |
Fa ny olo-mangorera |
Sola fide na ny finoana ihany no zava-dehibe io fanomezana io dia azo avy amin ny fifanenana manokana amin’andriamanitra, sy amin’i kristy irery ihany. Izany no tena finoana fa tsy foto-kevitra na zavatra nataon’olombelona. Samy manana ny endrika ipoirany izany arakaraka ny tsirairay, mety avy ho tonga tampoka, na koa ... |
Rehefa maneso ihany koa ny olona dia manao laza masaka satria mety vokatry ny tsy fitiavana na fialonana no miteraka izany. Amin’izay dia manambany na manaratsy tanteraka ilay zavatra hitany na misy ny olona. Indraindray dia teny mifanohitra amin’izay zavatra misy |
Ho an’ny sekoly ambaratonga faharoa manokana lycée , dia ampianarina eny antsefatsefan’ ny lesona io. |
Ny foto-kevitra hevitra ambadika ny literatiora sy ny zava-misy, ny rima, ny ngadona, ny filazan- javatra stylistique . |
Azo ambara fa ny zava-nisy hita sy niainan’ny mpanoratra no navoitrany tao amin’ny tantara. Izany no manamarina fa tafiditra ao anatin’ny sokajin’ny tantara foronina mifototra amin’ny tantaram-pirenena na roman historique ity tantara foronina ramose ity. |
Fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ong ny fanamby. Ny hoe fanamby dia midika ho fananana tanjona iraisana mazava ary tanjona ezahina hotratrarina. Tanjona iray iaingana ho amin’ny asa fampandrosoana hafa ny asa fiarovana ny harena voajanahary ho an’ity fikambanana ity. Izany hoe, dingana iray hisarihana ny mpon... |
Ka mampidili-bangy |
Avia miverena tsy mba teny mora! Izaho itenenana mbola tanora ka rah’tabataba ampian’ny akora ny baikon’ny saiko dia hoe matahora |
Rappel sur le code de l’eau l’eau devrait être payée l’eau patrimoine nationale l’eau de consommation prioritaire par rapport aux autres besoins |
Matetika dia iarahana miasa amin’ny kaominina izany izay tohanan’ireo mponina malala-tanana ao an-toerana. Marihina fa tsy ny tanora ihany no mandray anjara sy mpikambana ao amin’ny ekipa fa ireo lehilahy efa manam- bady aza dia mbola misy mandray anjara amin’izany. Na izany aza, ny tanora no tena maro an’isa. |
Hazon-damosina |
Ohatra hafa ihany koa ny fanentanana ny olona hampiasa fandrindram- piterahana. Maro amin’ireo malagasy any ambanivohitra no tsy mankasitraka izany, satria amin’izy ireo dia ny zanaka no harena noho izany dia ilaina ny miteraka maro , satria ny olona dia anisan’ny fitaovana ho an’ny asa famokarana ary manamora ny fitsi... |
Seho safidina. Iankinan’izy ity ihany koa ny endrika mifanaraka amin’ny fanambarana ataon’ny mpiteny sy ny fahaizany mamolavola sy mampiasa ireo endrika ho an’ny itenenana. Ohatra boboka dinitra, tak.62, andl.1-8 boboka aho ry tanindrazako ka avela ianao ho eo fa izaho sy ny hazakazako handositra fa efa leo izato fahor... |
Lisitry ny kisary |
Ny fianarana noranto viny s y ny as a natao ny ho jerena manokana amin’ity toko ity ny mahakasika ireo lalam- piofanana samihafa nanovozan-drazanabary voahangilalao joséphine ny fahaizana sy ny fahalalana ananany; izany hoe, ny fianarana norantoviny ahitana ny sekoly nianarany, nahazoany ny mari-pahaizana mifanandrify ... |
Ny voambolana maneho fitalahoana na fangatahana amin’andriamanitra dia mampiseho fa misy olana setraina ao anatin’ny tantara. Miseho amin’ny endrika roa izany ao anatin’ny tantara. Voalohany, ny mpandray anjara no miantso mivantana ny anaran’andriamanitra. Hita izany amin’ny hoe 36 razafiarivony wilson, asa soratra sy ... |
Période de la vie |
Inona no taranja tianao indrindra ? Nahoana ? |
Ny fisiany, satria tsy tongatonga ho azy izy. Amin’ny maha lahateny feno azy, dia tokony hoferana koa ny karazana ametrahana azy. Enti-mamarana ny fandinihana dia hasian-teny ny endri-pampiontanana ampiasain’ny mpiteny ao. Hampiharina amin’ny fandinihana taria iray nalaina tao amin’ny le cid nosoratan’i corneille aloha... |
Tsy mampiasa fomba fiteny miaingitra na mampihomehy na mampangitakitaka ny ohabolan’i solomona, amin’ny ankapobeny. Ny teny sy ny fiteny fampiasa amin’ny fitoriana ny filazantsara toy ny any amin’ny fiangonana ankehitriny no ampiasainy. Azo lazaina ho toy ny fiteny fampiasa amin’ny fanabeazana ihany koa anefa. Rehefa d... |
Nolazaina eto koa fa izato haizina miandoha no alo-pasana mivoha , izany hoe, ny haizina aorian’ny hazavan’ny masoandro no taratry ny fahafatesana feno haizim-pito. Tahaka ny fijalian’ny zavaboaary avy nifaly tamin’ny hafanana nomen’ny masoandro nosomparan’ny haizina, ny fijalian’ny olombelona nosomparan- drafahafatesa... |
Fitarihana fitaovana lahatsoratra maneho reporatage paika trandrahana ireo paikady nandrafetana ny reportage ao amin’ny lahatsoratra ny lohahevitra hohazavaina, ny fomba famakian-dresaka, ny fomba fanazavana, ny voambolana ampiasaina, ny hevitra aroso sy ny zava-baovao entiny. Manao tsoa-kevitra momba ny reportage. Fam... |
Tontolo iray misaona no hitsena anao hivahiny an-tany hay marina irongatan-kabibiana fa vahoaka hena velona tsy manantena intsony no tsinjonao manjeny ho sitrany ahay |
Ny finoana kristianina |
Ka efa hody any frantsa izany ianao mose ? Aza manabataba ny eritreritro aminrizany ianao, madama. Efa nahazo fonenana tsara rivotraaho ao ampandrana-ouest. Nomeko anarana hoe rmon epinalr ho fahatsiarovana ny tanananay any vosges efa nahavita trano aho; ka miala sasatra aho mandra mandra-pahafaty? Izany tokoa. Io no a... |
Fitiavan-drendrarendra sa misy antony hafa ? |
Humanae vitae |
Ho an’ny mponina manokana dia ireto avy no tokony hatao tokony hahay hampirindra ny fivavahana kirisitianina amin’ny fomban-drazana izy ireo. Ny fampirafesam-pinoana syncrétisme dia teny entina milaza ny fisiana finoana na fomba roa na mihoatra tsy mety mirindra , fa mifanindran-dalana ihany156. Azo atao tsara ny mampi... |
Frera raphaêl-louis rafiringa amboaran-tononkalo 1918 tak.21 |
Torolalana ho an’ny mpianatra fanazavana iavian-javatra |
Ao amin’ny hira hoe he be ny hasoavana v. A. Tak.7, and.2 dia ahafantarana fanovan-javatra mandoko izany; izay miseho toy izao 2. Ny fahotan’ny olona dia lova tamin-drazana isika trany avokoa ka very re ny aina soa. Nahazo vahana tao an-tsain’ ny maintimolaly, tamin’ity vanim-potoana ity, ny maha-mpanota ny olon-drehet... |
Loza ny iahoriana mahazo amin ny fanararaotana ataon’ny filohan’ny flvondronana 88tioky atsimo sy ny fivondronana benenitra ary ny fllohan’ny firaisana belamoty anay mika sika ity dinan’n’ mpihary ity. Tsy mba omby very marina 11a dian’omby very marina no al’t’. Pi haran’ireo manampahelana ireo aty aminay lty oinan’ny ... |
Ny fitiavana nisetra ny onjan’ ny fahadisoam-panantenana noho ny fandaozana fitenin’ ny malagasy maro ny hoe ny hanambadian-kiadanana anisan’ ny mba nanantena fiadanana teo anivon’ ny tonkatranony ny eja. Mba naniry hahita lohataona tao anaty ririnina izy. Araka ny voalazan-drado ao amin’ ny fanantenana io ilay nofisin... |
Ahitana karazam-pehezanteny samihafa ny asa soratr’i harioley misy fohy, misy lava, ary misy miendrika fanontaniana, ao koa ireo mifamaly rafitra. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N |
Akanim-borona |
Do-mverina. Miantomboka amin’ny tsy fananan-tsiny ny fiainan’ ny fahazazana, avy eo feno fahalotoana ny fahatanorana ary mihamanatona ny tsy fananan-tsiny ny fahanterana. Noho izany, tandindon’ny fahadiovana ny fahazazana tandindon’ny fahalotoana rehetra ny fahatanorana ary tandindon’ny fikatsahana ny fahadiovana voaho... |
Teo anivon’ ireo faritany ireo dia nisy ny fifidianana natao ny volana janoary 1947. Nandresy hatrany ny tao amin’ny mdrm. Azon’ izy ireo avokoa ny toeran’ ny solombavambahoaka ary ny mpanolotsaina eo anivon’ny union française natokana ho an’ny malagasy. |
Ny vonjy taitra ho an’ireo mpikambana tojo fahasahiranana toy ny aretina nanao ity fisamboram-bola tamin’ny vonjy taitra ity dia hita fa nahatsiaro ho maivana izy teo amin’ny fividianana fanafody, satria tsy nanana fanahiana amin’izay ahitana vola intsony. 1.1.1.2.2- ny famokarana ity famokarana ity dia fampisamborana ... |
Ny polyptote mandoko ny soa entin’ny zavaboaary. Izay indrindra no hita amin’ny hoe balisama misy helatra ny fanasitranana ka mitsabo etsy manasitrana eroa a. P 34 ny tamberim-pototeny eto no maneho ny fanampian’ny zava-maniry ny olombelona amin’ny lafim-piainana rehetra. Eto dia ny balisama no ambara fa fanasitranana ... |
Coso, le contrôle de gestion bancaire et financier , 3e édition, paris, 2000 |
Tsara moa ny manamarika fa maro ireo olona ao ambodivoara no mahay mitsabo. Ohatra ao ny mitsabo amin’ny ravin-kazo, ao koa ny manan-talenta manokana manasitrana karazana aretina toy ny may, ny kenda, ny voakaikitry ny biby misy koa ny renin-jaza ao an-tanàna. Ny fitsaboana môderina. Misy c. S. B. Ii sy mpitsabo roa ao... |
Teny roa natambatra rasa hariana; rasa fizarana; ny hariana harena. Izany hoe fizarana harena na fananana amin’ny havana efa maty. 77ndrova patrice, tsaboraha isan-karazany fomba betsimisaraka, imprimerie catholique, tananarivo, 1977, p9. |
Sedra tsy andriny ny roa taona nanohizan’ialahy fianarana tany an-dafy e 88 |
Ny tombana ao amin’ny lesona fahafahana; |
Tompon’andraikitra ara-pahasalamana tany an-toerana. |
Io sarin-teny io no hanantitraterana fa olona azo itokisana robena. Tsy manampatra ny heriny amin’ny tsy antony. Lehilahy matotra ka tsy hanao kitoatoa eo amin’ny fiainana, indrindra ny ara-pitiavana. Noho izany, ny fomba fanehoana ny mpandray anjara mpanampy dia tsapa fa nahazo vahana tao ny epiphonème izay nentina na... |
Saingy mbola nisy sampy mora tazana mazàna, fa ny vola. Anie ka sampy, sampy koa ny fahefana ; na ny hatsaran-tarehy, na ny haingo ifanotofana, saino ka diniho ange fa isan-tsampy niankohofana ! |
Mba omeo ampahany aho hamboleko fifaliana fa honerako eny ihany; raha sendra tsy tsaroako anefa ny mamerina azy 15 dia aza mba takiana. |
Mbola kely ny fampiasana teny bemiray ho afaka amin’io izy rehefa tonga any amin’ny ambaratonga faharoa. Koa horaisina ho ohatra haseho mivantana eto ny fanohanan’ny taranja malagasy sy ny taranja frantsay ny taranja jeografia, amin’ny fizarana ny mpianatra hifanerasera amin’ny voambolana manokana fampiasa any amin’ny ... |
Ny fanolorana fitiavana no tena zava-dehibe satria izany no tena manetsika ny fitiavana mivantana eo amin’ny olon-droa misy aza fitenenana manao hoe ao am- po tsy miloaka tsarain’andriamanitra, ao am-bava miteny tsarain’olombelona izany hoe amin’ny lafiny iray dia tsy raharahian’ny olona izay fihetsika atao ety ivelany... |
Olombelona ihany ny mpikabary am-pianakaviana, ka manam-petra ny haavon’ny fisainany. |
O t o k a n a 49 71 59 16 195 68 99 51 13 231 426 |
Fanomeza- na fanitsiana ora 10 min fanontaniana diniho ny maha samy hafa ireo fanehoan-kevitra ireo, ary asehoy ny hevitra tokony hasongadina na hohazavaina. Valiny andrasana 1. Ity tenina mpandinika ity, dia ahitana teny savily hoe tsy fa , izay maneho fanitsian-kevitra. Ny ampifandraisiny, dia ny diso sy ny marina. N... |
Hisy alahelo tsy ho afa-tomany; hisy tomany tsy hilaozan-toreo; 5 hisy toreo horontsonina ihany, raha ’zaho no ho very tsy ho havanareo. |
Va tak 127 ; and 3; andl 14-15 and 6 ; andl 29-30 145 va tak 129 ; and 2; andl 6-9 |
Mivoha mibanabana |
Mp boky inona ? |
Isan’ny nampiasain’ny mpanoratra ity karazan’andalana ity tokoa ny fidadasiky ny fihetseham-po vokatry ny fisarahana. Fa ankoatra izay, nentina nanehoana ny fahoriana mihamahazo vahana ihany koa ity andalana ity. |
Rendriky ny fitiavana azy. Mifintina eto ny fomba filazan-javatra, ny hevitra kosa dia vao mainka mivelatra. Izany hevitra rehetra izany dia hamafisin’ny périphrase amin’ny alalan’ny famahavahana. Azo inoana mantsy fa manana ny anarany manokana io tovolahy io, ary fantatr’ilay solemita izany, satria efa nifanao fotoana... |
Loharano cisco ambatomainty |
Mb véronique sy i jesoa94 manamafy ny herim-po ananana sy asehon’ny vehivavy na dia anatin’ny ady sarotra aza ny fahitana an’i mb véronique avy namafa ny tavan’i jesoa. Vehivavy ihany no sahy nanatona an’i jesoa tamin’izany fahoriana lehibe nihatra taminy izany. Ny lehilahy kosa tamin’izany, raha ny fihetsika sy ny toe... |
Article 237 du code des 305 articles toute personne qui ne met pas ses enfants à l’école lorsque ces derniers atteignent l’âge prescrit ou ne leur laisse pas fréquenter la classe d’une façon régulière sera punie d’une amende d’un piastre par enfant se trouvant dans l’un de ces deux cas elle sera astreinte en outre à me... |
9 10 14 15 19 20 24 25 65 65 total n fokontany l v l v l v l v l v l v l v l v l v 1 ambohibao 17 21 59 44 93 81 112 81 92 76 47 54 286 289 30 39 850 785 2 ambohiboriman ga 8 12 24 36 48 43 113 106 32 114 155 28 23 136 20 23 423 498 3 ambohimah andry 15 12 32 25 51 57 58 55 45 40 58 55 184 188 20 17 464 449 4 ambohimia... |
Ity gadona ity no azo lazaina fa gadona tena malagasy ary mampiavaka ny malagasy. Toy ny hirahira ity gadona ity. Amin’ny ankapobeny nentin’ny mpanoratra nanehoana fitiavana tena latsa-paka lalina io gadona io, toy ny hita ao amin’ny oliva |
Ny amin’ireo lafin-javatra maha tantara foronina ny tantara foronina ao amin’ ny orimbaton’ ny fiadanana lafin-javatra maro no mandrafitra ny tantara foronina. Ny habaka isehoan’ny tantara, ny fotoana ary ny mpandray anjara; ireo no toko telo mahamasaka ny tantara foronina. Tsy ho feno anefa ny fepetra hahakanto ny tan... |
Fa saingy ny teny no lambolamboina dia mody ny marina no antsoantsoina; ny heviny kanjo tsinjovy fa, indro nahoana ny kely no avela hamindro? Ny avana ramanantoanina |
Tsy ny hamokatra olom-pirenena vanona, manam-pahaizana amam- pahalalana ary feno fahendrena velively no tanjon’ny fampianarana tamin’ity vanim- potoana ity. Ny mifanohitra amin’zany aza no nataony. Hoy i michel latchoumanin tsy ny hanofana olom-pirenena vanona no tena tanjon’ny fampianarana, fa ny hanofana olona ho mpa... |
Ny fahaizana mifanerasera amin ny olona56 -ny fahaizana manaja ny hafa |
Notohofan-tambitamby, sodokadokan’ireo sangy safosafo, orokoroka ary indro fa dia roboka sy nilentika ao anaty hantsana izay mahafaty! |
Mpamboly, mpandoko, mpanenona |
Raha halalinina kosa ny anjara raharahan ny zaza amam-behivavy tamin ny fanatontosana famadihana dia nifantoka tamin ireo asa sôsialy. Fintinin i tsimahaketraka jeannette izay asa sôsialy sahanin ny vehivavy amin ny ankapobeny izay indrindra ireo tovovavy ao amin ny bokiny manao hoe manana anjara asa manokana izy ireo ... |
Ny 9 dia fisarihana tsikelikely ny sain’ilay olona tiana amin’ny alalan’ny fanazavana lesona mba ahafahan’ny fitiavana miara-mitsiry izay vao bitsihina mangina. Azo atao tsara ny nametraka io fanontaniana io tamin’ny mpampianatra saingy fomba iray atao mba ahazoana fifandraisana bebe kokoa amin’ilay namany sy ahafahany... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.