text stringlengths 10 11k |
|---|
Réflexions sur le développement et l’humanitaire bori bana réflexions sur l’humanitaire et le développement articles récents |
Sy ny fitiavany -ny ny fitiavana -mpanabe ny fitiavana tsy |
Asehony amin’ny maha mpitarika azy eto dia sarotiny sady hentitra, manamarina izany ny fampiasana ny andian-teny hoe ambarako anareo mazava tsara izay mitory fanantitranterana amin’ny fomba hentitra sy ny hoe na oviana na oviana manambara fandavana amin’ny fomba masiaka. |
Ampàly ampalimpaly manampalimpaly manapalipaly 9 ampo ampopo manampopo |
Ny mikasika ny fahasalamana ny fahasalamana no voalohan-karena satria tokoa mantsy raha tsy salama ny vatana dia tsy mahasoa na inona na inona, izany hoe sady foana ilay fahazotoana nokatsahina teo aloha no tsy afaka mampitombo ny harena, hoy indrindra ny ohabolana 17 22 sy ny ohabolana 15 30 maneho izany |
Lohahevitra amboaram-pahendrena -famaritana azo avy amin’ny teny roa nakambana amboara sy fahendrena izay midika ho fifehezam-pahendrena. Natao an- 62 rahajarizafy, ny ohabolana malagasy, op. Cit, tak. 63 dominichini, du ohabolana au hain-teny, op. Cit, cp. Xxi, et c’est ce que nous avons fait chaque fois que le sens d... |
Mino aho fa tsy hangirifiry andn 8 287 |
Nofy sosona |
Dia tsy maintsy ho hita ihany izy satria tsy afaka ny handeha lavitra. Ny toerana misy azy rahateo koa tsy azony veroka mihitsy na aiza na aiza. Rafotsibe very laona izy ity ka miandry an’izay higadonany! Tena tsy mamela mahazo ireto jiolahy ireto, hoy ny tao an-tsain’i ndretsa. Vao mainka nanamafy ny tebiteby manombok... |
Fiarahamonina164. Manao io fampitoviam-pijery io koa cto i arni ka mampahafantatra ny ahoaka ny hasiny. Ny adidy amana andraikitra ary ny toerany eo amin’ny firenena ny vahoaka! Tsy entam-barotra amidy fa tena manana safidy tsy ho vahiny amin’ny taniny ’zav tompoiny sy andraininy izy no andriamanjaka ilay vahoaka masin... |
Azo heverina fa niainan’ny mpanoratra ny toe-javatra resahiny, manamarina izany ny fampiasany mpilaza toerana eto eto antananarivo manondro ny toerana misy ny mpiteny izay milaza fa teto antananarivo izy tamin’ny vanim-potoana nitrangan’io toe-javatra io. Niaina sy nahita-maso ny zava-nitranga nandritra ny fotoana naha... |
Taonan’ny mponina isan’ny mponina 0-5 6780 6-20 13459 21-60 25264 60 mihoatra 123 fitambarany 45716 |
Amin ny alalan ny fampiharana ny fandinihana sy ny paikadin ny lahateny araka an i adam sy i maingueneau dia azo sokajiana ho karazana lahateny mitantara io. Ny fitantarana eto dia ikendrena hahazoana fampahafantarana ny tantaram-piainan i goaibe. Mizotra mankamin ny fitadiavana zana-kevitra izany ka ao no ahitana ireo... |
Lisitry ny fanafohezan-teny |
Barthes r 1972 |
Haimah ka tsy hitako intsony ange izay hanaovana azy e! Randranina, efa leo aho, fintinina, mavesatra, dia aleoko atao toy izao. |
Lohateny takila t. F.1 raivo, ilay olon-tian i satan 1 t. F.2 nenibe cherie 39 t. F.3 mbola ao anaty zavona 81 ny tantara nofintinina t. N t. N.1 ikala vazaha 130 t. N.2 raha sanatria ka tsy tonga izy 132 t. N.3 rehefa adala aho 135 t. N.4 ahy ny safidy 137 t. N.5 mitohy ny tolona 140 t. N.6 hendry hadalain ny adala 14... |
Iza moa no gasikara moa ny fraritr’antsiranana? 10 faritany vitsy mponina sady tsy dia be velarana; nefa ny harena ao dia azo ambara fa tsy an’erany ao no tena be ny vokatra fanondrana any ivelany. |
Momba ny fitaovana nampiasaina afaka mampiasa ny fitaovana nampiasaina nandritra ny fikarohana avokoa ny olombelona, saingy ny fiseho sy ny fomba fifehezana izany no mety maha samihafa azy. Araka ny iheverana azy, tsy ny fampiasana tsotra izao ireo fitaovana nahazoam-bokatra ireo no tena zava-dehibe, fa ny fandrindrana... |
Loharano unesco, liste representative du patrimoine culturel immatériel de l’humanité, 2009, n 24 les techniques artisanales traditionnelles de fabrication du papier xuan? |
L’homme est naturellement bon mais c’est la société qui le déprave. J. Rousseau |
Fampifandraisana ny zava-nisy teto madagasikara ny taona 1939- 1947 sy ny zava-misy ao amin’ny tantara foronina ramose teboka maro no ifandraisan’ny zava-misy ao amin’ity tantara foronina ity sy ny zava-nisy teto amin’ny firenena. |
L’art pour l’art, c’est l’art qui n’a pas de but pratique, sauf la beauté, la magnificience. L’art pour l’art n’a pas d’utilité. |
Kilasy faharoa |
Zakariasy p contribution à l’étude de faisabilité d’une conservation par le biais d’un aménagement éco touristique. Mémoire de fin d’études. Université d’antananarivo, ecole supérieure des sciences agronomiques, département des eaux et forêts. 83p. |
Nenibe oadray ry kalakely. Tsy misy vitan’ny fifampitaizana izany fotsiny eo fa hikarakara raharaha mihitsy izahay. Ny valin-teninareo zafikeliko sisa handrasako fa miandry ahy izay nedala. Angola ha, ha. Valin-teny izany ry aro fa miandry izay leiry a! |
Misy tournant be io aloha io! |
Vola tsy tadidinao angaha fa vavy fotsy koa ange ny reniny e! Nitambatra taminy ny hafotsin’ny ray sy ny reniny, dia izay no maha fotsy be azy tsy misy pentina toa io. Ny endrika maranidranitra notahafiny tamin’ny rainy, fa ny ankoatra izay dia ny reniny navela. Rojo dia tsy niverina taty madagasikara intsony ve izany ... |
Ny famerimberenana famerimberenana ny voambolana marina toy ny hita eo amin’ny andininy faharoa. Averiny manontolo izany isan’an-dohan’andalana mba hampifantohana ny saina aman’eritreritry ny itenenana momba ny hevitra naroso. Midika fanantitranterana ny famerimberenana eto mba haharesy lahatra ny itenenana. Marina fio... |
Tononkalo manana endrika mampanatri-maso |
Ny ditra no antony iray manimba ny fiainana. Misy ny olona indrindra fa ny tanora tsy azo anarina mihitsy fa manao izay mahadiavolana ny sainy. Tsy mba mety hihaino na hanaraka izay torohevitra atolotry ny ray aman-dreny, kanefa mbola tsy ampy fahamatorana. Ambaran’ny mpanoratra izany amin’ny hoe raha saina tsy voafehy... |
Organigramme détaillé pour l’axe réinsertion rurale |
Ao amin ny ôrtôdôksa ankehitriny, araka ny fandehan ny taona, ny fototry ny fampianaram-pinoana kristianina, ny fanompoam-pivavahana sy ny fitantanana dia tsy niova. Tsy misy, ohatra, olona iray afaka ho lasa pretra ôrtôdôksa nefa mitsipaka ny maha- andriamanitra an i kristy, ny fahaterahan ny virijiny, ny fitsanganany... |
Les règles de conduite de l’audit interne |
Un des sérieux obstacles à l’effort du développement est manifestement d’accroissement inquiétant du nombre d’enfants produit d’une forte fécondité, venant chaque année grossir l’effectif de la population. |
Elaela ihany izay, nisy olona mivady mpanankarena niteraka roa vavy sy lahy nony telo ambin’ny folo taona anefa ilay vavy izay nantsoina hoe rasoa , dia maty endrey ny alahelon’ny fianakaviana, indrindra fa ny azy mivady. Saika adala mihitsy. Hatramin’ny fahakelezany rasoa dia tsy mba orin-java-notadiavina, raha azom- ... |
Toy ny ahoana ny anjara toeran’ny ray aman-dreny tamin’izany fotoana izany? Ampitahao amin’ny zava-misy ankehitriny. Fandalinana 4 inona eo amin’ny firafitry ny tantara foronina ity toe-javatra miseho ity? Fandalinana |
Natokan-toerana mantsy ny boka, fa tsy mba nampiraisina taman’olona. Hany ka nandosiran’ny ankizy fatratra izy ireny noho ny endriny sy izy ireo efa tafasaraka tamin’ny fiaraha- moniny andavanandro. Niditra indrindra i noro no nahare ilay resaka akanim-borona. Tsaroany ny fiarahany nitositosy tamin- drabe teny amoron’n... |
Le ma s dans la nutrition humaine, fao, 1993. |
Lehibe ao am-pony izany. Nobeazina izy ireo hahafantatra an’i madagasikara sy izay rehetra ao aminy. Tsy ny fahafoizana ny aina sy ny fitolomana ihany akory no azo lazaina fa marika anehoana fitiava-tanindrazana. Ho an’ny tanora kosa indray dia endrika maromaro no nentin-dratsimba georges nanabe ny tanora momba ny fiti... |
L’anthropologue doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête. Il doit rester en contact étroit et permanant avec la population sur laquelle il travaille |
Jininika jinika |
Afa-panadinana |
Famaritana mikasika ny hifikifiky ny hifikifiky dia avy amin’ny teny hoe hifiky ka natao veri-droa dia nahazoana ny hoe hifikifiky, izany hoe ala na aisotra. Noho izany ny hifikifiky dia fomba amam- panao anankiray natao hanalana ny ratsy vita tamin’olona na tamin’ny zava-boahary manana ny hasiny mba handiovana an’izan... |
Io heloka izay nolokoina ho toy ny loto mitakovana io, ilay zava-draty nahafaty |
Tolo-kevitra ihany àry no narosonay momba ny fitrandrahana ny gazety eo amin’ity sehatry ny fampianarana ity, ary dia izay no vontoatin’ny fizarana lehibe fahatelo farany. Tamin’izany dia nezahina nandalanina ny halalin’ny asa saina nomena ny mpianatra, ka teo amin’ny zana-pizarana voalohany dia ny fikirakirana gazety ... |
Tamin’ny 12 septambra 1995 no nisokatra ny lisea mahitsy rehefa nanao fangatahana ela ny mponina sy ny tompona andraikitra. Talohan’io dia niakatra tany ambohidratrimo ireo mpianatra raha te hanohy ny ambaratonga faharoa. Ny lisea mahitsy araka izany no sekoly ambaratonga faharoa voalohany nisy tao amin’ny kaominina am... |
Rehefa tia anie ny foko, dia miorim-paka lalandava ka hadalan’ireo mpioko manasa-tena te handrava. |
Ny mandrakizay no fetra ilalaovany sy dina nifanaovany. Sahy misedra afo, varatra sy ady, tsy mampihemotra azy. Hatramin’ny fahaverezana! Hatramin’ny fahafatesana! |
Ny tsy fahaizana izany no niteraka ny fanambakana teo amin’ireo malagasy tamin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany. Tsy tamin’izany no nahatarafana io toe-javatra io, mandraka ankehitriny aza dia mbola mitranga izany. |
Dia ny ray aman-dreniny mihitsy no samy misotro toaka. Tsy maintsy miteraka tsy fahombiazana eo amin’ny fianaran’ny ankizy ny toy izany.34 2324- ny fihainoan’izy ireo vavan’olona mora miely ny tsaho ao amin’ny sekoly. Vokatry ny tsy fitovian-kevitra dia misy ireo mpampianatra tsy mahazaka ny tsy fanatanterahana ny hevi... |
Avy ta-maromiandra koa dje misalatra neno tômôbily. Zay no maharasy mampalaky mahafaty ny olo amy se a atoy. Ndre olo tokony ho avotra dje maty mandy. Nahatsara ratsy an’azy mba nisy dokotera nandray ta-maromiandra. Naseny serôma satria hitany arika reraka lôtra. Io serôma io laha olo efa reraka be io dje mba manampy n... |
Jo andrianasolo |
Ii.3 ny fihetsiky ny mpanoratra manoloana ny onjam-piainana |
Tsy fanao, hono, ny mihinana amam-bolony ary koa ny mandady amin’ny hazo tsy fantatra hoy ny ntaolo. Koa raha fanadihadiana ny momba an’ ny eja mpanoratra no hifotorana dia tsara raha atomboka amin’ny famantarana ny mpanoratra ny fanadihadiana; izany hoe, ny filazalazana ny amin’ny maha-olon-tsotra ny maha-mpanoratra a... |
Ny voambolana mitory fitiavana |
Ny andinin-tononkalo mifamaly rafitra eto dia mifanako ny anton’ny alahelo ny tena sy ny vokatry ny alahelo ilay olon-tiana tsy lazaina mivantana fa angolain’iran e eo amin’ny fifaningoran’ny andinin’ny tonkalo izay ahatsapana fa mavesa-danja ny vokatry ny alahelo ao anaty raha ampitahaina amin’ny alahelony ny tenany. ... |
Io? Nareo ve mino zany oe afaka dimampolo tôna a mbola ho velona zany teny malagasy zany? Zao mankony, tina ho marihina refa misy afangaronao eo an, refa afangaronao io afangaronao, farany io mamme tokana io, azonareo zay? Mtovy am ra hanao mofomamy enao gateau atôko anaty fonteny, ra hanao mofomamy enao, misy akora ma... |
Dans les relations interpersonnelles, et notamment dans le changement de comportement. Des connaissances que l’on peut appliquer tant dans la vie personnelle que professionnelle. 1.3-des connaissances en artisanat notre passage au sein du cfa nous a aussi permis d’apprendre les bases du métier d’artisan. Nous avons pas... |
Saham-binany na kianjan’ny nofy? Anara-mitovy alao izay ho anao! Dia ento ny fo sy fanahy atohofy higoka ny hangina sy lamina ao! |
Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fampiasana fanovana endri-javatra na métaphore ny rafi-pehezanteny. Ny famahavahana izany dia manampy betsaka amin’ny fahazoana ny hevitra fonosin’ny hira maintimolaly. Ny fandinihana atao rahateo dia siansa momba ny fomba filazan-javatra 65, ka hoporofoina eto ny mampitombina izany... |
Misesy ny kara-panondron’ny mpanoratra, sy ireo dingam-piainana nolalovany nanomboka tamin’ny fahazazany ka hatramin’ny fahalehibiazany. |
Mialoha ny hijerena ny endrika isehoan’ny tombana ao amin’ny sekoly akanin’ny marenina, dia asian-teny fohy ny amin’ny karazan-tombana fanao ao. |
Amin’ny fikambanana na orinasa iray 65. Etsy ankilany kosa, mety ho fomba iray hanafenana ny lesoka sy ny kilemany fihavanana ny fanararaotana isan-karazany. Ohatra isehoan’izany teo amin’ny lafiny fampitaovana ny tantsaha mahazo tombiny hatrany ireo mpihavana amin’ny fampiasana sy ny findramana fitaovana. |
Ny loko mena ary ny volo lava ao amin’ny 48 dia ilazana ny hatsaran-tarehin’ny zazavavavy. Mety ampifandraisina amin’ny anaram-borona ihany koa izy. Ny volo no isan’ny manome endrika ny olona ary izany no mahatonga ny anarany hoe faneva amin’ny fitenim-paritra sasany. Ny fampidirana ireo hatsaran-tarehy samihafa ireo n... |
Seheno esory! Iray miala, folo miditra! |
Mbola resaka mitohy no ataony herinandro katoka androany izay no nandehananay tany amin-dramaria. Herinandro tsy netezako nifanerasera tamin’ny olona tato an-trano intsony. Tsapan’izy ireo angamba ny tsy fitiavako hifanatri-tava aminy koa dia hohajainy izany. Na i tody aza tsy sahy mieloelo eo am-baravarankely ohatra n... |
Ny foto-dresaka |
Mauriac f , op cit, celà se passe bien entendu, dans ce monde d’ après guerre où la jeunesse seule a prix où seule elle a tous les pouvoirs p51 |
Iombonako amin’ny tononkalo sekolin’ny mahantra nosoratan’i joseph raymond rakotomandimbiarisoa gazety ambioka laharana faha-22 janoary 2000 |
Lolo mandolo mandolondolo 136 lozotra mandozotra |
Taorian’ io nefa tsy nety nitsiky taminy ny vintana. Tonga hatramin’ny famosaviana mihitsy aza mba hahatanterahany ny faniriany, saingy, tsy nety. Nitongilana tany amina sinoa mpivarotra iray kosa ny vintany nefa tsy naharitra ela dia maty nisy namono izy ka lasan’ ny hafa indray ny toerany. Izy no anisan’ ny azo lazai... |
Fizahan-takila 1 teny fisaorana 3 voambolana manokana 4 lisitry ny sarintany 5 lisitry ny saripika 5 fintina 6 resume 7 abstract 8 teny fampidirana 10 i- ankapobeny momba ny asa 12 1- hodidin’ny lohahevitra 12 2- sehatra hanompanana ny fikarohana 13 3- voka-pikarohana mahakasika ny lohahevitra 15 4- antoka hahavitana n... |
Ny malagasy sy ny fandrosoana 196-197 |
Ny foko anie rahavako dia fo nitia mangina natokako ho anao koa diso ve ny vavako hamboraka ny dina hanamafy ’lay fitia tokoa ianao no ’lay domoina niriako hatry ny ela mba hitantana ny diako valio re, valio re valio ity foko tia anao. |
Fafana8 ny matoanteny tsy manova renifeo amin ny verindroa |
Rajoma norolafatra dia milaza hoe ny fitaovana enti-mampianatra dia tsy maintsy mifamatotra amin’ny tontolo manodidina sy tena akaiky ny mpianatra ary ny tena zava-misy marina 7. Hamafisin’i grawitz madeleine fa ny lahatsoratra ampiasaina dia tsy azo tapahina tohy amin’ny fiarahamonina nipoirany, izany hoe, tontolo mal... |
Sary rapiharitiana dannick elysé |
Makarenko, uvre en trois volumes, les poèmes pédagogiques. Page 9 la famille n’est pas simplement le voisinage des personnes unies des rapports familiaux, c’est aussi une collectivité la cellule naturelle et première de la société , |
Fitsipiky ny fitondram-panjakana ; hadisoana lehibe ary koa sazy noho ny hadisoana lehibe vita 47 midika hoe mamindra fo 48 kosa ny mamela heloka. Koa ny mamela heloka izany, azo ambara fa mamindra fo amin’ny olona nanao ny tsy mety na nanao fahadisoana. Ny heloka, eo amin’ny finoana kristiana dia mitovy amin’ny ota. S... |
Naka sary rapiharitiana dannick elysé |
Zava-misy mandritry ny lesona avy hatrany dia mandika ny lahatsoratra eny amin ny solaitra be ny mpampianatra. Rehafa izany dia manomboka ny vakiteny. Maharitra 35 mn izany satria samy mamaky avokoa ny mpianatra tsirairay. Samy mbola miambakavaka ary mbola ahitsy eo amin ny lafiny fanonona ny teny izy ireo. Mampiasa te... |
Iii-2-2- soso-kevitra hanatsarana ny tetikasa toy izao 130 iii-2-2-1- tolo-kevitra azo ampiharina avy hatrany. 131 iii-2-2-2- fanatsarana ny fikambanana. 132 iii-2-2-3- fampahatsiahivana ho fanatsarana ny tetikasa toy itony. 132 famintinana ny fizarana fahatelo. 136 famaranana. 137 tahirin-kevitra. 140 |
Ii-0 fanamarihana ankapobeny ny mpisolo tena tampisaka dia ireo teny entina misolo teny hafa ka tsy afaka miasa mitokana. Tsy afaka mandeha irery izy ireo fa tsy maintsy miaraka amin’ny teny hafa foana, izany hoe tsy manana hevitra manokana raha tsy eo ilay teny miaraka aminy ary mitambatra tanteraka aminy izany teny i... |
Teo amin’ny fivoaran’ny voanteny bantu vingirika ho varingarina , dia nisy fifanalaviram-peo nihatra tamin’ny zana-peo i ka namadika azy ho a teo amin’ny vanin- teny sasany, ny fivadihan’ny vanin-teny mamarana ny voan-teny mitsaikona -ka ho -na, ary ny nandraisan’ny voanteny manontolo hanana endrika verin-droa. Mifanov... |
Nb exploitants miniers |
Fampahalalana fohy mikasika ny genre et développement , fevrier 2000, tak 7 |
Zanapeo sy renifeo no fanita-pototeny mikisaka miroso ny tsindrim-peo |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire centre d’etudes et de recherche lettres malgaches |
Il est à remarquer que le seuil de pauvreté pris en compte dans cette étude est le seuil de pauvreté absolu, calculé en fonction d’un panier annuel de consommation minimale pour assurer un niveau de vie tolérable. Ii.2.2.3 typologie avant la mise en place du projet pour mieux, cerner l’étude des caractéristiques de la ... |
Tsy mitovy koa ny lanjany lafo vidy ny akanjo vao noho ny friperia ary ahantona izy fa tsy aparitaka amin’ny tany toy ny lamba tonta. |
Nandritra ny fotoana nirotsahana an-tsehatra ny telovolana faharoa taom- pianarana 2014-2015 dia maro ny toe-javatra ni famaho faho hita manodidina ny fampianarana ny taranja malagasy. Teo anatrehan’izany dia misy ny tsikera natao. |
Ho an’ireo mpanoratra amin’ny teny alemana kosa dia tsy nisy afa-tsy ilay aotrisiana johannes mario simmel irery, io ihany no hany nahita fahombiazana tany |
Sarotra ny famonjena ny olona hanaovana fanadihadiana noho izy ireo revo amin’ny asa aman-draharaha any an-tsaha ka tsy tratra an-trano nahasorena ny tompon’andraikitra tao amin’ny tobin’ny zandary ny fanelingelenana nakana ny antontan’isa momba ny halatra omby sy ny vono olona, ka mbola hamerenanay ny fisaorana azy ir... |
Raha fintinina izay voalaza, tombontsoa maro no ateraky ny fampifotorana ny fampianarana amin’ny haino aman-jery. Na ho an’ny mpianatra izany, na ho an’ny mpampianatra. Ary mivelatra amina sehatra samihafa. Fa inona kosa àry ny tanjona kendrena amin’ny fanatanterahana izany any an-tsekoly? |
Olivier de sardan, les trois approches en anthropologie de développement |
A2 anjara asa mifototra aminrny fomba fanatontosana ny fampianarana |
Weber op. Cit tak 525 on comprend que ce thème doit être inconscient. |
Quels sont les buts de l’association ? Par ce sport, l’association véhicule une nouvelle philosophie du travail de la terre fournir un sport et loisir à la mesure de la population majoritaire donner une autre dimension à la mise en valeur du travail de la terre, apporter une dose économique plus directe à la pratique d... |
Totozy edmond |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.