text stringlengths 10 11k |
|---|
Lita ao amoron ny arabe ao, angaha tsy hitan i dada tamin i dada niditra teo |
Famintinana ny fizarana voalohany ny havoana mitsitokotoko rakotra ala kininina no mandrafitra ny vohon-tanin’ny kaominina manjakandriana. Ary toetr’andro mando lava no iainan’ireo mponina, izay saika ahitana ny karazan’olona avy amin’ny faritra rehetra eran’ny nosy. Ny renivohitry ny kaominina izay itangoronan’ny foto... |
Zavatra sarotra, ka tsy maintsy ilana fandinihana tsara ny famolavolana sy fandrafetana boky. Misy fandaminana tsy maintsy atao tahaka ny manao zavatra rehetra ihany ny manatanteraka azy. Marihina aloha fa misy lalan-tsaina sy dingana samihafa tokony harahina, raha hamolavola sy handrafitra boky fampianarana. Ireto avy... |
Lohahevitra ao amin’ny fanda- haram-pianarana azo trandrahina ato amin’ity lahatsoratra ity ny tanora manoloana ny fandrosoana ho an’ny kilasy faharoa. Ireto hevitra ireto no tokony hasongadina amin’izany ny karazan’olona mivaro-tena araka ny taona sy ny fananany ny antony ivarotan-tena. Asongadina tsara fa misy ifandr... |
Misy olona roa farafahakeliny. Eo no amborahana ny ao am-po sy ao an-tsaina |
Ny fandaharam-pianarana narahina tsy ataotao foana ny fandrafetana ny fandaharam-pianarana sy ny fampiharana azy. Mialoha ny handrosoana ny fandaharam-pianarana isaky ny kilasy, jereo tovana p.73-134 , dia ndeha horesahina fohifohy ireo karazana lalàna nentina nandrafitra azy. Efa niresaka momba izany i jeanne alice he... |
Ankoatra ny asa fampisamboram-bola sy ny asa fitehirizam-bola izay arahina toro-hevitra ataon’ny cecam amin’ireo mpikambana dia tsara raha hamafisina kokoa ny fampianarana sy fanabeazana ny olona. Tian’ireo tantsaha kokoa mantsy ny tetika asa manome vahana ny maha olona ka mahatonga azy handray anjara mavitrika. Ankoat... |
Tsy irery ianao |
Teny fanolorana |
Fehiny ny ceres dia fandaharana asa. Ny fikambanana promes no misahana azy io. Mirona any amin’ny tontolon’ny fanabeazana sy ny fampianarana ny iraka imasoany. Ao fianarantsoa no misy azy ity, ary ao amin’ny faritra matsiatra ambony no iantefan’ny asa ataony. Mijoro ara-panjakana ny fandaharana asa, ary itsy fanabeazan... |
Ny mpisolo manondro dia singa azo atao em ka sady afaka mandray ny rafitra em- l no afaka mandray ny rafitra l- em, toy ny ao amin’ny 5 io ny tranonay. |
Ny 15 novambra 1969, tao amin’ny homi soavinandriana no teraka i solonomenjanahary ranivoarisoa monique eugénie. I monique no fiantso azy amin’ny andavanandro, ka izay ihany koa no iantsoanay azy raha hiresaka momba ny tantaram-piainany ivelan’ny maha mpanoratra azy izahay. Taranaka miaramila rakoto paul raibeny avy am... |
Ny rafi-pisainan ny malagasy no voasoritra ho ao amin ny fandaharam- pianarana taranja malagasy ao amin ny kilasy famaranana. Ary izany dia mitsinjara ho lohahevitra lehibe telo, dia ny momba ireo tsangan-kevitra nataon ny ntaolo hotratrarina, ny momba ny finoana ireo hery heveriny ho mitantana ny fiainany, ary ny fits... |
Each writer has the own personality, although he is among the society. He writes the events in the country or the society. Moreover, he approves his feeling about his experiences and the events. Nasolo, a writer, has already felt the unhappiness of the malagasy people during the colonization. It happened, indeed, in hi... |
Tahaka izany ihany koa ity tenin’i dadabe ity, tao amin’io tantara io ihany dadabe henoinao tsara aho isika ange malagasy e. Tadidio fa ny malagasy tena te handroso dia tsy manary ny fomba mahazatra ary mandray ny entin’ny vahiny koa ary mifantina izany ho toy ny voankazo an’ala ny mamy atelina, ny mangidy aloa. 31 |
Tsy ny oram-be ihany anefa no olana mianjady eo amin’ny fambolena, fa eo ihany koa ny hain-tany. Asongadin’ny mpanoratra fa tsy mahavokatra intsony ny tany volena noho ny tsy fisian’ny orana ry orana o mba mirotsaha mba hanampy anay tantsaha ny tananay efa mba miempaka ny zanakay toa rainitetaka |
Kisary 3 maneho ireo kaominina 13 ao anatin’ny disitrikan’i fandriana |
Mpandray anjara amin’ny asa fampandrosoana acteurs de développements |
Tanteraka io fiarahana io raha tsy manjaka ny soatoavina izay ho vahavahana ao amin’ny fizarana manaraka. Hita ihany koa momba ireo lafin-javatra maha tantara foronina ny tantara foronina ny habaka ny fotoana ny mpandray anjara tsy ho feno tokoa ny fepetra maha tantara foronina ny tantara foronina raha tsy misy toerana... |
Marina izany! Ho marina hatrany. |
Akora isan’ny renifeo n isan’ny renifeo ? Resadresaka 117 voanteny n , izany hoe 57 88 voanteny ? , izany hoe 43 kabary 29 voanteny n , izany hoe 67 14 voanteny ? , izany hoe 33 |
Nitady soa ka sendra vato randria. Nitady zaza ka tera-dahy ny fianakavian-dramavo. Taranaky ny tsongoinolombolo, zatovo meva sady taviny no volony, tsara faka taranaka ny lehilahy. Ravehivavy, sady soa no mendrika, ny bika ananany, ny tarehy ananany. Itoeran’ny saina matsilo, onenan’ny fanahy tsy mena-mitaha. Tsy mba ... |
Tsy anjara 1 ry raozy noheveriko ho mpandrotsirotsy ny fo sy ny saina raha sendra ady sarotra kinanjo fijery nivadika ho nofy nanempotra am-poko ilay fofony manitra |
Nalisoa ravalitera, 28-02-88 soraty eny, fantatro, sakaiza, ireo karazan-tefitefy izay mitranga hatraiza hatraiza, |
Hita eo amin’ny sary fa nanahaka tanteraka ny zana-peo i ao anatin’ny zana- peo sosona ia ny zana-peo a ao anatin’ity zana-peo sosona ity ihany. |
Tsy eto fa eto |
Sophie moirand, op. Cit, p.57, une composante socioculturelle, c’est-à-dire la connaissance et l’appropriation des règles sociales et des normes d’interaction entre les individus et les institutions, la connaissance de l’histoire culturelle et des relations entre les objets sociaux . |
Samy manana ny tanjona kendreny ny mpanoratra tsirairay, manoloana ny zava-misy eo anivon’ny fiarahamonina. Na ny tara-kevitra voiziny aza, dia mety tsy hitovy na dia samy teraka tao anaty vanim-potoana iray. Miankina amin’ny maha toka-miavaka ny mpanoratra tsirairay, sy ny fiantraikan’ny zava-misy iainany izany ny haf... |
Eny an-tanany. Tahaka izany hatrany |
Information entrefilet faits divers brève blocs-notes récit reportage bulletin météorologique |
Fa haingon’ny trano hianareo vehivavy ka dia arahaba no ataoko samy avy 131 andalana 8 mandrafitra ny andininy 1 ohatra iza no hanolokolo zovy re no hanasoa ’reo tanora maitso volo zana-kazo te hamoa, ka hanompo firenena, vonona hanao tokoa, iza no hanolo tena sy handany andro koa ? 132 mipololotra tsy hay tohaina ny f... |
Teo amin’ny sehatry ny fampianarana ihany koa dia nisongadina ny elanelana teo amin’ny manam- bola sy ny tsy manana, ireo nanam-bola sady akaiky ny mpitondra dia afaka nampianatra ny zanany tany amin’ny sekoly misiona fa ny sarambabem- bahoaka kosa dia tsy maintsy niaritra ny fampianarana tany amin’ny sekolim- panjakan... |
Feno lahy mpianatra antonony tsotra, olo-marina, be fandeferana, sahy mijoro amin’ny fahamarinana |
Fampahafantarana ny toerana sy ny tantarany ary ny mponina ao amin’ny kaominina |
Tovo ramatoa rakalo. |
Andry salomon 19 nôvambra 2004 |
Isaky ny misy taratra manify manarak’aloka eny an-tsisi-morona eny 15 misy hafatra iny, tiany hampitaina fa any ho any iky, mba te hifanandrify molotr’ankiroa, saingy nofefena voakombony tsy satry, gina sy nangaina. |
Tanteraka 13 izy rahateo no namolavola ny taratasy nalefany ho an’ny mpanjaka ranavalona faha iii mba hijanonan’ny misionera teto, talohan’ny nahazoan’ny vazaha ny tany. Tontolo hafa mihitsy, tsy araka ny fiheverany, no hitany sy niainany. Fiaraha-miasa amin-kitsim-po, sady fanarahana an-tsakany sy an-davany ny baikon’... |
Marihina fa maro ny sarin-teny mifameno ato amin’ny a. P, mety samy fanovana endri-javatra izany kanefa mety ho sarin-teny samy hafa no miaraka. |
Dominique rolland, introduction à une anthropologie de la basse matitanana, février 1973, p. 43 les antevolo constituent un cas particulier. Selon certains, ils faisaient partie des groupes de lamatitanana, anteony. Les traditions varient à leur sujet, mais toutes font état d’un rejet sous prétexte d’impureté à la suit... |
Antony malagasy |
Misy singasingana fombafomba mbola velona amin’ny fotoana mahavery ny foto-pisiany tany am-piandohana toy ireto manaraka ireto ireo fombafomba taloha izay misalotra endrika vaovao amin’ny alalan’ny famaritana vaovao ao anatina tontolo manaraka toetrandro. Ohatra ny kômonio katôlika any afrika izay paty sy labieran’ny m... |
Asehon’ny fafana fa tsy mifantoka any amin’ny fanontaniana atao aminy akory ny ankamaroan’ny mpianatra, fa variana manao zavatra hafa. |
Toy ny zava-kanto rehetra, ny osika dia ahitana zava-maneno matetika. Ny zava-maneno dia isan’ny fototra mamparedona sy manome aina ary maha kanto ny hira mampitombo tarehy ny lahateny ihany koa ny fidiran’ny zava-maneno an-tsehatra 71 imbe jacob, 1979, tak. 106 ny lahateny tanisaina am-bava dia tsy afa-misaraka amin’n... |
Ny mpanazava zokiny na eclaireuses aînées ny atao hoe mpanazava zokiny na sampana mena na afo dia sampana zokiny indrindra ao amin ny mem, eclaireuses aînées no anarany amin ny teny frantsay. Zazavavy 16 taona no ho miakatra no beazina ao. Fanohizana ny fitaizana natao tany amin ny sampana mavo sy maitso no atao ao. Az... |
Fety michel, fahatsiarovan-tena ho malagasy , notaterin’i f rabemolaly, n ravalitera, h ravelomanana tao amin’ny fary mamy kilasy famaranana, ed. Salohy, antananarivo, 1986, tak. 121 |
Tantara fohifohy mikasika an’amboditsiry amboditsiry toerana iray amin’ny fari-bohitra antananarivo avaratra. Andrano bevava eo avarany, ary ambatomainty no eo atsimo. Dongona avoavo eo amin’ny ilany andrefana no tena amboditsiry aminy. Misy lovan-tsofina manao hoe vazimba , hono, no nitoetra tamin’io dongona io ary ra... |
Teo amin’ny fandinihana ny fiarahamonina, ny antrôpôlôgy no nandinika ireo fiarahamonina ivelan’ny erôpa, na ireo izay nantsoin’ireo evôlisiônista fa fiarahamonina tranainy na ny fiarahamonin’ny olon-dia mba hanamora ny fanadihadiana sy hahazoana vokatra tsara anefa dia tsy maintsy mifantoka amin’ny fiarahamonina kely ... |
Hun ko! Ny iraka moa avy taminareo, finy neno antsiva na eno no nahataitra. Ndre dje’zay tsy mbola avy dje fantatra ny maty an-ta àna e y’zao. I y hiomankoma a hôtoy i y nifanepaka tamin’i lesara. Siary ia kay maty e y 190 izao? Iendrin’i bako. Dje ’zay fahara iny. Ze olo nizaka dje hoe maty tampoka aby. F’izy dje nara... |
Présenté par |
Araka izany dia misy rafitra mifehy ny tontolo iainan’ny zanak’olombelona. Rafitra izay efa mametraka ny toa tsy maintsy hisian’ny tontolo iainana roa mifanohitra dia ny maizina sy ny mazava va tak 24 |
Ii-2-2-2 les types de sols deux grandes catégories de sols peuvent être relevées les sols ferralitiques humifères noirs ou andosols , caractéristiques des régions situées au dessus de 2000m d’altitude et qui se distingue par l’épaisseur de l’horizon supérieur humifère noir limoneux, très poreux et gorgeux d’eau. Les so... |
Mety ho tsara ny fitiavana. |
Tovana 7 takelam-panomanan-desona nampiasain’ny mpampianatra tao amin’ny lycée ambohimanambola |
Ny taranja malagasy amin’ny maha taranja teny azy noho ireo fikarohana marolafy momba ny teny dia nisampana ho saham-pikarohana maro no azo andinihana ny teny. Tsy ho takatry ny mpianatra, ary tsy sahaza ny haabom- pahalalany rahateo ny hahalala izany saham-pikarohana rehetra izany. Na izany aza, misy singan-kevitra to... |
Manana anjara asa lehibe eo amin’ny fandavorariana ny fampianarana ny minisitera, amin’ny alalan’ny famolavolana ny fandaharam-pianarana. Ilàna fanatsarana ny fandaharam-pianarana ankehitriny, ho an’ny taranja malagasy manokana, satria betsaka ny lesoka hita ao anatiny, ka mahatonga ny fampianarana tsy hahomby. Ny fand... |
Tsy ny lahatsoratra ihany no maha-gazety ny gazety, fa misy singan-javatra maro samihafa koa hita ao. Izy ireny dia mitondra fanampiana mivantana ny olona mamaky gazety hamaha ny olana samihafa mitranga eo amin’ny maha-olona azy ka ilainy eo amin’ny fiainany andavanandro. Fa manampy ny mpamokatra sy ny tompon’andraikit... |
Fizarana voalohany |
Renim-pianakaviana iray fidy vadiny koloina zanany jeanne havany |
Nous tenons à adresser nos vifs remerciements à madame le président du jury madame andrianaivo victorine maître de conférences à la faculté degs chargée de cours de psychologie et de méthodologie de la recherche dans la filière eps de l’ens. Qui a bien voulu nous faire un grand honneur en acceptant de présider le jury ... |
Fanaka mimainan- draty hafahafa ho’aho leroa, ’zato fiainana eto an-drova fa ’reo haingon’ny tanàna, milofika mimainan-draty ’zary andry mijoala, mitolila sy torovana ka ny sikotra mandravaka, efa miempaka sy maty. Fa nankaiza no dia moana tsisy aina ’ty tanàna ’reo kilonga mpilalao aza, ts’hita ho antsoina, ka ny tran... |
Ii. Le placement des jeunes dans les entreprises artisanales les entreprises de placement des artisans sortants du cfa 20 sociétés embauchent régulièrement les stagiaires sortants d cfa. Leur fidélité s’appuie sur des cursus de formation en perpétuelle adaptation avec les besoins de ces entreprises. 3 ateliers individu... |
Fizarana ii |
Mampahatsiahy ny niantsoan’andriamanitra an’i isaia ny lohatenin’ny tononkalo. Hoy mantsy ny voalazan’ny baiboly ary nandre ny feon’ny tompo aho nanao hoe iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izahay inty aho, iraho aho 33 azo lazaina ho andriamanitra izany eto no mpaniraka, ary isaia mpaminany no irah... |
Mamolavola tanteraka ny maha olona sy ny maha olom-pirenena ny taranja malagasy fa tsy mijanona ho fampianarana teny ihany. Noho izany, ny tanjon ny fampianarana taranja malagasy dia ahafahan ny mpianatra miaina sy mampihatra izany eo amin ny fiainana andavanandro anehoany ny maha izy azy. Mahalala ny soatoavina sy ny ... |
St michel ambohipeno 25 30 28 37 20 140 4 2 ste famille ambohimanatsinjo 37 40 26 20 15 138 3 3 st alphonse tanjonandriana 108 98 136 96 52 484 11 4 fo masin’i jesoa ambohimanambola 28 29 33 21 21 132 5 5 st etienne antanetibe ambohimanambola 21 14 23 14 8 80 2 6 fjkm ambohipeno 25 30 28 37 20 140 3 |
Vohon-tany sy toetr’andro ahitana tendrombohitra sy havoana ao amin ny kaominina soavinandriana. Manana haavo 1700 m miala ny ranomasina izy. Na izany aza anefa ahitana lemaka midadasika ihany koa ao amin ity kaominina ity toy ny lemak i fitandambo, lemak i zanakolo, tamoronala, mahazina, lemak i kazanga sy andranomiel... |
Toy ny olona rehetra ny mpanoratra, nifandray tamin’ireo namany amin’ny maha mpanoratra azy izy, ary nanana ny solona anarany manokana. |
Ny boky rakibolana malagasy kosa manao hoe teny lavalava voalahatra sy voarindra atao imason’ny olona tafavory 82. Ny mpandinika jeanne ferrand sy albert rakoto ratsimamanga dia nanamarika ny kabary fa lahateny tsy dia manana fitsipîka raikitra maha-literatiora kanto, nefa kosa afaka mahasahana ny tontolo rehetra manod... |
Ny kolontsaina sy fomba amam-panao ireo fadifady, fombafomba, kolantsaina samihafa, ny fiteny ao anaty fiarahamonina ary ny tantaram-piarahamonina kosa no ifotorana amin’izany. Zava-dehibe izany amin’ny fandrafetana ny hafatra mba hahafahana mametra sy mamaritra mazava tsara ny tanjona hifanaraka amin’ny filan’ny itene... |
Iza no mahafantatra ny hamafin’ny fisintonan’ny fahafaninana manodidina ny fiainan’ ireny tapaka sy namana niangaran’ny vintana ireny tsy mitady anao hiditra ao amin’izany fiainana izany aho, mba hohalalanao ny onjan’ io fahafaninana iray karazana io, sanatria amiko izany, fa izao kosa no iangaviako anao tsarovy ny mpi... |
Tia ny zanany i clarisse ratsifandrihamanana. Faniriany ny hahasoa azy ireo, ka tsy nitandroany hasasarana , ary tsy nitsitsiany vola ny fikarakarana azy34. Fanampin izany dia nitsodrano ny taranany mba hahaleo hahalasana izy ho oliva tsara faka ianareo, ry sombiniaiko ho ravadravaky ny andro ao an-tsahan ny fiainako, ... |
Rojo fa ahoana? |
Arakany fahitana ny sary dia kely ny varavaran’ny lakato. Tsy kely kosa anefa ny ao anatiny fa mizarazara ho efitra maro ary samy midadasika avokoa ny isan’efitra. Tsy hita ny iafaran’ireo lavaka ao anatiny ireo fa lavitra be |
Important les matières premières de qualité non disponibles localement ou disponibles mais à des prix exorbitants exemple rubans pour les dorures, les balacrons, |
Samy avo hafanana ny roa tonta ka tsy matahotra ny mangorovitsika ilazany ny fifaninanana. |
Filana eo amin ny lafiny serasera ary mba ho azo refesina ihany koa ny fahafehezana ny fampiharana ny am-bava. |
Statistique agricole, service de la stastique, antananarivo |
Callet p , op, cit, tak. 1053 |
Elie raharolahy gazety sakafontsaina fevr 1948 ny fiangonana sy ny sekoly janvier 1948 |
Manoritsoritra mitanisa endrika isehoan-javatra na antsipirian-javatra mitady ny famaritana votoatim-pahalalana |
Tsoa-kevitra araka izany, tanjona hotratrarina amin’ny fanatanterahana izao asa fikarohana izao ny hampamokatra lahateny fanadihadiana an-gazety amin’ny mpianatra, ka haseho mandritra izany ny paika rehetra hoenti-manatanteraka azy. Ajoro ho tetikasa kosa ny fananganana ny gazetin-tsekoly. |
Zana-taranja lohahevitra ao anaty 2 volana voalohany vita tsy vita mazava tsy mazava |
Nitsoka manerana izao tontolo izao ny rivotry ny ady lehibe talohan’ny taona 1945. Nisy akony lehibe teo amin’ny fiainam-pirenen’izao tontolo izao ireo ady lehibe ireo. Dia nisy koa ilay kaonferansa lehibe natao tany brazzaville, tamin’ny taona 1944, niheverana manokana ny toe-draharaham-pirenen’ny zanatany afrikanina.... |
Janoary 1996 |
Les efforts déployés par le service audit sont inutiles si la direction générale ne prend pas en considération les recommandations communiquées. Normalement ces recommandations sont formulées par écrit dans un rapport préliminaire après la mission d’audit. Le rapport préliminaire est discuté avec l’entité audité exempl... |
Tsy zava-maivana ny fisian’ny tombana ampiarahina amin’ny lahatsoratra , satria ireny no mitarika my mpianatra hahazo ny lesona ampitaina aminy manamafy sy mametraka ny fandraisana fahalalana izy raha ny voalazan’i f richaudeau61. Azo lazaina ho aro fanin’ ny mpianatra mba tsy hivaona amin’ny zavatra takiana aminy koa ... |
Firotsahana antsehatra teo anivon’ny fiarahamonina ka nanatrehana mivantana indray ny malo mba hahalalana tsara ny toe-javatra rehetra misy sy ianan’ny mponina azy; |
Breton, op. Cit. P. 103 l’analogie n’est finalement pas d’usage fréquent car elle oblige l’auditoire à se livrer à une gymnastique intellectuelle qui la rend peu propice à de nombreuses situations d’argumentation 42 breton, op. 104 l’usage de l’exemple est perçu comme pratique, efficace et souvent spontané que réfléchi... |
Le parler betsileo nord, son système de démonstratifs, mémoire de maîtrise, université de toliara, 148 t. |
Izay indray no hodinihana manaraka eto, miaraka amin’ny fomba fanehoan’i solomona azy amin’ny fehezan-teny mifamaly rafitra. |
Fialam-boly môderina mivoatra manaraka ny zavatra rehetra koa hatramin’ny fialam-boly ankehitriny. Amin’ny maha toerana maro teratany vahiny eny, ny fialam-boly môderina no betsaka mpanao sy mpankafy. Ohatra ireo kilalao atao amin’ny alalan’ny fahitalavitra na solosaina, izay saika ny ankamaroan’ireo tokantrano manan-k... |
Ablow p , besoins et motivation économiques, p. U. F 1976. Callet r p , tantara ny andriana, tome 2, imprimerie officielle. Tananarive, 1908. Chevalier y , dictionnaire des symboles, vol 2. Crahay m. , psychologie de l’éducation, collection premier cycle, presses universitaires de france, 1994. Ccci, un autre genre de ... |
Sidina siditsidina |
Firenena moa, dia olom-panjakana ihany no lehiben’io fanondranana io, saingy tsy navoaka izany anarana izany. Nisy ny lalàna navoaka ny taona 2010 ny amin’ny fandraràna ny fanondranana io hazo sarobidy io, saingy mbola nitohy izany nandritra ny fitondrana tetezamita loza voajanahary |
Araka izao hita amin’ny fafana etsy ambony izao moa dia misy foana ny mpianatra tsy tonga mianatra ao anatin’ny herinandro. Ny herinandro voalohan’ny volana janoary no tena betsaka ny tsy tonga nianatra raha mihoatra amin’ireo herinandro hafa. Ny fisian’ny fialan-tsasatry ny telovolana voalohany moa no tena antony naha... |
Isdh indicateur sexo-specifique de développement humain |
Ao ny revo mikorisa eny an-dalam-paradisa; ’zaho kosa mitanisa fahorian-tsy hita isa! |
Ny tantaran’ny sekoly akanin’ny marenina |
Ran e, ambioka, taona 9, lah. 80 53jean de dieu natoandro, 85, tontolo isainana, tak.26. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.