text stringlengths 10 11k |
|---|
Razanatsoa, raketabao, raleva nanao ny asa fanompoana avy ao marovato |
La plaine des obélisques d’axoum est en effet dans un état plutôt préoccupant une soixantaine d’obélisques s’y trouvent, mais la plupart d’entre eux gisent par terre, parfois brisés en plusieurs morceaux, tous à moitié recouverts par de hautes herbes. D’autres penchent dangereusement, mais, pour le moment, sont toujour... |
Mandritra ny fiandrasam-paty amin’ny alina no anatontosana azy. Ao an-tra obe ny toerana, ary aorian’ny sakafo alina ka mety ho mandra- maraina ny fanaovana azy b ny sokajin’olona miditra an-tsehatra |
Ny ho avy koa inoako ho be ny hasoavanao ry ray malala sy tsy foiko isaorako ny anaranao! |
Cette possible réinsertion rencontre deux difficultés supplémentaires un projet de réinsertion fait appel à une notion de santé que le sans-abri ne connaît plus, ce qui provoque de nombreux problèmes physiques et psychiques. Le deuxième obstacle vient du fait que le sans-abri a fait le deuil de ce monde devenu extérieu... |
Mialoha ny tena hanasokajiana ny mpandray anjara ao amin’ny fa velona indray, dia hofantarina aloha ny mampiavaka azy amin’ny mpanoratra sy ny mpitantara . |
Breton, op. Cit, p.83 pour créer la présence, il est utile d’insister longuement sur certains éléments qui ne sont pas douteux en prolongeant l’attention qu’on leur accorde, on augmente leur présence dans la conscience des auditeurs l’insistance peut résulter de la répétition, de l’accumulation des détails, de l’accent... |
Ginette, figures, ed du seuil, 1966, tak 207 la figure elle peut fort entrer dans l’usage sans perdre son caractère figuré |
Ny lanjan’ny teny eo amin’ny sehatry ny firenena iray dia zava-dehibe ny fananana teny iray iombonana satria ahazoan’ny ankolafin’olona, sarangan’olona, samihafa mifandray. Entina mifandresy lahatra amin’ny fomba iombonana, itondrana firenena, izany hoe, tsy ilàna fandikana teny. Ny fananana teny iombonana koa dia mamp... |
Izany no tena fitiavana mendrika haseho amin-kavana. |
Eo amin’ny fampivelarana ny maha-olona |
Vondrona amboara |
Bourneuf et ouellet, |
Hita ho tsy nahatoky tena i nanja teo am-pamborahana izay mety ho toetran-drobena. Mba hanohizan’i nanja ny resaka dia tsy navelan-drobena hijanona izy ka notohizany hoe kanefa azo marihina avy amin’izany ny firoson’ny tantara ankoatra ny fisalasalan’i nanja nanambara ny toetran-drobena. Ny teboka telo faharoa kosa dia... |
Feon-kira. |
Mikasika ny fampianarana dia hojerentsika aloha ny isan’ny sekoly ao amin’ny kaominina ambanivohitra andranovorivato. |
Introduction de la troisieme partie |
Jo andrianasolo |
Tsy vita ho azy akory ny asa soratra iray fa ao ny aingam-panahy. Misy loharano nipoirany izany. Mety ho nolovainy izany, mety ho vokatry ny famolavolana manokana, mety ho nipoitra avy tamin’ny fahitana ny zava-misy manodidina, araka ny tenin’i charles ravoajanahary tsy nitsontsorika avy any an-danitra ny hainoratra sy... |
Mampahafantatra bebe kokoa ny toetran’ny mpandray anjara ny toerana safidian’ny mpanoratra hametrahany ny mpandray anjara no mamaritra ny mety ho toetran’izy ireny. Tamin’ny faritr’ambohijafy moa no nametrahan’ny mpanoratra ny tantara. Noho ny toerana somary ambanimbanivohitra, nasongadin’ny mpanoratra fa mbola tena ni... |
Ny tanjona kendrena hanampiana ny mpianatra isaky ny ambaratongam-pampianarana avy ny riba, izay ahitana ny soatoavina mampiavaka ny foko tsirairay. Manaraka izay dia entina hanampiana ireo tahirin-kevitra mirakitra ny fomba amam- panao amin ireo foko samihafa eto madagasikara ihany koa sy ny mety ho fiovaovan izany. H... |
Dms danish mission society danemark |
Ho tsara fanorenana mateza sy maharitra amin’ny salemany hiadana finaritra! Niry-solosoa |
Tsy ampy ezaka noho ny faharefon’ny herim-batana na ny tsy fitiavana tsotra izao ny asa, noho izany, tsy tratra ny zava-kendrena. Mety ho tsy nomanina akory aza ny asa, tsy maharaka ny zava-miseho ka tsy afaka mamita sy mitady ny andraikiny araka ny tokony ho izy, ary tsy mba manao tatitra ny zava-misy97. Tsy voavolavo... |
Milaza ny niandohan’ny inona ity angano ity? Fitanisana. |
Nataon’i koto io teny maneso io mba hampahatsiarovany tena an’i soa sy i bema amin’ny fifampitaritarihany eran’ny tanana kanefa mbola tsy lasam- bodiondry akory. B- ny interrogation oratoire |
Vao miteny dia lagera |
Taorian’izany dia niparitaka nanerana ny nosy ny sekoly tekinika miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Ny fampianarana tekinika teto madagasikara dia nandalo fiovan-drafitra samihafa. Anisan’izany ny ministera mpiahy azy, izay niovaova toy izao manaraka izao. 1952-1971 ministère de l’education nationale direction... |
Gaga sady tezitra i sahondra nanoloana izany endrika fankahalana azy izany, ka nanao hoe iraky ny lanitra hamonjy ny mpanota va no hitako sa vatolahin ny fiampangana sy ny famaizana? 205 ny prôtestanta mantsy nanosika azy satria maloto izy, ny katôlika tsy nandray azy satria tsy zanaky ny eglizy izy. 206 nitsara azy ir... |
Régis rajemisa-raolison, rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, janoary 1985, fanorona karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin’ny fafana izay vakivakian’ny tsipika mifanapatapaka ka amin’ny fiadian’ireny tsipika ireny no hametrahan’ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa ; misy fanoro... |
Mpianatra maromaro no indray nanangan-tanana, ka ny telo tamin’ireo no nadininy, ary samy nahay tsianjery ny famaritana avokoa, saingy tsy nisy nahay nanazava rehefa nasain’i a nanazava. Mpianatra iray hafa no nitsangana ka niezaka nanazava tamin’ny alalan’ny ohatra, ary tsapa fa nitombina ny fanazavana nataony. Vokatr... |
Kaominina andrenivohitra marontsetra fokontany 17 |
Fa kalo manga firy no efa teo imolony? Dia izy ilay soa lao monina tandapa tsy andalovana! |
Aingam-pivoarana -laharana manokana. Antananarivo 1979 |
Vondrona ambara, tak 65 |
Miezaka mampionona ny tenany ny mpanoratra, tsy afaka tohizana intsony ny fitiavana. Manoloana izany, na mafy aza ny fiatrehana ny ady dia tsy maintsy miezaka sy mitraka. Ny fiainana dia mitohy hatrany fa tsy miato, hatanjahana ny saina hiatrika ny hoavy na dia eo aza ny fahadisoam-panantenana. Mifandray mivantana amin... |
Valin-kira setrin’ny tononkalo j. J rabearivelo ’tononkira’ tamin’ny 03 09 26 in mpandinika |
Satriko handositra lavitra anao dia ho faty hatreo ny fahatsiarovana nefa ny foko toa tsy sahy handao fa malahelo sy fadiranovana v. A. , lah.40 rehefa nandeha teny ny fotoana, noho ny fahatsiarovan-tena ho singana irery, dia nitamberina tao an-tsainy avokoa ny lasa rehetra niarahan’izy ireo. Vokany tsy nety hadinony i... |
Ireo mpanoratra zandriny mbola teo ihany koa ireo mpanoratra izay efa fantatra anarana tamin ny vanim-potoana teo aloha vanim-potoana fahanginana 1915-1922 sy fiforetana anaty 1922-1929 toa an-dry charles rajoelisolo na rajohary 1896-1968 mpamaky lay tamin ny fitadiavana ny very. Mpitolona niaraka tamin-dravelojaona, m... |
Farany dia tsy adinoina tapaka sy namana, ny fianakaviana manontolo izay nifanome tanana taminay ka nahatratrarana izao dingana farany izao |
Randrianantenaina, raharijaona a, ratrema william , op. Cit, page 28 le savoir est acquis plus facilement avec le concours des techniques audio-visuelles |
Amin’izany ny fomba fijerin’i bloom b. S. 1956 5 izay nanangana ireo ambaratongana tanjona ho enina. Miakatra hatrany isaky ny zana-dingana ny haabon’ny asa mifanandrify amin’izany ambaratongana tanjona izany. Mba hahazoana antoka ny fiorenan’ny maha izay ireo mpianatra dia ilaina ny mampifanatrika ny tanjom-pampianara... |
Mitana ny laharana voalohany amin’ny hamaroan’ny mponina izy raha mitaha amin’ny fkt manodidina azy, satria ahitana mponina mihoatra ny 3.49634, izany hoe ny 29,21 ny mponina ao talata volonondry izany. Fokontany ivon-toerana ara-toekarena noho ny fisian’ny tsena isan-kerinandro ao aminy izay foto-piveloman’ny mpivarot... |
Transposition didactique participation des élèves mondialisation pratique des classes concrétisation de l’enseignement niveau de connaissance observation des classes relation didactique relation d’apprentissage interdisciplinaire relation pédagogique concentration stress engagement mémoire de travail thérapie stage |
Wellek r et waren a , la théorie littéraire, ed. Du seuil, collection poétique , paris 1971, p. 129, la littérature reprèsente la vie et dans une très large mesure, une réalité sociale. 12 ranoe, misy ve ny olona teraka ho mpanoratra , in ambioka, novambra 2000, lah.30. |
This researsh aims at highlighting the explanatory techniques of the author andriamalala emilson daniel in his book fanagasiana. In this way have started by describing the generality of the explanatory discourse including its definition, its characteristics and its possible means of explanation. Then, our works has bee... |
Faritra itasy |
Loharano ny mpikaroka |
Nampanjavonina ny tari-teny voatokana ho, ka nahazoana ny hoe ahy ity lamba ity. Antsika ny lapa |
Eo amin’ny vaniny farany 3 a a dunia dunia, kuala hoala, nakoda nahoda |
Chandon-moet b , vohimasina, un village malgache, 1972, pp 131 si sa femme meurt, l’homme peut se marier avec une parenté de la défunte à la même génération qu’eiie mais jamais il ne pourra s’unir avec une femme qui serait ampianaka parenté, à une génération différente avec son épouse défunte 50 op cité dubois r , mala... |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i tardif, 1992 si l’élève perçoit que les tâches sont hors de son pouvoir personnel, il s’agit d’une activité au contact de laquelle son niveau d’engagement et sa participation sera au minimum p.125 |
Ny taozavatra ny taozavatra dia maneho ny kolontsaina sy mitahiry ary mampiavaka ny faritra tsirairay avy. Ny fahaizana nananan’ireo ray aman-dreny no niampita tamin’ny taranaka sy izay manan-talenta manokana. Azo sokajina roa miavaka tsara izany ny taozava-behivavy sy ny taozava-dehilahy. Manampy ny fidiram-bola hoan’... |
Antenantenany tsy antenantenany antenantenany |
Nampiasa ny andalana antsoina hoe antonony ny mpanoratra mba hampifanandrify ny zavatra tiany hambara eo anoloan’ny fiainana. Tsapany àry fa toa mitarazoka ny fahoriana, ka izany no nandrafetany ny tononkalony tamin’ny alalan’ny andalana antonony. |
Fa hono hoy aho ry lala toa maola sy adala no hany mba fitsara ireo mivantana fambara fa tianao ny tenany sa mila porofoina ? |
Rojo fantatro izany e, fa izy koa mamorona zavatra ao an-dohany ka iny ihany avy eo no mampatahotra azy. Jereo fa na izy roa lahy aza tsy mino, satria i mama milaza fa misy feo mikatrokatroka, izy miantso vonjeo, isika anefa tsy misy mandre inona. Haimah izay aloha e! |
Fokontany tanana tafo km |
Kisary 4 fivoaran’ny tantara |
Mbola zaza ianao, anaka, tsy mahalala izay atao na ho poizina hahafaty, dia tantely aminao. |
Solom-biriky, anaran’ny tolotra na fehim-pihavanana amin’ny fitokanan-trano |
Araka izany dia hita fa vonona tokoa ny eja ny hamafa sy hanaisotra ny fahatsiarovana, hanala ny toloko sy tomany ary hanao izay hahasitrana ilay fery. Noho ny maha-kristiana azy anefa dia tsapany fa tsy vitany irery izany fa mila ny fanampian’ilay mahefa ny zavatra rehetra izy. Izay no nahatonga azy hiantoraka amin’ a... |
Ireto voambolana manaraka ireto kosa, dia hita ao amin’ny tononkalo tsimbazaza 145 avokoa dobobe, farihy lavaka na tany lemaka lehibe ihandronan’ny rano. Araka ny fahatsapan’ny mpanoratra, dia mahafinaritra sady mahavariana tokoa ny mahita izany amin’ny toerana iray misy valan-java-boahary eo amin’ny firenena viha kara... |
Ny ankamantatra dia lahabolana nentim-paharazana, ka natokana ho an’ny ankizy. Teny fototra niavian’ankamantatra io ny hoe fantatra , ahazoana ny sampan-teny mamantatra, fantarina. Fialam-boly sy fanalana andro ataon’ny zatovo na ireo mbola ankizy ny ankamantatra tany amin’iny faritra arivonimamo iny. Ilaina fampiasan-... |
Mancry icrrer la roue, poser le bandag, de for sur iii rc ue en bois toi litt. Sc-rn r’’ la roue, |
Na eo aza anefa izany tolona eo an-dalam-panatanterahana izany, dia azo ambara fa mbola lavitra ny ezaka ho amin’ny miralenta. Tsy kivy anefa ireo tompona andraikitra isan-tsokajiny fa mivoy hatrany ny miralenta amin’ny fomba sy ny sehatra rehetra, ao anatin’izany fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny mponina |
Ndreto re ’zahay tanora sy ny zaza hatramireo mpitondra, mpitolona malaza misaotra anao tokoa misaotra eram-po. Tovozin-tsy ho ritra |
Inona tokoa moa no hitranga raha toa ka samy manana ny fiteniny, ny fisainany, ny fiheviny ny olona tsirairay eo amin’ny fiarahamonina na ny firenena? |
Ny fizahan-tany sy toeram-pandraisam-bahiny isany loharanom-bola ho an’ny firenena ny sehatry ny fizahan-tany sy ny toeram-pandraisam-bahiny noho izy ireny misarika hanao izay hahatamana ireo mpamatsy vola vahiny ho avy eto an-toerana na ireo mpitsidika hizahan-tany ka hampiasa ny volany eto madagasikara. A ny asa momb... |
School books are an effective business tool that connects students and teachers. So their design should be performed with insight. It is in this perspective that we wrote this memoir entitled design literature textbooks for the graduating class. The work is based on the structuralist approach established by richaudeau,... |
Fafana 2 ny mpandray anjara ao amin ny navalona |
Ny as a fivelo na rehafa vita ny fianaran-razanabary voahangilalao joséphine, dia niditra tamin’ny sehatry ny asa izy. Nanao ny asa fampianarana taranja frantsay izy ny taona 1998, saingy nanana olana tamin’ny fahasalamana, ka voatery nijanona tsy afaka nanao io asa fampianarana io afa-tsy taona iray ihany. Nahafehy ny... |
Nampiasainay ny haitsikera ara-tantara na approche historique mba hahazoa-mijery ny fifamatorana misy eo amin’ny asa soratra sy ny tantaran’ny fiarahamonina. Ilaina tokoa ny mandray izany haitsikera izany, satria raha te handalina sy hanakatra ny zava-boasoratry ny mpanoratra dia tsy maintsy mahalala ny tantaran’ny fir... |
Ny ohabolana koa dia tsy mitovy amin’ny ankifidy, satria ny ankifidy dia lalao fampiasan-tsaina amin’ny alalan’ny fanakaran-kevitra fotsiny, eny fa na dia natao hitaizana ny taranaka aza. Ny famaritan-drajemisa-raolison ao amin’ny rakibolana malagasy dia manamafy izany amin’ny filazany fa ny ankifidy dia kilalaon’ny nt... |
Ny safidin’ny vahoaka tompon-teny re hajao fa aza dia havilivily amin’izatsy na izao. |
Rehefa vita ny mandram-pihaona dia lasa namakivaky ny takariva handeha hanatitra an’i felana i miaro. Takariva mena masoandro ka nampanonjanonja ny fihetseham-po isan- karazany. Ny tamberim-boan-teny takariva izay tsy voafaritra mazava ny toerana misy ao anaty fehezanteny. Ny épanode eto dia nandokoana ny fihetseham-po... |
No tena nikorosy fahana ny orinasa isan-karazany. Nisy ny nikatona toy ny orinasa afaka haba; nisy ny maty antoka, vokatry ny fandrobana isan-karazany tamin’ireo fihetsiketsehana. Araka ny filazan’ny gazety, dia an-tapitrisa maro no fatiantoky ny mpandraharaha vokatry ny rotaka. 88. Ary toy izao ny zavatra simba nandri... |
Amin’ny maha kristiana azy koa, anefa, dia maro ireo tononkira navoakany. Ohatra tamin’izany ny ao amin’ny fihirana f. F. P. M. Faha 545 endrey izany hafaliana, fa velon’aina izahay ; tanteraka ny faniriana, ka dera ho anao ry ray ! Atolotray tokoa ny tena mba ho fanati-tsitrakao satria manaiky sy ekena ho tonga olom-b... |
Fifampiresahana natao tamin’ny rakotoarivelo céléstin, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny fikambanana tpa , 48 taona, monina ao ankiakabe, tamin’ny 09 jolay 2013. |
Ny sombin-tantara an-tsary io ilay antsoina amin’ny teny frantsay hoe bande dessiné. Mety ho fafana tokana io. Amin’izay fotoana izay dia hatsikana miaro tsindrom-paingotra no fisehony. Mety ho fafana maromaro koa anefa io, ka amin’izay dia tantara kely miharo fanesoana na maneho toe-javatra tsy ampoizina no asehony. |
Va tak 27 ; and 4 ; andl 15-17 |
Teny fanolorana |
Mpandray anjara fototra mpandray anjara mpanampy mpandray anjara ravaka voahary lehilahy raim- pianakaviana namono nahafaty ny vadiny, ary voafonja vokatr’izany. Rehefa tafatsoaka dia nampian’olo- maro mba ho tafavoaka indray teo amin’ny fiainany. Dina ramanantenasoa vehivavy namono ny vadiny, ary voafonja ihany koa vo... |
Va tsy toy izany, ny tananao malandina manongo ireo takolako izany no nihafiako, niaretako ny kaikiny tsy saromako ny lohako |
Tsy ianareo ny hoe anarina fa ny voka-pifidianana aoka ho tena izy marina tsy ny olona ihany no iresahany fa misy hery sy na zavatra hafa koa anisan’izany ilay mpitondra mahay sy tsy azo isarahana eo amin’ny fiainana andavanandro. Miresaka amin’andriamanitra i jo andrianasolo ary tena maro ny tononkalony ahitana ny res... |
Hita teo, fa na dia nanolotra andiam-panontaniana aza ireo mpampianatra ireo dia samy nanana ny endrika nanehoany izany sy ny fotoana nanatanterahana azy. Manao ahoana kosa ny karazana tombana manaraka ? |
Do, bibilava lehibe 1, 2,3, 15, , 28, 29, 30, 31, 32, 33, 34, 35, 37,38, 39, , 42,43, 44, 45,46, 47, 48, 49, 50, 51, 60, 62, 63, 64, 65, 66, 67, 69,71, 72, 73, 75, 76,81, 82, 83, 85, 86,96 do faly, do masina 43, 44, 47, 49, 61, 69, 86 doany, tromba avy any avaratra 41 |
Fampiofanana momba ny asa |
Lohahevitra roa no horesahina ato amin’ity toko voalohany momba ny endrika ivelan’ny tononkira ity. Voalohany, noho ny tononkira tahaka ny tononkalo, dia tafiditra ao anatin’ny literatiora izy. Noho izany, anisan’ny horesahina ato anatin’ity toko voalohany ity ny literatiora sy ny kanto. Manaraka izany, hasongadina ato... |
Isaky ny firaisana ; |
Rehefa taterina mivantana ny fehezanteny ahitana mpanolotra dia tsy misy miova ny singa ao anatiny. |
Olona ivantanana anefa tsy hanantenana na inona na inona intsony satria olo-meloka. Koa na hiverina aza izy ny lalana iverenany anefa vatoina, lavahina, mamotaka tak. 131 . |
Tsimilefa maneho ny tsy fananana tahotra, ny tsy fandosirana eo anoloan’ny sarotra. Voaporofo izany ohatra tamin’ny fahasahiany milalao ireo taolam-paty, sy ny fanohizany ny asany tamim-pahatoniana na dia maty aza i velonandro mpiara-miasa taminy. |
Tina roa hono izao no zanany, efa samy manana ny rainy daholo ireo. Hoy i tovo tamiko hoe tena asehon’i fanja mihitsy hoe tsara tarehy izy, satria izany moa no anaran’io renin’i hery io. Asehony fa tsara izy ka raha tsy izany ve, hoy ihany izy, hisolo lehilahy foana. |
Akory, kanefa dia mipetraka eny aloha |
Votretrika votretritretrika |
Ny tsimativonoina anaran-java-maniry mateza , tsy maty vonoina maneho fiarovana amin’ny loza izany ary mitory ny faniriana eo amin’ny fitohizan’ny taranaka eo amin’ny zana- drazana. Ny tsiafakomby |
Mpanjono azo lazaina ho mpanjono tsaraina ao ankiakabe izy. Hatramin’ny taona 1985 dia efa tao izy ary efa manjono tao ihany koa. Manao ny asa fanjonoana ka mampiasa harato fakana trondro lehibe 7 12 tondro miisa folo izy sady manao ny fandraharahana momba ny varotra. Ny harato salantsalany 4, 5, 6 tondro dia 15 no isa... |
Ny fiainan i tsiresy manoloana ireo adidy aman andraikitra maro nankinina taminy. Toko i maro ireo adidy nosahanin i tsiresy teo amin ny lafiny samihafa. Andaniny, marary mafy any amin ny hopitaly ingahy rabary rainy. Sahirana izy ireo. Kivy rafarasoa reniny manoloana izany, ka i tsiresy no niezaka nampitraka sy nampit... |
Natokany ho an’ny tenany ihany efa voavahavaha tany amin’ireo fizarana tany aloha ihany ny amin’ireo zotram-piainana samihafa nolalovan’ny mamatonalina. Niteraka akony maro teo amin’ny fiainany ireny na tamin’ny fotoana nisehoany, na amin’ny ankehitrininy. Amin’ny ankapobeny anefa, somary manana anjara toerana betsaka ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.