text stringlengths 10 11k |
|---|
Kilasy voalohany tokony samy miteny na omena anjara fitenenana ny ankizy tsirairay avy, |
Maro tokoa araka ny hita ao amin’ny fafana ny mpandray anjara ao amin’ny tantara ho avy ny maraina olona notsongaina avy any amin’ny fiarahamonina avokoa ireo, ireo no solon-tenan’ny malagasy60. Araka izao aseho amin’ny kisary izao no fifandraisan’izy ireo 5 |
Efa misy koa ireo manao fasam-bato toy ny hita aty imerina |
Very hevitra 195 |
Ny maha-izy na identité indray dia iombonana amin’ny hafa. Iraisan’iray fiaviana izany na ny iray firenena. Ohatra, malagasy izy. Malagasy manana ny maha izay azy dia ny teny malagasy, ny kolontsaina malagasy, ny harem-pirenena maro be tsy voatanisa izay mampiavaka an’i madagasikara amin’ny firenen-kafa sy ireharehan’n... |
Samy natao hamaritra ilay anarana voalohany ny anarana faharoa. |
Fa ny bitika mora ambakaina, |
Dia ambarao ahy fa aza asiana hantra fa tsory koa ny marina, |
Ny tanjona kendrena eto dia izao ny hisian’ny fihavanana eo amin’ny samy vahoaka. Ka manome lanja ny tokony hihavanan’ny mpiara-monina ny votoatin-kafatra. Ny tohan-kevitra ampiasaina hisarihana ny itenenana hiandany amin’ny hevitra ambaran’ny mpiteny dia ny ohabolana izay mifanandrify sy mifanentana amin’ny lohahevitr... |
Ny lesona rehetra 1 |
Tononkalo tsotra |
Izay tianao hambara momba an’ i faniry vatosoa. |
Kisary 7 kisarin’ny reniaratra azo haorina ao sahambo |
Ny fieritreretana. Ny fanaovana izany dia mitarika ny mpianatra ho tia karokaroka 1980 44 91 3.1.3.5 ny ady hevitra mbola isany fomba fampianarana izay mampandray anjara ny mpianatra ihany koa ny ady hevitra ka handeha ary hovahavahana ny momba azy. A. Famaritana |
Kisary fahefatra firafitry ny fsm maneran-tany |
Raha taterina tsy mivantana ireo feheznateny ireo dia izao no azo 29 nanontany azy izy. 29a nanontany azy izy. |
Ac association de communes |
Fifaliany miara-milalao amin’ny vady aman-janany rehefa hariva ny andro |
Ny fitiavan-tenan’ny mpitondra |
Na ahoana na ahoana firafitrrity boky ity dia, ankapobem-pahalalana ihany no asehony aminrny maha fakana tohan-kevitra azy. Noho izany dia tsy misy lamina mazava mipetraka eo aminrny fomba fianarana. Izany hoe tsy misy drafitra tsy maintsy arahina, fa manamarina izay hevitra voalaza fotsiny izy aminrny maha boky natao ... |
Georges, depallens; jean pierre , jobard gestion financière de l’entreprise paris, 9 éd, sirey, 1990 , 933p. |
Noho ny fahatsapan’i andry io andraikiny io dia tsy nisalasala izy nanatanteraka izany. |
Lohatenin’ny tononkira vakodraza? A takila isan’ny andininy isan’ny andalana isaky ny andininy. Andininy andalana ranomasina manga 12 2 1 |
Hampivaingana izay rehetra izay àry, dia indro misy ampahana takela- panomanan-desona natao ho an’ny kilasy tsirairay. |
Ny maraina nifohazany dia ny vaninandro tony indro niantsampazany 30 ilay tanàna tian’ny fony |
Lay nitaona anao hanony ny fiainana any am-bony sady tsy mba mitahiry hatezerana ao am-pony! |
Rado dinitra, imprimerie newprint, ankorondrano, antananarivo, 2000, 168 tak zo imprimerie newprint, ankorondrano, antananarivo, 2002, 224 tak |
Sady sao hampahory anao fotsiny koa ny amintsika! |
Raha vao miresaka finoana ary ny fomba amam-panao, tonga ao an-tsaina ny fisian’ny tontolo roa nentim-paharazana, andaniny, ny nampidirin’ny vahiny ankilany. Toy ny fahita any amin’ny faritra maro, mifangaro ao amin’ny kaominina ambanivohitra ambohijanahary ireo tontolo roa ireo. Izany toe-javatra izany no tondroina am... |
Ny tombana eo amin’ny mpampianatra alohan’ny hidirana amin’ny fahalalana vaovao no hanaovana ny tombana na inona na inona karazany. Raha ny fahombiazan’ny fampianarana nataony no tian’ny mpampianatra ho fantatra dia ny tombana famolavolana sy ny tombana famaranana no hiaingany. Ny tombana famolavolana no ahafahana mana... |
Fafana18 ireo fomba fiasa amin’ny fambolena vary sy katsaka |
Nampitombo ny fahalalana 1 |
Fournet-guerin c. , op. Cit. Tak. 352. A l échelle des quartiers, les tensions sont tout aussi perceptibles. Un homme originaire du nord et habitant aux 67 hectares résume ce sentiment il y a des gens ici qui n aiment pas ceux de la côte |
Malagasy tandrefana jiosy tsiny sy tody fitsipi-boninahitra didy folo |
Teny fisaorana 1 lisitry ny eva sy ny fanafohezan-teny 2 lisitry ny fafana 3 famintinana 4 résume 5 summary 6 0. Fampidirana amin’ny ankapobeny 7 1. Ny lalantsaina sy ny fomba fiasa ny vokatry ny fikirakirana voalohany ny akora 9 1.1 ny lalantsaina sy ny fomba fiasa 9 1.1.1 ny fiavianan’ny haitsikera ara-drafitra 9 1.1... |
Fanatanterahana ny malo |
Boiteau, op. Cit, p. 353 jean ralaimongo meurt au cours d’un dernier voyage le 10 août 1943. 62 andry andraina, op. Cit, tak. 191 |
Nofy ratsy |
Ny fitambaran’ny asa soratra izy ireo no niainganay ka nanompananay izao fanadihadiana izao manao hoe ny tarakevitry ny fahafatesana araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany . |
Avadika indray àry zao ny tantara ka samia isika mihaino tsara de ny fitondran’ireo vazaha mpanjanantany ro hambara a? Ay ankilahila ro tonga at? Raha ny lainga de sanatria |
Faridanonana, 1977 |
Ny fiompiana reniomby be ronono niarahana tamin’ny fanjakana soisa sy ny fanjakana norvezianina ary ny pirogirama eran-tany momba ny sakafo. Tany antsirabe sy ny manodidina no nanaovana izany. Boky mena notaterin-ndrandriamamonjy frédéric 70pôlitika ara-toe-karena ny fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiompiana eo ami... |
Bachelard g , l’eau et le rêve, op. Cit, p. 252 la véritable domaine pour étudier l’imagination, ce n’est pas la peinture, c’est l’ uvre littéraire, c’est le mot, c’est la phrase |
Lazao ny lokon’ity tantara ity. Hamarino. Fitanisana. |
Hevitra fototra ilafihan’ny asa |
Hamony ilay nasandratra ho voninkazon’ny fitia, ravaky ny harambato, tena voninkazo dia variana vetivety ’zahay nandalovanao niserana sary indrisy, sary iny, ka tsy hita naka toerana! |
Eo ihany koa ireo lahatsoratra ahitana fanazavana ny hevitry ny teny sasany izay miova rehefa ampiasaina eo amin’ny sehatry ny fivavahana kristianina. Ohatra ny lahatsoratra hoe ny fiteny malagasy sy fivavahana kristiana ny fiteny sy ny fivavahana kristiana eto no resahina, ka misy ny voambolana hoe fanahy, masina, ota... |
Ny sombin-tantara voasokajy ho ao anatin’ny lahatsoratra mitantara ny sombin-tantara. Natao hampihetsi-po sy hanamaivana ny fijaliana na hanariarian-dia no nampiasaina azy tany aloha. Tantara kely nentina nandokoana ny fihetseham-pon’ny mpifankatia na nanehoana ny fijaliana noho ny fitiavana tsy mifamaly ny sombin-tant... |
Mipoitra toa tsy hay tohaina eny rehetra eny ilay voanteny. Mitory ny fihetsika sy ny toetran’ny olona tenenina, mibahan-toerana ao aminy io fihetsiny io. Hita ao amin’ny sahy 127 izany. |
Misy olona voambaka sy itsahin-drahalahy tapenam-bava sy rahonana ka tataovana ahiahy. |
Sary32 alahonko sary33 tora-pasika sary34 ahi-dranomasina |
Fièvre jaune amin’ny teny firantsay. |
Andriamanitra tahio ny mihaino ny tsy manao vava-poana hahazo ny iriny. Andriamanitra ho masoandrony; ka ny fanahy masina mpitari-dalana. |
Mety maneho fanambaniana, hakelezana toy ny mpanoritra i ihany koa ny endrika ilai- mariky maha lahy kandahy , sy ikala- mariky ny maha vavy kambavy manondro olona izy ireo ary mirafitra amin’ny anarana faritany. Ohatra ilaidama, ikalasoa. Mety manondro anaram-biby ireo mpanoritra ireo. Ohatra |
Ny dingana narahina ny kaomina manjakandriana mivantana no nanao izao fangatahana izao tany amin’ny tetika asa onn. I- 1- dingana voalohany efa hatramin’ny ela no nampimenomenona ny olona ny amin’ity tatatra ity noho izy sady tsentsina lava no mitahiry loto betsaka, ka sady manimba ny endriky ny tanàna no manimba ny to... |
Takela-panomanan-desona |
B1 tsara fa misaotra. A’ f1 |
Mbola finaritra angaha hianareo ! Avan-dririnina izany, rankizy, vola-mitapaka mantsy, zareo, mbetika foana dia lasa fa ts’izy. |
Fàfana fafampàfana |
Ny fitsirian’ny fitiavana 63 voahangy tsangy , faribolana sandratra , tak 5 64 boky i , tak 57 |
Ny mpiasam-panjakana araka izany no maro anisa ao amin’io sekoly io, ary mpampianatra manana ny mari-pahaizana takiana amin’ny fampianarana eny amin’ny lisea avokoa no mampianatra ao, na dia samihafa aza izany mari-pahaizana izany. Roapolo 20 izy ireo no tena misahana ny asa fampianarana any an-dakilasy araka ny tarehi... |
Nosoratan’ i ellen g. White hita ao amin’ny boky mpaminany sy mpanjaka, édition, a. D antananarivo madagasikara 1986, imprimerie adventiste, nadikan’ i andré rakotondranaivo mpampianatra avy tamin’ilay boky mitondra ny lohateny hoe prophetes et rois. White, p17-24, 601p 46 louis segond, la sainte bible, traduite des te... |
Ireo dingana arahina alohan’ny raharaha rehetra dia homanina isaky ny hiasa ny mikasika ny vatana, ny saina ary ny fanahy, indrindra ny vola holaniana amin’ny fikarakarana sy ny asa ary ireo fitaovana rehetra ilaina. Amboarina ireo izay simba hary soloina vaovao ireo tsy azo ampiasaina intsony. S rehefa izay dia irosoa... |
Paires variables |
Tsy nahita voanteny hafa mifanova amin’ny alalan’ny fifamalian’ny andiam-peo swahili inzi amin’ny feo na andiam-peo malagasy izahay. |
Maty ilay mpandainga teo am-pisainana ny maty ilay mpivaro-tena nosoratan-drado |
Teto isika, saingy jenjina, safotry ny fahasambarana ka niloka ny ho doria, voninkazo halazo ampitso, volana halaky banga, kintana tsy fanta-dia no nantsointsika hanatrika ’ty voady mahonena, samy nentim-pahatsorana. 87 |
Tamin’ilay ianao |
Vavy ary iray lahy, izay monina ao amin’ny fokontanin’i doany, kaominin’ambatomainty, dia nilaza hoe hajanona amin’ny fianarany ireo lehibebe rehefa misy maka vady satria ny vehivavy tsy mahazo mianatra lavitra fa miandry izay haka vady azy sady tsy araka raha ampianarina daholo izy rehetra fa rehefa mahay manoratra ny... |
Manelanelana |
Lisitra fafana |
Ii. Materiels et methodes ii.1 matériels ii.1.1 choix du thème malgré les différents projets et programmes qui ont été initiés à madagascar dans le but de promouvoir le développement rural, les acquis sont insuffisamment pris en compte par la population cible du programme. D’où une large majorité de paysans vivant enco... |
Ny asa isan-tarika no endrika iray anehoana ny fampihavanana. Fomba fiasa ahafahana mampandray anjara mavitrika ny mpianatra izany. Izany hoe vondrona ara-pifankazahoana no atao. Izay mifankahazo no mifanatona ary mety hisy mpianatra olona ailiky ny sasany amin’izany. Avela malalaka ny mpianatra hisafidy izay olona afa... |
Zazakely fandrao kaikerin ny moka. Soa ihany fa nisy oram-be nivatravatra tamin ny telo ora tolakandro teo ka kelikely ny moka teny an- dalana. Mazava ery tandrifin ny hôtely fa misy jiro elektrika avy amin ny ozinina eny, ka hitan i sahondra izay manaraka ny arabe manoloana iny rano ao anatin ilay tata-drano mamaky ny... |
Amin’ny manjaka ben’ny tany ny lohan’ny omby rarahany toaka koa eo amin’ny tandrony . |
Fitanana ny toetra antenantenany eo amin’ny f1 mankamin’ny f3 eo amin’ny fihaonan’ny renifeo tr antenantenany f1 amin’ny zana-peo mikatona u afara na i aloha izay samy tsy antenantenany f2, izay manome renifeo r, t, s antenantenany f3, misy ny fitanana ny toetra antenantenany eo amin’ny fari-panononana amin’ny alalan’n... |
Ny baiboly , op. Cit, matio 6 12 209 v. A. |
Raha fitia toa zozoro no antenaina mora levona mikoro mampangaina |
Op tak 78 175 op tak 38 176 op tak 36 |
Razafintsalama adolphe 2004 ny finoana sy ny fomba malagasy. Edisiona md paoly- antanànarivo. |
Glottopd n 1 www. Univ. Rouen. Fr dyalang g lottopol http fr. Wikipédia. Org wiki bilinguisme http averman. Free aplu num 54 bilinguisme. Htm http www. Enfants bilingues. Com info. Html http fr. Org wiki image noam chomsky |
Fizarana voalohany ny mikasika ny ohabolana malagasy |
Randriamiadanarivo, aingam-pivoarana, 1995, laharana 6, tak 5 52 ed andriamalala, intervue radio-université, antananarivo, 12 décembre 1966 53 resadresaka nifanaovana tamin’iharilanto patrick andriamangatiana teny an-tranony ny 12 janoary 2015 tamin’ny 8-11 ora |
Eny e! Hajao re ny tontolo iainana eny e! Ny doro tavy ary ialao fa manimba ny gidro sy ny ravinala ’zay soritr’ankanjon’i gasikara. |
Raha toa ka sitrakao, rehefa mby any, aza manadino ahy, rehefa mby any, manorata isan’andro, rehefa mby any, hampahery ny fanahy rehefa mby any! |
Tao amin’ny ta 8 nampanao fitsapam-pahaizana tao amin’ity kilasy ity ihany koa i a, ka ny laza adina famakafakan-kevitra nomeny ny td 4 ihany no nataony tato, saingy tsy nisy fanadihadiana lahatsoratra. Tamin’io adina an-tsoratra io, dia mpianatra 46 no nanao ny fanadinana. Toy izao ny salana isa azon’ireo mpianatra is... |
Mpanatontosa rabodonavalona fara nirina |
Boky i tak 42 |
Ny tantara dia mipetraka. Rehefa miresaka marofotsy dia ao an-tsaina avy hatrany ilay mpitarika ny menalamba. Mahery fon’ ny firenena malagasy ny taona 1896 dia rabezavana. Toy izao no lazain’i rasoanasy momba azy tany amin’ny faritanin’andriamena dia nisy foko marofotsy, |
Fananganana fihetseham-po ao anaty lahateny ny fanontaniana tsy maintsy apetraky ny mpiteny raha hitrandraka ny fihetseham- pon’ny itenenana ao amin’ny fandresen-dahatra izy dia ny hoe iza ilay olona resena lahatra? Mahakasika ny inona ilay hevitra tohanana? Aiza no iresahana azy ? Inona no antony? Ary azo fehezina ve ... |
Teny fanolorana nataon’i ener lalandy mpanoratra sady poety, iray amin’ireo filohamboninahitry ny havatsa upem ao amin’ny boky ilay fitia |
Fizarana voalohany fikarohana ny lafika tokana ao amin’ny asa soratry ratsimaholy francinet |
Haingo desambra 1994 |
Fampitahana ny sombin- tantara sy ny tantara foronina |
Fikarohana ny fd sy ny fk. |
Soraty mazava, venteso ho heno saina matsilo, finiavana feno samy harena avy amin-jehovah sambatra isika satria tsara lova |
Fanazavana ny lohateny aina solon’ny aina aina maro no nolalaovin-drado tamin’ny fisakaizana tamin’ny vehivavy maro, ny ain’i seheno sy ny ain’ireo zaza tao an-kibon’i noro sy i volaso a tsy hanana ray mpiahy sahady. Izany no namonoana an-drado satria ireo aina niala noho izy no nonerany ka namonoana azy. |
Anjara asan’ny mpampianatra ny manao domiverina eo anatrehan’ny valin- teny na fihetsika ataon’ny mpianatra ka toy ny fihetseham-po teo ihany dia mety ho miabo izany na ho miiba feed-back et tsy ho tontosa anefa ireo zavatra rehetra voatanisa ireo raha tsy misy fanomanan-tena maty paika ataon’ny mpampianatra. |
Sary 24 ny mpanjaka vavy vita tafy |
Cf v. A tak 45 204 cf v. A tak 14 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.