text
stringlengths 10
11k
|
|---|
Rahajarizafy, mey 1972, tak 58 66 e. D andriamalala, ny fanagasiana, op cit, tak 13
|
Ny fanabeazana araka ny ahitana azy ao amin ny tantara foronina ny zanako i sy ii, nosoratan i clarisse raratsifandrihamanana
|
Raolison r. R
|
Famintinana ny fizarana faharoa
|
Mahalasa saina tsinona ! Gasy ray aho gasy reny nefa tsy gasy ny fiteny, tsy vahiny feno koa fa dia tsy hay intsony moa35 ny fahapotehan’ny teny anefa dia midika ho fahapotehan’ilay fanahy maha olona mihitsy. Hoy i zo maminirina raha maratra ny teny dia maratra koa izany ny fanahy 36. Manoloana izany dia mahatsiaro ho manana adidy ireo mpanoratra mpandala ny maha malagasy mba hamerenana indray ny hasin’ny teniny ka hanandratra izany amin’ny avo. Asa vadi-drano anefa ny fanarenana ka tsy vita raha tsy ifanakonana, koa dia nifarimbona ny faribolana sandratra mba hiara-hanandratra izany teny manan-kasina loatra izany. Ireto asa soratra manaraka ireto dia samy maneho izany fanandratana ny teny izany avokoa. Harena sarobidy ny teny ka tokony hasandratra hoy i zo maminirina ao amin’ny harena sarobidiko harena sarobidy k’asandratro ho ambony ny fomba sy fiteny toa tsy ho re intsony! ! Harena sarobidy amiko sy ianao. Ka. Asakasak’iza moa raha hitsahinao37
|
Mivantana. Ary farany ny filoham-pokontany, misy fokontany sasany, vahoaka no mifidy azy ireo mivantana, misy kosa anefa tendren ny avy eo anivon ny kaominina. Ireo fahefana mpanatanteraka rehetra ireo anefa dia, eo ambany fiahian ny filoham- pirenena. Izy dia fidin ny vahoaka avy amin ny alalan ny latsa-bato mivantana ihany koa ary miasa mandritra ny 5 taona. Manendry ny piraiministra izy hiara-hiasa aminy, ary io piraiministra io indray no manendry ireo minisitra na sekireteram- panjakana isan-karazany izay hamarinin ny filoham-pirenena avy eo. Ny kisary manaraka àry no mamintina izany.
|
Anaka! I neny ihany ity vao tafatotra tamiko ny tsirim-piainanao voalahatra ho voary amin’izao tontolo izao dia ady izy ho ahy ady fa tsy sangy ady mbola miandry
|
Hosahanina maro izany ka anisan’izany ny fampandeferana ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly.
|
Tsy mitovy ny fandraisan’ny mpianatra ny voambolana efa hainy, ary ny vaovao. Misy karazany roa izany voambolana vaovao izany ny voalohany dia ireo voambolana manokana momba ny taranja manokana. Ohatra, ny voambolana fototra amin’ny taranja matematika, ny anarana iombonana amin’ny tantara jeôgrafia, ny voambolana amin’ny tenim-pirenena hafa. Ny faharoa kosa dia ireo voambolana amin’ny ankapobeny izay mivelatra tsikelikely ao amin’ny mpianatra. Tsy tokony hohadinoin’ny mpanoratra, fa ny manao azy ireny ao anaty mahitsizoro no fomba
|
Ny volana mey 2010 no tao amin’ny hôtely panorama teraka ity komity ity. Ny tanjon’izy ireo moa dia ny fampitsaharana ny fihitsohana, ary ny fananganana repobilika vaovao. Anisan’ireo hita tao anatin’ity fikambanana ity ny mpitandrina ramino paul, tilahy robert, dr perry rasolondraibe, céline ravao, pr charles ratongavao. Hetsika maro no nokarakarain’izy ireo mba ho famahana ny fihitsohana.
|
Nasolo, op. Cit, tak. 35
|
Fa hono re, ka tsy tonga hianareo, mba aiza kosa izahay ankehitriny? Ho nanahoana ny fanahinay? Moa tsy ny tsy ary no tsara ho anay?
|
Fahaiza-manao sy paikady samihafa ny mpampianatra eo amin’ny fiainana andavanandro. Eo amin’ny sehatry ny fampianarana ihany koa , ilain’ny mpampianatra hanatsarana ny asany, ny paikady madinidinika entina mampita ny fampianarana. Tokony hialan’ny mpampianatra ny fahazarana sy ny fomba tsy miova amin’ny fomba fampianarana, fa tsara raha mikaroka fomba vaovao hatrany izy ireo. Atao izany mba hisarihana ny fahalianana sy ny fahazotoana eo amin’ny mpianatra mandritra ny fampianarana izay atao. Tsy tokony hionona fotsiny amin’ireo fomba mahazatra ny mpampianatra, fa tokony hanavao sy hanatsara ny endri-pampianarana.
|
Nitondra inona eo amin’ny farnpianarana taranja teo amin’ny sehatry ny lieratiora malagasy izy io?
|
Eo amin’ny singa mandrafitra azy misy telo ihany koa ireo singa mandrafitra ny tantara foronina, dia ny mpandray anjara, ny habaka, ny fotoana.
|
Olana teo amin’ny fitantanana araka ny efa voalaza dia fitantanana vonjimaika no ampiharina amin’ireo tanàna vao nampidirana rano, ary ny fitantanana teo aloha kosa no mbola hotazonin’ny tanàna tranainy mandritra ny taona 2006. Ny taona 2007 no ampiharina ny fitantanana raikitra ho an’ny tanàna rehetra. Noho izany dia ny firafitry ny fitantanana vonjimaika no asiana fanamarihana.
|
Cressot m 1956 le style et ses techniques, paris, puf.
|
Antoka iray mampizotra an-tsakany sy an-davany ny fampianarana ny fisian’ny fitsipi-pifehezana. Raha goragora izany fitsipika izany ary manao izay mahafinaritra azy ny tsirairay dia hikorontana ny sekoly ka ho tahaka ny fanjakan’i baroa. Raha izany ny zava-miseho dia ho maro ny voka-dratsy satria ankoatra ny savorovoro mety hitranga dia hitotongana ihany koa ny voka-panadinana. Porofon’izany dia hita fa any amin’ireo sekoly manana fitsipi-pifehezana hentitra dia tsara ny vokatra. Noho izany, dia azo lazaina fa zava-dehibe eo amin’ny sehatry ny fampianarana ny fitsipi-pifehezana. Ny sekoly tekinika ampasampito dia manana ny fitsipika mifehy ny mpianatra sy ny mpandraharaha rehetra ao amin’ny sekoly. Ny fitsipika mifehy ny mpianatra dia voarakitra ao amin’ny karinem-pifandraisana izay tsy maintsy misy ny sonian’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny na ny mpiantoka. Toy izao manaraka izao ny momba izany raha fintinina.
|
Maître de conférences
|
Aro andriamanitra no mandresy anao fa tsy izahay e.
|
Ka hanipazana hanariana ireo fitaovam-piadiana, fanampiana indray no hasosa hanavotana izay osa ka ny fitia dia hifamaly ary hilamina ny tany. Dia fandriampahalemana nokajiana sy tandremana ! Ity izao dia tononkalo tonom-bavaka iray nanehoan’ ny eja firarian-tsoa ho an’ ny firenena izany hoe miandry fifaliana sy filaminana avy amin’ ilay ray ny eja eto ho an’ ny firenena sy ny mponina ao. Ny zavatra hita dia tsy vitsy ihany koa ny tononkalony no maneho tonom-bavaka. Ao ireo hatrany am-boalohany dia efa vavaka. Ao kosa anefa ireo tononkalo mitantara ny zava-misy nefa dia faranany amin’ny tonom-bavaka, ohatra , ny hita ao amin’ny dadanay ao amin’ny andininy enina voalohany izy dia mitanisa ny antony hiantsoany hoe dadanay ny filoham- pirenena mpiahy , mivavaka, manolo-tena, mampifankatia, ary rehefa ireo dia narahiny firarian-tsoa tonom-bavaka ho an’ ny mpitondra firenena, ka izao no napololotrany avy ao am-pony ny fitahian’ny tompo anie hirotsaka ho be dia be dia izay ny vavakay ho an’ilay dadanay. Vavaka nataony miendrika tso-drano izy ity. Tso-drano miseho amin’ny endrika firarian- tsoa. Tsy ny tononkalo mitantara sy ny tonom-bavaka ihany akory no nanehoan’ ny eja ny heviny fa mbola teo koa ny fampianarana, ny fanabeazana, ary fanoroan-kevitra ny mpiara-monina aminy. Io indrindra no horesahina eo ambany.
|
Fanazavana ny lohateny aloka fitia tsy mba niaina tao anatin’ny fitiavana tena izy ny mpandray anjara fototra. Mba nisy ray aman- dreny nanome fitiavana izy, saingy tsy tena ny ray sy reny akory ireo. Mba nisy olon-tiana nanome fitiavana azy, saingy tsy hafa, fa anadahiny ihany ilay tovolahy. Araka izany, tsy tena fitiavan-dray sy reny marina, na fitiavan’olon-tiana marina no tsapan’i alisoa, fa aloka fitia ihany.
|
Misy ny fandaharana azo hanatsarana ny hafatra fototra. Ao anatin’izany ny fandaharanamifono fanabeazana sy fifandraisana ary fahombiazana amin’ny asa fivelomana. Ny fandaharana fanabeazana dia mitaiza ny sain’ny mpihaino hanaiky sy handray ny fanovana tsara atao aminy. Natokana ho amin’izanyny 25 amin’ny fandaharana raikitra. Natao hiara-dàlana amin’ny soatoavina sy ny lamina ary ny rafitra mifehy ny fiarahamonin’ny mpihaino izany. Sangany amin’ity sokajy ity ny fampianarana ny tantsaha hahay hifampizara traikefa. Ahitana taratra izany ny fandaharana mampivoitra ireto lohahevitra ireto ny tontolon’ny tantsaha isaky ny alakamisy amin’ny 7ora sy 45mn sy ny tontolon’ny tanora isaky ny sabotsy amin’ny 5ora sy 15mn, ny angano sy ny fandaharana hoan’ny ankizy, ny fandaharan-kira isan-kariva, ny tantaran’ny faritra ary ny koja isaky ny alatsinainy hariva amin’ny 7ora sy 20 mn.
|
Ranirina izany. Ana ny tsy rariny n amin ny malagasy voaz vazaha, ny mpanjanaka kosa ilay olona tompony sy mpibaiko azy ireo. Toy izao ny ampahany fohy ombin-tsarety
|
Programmes scolaires classe 6ème, 5ème,4ème,3ème,2nde,1ère, terminale a-c- d miniseb .
|
Ny haingo dia fitaovana entina mandravaka olona na zavatra iray ho tsara jerena sy ho mahafinaritra, ka manome endrika kanto azy. Dia toy izany koa i haingo amin’ny maha mpanoratra azy. Manolotra ny tsara indrindra ho an’ny mpankafy izy mba tsy ho lany hamamina ny sangan’asany. Tsy lavorary anefa izany raha tsy teo ireo hery namolavola azy ho tonga mpanoratra.
|
Teny famaranana
|
Fananarana ny tanora no tena asongadin’ny mpanoratra eo, ary ny filazany, mba ho fanitsiany ireo tanora taitra ny endrika ivelany fotsiny. Isan’ny mahatonga ny faharavam-pitiavana koa ny fizaram-pitiavana any ivelany.
|
Andriambelo jean jacques, rakitry ny elan ny zanabiby, 1955
|
Raha vao vita ireo fasiry telo ireo dia batain’ny lolamaha na ny katibo sy ny endrilahiny ambony ilay mpanjaka, izay vao adobòkany apetrany eo amin’ny ondabody fiandrianany tokony hisy azy na ny lehilahy izany na ny vehivavy.
|
Izany hoe any amin’ny faritry jodia any amin’ny faritra atsinanana dia manana fomba fitahirizana ireny oram-panala ireny amin’ny alalan’ny fandavahana tatatra any anaty tany. Ka amin’ny taom-pijinjana any amin’io faritra io dia mafana dia mafana, ary ampiasain’izy ireo ny oram-panala voatahiry mba hampangatsiatsiaka azy. Izany hoe mitondra famelombelomana eo amin’izy ireo ny hatsiaka. Dia toy izany ihany koa ny fanirahana ireo olona azo itokisana, mitondra fifaliana sy filaminan-tsaina ary fahasalamana eo amin’izay naniraka azy izany. Manaraka izany, eo ihany koa ny fampiasan’ny mpanoratra ny fanoharana izay miorina amin’ny rahona amin’ny fararano ny rahona dia zavatra tsy manana aina. Eto ny fankasitrahan’ny mpanjaka dia noharina amin’ny rahona amin’ny fararano araka ny voalazan’ity manaraka ity amin’ny fahamiramiranan’ny tarehin’ny mpanjaka dia misy fiainana, ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin’ny fararano ohab 16 15.
|
Gazety vaovao 1966 ratsimaholy francinet
|
Ny voalohany dia sora-bolamena ny faharoa dia sora-bolafotsy ny fahatelo dia sora-dranomainty ny fahaefatra kosa dia rano mangatsiaka
|
Définition dans les années 1950, les analyses de levi-strauss des systèmes de parenté permettent de penser que l homme, envisagé comme un être pensant, être social, être communiquant avec ses semblables, va pouvoir enfin être un objet de science. Ainsi, pour levi-strauss, la structure possède une organisation logique mais implicite, un fondement objectif en deçà de la conscience et de la pensée structure inconsciente par conséquent, le structuralisme vise à mettre en évidence ces structures inconscientes. 3 les limites toutefois, l analyse structuraliste tend à laisser de coté l histoire de l honune et à vider l action humaine de son individualité. Ii- la théorie structuraliste pour les structuralistes, les processus sociaux sont issues de structures fondamentales qui demeurent le plus souvent inconscientes. Ainsi, l organisation sociale génère certaines pratiques et certaines croyances propres aux individus qui en dépendent.
|
Du bois r 1998
|
Mandehana soa ry aiko, mandehana soa aman-tsara
|
Araka ny nolazaintsika teo, misedra tsy fahampiana ara-bola ny mpianatra. Ny filàna anefa etsy andanin’izany misy tsy azo avela ny vola ilaina amin’ny fianarana, ny kojakoja ilaina amin’ny andavanandro ho an’ireo
|
Ao amin’ny kilasy famaranana dia mbola ianarana ireo lohahevitra ireo, koa tokony hitady fomba fampianarana hafa mba hanamafisana izany. Amin’izay fotoana izay dia heverina fa lohahevitra efa mahazatra sy fahitan’ny mpianatra ireo, ka hahita hotenenina izy ireo raha asaina maneho hevitra amin’izany.
|
Fampandoalihana eo akaikin’ny sainam-pirenena
|
Raoelinarivo j. V ny fomba fampianarana ny ohabolana eo anivon’ny taranja malagasy. Mémoire de c. A. P. E. N. 1995. 191 p.
|
Marihina fa ny fakana kitay, ny fakana vilin’omby, ny fitazonana angady, ny fiandrasana omby, ary ny fambolena, dia asa miandry ireo ankizy isan-kerinandro. Vantany vao avy mirava mianatra ireo ankizy ireo dia tsenain’ny raharaha. Isan’izany ny fitaoman-jezika, ny toto vary afa-tsy amin’ny ’’havaratana’’ , ary ny tsaka rano. Ary ny maraina, dia mbola manatitra zezika any an-tsaha aloha izy ireo vao mandeha mamonjy ny toeram-pianarany. Azo heverina eto izany fa tsy manana fomba fijery mivelatra amin’ny tontolo misy azy ny ankizy. Tsy mahafantatra afa-tsy ny raharaha izy ireo, ivelan’ny ora fianarana. Manamafy izany ny voalazan-dramatoa kris tsa misy loha misokatsa koa fa efa donton’ny fiandrasana omby. Tsa misy atao afa-tsy ny miandry omby ’reo kilonga ’reo ny asabotsy sy ny alahady manontolo, manomboka ny maraina ka hatramin’ny hariva dia ao
|
Sakafo no tiako holazaina.
|
Ny fomba fiatrehana asa fampandrosoana mifototra amin’ny miralenta
|
T23, t64, t91, t114 t11, t24, t28, t43, t72- 75, t76, t77, t19, t21, t24, t92, t116, 117 t23, t62, 63 t80, t101, t106 3 4 4
|
Avy nitanisa ireo teny fanarabiana nataon’ny mpihaino ny mpiventy dia niditra amin’ny famaliana azy ireny. Fiteny vary raraka laroana parallélisme no nampiasaina ao amin’ny kv1 andal 17 24 mafy e lava tenda tsara famindra fara fahoriana tsy mihoatra tsy mihoatra tsy mihoatra tsy misy ohatra ny vato ny vano ny akoho ny maty vady fa raha fa raha fa raha fa raha azon’ny gilina azon’ny fanala azon’ny sahafa manary lavenona mipatitaka mikainkona mibolisatra mitehaka ny tanana
|
Dates du mercredi 6 1 93 au vendredi 15 1 93.
|
Tanàna 1 ambohitranjavidy
|
Ankoatra ireo moa dia maro ihany koa ireo oha-pitenenana nampiasain’ny ntaolo nanehoany lavitra samihafa, toy ny hoe nitady toko ka nahita vato
|
Tanjona dia famantarana mialoha ny vokatra marina andrasana fa tsy asa saina fotsiny na fanehoana vinavina tsy azo tsapain-tanana amin’ny tetika asa18 .
|
Ny nenina tsy mba aloha hananatra, fa aoriana handatsa , hoy isika malagasy. Marina sy mitombina io ohabolana io, raha ny zavatra nihatra tamin’ilay nilaozana, hita ao amin’ny tononkiran’i abel ratsimba no dinihina. Raha tsy efa mitranga sy miseho ny vokatry ny natao, tsy tsapa mihitsy. Izany hoe, raha tsy efa nandao ilay olon-tiana, tsy fantatra fa nisy fahadisoan’ilay nilaozana koa tao, ka nahatonga izany. Manenina mafy tokoa izy, isaka ny mieritreritra izany. Tsy misy azo atao intsony anefa satria toy ny rano tsy azo raofina intsony ny lasa, ary ilay malalany izay nandao azy tsy azony notanana intsony koa. Tsikaritry ny mpanoratra izany toe-javatra izany, ary ny mikasika izay fanenenana izay no asongadiny ao amin’ny lasa ianao , manao hoe lasa ianao vao hitako fa nanenenako izay vitako raha teo ianao mbola tsy tsaroany fa lehibe ny hadisoany lasa ianao vao hay ny fahoriana vokatry ny nenina aoriana tsy misy intsony ny azo atao fa efa tsy ato intsony ianao aza omena tsiny aho raha miteny fa nanenenako ireny v. A. , lah.27 tsy ny nenina ihany anefa no nihatra tamin’ilay nilaozana, fa teo ihany koa ny alahelo.
|
Vola manahoana tompoko iza izao azafady?
|
Ankoatra izany, misy ampahany amin’ny tantara hita ao amin’ny boky no mitovy amin’ny tantaran’i andry andraina ary azo heverina fa izy no solony tena ao anatin’ny tantara ny takila faha 133 ao amin’ny boky dia mitantara ny fahafahan’i faly fanadinana tao amin’ny sekolim-paritany enina ambin’ny folo taona aho no niakatra teto madagasikara ny anglisy indroa no nanalako fanadinana hiditra ao amin’ny sekolim-paritany tao ambatondrazaka nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin’io taona io, afaka ara-tantara, tafiditra tao amin’ny sekolim-paritany tao toamasina i andry andraina ny taona 1938 , izany hoe teo amin’ny faha enina ambin’ny folo taonany. Ny hany mahasamihafa ny voalaza ao amin’ny tantara sy ny tantaram-piainan’ny mpanoratra dia ny anaran-toerana nisy ny sekolim-paritany nianarana. Ao amin’ny fiantombohan’ny fizarana fahaefatra, pejy 165 manao hoe ivelan’ny tena fianarana nataoko, nisy zavatra iray naharevo ny ahy fatratra ary tsapako fa nanitatra be ny saiko ny famakiam-boky. Betsaka mihitsy ny boky voavakiko tao amin’ny fitahirizam-bokin’ny sekoly. Ireny rehetra ireny nitarika ahy handinika, hikaroka, hampitaha, hitsara, handanjalanja. Araka ny tantaram-piainan’ny mpanoratra, vao folo taona monja izy dia efa nahavaky manontolo ny baiboly. Anisan’ny fialam-boly tena tiany ny famakiam-boky ka tsy mahagaga ny maha mpanoratra azy na dia tsy dia mifandraika loatra tamin’ny asany mpitsabo taty aoriana aza izany fahaizany ny haisoratra malagasy izany. Raha aravona izay voalaza mikasika ny fifandraisan’ny mpanoratra amin’ny boky mitaraina ny tany, azo heverina famifandray amin’ny ampahany amin’izay mahakasika ny mpanoratra ny boky.
|
Ny jeneraly galliéni no nitondra nalaza tamin’ny fampandrian-tany feno habibiana i galliéni. Rehefa hitany fa tsy nahomby anefa izany dia nanova tetika indray izy. Ny fanambatambazana indray no nataony. Araka izany, nandefa solontena izy hitondra ny teniny hampandriana ny sain’ny vahoaka. Nambarany fa ny malagasy dia tokony handray ny frantsay ho ray aman-dreny. Ary amin’ny maha ray aman-dreny ny ray aman- 33 le lecteur est fortement conditioné par l’ époque à laquelle il vit, par l’ age qu’ il a au moment où il decouvre le roman. Un lecteur du xixè siècle et un lecteur du xè siècle n ’absorbe pas de la meme facon une uvre romantique qui traite du moyen age. J. P goldenstein, pour lire le roman, edition j. Ducolot. Paris- gembloux
|
Ohatra ny tsinain-kena
|
Toko ii ny nanjakan izy 4 dahy
|
Ruth finnegan, in oral poetry its nature significance and social context , cambridge university, 1977 tout discours non écrit est appellé un discours oral
|
Ranelor fanasina t -1 , lah 32 ,05 06 1958
|
Isan’ny mpt rehetra afv secondaire court secondaire long 1980 2161 1724 414 23 1985 2085 1600 -10 446 8,3 39 58 1990 1947 1571 -1 340 -13 36 -1 1991 1816 1491 319
|
Ratrema william, eda, un écrivain à la charnière de deux mondes, p 88 nous avons donc pu constater que eda évite les longues déscriptions. Mais celà ne veut pas dire qu’ il néglige la localisation de l’aventure qu’il raconte.
|
Retrait avant terme 5000 ar
|
Ravalomanana ro mpitarika sy hampandroso ary koa hanatsara fahamarinana ro filamatra e, vahôka i gasikara amperin’asa re tohizo ny lalantsika ny fokontany mandray andraikitra e! Tanteraho ho tafita e! Hiadam-pinaritra re! Reo taranaka a? Y aoriana
|
Les actes de langages dans le discours, théorie et fonctionnement, paris, nathan, 2001,323 t. Maingueneau, dominique
|
Pour vous est-ce que c’est important d’avoir une victoire à la compétition du sport asa tany ? Effectivement, c’est important car c’est la preuve de l’habilité, de l’adresse et surtout c’est une démonstration de notre efficacité au travail journalier comme un élève brillant à l’école qui se distingue parmi leur camarade de classe, donc en d’autres termes, la victoire en sport asa tany est une grande prestige.
|
Resume actuellement, le genre théâtral radiophonique occupe une place importante sur les antennes radios à madagascar. A part son carractère divertissant, il contribue aussi à éduquer les auditeurs en général les pièces écrites par razanabary voahangilalao joséphine évoquent une sensation de peur. Ainsi nous avons choisi comme sujet de notre mémoire ny m ampangitakitaka ao am in’ny tantara an’onjam -peo nosoratan-drazanabary voahangilalao joséphine notre travail est composé de trois grandes parties premièrement, sa biographie et ses uvres ; deuxièmement on les grandes idées refletant les styles émouvants et la sensation de peur, base de ses uvres ; pour la troisième partie, la manière dont elle decrit la sensation de peur dans ses uvres.
|
Fizarana faharoa
|
Ny malo mikasika ny mpivady na mpifankatia
|
Tsy fo efa leo na sanatrian’ny vava nifampila kisa, fa teny tsy mazava no tonga disadisa
|
Azo taterina mivantana ireo fehezanteny ireo ka izao no fehezanteny azo 40 a hoy rakoto hoe milalao izahay sy i solo 41a hoy aho hoe handeha isika sy ianao .
|
Ao amin’ny lycée dia efa misy ny toerana filalaovana baolina kitra, volley- ball , hand- ball , terrain de saut- en longueur .
|
Nous faisons un chiffre d’affaires pouvant aller jusqu’à 100 000 ar en une journée, lorsque les pèlerins catholiques vont à anosivolakely ou à ambiatibe deux hauts lieux de pèlerinage pour les catholiques ils passent par chez nous, c’est-à-dire à talata-volonondry
|
Bremond j , cohen a , couet f. F et all, initiation a. Economique et sociale, hatier, paris, avril 1984 7. Callet p. , tantara ny andriana eto madagasikara, minisiteran’ny fanolokoloana ny zava-kanto revolisionera, tom i, ii, antananarivo,1908, 1243 tak
|
Lycée privé mafa tsy misy intsony io sekoly io amin’izao fotoana izao
|
Boky fototra
|
Ndeha mba hifidy aho ka hanefa ny adidiko, fa miankina amin’ny fahendreko ny ho avin’ito fireneko 5 ’ndeha mba hifidy aho ka hiaro ny safidiko, f’ananako ny fahefana hampijoro fanjakana. ’ndeha mba hifidy aho 10 fa ny zoko tsy amidiko sao ho neniko any afara ny tsy fandraisako anjara.
|
Delaunax 1957
|
Cf va, tak 40 , andl11-15 45 cf va, tak 84 , andl13-14
|
Fa hoy kosa ireo anjely aza matahotra ry maria fa hiteraka zazalahy ianao ary hatao hoe zezo no anarany
|
Zafikely nanantena rotsirotsy sy hiangoty nefa kosa dia indrisy zary lasana kamboty. Koa veloma re ry neny ry nitaiza sy nikolo mitanondrika izahay sy misaona manontolo. ! Ry neny izay nialoha any am-pasana mangina isika anie ho tafahaona raha ho avy izay hodiana.
|
Nitambatra ho iray ny fiangonana tany aloha, ka tsy nisy izany tatsinanana sy tandrefana izany. Io fiangonana tokana io dia nizarazara tamina firenena dimy teto anivon izao tontolo izao. Izany firenena misy ny fiangonana izany dia nantsoina hoe patriarkà mitsinjara ho tahaka izao manaraka izao izy ireo patriarkà kaonstantinôpla any torikia ary mbola antsoina ihany koa hoe patriarche cuménique izy patriarkà jerosalema patriarkà ostralia patriarkà aleksandria patriarkà rôma
|
Raha zavatra mampalahelo no lazaina dia mora sady miadana ny fitenin’ny mpanatontosa ny kabary am-pianakaviana, fa raha entina hanentanana sy handresan-dahatra, hisarihana ny mpihaino kosa, tahaka ny milaza fitiavana dia amin’ny teny milamina sy mahafaly. Araka izany dia miovaova araka ny zavatra lazaina na ny hevitra haseho ny fiteny amin’ny fanehoan-kevitra.
|
Fiz ii ireo endrika samihafa isehoan’ny fitiavana ao amin’ny tononkalon’i haingo
|
Ny fisehon’ny hasina sy ny fiheveran’ny malagasy azy ny lafin-javatra rehetra momba ny fanafanana omby dia ahitana ny hevitra hoe tsara sy ratsy, ary masina sy tsy masina tsy manan-kasina tsy misy hasina. Lafin-javatra mifampiankina rahateo izy ireo ao amin’ny fomba. Koa raha hodinihina antsipirihany ny fomba, dia toy izao ny amin’ny fiheverana ny hasina. Andaniny, maro ireo olona, biby, zavamaniry, zavatra tondroina ho manan- kasina. Ny fiheverana ny fahefana manokana ananan’ireo singa rehetra ireo no mahatonga azy ho masina manan-kasina ohatra manasitrana ankoatra izany, ny
|
Samy manana ny fivoarany avy ny firenena tsirairay amin ny lafin ny famokarana, ao ny mivoatra mihatsara, misy koa ny mitotongana tsikelikely. Ny vokatra eo amin ny fafana ambony maneho ny vokatra katsaka any indonesie dia miovaova ny fivoarany, ahitana fiakarany indraindray ary ahitana fidinany koa indraindray. Raha ny taona 2000, tamin ny taona 2006 no tena latsaka ambany ny vokatra fa talohan izany kosa tamin ny taona 1972 no farany ambany amin ny vokatra katsaka tany an-toerana izay manome 2 254 380 taonina ihany. Taorian izay no nitombo tsikelikely isan-taona raha ny fivoarany amin ny ankapobeany ny vokatra miakatra. Ny taona nanamarika betsaka ny famokarana katsaka any amin ny firenena indonesie 2012 nahitana vokatra 19 387 022 t ka tokony mbola hisy hatrany io fitomboan ny vokatra io raha jerena ny fafana.
|
Tsy azo odiana tsy hita tokoa ireo tsy fahombiazana ireo satria dia isan’ny fitaovana iray manimba ny fanabeazana izany, raha toa ka avela hiaina amin’ny izany tsy fahombiazana izany anefa ny fanabeazana dia mety mampisy takaitra azy izany ka mahatonga azy ho sarotra vahana satria efa raiki-tampisaka amin’ny olona izay tandrify azy. Inona ary izany no antony tsy mampahomby ny fanabeazan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ny epp ampanataovana ny mpianatra ao 6taona-12taona ? Manoloana izany ary dia ireto avy ireo olana izay miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny fanabeazana ny mpianatra olana eo amin’ny fampitan-kafatra olana eo amin’ny endrika aseho amin’ny ray aman-dreny olana eo amin’ny fidiram-bolan’ny ray aman-dreny
|
Ny anarana azo avy amin’ny fanasampanan-teny ny anarana azo avy amin’ny fanasampanan-teny dia ireo anarana azo avy amin’ny firafetan’ny tsirinteny amin’ny fototeny, izay mety ho anarana na mpamari- toetra na matoanteny.
|
Lahatsoratra tsy misy loharano nanovozana azy
|
Faharoa kosa dia tovana mandidy -a izay maneho fa manam-pahefana no tondroina satria izay manam-pahefana no mibaiko ny ampahany amin’ny fandinihana ny feo mantsy dia ahafahana manadihady ny hevitra sy fihetseham-po119. Hita ary fa tamin’ny alalan’ny polyptote voalohany iny no nanehoan’ny mpanoratra ny maha mpiara-monina ny mpitondra sy ny entina. Ambarany anefa ny zava-misy eo amin’izy ireo, hita ao amin’ny polyptote faharoa hoe paoketrakely sy paoketrabe. Tsapa avy amin’ny mpamari-toetra eo aorian’ireo fototeny ireo fa fifanoheran-kevitra no ambarany. Maneho ary eto ny mpanoratra fa misy fifanoheran-kevitra eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka. Izany no andrarany ny vahoaka hita amin’ny mpanampy aza mba tsy hiantehatra amin’ny mpitondra fa mora hadinony ny toky nomeny satria izy hanangona harena. Araka izany dia tsy kisendrasendra eto ny filalaovana amin’ny polyptote fa hanehoana hevitra ao an-dohan’ny mpanoratra amin’ny zava-misy eto sy ny tokony ho fandraisana azy. Mbola izany firaisan-toerana tsy ahitam-bokatra izany no asehon’ny polyptote manaraka, ary mba hampafonja ny hevitra dia nolaroina tamin’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana. Izany no hita amin’ny hoe balisama tsy mahasitrana ny fanomezan-toky fa ny fampiharana ny fanasitranana no tokony hotanterahina a. P 176 ny tamberim-pototeny eto dia hita amin’ny hoe mahasitrana sy fanasitranana. Ny sokajin-teny eto no tena trandrahan’ny mpanoratra hanehoana fa miray toerana ary tokony hifameno ny mpitondra sy ny entina. Ny hoe mahasitrana dia matoanteny milaza hetsika, asa; raha anarana kosa ny hoe fanasitranana, noho izany milaza fananana. Izany hevitra izany no manaporofo ny fiarahan’ny mpitondra sy ny vahoaka. Eto ny vahoaka dia manao izay hampandroso, raha toa ka mametraka azy ireo ho fananana arovany fotsiny ny mpitondra. Ny toerana misy azy roa tonta ireo anefa dia azo amakina ny fifandraisany. Ny mahasitrana dia ao anaty fehezan-kevitra iray ary ny fanasitranana dia ao amin’ny fehezan- kevitra faharoa; ny mpampifandray eo anelanelany dia ny mpampiankina fa maneho fanitsian-kevitra. Matoa ahitsy dia misy tsy mifandray ao ka ampiombonina. Io hevitra io indrindra no hamafisin’ny mpanoratra amin’ny alalan’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana hita amin’ny balisama tsy mahasitrana ny fanomezan-toky.
|
Azy rehefa tsy eo intsony izy. Fa ny ratsy fanahy kosa dia tsy hotsarovana intsony ny anarany sy ny asany fa havela ho simba. Toy izany no ambara ao amin’ny ohabolana 10 7 hankasitrahana ny fahatsiarovana fa ho lo ny anaran’ny ny marina ratsy fanahy.
|
Odry! Fa inona koa iry nahazo an’i hasina? Gagagaga i ianao ve tsy nahita hoe ohatran’ny niova ny fihetsiny tsy toy ny teo aloha? Na ny fomba fiteniny aza! Koa izaho aza mba gaga ko olona nidina ny tohotra sy nanatona inty akia a!
|
Manoloana ny fipetraky ny mpamaritra manondro toerana eo amin’ny fehezanteny masikoro dia nezahina nampifandraisina amin’ny raiki-pohy nomen-drabenilaina ahitana st ny fandinihana nataonay ka ny zoina toerana sy tanty toerana, miampy ny findra sy ny samaka no hijerena izany.
|
Kisary 15 ny serasera araka ny hevetr’i roman jakobson ampifandraisina amin’ny seha-pitenenana iraisana
|
Satriko satriko ny hahita tsy hisy fiovana, izato bikanao, tsotra mba fitafy maotina famindra, nefa hentitra fijery.
|
Ny fanjifana azy ;
|
Ankoatra ireo, dia misy ireto voambolana ireto nampiasainy nentiny naneho hevitra teny frantsay mihitsy no nampiasainy ao amin’ny lahatsoratra, fa ny fanazavana ny hevi-teny no nataony tamin’ny teny malagasy. Ohatra amin’izany ireto manaraka ireto pastoral, evangelique, doctrine, dogmatique, théologique, évangelisation, organisation, statistique. 211 tsikaritra fa tao amin’ny resadresaka momba ny fivavahana kristianina no nampiasany an’ireo teny ireo, izay finoana vao nampidirin’ny vahiny teto amintsika.
|
Araka izany, inona no maha samy hafa ny
|
Tomes imprimerie nationale antananarivo 1243 p
|
Ary teo ihany dia tapaka ny heviny fa hody any tsiroanomandidy izy ary hampiakatra an’i zeneveva kely, ka na ny ombiny aman’aliny iray manontolo aza, foiny hakana an’itsy ho andefimandriny. Nitondra filaminana teo amin’ny fiainan’i ndriana ny fodiany sy ny fanapahany hevitra haka vady an’i zeneveva. Tsy hitovy amin’ny fiainany teo aloha intsony anefa ny fiainany eo, satria ho raim-pianakaviana izy manomboka eo. Fandravonana misy karazany maro ny fomba amaranana ny sombin-tantara, fa izay nofidian’ireo mpanoratra kosa eto dia ny filaminana sy ny fampihantonana ny tantara. Ny filaminana dia mety hitondra fahafaham-po ho an’ny mpamaky, satria hitany hatramin’ny farany ny nanjo ilay mpandray anjara fototra. Ny fampihantonana ihany koa anefa dia nataon’ny mpanoratra hampiasana saina ny mpamaky. Misy ny hetaheta teraka any amin’ny mpamaky, ary amin’izany izy no maminavina izay mety hiafaran’ny fiainan’ilay mpandray anjara fototra. Toko 2 ny fomba filazan-javatra
|
Aloka ny fiainana manjeninjeny foana ny fiainan-janak’olona tataova-masoandro ka ! , na mamiratra aza mazava takon’ila toa aloka niserana ka ts’hita hamaharana tsy azo hifaharana fa mielina dia lasa ka tsisy fahatsiarovana sy mari-pandalovana fa ! Tandindona niserana.
|
Isan’ny mpmp
|
Ny teny hoe rel ka dia ilay teny firantsay hoe reliques gasina. Io teny firantsay io dia nalaina avy amin’ny amin’ny teny latina hoe reliquiae izay midika hoe reste na sisa157.
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.