text
stringlengths
10
11k
Soa ka zaho mpivavaka koh. Tezera nefa aza manota ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.
Toekarena teny haditra
Ankoatran’ny fahalalana ny fifanovam-peo amin’ny ankapobeny, ny fahafantarana ny tantaran’ny teny malagasy no tanjona amin’ny fandinihana ny fifamaliam-peon’ny teny malagasy amin’ny teny hafa mifandray aminy. Noho izany, dia nandramanay nampitahaina ny fifamaliam-peon’ny teny swahili amin’ny teny malagasy sy ny fifamal...
Haja hajahaja hatahana hajaijaina 151 hajary hajarijary hajariana
Les critères suivants sont à respecter réalité des opérations absence d’enregistrements d’opérations fictives intégralité des informations exempte d’omission éventuelle, comptabilisation des opérations dans une bonne période b s’assurer du respect des politiques et des directives une entreprise en marche doit avoir cla...
Navadibadiko ny diariko, dia voavaky izay voarakitro herintaona tahaka izao, nialoha fifidianana indreo ny anarana efa haiko tsianjery , indreo nataoko menamena ny rijan-kevitra naely. Nataoko maitsomaitso ireo zava-nozaraina, ary izay nampanantenaina ho an’ity vohitray osa nataoko mangamanga kosa.
Nisy tokoa ny olana teo amin ny lafiny fotoana satria nampanano sarotra ny fahazoana ireo tomponandraikitra samihafa teo anivon ny sekoly mba hanaovana fanadihadiana noho ny andraikitra maro sahanin izy ireo. Tsapa ho tsy ampy ihany koa ny fotoana nahafahana nanadihady ireo mpianatra tsirairay sy nandraketana an-tsorat...
Roak e, ro aka rnandroake sarcty tol, ou miroaka sarcty ta c. Nnduire um d1arrette, ur ilttdagc litt. 0pnusscr’’ devnni soi dev nt soi ! ’attdage.
Sotasota ataon’ny ankizy ankizy namira antsy omby
Fa ianao dia zazavavy taratry ny fanaperana eo imason’ny kamboty. Tsy mandalo dia miserana toy ny voninkazo miavona, fa dia manana tsy ferana ilay kantom- pahatsorana ho filamatra iaferana ary miaina fahendrena tsy mba folaka ianteherana!
Ny firaisankina
Rado efa eto aho ho naman’ialahy foana e!
Ny voalaza ao amin’ny fandaharam-pianarana momba ny asa ampanaovina ny mpianatra na ho an’ny fampianarana ankapobeny na ho an’ny fampianarana teknika dia hita fa tsy misy loatra ny filazana momba ny asa ampanaovina ny mpianatra. Ny hany voasaroatra ho an’ny fandaharam-pianaran’ny mpianatra kilasy famaranana sokajy a di...
Ireo ray aman-dreny sy mpiantoka
Tmf 5 301 1 133 332 6766
Placette en pavés 1
Izay no fahitan’ireo mpampianatra ny vokatry ny fampiasana lahatsoratra, fa ny zava-nisy hita kosa no aroso manaraka eto, ka ny fomba nampiasain’ireo mpampianatra nanomezana ny lahatsoratra no iaingana amin’izany.
Voatsindrona kely ihany ny foko, fa toy ny zavatra tsy misy saina sy fanahy no niheveran ilay nanatitra anay teo. Tak 26 fahatezerana nahazo an i mamy noho ny fanambaniana nataon ilay tompona andraikitra azy ireo milanjalanja loha, manabontsibontsin-tratra
Ity tononkira ity, asa moa na radama ii izay namorona ny sora-dihy ihany no namorona tonony, dia miavaka kokoa amin’ny toetra mamelovelo sy kanto ananany ny hazo sy ny tendro, faly mitsiky mijery, miarahaba an- rakotondradama mba hanehoana fa lasan’izay ny ratsy rehetra dia sarinteny miavaka no ampiasainy ny ririnina e...
Eny, sombiniaiko, hoy rainy finaritra saingy, aza dia manao reraka loatra. Izay vitanao ihany atao ! Avelao hataon’ny ankizy izay tsy efa! Hijanona marina aho! Hoy izy taitra tokoa tamin’ny eritreriny. Ndeha hijery ny namako aho.
Hano taim-pory!
Nijanona kely ny teniny ary nirotsaka ny ranomasony. Dia nalain-dramatoa fonosan-damba anankiray tsara pirina tao an-dalimoara ary novahany sy 1380- natolony azy roa lahy fa ireo no enta-kelin’i randria marc. Ilay akanjo tany parisy nasian-dry mompera tao an-toby nitoerany avy eny amin’ny hopitalin’i grenoble nitsaboan...
Comme nous l’avons déjà annoncé précédemment, il importe, en plus de disposer une trésorerie suffisante, de savoir si les activités de l’entreprise ont généré des bénéfices compte tenu des différents coûts achats, fabrication, distribution, si ces 2 critères sont respectés, nous pouvons dire que l’entreprise est compét...
Soritsorito koa ny mikasika ny maty milevina ao. Inona ho an’ireto mpamangy moa izy ireo? Inona no nantenaina taminy? Mbola mifandray mivantana amin’ny lahatsoratra ihany ity fanontaniana ity.
Taranaka andevo ty!
Ambaratonga 1
Fahoriana maro no nandalo teo amin’ny fiainan’i nanja. Niteraka fahadisoam- panantenana teo aminy izany satria izay olona akaiky azy indrindra no maty. Ny gradation no nentin’ny mpanoratra nandaharana izany tao anatin’ny asa soratra. Toy izao no fandaharany azy maty ny reniko nindaosin’ny fahafatesana ny rahavaviko las...
Departement de la formation initiale
Rajaona s. 1972
Ny olana dia tsy maintsy misy vahaolana izay mifanandrify aminy. Ny tanjon’ny sekoly dia hanabe sy hanome fahalalana ho an’ny mpianatra, noho izany, andraikiny ny manamora sy manatsara izany fandraisana sy fampitana fahalalana izany.
Suberville. Op. Cit, p.191 la metaphore elle passe de ll’ abstrait au concret
Mandoko ilay fihetseham-pon’ny reny manoloana ny zanaka ny mpanoratra. Eto i haingo dia mampivohitra ny andraikitra iantsorohan’ny reny eo anatrehan’ny fara aman-dimbiny.
Nefa, ny sary an-tsaina tsy misakana fa hoavy indraindray ny fanakorontanana sy ny sakantsakana ny fampifamadihana fombafomba maromaro madinika amin’ny alalan’ny fialam-boly ny mpamorona na ny mpijery matory, ny fahatongavana be amin’ny hetsika tsy ampoizina, fikofokofohana tsy dia mety, latsa am-bava, fanehoan-kevitra...
Fizarana fahatelo ny fandalinana ireo tantara foronina izay avoakan’ny gazetylakroan’i madagasikara
Paris gembloux. 1983. 128 tak
Tsy maharaka ny fivoarana efa nilaozan’ny toetr’andro
Fanatanterahana ny malo
Ny kolontsaina malagasy sy ny fampandrosoana maharitra , ramboanomentsoandrainy max edmond, faritra analamanga; tananarivien , yvon rangers, faritra analamanga; andrianiko ny fomban-drazako , rahama georgette, port bergé; un zebu à l’école , randriantandra armand, faritra analamanga; amin’izao , ralay hanitriniony dona...
Kilasy iasany
Fantatry ny mpanoratra fa tsy misy andriamanitra mankasitraka ny fisian’ny ady sy ny fanindriana na famonoana olona. Ny ankamaroan’ireo mpitondra anefa dia nanao izany avokoa. Koa mampitandrina azy ireo izy, manambara aminy fa tsy sitrak’andriamanitra velively ny zavatra ataony. Araka ireo ohatra vitsivitsy ireo, dia m...
He! Aina izao no fetra, voadina y izay; reo hafatra sy petra
Madagascar rmbola rovar, abéline eléonore, 12.11.95. In valiha, 25 novambra
Siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, natonta fanindroany tak. 15
Nivoaka kely indray ny gazety telonohorefy tamin’ny taona 1969, kanjo tratran’ny fampiatoana indray. Dia novana endrika àry io gazety voasazy lava io ka nataon-drakotondrasoava georges hoe kintana mena indray no anarany. Fiovana anarana ihany io fa nitohy notanterahana tao ihany ireo izay nofaritana tao amin’ny telonoh...
Mpitarika andriamatoa andriamanatsilavo seth maître de conférences
Fanakianana mahery vaika ny mpanao pôlitika no votoatin’ity lahateny ity noho ny fitavozavozany eo amin’ny fanendrena ny praiminisitra. Samy iantefan’izany ny mpitondra manam-pahefana na ny mpanohitra. Mampitandrina azy ireo ny mpanoratra fa mety hitroatra amin’ny fotoana tsy ampoizina ny vahoaka, fa tsy tokony hohever...
Tsiry aingan-tsento sy fahoriana, izany no nanery ny fanahy ka tsy tana e ! Mino tsiry, mbola manana alahelo amiko ve ianao mamelà ahy fa diso
Mahatafita ny zava-kendrena ve ny drafitra?
Lohateny ny osika ao amin’ny faritra marolambo, maneho ny fiainam- piarahamonina malagasy-betsimisaraka mpikaroka rakotoary souilemane valéry
Ny tombana nataon’ny mpampianatra tao amin’ny l. F. B. A.
Taratasy solontena no alefaso mba hiresaka hahatsiarovako anareo ’zay tsy afaka hanaraka raha tonga mantsy ireny mba hilaza vaovao toy ny hita maso indray ianareo rehetra izao
Ireo toetra amam-pihetsika tsara tokony ho tanana samy manana ny toetra mampiavaka azy ny olombelona tsirairay avy. Ny toetra tsara mazàna dia miteraka voka-tsoa ho an’ny manao azy sy ny manodidina. Midika izany fa tokony hotohizana hatrany ilay izy. Azo sokajiana ho roa izy araka izany
Jereo ka mahita raha mba misy fahoriana toy izao manjo ahy izao.
Ka ataoko ahoana no fangina fa samy itoeram-pahatsiarovana irony karazam-piafihana miendrika hazofijaliana teny ambonin’i raneny 1 izahay ho an’ny vohimaro, niato tao ambondromamy ilay sambo nevada, tsara bika kindriandriana ny ankizy nitsimpona akorandriaka, ka variana ilay tany mahasoa tamin’ny indray 10 aout isika i...
Dia vano 19
Ny fontsiko, mantsy, izao
Mpandefa ny hafatra mpampianatra
Ny fandaozana ny tokantrano 102 boky i , tak 12 103 boky i , tak 48
Fototry ny resaka dinihina moa io paroasy io ka tsara raha mba faritana izay toerana ahitana azy. Noho izany indrindra no ijerena ny manodidina azy raha ny ara- jeôgirafia.
Fehiny tsapan’ny mpanoratra ny hasarobidin’ny literatiora nentim-paharazana, ka nampitodika ny sainy tany amin’ny haintenin’ny ntaolo. Izy ireny manko no mitahiry ny hanitry ny fahendrena sy ny fahaiza-miaina ary ny soatoavina malagasy. Mora takarina kokoa anefa ny hainteny nohavaozina noho ny haintenin’ny ntaolo, koa ...
Fréquence le contrôle de gestion est rythmé par le reporting mensuel et son analyse est bousculée par les priorités de la direction générale, il réagit en temps réel alors que les missions d’audit sont systématiques, structurées, et progressives 5 les travaux de l’audit interne sont planifiés par l’auditeur, et validés...
Boky i tak 52
Ny fandrosoana kendren’ny mamahoaka mikendry fandrosoana amin’ny lafiny roa 02 ihany koa ny fanatanterahana ny mamahoaka ny fandrosoana ara-toe-karena, ny fandrosoana eo amin’ny maha olona.
Mahaliana ny karazana vanim- 1
Ny mitondra tehina mora, fa ny mitondra tena sarotra
Récolte des données
La mise en uvre
On admet sans peine l influence qu une époque donnée, qu un mode littéraire exercent sur un écrivain ainsi que les variations subies par les uvres selon qu elles sont écrites au début de la vie d un romancier ou à la fin de son existence. La rédaction d un ouvrage s étend souvent sur plusieurs années. Les conceptions q...
Ny fampianarana amin ny vanim-potoana akehitriny no tokony hasiana rafitra miorina amin ny asa famokarana mba hahazo fahalalana kokoa ny mpamboly
Araka ny rakibolana
Izy iry ambony iry? Izaho ihany ity! Maninona eny indriako eto no akany fodiako sady ikotrehako atody no iandrasam-pandranto mba hody172
Faharetan’ny ora anaovana ny taranja
Alatsinainy-bakaro
Evans pritchard, op, cit, tak 79, l’anthropologue doit communiquer avec elles les populations dans leur langue
Régis rajemisa raolison, 1985, rakibolana malagasy, fianarantsoa, tak 73
Banque mondiale, madagascar poverty assesment, 1996, p. 8 un meilleur accès au credit devrait faciliter l’achat de materiel et leur permettre d’améliorer la qualité de leurs activités et accroître leurs rendements
Teny fisaorana fa ny fahasoavan’andriamanitra no nahatoy izao ahy
Ohatra vanàka vananàka taraiky fijery sy fihetsika, manao jerin adala ela vao mahadini-javatra
Ilay olona vavana raha toa ka ho izany no entina iantsoana ireo teny mamaroratra tsy miato amin’ny vatan’ny tantara mibitsika aminao mba hahatsiaro ireo lasa sy ny efa
Vehivavy vao manontany ny lehilahy, saingy hatreto aloha dia ny vehivavy ihany no miteny farany amin’ny ankapobeny. Araka izany, heverina fa ny fomba mitarika fahazaram-pisainana sy fihetsika no isan’ny sakana amin’ny fampifandanjana ny toeran’ny lehilahy sy ny vehivavy. Raha io fehezanteny ifanaovan’izy roa tonta io t...
Tsapan’ny malagasy ny maha izy azy ny vehivavy eto ; loharanon-taranaka, kitapo nifonosana ka nomeny anaram-panajana hoe andriambavilanitra, nefa dia mbola kilasiana ho farany amin’ny mpanotrona hafa
Sasin-teny 1 0.2 petrakolana 1 0.3 petrakevitra 2 0.4 antony nisafidianana ny lohahevitra 2 0.5 zava-kendrena 2 0.6 ny fomba nanatanterahana ny asa 3 0.7 ny olana nosetraina 3 o.8 ny vahaolana noraisina 4 0.9 lalan-tsaina anompanana ny asa 5 fizarana voalohany i- mombamomba fizarana asa 6 1- ny toerana nanaovana fizara...
Inty ihany koa misy fomba iray hafa azo atao tsara misy ny tanora tia mikarakara ny efi-tranony. Fomba iray azo atao, araka izany ny mampiasa ireny tenina mpandinika na ohabolana sns ireny ho tahaka ny teny filamatra, ka hatao haingon’ny efi-trano. Raha hazavaina bebe kokoa izany dia izao soratana amin’ny taratasy ilay...
Teny fampidirana
Il faut noter que la fram est une association parmi d’autres pouvant contribuer aux activités de la feffi par le biais du versement de fonds dans la caisse feffi. D’après nos sondages, dans l’epp antanety i, 3 personnes soit 20 des individus enquêtés parents d’élèves n’arrivent pas à expliquer la différence entre la ca...
Ireo notanisaina ireo dia saika toerana faleha andavanandro avokoa. Fa ambonin’ireo, dia mbola misy toerana roa voalaza matetika ihany koa ny hôtely sy ny fonja.
Le capitaine encor jette un regard au pôle dont il vient drexplorer les détroits inconnus. Lreau monte à ses genoux et frappe son épaule ; il peut lever au ciel lrun de ses deux bras nus. Son navire est coulé, sa vie est révolue il lance la bouteille à la mer, et salue les jours de lravenir qui pour lui sont venus.
Tokony hahalala tsara ny mpianatra ny mpampianatra. Izany hoe, tokony ho fantany ny taonan’ny mpianatra, ny toerana misy azy, ny momba ireo ray aman- dreniny na ireo olona hipetrahany, ny fiainany andavanandro, ny toetra amam- pihetsiky ny mpianatra sy ny filàny manoloana izany, ny haabon’ny fahalalana ananany, ny haki...
Tsy izay nohelohina hatao sesitany ihany tsy akory no hoe faraidiny f’ireo izay terena vozonana hatrany handia izany lalana tsy nofinidiny.
Fafana 57 takela-panomanan-desona fitsikerana hevitra ho an’ny kilasy famaranana
Fa avy tao anaty rantsana no nandrenesako tsy nahy siotsioka nikarantsana nampitroatra ny fanahy.
Tsoa-kevitra avy amin’ireo tenina mpandinika samihafa ireo.
Amin’ny fanabeazana dia mandray anjara feno ny fiangonana ôrtôdôksa eto madagasikara. Manana sekoly fanabeazana fototra 9 sy sekoly fiofanana asa technique 1 any toliara ny fiangonana. Ankoatra ireo dia misy koa ny fampianarana katesizy ny ankizy any am-piangonana isaky ny asabotsy. Ampianarina ny ankizy ao ohatra ny t...
Fitambarany
Fanohanana ara-kevitra foana no andresena lahatra ny ankizy. F inona ny olana amin’ny fanabeazana izay iandraiketanao? V tsy ampy ny fitaovana indrindra rehefa manadio ohatra antsy, angady, kofafa, sns f nisy fiofanana manokana ve nialohan’ny niasanao tato amin’ny akany? V misy ny fiofanana mahakasika ny fanabeazana ny...
Ho an’ity kaominina ity manokana dia ny mônôgrafia 2013 no azon’ny tomponandraikitra natolotra, satria nambaran’izy ireo fa mbola vao eo am- pandrafetana ny vaovao 2014-2015 izy ireo toy izao no azo ambara mikasika an’ambohitrimanjaka 1.1.1.1. Ny toerana misy azy
Mme mariette, service des statistiques men, juillet 2015
Literatiora norantovina amin’ny literatioram-bahoaka ireo rehetra ireo dia samy azo anasokajiana ny tono ngah mikalo ho literatiora madinika. Fa anisan’ny toetra iray ihany koa ny fandraisana ny literatioram- bahoaka. Iray amin’ireny ny hira. Tahaka izao ny fomba entin’i miara maneho ny zava-misy amin’alalan’ny tononki...
Ny anarana samihafa amin’ity sokajy ity dia mbola avahana ny anarana iombonana sy ny anaran- tsamirery
Ny andian-teny mivady ny fitia dia miverina isaky ny andininy. Toy izao ny fisehony nanjary adinao ny adim-pitarainako, nanjary fiainanao ny fiainana iainako ny antony ? Satria mivady ny fitia !