text
stringlengths
10
11k
Azo atao koa ny mampanolo azy ny famaranana misy amin’ny famaranana iray vaovao izay izy no hamorona azy. Asaina soloany izany raha ilaina.
Tovana laharana 3 andiam-panontaniana natao tamin’ny mpampianatra taranja malagasy kilasy 1ère c lmai 1- mombamomba ny mpampianatra taona lahy sa vavy efa manambady tsy manambady efa nisaraka efa maty vady isan’ny zaza mbola iandraketana mari-pahaizana akademika ambony indrindra mari-pahaizana arak’asa mari-pahaizana h...
Raha ireo ohatra noraisina no jerena, dia ahitana fomba famaranana roa misy ny miafara amin’ny filaminana, toy ny ao amin’ny zandrin’i madama matokisa ary dada fa tsy hilaza an’izany aminy aho mandra-pahatapitry ny fofonaiko misaotra anaka! Hoy nary latsa-dranomaso no sady mamihina ireto sombinainy roa. Finoana sy fana...
Ny toerana rehetra ao mahatamana satry foana ijanonana tsy ialana raha ilaozana tsy mety hohadinoina ao an-tsaina lalandava sy tsaroana.
Benveniste e ,
Fa tsy very maina akory
Tombony lehibe ny fanadihadiana ny reportage , araka izany, satria mitondra ny mpianatra amin’ny fahazoana ny zava-misy mitranga amin’ny fiainany andavan’andro, noho ireo fomba fijery isan-karazany azo tarafina avy aminy. Araka izany, ny mpianatra dia ho afaka hampitaha sy hanombana ary hitsikera ny tranga samihafa sy ...
Avy amin’ny dokotera ratovomanana simon dr simon
Antananarivo
Iii.2.1-ny fomba fifandraisana
Ity dia nivoaka tamin’ny gazety iraka laharana 132- janvier 1904, 133,134, 135- avril 1904 ary nosoniavin’ny mpanoratra hoe fr misy fanamarihana hoe sampan’ny tantaran’ileingahy mianaka izy ity. Ramanantsoa rainy sy ny zanany ratsitofo no miaraka, ary miresaka, toy ny mifanakalo hevitra. Fanontaniana hatrany no ataon-d...
Ny fikarakarana ny voly amin’ny fambolena par sillon 15 ka hatramin’ny 20 andro aorian’nynambolena ny ovy, vao afaka miava ny voly ny tantsaha. Ny ovy nambolena ny volana jona contre saison na tsy manaraka ny taom-pambolena no tena mila io fikarakarana io amin’ny ankapobeny. Ny buttage ihany koa dia tsy maintsy atao am...
Menabe 675 82521
Ny voambolana maneho ny fomba sy ny fitaovana ampiasain’ny fanjakana anoherana ny mpitolona ny voambolana maneho ny vokatry ny ady
Tovana i ny tantaran ny akany a- tantaran ny fikambanana salezianina 1- ireo dingam-baventy momba ny tantaram-piainan’i don bosco sy ny fikambanana salezianina 15 aogositral815 teraka tao becchi ary nomena ny anarana hoe jean bosco rehefa avy natao batemy. 1817 maty ny rainy françois bosco 1824 fotoana nanofisan i bosc...
Lafin-javatra maro samihafa no namolavola ny olona iray ho tonga mpanoratra. Manana akony eo amin’ny asa famoronana ireny toe-javatra ireny. Mifandraika amin’izany ny hevitr’i taine, araka ny itateran-dry lagarde sy michard azy hoe tsy tongatonga ho azy ao amin’ny olombelona na hevitra na fientanam-po, na rotsim-panahy...
Hana ny mpamaky. Tsy ny vontoatiny akory no manery io fomba fanehoana io fa fomba fanaingoana ilay lahatsoratra fotsiny io mba hanaitra ny maso. Feno araka izany ny maha-fiteny mamela soritra azy.
Manana anjara asa tsy azo hamaivanina eo amin ny fampianarana ny taranja malagasy ny am-bava. Fomba iray mahomby eo amin ny fampianarana teny ny fampiharana ny am-bava sady ny taranja malagasy koa dia voasokajy ho taranja teny rahateo. Tsy fahalalana ianarana loatra ao amin ny taranja malagasy anefa ny am-bava fa mijan...
Vetsovetso ary notsapaiko tamin’ny thermomètren’ny fahoriana ny sentosenton’ny foko, ka vao nipetaka dia nahatratra ny degré faha-100
Ohatra ; v. A lah 55 teny eo am-pamakiana ny lohateny ny mpamaky no efa voasarika sahady hametraka vinavina ny amin’izay tian’ny mpanoratra hambara amin’ny teny , toy ny hoe inona mahakasika ny teny no ho voamarika ? Inona no mahasarika azy hiresaka ity fitaovam-pifandraisana ity ? Maninona ny teny ? Sns. Hihamazava mi...
Mety misy sarom-bava tsy ahafahana milaza ny hetahetan’ny vahoaka.
Araka izay voalaza teo aloha izay dia hita fa hatramin’ny vanim-potoana faha mpanjaka tokoa no efa nisy ny dina ary lasa fomba fanao nahazo vahana eo amin’ny fiarahamonina malagasy izy io. Ndeha àry hojerena ny fivoaran’ny dina nandritra izay vanim- potoana telo nifanesy izay.
Vahaolana ho fanarenana ny teo-karenam-pirenena
Ilaina tokoa ny maneho ny zava-misy ao amin’ny tontolo dinihina mba hisintonana ny sain’ny mpamaky ho liana amin’ny fanazavana ny zava-misy, mialoha ny tena hizorana mankany amin’ny vontoatin’ny famelabelarana. Manafaingana sy manamora ny firotsahana an-tsehatra rahateo ny fahalalana ny toerana voafaritra ho sehatra as...
Mandray ny tsofoka manatevina fototeny ny ankamaroan ireo fototeny amin ny teny malagasy. Misy isan-karazany izy ireny izay samy manana ny lanjany avy tany am- piandohana. Amin ireo fitenim-paritra dia mbola misy ny mahatana ny lanjan ny tsofoka in- sy -om- ohatra; efa very kosa izany amin ny teny malagasy.
Matetika dia tsy ampiasaina hanondroana anarana mazava tsara ny mpandrohy izay fa soloana ny mpanoritra ilay. Ohatra hitako anikeheo rakoto izay niady taminao. Hitako anikeheo rakoto ilay niady taminao.
Foiko an- kitsim-po ho famadibadik’ireo maso te hahalala ny kanto nangoniko, angola noforoniko .
Misy endrika maromaro mety hisehoan’izany fampianarana eny anivon’ny tontolo izany. Ireny karazam-pivoahana ireny dia manome vahana hatrany ny fifampikasohana mivantana amin’ny tontolo sy manome sehatra ny beazina ho ivon’ny fampianarana. Indreto santionany vitsivitsy azo tanterahina ny fitsidihana toerana manan-tantar...
Pour une science des religions, editions du seuil, paris, 269p.
Ny fomba sy endrika nanehoan’ny mpanoratra ny fanabeazana nampiasa betsaka ny filaza mandrara, mandidy, mibaiko ny mpanoratra, anabeazany ny manodidina azy. Tao ihany koa ny fanasongadinany teny maromaro tamin’ny alalan’ny sora-baventy, ary indrindra ny fampiasany ireo teny fampisaintsainana.
Lazain’i botsaiky fa mampisara-panambadiana mihitsy aza ny tsy fisian’ny vola amin’ity tononkalony ity vola ihany ve akia
Présentation des etats financiers
Pistes, fleuves du trajet
Fafana 12 f fafana fafana 14 ny fahasamihafana misy eo sarety enti- rehetra
Masoandro mody ka midify misarom-boaly soa manify; ny tarany dia manandrify, ’zay manina azy miampify
Mba hahatsapan’ny tsirairay ny lanjan’ny ala sy ny tetikasa dia najoro hiaro izany ny voi vondrona olona ifotony sy ny kasti kaomitin’ny ala sy ny tontolo iainana izy ireo no manome sazy ho an’ireo mandika ny fepetra amin’ny fampiasana ny ala. Tsy maintsy misy fidinana ifotony ataon’izy ireo any anaty ala manara-maso n...
Mizara roa ny hasimpeo eo amin’ny teny anankiray; ny feon-teny iray karazana amin’ny v, f dia lazaina fa renifeo; ny iray karazana amin’ny a sy u dia lazaina fa zanapeo. Tsy idirana lalina ny fototry ny fiavahan’izy ireo. Lazaina ho zanapeo ny karazany faharoa satria vitsy an’isa izy ireo raha oharina amin’ilay karazan...
Raha vita ny fanazavana ny zava-dohateny rehetra, dia atao ny tombana fitiliana, ka manao fanontaniana ny mpampianatra hoentina mamantatra izay fahalalana voarain’ny mpianatra. Atao izany fanontaniana izany mba handrefesana ny fahatratrarana ny tanjona.
Haimah manahoana i sedra, fa taiza foana ianao?
Ohatra 3 mbola ny hita ao amin’ny ratra lalina rojo hanome cadeau be ho ahy izao i papa.141
Tolona notarihin-dralaimongo ho amin’ny fitiavan-tanindrazana
Rétablissement du système comptable la fonction comptabilité tient une grande place dans l’entreprise. C’est pourquoi, il faut la rétablir. Afin d’améliorer le système comptable, ces propositions doivent être prises en compte les états de rapprochement bancaire à temps ; l’analyse et le contrôle périodique ; l’accéléra...
Ny lefon’omby 40 eo fidasiana indray no fanaovana azy. Alaina ny zanak’omby kamboty tsy manan-dreny; ary dia avy ny olona mihoby, manao voak’apinga, mampandihy lefona, dia vonoina ao ny omby, tombohin-defon’ izao rehetra izao; ary ampifamoterana, ny lohany no atao am-bodiny ary ny tongony atao am-bozony nahafahan’ ny l...
Toy izao raha fintinina ny sarin’ny rima hita amin’io tononkalon’i dox io abba abba ccdeed. Mitovy amin’ireo ny an’i asiniony, saingy, ny rima mandrafitra azy no tsy itoviany. Amin’ny tononkalon’i asiniony dia tsy misy rima ny andininy voalohany, ny andininy telo manaraka dia ahitana rima toy izao abab cddeff alefan’ny...
Tsy ny eo amin’ny endrika ivelany ihany no mampisongadina ny sekoly an-tanan- dehibe fa eo indrindra koa ny mpianatra mandranto fahalalana ao sy ny fahamaroan’ny fahalalana azo tovozina. Mbola hamafisiny aza ho porofon’izany ny mpianatra maro efa nivoaka tao.
Ireo toerana nampiasain’ny mpanoratra amin’ny fivelaran’ny tantara
Raha ny zava-misy ao an-dakilasy mandritra ny fampianarana indray no jerena dia toy izao no azo amintinana izany. Mirindra sy milamina izany amin’ny ankapobeny ho an’ny sampana f. T. G. Ampy tsara ny ora 4 isan-kerinandro. Ny mpianatra dia hendry sy matotra tsara amin’ny ankapobeny. Ireo mpampianatra ihany koa mahafehy...
Mpamonjy sy mpamela heloka
Ny sekoly ahitana sekolim-panjakana iray eo amin ny fokontany sekoly fanabeazana fototra epp26 67 ha nord est raha ny resaka nifanaovanay tamin ny talen ny sekoly dia, maro ny olana sedrain ny sekoly. Isan izany, ohatra, ny tabataban ny manodidina, ny ady tany, ny tsy fahampian ny vola entina mandoa ny karaman ireo mpa...
Ed andriamalala, ny fanagasiana, tananarivo, imprimerie d’ouvrages éducatifs, 1975, tak 63
Travers l’histoire, le contrôle de la fécondité s’est fait par différentes méthodes. On se sert dans le monde entier d’un grand nombre de plantes et d’autres substances pour empêcher la conception. Cependant, il reste encore à déterminer l’efficacité d’un bon nombre d’entre elles. L’organisation mondiale de la santé a ...
Tina tsy hiteny aminy aho fa mijery fotsiny izay fihetsiny. Izy anie amin’izao ry neny rakalo manoatra noho ireny mpifankatia vao ireny izahay e! Tsapako ho miha-tia anay mianaka hatrany izy. Rakalo nefa aza sodoka loatra izany ianao fa sao tokoa hanafenany ny ratsy ataony izany. Tina asa re ry neny rakalo. Misento
Rajaona s , takelaka notsongaina ii, op cit, tak 195.
Manina ny andro hariva itony zavon’ny vohitrareo ny masom-bahiny ao afeniny na zavonjavonan’ny rano
Araka io fafana io, azo zaraina telo izany ny toetry ny zanapeo miverimberina ao amin’ny tononkalon’i faniry vatosoa rah any fisokatra no jerena a misokatra indrindra o misokatra tapany i mikatona indrindra misy ifandraisany amin’ny hevitra sy ny fihetseham-po ananan’ny mpanoratra no ampiasainy ireo.
Ny fanabeazana azony rehefa fantatsika ireo nitaiza sy nikolokolo azy dia hojerena kosa ny mikasika ireto ny kilalao fanaony, ny sekoly isan’ambaratonga nandrantoany fahalalana ary ny fikambanana hafa nisy azy.
Manampy hahalalana zavatra betsaka ny 7
Araka ny lohateny izay nofidina, dia ny zava-misy manodidina ny fampianarana taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana eny amin’ny sekoly tekinika no iompanan’ity asa fikarohana ity. Na izany aza anefa, dia noferana ihany ny fikarohana natao. Ireo zava-misy ankapobeny fotsiny no jerena, fa tsy dia niditra lalina ta...
Sady nororaiko ! Ny sarinao fiondako taloha efa lasa aloka amiko toa misary matoatoa369 ny voambolana masiatsiaka no nampiasain’ny mpanoratra hanehoana ny fahatofohana sy fankahalana tanteraka ny olon-tiana teo aloha. Ny famotsipotsirana sy ny fitsikerana ny tsy mety ataon’ny mpitondra no matetika ampiasana ity fomba f...
Misy indray mivari-lavo amin-java tsy hateza tsy misaina tsy harena na mitoetra na mandeha. ’zay ho faty re, matesa, izay ho very dia vereza fa ny azy vola ihany. Io no tena rehareha!
Mampahatsiahy ny tantara
Ran e, tovozin-tsy ritra, boky 3, tak.47 11régis rajemisa-raolison , rakibolana, tak.400
Adika ny teny hoe fahalalana dia anarana azo avy amin’ny fototeny lala , izay manana hevitra hoe fantatra. Araka izany, ny fahalalana dia midika hoe fahafantarana.
Reeçtaut dreécvaeprsiteumlateifntdes 2d-éppheontsoecsopies chèques 32- rpeiçèucedse jvuesrtsifeicmateivnets
Misy toe-javatra itambaran’ireo anaran-gazety ireo samy milaza kintana. Ny iray kintana miloko mena, ny faharoa kosa ilazana antokon-kintana manodidina ny volana, ilay lazain’ny malagasy hoe vadim-bolana ny maha-mena ny lokon’ny kintana indray dia tsy mbola nisy hevitra nifandraisany mihitsy tamin’ny kôminisma, kanefa,...
Tsy azo nodinganina na hodiana tsy hita ny fijerena ny mombamomba ireo toerana misy ny sekoly. Izao kosa indray dia hidirana ny mahakasika ireo sekoly nanaovana fanadihadiana satria , izy ireo ny tena sehatra iasana.
Izay àry ny hevitr’ireo ray aman-dreny nivory tao amin’ny kônsily momba ny fijerin’ny fiangonana katôlika ary ny efa ezaka natao hiainana ny hafatra raha ny mahakasika ny anjara toeran’ny miralenta manokana no dinihina. Fahatongavan-tsaina niteraka fivoarana no azo ilazana izay zava-nisy rehetra voarakitra tamin’ny kôn...
Ny fihetsika sy fitafy tokony aseho manoloana ny olona kendrena 33-34
Hampieritreretana ny olona sahy manao tsinontsinona ny fasana no nahatonga an-drabenja solomon hiventy ny hoe aza manozona 89 nahoana no latsalatsaina, ompaina sy tevatevaina
Maty dada, fa velona ny elany mamelona ny misiny, ny lova ’zay navelany
Hitsaky ny vola
Tsy avelako handalo na ho very ny fotoana f’hamelako tsangambato velona sy miharihary!
No lany tany amin’ ny assemblé provincial rehefa nivory izy ireo dia nitaky indray ny fahaleovantena. Taorian’ izany, niroso tamin’ ny fanomezana izany fahaleovan-tena izany ry zareo frantsay ka natsangana ny psd. Ireo tia tanindrazana malagasy kosa dia nanangana ny akfm izay notarihin’ i pasteur richard andriamanjato ...
Groupes cibles ce sont les chauffeurs et aides chauffeurs, les femmes riveraines de la route
Ny parallélisme maneho ny toetran’ny manam-pahalalana.
Miasa re ry malagasy a fa ianao no andry iankinana a aza dia milasilasy b tsy ho noana fa hihinana b
Nataoko ihany ny hangina tsy ahatsiaro anao ry aiko nefa be ireo faniriana ’zay manosika ity saiko hiantso anao hatrany hatrany hiara-dalana amiko eto hanafoana ny tomany, ny alahelo, sentosento
Evans pritchard e 1947
Ny rano eo amin’ny tohodranon’ i sahambo dia afaka manodina turbine roa tsy mitovy tanjaka. Avy eo ny indray dia azo anondrahana ireo tanimbary eo ambaniny izay manana velarana 20ha eo ho eo izay volena voly avotra rehefa ririnina ary vary ny fahavaratra. Efa eo am-panaovana ny kajy sy ny fikarohana momba an’io rianara...
Fanoroan-takila
Rotsy nampoina iotimparany rakotomalala
Ii.6.2.1. Ny karazan’ny mpanondro miseho amin’ny endrika roa ny mpanondro amin’ny teny indonezianina, izay samy ampiasaina amin’ny tokana sy amin’ny maro. Ny mpanondro ny akaiky ini dia mifanandrify amin’ny ity, ito, ireto amin’ny teny malagasy ; ny mpanondro ny lavitra itu dia mifanandrify amin’ny io, iny, itsy, ireny...
Objectifs généraux de l’enseignement développer chez l’élève un esprit de rigueur et l’objectivité de manière à le rendre apte à s’ouvrir et à agir sur le monde concret, complexe et diversifié. Assurer l’acquisition des connaissances sur lesquelles s’appuiera en permanence le développement progressif des aptitudes et d...
Isan- kariva no nampianarako sivilisasiona azy telo mianaka nozaraiko telo ny lesona momba ny sivilisaziona nampianariko an-dry maman jaunie ny fahalalam-pomba ankapobeny ny dihy sy ny hira ny fahaizany teny baiko
Ny satroka izay karazana teny fampidirana fohy. Ny fanombohana dia famintinana ny vaovao ambara. Ny vatan-dahateny izay maneho amin’ny antsipiriany ny vaovao. Ny famaranana izay anaovana fanamarihana momba izay voalaza.
Fehiny nampiseho ny talentany tamin’ny alalan’ny fahaizany mampiasa ireny sarinteny isan-karazany, ilazany ny heviny sy anehoany ny fihetseham-pony ireny ny mpanoratra. Tsy nasehony mivantana ny vontoatin-kevitra fa nofonosiny tao ambadik’ireny sarinteny samihafa ireny, mba hisintonana ny mpamaky ho liana sy hieritreri...
Voalazan’ny soratra masina tokoa ny hoe miaraha mifaly amin’izay mifaly, miaraha mitomany amin’izay mitomany. 232 miainga avy amin’izany teny izany ny hafatra ampitain-dratianarivo eto, mba hahatonga ny olona hahay hiray hina sy hiaraha-hiatrika izay zava-mitranga amin’ny manodidina azy. Mbola maneho hevitra miainga am...
Ny mpitantara sady mpandray anjara no mpanoratra mbola mitombina ireo fahaiza- mitantara teo aloha saingy tena autobiographie tanteraka ny fitantarana ary ahitana fiandaniana bebe kokoa. Ahitana taratra ny toetoetrany sy ny fihetseham-pony ary ny fomba fijeriny ny tontolo. Ohatra ny tantara foronina ny veloma izay nape...
Haimah indrisy ry fiainana! Efa hivarina any amin’ny maizina aho vao tonga ny raiko! Fa nahoana ny fiainako no manao izany e? Vola haimah, aleo hiresaka amin’ny kaomisera aho aloha dia hiantso ny rainao fa te hahita anao izy. Mozika
Rado tena taitra tokoa moa izany! Fa raha ny hoe tara indray, dia tsy izany mihitsy, efa manana anao ange aho, ka haka an’i seheno indray?
Madinika, noho izany, na dia mafy ny manjo azy fitsentsefana, tsindrio fa lavo, fanapempoana, fanararaotana samihafa. I arni, eto, dia manontany ny fetran’ny tsindrio fa lavo. Efa ela loatra no nisiany ka tsy andriny intsony ny hahafoanany. Dodona izy ka miteny hoe hatraiza ny fetran’ny tsindrio fa lavo no mbola miarit...
Mbola misy! Tena misy ankizilahy sy ankizivavy amin’izao tontolo izao azo amidy sy atao mpikarama miasa foana na dia mbola tsy ampy taona. V. A, tak.96-97 and 1 sy 3 mamerina amin’ny laoniny sy mampiorim-paka indray ny zo sy ny lazan’ny vahoaka avy nambaniana sy nohitsahina, ary nobotriana ny fahafahana. Maneho izany n...
Lita mandohalika mifona ry dada a. Tena fay aho e
Amin’ny fakana tahaka. Na i jean narivony na i emilson daniel andriamalala na rado mpanoratra malagasy malaza, dia samy nanasongadina izany. Tsy misy maharatsy izany raha toa ka ny tsara no alaina tahaka. Ny fandrosoana rahateo koa mazàna dia miantomboka amin’ny fakana tahaka ny vitan’ny hafa , v. A, tak.149 manana ny ...
Ny haitsikera nampiasaina sady tari-dalana no arofanina hoan’ny mpikaroka ny fampiasana haitsikera amin’ny asa fikarohana toy itony. Maro ireo fomba fandinika azo isafidianana amin’ny fanadihadiana atao. Ny haitsikera ara-tantaram-piainan’ny mpanoratra no nitondrana ny asa, kanefa, moa ny mpanoratra olom-piarahamonina ...
Entina ilazana ny toe-pahasalaman’i nivo efa tena miharatsy ny teny hoe tsy salamalama misy ny fanalefahan-kevitra araka izany. Ampiasaina eto izy mba tsy hampatahotra an’i nivo. Raha nolazaina mantsy hoe tsy salama ianao , dia mety ho kivy izy.
Ambara-lahateny haitenin-dahateny fikirakiran-dahateny lahatsoratra lahateny kisary 2 ny fifandraisan’ny ambara-lahateny-lahatsoratra
Le romancier et ses personnages, editions r a. Buchet chastel. Correa. 81p. Qu’est-ce que la littérature ? Editions gallimard. Collection idées. Paris. 374p.
Tsy vitan ny mpampianatra irery ny fampandehanana ny asa fampianarana fa misy ny mpitantana. Ny cli rehetra dia manana ny tale jeneraly mampiray ireo sekoly ireo. Izy no mandray an-tanana ny fanapahan-kevitra rehetra ao amin ireo sekoly ireo. Izy ihany koa no miandraikitra ny fiaraha-miasan ny sekoly amin ny any ivelan...
Maneho ny taranja teny mba hahatomombana kokoa ny fampitana azy any amin’ny mpianatra.