text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny ray, ny reny, ny ombiasy, ny zanahary ao amin’ny sikidy sy ny vintana ary lovantsofina hafa, mémoire de capen, antananarivo, 142p. |
Tsy nitehika ho herin-taona akory no nandehanan-drandria, dia nanaraka ny diany koa rasendra noho ny rofy nahazo azy. Fa i bena kosa, ireo sakaiza mba niantra no nifandimby nandray azy. Rehefa nifanolo toerana ny andro, sy ny volana ary ny taona, dia nandrazona ny fahefatra ranonorana teo ho eo izy, noho ny fitahian’il... |
Manampy be dia be ny mpampianatra amin’ny asany ny fiofanana mitohy azony. Toy ny zava-dehetra dia fehezin’ny lalànan’ny fivoarana ny asa fampianarana, ka voatery hampitombo hatrany ny fahalalany sy hanatsara ny fahaiza-manaony ny mpampianatra, raha te hahita fahombiazana. Eto amin’ny sekoly akanin’ny marenina, dia mio... |
Ity tany feno fery |
Araka ny mpanoratra malagasy maro ireo malagasy nanao fandalinana momba ny fanabeazana. Nohavahana manokana anefa ny fomba fiheveran’andriamatoa ramakavelo désiré izany. |
Amin’ny malagasy anefa dia ambony kokoa noho ny velona ny razana eo amin’ny an- tanatohatra. Jamban’ny vola i velonandro sy tsimilefa ka sahy nanao tsinontsinona ny hasin’ny razana. |
Io lalan-tsaina io no hampivadina amin’ny lalan-tsaina pragmatique izay fandinihana ny singa rehetra heverina fa mitondra hevitra. Amin’ny alalan’ny teny rehetra avoaky ny olona amin’ireo trangan-javatra maro samihafa no andinihana ihany koa ny hevitra fonosin’izy ireny. Izany hevitra izany dia miankina indrindra amin’... |
Sarobidy ny zanaka ary harena ihany koa amintsika malagasy. Izany no mahatonga azy ireny antsoina amin’ny anarana hoe sombin’ny aina , vahatry ny aina , solofo sy dimby , fara mandimby . |
Andro maromaro izao no efa lasa ianao nandao mba hikaroka ny soa ho an’ny fiainantsika roa |
Tina ndry! Ary toa misento ianao e! |
Fahafoizan-janaka noho ny ditrany ralinina tapahiko aloha ny teninao dokotera. Raha resaka fitsaboana an’i falihery no niantsoanao ahy ho at? , dia miala tsiny indrindra tompoko, fa tsy mahavita aho. Aleo ho faty ao. |
Ny fomba filazan-javatra nenti-nanangana ny fiafandraisan’ny mpitondra sy ny entina. Taratra ato amin’ity ampahany ity ny maha-mpanao pôlitika ny mpanoratra sy ny maha-mpandinika pôlitika azy. Amin’ny mpanoratra dia tsy afa-misaraka eo amin’ny sehatra pôlitika ny vahoaka sy ny mpitondra, matetika anefa dia manana hevit... |
Les demandes et les propositions de projets émanent tout d’abord des habitants des zones ciblées qui, par la suite, seront examinées par le comité de traitement des demandes et dont la validation dépend de plusieurs critères la pertinence de la demande est-ce que saha représente une solution pour aider à résoudre les p... |
Nalaina tao amin’ny tantara ny andriana. R. P callet, 1981 tantara ny andriana eto madagasikara, tome i document historique d’après les manuscrites malgaches, tak. 321 |
Nous allons présenter dans ce chapitre les solutions par lesquelles nous pouvons résoudre les problèmes cités précédemment. Premièrement, nous allons étudier les procédures administratives et comptables, puis deuxièmement nous allons voir l’extension du service contrôle. |
Ny sarin-teny nenti-nanangana ny fiombonam-pitiavana mirindra ny fiombonana mazàna dia manery toe-javatra roa mitovy vao afa- miombona. Alohan’izany anefa dia tsy maintsy misy fihaonana. |
Ny literatiora |
Ny fomba nandaharan’i eric ravalisoa ny voambolana nampiasainy maro ny fomba nanehoany ny voambolana nentiny nandrafitra ny fehezanteniny, fa ireto vitsivitsy ireto no ezahina hohalalinina ny filalaovana amin ny teny verin-droa, ny filalaovana amin ny fampiasana voambolana roa mitovitovy fanonona, kanefa tsy mitovy hev... |
Riviere, socio-anthropologie des religions, p.07 l’anthropologie religieuse ne se contente pas de décrire, inventorier, classer les faits religieux, elle voit la religion comme une partie de la culure et cherche à expliquer la ressemblance et la différence entre phénomènes religieux dans des sociétés diverses 4 balandi... |
Antaninarivo 43 31 very fanahy. 45 32 aiza no misy mpanolana. 47 33 matihanina 49 34 miasa jamba rafozana. 50 35 lozanao 51 36 soa fa nisy. 52 37 izay orohako no misy. 53 |
Maro ny olana mitranga amin ny voanteny iray vokatry ny fifanenan ny renifeo roa toy ny am-bava sy ny an-orona; izay mahatonga ny kentsona tapany amin ny teny malagasy. Afangaron ny mpiteny nefa ireo na ampifamadihany mihitsy aza indraindray. Ankoatra ny fahadisoana eo amin ny fanonona, indrindra amin ny fanaovana veri... |
Fandrindrana ny fiainana amin’ny fitondran’andriamanitra lafin-javatra roa no tsy afa-misaraka amin’ny fiainan’ny olombelona dia ny fifaliana sy ny fahoriana. Tantely amam-bahona tokoa mantsy ny fiainana72. Manamafy izany rahajarizafy izay manambara, fa tsy tokony ho kivy ny olona manoloana ny soa sy ny ratsy miseho eo... |
Caractéristique scolaire infra, effectif, taux de réussite et de scolarisation |
Ando kosa, rehefa avy nandao ny tokantranon-drainy sy reniny, dia torana tany anaty taxi borosy, noho ny ratra nahazo azy, ka nisy nanatitra tany amin’ny hôpitaly. I dokotera haja no nitsabo azy tamin’izany. Rehefa tafavoaka ny hôpitaly izy, dia mbola tao amin’i dr haja no namantana, satria tsy nisy olom-pantany teto a... |
Manoristoritra izay lalovany |
Nampiditra ny omby ilay mpiandry azy dia nidresaka tamiko, ary notantarainy fa tsy nanaiky hiasa ny tanin- drainijery intsony ny mpiasany sasany raha tsy hamboarina ny fomba fizarana ny vokatra , ary na |
Ny tody tsy misy tsy akory, fa samy mandray valin’asa; ny tany, zareo, boribory, ny ho avy dia tohin’ny lasa. |
Le très faible recours à des financements publics par ces associations pour diverses raisons montre un besoin de familiarisation de celles-ci dans ce domaine un meilleur accès aux informations sur les diverses offres de financement est indispensable pour ces associations qui se limitent trop souvent par choix ou par co... |
Ireo no antony avy amin’ny mpampianatra. Fa toy izao kosa no antony avy amin’ny mpianatra. |
Raha fintinina ireo voalaza ireo dia hita fa tsy mba tia mampiasa anarana vahiny ny mpanoratra, ary ny fampiasany izay amin’ny endrika nogasina, toy ny hoe robert dia fanehoana fotsiny fa efa nanao anarana vahiny ny olona tamin’izany fotoana izany, ary efa nisy vazaha tafiditra teto madagasikara. Maro ihany koa ireo mp... |
Ny fetran’ny asa |
Fafana 7 ny isan ny mpianatra sy ny mpampianatra amin ny sekolim-panjakana |
Savarano, librairie mixte. |
Ny voambolana fampiasan’ny tanora maneho ny fanakekezany ny tanora izy ity. Mampita hafatra ho an’ny tanora mantsy izy. Anisan’izany ireto poteho aho v. A lah 5 , kalamina , milay v. A lah 20 ao amin’io v. A lah 5 io izy dia miresaka momba ny ataon’ireo tanora ankehitriny. Mananatra azy ireny izy. Tsy mandrara anefa iz... |
Vao mainka nitombo ny fahasahiranana ara-toe-karena, satria nanao lanja miakatra ny fiainana. Ny tantsaha malagasy no tena nitondra faisana tamin’izany |
Ireo lafin-javatra manahirana |
Midadasika ihany ny dikan’ny hoe seha-piarahamonina raha eo amin’ny fifandraisana sy ny fifaneraserana no resahina. Raha raisina tsotsotra kosa dia azo faritana hoe fifampitondrana. Azo sokajiana ho roa izy amin’izay lafiny izay ny fifampitondrana eo anivon’ny fitantanana ny raharahan’ny mpianakavy ny fitantanana ny ra... |
Ny fiainana an-tany eto no oharina. Tsy eo kosa ny anoharana, fa ny toetrany izay atafy ny oharina no hita eo, dia ny hoe mamy mangidy izany. Nentin’i hajaina mamaritra ny fifandimbiasan’ny hafaliana sy ny fahoriana eo amin’ny fiainan’ny olombelona amin’ny ankapobeny izany. Raha ny ara- bakiteny no jerena, dia ny tante... |
Raha fehezina izany rehetra izany, ny fahombiazana tamin’ny fomba fiasan’ny fikrifama teo aloha dia eo aloha ny fanefena ny isam- batan’olona hahay handray andraikitra ka hahatonga azy ho mpitarika, hahay hikarokaroka sy hanitatra ny fandrosoana. Araka ny efa voalaza mantsy dia dingana iray amin’ny fampivoarana ny fand... |
Miseho amin’ny endrika maro isan-karazany ny tsinjara toerana omena ny lehilahy sy ny vehivavy any amin’ny firenena samihafa. Amin’ny ankapobeny ary saika maneran-tany dia voamarika fa tsy dia mahazo anjara toerana firy eo anivon’ny fiarahamonina ny vehivavy ary voailikilika amin’ny ezaka fampandrosoana indrindra amin’... |
Lahatsoratra hokirakiraina na amin’ny fampianarana literatiora izany na amin’ny fampianarana riba. Azo sokajiana ho efatra lehibe izany, dia ny lahatsoratra manoritsoritra, ny lahatsoratra mitantara, ny lahatsoratra manazava ary ny lahatsoratra mandresy lahatra. Tsy handinika manokana ny paikam-pananganana ireny karaza... |
Renikalo efa maty io! Efa lasa any ambondrombe ny fanahiny! Tapaka toy ny an- dratsimandefitra ny lohany! Miboridana toy ny an- dratsimandefitra ny vatany! Ary niongotra toy ny nify volamenan-drabodomanga ny nifiny! Ah! Feo kentsona |
Mifameno ny lohateny sy ny vontoatiny. Vokatr’izany, mila dinihina tsara koa ny vontoatin’ny hevitra aroso sy ny fomba fanehoana azy. Indreto misy santionany manamora ny fananganana izany 72 |
Kerbrat-orecchioni, op. Cit, tak. 35 ce sont des unités linguistiques dont le fonctionnement sémantico-référentiel sélection à l’encodage, interprétation au décodage implique une prise en considération de certains des éléments constitutifs de la situation de communication, à savoir le rôle que tiennent dans le procès d... |
Efa hita tamin’ny zana-pizarana teo aloha fa azo ampiasaina ho fitaovana enti- mampianatra ny lahatsoratra an-gazety. Koa hojerena amin’izao zana-pizarana izao kosa ny fampiharana izany amin’ny fitrandrahana ireo andry efatra ifotoran’ny fanabeazana naroson’ny unesco ho fiatrehana ny fanatontoloana. Raha dinihina ny vo... |
Ny volana martsa 1992, nisy ny fivoriana niadian-kevitra mikasika ny famolavolana ny lalàm-panorenana ho amin’ny repôblika fahatelo. Ny 19 aogositra no natao ny fitsapan-kevi-bahoaka. Lany tamin’ny 72, 69 ny eny tamin’izany. Natao koa ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ny 25 nôvambra 1992. Anisany nah... |
Eran-tany na ny association mondiale des guides et des eclaireuses izay afohezina hoe amge. Sary fahefatra olave saint claire |
Takila 45 ny anjaran’ ny mahantra dia izay atolotry ny mpanana azy ihany takila 58 ny vavaka no mandan’ ny fanahy. |
Beaujard p princes et paysans. Le tanala de l’ikongo, un espace 1983 social du sud-est de madagascar, paris, l’harmattan, 670p 1990 islamisés et systèmes royaux dans le sud-est de madagascar. Les exemples antemoro et tanala , in omaly sy anio, pp 235 286 bezandry donat ny famakian-tany fanaon’ny mponina ao andrangazaha... |
Ny famonosana ny fihevitra ny mpanandro ny mpihira gasy ny taranaka amam- para milevina mitetika potika mandry l action d envelopper la maniere de penser la pensée l astrologue les troupes de chanteurs et de danseurs qui jouent en plein air, à l occasion d une réjouissance etre enterré délibérer etre en morceaux etre c... |
Lita ie, nifanena tetsy ivelan ny vavahady izahay, izy aza tsy nahita akory fa nodoniko fotsiny hoe rabaina a ! Izay vao niherika. Teo dia nanao be fiavy tahaka an-dreniomby jamba fotsiny. Ary taiza foana ialahy aza manao fanahin-jiolahim-boto e. Tsy mba ohatra ny zandrin ialahy ialahy e. Ssh 255- mankaleo. |
Malagasy. Sady manokatra azy haharaka ny fivoarana eo amin’ny fanatontoloana izany no mampisondrotra ny fahalalany ka hirosoany amin’ny fanatsarana ny fiainana sy ny fiainam-pirenena. Te ho tonga amin’izany sehatra izany tokoa izy ireo ka miezaka mampiasa ny teny frantsay sy ny teny malagasy, araka izay kely hainy, sai... |
Efa voalaza etsy ambony ihany koa ny fifamadihan-toerana eo amin’ny voanteny swahili vilevile sy ny voanteny malagasy velively. |
Niry-solosoa |
Tovana 1 lesona nataon’ny mpampianatra tao amin’ny l. A |
Namotopototra ny finoana sy ny fiaim-piainan i sahondra tany aloha tany ny renin i jao mandrafitra ny endri-pitondran-tenan ny tsirairay ny finoana ananany, ary manefy ihany koa ny fomba fisainany. Heverina fa hirindra kokoa ny fiainan-tokantrano raha ny mitovy finoana no mivady. Nohadihadin- dreniny tamin i jao izany ... |
Ny fanoloran-tena fihetsika tsara tokony hatao ny fanoloran-tena ho an’andriamanitra. Tsy ireo olom-boaantso, toy ny mpitandrina sy ny relijiozy ihany akory, no mila manankina ny fiainany amin’ny ray, fa ny rehetra. Matetika mantsy dia ny mandray no mahazatra. Toy izany ny fandraisana ny fahasoavana avy amin’andriamani... |
Manana velarana 30 025 km2 sy mponina miisa eo ho eo amin’ny 236 50019 tamin’ny taona 2004 ny faritra betsiboka. Maevatanàna no renivohiny izay mirefy eo amin’ny 235km miala avy eto tananarivo no misy azy. Misy distrika telo ao anatin’ity faritra ity dia kandreho, maevatanana, tsaratanàna. Ity farany no ahitana ny kaom... |
Jean narivony amin’ny maha mpanoratra azy misy ny olona mba te ho mpanoratra, kanefa tsy mahavita andalan-tsoratra iray akory. Ao koa anefa ireo izay toa tsy misahirana akory, nefa misosa ho azy ny peniny. Iry voalohany ve no tsy mahay mamoaka hevitra, sa ireto faharoa no efa nateraka ho mpanoratra ? Marina fa misy ny ... |
Tina dia izany ve dia olana aminao? Alaivo izy hipetraka aty. |
Izay no azo ambara mikasika ny famaritana ny fanabeazana fa hojerena manaraka eto indray ireo sehatra samihafa ahitana na ahazoana fanabeazana. Sehatra dimy no hovahavahana eto dia ny eo anivon ny tokantrano sy ny any an-tsekoly, ny any amin ny fiarahamonina, ny any am-piangonana ary ny amin ny haino aman-jery. |
Dia samy nanenona ka samy nahavita ento aty amiko àry hojereko ny asan-tananareo , hoy ingahibe fihino mafy ary tapaho . |
Tombana mitaky fandanjalanjana miampy famoaboasana |
Anoharana laroina fanovana anarana no manangana izany eto. Ny fanovana endri-javatra dia mandoko fa mila fanakaran-tsaina ny anatra, raha mandoko ny hevitra ahitsy kosa ny fanovana anarana. Azo avy amin’ny fampitoviana eto ny fanovana endri-javatra, aseho toy izao oharina ny marina anoharana vatolampy ny vatolampy dia ... |
Andriamalala, e. D. 2006 antso, librairie mixte analakely antananarivo, 71 tak. Fofombadiko |
Fotsy fotsifotsy fotsina |
Akfm antoko kongresy fahaleovantenan’i madagasikara coll collection ed edition fig figure iv imongo vaovao lah laharana mdrm mouvement démocratique pour la rénovation malgache onu organisation des nations -unis p pejy panama parti national malgache padesm parti déshérite de madagascar pdm partie démocratique madagascar... |
Ny fifanarahan’ny fampiasana ny fitaovana tamin’ny zava-misy endrika telo no isehoan’ny fifanarahan’ny fitaovana tamin’ny zava-misy, dia ny fahafahana nampiasa azy ireo tamin’ny tranga sy ny fotoana nilana azy, ny fahazoana ny karazana akora nokarohina ary ny fahafahana manao fanamarinana avy amin’izy ireo. |
Ny fiverenan’ilay solemita any amin’ny taniny rehefa tsy resin’i solomona lahatra izy, dia naveriny ho any amin’ny |
Ampianaro aho tompo mba hanisa koa ilay androko na ho haingana na ho ela ilay hany sisa mba masoandroko. |
Manapa-malo olona mamoaka ny fehin-kevitra farany ho fepetra raisina manoloana ny tranga ifanolanana. |
Universite d’antananarivo ecole normale supérieure département de la formation initiale c. E. R langue et lettres malgaches |
Unité monétaire en ariary |
Tsiky angoty fandravoravoana fandraisana |
Na zava-dehibe aza ny fananana fomba fiasa maromaro dia ilaina izy ireny mba hifandraika amin’ny zava-kendrena hatrany. |
Ny ambaratongam-pamakiana ny asa soratra |
4000 3000 2000 1000 0 |
Ny mahery dia hanindry ny osa ihany. |
Izahay mantsy ange ka vahoakanao voafidy manan-danja imasonao ary tena sarobidy kanefa isan’andro dia miaina ny mangidy izay ho rahampitso, mbola injao manjavozavo |
Ny toe-karena sy fihariana |
Toe-tsaina. Mitana toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny fiarahamonina araka izany ny rafi- panabeazana misy ao aminy. Izany indrindra no mitarika antsika hijery ny lafiny fanabeazana ao ankiakabe ny rafi-panabeazana rafi-panabeazana karazany roa no tena hifantohantsika ny fanabeazana an-tsekoly sy ny fanabeazana ivelan... |
Tsy nolazaina mivantana eto ny nataon’i miaro. Izany hoe, euphémisme ihany no ampiasaina saingy manery ny mpamaky hanakatra ny hevitra fonosin’ilay teny ampiasaina. Na dia lavo teo anatrehan’ilay tovovavy aza i miaro, nahazo fahafinaretana ihany. Afa-po ny filan’ny nofony. Rehefa vita koa izay natao vao nahatsinjo fa h... |
Miavaka raha samy ala ihany koa ny ala tapia. Tsy mba mihitsan-dravina mihitsy izy. Izany hoe mateza mandavan-taona eny ny raviny. Heverina, noho izany , fa isan’ny manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fandrindrana ny tontolo iainan’ny olombelona ny fisiany 19. Ahafahana miaro ny nofon-tany tsy hokaohan’ny riaka sy ... |
Ity ry zazavavy no voninkazon’ny fanahy midoroboka elan-kafaliana, lavitra ahiahy ahofahofan’embona ; kotsain’oram-belovelo mainka koa namerovero hafatra tsiambaratelo voninkazon’ny fanahy ! Tsiaro anao mitoetra |
Manitra andriamasinoro 23 jona 1987 kalo sisa |
Rajemisa-raolison r. 2003 |
Tanjona ankapobeny aorian ny fandinihana ny literatiora , ny mpianatra dia mahazo fahalalana fanampiny amin ny atao hoe literatiora; mahay manavaka ireo asa soratra literera; mahafantatra ny fifandraisana misy eo amin ny literatiora sy ny fiarahamonina ary ny vanim-potoana nifandimby; mahay manakatra ny tara-kevitry ny... |
Toetra anaty |
Ny maha-sarobidy ireo sakafo ireo |
Miantoka ny fanontana ny boky; mitady olona hiara-mitsikera ilay boky; mikaroka sary hafa; manaparitaka ny boky any amin’ny trano fivarotam-boky librairie |
Fanabeazana. 143 tak. Mémoire de capen. Antananarivo |
Fanadihadiana ataon’ny mpianatra mikasika ny lohahevitra ianarana firotsahana an-tsehatra trangam-piarahamonina volavolain’ny mpampianatra na nohadihadian’ny mpianatra fanasana olona hanao famelabelarana horonan-tsary fanehoana an-tsehatra ny zavatra nianarana kabary, riba fiampitana famelabelaran-kevitra ataon’ny mpia... |
Fomba amam-panao mampiavaka ny ao antananambo ny malo. Mety hisy endri-piainana mitovitovy aminy any amin’ny faritra hafa, fa eto kosa na ny anarana iantsoana azy aza efa miavaka. Zava-misy ao anatin’ny fiainan’ny olombelona no avohitra kanjo lasa kolontsaina ifanabeazana. Maneho ny fiheverana ny tontolo izany tontolo ... |
Izay ilaina maika momba ny art sy ny téâtra , in fandrosoam-baovao, laharana 110, 25 oktobra 1933. |
Fanoritsoritana ara-tantara |
Kisary 6 maneho ny fipetraky ny seza sy latabatra tao amin’ny efitrano nanatanterahana ny fampianarana sy fianarana 34 |
Ny ngadona ankoatra ny fahaizana milalao amin’ny rima, dia isan’ny toetra takian’ny poezia ihany koa ny fingadona. Ny vanim-peo tononina mafy no atao hoe ngadona ? , ary ny vanim-peo tononina mora kosa no lazaina hoe tsaika u eo amin’ny fotoana amakiana ny andalana indray, misy ny miato elalela, izay atsoina hoe renin-... |
Rima mifaningotra |
Fitiavan’ny mpianatra ny taranja teny |
Graugnard, c. N. Heeren, 1999. Guide méthologique de l’évaluation d’impact prise en compte de l’impact et construction d’indicateurs d’impacts. Paris ciedel, p. 52 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.