text stringlengths 10 11k |
|---|
Rajaonary, ramahandry, rabeony, razafimahefa |
Fotoam-pivelaran’ny olombelona, eo amin’ny lafiny rehetra, ny fahatanorana. Eo no maha vory hery sy tanjaka azy ka ahafahany manatontosa zavatra maro misandrahaka. Lafin-javatra roa no hasian-teny ho fanamarihana ny fiainam-pahatanoran’i harioley ny fianarana nodiaviny sy ny fiainan-tokantranony. |
Ny hany angamba ataoko ho tokana fepetra, dia ny hamantarany alohan’ny rehetra fa ny kanton- tsoratra no manitra midonaka, dia satria ianao no vohontany lonaka, tokim- pahombiazako, ry fitenenan- drazako! |
Tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy upem union des poètes et ecrivains malagasy vt vanin-danto |
Hiparitaka eto ny tena fahafahana, 10 ho foana tsy hisy intsony irony fanavahana, hanjaka ho tazana eto ny mamy fitoviana, i gasikarantsika ho feno fifaliana. |
Fikarakarana ny tany amin’ny fambolena ovy dia ilaina ny fikarakarana ny tany. Izany hoe, asaina ny tany ary mila lavaka lalina tokoa. Araka ny fanazavan’andrimatoa georges tekinisianina ao amin’ny ta. Fa ambatondrazaka dia toy izao ny fizotran’izany. Ny plantation sur billons volena amin’ny tany efa voaasa tamin’ny an... |
Ny embona lasa mpiampita 10 mitety ny lavi-tsy hita dia haiko fa tsy azo sakanana |
Zotra zojotra zory na zorina zory ny làlana mody fa hariva ny andro. |
Olona tokana |
Tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 48 72 tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 50 73 tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 53 |
Aza mibaby fosa fa rehefa tery am- babena izy dia manaikitra lamosina. Tandremo fa mahavokoka ny fosa. |
Amin’ny 03 ora sy 52 minitra maraina |
Ry malala ! Meteza ianao indramiko hitendry ilay valihako efa ho lo sy hobok’aty eo an-joron’ny fisiana. |
Zavatra jerena ratsy azo ekena tsara tena tsara mazava ve ny zava-kendrena? |
Fototeny tsy mitovana endrika am-panovanana tr r, t tr t, s |
Ny oharina fitiavana -toetran’ny anoharana tsara. Ny anoharana àry eto dia zavatra hita mivaingana manana io toetra io raha ny lela no mahatsapa hoe tsara, dia zavatra manome tsiro misarika sy mampilendalenda. Raha ny maso kosa dia zavatra manome endrika manintona ny maso sy mahaliana raha hevitra kosa dia izay mitondr... |
Safobemantsina ity tontolo iainan’i madagasikara ity dia tsiriritin’izao tontolo izao. Vavan’olo- maro mihitsy, hoy ianao, no efa niaiky izany sy samy nanambara. |
Les ateliers de partage d’expérience inter-professionnelle, les transferts de compétences entre les personnels même et entre autres organisations constituent des moyens et des leviers pour développer les connaissances et les compétences des personnels ; ils contribuent également à la préparation des relèves dans la réa... |
Decoration ny teo ihany tsy miova satria eny an-tanàn’ingahy rabeza eny ambanivohitra ihany no miseho ny tantara |
Mitovy ihany koa ny rima araka ny laharam-pisehoany samy aabb |
Aok’izay ny resa-be dia atsaharo ny kabary 10 f’izay hatokon’ny vahoaka no tsinjovy fa mijaly e! Izay fikatsaham-bahaolana itetezam-bazatany ajanony aloha izany! F’izay tsy fanananay azonay zakaina ihany |
Ny sampana nidirany ankoatra ny maha mpandray ny fanasan’ny tompo an’i jean narivony, dia maro ireo sampana nanaovany ny asa fanompoana an’andriamanitra. Mpikambana tao amin’ny sampana tanora kristiana izy, na teto antananarivo, na tany fenoarivo, ary anisan’ny mpitarika tamin’izany. Nandray anjara tamin’ny fihetsikets... |
O, mandria am-piadanana ! Ry mpiara-miasa, ry sakaiza , ry charles malalanay. |
Ny fizarana fahatelo no hamoahana tombana amin’ny malo sy ny soatoavina raketiny ary ny fifandraisany amin’ny fampianarana miaraka amin’ny andram-bahaolana tandrify amin’izany. |
Dominichini j p , jean ralaimongo et 1961 l’origine du mouvement national malgache paris, diplôme d’études supérieures, faculté des lettres et sciences humaines de l’univesité de paris |
Fafana 16 maneho ireo fotoana anatiny ao amin ny rehitra hambom-po sy fa velona indray. |
Botsaiky, asio limity, 12 aprily 2007, ton 49, tak 55, boky i |
Fomba fanaona mpanandro, mifanohitra amin’izay hita ao amin’ny kisary 1 |
A, hira telo , tak.12, and 2,3,4 |
Olana lehibe mianjady amin’ny fampielezam-peo ny fidadasiky ny vohon- tany sy ny elanelana lavitra eo amin’ny vondrona tilina. Manampy izany ny fahatsapany ny fahalainana mahazo ny tantsaha eo amin’ny asa fanentanana ataony. Matetika no mihevitra ny tenany ho miasa maina sy toy ny mitori-teny an’efitra nympanentana. Ol... |
Tsy tia ahy akory i mahalinao, hoy i noro nanapaka ny teniny. Raha nisy izany, inona no nisakana azy hatrizay tsy hamboraka ny fitiavany ? Fa izay mahatonga anao hiresaka ny anarany iky no tsy azoko. Ary na ho tia ahy tokoa araka ny teninao aza izy, tsy tanalahy eny ambony hazo ny foko, ka hiova soratra isaky ny mandal... |
Ny asa soratra dia fampitan-kafatra amin ny fomba kanto. Izany hafatra atolony izany no manabe ny vahoaka azo sokajiana telo ny tanjon i clarisse ratsifandrihamanana ho an ny fiarahamonina araka ny hita ao amin ny tantara ny hisian ny firindran ny fiarahamonina, ny fahaizana miatrika ny fandrosoana, ary ny fanomezan-ka... |
Ny olona mivondrona ato dia ireo mikirakira ny lafiny teknika. Mampiasa fitaovana maro entina hanaganana s. M iray, ohatra fankan-tsary, fankana feo, solosaina izy ireo no mandrindra sy na manamboatra ilay s. M. Izany hoe, misahana ny fanaovana ilay s. Maka sary sy feo, manambatra ekipan’ny mpilalao |
Atsangano ny fafana vaky raoka. |
Teny famaranana eto am-pamaranana no anaovana jery todika ary amintinana izay rehetra voalaza. Tsiahivina fa ny fanabeazana ny zazavavy ao amin ny fikambanana skotisma mpanazava eto madagasikara izay rafitra ivelan ny sekoly no niompanan ity asa fikarohana ity, izay misy fizarana telo mandrafitra azy, ary ahitana toko ... |
Durkheim emile, l’individualisme et les intellectuelles , dans revue bleue, 4èmesérie tx 1898 2. Marx karl, forces productives et rapports sociaux de production , 1846 3. Roger c. , le développement de la personne, paris, dunod, 1972 4. Simmel les pauvres , 1998 5. Idris index international et dictionnaire de la réadap... |
Noho ny asa nataon’ireo mpitandro filaminana dia tojo ny tanjona nokendreny izy ireo, dia ny fiarovana ny firenena izany. Tafaveriny ny hasina maha-olona, niharihary ny marina ary nanjary laharam-pahamehana ny fitandroana ny fiandrianam-pirenena. |
Rehefa ampifandraisina ireo teny irery nodinihina ireo, dia misy lafin-javatra roa azo tsoahana. Hita misongadina aloha fa ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara ihany no miteny irery ratovo sy ranivoaly. Ny mpandray anjara hafa dia mifampiresaka mivantana amin’izy ireo. Mety ho fomba entina manavaka ny mpandray... |
Ny fomba filazan-javatra nanehoana ny zana-kira |
Amin ny olombelona eto an-tany ka mivavaka dia misy toerana voatokana na natokany anaovana izany, amin ny malagasy koa dia tsy izay toerana hita rehetra akory dia azo anaovana fotoam-pivavahana avokoa, fa misy ny atao hoe toerana masina, ka ho an ny malagasy nentim-paharazana dia ny zoro firarazana na toerana avaratra ... |
Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny main-tany no anaovana ity asa ity. Fandrafetana biriky sy fandrafetana trano no atao amin’izany. Tamin’ny fanadihadiana nataonay dia tsapa fa ao anatin’ny fokontany tsirairay isan-taona dia misy fanorenana trano roa farafahakeliny. Olona avy ao an-toerana ihany no madrafitra izany. Ankoat... |
Ny fizahan-takila |
Porte dossier sahafa harona na tanty tsihy loharano hanitramiora, desambra 2014 |
Toy izao ny famintinana ny lohateny hita ao amin’ny tononkalon’i faniry vatosoa amin’ny alalan’ny fafana karazana lohateny isany ohatra fehezan-teny 27 mihira indray ny foko |
Hafatra na fahalalana hahazoan’ny mpandray hafatra mpianatra tsara izay ampitaina aminy, ka hahafahany mitahiry izany sy mandrakitra izany ao an- tsaina. |
In ry lasa izay famisavisa149 |
Misahana sy manome hevitra mikasika ny fanatsarana ny fotodrafitrasa |
Eto dia hita fa ny fanaovana fanitsiana ny fampiasana miendrika karazam- panontaniana dia tanterahina amin’ny alalan’ny resaka ifamalian’ny mpianatra sy mpampianatra ka ny mpianatra ihany no mamaly ny fanontaniana izay apetraky ny mpampianatra. Misy solontena iray milaza ny valin-teny ka ny mpampianatra kosa dia manama... |
Ts imanato asa indray raha hanahoana anio alina. Ny fingotra sy ny diska aloha no efa nodorako mialoha e! Hiarovana amin’ireo lolo. Fa mba natory tsara kosa ity ragly sady miesona be fa andeha aho la mba hidaboka! |
Rehefa voafehin’ny mpiteny ary tafapetraka tsara ny tetika sy paika rehetra amin’ny famolavolana sy fampitana hafatra dia anjaran’ny itenenana kosa indray ny mandray azy ka mitady izay paika rehetra entiny mamaky na mahazo ny zavatra tiana hampitaina aminy. Noho izany dia ilain’ny itenenana ihany koa ny mampiasa paika ... |
Ny fihetseham-po maneho fahatokiana lazain-drado eto dia tanjaky ny fahafahana sy ny fahamarinan’izany noho izy miorina ao anaty seha-kevitry ny sanda iraisana amin’ny itenenana ka sady maneho ny fomba fiheverana ilay fahafahana no maneho ny lanjany eo amin’ny fiarahamonina. Io fihetseham-po azon’ny fahafahana itokiana... |
Ny fomba nanatontosana ny asa |
Mariane vavy mpikarakara tokantrano manan- karena mpandainga, tia tena, tia voninahitra |
Izay ny amin’ny voambolana nampiasain’ny mpanoratra, tsy nionona fotsiny tamin’ny hita teo amin’ny tontolo amanodidinana sy ny zava-boaary ary koa ireo teny malagasy tranainy i nasolo, fa nandray ny hevitry ny baiboly ihany koa. Maneho ny fiainany sy ny fanabeazana azony izany. Fiainana teo anivon’ny fiangonana, taiza ... |
Ny ana-dray aman-dreny toy ny tsipak’ombalahy, raha mahavoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina. Ankoatra izany, ny nenina tsy ho avy aloha hananatra fa aoriana handatsa ireo ohabolan-drazana ireo no azo amintinana ity ampahan-dahatsoratra ity. Nahatsiaro ho tra- nenina ihany mantsy ity zaza ity, taty aoriana. Antoka... |
Lehibe tokoa ny fitiavan’ireo ray aman-dreny ny zanany satria mahavita miharitra ny zava-drehetra izy ho famelomana azy. Mikely aina fatratra amin’ny fikarakarana ny sombiniainy. Naningotra ny fon’i asiniony izany, ka nahatonga azy hankamamy ny toetran’ny reniny. Manana filamatra hanaraka ny fahendren’ny reny izy rehef... |
Maty kristy, be ny ota maty i jeso! Be fitia faly malahelo aho, sambatra manana ody aina. |
Mamon’hadalana mamy nidolàna mamony tsiro tsy ho ritra176 anehoan’i niry-solosoa amin’ny mpamaky ny fahalalahan’ny asan’ny mpanoratra ihany koa ny tononkalo tsy misy rima. Tsy voafehin’ny toerana, na ny sokajin’olona, na ny fotoana ny asa soratra, hoy izy ao amin’ny tononkalo nampitondrainy ny lohateny hoe voavaha ny b... |
Clients s’est élevé de 10 jours. C’est pour cela qu’il faut récupérer les créances surtout celles auprès des gros clients afin de diminuer les créances clients. |
Marihina fa amin’ny tatitra toe-javatra tahaka izao dia endri-javatra roa no tsy maintsy hajaina ny voalohany dia ny fiezahana tsy hampiseho afa-tsy izay zavatra tena nitranga marina, tranga mety hahaliana azy mpanao gazety manokana io, fa tsy maintsy kendreny hahasarika ny ho mpamaky azy koa ; ny faharoa dia ny fialan... |
Ii.2. Ny mpandrohy mampiray ny antsoina hoe mpandrohy dia singan-teny ahafahana mampitohy fehezanteny roa samihafa ho lasa fehezanteny iray vokatry ny fampiharana ny vela mampanjavona ny lafin-javatra mitovy anarana mitovy sy ny vela mamindra toerana. Ireo fanovana ara- bika roa ireo no miasa rehefa hanambatra fehezant... |
Laharana karazana takila 01 ny rafi-pitantanana ao amin ny fokontany 67ha afovoany andrefana 15 02 ny firafitry ny flm 23 03 ireo fomba fanabeazana fito 47 04 ny firafitry ny fsm maneran-tany 53 05 ny firafitry ny fikambanana mtem 54 06 ny rafi-pandaminan ny voronkely 62 07 ny rafi-pandaminan ny sampana maitso 63 08 ny... |
Tafiditra ao anatin’ny literatiora an-tsoratra ny tononkalo. Noho izany, natao hovakina izy. Mazava loatra fa tsy afaka hahalala izay hafatra raketiny sy hankafy ny hakantony raha tsy olona mahay mamaky. Hoy indrindra i randja zanamihoatra manambara izany na toinona na toinona heverina ho fiezinezin’ny talentan’ny poet... |
Miteraka roa na telo ilay vehivavy nefa tsy misy maka azy ho vady ireny lehilahy ireny, noho izay dia tsy maintsy izy irery no hiahy ny ankohonany. Raha ny lafiny ara-pitondrana kosa no resahina, rafi-pitondrana ara-panjakana no mitantana sy mitondra ny vahoaka izay tarihin’ny filohany andriamatoa be jeacnarison louis,... |
Ny finoana nentim-paharazana 46 1.3.4. Ny olan’ny mponina amin’ny ankapobeny 50 1.4. Ny lafiny toe-karena 54 1.4.1. Ny fambolena 54 1.4.2. Ny fiompiana 58 1.4.3. Ny seha-pihariana hafa 59 fehin’ny fizarana voalohany 60 2. Ny fandrindram-piterahana sy ny manodidina azy 62 2.1 ny mombamomba ny fandrindram-piterahana amin... |
Fizarana vi famoaboasana sy fandalinana ny fiaraha monina toe-tsaina famokarana fitondrana filozofia. Misy lahatsoratra na ampahan- dahatsoratra enina ambin’ny telopolo 1 hafatry ny ombiasy tamin’ny zanany; rainandriamampandry tantara sy fomban-drazana, t. 13-22 , tak 157-162 |
Kjak! Varavarana mikaratoka |
Fototra 1.000ar 21-50 fototra 51-100 100 5.000ar 10.000ar 30.000ar fanomezan-dalana hanao fivoriana conférence 1.000ar hofan’ny tranompokonolona amin’ny fivoriana 5.000ar tapakandro 10.000ar 1andro hofan’ny tranompokonolona hanaovana lanonana 7.500ar jiro andro 25.000 jiro alina fanomezan-dalana hanorina trano construc... |
Tanjona ara-pahalalana mpianatra mahalala ny mombamomba ny vintana tanjona ara-pahaiza-manao mpianatra mahay misinton-kevitra momba ny vintana amin’ny alalan’ny lahatsoratra na lahabolana tanjona ara-toetra amam-pihetsika mpianatra mahay mivoatra manoloana ny fiainany |
Teny fampidirana |
Ity vavako ity injao fa mitaraina kanefa indraindray midradra ny maraina iavian’ilay andro, masoandro mpanazava anavaozana ny ampitso, anarenana ny rava |
Dia indreo fa nivavaka izy tsy ’lay vavaka vao nampianarina nataoko ho vavak’ankizy, kanjo hay tena vavaka marina. |
Tovana iii |
Kisoa lahy ty! Kisoa vavy ty! Kisoa ty! |
Kaominina ambanizana ceg communautaire |
Reuter 1991 |
Ohatra mandrafeta lahateny mandresy lahatra, mitondra fanadihadiana faneho an-gazety avy amin’ity sary ity. |
Manana ny fomba fiasany ny fikambanana amin’ny fitantanana sy ny fampiasana ireo fitaovana ireo. Ny filoha sy ny filoha lefitra no mitazona sy manara-maso ny fitaovana. Manana kahie roa ny fikambanana ny iray mirakitra ny lisitry ny fitaovana, ny iray kosa hitehirizana ny isan’ny vokatra sy ny vola miditra vidin’ny vok... |
Anisan’ireny tokoa mantsy ry glenovitch sy abdul ary nzulu. Tsy hita hatraiza hatraiza ny lalana an-kolaka sy an-kinafinafina nidirany teto amin’ny firenena. |
Boky sy gazety novakina sy nanovozan- kevitra |
Raha dinihina ireo isa ireo, dia azo lazaina fa mazoto mianatra lesona ny ankamaroan’ny mpianatra. Mihoatra ny antsasany no nahazo isa mihoatra ny telo tamin’ny andiam-panontaniana 67.85 tao amin’ny lmm ary 73.33 tao amin’ny stmr. Teo amin’ny fanadihadiana lahatsoratra kosa dia hita fa tsy mahay manakatra hevitra ny mp... |
Tao amin’ny boky nosoratan’i cfrlr mitondra ny lohateny hoe lengahy mianaka no nakana ity poezia ity. Fanao tamin’izany vanim-potoana izany moa no manisika tononkira na poezia toy itony, eny an-tsefatsefaky ny tantara eny, mba hanaingoana azy na hampitana hafatra mora atelina, rehefa avy nilona tao anatin’ny ranomasimb... |
Raha mbola monina eto an-tany tsy maintsy miasa, adidy izany ; ny asa manko samy tsara raha toa hajaina izay anjara. |
Teo amin’ny fiforonan’ny voanteny rôkorôko, dia nisy ny fanahafan’ny a ny feo u . |
Ratrema w 1977 |
Ny antsan’ny vahiny, miraona tena fatratra, 10- mamelovelo manga tsaroako tonga lafatra ity heriko marefo, atopatoman-jahatra, miremby paradisa, maniry te-hitsahatra . |
Fotsy mena maitso277 fotsy-mena-maitso io kosa ve rameva 1 tsy lokona faneva misy sahy manevateva ? Nentina hampieritreretana ny olona sahy manosihosy ny fiandrianam-pirenena toy ny sainam-pirenena. Afak’haba278 efa reraka sy valaka ny eny anosivakaka nidiran’ny angano velom-panahiana ny mpanoratra noho ny |
Jean narivony, op cit, tak 16 |
Fehiny raha avoitra àry izay voalaza rehetra mikasika ny dingana faharoa, dia ny fifampiresahana na fanadihadiana ifotony, dia azo ambara fa ity no dingana lehibe indrindra tsy maintsy ataon’ny mpanadihady, satria iankinan’ny lahatsoratra iray manontolo. Porofo lehibe enti-manamarina ny fahamarinam-pototry ny fanadihad... |
Araka ny nambara tamin’ny 03 teo dia hiompana amin’ny fandinihana ny maha-zava-kanto vita amin’ny teny ny hira maintimolaly ity fikarohana ity. Izany dia famahavahana amin’ny antsipiriany, araka izay azo atao, ny lalàna sy ny firafitry ny fomba filazan-javatra nenti-nanangana ny hira maintimolaly. |
Sangy malefaka sady voatefy jerena mahitsy, somary lalao kanefa solokim-pitia tsara refy tsy hita hotratrarina fa mitatao |
Rehefa tonga ao amin ny taona fahadimy ny sampana rehetra misy ao amin ny ecole normale supérieure ampefiloha dia manomana asa fikarohana. Ahitana sehatra samihafa azon ny mpianatra irotsahana ato amin ny sampana teny sy soratra malagasy izay misy anay. Ireto avy izy ireo literatiora, haifampianarana, haiteny ary ny an... |
Ny fano van-javatra toy ny amin’ny zava-kanto rehetra, ao am in’ny zava-kanto vita amin’ny teny, dia tsy m aints y m is y endri-javatra ts y fahita, ts y m ahazatra, ts y andrasana, izany hoe m ihataka am in’ny andavanandro. Ary ireny endri-javatra eo amin’ny fite ny m ihataka amin’ny andavanandro ireny no anisan’ny m ... |
Cf v. A tak 26 186 cf v. A tak 63 |
Ny fomba fijery na teôria nanompanana ny asa rehefa fiarahamonina dia manana fomba fanao raikitra iraisana, ary mahazatra azy. Azo tarafina ety ivelany amin ny alalan ny fihetsika, na fomba fiheverana izany. Koa ny anthropologie dia taranja mandinika ny fomba fiainan ny olombelona ao anaty fiarahamonina. Ny sôsiôlôjia ... |
Ny antonony, ravelojaona, gazety ny mpandinika, 7 marsa 1927, tak. 222- 223 19- ny fanandratan-tena, rafanoharana, ny mpandinika, 6 aprily 1928, tak. 223- 224 20- adidinrizay tafasandratra, d. Andrianarison, ny mpandinika, n 225, zoma, 16 marsa 1928, tak. 228-227 21- alina mangina, josefa rajaonah, ny mpandinika, n 258... |
Tongilana tongilangilana manongilangilana |
Ny vokatry ny zava-misy ara-toe-karena eo amin’ny fiainan’ny tanora |
Araka ireo hita ireo, azo tarafina amin’ny fizotry ny tantara ny fotoana, mety hiadana na andeha haingana ihany koa anefa izany. Miankina amin’ny hafainganam- pandehan’ny fotoana ao anaty tantara ny fiovaovan’ny famaritan’ny mpanoratra ny toe- javatra tiany haseho. Miadana ny fotoana rehefa ataony amin’ny antsipirihany... |
Aleoko tsy vakina fa sao mampikoro ny tia fitsikiana ka mampiery ny an’ireo tsara elo na mampitsika ny loto tsy vaky ka mahasasatr’ireo tsara fo ny soratro! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.