text
stringlengths
10
11k
Pierre verin, 1990, madagascar, paris, edition karthala, tak 28 le riz, élément de base de repas malgache 20 mamy ratoetrarivoharimisa, 1993, op-cit, tak 29 la riziculture est un facteur d’autonomie en ce sens que quand on possède assez de riz, la période de soudure passe inapercue
Cohérence et continuité tout le système éducatif devrait se soumettre à ces finalités issues de l’analyse des besoins socio-culturel et économique du pays, à tous les niveaux, du préscolaire à l’université. Le ministère de l’education nationale et le ministère de l’enseignement supérieur seront les garants de cette coh...
Ny fotoanan’ny mpanoratra
Olan’ireo mpitokona i laurent botokeky sy i barthelemy johasy. Tsy teo mantsy ny filoha philbert tsiranana, fa namita iraka tany amin’ny faritra atsimo. Niverina tao ranomafana izy, ary nijanona tao hatramin’ny 13 may maraina. Nandray fanapahan-kevitra nampidi-doza ny fanjakana. Fanapahan-kevitra niteraka ny fampiasan-...
Koa mba hisian’ny resadresaka ifanaovana amin’ny mpianatra amin’ny teny malagasy sy andraisan’ny maro anjara, dia anontaniana izy ireo hoe mampahatsiahy anareo toerana aiza io sary io ? Manao ahoana ilay toerana ? Inona avy no hitanareo ? Andeha hasongadintsika ireny toerana efa misy marika ireny inona avy ireny ? Raha...
Ny mpiray kibon omby famaritana sy tantara
Tsy ho mpandray andraikitra fotsiny izy ireo fa ho tena mpamolavola sy tompony amin’ny fanatanterahana ny tetikasa iray manontolo. Ny mponina no mandray izany rehefa vita ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanao asa fampandrosoana. Araka izany, ity fomba fiasa ity dia manome tombony ny mponina hahay hitantana sahady ny ho avy...
Araka ny efa hita teo aloha, dia misy olana eo amin’ny fandaharam- pianarana malagasy eny amin’ny sekoly tekinika. Manoloana ny tsy fananan’ny mpampianatra sasany fandaharam-pianarana, dia ny minisitera tomponandraikitra
Source réflexion personnelle
Ny tombana amin’ny ankapobeny amin’ny ankapobeny dia izay voasoritra ao amin’ny fiafaran’ny lohahevitra vahavahana no tondroina amin’ny hoe tombana. Inona àry no atao hoe tombana?
Mifanova amin’ny renifeo malagasy z ny renifeo swahili ? Eo amin’ny vanin- teny mialoha ny tsindry. Ohatra jumaa zomà
Panorthose-comparaison mpiara-monina
Ireo toerana alaina sary an-tsaina
Tovana manovana soude! It ch; iud pnrtct iwmrnemampanify , tsiry .
Mazava izao fa ilay nomen’ny mponina eto anaram-bositra hoe vazimban’ambato sy io voalazanao io dia iray ihany tak 142.
Mendrika ho mpanapaka ny olona mazoto ny voninahitra sy ny laza ihany koa dia katsahin’ny olombelona fatratra mba hananany toerana ambony eny amin’ny fiarahamonina eny. Hoy indrindra i patrick andriamangatiana ao amin’ny vakivakim-piainana ny maha-ambany maharary, fa ny ambaniana no tsy laitra 36 izany hoe mafy amin’ny...
Fampirisihana ny mpianatra hanazava ny ohabolana fitantanana ny mpianatra hanatsoaka hevitra avy amin’ny ohabolana
Avaratsena
Ny aretina raha misy olona lalovan aretina tampoka na marary mandritra ny fotoana ela dia manao sorona ny fianakaviany. Inoana hampisinda ny aretina sy hanafaingana ny fahasalaman ny marary ny fiantsoana ny razana amin ny vavaka fitalahoana ataon ny ray aman-dreny. Ampahatsiahivan ireo olona tonga mamangy na mitsidika ...
Dieu andriamanitra
Fehin’ny toko faharoa ny firotsahana an-tsehatra mivantana teo amin’ny fokontany no làlana nidiran’ny tetikasa tao amin’ny fokontanin’antsahabe-atsinanana. Tao aorian’ny fankatoavan’ny fanjakana foibe dia nanentana ny manam-pahefana isan-tsokajiny tany an-toerana ny teknisianina. Efa hetahetan’ny mponina hatrizay ny hi...
Ny havana, havana ihany, havana raha misy patsa, havana mampitomany, havana mpandatsalatsa 5 fa ny havana iray eto an-tany, havana mba tena havana, dia ny reny niteraka ihany, ny reny ilay be fitiavana.
Tokana ihany no tena tompony, u u u u u u u ny hantahantany ahy irery, u u u u u u u u ny angolangolany ahy manokana, nuy safousafuonuy an’nuy endurikuo, u u u u u u u ny tefa-molony an’ny molotro
Aux membres du jury
Tableau 1 dominance du noir le long du roman
Milamina amin’ny ankapobeny
Tina neny rakalo o! Mbola sahinao ve ny mivoaka aty amin’izao andro alina izao e? Rakalo tsy miditra amin’ny adinareo mivady aho e! Fa ny kiakikan’i hery no tena nanaitra ahy; na ireo manodidina koa aza taitra daholo e! Ary toa mibindina sy mangana be ny endrikao ry tina? Hery novonoiny tsy nananany antra teo i mama ry...
Arô zafikelinao e! Baba, e! Mama! Zaza kanty a ’io, 45 sy mba mamaly raiamandreny veloma arô! Siliko a y amy mandrakizay koa falahelo ahay etoy dje veloma arô amy mitanisa olona efa maty 50 diaso a y ahay alay malaky arô iaho ha araka anareo a y iaho
Ohatra1 izany izy tamin’ny andron’ingahy dubosc ka mandimandina ery, izao ka maina hoatra ny kitay fa nitanila ao amin-dravonimbero idray ny fahatretrehana. Oharin’ny mpanoratra amin’ny zavatra maina tanteraka, izany hoe tsy ahitana rano mihitsy ny olombelona. Noho izany, ny hoe maina hoatra ny kitay raha atafy ny toet...
Tina e! ! Fandriana sy latabatra sy seza telo sisa no ato an-trano, miampy vilany roa sy lovia vitsivitsy. Hery aza misento amin’izany ry mama, tsy maintsy mbola hanana betsaka noho ireo isika fa aza kivy. Tiana neny rakalo o! Dia ho rendrika ve izaho sy i hery zanako e?
Fafana.11ny anaran’ny sokajim-pahefana eo amin’ny vehivavy eto andranovolo atsinanana sokajim-pahefana taona fanamarihana ndreno y vavy tsy voafetra itovian’ny anteony manontolo randriambavy tsy voafetra
Date de soutenance 07 mai 2013 antananarivo 2013
Hasarotam-piaro sota tadidio, fa ahy ianao, ahy irery ! Tsy hitambarako aman’olona.
Hohazavaina an-tsary ny momba izany, ary haseho ny fifandraisany amin’ny boky fampianarana .
Ny alavoliko teo
Hanehoana ny hamafin’ny alahelo sy ny ranomaso izay niainan’i navalona nandritra ny taona maro tsy nahitana an’i hery. Ny euphemisme na fanalefahana filazan-javatra no nampiasain’ny mpanoratra nentina nanehoana ny alahelon’i navalona tamin’ny safidy izay nataony izay nanekeny ny hiara-hijery fety tamin-drado. Nampiasai...
Lire, moins de directeurs
Mety hampitroatra ny itenenana ihany koa ny filazana azy ho manao ny zavatra izay tsy ataony akory.
Ny mpanatontosa ny mpanatontosa no mijery sy mamaky ny tantara mialoha. Avy eo izy milaza ny heviny, indrindra ny amin’izay tokony hilàna fanitsiana, toy ny tsipelina diso ao anaty lahatsoratra, ny fehezanteny tokony hohatsaraina na hoesorina, manana zo hikitika ny tantara izy, saingy tsy afaka manova ny vontoatiny. Me...
Hoe izay tia reny, na ray mihoatra ny fitiavany ahy, dia tsy mendrika ho ahy, ary izay tia zananilahy, na ny zananivavy mihoatra noho ny fitiavany ahy? Mampitotongana sahady ny lalàna ny zavaboary izany teny izany! Sarobidy teo amin ny manana aina ny fatoram-pianakaviana. 311 tsapa teto fa rehefa mivoatra ny haingo sy ...
Toamasina ahitana paroasy 9, izay manenika ny faritra. Tahaka ny any ambatondrazaka, andreba, ampamoahandamba, menaloha, sns antsiranana ahitana paroasy 8, ireo paroasy ireo ihany koa dia manenika any amin ny faritr i diegô. Toy ny any antalaha, sambava, andapa, ambanja, sns toliara ahitana paroasy 38, hita eto fa ny f...
Hendratra i noro nandre ny rambon-dresaka, ary lasa velom-panahiana tsy satry. Fantampantany izao fa manao akondro mifanakon-dravina izy mianaka. Misy tetika mahatsiravina kotrehan-drainy sy mahaly, nefa tsy hitany ny fotony. Dia nandalo teny avaratr’andrantsay tokoa ny foloalindahy hova. Alina no niaviany. Ny ampitso ...
Adidin’ny mpanoratra ny mampahafantatra ny tompon’andraikitra ny fampahoriana sy ny tsy rariny ataony, ary tsy kivy mihitsy izy mandra-pahatafita ny hafatra. Mbola hita ao amin’ny antso avo nosoratan’i riso lalason izany.
Ravaloson, ny teatra, tsiahy sy torolalana , ministeran’ny fonolokoloana sy ny zava-kanto revôlisiônera, antananarivo 1989, tak. 26
Sedra sao tratry ny tazo?
Fa taiza ise omaly, fa taiza ianao androany no tsy nahita akory, no tsy nandre akory fa nisy alika maty ; fa nisy vovon’alika teo an-tokotany teo teo am-boditranonao niady taolana maraina nitomany ny valalany fa nandry fotsy ny hariva? Nodimandry maitso volo
Razay noho ny fahapahan- kevitr’i sahondra. Araka izay nandrandrainy fa nanamelon-tena kosa sahondra noho izany. Na vara-datsaka aza tsy nahataitra an- dramatoa razay toy izany. Saiky nitsaha- nitepo ny fony toy ny taitra tamin’ny torimaso iray kosa i sahondra mahatsiaro ny tenako ho ny mpanota matevin-koditra indrindr...
Sary n 9 doany mifefy fatsifatsy
Mentionné auparavant, plus les allers-retours augmentent faute de connaissance technique, plus les charges y afférentes s’agrandissent. Plus la non-conformité augmente faute de connaissances en la matière, plus les charges et les gaspillages augmentent. Section 2 gestion des stocks défaillante
Fampandraisana anjara amin’ny fanadihadiana ao anatin’ny fomba fiasa tsy maintsy ataon’ny tekinisianina mirotsaka an- tsehatra ny mampandray anjara ny mponina amin’ny fanadihadiana ny fiarahamonina. Matetika amin’izay ahafahana mametraka haingana sy manamora ny asa no tena ampiasain’ny mpanao asa fampandrosoana ny famp...
Indrisy ry tiana tsy tia indrisy ry soa notiaviko indrisy rasoa nolalaiko raha ahitra ianao dia nongotako raha vorona ianao nofandrihako te hitazona anao hitoetra ny efitro mangina fitivana
Jeune capable relations entre jeunes -l’abstinence sexuelle
Nindramina tany
Tsy mifanalavitra amin’izany koa ny voalazan’i faniry vatosoa satria anisan’ny singa nanintona sy nahasarika azy izany, araka ny hita ao amin’ny ny fitia manao hoe taratro amin’ny masonao ny kanton’ny natiora ry fitiavana lalaiko 50
Fizarana 23 alahahady, 25 marsa 2007; lah 3513 tsy nampandry saina an’ingahy prezida mivady ny resaka nataon-dramatoa renin’i beza. Tsapany ny tahotra sy ny fanahiana ao anatin’iny vehivavy mahantra iny. Ramatoa vadin’ingahy prezidà moa, toa latsa-nenina ihany tamin’ilay niahiahiany am-badiny momba azy. Voatery mitotot...
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny sy ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan-javatra, op cit, tak 117 synecdoque zavatra roa mifampiankina no mifanolo toerana, ka ny ampahany ao amin’ilay zavatra resahina no entina milazany manontolo 264 boky i tak 82
Ny toe-tsaina sy ny toetra amam-pihetsiky ny malagasy vokatry ny fanjanahantany no kianin’ny mpiteny amin’ity ampahan-dahateny ity. Miharihary amin’izany fa ny fitiavam-bola izay toe-tsaina nampidirin’ny mpanjanaka teto madagasikara no nanimba ny toe-tsaina malagasy izay tia firaisan-kina sy fifankatiavana tany am- pia...
Ny renifeo ? G indonezianina dia mifanova amin’ny renifeo ? G malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa, anaty voanteny. Ohatra 2 ? G ? G- anggun angona, pinggan finga, tunggang ongana
Dia hoy rafahagagana satria ianao dia zaza miavona sy ratsy fanahy, dia handao anao ity vorona ity, ho vorona miavonavona izy, ary ny alina ihany vao hivoaka niaraka tamin’izay, hono, dia niova ilay vorona menamena rehefa notendren- drafahagagana tamin’ilay hazo mahagaga, ka nanjary vorondolo menamena! Koa satria mbola...
Nampilefitra an’i miaro ny fitsirihana tsy tapaka ataon’i felana. Niresaka amin’izay izy mba hisinan’ny filaminana sy firindrana. Nanaisotra ny harafesim-pankahalana rehetra ny fitsimbinana natao taminy. Zezika nampitsimoka ilay fitiavana vaovao tao anaty ny fitiavana nasehon’i felana izy. Nitony ny eritreritra, nilami...
Ary io no fahadisoana fototra nataon’ny jeneraly ramanantsoa raha nanangana ny fitondram-panjakany izy, ka nifantina ny avara-pianarana hiara-miasa aminy. Olona efa voasedra tamin’ny fitiavan- tanindrazana no azo antoka hanarina ny firenena fa tsy avara-pianarana vonona hatrany am-piandohana hamadika ho vola ny fahalal...
Ny fisian ny lalana afahana mivezivezy no hery lehibe amin ny fandrosoana. Tokony handray andraikitra ny fitondram-panjakana amin ny fanamboaran-dalana mba hafahan ny vahoaka mifandray amin ny toeran-kafa; indrindra moa ny ao amin ny kaominina beandrarezona izay tena saro-dalana ifamezivezen ny vahoaka. Ka ny fametraha...
Vetsovetso miserana izay ka milaotra tsy azo tohaina fa todiho ity andro iray toa zato nolanjalanjaina androany no vita orim-bato ’lay dinan’ny fifankatiavana
Fandrefesana io dia toa mitombina koa izany eo amin’ny fiarahamonina raha ny zava- misy momba ny ambalavelona no resahina. Ara-tantara dia ny ramanenjana niseho teto afovoan-tany taorian’ny ady lehibe faharoa no endrika voalohany nisehoan’ny ambalavelona nanintona mpikaroka samihafa; anisan’ireny i louise marx 1959 hev...
Atsy- aroa indiquent une localité proche et connue de celui qui parle mais hors de la visibilité. Indicates a place which is near and known by the speakers but invisible. Ex atsy akaiky atsy misy fiangonana, aroa koa misy anankiray.
Tanjona dia zava-kendrena voasoritra mazava eo amin’ny fanabeazana sy fampianarana. Besse j. M. 25. Ny tanjom-pampianarana, araka ny ambaratongany avy, no arofanin’ny asa fampianarana. Ny mpianatra nahavita ny taona fahatelo dia tokony hahitana taratra ireo fihetsika voarakitry ny tanjona ireo. Tsy izay ao amin’ny fand...
Limitation des achats ces achats concernent surtout les matières consommables les marchandises, les fournitures. En fait, l’achat des marchandises dépend des besoins de la clientèle. En conséquence, il est nécessaire d’une part, de connaître le marché et d’autre part, de bien gérer l’approvisionnement pour que les stoc...
Misy fiovana rehefa tovanana ahitana ny iray amin ireto manana fara vanin- teny mafy izay tsy miova sady ikisahan ny tsindry dakàna, rosòana vakina a-velà-o miverina tanteraka rehefa atao verindroa dakadaka, rosoroso, vakivaky, velavela
Tomombana rehefa manoritsoritra ny mpandray anjara ny mpanoratra dia matetika asongadiny ny fitanisana ny hatsaran’ny toe-batana na ny fanarahana ny ara-dalàna izany, izany hoe, ny azo ekena fa tsy miavaka na maningana amin’ny mpiara-monina sy ny manodidina. Na dia ao anatin’ny fahazarana aza i navalona dia voalaza fa ...
Raivo tsia an! Mialà any ianao e! Mikisaha ianao ry satan a!
Ny fotoana fivoahany
Ravelojaona , firaketana f, tak 561
Famintinana
Manaraka izany, fototra maha-lahateny am-bava ny kabary am-pianakaviana ireo karazan-pitenenana ireo, noho izy ireo ahafaha-mampanan-kery ny teny hambara na koa entina hanadisoa ny hevitry ny hafa.
Namoaka lahatsoratra famotopotoran-kevitra maro i harioley. Tao anatin’ireo asa sorany ireo no namahavahany ny fivavahana kristianina sy ny fandraisan’ny olona izany. Ny lahatsorany dia niezaka nanitsy ny fiheveran’ny kristianina ny hoe mivavaka, manompo an’andriamanitra ambarany fa tsy mifanaraka amin’ny toetra maha k...
Isany diplaoma mpampianatra raikitra 1 licences 01
Ireo karazan-dahateny ianarana any amin’ ny ambaratonga faharoa
Dia hanoratra aho tsy hitsahatra ny hanoratra
Raha mampianatra lohahevitra iray dia toy izao ny vontoatiny araka ny voalaza ao amin’ny fandaharam-pianarana famaritana ara-piforonan-teny
Toa ho fiadanan’i felana mantsy ny fahoriany araka ny eritreriny. Izany no nilazan’i miaro fa i felana no mahazo fahasambarana amin’ny fanjohiana ny fahoriana mahazo azy. Mbola ny fanovana endri-javatra avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina ihany no hita eto. Ny toetry ny rano tovozina no natafy ny ohari...
Raha ny teo an-doha fandriany eny, nisy sary teo ny sarinao, ilay olon-tiany nobanjininy avy eo.
Ny fiheverana samihafa momba ny literatiora madinika tsy nahasarika ny mpandinika loatra ny momba ny literatiora madinika, hany ka vitsy ireo tahirin-kevitra azo nokirakiraina. Ny mpandinika malagasy aza moa dia heverina fa tsy nisy nanadihady momba azy io. Noho izany, ireto fiheverana entinay ireto dia nalaina avy ami...
Seho 2 175 aro-angola-nenibe miditra i angola sy i aro
Faharoa manaraka izany, ny endri-piarahamonina malagasy no tiana haseho eto; noho izany, nosafidina manokana ny voambolana malagasy mba hanehoana ny zava- misy ao aminy na lafiny fitondrana izany na lafiny toe-karena na lafiny fiarahamonina sy kolontsaina. Natao hakana lesona ireny literatiora ireny ka raha toa ka ny t...
Tsy ampy anefa izany satria tsy ny mahakasika ny fari-piainana ihany no andrefesana ny fandrosoana fa eo koa ny fivoarana ara-toe-tsaina, ara-piarahamonina, ny fivoaran’ny tsirairay matetika, mahatonga ny tsy fahombiazan’ny tetikasa izany fomba fiheverana izany. Raha tiana ny handroso dia tsy maintsy atao izay hisian’n...
Fafana 3 ny anaran’ireo mpandray anjara fototra hita amin’ny fafana eto, fa vehivavy avokoa ny mpandray anjara fototra ao amin’ireo tantara foronina telo ireo. Toy izao ny hevitry ny anarana tsirairay avy, sy ny toetran’izy ireo ao amin’ny tantara.
Ny alin’ny ririna tsy eo anilanao mafaitra, ka tsy laitra
Antitranterin’ny teniny ny maha mpankatoa ray aman-dreny an-dranivoaly tsy handà izay fantatrao fa mety aho akory, ry dada tak. 26 mbola voamarina eto ny maha olona tompon’andraikitra sy malina an-dravalohery. Na dia efa tokony haharesy lahatra aza ny valin-teny azony avy amin’ny olona atokisany, dia mbola tsy nanapa-k...
Tokony hahay hitondra tena ny ray aman-dreny, hoy isika, 64
Amin’izay lafiny izay dia ny ray aman-dreny no tahafiny fa tandrify ny asan’andriamanitra mpahary.
Anarana andrianaivo sendramalala fanampiny lovasoa suzy lohatenin’ny asa fikarohana ny faribolana sandratra sy ny tononkalony taratry ny omaly, ny ankehitriny ary ny ho avin’ny literatiora sy ny kanto malagasy isan’ny takila 258 isan’ny kisary 5 isan’ny sary 1 isan’ny fafana 3 famintinana ny faribolana sandratra sy ny ...
Daty 10 desambra 2009 faharetany ora 2 taranja fampiharana lohateny fomba famintinan-dahatsoratra fitaovana angano mitondra ny lohateny hoe angano betsimisaraka , nalaina tao amin’ny lovako t. 10, tak 27; lahatsorata mitondra ny lohateny hoe zava-kanto malagasy , nosoratan’i fety michel. Tahirin-kevitra ny boky anganon...
Saholy rakotonanahary
Ny famakiana tahirin-kevitra tsy maintsy tohanana amin’ny tenina mpandinika ny asa fikarohana atao mba ho tena siantifika ny asa. Somary nanahirana ihany ny nitady boky momba ny antrôpôlôjia sy ny fampandrosoana. Vitsy ihany koa ireo boky tany amin’ireo tahirim-boky samihafa ka tsy maintsy nitsidika tranonkalam-pifandr...
Amin’izao fotoana izao kosa, araka ny nambaran’andriamatoa richelin technicien terroir ta. Fa dia miisa 30 ireo tantsaha mpikambana no mamboly ovy ary matetika, aorian’ny fiakaran’ny vary no anaovan’izy ireo izany. Mivelatra ny fanaovana ny voly rakotra any amin’ny faritra alaotra fa tsy nijanona teo amin’ny fokontanin...
Gilbert de mareschal evaluation de contrôle interne d’une entreprise , edition fouchier, année 2003, 200 pages 34 ordre des experts comptables, année 1977. 35 coso, le contrôle de gestion bancaire et financier , 3e édition, paris, 2000
Fitiavam-bola
La psychologie
Fa ny fiainana mahery, izy ihany no manery ka mandrisika ny saina na dia ao ny fo malaina efa niova ny olombelona !
Ny tantara aml 3 dia maneho fa alina no nidiran’i andry tao amin’ny toby kruger. Aseho ao amin’ny rmp fa alina ny fotoana nifanenjehan’i letody sy andry tany mahajanga. Ambara ao amin’ny as fa alina no fotoana nifanaovan’i mbele tamin’i andry sy barrik. Na mahina tokoa i mbele, dia tsy ho avy mihitsy anio alina as tak ...