text stringlengths 10 11k |
|---|
Zafinandrasana n. M. F. , |
Tats-unis 5 000 000 suède 94 000 australie 1 000 000 mexique 75 000 canada 680 000 chili 70 000 allemagne 660 000 bénélux 67 000 brésil 180 000 italie 32 000 |
Analyse des taux d’abandons et accès pendant et à la fin des années scolaires par rapport aux résultats d’antanety i, les résultats obtenus auprès de l’epp anosy avaratra entre 2013- 2014 montrent que le nombre des élèves a diminué de 2 individus un accès pour les garçons et trois abandons pour les filles. Dans l’année... |
Nivoaka tamin’io vanim- môdely |
Arakaraka ny mpamaky no isafidianan ny mpanoratra izay hosoratany. Noho izany, ny asa vokarin ny saina rehetra dia tokony hirakitra ny sarin ny mpamaky izay nanaovana azy. 132, hoy i j. P. Sartre. Mikendry sokajin olona maro ny mpanoratra amin ity boky ity ny ray aman-dreny, ny zanaka, ny mpianatra, ny mpiasam-panjakan... |
Freinet, cité par ipam, op cit, p 53 ’’ de la perfection de la discipline naîtra la perfection du travail’’. |
Fifaninanana eo amin’ny fifantohana sy ny fahalianana hita àry fa ny fahalianana dia fahafahana manangona vaovao maro sy isan-karazany izay voarain’ny vavahadin-tsaina. Ny fifantohana indray kosa dia famerana ny fandraisana izany vaovao mahaliana izany. Tsy mitovy araka izany ny fomba fiasan’izy roa ireo satria amin’ny... |
Fizarana 54 alahahady, 04 jolay 2010; lah 3678 tratran-drahary ihany ny fotoana tokony hanefana an’ilay trosa. Akory anefa ny hagagany raha tonga teo amin’ny tranon’ingahy mpampanjana-bola izy fa varavarana mihidy no novantaniny. Nandondòna ela teo izy saingy tsy nisy namoha! Niandry nandritra ny ora iray mahery izy sa... |
Problèmes sur le plan technique ils s’exposent sous ces trois aspects l’existence des matériels non appropriés, l’absence de technique d’approvisionnement bien appropriée, le manque de formation. |
Mitandrema ! Hafa-joky |
Raha nibanjina ahy mangina ny masonao malefaka omaly tolakandro iny dia noheveriko mihitsy fa tena ahy irery ireo tara-betsovetso nasehon’ilay fijery nalefaka fitopy kinanjo ankehitriny vao tena mahatsapa fa izay mijery azy dia mihevitra avokoa fa azy ilay fijery |
Satrasatra manatrasatra |
Fa na dia eo aza ny fahasalamana sy ny fanabeazana, raha tsy misy fandriampahalemana dia mbola sarotra ny lafiny fiarahamonina. Manao ahoana kosa indray ary ny lafiny fandriampahalemana amin’iny faritra iny? |
Teny fampidirana tsy mitovy ny asa fikarohana ho famaranana ny fianarana eo amin ny fanofanana mpampianatra sy ny fanofanana ho mpikaroka. Iry voalohany dia mifototra kokoa amin ny trangam-pampianarana natrehina nandritra ny fizarana asa nataon ny mpampianatra. Izany indrindra no nahatonga izao asa fikarohana izao mano... |
Tableaux 2 les groupes socio-professionnels animés et sensibilisés dans le cadre des actions sociales en accompagnement des travaux routiers dans les trois zones zone i toamasina urbain |
Rakibolana malagasy, ambozontany, analamahitsy antananarivo, 1061 tak |
Fa esory amin’ny fetsy ireo nangalariny |
Raha atao izany ny kajikajy, dia lavalava kokoa ny vanim-potoana havaratana raha mitaha amin’ny vanim-potoana hasotry satria dia 8 volana no iainan’ny mponina ny havaratana raha 4 volana kosa ny hasotry izany hoe miaina ao anaty fahantrana amin’ny ankapobeny ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra andranovorivato... |
Efa fotsy ny volo vao nahatadidy fa hay 80 raha tahiny mateza vetivety mihelina fiaina-mangidy mageja mijaly, na kely na ngeza? 201 nisarika ny sain’ny mpamaky eto ny mpanoratra handinika ny amin’ny fiainana eto an-tany. Tsy ho variana amin-java-mandalo sy ny fandehanana amin’ny tsy tokony hatao na ny lalan-dratrsy, na... |
Aoriana, nanomboka nampihatra moramora ny maha ambony azy teo amin’ireo eveka hafa ny evekan i rôma, ary nanambara am-pahibemaso fa izy irery no dimbin i masindahy piera. Ny ankamaroan’ireo evekan ny fiangonana dia samy nanaiky ny maha voalohany ara-panajana an i rôma, saingy tsy neken’izy ireo kosa ny fanambaran ny ev... |
Le contrôle interne concourt à la réalisation d’un objectif général que l’on peut décliner en objectifs spécifiques. Cet objectif général est la continuité de l’entreprise dans le cadre de la réalisation des buts poursuivis. |
Ny olombelona dia tsy tahaka ny biby ka mandeha baranahana fa miaina kosa ao anaty fiarahamonina; koa rehefa miaina ao anaty fiarahamonina dia maro ihany koa ny zavatra tsy maintsy tandrovana sy tsy maintsy hajaina. Etsy andanin’izany ny olombelona dia tsy natao hitovy nefa natao hiara-monina, ka izany tsy fitoviana iz... |
Afangaron’ny mpanoratra ny rima mifanjohy sy rima mifaningotra mba hanehoany ny toe-javatra mifamadibadika eo amin’ny fiainana. Entina manaporofo izany ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe lany andro ve? Tk.24 , ao amin’ny andininy voalohany sy faharoa taona maro lasa izay no tsy nahitana anao a f’efa lasana ho vovo... |
Misy karazany roa ny tsofoka amin ny teny malagasy dia ny tsofoka fanatevenana fototeny sy ny tsofoka fanatevenana tsirinteny tovona toy ny man mipetraka eo anelanelan ny m vakiny miova sy ny zanapeo ny tovona fanatevenana tsirinteny. Misy efatra izy ireo if-, amp -, ifamp-, ampif- ny tsofoka fanatevenana fototeny dia ... |
Olona valo isaky ny faritra no notendrena ho vondrona iray ary olona avy amin’ilay toerana sy mpikambana ao amin’ny pcddba izany. Ankoatra ny fanaraha-maso ataony, nomena fahefana ihany koa ireo hitantana ny ranomasina amin’ny faritra misy azy avy198. Nomena karatra ny mpanjono tsirairay avy mba hahafahan’izy ireo mana... |
Fokontany tanana tafo km |
Le particulier, créer et gérer une association , paris, 1901 p.74 |
Raivo ianareo no nanao ny fifanarahana ka inona no idirako amin’izany. Ary iza koa izany tovolahy mahafatifaty anareo izany? |
Fisento ngômangôma vondraka fitia |
Ny isan’ny olona epp mihinana vary indray isanandro indroa isanandro intelo isanandro mpianatra tsy tonga betambatra 03 21 67 16 fieferana 17 258 68 29 ambohiborimanga 65 99 12 18 |
Azo lazaina ho nisy akony goavana teo amin’ny vahoaka malagasy sy teo amin’ny fiainam-pirenena mihitsy aza ny zava-nisy ara-kolontsaina tamin’ity |
Noro ! Henoy aho! |
Voninkazo iray tana-mifandray |
Aux évêques |
Ny vokatry ny fahafatesana eo amin’ny nandao |
Hita amin’ireo toerana samihafa nampiasain’ny mpanoratra, fa tsy vahiny eto amin’ny faritra antananarivo sy ny manodidina izy. Misy ifandraisany betsaka amin’ny tantaram-piainany izany. Nampiasany betsaka, ohatra, ny toerana manodidina an’i |
Nianatra momba ny drainy |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 13 |
L3 ndeha àry atao hoe marina ny anao tamin’iny. D’ tombana fileferan’ilezoma manoloana ny hevitry ratovo. |
Ravoajanahary ch , tantaran’ny haisoratra, 1896- 1915 , sampana teny sy haisoratra malagasy, 1975, t. 2, |
Ankoatra ireto voasokajy ireto dia maro ny tsofoka amin ny fototeny na izy amin ny teny fanao matoanteny na izy amin ireo anarana sy mpamari-toetra. Nojerena miaraka ao anatin ireo karazana fototeny izy ireo; fa tsy nosokajina araka ny karazana fototeny intsony. Tsy ny teny rehetra misy tsofoka ireo na ny azo asiana ts... |
Isan’ny mpiadina |
Ny lahateny ataon’ny mpiteny manoloana ity karazan’olona resen-dahatra ity dia tsy natao ho an’olona tokana na sokajin’olona voafantina fa nokendrena hitodika amin’ny olona na sokajin’olona maro samy hafa fa ny tanjona kosa dia tokana ihany. Manamarina izany ity ohatra ity fanentanana ny olona hanao fandrindram-piterah... |
Regis rajemisa raolison, 2003, rakibolana malagasy, p 1061 21 dikan-teny malalaka nataonay araka ny hita in dictionnaire encyclopédique 2012 l’apprentissage est un processus systématique pour l’acquisition d’un comportement nouveau ou une formation donnée à un apprenti, un faire savoir à l’apprenant 22 dikan-teny malal... |
Ny atao hoe maneho fotoana dia mametraka toe-javatra iray eo amin’ny tezan’ny fotoana miolotra amin’ny teboka iaingana f 53 raha ny mpilaza fotoana deikitika no hasian-teny dia miolotra hatrany amin’ny fotoana itenenana ny famerana ny fotoana itrangan’ny toe-javatra resahina, izany hoe ny fotoana isehoan’ny fanambarana... |
Kinanjo re, rankizy tsitapitapitr’iny nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny ! |
Hatraiza hatraiza koa dradraina ny teny hoe fivoarantsaina ady amin’ny habadoana sy fahaiza-miala voly ! Ampianaro ireo ankizy hankamamy ny sekoly ! Nefa aiza? Ampy ve izay ilaina. Handrosoan’izy ireny hahalalany ny abidia, ny soratra sy vakiteny, hitomboan’ny fahaizany, hivelarany tokoa ? Efa maro angamba, eny ireo se... |
Régis debray, critique de la raison politique, gallimard, 1981. |
Bontolo, bobongolo |
Randriamamonjy fréderic, tantaran’i madagasikara isam-paritra, p.449 |
Source salfa ambohibao |
Miditra ny tokantrano ny aretina mafy mikopakopak’elatra mandositra ny hehy sy ny haravoana. Mamelovelo ny fanahy hitadidy ny ora nisian’ireny fiadanana ireny, ary manjombona ny saina mandinika ity aretina mitokona eto an- joron-trano. Jerena ny endriny, ka toa fasana mivoha. Toa ranomaso. Mikentrona ny handrina, mivoa... |
Andrianary ratianarivo, dokotera x rakoto de montplaisir, 1934. |
Na izany aza anefa ny anjara toerana ananan’ny sekoly eo amin’ny fiainana ankapobeny dia mbola misy foana ny karazana tsy fahombiazana hita eny anivony. Tsikaritra tokoa fa anisan’ny mitarika ny mpianatra iray amin’ny tsy fahombiazana ny olana samihafa izay mitranga eo anivon’ny sekoly sy ny fiarahamonina ankapobeny. I... |
Ny vintana |
Andrianiaina p ny fiheveran’ny lisy hary ny fitiavana tarafina ao amin’ny sombin-tantara nosoratany tao amin’ny gazety maresaka. Mémoire de capen. E. N. S. Antananarivo. 1993 |
Ndao ’zay ’sika dahy hivany handranitra ireo mavàny mba ko izy hahazo saina, tsy intsony hokarakaraina ny mainty ngazana ao am-pony efa mankalonilony am-piheveran-tena ho ambony ! ’ndao’ zay koa e ! Sika dahy hampaningotra fanahy hampiray anaty nofy mba ho lavitry ny rofy reo rehetra tsy matory nefa tsy mahita akory ’r... |
Fa tiako ianao rahavako hihiratra masoandro. |
Vola re izao! Tena ho ronono matavy tsara kosa aloha no ho ody am-bavafon’i dadabe isa-maraina any an-tanindrazana any amin’ireto vatsy miavosa natolotr’ireo manam- panahy. |
Ny fanangonana ny akora rehefa manangona akora amin ny fikarohana antrôpôlôjika dia mila mirotsaka an-tsehatra. Hoy indrindra i e. Evans-pritchard ny antrôpôlôgy dia tsy maintsy vonona handany fotoana lava mandritra ny fotoana irotsahany an-tsehatra ; tsy maintsy mifandray akaiky sy maharitra miaraka amin ny mponina iz... |
Toetra samy hafa no atambatra ho iray amin’ny alalan’ny fanambadiana. Izany indrindra no mahatonga ny mpikabary am-panambadiana hanafatrafatra tsara ny amin’ny fifampitondrana ao an-tokantrano. Ambetin-teniny ohatra ny hoe ny fanambadiana toy ny tenon-jiafotsy, ka vao tsy hialan-kasokasoka, tonta tsy hialan- dromoromo,... |
Ny vady sy ny zanaka ny ray sy reny koa ny iraitampo indreo mangahiahy. |
Fehin’ny mpilaza toerana deikitika ny mpilaza toerana deikitika no entin’ny mpiteny mitanisa zavatra na toerana eo amin’ny habaka mba hampinoana ny itenenana. Rehefa novahavahana teo ny deikitika izay singa mandrafitra ny serasera mandresy lahatra dia hodinihina manaraka kosa ireo |
Raha hanomboka hiasa koa, ka nifamotoana tamin’ingahy aziz, i tsiry sy i meja dia tonga tamin ny ora voatondro izahay 155 hoy izy. Maneho ny fahasahiana sahady sy ny fahavononany hiasa izany fanajany ny fotoana nifanaovana izany. Toy izany koa ny boky onjam-pilafila raha miresaka mikasika ny fotoana sy ny fanajana ora.... |
Jereo fa fohy ny andro iainana b ny zana-kira |
Toa mandeha an-jambany ihany ireo mpikambana ao amin’ny cecam rehefa manao ireo asa atolotra azy. Heverina fa tsaratsara kokoa ny fanomezana fanofanana mialoha ireo mpikambana araka izany mba tsy hahatonga azy ho vaovao be amin’ny fanatanterahana ny asa. Atoro azy amin’izany ny fomba fitantanam-bola mahomby tahaka ny h... |
Nasongadina ato amin’ny fizarana fahatelo amin’ity asa fikarohana ity ny fomba filazan-javatra nentin’ny mpanoratra naneho ny vokatry ny tabataba. Azo sokajiana ho telo miavaka tsara izany, raha ny fanehoana azy ao amin’ny- boky no jerena. Voalohany, eo aloha ny fampiharan’ireo vazaha mpanjanatany ireo karazan- tsazy s... |
Voaboasy ny momba ny tsaho sy ny vokany eo amin’ny firenena iray. Famakafakana |
Saina tsy azo tsy amin’olombelona |
Dia vaka koa ny saina, fa toetra tsy nampoizina harena sesehena, raha toa mandini-tena saingy tsy ho takatra, raha tsy eo ianao mpikaroka. Hampita fahalalana ho an’ireo taranaka. |
Talohan ny hahavelomany, lasa ilay vazaha 64 ny resak’izy telo mianadahy manodidina ny fitadiavan’i tsiry asa ny hafatry ny rain’i mino fahiny raha nampirisika an-janany hianatra asa inona no hainao? |
Ny sekoly tsirairay dia manana ny rafitra ara-pitantanana mifehy azy. Tsaroana fa ny hoe rafitra dia fitambarana singa samihafa mifanohina ary mivoatra ka ahitana firindrana miankina amin’ny tanjona kendrena de rosnay, 1975 91 46. Maneho izany fa ny rafitra rehetra izay ajoro dia manana ny singa manorina azy avy, izay ... |
Misy ny resy |
Ra-gly dia sady mandevina no nanao safidrazana? |
Fianakaviana faharoa rehefa tafakatra teto antananarivo àry ity raim-pianakaviana dia, tao amin ny rahalahin-drainy aloha izy no nitoetra. Nanana vola nentiny nihetsika izy tamin izany, araka ny nambarany, vola ambiny tamin ireo azony tamin ilay asa fandraharahana nataony teo aloha. Io vola io no nentiny nihetsika nana... |
Ny fomba fiteny andavanandro tetsy ankilan’ny literatioran’ny ntaolo, sy ny literatiora an-tsoratra malagasy, dia nitodihan’i jean narivony ihany koa ny fomba fiteny andavanandro, indrindra ny tenin’ny zatovo. Bezoro ratoaka, akory izato izy ? Mba miditra ihany ny boay sy ny goana |
Ny lahatsoratra ny bakara ao amin’ny tak. Faha-59-63 kosa , dia ahitana fanontaniana , saingy tsy manaraka izay ambaratongam-pahasarotana , koa ezahina ny hanarenana azy mba ho araka ny tokony ho izy. Raha fintinina dia miresaka momban’ny fidiran’ny bakara na ny loka mihamahazo vahana eo an-tanàna sy ny voka-dratsin’iz... |
Ankoatra ireo mpanondro tsy mamaritra toerana milaza ny zavatra hita maso, dia eo ihany koa ireo mpanondro tsy mamaritra toerana milaza ny zavatra tsy hita maso sy tsy voafaritra mazava tsara. Ireto avy ireo mpanondro ireo i zao, i zay. Roa ihany ny mpisolo manondro zavatra tsy hita maso ananan’ny fiteny nodinihina. Ny... |
Averimberin-dratrema william matetika ao amin’ny famelabelarana ataony mikasika ny malagasy sy ny tanindrazana , v. A, tak.117 ny teny hoe midadasika araka ny famaritana ao amin’ny rakibolana malagasy, ny hoe midadasika lehibe, migodana, ary mitovy hevitra amin’ny hoe malalaka, be sakana, tsy azo veroka, tsy hita pesim... |
Tsapa, araka izany, nosokajian’ny mpanoratra arakaraka ny toerana ipetrahany ny sihanaka eto. I merleau ponty koa dia nanana ny heviny araka ny itateran- drafidimanana amady17 azy ao amin’ny bokiny izay nosokajiany ho fito. |
Fitazana ahy akory |
Directeur de recherche solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeur titulaire et directrice de recherche à l’université d’antananarivo |
Misy ny fiotana eo amin’ny faran-teny -tra sy -ka rehefa endrika iray ihany no endrika isehoany eo am-panovanana, izany hoe, mitovy ny fanovan’ireo faran-teny ireo eo am- panovanana. Amin’ireto fototeny holazaina manaraka ireto dia renifeo r irery ihany no fanovan’ny faran- teny -ka sy -tra, noho izany, misy ny fiotana... |
Fony aho vao zazakely mbola tena boay kely araka ny efa mba tadidiko nisy teny mamy mahaliana rehefa hitantara arira izay nenibeko izay tahiny |
Eto dia mbola tsy eo ny anoharana fa toetra iray ao aminy no eo sariaka amin’ny ankapobeny ny olona no lazaina fa sariaka. Ny sariaka izay midika fa misy hafaliana ao anatin’ny fo ka taratra eo amin’ny endrika, amin’ny alalan’ny tsiky. Natafin’ny mpanoratra ny felana ireo endrika fonosin’ny sariaka ireo. Eto dia feheza... |
Ka mikarakara hetsika ny fanjakana mba handrisihana ny mpianatra toy ny fifaninanana mamorona fampisehoana an-tsehatra valan-dresaka fampiratiana boky na asa soratra |
Ny politikam-panjakana momba ny teny malagasy sy ny politikam-panabeazana. Tsy azo atao ambanin-javatra raha ny politikam-panjakana momba ny teny satria misy akony lehibe any amin’ny fampianarana ny taranja malagasy ihany koa izy io. Raha ny lalàm-panorenan’ireo repoblika efatra no jerena, dia tafiditra ao anatin’ny te... |
Miala tsiny |
Ankoatra ny fanabeazana azo teo anivon’ny fiarahamonina, dia notezaina tamin’ny fanabeazana an-tsekoly ihany koa i niry-solosoa satria ny fianarana no lova tsara indrindra. 1-4-1 ireo sekoly namolavola azy sy ny mari-pahaizana azony |
Driba ny finoana ary miezaka izy hanazava ny fitoviana sy ny fahasamihafana amin’ny finoana sy fivavahana eo anivon’ny fiarahamonina samihafa 3. Tsy maintsy misy hetsika ao anatin’izany rehetra izany, ary io hetsika io no mahatonga fiovana. Noho izany miara-dalana amin’ireo lalan-tsaina voalaza teo aloha ireo ihany koa... |
Raha jerena ny fafana, dia miharihary fa mpampianatra voaofana amin’ny fampianarana ny taranja malagasy izy roa ireo. Izany hoe, olona efa azo antoka amin’ny fampianarana ity taranja ity. Ny iray a , dia efa tena nilona ela tamin’ity asa ity, ary efa handao izany aza raha afaka taona vitsivitsy. Tena efa manana traikef... |
Lisitry ny fafana |
Burton m. A, op. Cit. Tak.14 |
Olona nohadihadiana ireo mponina tao faratsiho |
Procedures |
Valin’ny famindrana |
Ts imanato lety koa lesy te ho be ambony any ka ! Ny valahana noho midina anefa skil kely ! |
Foza orana |
Andriamatoa tsafilo, filohan’ny fokontany, 109 taovan-kena |
Fanazarana f donnez les réponses give the answers an iza ny satroka? An iza ny biby fiompy? An iza ireo akoho ireo? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.