text stringlengths 10 11k |
|---|
Ii.1.3. Hain-teny langage d’une époque |
Ao amin’ny tononkalo mahareta , potsipotsirin’ny mpanoratra ireo zavamisy iainan’ny vahoaka mba ho fantatry ny mpitondra, anisan’ireny ny fidangan’ny vidim- piainana, ny fitombon’ny mahantra etsy sy eroa. Ny mpitondra anefa mampanantena ihany. Toy izao ny filazan’i faniry vatosoa izany ao amin’ny tononkalona vahoaka no... |
Ny hendry mody voky, fa ny adala manesika ihany |
Hataon-drenikalo sy ny fahasahian’ireo mpandroba sahy namoaka ny razana tao am-pasana. |
Eo amin’ny fomba fametrahana fanontaniana, dia hita ihany koa fa miezaka ny mpampianatra mba hahatonga ny mpianatra hahazo izay fanontaniana apetrany. Izany hoe, raha tsy hain’ireo mpianatra ny mamaly ny fanontaniana, dia avadiky ny mpampianatra amin’ny fomba hafa izany mandra-pahazoan’ny mpianatra izany. Ohatra fanont... |
Ny hery avy amin’ny fitiavana ny fitiavana no vahatry ny aina, hoy ny hain-teny. Fanafody manasitrana ny alahelon-tsaina sy ny alahelom-panahy rehetra ny fitiavana. Fitiavana no nentin’ireto zanany nanambitamby an-dreniny mba hahamaivana ny fahoriany. Toy izao no nataon’izy ireo tamin’izany mangina i neny ô ! Fantatro,... |
Araka ireo lht ireo, ahoana ny vokatry ny finoana ny vintana eo amin’ny fiainan’ny olona? V misy vokatra tsara ary misy voka-dratsy eo amin’ny fomba fanao sy fisainan’ny olona ny finoana ny fisian’ny vintana. F avaho izay hita fa naterak’izany finoana izany teo amin’ny olona, araka ny lht hatrany? V vokatra tsara mampi... |
Teny fampidirana |
Bema angamba? Dia miery sy miala vonkina daholo kosa ve izany ireo mpiara-miangona ao? Midera an i jesôsy amin ny rindran-javamaneno maredondredona. Dray, mampiakatra aingam-panahy isan andro. Sady tsy azo lavina aloha fa be manja sady manao manjamanja mihitsy ny olona rehefa 365- andeha hiangona, tsy maintsy mifampije... |
Mifaditrovana |
Ka andao isika ho any betilehema mba hitsaoka an’i jesosy kely ’zay vao teraka |
Matoa miroso sy miverimberina ny resaka dia midika izany fa mifandrohy. Ny hoe mifandrohy dia ny fifandraisana eo amin’ny zavatra na toe-javatra. Ity lalàna ity dia tena mifototra amin’ny pragmatika. Izany hoe mijery ny toe-javatra eny amin’ny seha- pitenenana ary mihataka amin’ny lalànan’ny haiteny. |
Ii.3.2.2. Ny mpanoritra sang mitovy ny sehatra ampiasana ny mpanoritra si sy sang saingy ny hevitra fonosin’izy ireo no samy hafa. Anondroana olona na zavatra manan-kasina ny endrika sang ; tsy mifono izany hevitra izany ny endrika si. Ohatra sang raja ny mpanjaka |
Fizarana i 84 fizarana ii 84 fizarana iii 85 fizarana iv 85 fizarana v 86 fizarana vi 88 fizarana vii 90 fizarana viii 90 |
Tsoa-kevitra |
Rabenoely, lovako t9, op. Cit. , tak. 35 110 j. P sartre, qu’est-ce que la littérature? Ed. Gallimard, col. Point , paris 1948, on écrit pas pour soi-même , p. 43 111 r ramaherison, ambioka, febroary 2001 112 dictionnaire petit larousse illustré, librairie larousse, paris, 1982, p. 778, ecrivain qui pratique la poésie.... |
Fa ekeko am-pifaliana ’zay avy aminao ho ahy telina arahin-tsitraka ny fiombonana am-panahy. |
Fiofanana ho mpampianatra no natao mandritra ny fotoana nianarana tao amin’ny ecole normale supérieure heverina araka izany fa mety ny hanaovana fikarohana momba ny haifampianarana, satria, tekinisianina momba izany ny tenanay. Nanosika anay hisafidy izao asa fikarohana izao koa ny fahitana fa mitotogana ny fanabeazana... |
Ireo tsy mpanota |
Tableau n 7 répartition selon les entreprises de placement |
Tsiriry vorona aho, ka misafo rano dia lasa |
Ny épiphore64dia tamberim-boan-teny na andian-teny am-paran’andalana na am- paran’andininy na am-paran’andian-teny mifanesy. Izany hoe mifanohitra amin’ny anaphore ny toerana ahitana azy. Raisina hanaporofoana ny fisian’izany ny ao amin’ny vakodraza? A mitondra ny lohateny hoe indreto a ay, vondrona ambara takila 46, a... |
Dinan’ny afo |
Teto anivon’ny riaka. Librairie ambozontany fianarantsoa |
Nofo kely vao vololona, sedera vao nitsiry, voninkazo vao namontsina sy ketsa vao naniry, voro-nianatra nanidina, eny voa tsy mbola masaka dia nisoka an-tenantenany toa volana misasaka. |
Fiainana. Ny dikan’ny hoe vonto dia lena tanteraka na koa hoe feno tanteraka 102 rehefa nampiarahin’ny mpanoratra amin’ny teny hoe fahoriana io teny io dia azo ambara fa tsy misy afa-tsy ny fahoriana eo amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona, satria ny fahoriana no mameno ny androm-piainany. |
Toy izany koa no hita ao amin’ny tantara as i hedrick gunther no olona fototry ny tantara ety am-piandohana; eny anelanelan’ny fizarana i andry vao mandray anjara ary hita foana izy manomboka eo ka hatramin’ny faran’ny tantara. Dia miara-miseho izy ireo any amin’ny faran’ny tantara. |
Mpirango ao amin’ny tarika rabemanantsoa 40 op. Cit |
Faha ranavalona faha iii 1845-1917 , nanjaka 1883-1897 |
Fa ianao dia mpaninjara tsy mpivarotra ambongadiny mafy loatra izany adiny |
Dia be ireo misaina mitsara ivelambelany mitora-pota-mainty mandainga ery ny lelany. |
Ara-bakiteny ao amin’ny rakibolana malagasy, r. R. Raolison dia mamaritra ny atao hoe vola ho taratasy na metaly misy sary voamarika, ataon’ny fanjakan’ny tany tsirairay avy ka manan-kery amin’io tany io hahazoana mividy zavatra 62. Ara-kevitra mitatra hoy i e. D andriamalala ao amin’iiay vohitry ny nofy ny vola toy ny... |
Ry saina revon-java-bao fa manana inona eto ianao? Ny tsinay anie tsy mba vatsy tsy vita foana ny eto mantsy. 7. Ry manjakandrianombàna afa-po fa aoka hialàna afa-po fa dia misaotra he! Ny foko izao milaotra. 8. Dia veloma ny fahizay, veloma ihany ny havanay ka masina ihany aloha ho tahin’ilay tsitoha. |
Ohatra faharoa, ao amin’ny takila faha-168, izay mitondra ny lohahevitra hoe izy ny tany no manome tombony be indrindra amin’ny zavatra karakarain’ny olombelona. Asainy miverina any amin’ny takila faha-114 ny mpamaky, satria any no ahitana ny lahatsoratra mitondra io lohahevitra io. Tsy hita eo ny mpaka, na mpanao ny s... |
Pahasalamana no omen’ny reny ny ankizy ahafahany mitombo ara-dalana sy haingana. Miharihary ny fanabeazana atolotry ny reny ny zaza na dia mbola kely aza izy tsy ny ara-nofo ihany anefa no anehoany ilay anjara asa sahaniny. Velominy ny vatana amin’ny fanomezana sakafo kanefa tsy ampy hoentin’ny zaza miatrika ny fiainan... |
Misy hatrany ny famakian-dresaka amin’ny fitantarana. Matetika dia ny fiteny andavanandro no ampiasain’ny mpiventy, tsy betsaka ny sarin-teny. Antony roa no mahatonga izany sady manome aina ny fitantarana, mampiroso ny toe-javatra tian- kambara mba hahafahana mamoaka fihetseham-po mivantana ny fiteny andavanandro, no m... |
Matoa misy ny tsy fahombiazana, misy hatrany ny fototra niaviany. Antony telo no hita fa nahatonga izany avy amin’ny zava-misy eo amin’ny sekoly , avy amin’ny mpianatra ary avy amin’ny mpampianatra. |
Groupement humain caractérisé par une même culture, une même langue dictionnaire de la langue française, hachette livre et librairie générale française, 2004, p 209 5 g. C griaule, pourquoi l’ethnolinguistique in langage et cultures africaines, editions françois maspéro, paris 1977, pp 22-23. Par définition, on appelle... |
La littérature est un ensemble des faits sociaux dirkx paul, 2000, op. Cit. , p. 134 . |
Voaloham-pitiavana ! |
Raha fehezina izany, fitadiavana filaminana sy fahafahana eo amin’ny fiainana manontolo ny tolona. Ny tanjona amin’izany, dia ny fandresena sy ny fananana fiainan- tsambatra. Inona avy àry ireo lafin-javatra ifotoran’ny tolona ao amin’ny asa soratr’i di ? 1.4.2. Ny endrika isehoan’ ny tolona ataon’i di. |
Teny fisaorana ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala manao tsinontsinona an- dreniny. |
Nandritra ny andro maromaro no tany ka tamin’ izay indrindra no nanomanan’ ity mpiasa ao an- trano ny tetika hitakiana ny onitra vokatry ny fanararaotan’ ny ray aman- drenin’i mily tany aloha. Tratran’ i samy anefa izany ka voatery namboraka ny marina rehetra izy. Tafaray ny tia sy ny manina teto satria i samy koa dia ... |
Ny karazana asa soratra nataony |
Ara-pahaiza-manao mpianatra mahay manavaka ireo endri-pamadihana isan- karazany serana , laosandry |
B, d, g, j, k, m, n, t, p |
Ts imanato eny ho aho ka maninona? |
Spécialité fpi fpq ftg ma 160 64 |
Sady niteny izy no nosintoniny ny sisin’akanjoko ka nanaraka tsy fidiny aho izao lehitsy no hitadiavako an’ialahy ry jaonary, hoy izy, nony tafadify kely ireo olona izahay. Fantatr’ialahy izao mahazo ahy izao, ka mila hevitra amin’ialahy aho izaho tsy mahalala izay mahazo anao, hoy aho. Hafiriana aho tsy nivoaboaka int... |
Fandaharam-pianarana , taranja malagasy , kilasy voalohany fampianarana ankapobeny 1997-1998 |
Zazavavy atokisan i sahondra amin ny fitaizana an i bakoly i toly, ary mitana ny tsiambaratelon ny fitia afenina iainan izy sy ravalohery. Tsy afa-po tamin ny fitiavana miafina izy ireo, ka namoron-dia nankany mojanga. Tsy niraharaha an i sahondra anefa ravalohery rehefa tanteraka ny filàny. Nalahelo mafy i sahondra. N... |
Organisateur section de l’artisanat et du design unesco partenaires sponsors crafts council of india dastkar andhra |
Breton, op. Cit, tak.80 la définition y est présentée comme embrassant de façon concise et complète les qualités spécifiques d’une chose. 125p. Cit, tak.80 l’argument de définition est une construction du réel en vue d’argumenter. |
Ny fitiavana rano an’ony, tsy voasakan’ny an-terisetra; fa misosa amin’ny nahim-pony, ka hadalan’izay te hametra. |
Eo amin’ny ankohonana tenin’i e. D. Andriamalala ao amin’ny hetraketraka ny hoe meloka ny fitiavana tsy hita ao amin’ny ankohonana na ny fianakaviana. |
Ny fialamboliny |
Fanondroana takila tovana i lahatsoratra notsongaina i 1- sefafi ny fitsinraram-pahefana i 2- bonne gouvernance iv 3- décentralisation v les types majeurs de décentralisation vi 4- déconcentration et décentralisation vi 5- lalàmpanorenana andininy 147 vii 6- lahatsoratra nosoratan’i hermann ravelomanana viii tovana ii ... |
Tanora ao min’ny kaominin’i vodiriana no resy lahatra amin’ny mahazava-dehibe ny fandrindram-piterahana, ary miroso amin’ny fanatanterahana izany. Ireo efa somary zokinjokiny sy maro anaka kosa, dia tsy marisika loatra amin’ny fampiasana ity fomba ity. Maromaro ny antony mahatonga izany, araka ny fanadihadiana nataonay... |
Lohatenin’ny tononkalo pejin’ny tononkalo ao amin’ny boky i |
The cores of this study the novel ny zanako a selected work of clarisse ratsifandrihamanana. As the bible is a source of inspiration for most of the malagasy authors, we entitle this work the christian norm, basis of the novel ny zanako written by clarisse ratsifandrihamanana the research is based on the narrative appr... |
Hevitra marina hevitra voaporofo sy voafakafaka tsara ary eken’ny saina mandinika. Mifanohitra amin’ny hevi-dravina. Iarahan’ny mpiara-monina manaiky ilay hevitra ny fetezany, ny fahamarinany, ary ny fahatsarany. Ny hevitra marina koa, dia izay heverin’ny rehetra fa mety sy tsara ka tokony hampiharina filaza marina fan... |
Saika olana fahita manerana an’i madagasikara ity tsy fandriam-pahalemana ity ankehitriny. Isan’andro, ao amin’ny vaovaom-paritra tvm , dia andrenesana resaka fanolanana, tsatoka antsy, fakana an-keriny na ’’kidnaping’’, fanafihan-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana, famonoana olona tany nosy be ohatra, dia nahitana traf... |
Amin ny tranokala hoe ny rafi-pandaminam-piarahamonina dia fototry ny fiarahamonin’ny olombelona ka mampirindra azy. Ny fiarahamonina tsirairay dia itambarana zavatra maromaro izay tsy maintsy hanaovana fandalinana. Ny fandalinana ireo zavatra ireo sy ny fandalinana ny fifandraisany no miteraka ireto fanontaniana ireto... |
Eo amin ny famaranana tahaka ny famaranana ny fomban-drazana manan-danja ka namonoana omby dia mifarana amin ny fiaraha-misakafo ny lanonana. Mariky ny fiombonana sy fifankatiavan ny mpiara-monina izany. Ny ao firavahana dia mizara telo lehibe ny famaranana lanonam-pamadihana voalohany, ny ady mozika , faharoa ny milan... |
Manantena fahasambarana tokoa ny olona rehefa misinda ny fahoriana, kanefa azo ambara fa ny fiafaran’ny fijaliana no fiafaran’ny fiainana eto an-tany. Tsy afa- misaraka amin’ny olombelona izany ny fahoriana, satria efa anjarany ny mizaka izany izany hono no anjara , ka na tena mafy mety hanaraka hatramin’ny aina aza di... |
Lesona tohiny 2. Karazany |
Fafana 4 fafana maneho ny aretina amonjena dokotera 18 |
Koa aza kivy foana na be ny mpampijaly; ho avy ilay fotoana hihaonana mifaly. In ny tanamasoandro, 31 jolay 1923 |
Tsiahivina dieny eto fa ny tarakevitra izay adika amin’ny teny frantsay hoe thème , dia ny foto-javatra na anton-javatra anaty karazan-dahateny na lahatsoratra ifantohan’ny sain’ny mpanoratra.97 |
Araka ny rakibolana ny famaritana avy ao anaty rakibolana malagasy sy ny rakibolana frantsay no noraisina teto. Azo antoka mantsy fa tsy dia mifanalavitra loatra amin’izany ny voalazan’ny rakibolana hafa. |
Tsapanay ny maha fitaovam-panabeazana ahafaha-mamaha olana ary anehoana ny ahiahy sy fihetseham-po ny lahabolana. Manampy izany ny voalazan’ny iray amin’ny mpampianatra sampana malagasy ato amin’ny ens nandritra ny semineram-paritany momba ny fampianarana ny teny malagasy natao teny benansandratra-fenoarivo fanofanana ... |
Robena ny toe-javatra rehetra toa miray tsikombakomba hampiray antsika ny zavatra rehetra. Toa mahita fomba hanorenantsika fitia tsy misy fetra. |
Soa fa fantatro aza soa ianao nilaza! Amonoako dieny izao izay mba vetso anatiko ao 5 fa raha izay veromanitra fa tsy mba hoe ronono rehefa ela dia tsy ho aritra ka hampisy romoromo ny horonan-tsihy indray 10 dia tsoriko mihitsy fa tsy nahazatra anay. Ny andro mamanala fa izaho angaha adala no dia hitonantonana 15 ka l... |
Lava loatra ny lesona 08 |
Bilan fictif au 30 06 03 |
Ohatra5 ilay adalako amin ny fito alina. Ny taratry ny volana mbola tsy feno tsara dia nitsofotsofoka teny anelakelaky ny alan-kininina teny ho eny. Eo am-baravarankely voabara vy, nisy tovolahy tsara tarehy, toa manao tanisa, toa miresaka irery. Vetivety izy mihomehy, nefa mitomany koa matetika. Maty jiro, tandindona ... |
Iii-3.2. Paika fampianarana miainga amin’ny kabary am-pianakaviana. |
Ny fanahy tahotra ny fanahy tahotra dia fitaovana ampiasaina hitsimbinana ny aina. Ny zaza menavava sy ny akala no tsy mahalala mitsimbina ny aina, izany hoe tsy mahalala matahotra. Sarobidy ny aina hoy indrindra ny ntaolo. Ny mahery tsy maody tsy ela velona |
Ny ahitana ity lohahevitra ity dia ao amin’ireto don-tany sy kapo-tandroka ireto don-tany sy kapo-tandroky ny bado sy ny adala, nosoratan’ i tsiloko mahadiny 37 don-tany sy kapo-tandroka, job rakotojaona 38 ny tian-kambara amin’ny hoe fifanambanian’ny mpifanandrina dia ny tsy fanaovan’izy ireo afatsy ny fifanaratsiana ... |
Antony nahatonga ny faharavam-pitiavana |
Ensemble des termes, des phrases qui constituent un écrit ou une oeuvre 14 un texte est un mode d organisation spécifique qu il faut étudier comme tel en le rapportant aux conditions dans lesquelles il est produit 15 d un point de vue pragmatique, le texte est un ensemble culturel qui renvoie à des données d origines v... |
Toa salopy atopatopan-dranomasina indiana io no madagasikara, nosindrazana malala!185 |
Dell hymes ethnographie de communication , 1962 |
Ampahafantarina ny vahoaka izay zavatra nitranga nandritra ny fiandrasam-paty izany hoe ambara ampahibemaso amin’ny vahoaka tsivakivolo ny hevitra tapaka sy ny zavatra natao rehetra, satria tsy tsara ny zavatra miafinafina. Zon’ny vahoaka ny mahalala izany mba hisian’ny fangaraharana sy ny fifampitokisana 108 satria no... |
Tatitry ny asa vita |
Bourjade notre beau métier, page 9 le maître est là pour conseiller, guider, diriger et parfois aussi s’imposer |
Lahatsoratra mandresy lahatra 1- inona no foto-dresaka eto ? 2- inona no foto-kevitra andresena lahatra eto ? 3- inona avy ireo fomba paika nampiasaina hoenti-mandresy lahatra ? 4- mamorona lahatsoratra fandresen-dahatra iray |
Eo amin’ny lafiny habaka indray dia tsaroana fa tery ny fitoeran’ny mpianatra ka misy ireo mpianatra telo isaky ny seza mirefy iray metatra ny lavany. Ankoatra izany, mifanety loatra ny seza sy latabatra ao anatin’ny efitrano ka manembantsembana ny fivezivezen’ny mpampianatra amin’ny fanaraha-maso ny asa ataon’ny mpian... |
Ecole normale superieure |
Ny ankilany kosa anefa manao fihetsika maneho fitiavana teo anatrehany foana no tiany , kanjo ambadik’izay fitaka, famadihana ny fifanekena ny fony dia efa nataony takalo, hanitsakitsahany ny efa nekeny izay fihetsika izay dia manondro azy ho olona mpihatsaravelatsihy, mody tia kanefa manitsakitsaka. |
Zava-dehibe tamin’ny malagasy ny fihavanana. Malaza ho tia sy fatra- pankamamy izany tokoa ny malagasy. Io no mamatotra ny fianakaviana sy ny ankohonana, araka ny nambaran-draharimanga sy raveloarimanana hoe ny fihavanana sy ny fifankatiavana no kofehy saro-bahana mamatotra ny fianakaviana 116 koa tsy nataon’iharilanto... |
Soa fa nisy ihany fety hovonjena tavan’ andro mba hitsoran’ ny fanahy, hamoronana masoandro handinihana ny misy, hitodiana ny lasa hanoritana ny ampitso, hanamboarana fiasa . |
Ny fahazazany tsy maintsy mandalo ny atao hoe fahazazana ny olombelona rehetra. Ao anatin’izany ny nahaterahana. Teraka tamin’ny 06 desambra 1961 rabekotroka andrianjafy nirina. Tao faratsiho. Izany hoe herintaona taorian’ny nahazoana ny fahaleovantena. Nobeazina araka ny tokony ho izy sy izay tokony hatao amin’ny zaza... |
Cf note supra 25 microsoft r encarta r 2007. C 1993-2006 microsoft corporation. Organisation internationale à but humanitaire, qui oeuvre pour la protection et l’amélioration des droits de l’enfant unicef united nation international children’s emergency fund |
Tsy mba vola mora tola |
Tany hay fonja ? Kanana hopitaly; mamy io fiverenan’i miaro teny amin’ny fonja io koa sy ny tohin’ny fiainany tany no hovahavahana ao amin’ny dingana manaraka. |
Raha lasalasa ny fisainana ilay teny mamiko indray iainana. Tsy teny vaovao fa fantatrao teny tsotra hoe tena tiako ianao! |
Teo aloha dia nosokajiana ho telo araka ny fahitana azy ny halavan’ny lahatsoratra misy ireo noheverina ho fohy , ao ireo antonony ihany , ary ny sasany amin’izy ireo dia hita ho lava loatra azo ambara fa misy lafitsarany ihany ny antony nanaovana azy ireo ho samy hafa na izany aza, azo amboarina ireo tena lava loatra,... |
Dia lazao koa ny tantaratsika roa tapitra sy ritra. |
Sedra misy akoho ao endaso, dia manaova lasopy. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.