text stringlengths 10 11k |
|---|
Ho an ny famelabelarana dia tsaraina sy omena isa ny fahamarinan ny hevitra , ny fanarahana drafitra ary ny tsy fahadisoan-tsipelina isa10 |
Tompon’andraikitra amin’ny asany ny mpanoratra madagascar tribune 20 avrily |
Tambohobe ankerana 6 21 |
Fehezanteny mety ho azo koa ny nilaza izy fa mianatra izahay afakampitso, |
Wellek et warren |
Izany fahombiazana na tsy fahombiazana izany moa, dia niseho tamin’ny isa nomen’ny mpampianatra, tamin’ny fitsapam-pahaizana. |
Va voasambotra i eva rafieldmond lehiben’ny mpanondrana harena sarobidy. Nentina niaraka taminy ireo harena sisa tsy lasan’ilay sambo mpitondra entana an-tsokosoko mankany ivelany. |
Mandritra ny fampianarana ihany koa dia maro ireo mpianatra no tsy mifantoka amin’ny fampianarana. Tamin’ireo kilasy 4 nanaovana fanadihadiana 2 f. P. I sy 2 f. Q dia nahitana mpianatra 10 matory mandritra ny fampianarana, mpianatra 3 no mamo, 15 ireo tsy manaraka fampianarana, fa miresaka na manao zavatra hafa. Raha n... |
Ny asa fampianarana dia toy ny dokam-barotra, izany hoe fisarihana ny sain’ny mpianatra mba hanjifa ny fahalalana omena azy. Araka izany, zava-dehibe ny fitaovana enti-mampianatra sy ny fisafidianana izany mba hampahomby ny asa. I victor schwab, manam-pahaizana manokana momba ny famokarana dokam- barotra, dia manambara... |
Groupe développement. |
Ao amin’ny kilasy voalohany |
Tantaran’i madagasikara isam-paritra zanahary ny tromba tsipelina ho enti-manavaka ny roroa andriamananoka paul, ramasindraibe, emmanuel ranetsa, famaranana ataon’i père rafidiarimanana antananarivosem ,48 p mulitigr 21 cm |
Izany tsy fifidianan’ny fahafatesana izay olona alaina izany no mahatonga ireto mpanoratra ireto hihevitra fa mpihetraketraka ny fahafatesana. |
Ny zava-kendrena tsy vitsy ny mpampianatra namana mieritreritra fa ny an-tsoratra ihany no azo tombanana amin ny fampianarana ny taranja malagasy. Ity asa fikarohana ity dia natao hampahafantarana sy handinihana indrindra ny toerana sahanin ny am-bava eo amin ny fampianarana ny taranja malagasy. Andaniny, ho fanampiana... |
Adam, jean michel, 2001. Les textes types et prototypes récit, description, argumentation, explication, argumentation, explication et dialogue. France nathan. 223p. Andriar, samuel, 2017. Initiation à la psychosociologie. Antananarivo fjkm imarivolanitra. 70p. |
Rol ety la roulette, , , util ju charron, qui lui sert a mesurer les wues il cc mpilre la circnnference exterieure d lfl roue de hoi. S et la circonierence interieur du hflnd11ge. Celu. I-ci doit etre legc-remenl plus petit, pour resserrer la rnue 9uilnd ii se retrac e aprh avoir et pose; , chftud fr. ; terme de chmron... |
Manavaka ny foko anta ala ary mandray anjara betsaka eo amin’ny sehatry ny fahafatesana ny fitafiana. Taloha dia ny fitafy fite a andavanandro ihany no entina miatrika fahoriana taty aoriana anefa dia tsy izany intsony no mitranga noho ny fivoarana sy ny fandrosoana, ka nahatonga elanelana eo amin’ny karazam-pitafy sy ... |
Mihanjaka ny tena raha tsy rakofanao fa tena io toavina teny io irahina tena io avahana tena io teny |
Faralahy na i idealy-soa zanany kosa dia nanoratra tantara foronina miisa 08 nanomboka ny taona 1977 ka hatramin’ny taona 1982. |
Angaha lasa adala? Hoy i navalona. |
Bema oadray rangahy roy tena miditra tokoa, anontanio ny anabavin- drangahy e! Izy no tena mpitarika ahy. Mpivavaka be tahaka ny inona! |
Ny hira dia manana anjara asa lehibe amin’ny fanabeazana ny ankizy. Ho an- dratsimba georges dia hatramin’ny fahazazany mihitsy no anorenana izany fanabeazana an-kira izany. Ny fandrotsirotsiana ny zaza dia miorina amin’ny hira ataon’ny reny azy na izay misolo ny toerany amin’ny fotoana tsy maha eo azy. Fanabeazana ny ... |
Ny mikotaba dia fomban’ny osa fa ny zatra ady milamina kosa mangina na inona zava-mahory fa ny mangina tsy resy tsy akory! |
Richardson h. A 1897 malagasy tononkira and hymnology, in a. A 1897 sibree j 1886 malagasy hymnology and its connection with christian life in a. A, n 10, 1886 1889 the oratory, songs, legends, and folk-tales of the malagasy part ii, a. A n 13,1889- n 15, 1891 |
Fanamboarana |
Ambaratonga mpampianatra avy |
Horintsina horintsindritsina |
Satria moa tany savo-drazana io nitarika ny disadisa io. Amin’ny maha tany savo- drazana azy izay dia tsy misy afaka milaza ho tompony irery. Natao ny marimaritra iraisana mba tsy hampihenjana ny tady. Araka ny resaka nivoitra nandritra ny fanazavana dia izany zamakaventy izany no tena tompony. Noho |
Nampitsaharin’ny saina ny taraina nataon’ny fo ka nobaikony hoe mangina , izany hoe nampahafantariny ny fo fa tsy maintsy ho faty ny nofo, satria efa lalàna mifehy ny manan’aina ny fahafatesana. Nasainy naato aloha ny tebitebin’ny fo, avy eo narosony ny fanazavana mikasika ny fahafatesana. |
Teny fampidirana 1 |
Taona 0-5 6-10 11-17 18-60 60 totaliny isany 250 496 885 950 69 2650 |
Nahatsiaro ho nijaly ary tena tsy nahita masoandro mihiratra mihitsy ny malagasy, raha ny fiantraikan’ny zava-misy ara-toekarena, teo amin’ny toetsain’ny olona no resahina. |
Dia mbola hotoriako na ela na haingana apetrako ho sora-baventy mivaingana ady ny fiainana ka mijoroa ! Ny resy tsy miady dia resy in-droa! |
Vokatry ny tsy faneken’ny filohan’ny tetezamita dia niverina nanao fihaonana indray ireo ankolafy voakasika. Natao sonia indray ny fifanarahana faharoa izay mirakitra ny fananganana governemantan’ny maro an’isa sy ny fiombonam-pirenena. Napetraka ho praiminisitra tamin’izany andriamatoa camille vital. Mbola tsy nahomby... |
Ny fanovan-javatra miseho amin’ny endrika roa ny fanovan-javatra nandokoan’ny mpanoratra ny fanabeazana nataony izay mifandray amin’ny lafim-piainana maro samihafa ny métaphore 257 na ny fanovana endri-javatra -ny métonymie 258 na ny fanovana anarana |
Ny razana hery tsy hita inoan ny malagasy ny razana. Nomen-kaja manokana ary natahorana mafy mihitsy ny fanahin ny olona maty izay efa vita fanandratana ho razana. Ivavahana sy angataham- pitahiana izy ireny. Ka ny sorona no fitaovana hoentina manatona sy iantsoana azy. Heverina fa mivezivezy sy miriria any ankoatra ny... |
Ahy manokana tsy mizara, |
Fileovana 2 no ho mihoatra kosa no atao hoe fokonolona, ary ny loholon ny fokonolona no mitantana azy. Marihina fa tsy azo atao loholona raha tsy efa vita donak afo dingana faharoa ao amin ny mpanazava zokiny 34. Raha tsy ampy kosa ny mpikambana dia tsy mizara ho fileovana akory. Ny fokonolona moa dia misafidy vehivavy... |
Miora mija has ina mija |
Fandravonana |
Ny reniny indray mba niteny, niangavy sy velon-taraina 35 mijanona ry be renireny fa manina anao e ! Ny saina. |
Express de madagascar, 05 janoary 2007. |
Proposition de gestion recueillie |
Ny mpitantara na narrateur dia ilay mitantara ny seho rehetra 39 ny narrateur dia avy amin’ny teny hoe gnarus, celui qui sait tout mahalala ny zavatra rehetra. Manaporofo izany ireto mampiasa ny mpisolo tena laharana fahatelo ny mpitantara rehefa milaza ny mpandray anjara. Toy izao no fitaterany ny tenin’ny mpandray an... |
Ny fanamian’ireo olom-boatokana ao anivon’ny fiangonana misy ohabolana vahiny izay milaza ny momba ny fanamiana manao hoe l’habit ne fait pas le moine raha adika tsotsotra izany dia hoe tsy ny fitafiana no maha relijiozy araka izany, rehefa vita ny kônsily vatikana faharoa, dia namela malalaka ireo olom-boahosotra hana... |
Amin’iny angamba mantsy no hihaonako tsy nahy amin’ilay olon-tiako ’zay nambabo ny fanahy. |
Bourneuf r et ouellet r , l’univers du roman, puf, 4è éd. , paris, 1985, p.61 un scène dans un roman est soumis à des principes d’unités lieu, temps, action 26 eterstein c sous la direction de et all, la littérature de a à z, hatier, paris, 1998 , p.327 le personnage est un être de papier , traditionnellement doté des ... |
Amin’izao fotoana izao ao gasikara ao! Mamehy ny voalaza rehetra etsy ambony ity andinin-tononkalon’i nalisoa ravalitera ity. 2.2.1.3 fanariana ny maha malagasy ary fandraisana ny fanatontoloana |
Fifindran-ndrefana |
Mpanabe ianao , sakaiza, mahereza! 10-mafy ny asanao kanefa dia meteza ny vokatrao tsy maintsy vokatra mateza! |
Nitodika aho, indro randria vadiko no tazako mahery fihavy |
L’-, ’o , t; jo l , q. , l rakdt? Njanahary n ’ a meva mahenintso0 |
Sary 14 lovako t12 tak.134 |
Sakafo manana ireo |
Ny fomba filazan-javatra nanehoana ny valin’ireo teny fanebahana nation- drazafindramanana sy ny fanapahan-kevitry randrianantoanina no novahavahana teo. Fomba filazan-javatra samihafa no nolalaovin’ny mpiventy tamin’izany. Tao ny tamberin-javatra, toy ny tamberim-peo assonance sy ny allitération , nenti- nampiharihary... |
Ny fampandrosoana |
Tsofy rano ny tai ako mangataka azafady satria ao ny ray aman-dreny ze nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka, zaza aho eto a atrehan’izany. Ma araka an’izay ihany koa ao zany ny zokibe toa ray, ny zandry mahaleo mahalasana rehetra, indrindra indrindra moa isika rehetra rehetra izay atao hoe 05 zaza amam-behivavy. Tat... |
Zonao ny mifaly zonao ny mampijaly izay heverinao ho ambany zonao moa izany? Eny hoy ny avalinao eny fa satria ianao eo ambonin’ny lalana fa olon’ny fitondrana zon’ny tia ny miaro zon’ny tia ny mivalo rehefa misy ny tsy mety rehefa injay fa voafefy eny hoy izy satria eny fa satria izy tia tia anao izay malalany tiany i... |
Izany ve no lahatra tsy azo ihodivirana noho ny tonom-bintana? |
Averina ny fitsipiky 1 |
Fafana lah 6 fitsinjarana ny andraikitry ny lehilahy sy ny vehivavy |
Niteraka sain-dratsy tao amin’ny nenitoany ny fahitana an i miaro nanatitra an’i felana teo am-bavahady. Tsy niandry ela taorian’izay nanampy trotraka ny tenin’i dadatoa tamin’ny teny fampieritreretana maro. Nanakorontana ny sainy izany saingy tsy nahafaty ilay tsirim-panantenany ho tafita. Fanantenana ny hanana ho avy... |
Nefa re ny sovok’ady dia mandady, |
Mifehy ny fiarahamonina ary ny endri-piainan’ny malagasy ny tononkalon’i ran e. Inona àry no azo ambara mahakasika ny tontolo iainana ny kanto ao amin’ny tononkalon’i ran e? |
Heverin’ny ntaolo malagasy, fa mialoalo eny amin’izay misy azy mandrakariva ny fanahin’ireo razany, mitsinjo hatrany ny taranany, ary koa afa-mampita ny hetahetany any amin’ny zanahary. Efa nanamarika izany ny fahitan’i a et g. Grandidier milaza fa amin’ny malagasy ny fanahin’ireo maty , dia mpiaro, anjely mpiambina, m... |
Ora misakafo hariva matory 10ora |
Dia manadino ny vahoaka sy ny teny ifanekena dia mangalatra ny harem-pirenena hatramin’ny fanampiana, avy any dilambato! Dia manamafy seza sy tia mangala-bato dia tia ny mikabary, manao ronono an-tavy manodina ny tsara ho azy mianakavy dia miavonavom-bava sy tia mirehareha manao didy jadona sy didy kofehy lehibe lasa t... |
Samy manomana zavatra hoenti-manatanteraka ny malo avokoa ny mpifanandrina sy ny mpitarika. Ny fanomanana ataon’ny mpifanandrina no hofakafakaina amin’izao zana-kevitra izao, satria efa voazava tamin’ny andraikitra ataon’ny mpitarika mialoha ny andron’ny malo ny ajara fanomanana ho azy. |
Zava-nitranga teo amin’ny fiarahamonina -filofosany tamin’ny fianarana -fahaizany nifandray tamin’ireo fianakaviany, namany, ary mpiara-miasa taminy na tao moramanga, na tao antananarivo -fanambadiana an-drandria -fahasambarana ao an-tokantrano -fitiavana vady aman-janaka -fitiavan-tanindrazana -fahamarinana |
Fiarahabana tsingerin-taona |
Tsy namaly ny teniny randria satria fantany loatra mantsy ny foto-pisainan’i miaro. Nolaviny an-kitsirano mantsy ny filazan-drandria fa fitiavana no manosika an’i felana hijery azy. Navelan-drandria irery teo izy ka afaka nisaina tsara izay tokony hataony. Nentin- drandria nandresen-dahatra azy koa ny fahafahan-dramino... |
Aoka ho lozako, anteriko raha toa ianao ry teniko no avelako hotsindriany amin’ireto fanampiany. Manoloana ny fanaratsiana ataon’ny sasany handevonana ny tenin- drazana, dia ny tononkalo tsy hirodana 123 no nentin-drabenja solomon hitaomana sy hanentanana ny malagasy hanana fahasahiana hiaro hatrany ny teniny hetraketr... |
Paikady nentina nanazava fihantsiana no mamaky ny resaka eto; fihantsiana mamaky batsilana ny toetratsika arahana ohatra miendrika fanontaniana entina ampieritreretana ny olona iresahana izahay ambony ka tsy voafehin’ny lalàna entina manitatra dia mandroso toe-javatra na hevitra hafa manampy ilay teo aloha, miendrika f... |
Araka izany, nanana ny fomba nanehoany azy izy ireo ny malok’ila 1-5. Anisan’ny navoitran’izy ireo tamin’izany ny feo sy ny voambolana, ary koa ny fehezanteny, omena eto koa ny lanjan’ny teny nampiasaina tato amin’ny malok’ila 1-5. 3.2.1. Ny feo |
Araka ireo vokatra ireo dia ny 51,71 n’ny mpianatra no tsy mankasitraka ny fandaharam-pianarana. Ny 42 tamin’ireo mpianatra ireo moa dia nilaza fa tsy mankasitraka ny f. D. P satria efa nilaozan’ny toetr’andro izany. Izany hoe, ny 46,15 n’ireo mpianatra no naneho izany hevitra izany. |
Ny firafitry ny famaranana |
Charaudeau, 2002 voambolana typologie des discours les typologies situationnelles elles font intervenir le domaine d’activité sociale dans lequel s’exerce le discours. On trouvera donc des classifications qui distribuent le discours sur diverses zones de la société. On peut classer les divers genres de discours attaché... |
Akany nanovozan-tsoa marobe tsy voatanisa saingy kosa ankehitriny toy ny nofinofy sisa. |
Ny fiarovana ny aina maha olona. 115 3.1.3.2. Ny fandraisana sy ny fanaovana adidy 117 3.1.3.3. Ny fahaizana mihary 117 3.1.3.4. Ny fampandrosoana ny tanàna 118 3.2. Ny olana. 118 3.2.1. Eo amin’ny lafiny finoana 119 3.2.2. Eo amin’ny lafiny toe-karena 120 3.2.3. Eo amin’ny lafiny sôsialy 122 3.2.4. Tsy fahafantarana n... |
Lohateny ny anjara lahatra vintana |
Manefitra azy avy ao avaratra, ny fokontanin’anjahamarina; avy ao atsimo ny fokontanin’antanambao; ny avy ao andrefana ny fokontanin’ankiakalava faharoa; avy atsinanana kosa, ny renirano antenambalana. Mizara roa io fokontanin’ankiakabe io ka ny tapany avaratra, ankiakabe fa ny tapany atsimo kosa dia andavanio. Any ami... |
Izay raha hazavaina ny antony nahatonga anay tsy hanaraka ny fizarazaran’ny fampisehoana amin’ny fandinihana ny fomba filazan-javatra. Heverinay fa manara- penitra kokoa ny famakafakana sady mampisongadina ny fifandraisan’ny hira gasy amin’ny karazan-java-kanto iray mitovitovy endrika aminy, toy ny tantara tsangana. Af... |
Sommaire remerciements i avant- propos ii sommaire iii liste des abreviations et des acronymes iv liste des tableaux et des graphiques v introduction 1 partie i presentation du programme saha 2 chapitre 1 description du programme 2 section 1- pour la première phase 3 section 2- pour sa seconde phase 3 section 3- la tro... |
Ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny asa |
Maro ireto iret? Iretsy irets? Ireroa irer? Ireo ireny |
Takelaka notsongaina ii, 1972 ambozontany f tsoa, 338 pejy |
Présenté par mevaharisoa dina maminiaina |
Mdrm mouvement démocratique de la rénovation malgache monima mouvement national pour l’indépendance de madagascar mfm mpitolona ho an’ny fanjakan’ny madinika pib produit intérieur brut |
Ny tarehin-tsoratra |
Voafetra ho eo amin’ny volana oktobra ka hatramin’ny jolay ihany izany famoaham-boky izany. Ho an’ny sampana antananarivo kosa, riambola mitia no filoha mitantana azy ankehitriny. Tsara ihany ny mampahafantatra fa ny filoha isan-tsampana dia fidina isaky ny roa taona, ka latsa-bato miafina no anatanterahana ny fifidian... |
Seheno rahampitso àry aho no hiala eto e! Mino angamba, fa afaka ny hanome ahy izay sisa karamako at? Ianareo, satria tsy volabe akory izany! |
Tsy amin ny alalan ny fijerena ny isa azon ny mpianatra amin ny asa izay ataony ihany no ahatarafana ny endriky ny tsy fahombiazana fa notarafina tamin ny toetra amam-pihetsika nasehony tao an-dakilasy ihany koa izany. Ny fandinihana ny fihetsiky ny mpianatra mantsy dia fomba iray ahafantarana sahady na mifantoka amin ... |
Mackey la langue maternelle a détérminé leur vision du monde, toute leur vie durant et modelé leur psyché par association avec leurs émotions, et tout formant collectivement l’âme de la nation op. Cit. P.49. |
Paul ottino , les économies paysannes du bas mangoky , paris edition berger levrault 1963 pp 115 la veritable richesse ce sont les b ufs |
Jereo a. Ny fa obiana, akora voaangona, tak. I fa obiana fankaherezana ny velona , fa obiana famala ana , tak. Ii fa obiana filazana ny dingana nolalovan’ny maty , tak. Iv fa obiana fitsofan-drano ny maty 87 na mirary fahafatesana ho tonga 88 volo na bararatabe notresatresahina ary nohamainina, nasiana voan-javatra mik... |
Ny ventin-kevitra hoe mba jereo ny mpanao hotely no ilafihan’ny amplification amahavahana ny hetsika sy ny fotoana anatanterahana azy ary enti- mandoko ny tsy fiovam-piainana. Ny amplification izany eto dia natao handetehana toe-tsaina feno fikirizana izay ananan’ny mpanao hotely rahateo ao amin’ny mpihaino. |
Amin’ny maha olombelona dia miezaka manaja sy manaraka ny rafi-piaraha-monina sy ny lalàm-piaraha-monina ny mpanoratra. Izany hoe miezaka mba tsy hiala amin’izay zavatra ifampifehezan’ny mpiara-belona. Na izany aza anefa dia tsy voafetran’ny lalàna sy ny fepetra maha olombelona ny fihetseham-po ao anatin’ny mpanoratra,... |
Ho an’ny fianakaviana 30-35 2 |
Raisina anaty kahie |
Milaza toerana ny teny hoe lakato, mamaritra azy araka izany ny mpanondro toerana ao, manampy amin’ny famaritana azy io ihany ny mpamaritra tsy manondro toerana i y o y. Amin’ny maha mpamaritra azy dia tsy misahana anjara manokana ireo mpanondro ireo eto. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.