text
stringlengths
10
11k
Objectifs spécifiques analyser la mise en uvre de la feffi dans les deux établissements scolaires; identifier les différences entre l’ancien système de gestion par le faff12 et celui de la feffi; analyser les données obtenues en fonction des résultats attendus.
Eo amin’ny malagasy
Feffi sensibilisation des associations sensibilisation des parents d’élèves pour l’éducation de leurs enfants continuité de la cantine scolaire équipement de l’école réalisé réalisé
Akoran-kevitra.
Amoron’i mania
Greg fellam, etudiant en tourisme et environnement à l’université d’etats-unis franklin et marshall, 15novambra 2016 anders norge, etudiant en antrhopologie culturel et religieuse, 27 ans, à l’université d’aarhus, danimark, 15 novambra 2016
Ny hady azo toharina; fa ny ratsy atao tsy mba azon-kevitra mbola mafy noho izany anefa no filazan’ny ohabolana betsimisaraka azy alanan-tsy folaka, mora alam- 40 paditra; tsitsin-drazana mora ivalozana; fa ny todin’ny atao tsy misy fanalany ny sikidy na alanana, dia tsy misy antony eto amin’ny fiainana fa toy ny kilal...
Nefa kosa falifaly lalandava ; ka mitory hamevana vitsy mpanana,
Tsy ny tononkalo ihany anefa no naroso fa misy karazana lahatsoratra hafa ilaina amin’ny fanatontosana ny asa fikarohana imasoana. Anisan’izany ny sombintantara, ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra ary ny riankalo. Marihina anefa fa iray avy ihany no natolotra ny amin’ireo karazana asa soratra hafa ireo.
Zavatra efa nisy tany aloha ary resahana amin’izao fotoana izao
Fomba fampianaran’ny mpampianatra tiana kokoa fomba fampianarana isan’ny mpianatra isan-jato lesona tolotra 14 35 avy amin’ny fanontaniana ny mpianatra 26 65 fitambarany 40 100
Manara-penitra ny boky raha ny endrika ankapobeny no jerena. Eo aminrny fametrahana ny sary fanazavana sy ny tombana no ahitana lesoka.
Loharano one, tableau de bord environnemental 2007
Me partie ,5ème ,6ème parties
Lisy hary, maresaka, sombin-tantara, tsy misy ny fitiavana.
Fanamafisana ny efa voalaza.
Menrs pasec vii. Coopération france-madagascar projet ma. D. E. R a. B. M. Cahier de l’élève de 5ème année cm2 opérations de début et de fin d’année scolaire. Imprimerie simapress. Antananarivo. 2004-2005. 31 p et 36p.
Loharano mpanadihady.
Soka sokasoka manokasoka
Tamin’ny 1828, taona niombohoan-dradama i, tsy mbola nisy akory ny olona natao batisa. Ny 1831 vao nisy izany.
Ny fahasalamana no voalohan-karena , hoy ny fitenenana. Rehefa salama mantsy ny vahoaka dia afaka miasa am-pilaminana tsara. Koa rehefa sanatria misy marary na ny zanany, na ny vadiny amin’ny malagasy, dia atao izay alanenina rehetra hitsaboana azy na dia handaniany ny fananany aza. Mafy aminy mantsy izany hoe maty tsy...
Rehefa hitantara na hanoritsoritra dia tsy maintsy manana fomba fijery tiany hanompanana ny fitantarana na ny fanoritsoritana ataony ny mpiteny 189 izany hoe, mifantina ny lafin-javatra izay tena tiana hasongadina amin’izany. Misy karazana telo ny fomba fijery azo anatanterahana ny fitantarana sy ny fanoritsoritana ary...
Mpanao lova tsy mifindra fa ny zanak’olo-mirahavavy dia kibo tsy homby , hoy ny razana , ka tsy mahazo mivady loza ity marina rakotondrafako biby fa tsy olona e! Rainikaraoka ianreo no efa nanadinkadina azy , ka ahoana sy ahoana , hono , no dia naharendrika azy tamin’ny hadalana tsy fampiseho masoandro izany e! Ravony ...
Tak 40 ny lala-nandratra, tsy diavina intsony. Ny fo, hankahala, ny vava hanozona; ka teny ahoana no eken ny fony? Ny teniko ho ngeza dia ngeza toa trozona? Mampibaribary ny hatezeran i miaro noho ny fahadisoam- panantenany tamin i felana. Toa azo sary an-tsaina avy hatrany fa mihidy vazana mihitsy izy, raha niteny ire...
Fampitahana ny programme sy curriculum ny fampitahana ireo voambolana roa ireo no hamaritana ny fahasamihafany, na dia mitovy aza ny teboka iaingana, jereo tovana p.8
Ny mpitsabo
Raha fehezina, na amin’ny alalan’ny olon-tsotra izay nanondrana ny koba tany ivelany na amin’ny alalan’ny orinasa codal dia tsapa fa mbola vitsy ireo firenena ahitana sy mety ahitana ny kobandravina avy ao talata volonondry. Araka ity fanadihadiana nataonay ity dia firenena 5 izany hoe kanada, etazonia, frantsa, afrika...
Ny manolotra zavatra tsara ho an’ny mpanjifa indrindra eo amin’ny sehatry ny fanabeazana. Mipetraka ho lova ho an’ny taranaka mantsy ny boky. Amin’i f richaudeau , dia tsy tokony ho sakana amin’ny fampiasana sary miloko ny fiakaran’ny vidin’ny boky. Noho izany , tokony ho boky manana endrika tsara no harafitra. Araka n...
Ny fitondran’andriamatoa didier ratsiraka
Nolaroin’ny mpanoratra kanto izy ireny dia averiny eny amin’ny fiarahamonina indray. Kendren’ny mpanoratra hampialana voly sy hanabeazana hatrany ny mpamaky ny asa soratra ataony mba hanamora ny fiampitan’ny fanabeazana. Ny fizarana faharoa kosa no nanehoana ny fanadihadiana ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana. ...
Ny mpampianatra
Tsy nijanona hatreo ny fanatontosana ny lalàna lasitra, fa ny taona 1958, dia niditra tamin’ny fifidianana senatera indray ny malagasy, araka ny didy izay nivoaka tany frantsa tamin’ny 8 jona 1958. Tsy hofidian’ny vahoaka mivantana izy ireo, fa ireo solontenam-bahoaka sy ireo conseillérs provinciaux no handatsa- bato a...
Fampahafantarana ny lafiny tantara
Fahefatra, ho fanaporofoana ny fifandraisana sy na ny elanelana misy eo amin’ny tantara foronina momba ny asa fitsikilovana roman d’espionnage tandrefana sy ireo tantara foronina nosoratan’i faralahy.
Noho izany ny teny manana sokajy mpamari-toetra rehefa taterina tsy mivantana dia miseho amin’ny endrika roa miavaka tsara ny voalohany dia ny fampiasana ny mpampiankina fa entina mampiditra ny teny taterina, izay tsy manova ny endriky ny teny taterina; ny faharoa dia tsy mampiasa mpampiankin-teny saingy manova ny endr...
Ny amin’ny fanoharana sarin-teny ahitana kian-teny enti-manohatra, ampitoviana zavatra na toe- javatra roa, ka amin’izany dia ampiasaina ny kian-teny enti-manohatra toy ny, tahaka ny, sahala amin’ny, sarin-teny heverina fa miasa mandritra ny andavanandrom- piainan’ny olona ka toy ny efa mahazatra azy. Noho izany dia ma...
Fanontaniana misy valiny na fanambarana valiny amin’ny hoe marina na diso mandrafitra fafana, mamintina amin’ny ankapobeny ny endrika sy ny votoatin’ny literatiora isaky ny vanim-potoana fifaninana maromaro momba ny tantara foronina sy ny tononkalo
Ma -cho macho maso ma kopa makopa mangahazo maina ma pepeto mapepeto fanontaniana ma papuri mapapuri mofomamy fisaka
Tsy tantiko izany
Loharano lefitra voalohan’ny ben’ny tanànan’andramasina
Mianatra isika.
Rakibolana malagasy, copyright editions ambozontany, analamahitsy antananarivo- madagasikara, 1061 p
Ohatra avy ny andià a avy e e e mitatao kôpy mibaby lasety
Iii.1-ho an’ny tantsaha
Pingy, renim-pianakaviana avy any tolongoina tonga tao ampiringalava ny 15 aogositra 2013 noho ny fahafatesan’ny havany 194 jereo takila milaza ny andinindininy mahakasika izany 195 h. Deutch, la psychologie des femmes. Etude psychanalitique the psychology of women, 1945 , trad. H. Benoit, 2 vol. , paris, 1953-1955, p ...
Resadresaka nifanaovanay taminy, tao amin’ny tahala rarihasina, tamin’ny 10 mars 2010. 17 -c. Ratsaraoelina, aloka sy tsiky, tak 09.
Mauriac, le romancier et et ses personnages, coll. Livre de poche, paris 1972, p. 86 aucun drame ne peut commencer de vivre dans mon esprit, si je ne le situe dans le lieu où j’ai toujours vécu.
Omeko anao ry a hiran’i joy k ao amin’ny album omeko anao ry a.
May 2003 ratsimaholy francinet
Lahatsoratra ny asa soratra sy ny fiarahamonina
Le respect de son travail dans ce sens le formateur leur apprend que dans leur travail, ils devront respecter les délais qu’ils se sont fixés avec le client. Ils devront aussi réaliser un travail bien fait, propre et avec un bon rapport qualité prix. 2.7-stage pendant une partie du second semestre, dans la phase pratiq...
Soso-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana ao amin’ny sekolin’ny marenina
Tsi ope ration num ero 6 e! Izay no vaovao. Toy ny m ahazatra ihany.
Fanazavana ny voambolana
Manana ny raiki-pohy a -m-a na a0 a1 e am an e s a2 e st
Ny trano fiangonana
Loharano zap ambohimahavelona zone administrative pédagogique
Ny fampiasana ny mpanamarika ara-pifehezanteny ; izany hoe ny mpilaza toerana eto dia entina manavaka ireo sokajin’olona roa samihafa ireo. Ny eto dia mitory fanavakavahana sy fitokana-monina ary fanambonimboniana ny fotsy hoditra izay maneho fa tsy miray volo amin’ny mainty hoditra ny fotsy noho ny tsy fitoviana ara- ...
Ireto ihany no zavatra tena misongadina amin’izany.
Sarintany1 vatovavy fitovinany 16
Endriky ny lohateny v. A lah isany isan- jato fohy 2-6-7-8-11-18-19-32-34-40-42-44-46 13 27,08 antonony 1-3-4-5-12-13-14-15-16-17-20-23-24-25-26-27-28- 31-33-35-36-37-39-41-43-45-47-48 28 58,33 lava 9-10-21-22-29-30-38 7 14,58 fitambarany
Solo mitomany tena izay vao ho faty ny vadiko pasitera a
Taona maro izay no lasa! Hoy ranivo manjoretra, teny amoron-tsiraka aho no mba nidina hitoetra zava-tokana no baiko, dia hikaroka odi-tsetra hanadino ny efa maty sy ny lasana rehetra
Dictionnaire français-malgache, 1998 editions ambozontany, analamahitsy- antananarivo
Misy maromaro ihany koa ny lohahevitra sy ny tsangan-kevitra momba ny riba natao hianarana ao amin’ny kilasy voalohany azo sokajina ho efatra lehibe izany dia ireto avy ny marina , ny rariny , ny hitsiny jerena amin’izany ny famaritana ara-piforonan-teny sy araka ny hevitry ny mpanoratra ny mpandinika ny endrika isehoa...
Hanandratra ny kolontsaina sy ny zava-kanto malagasy
Nodinihina tao amin’ity fizarana voalohany ity ny maha teny ifamaliana ny tantara tsangana sangy mahery. Lafin-javatra telo no navoitra tamin’izany. Voalohany, dia naseho fa endri-tserasera amin’ny alalan’ny teny ity tantara tsangana ity. Ny môdelin- tseraseran’i jakobson no nentina nandinika azy. Nojerena manokana ny ...
Ny atao hoe bako dia fanehoana ny fomba ama-panao amin’ny toerana iray. Ohatra ny fomba famorana, fanambadiana, fomba fisoronana, fomba fifanantsafana maneho ny firafitry ny fitondrana , ny tsinjara toerana eo amin’ny lahy sy ny vavy. Tsy maintsy ampianarina mifanantsafa ny zaza antanala. Miainga amin’ny tsotra indrind...
Pour la femme malgache, elle n’acquiert une certaine considération sociale que du fait des nombres de ces enfants. La stérilité peut être un motif de répudiation notamment en milieu rural. Le bonheur des nouveaux mariés n’est donc complet que si un heureux événement vient par la naissance du premier enfant. Le proverbe...
Indreto a ay
Izay indray ’nareo ilay hoe efa tena mihetsika sy mandamina ny tetika handrindrana fiaraha-monina
Raha ny voalazan’ny gazety lakroan’i madagasikara ihany tamin’ny 05 jolay 1983 ny dina rebotiaka dia nisy didy 21 ka ny 6 amin’io no tsy maintsy hajaina sy ankatoavina fa ny sisa kosa dia an-tsafidy. Ireo didy enina tsy maintsy hajaina ireo dia iozonan’ny tsirairay eo imasom-bahoaka, izany hoe, mianiana fa hanaja sy ha...
Fa ny tena tsy ahafoizan ny mpanoratra ny tanindrazany, dia noho izy mirakitra ny taolambalon ireo razany he trotroiny ny olon-tiako ka ao no mandry sy matory ao ny rany no mitsiaka, ao ny taolany mivory
Liste des photos photo i pre-casa et casa 1 26 photo 2 trano manga et casa 2 27 photo 3 les sans-abris dans les rues de la capitale 31 photo 4 les familles au cours des animations en salle 55 photo 5 formation en agriculture 62
Tiako ry dada, ’lay saribakoly nentin’ingahibe noely ho ahy ny masony bary, ny volony oly sady madio no tsara fanahy.
Eto ihany koa no fotoana ifankahalalan’ny mpihavana izay voazarazaran’ny fitadiavana samihafa madiva hifarana rahateo ny lanonana ka samy somebiseby avokoa ny olona rehetra .
Efa voalaza tany aloha ny amin’ity fa amin’ny maha fanindrahindrana ny mpanjaka no amerenana azy eto.
Fifandrais an’ny mpandray anjara
Sao mangasihasy, raha toa ka tsy mba manana kilalao an-tanana ka ’ndeha mba hojerena aloha izay eny an-tsena nefa fitopolo sisa teny an-tanany ambin’ny davansy tamin’ny karamany
Manana anjara andraikitra amin’ny fikolokoloana ny fananana navelan’ny razana ny mpitarika laidama. Sarotiny amin’ny fikolokoloana an’ireny izy ireo. Ohatra raha misy tsangambato na toerana manan-kasina nolovana tamin’ny razana. Ireny toerana ireny amin’ny maha manan-kasina azy tsy maintsy arovana, satria saro-pady. If...
Vangovangon- tsarin’ny toe- tsaina amam-piainan’ny malagasy ankehitriny mba mahafinaritra ny mahatahiry ny sarin’ny tena, nalaina tamin’ny fotoan- tsamy hafa nahavelomana. Mbola ankizy botretra, nony lehibebe, fony zatovo, rehefa olom- baventy, ary amin’ny androm- pahanterana. Miteniteny ery ireny sary ireny, miresaka ...
Asiniony 30 may 1997
Miankina amin’ny fanabeazana ny fiainan’ny olombelona. Midika ho fitiavana ny fandrosoana sy ny fivoarana ny fanekena izany. Iza àry no mpanabe? Ary iza kosa no beazina? Izay rehetra mampita hafatra mifono anatra no afaka misahana ny fanabeazana. Ireo rehetra mandre sy mandray ny ambarany kosa no vato namelan-kafatra. ...
Contribution à l’histoire de la nation malgache, editions sociales, 146, rue faubony, poissonnière, paris.
Fanisana ny tononkalo
Ny dinika mampahalala
Mamantatra ny hevi-dehibe rehetra misongadina ao ; mamantatra ny hevitra nenti-mamakafaka ireny hevi-dehibe ireny ; misintona ny hafatra raketin’ny lahabolana na lahatsoratra
Ireto avy ny lafin-javatra nampiofanina ny tantsaha ny mombamomba ny voly rakotra, ny karazan-drakotra ampiasaina, ny fomba fampiasana ireo rakotra samihafa, ny fikarakarana ny voly,
Fototeny endrika isehoany karazany ohatra fanamarihana
Controle 1 origine des
Eo amin’ny sehatry ny kolontsaina maneho ny maha izy ny firenena iray ny kolontsaina, noho izy manavaka azy amin’ny firenena iray hafa. Kanefa, mety ho anisan’ny sakana ihany koa tsy mitondra amin’ny fampandrosoana. Raha ny tontolon’ny fampianarana eto madagasikara no asian-teny dia tsy nahazo ny zo mitovy amin’ny lehi...
Indraindray dia miendrika ozona mihitsy izany fomba fitenenana masiaka izany. Taratra ao amin’ny tononkalo toy ity manaraka ity izany ireto maro tanam-bitsika toa finaritra ny miandry, miandry mana hatrany hatrany faly anateran-kena, fa tsy miady ny harena
Ny vondrona tilina
Amin’ny ankapobeny, dia ny feo o no maneho ny alahelo. Vao mamaky ireo ampahan-tononkalo ireo, dia efa mangorakoraka ny fo, noho ny fahaizan’ny mpanoratra. Manjary manana hery mampahatsiahy ny zavatra mampalahelo niainan’ny malagasy ilay poezia. Fa ankoatra ny feo, dia eo ihany koa ny voambolana maneho ny fijalian’ny f...
Nifanao fotoana tamin-drasendra lehiben’ny jiolahy teny soarano i andry. Ahitana izany ao amin’ny va tak 113 vao nigadona ny tamin’ny efatra hariva dia efa nijorojoro teny akaikin’ny zaridain’i soarano i andry toerana eto an-tampo-tanàna avokoa ireo. Tsy mahagaga raha fantatry ny mpanoratra tsara ireo satria mponina et...
Ao anatin’ny fokontany tritriva no misy ny farihin’i tritriva, distrikan’i betafo, faritra vakinankaratra. Raha hizotra hankany an-toerana dia mihazo ny lalam-pirenena fahafito rn7 ary mivily manaraka ny lalam-pirenena fahefatra amby telopolo rn34 rehefa eo antsirabe. Rehefa tonga eo talata andraikiba dia mivily mianka...
Ministère des travaux publics, 2007
Ny baiboly, korintiana voalohany, toko 13-and.13 40 josé lambert, l’amour pourrait procurer le bonheur , les lettres françaises, puf, louvain, 1976, p.53
Hizara roa lehibe ity toko voalohany ity ka ny hojerena voalohany ireo rafitra sy fifandaminan’ny fiangonana ôrtôdôksa, hita amin’izany ireo rafi-pitantanana ao amin’ny fiangonana. Ao amin’ny zana-pizarana manaraka kosa indray no anasongadinana ireo firafitry ny trano fiangonana izay hita fa tena mampiavaka azy tokoa. ...
Avy amin’ny fomba fanomanana ny iraka. Tianay hiharihary ihany ao am- pon’ny mpanomana ny iraka fa misy hita mitolila ny lohan’ireo iraka navoakany. Ny heviteny lalina mikasika ny dikan-teny, fivoasana teny, loharanon-teny, adi-hevitra, misy teny téchnique pastoral, évangélique, doctrine, dogmatique, théologique, etc e...