text stringlengths 10 11k |
|---|
Présentation des associations koloina et asa |
Ny olona efa tia 153 ny olona efa tia lazaiko anao ny marina na manafin’aza tsy sarotra fantarina. Ny olona efa tia dia manana herin-tsaina afa-miari-pery n’inona lazaina. Ny olona efa tia dia matotra am-pinoana raha tojo fitsapana mijoro tsy mirona ambarany fa ny olona tia dia tsy mba miovaova hevitra sy manana fahavo... |
Anandri- vola fananehana 20 19 01 19 01 15 |
Fanolorana ny boky kalon’ny fahatanorana, nosoratan-drandrianarimalala morontsirakiniaina frédéric pascal na i tendry. Ampahafantarina ao ny mombamomba an’io boky io ny isan’ny tononkalo, ny isan’ny takila, ny tara-kevitra vetsoin’ny mpanoratra. |
Nanehoana’ny mpanoratra ny hasarobin’ny maha-tily azy ny andalana lava. Anteriny fa iainana lalandava izany maha-tily azy izany fa tsy anarana hoentina fotsiny. Tsy ireo endrika mahasarika ny maso ety ivelany no tena manamarika izany fa ilay voady natao hanompo an’andriamanitra sy ny tanindrazana. Ny fihetseham- po man... |
Tsy maintsy fantatra araka izany ny haabom-pitenenana ao amin’ny lahatsoratra vao azo ampiasaina amin’ny fanazaran-tsaina izy. Hohazavaina indray ny fomba fiasa amin’ity sokajin-dahatsoratra ity. |
Andininy fahatelo itarina ny fidirana eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ary ampitoviana ny rehetra manoloana ny fanabeazana tsy anavahana vavy sy lahy 1- tsy maintsy ampidirina eo amin’ny sehatry ny fanabeazana fototra ny zaza rehetra, ny tanora sy ny lehibe. 2- hahatanteraka ny fampitoviana, tsy maintsy manolotra faha... |
Ny mpanoratra dia manara-maso tsara ireny mpandray anjara noforoniny ireny, toy ny fanarahana maso ataon’ny mpampianatra amin’ny mpianany.45 noho izany dia fantany avy ny toetran’ ireny mpandray anjara ireny sy ny momba azy rehetra. Raha vao miresaka toetra isika dia ny toetra ivelany sy ny toetra anaty no mitambatra a... |
Truffau 1951 histoire de la littérature française, paris, hachette. |
Mitandrema ianao, ry neny, rehefa dify ange ilay fiara, ny pôketranao hibontsina nefa mety koa ho triatra, |
Fanazavana |
Traitement des informations |
In kilalaon’afo tantara sy amboaran-tononkalo, p. 79 |
Tina kay! Mifona aho tovo a! Marary e! |
Voalaza teo fa niroborobo tokoa ny famokarana sm saingy nanomboka ny taona 1996 dia nitotongana izany satria tsy nanaiky ny fangejan’ny fanjakana intsony ireo orinasa mpanafatra horonan-tsary, indrindra ireo manana trano manokana fandefasana izany. Nakatony ny tranony, ny fanjakana anefa tsy mba manana trano handefasan... |
Mba tsy hamerimberenana hevitra iray ao anatin’ny tononkalo noho izany, dia mampiasa fehezan-teny mivadi-drafitra ny mpanoratra. Mampisy aina ny famakiana ny tononkalo ihany koa ny fisian’izany, ary manavaka ny tononkalo amin’ny lahatsoratra tsotra. Mora amin’ny mpamaky ny mandray ny hevitra, no sady mahazo fahafinaret... |
Satria mbola tia dia nilaozana a! Ankany malala fodiana a! |
Eto indray kosa, dia ny renifeo t no miverimberina ao amin ny teny hoe toa tapaka . |
Fiantsoana an-dramavo hamonjy olona saro-piterahana tany amin’ny hôpitaly |
Ny olam- bava 20013 miaraka 73taona razaka 32 taona biasa |
Noho ny sitraky ny avo, tonga ialahy ry zoara hanampy isa indray ny dimby sy ny fara ka fo ravoravo no entina hitsenàna |
Ampahimanga 745 906 692 185 2.528 665 1.114 587 173 2.539 5.067 |
Singan’olo-manirery zany ’zaho an-tanin’olona ka misento toa jorery ny alahelo mitambolona |
La seconde évidence, est que l’espèce de frénésie sexuelle à laquelle l’humanité est soumise par nature. La reproduction de l’espèce serait, à moins de contrôle délibérée, saisie d’un rythme incontestablement plus rapide, dont l’accroissement géométrique donnerait quelques idées. Sur cette double évidence, le pasteur a... |
Politiques, fondation singer polignac , paris, france. Presses universitaires de france, 7 novembre 2002, déc. 2002, page 06, |
Tsy dia maharaka aho 1 |
Maison sida 1 |
Tao ny fomba fampandraisana anjara ny mponina amin’ny fanadihadiana niseho tamin’ny alalan’ny famenoana taratasy ny fomba nentin’ny fikrifama nanadihadiana. Ny fikrifama no nanome taratasy hofenoina mifanaraka amin’ny zavatra tiany ho azo mikasika ny fiarahamonina, ary ny solontenan’ny mponina no nameno izany |
Jereo tovana |
Introduction |
Zavavy e! Zavavy â! Ahoana e! Ahoana â! |
Ny romantisma dia foto-kevitra iray nahazo vahana tany frantsa, nandritra ny taonjato fahavalo sy fahasivy ambin’ny folo, izay nitana ny laka teo amin’ny sehatry ny hairaha, ny politika, ny literatiora, sns. Ny hahatsapan’ny olombelona fahafinaretana ao anatin’ny fahafahana tanteraka, mandritra ny fotoam-pahavelomany n... |
Hita eto, fa andalana lava arahina andalana antonony roa mifanesy no nampiasainy. Manan-karena fandrindrana ratsimba georges. Ny tsoraka maro nampiasainy sy ny baraingo dia nanehoany ilay fihetseham-po tsy hay tohaina ao anaty. Manampy izany ny fampiasany ny sarin-teny miorina amin’ny tamberim-boanteny mifanesy, tsy mi... |
Fiaretan-tory |
Moussa ary aiza i fetra? |
Maro ireo tononkalo natolotry ny mpanoratra anay mivantana, ampahany amin’ireny ihany no ho kirakiraina, hanaovana ny fanadihadiana. Ireo mifandray amin’ny tarakevitra ihany no nofantenana. |
Pierre verin, madagascar, in chapitre l’île rouge au bout du monde, tak 23 sur les hautes terres, les saisons sont bien contrastées. En hivers, il y a peu de pluies en saison chaude, les orages tombent fréquement l’après midi, mais les matinéés sont ensoleillés et les températures peuvent dépasser 30 c. Cependant, en g... |
Ny tovovavy saro-kenatra tsy sahy manonona ny anarany ny tovolahy moa sahisahy ka milaza ny tantarany. |
Fafana laharana 04 ny masontsivana enti-manombana ny famelabelaran-kevitra am- bava |
Certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale 2 z randja ; vainafo tononkira, teny mialoha , librairie ambozontany, fianarantsoa 1960 tak |
Hangina ny boloky ninia nanapa-dela sao voatapa-dohan’ ilay mpitondra maty loha sy lon’ny sain-drongoniny |
Mpampianatra olon’ny fiarahamonina un professionnel acteur social ny mpampianatra no tokony ho lasitra tsara indrindra eo anivon’ny fiarahamonina amin’ny fandraisana anjara amin’ny adidy samihafa eo amin’ny fiarahamonina. Ny fisokafana amin’ny sehatra maro toy izany dia mampiroborobo ny serasera sy ny fifanakalozana tr... |
Talen-tsekoly tao fianarantsoa |
Catégorie des personnes interviewées |
Fintina niompana tamin’ny fanehoana ny maha-poetan’ny fanabeazana an-dratsimba georges ny asa fikarohana. Nampahafantarina ny momba an-dratsimba georges amin’ny maha-olon- tsotra sym aha-mpanoratra mpanabe azy. Hatramin’ny fahazazany no efa tao anatiny ny faniriana ho tonga mpanabe. Endrika iray mitory fitiavan-tanindr... |
Chaque poste de charges charges externes, services extérieurs, impôts et taxe, charges du personnel, charges financières et charges exceptionnelles est donc présenté ainsi pour pouvoir suivre l’évolution. |
Moa hadisoako ve ny mbola nanatena ihany, 10 nefa koa nangina foana fa tsy nanambara izany. Fitia tsy mifamaly manko, sao tsy izay no sitrakao. Rehefa tsy ho anjara ihany, aoka ho rava dieny izao. |
Ny tantara no fandaharana be mpihaino indrindra amin ny onjam-peo amin izao fotoana izao, araka ny fanadihadiana natao tao amin ny rnm. Ny radio mivoy tantara rahateo dia samy mikendry ny ora ahafahan ny olona rehetra mihaino izany. Fotoana roa dia ny antoandro sy ny hariva no tena misy tantara amin ny ankapobeny. 1.2.... |
Isan’ny m. A. M 2 3 12 3 20 |
Ny fanitaram-pahalalana rado dia miezaka mitady zava-baovao hatrany rehefa handresy lahatra mba tsy ho ny omaly tsy miova ny fahalalana ampitaina amin’ny itenenana. Tsy mionona amin’izay hita eto an-toerana fotsiny izy fa mikaroka mahakasika izay lohahevitra resahina any amin’ny fiarahamonina hafa. Misintona ny itenena... |
Mamarana ny fisehoana vi ao amin’ny fizarana 1 tak. 20 izao teny irerin-dratovo izao eny ry bakoly, mitovy fatra amin ny aiko ny fitiavako anao, nefa fitia tsy mivaly ka tsy maintsy hampanginiko ! Hangina aho ! Eny hangina mandrakizay |
Tsikelikely no isalorany fitiavana no irafetany! Aminy, ny fahatsorana no lavorary, ifanaretany! |
Misy ny tsy mahamety ny toerana nofidin’ny mpiray fantsakana. Notomorina akaiky ihany koa ny tompon’ny tany hametrahana ny fotodrafitrasa rehetra, ny tompon’ny tany hovakivakina izay handalovan’ny fantsona. Fanampin’izany dia nanome fanomezan-dalana izy ireo amin’ny taniny voakasik’izany, ary izany dia ampandalovina am... |
Ny fitiavana an’andriamanitra |
Randjazanamihoatra |
Variny mba hohaniny dia tsy nividy vary lafo ary ho an’ireo nitahiry ny variny hamidy kosa dia nivarotra lafo. Araka izany dia samy nahazo tombony na ny andaniny na ny ankilany. Marihina ihany koa fa nisy mpikambana nanao ity sompitra iombonana ity no nanao tetika asa vaovao tamin’ny tombombarotra azony toy ny fiompian... |
Source plan communal de développement d’anosy avaratra, 2018 |
Mise en place de la comptabilité analytique |
Fandaminana ny endri-tsoratra |
Anarana u , , sea; n a. , juiuz taona s fonenana n asa hr, ’ 1, ’l, o l. , v i, , fanamarihana asio x ny vallny marina ary fenoy ny banga . |
Mba hahafahana mandrafitra lahatsoratra avy amin’io votoatin-kafatra io dia, tsy maintsy mifantina, manasokajy, ary manitatra ny haingon-tsoratra rehetra ny mpanadihady. Lalana iray ahazoana mampifandray ny lohateny sy ny chapô izany. |
Tsy mizaha masomena heviny olona tia manotolotra zavatra amin-kavana, tsara fanahy. |
Impiry hihodina koa ny volana vao hisy ny fadimbolana? |
Momba ny hatevin’ny boky tokony hokajiana tsara ny momba ny hatevin’ny boky. Raha toa ka vitsy na kely ny isan’ny takila, dia tsara raha ny taratasy matevina no anaovana azy, mba hananany endrika tsara, sady manamora ny fikirakirana azy. Raha betsaka kosa ny isan’ny takila, dia tsara raha atao amin’ny taratasy somary m... |
Hihazo an’i mangarivotra, |
Mamadika izany ho hery mampivoatra ny tenany sy ny firenena ; mampiasa ny fahaizany eo amin’ny lafiny haiteny ho fitaovam-pitrandrahana sy fanehoan-kevitra mifehy ny endri-pifandraisana sy fifaneraserana ara-kevitra mihaino ny hevitry ny hafa ary mahay maneho sy manohana ny heviny na an-tsoratra na am- bava. |
Ny atao hoe rariny moa dia fametrahana ny tsirairay amin ny toerana tokony hisy azy. Raha ny ao amin ny tantara no jerena, dia miharihary fa tsy mitovy mihitsy ny fiheveran-dradavida sy ramavo mivady ary i sahondra zanany ny atao hoe rariny. |
Araka izany, tontolo raikitra tsy azo iverenana intsony ny fahafatesana, lalovan’ny olombelona tsirairay eto an-tany. A ny fomba fampitana toy ny finoan’ny malagasy rehetra, dia mino ny zotran’ny fomba fampitana ny maty ho razana koa ny faritra imamo. Maro tokoa ny dingana lalovan’ny olona rehetra maty ho lasa razana a... |
N1-anombana ny lanjan’ireo fihe verana ireo eo amin’ny fiainam pi; irnha-monina; fonnd, had unn lah itsoratra lahabo- luna i iroha-mnnao tnrihin’ny ! Mpampionnt a. I fana, ahana sy fampifandraisana ny ’marina’’. J arnin’ny mahn-tombanu ny tanjona; dia heyenna fu bare raha toa ka fomeh ibelaran -kevitra alaona sokajy ar... |
Ts imanato nataon-tena inona ragly no nidaraboka nitsivalana be teo amin’ny làlana teo? |
Kilasy faharoa kilasy voalohany ny tsy fahampian’ny fitaovana sy ny tahirin-kevitra. Ohatra ny horonan- tsary mitahiry fomba amam-panao sy ny fandefasana azy kilasy famaranana 9.4 vahaolana 10. Miezaka manaraka ny fanatontoloana, mampiaina ny mpianatra ny fomba amam-panao malagasy, ny kolontsaina, ny vakoka amin’ny ala... |
Bourneuf ouelet, l’univers du roman, puf, 4éme edition, paris, janvier, 1985, p 61 une scène dans un roman est soumise à des principes d’unité-lieu, temps, action 55 vkp tak 19 56 vkp tak 21 |
Ragly ny tatolat’ialahy to ity! Midonto pe! Ny takolak’ialahy ko ity! Mivonto be |
Ce tableau nous relate les résultats des examens de passage dans l’epp anosy avaratra. Justement, entre 2013 et 2014 le pourcentage des admis aux examens finaux des epp pour le passage en classe supérieure indique un taux de 97,50 au côté du genre |
Misy aza moa dia lalina fa miantso sasak’alina rehefa mba valiana anefa dia indrisy fa milefa. |
Rehefa avy eo, dia nampikotrehin’ingahy ngereza an’ikalamena ilay akohovavy iray te hikotrika ireo atody mahagaga! Telo andro monja dia foy ireo atody, ka hoy rainy o! Rankizy a! Foy sahady ireo atody ! Avia ange jereo e! |
Fehiny manan-karena ny malagasy, ary re laza eran’izao tontolo izao ny mahakasika izany. Ilana fikojakojana sy fitandremana fatratra izany, satria tena sarobidy sy tsy manam-paharoa. Ezaka moa no ataon’ny mamatonalina mba hahatsapan’ny malagasy izany, ary fiaraha-mientana kosa no takina mba hampirehitra indray ny |
Ira, tokana ny lalana , ambioka, lah 21, desambra 1999, taona faha 2. 41 rahaja, in ambioka, lah 40, novambra 2001, taona faha 5. |
Lahatsoratra ny atao hoe fandrosoana , nosoratanri e. D. Andriamalala, tak. 274 |
Mibahan-toerana betsaka ao amin’ireo piesy teatraly nosoratan’i hajaina ny lohahevitra momba ny fanabeazana , noho ireo toe-javatra maro ireo izay namolavola azy hitodika amin’izany. Miseho amin’ny endrika maro anefa izany fanabeazana izany arakaraka ny olona maneho azy. Manana ny fomba manokana nanehoany izany i hajai... |
Lafin-javatra roa no hanompananay ny andram-panazarana faharoa harosonay eo aloha ny lafiny serasera iraisam-pirenena izay manome vahana ny fanatontoloana ; eo anatrehan’io toe-javatra io dia tsy ho azontsika atao ny tsy hisokatra amin’ny any ivelany, nefa koa tsy maintsy miaro tena isika mba tsy ho difitry ny riba ama... |
Mahaiza mamindra razanako izany izay rehetra hatao diniho amin’ny saina sao dia hanenina ka latsa-tomany fa ny tany diavina malama maina. |
Fitambarany isan’ny mponina 17836 20782 3466 3 42087 salan’isa 42.37 49.37 8.23 0.007 100 |
Source uottawa changement du comportement |
Fifandimbiasan’ny ngadona sy ny tsaika. F inona no atao hoe ngadona sy tsaika? V ngadona vanim-peo tononina mafy tsaika vanim-peo tononina mora f apetraho amin’ity andalan-kira ity àry izany. Ohatra hira faha 784 f. F. P. M jeso be fitia zaza izahay avy mitaraina mihainoa anay |
Pour quelle raison vous avez pratiqué ce sport or que vous êtes déjà des paysans ? Tout d’abord, c’est par son originalité ; c’est une discipline extraordinaire, et qui donne une importance aux occupations des paysans, donc, c’est aussi notre rôle de le disperser aux autres, en plus, c’est aussi un défit pour nous pays... |
Niafara tamin’ny famoahana asa soratra izany taty aoriana. Ankehitriny, dia efa lasa mpanoratra ngezalahy sy fanta-daza iharilanto patrick andriamangatiana. Andeha àry hojerena tsirairay ireo asa soratra efa voavolavolany. 1.2.1-iharilanto patrick andriamangatiana sy ny asa sorany |
Tsy misy mba mijery |
Rehefa taterina tsy mivantana ny 78 sy 79 dia miova ho teny ny feo teny am- boalohany. Ny feo hoe e dia miova ho teny niantso ary ny feo hoe oà dia miova ho teny |
Mila fitaovana ny asa rehetra atao raha tiana ho tomombana antsakany sy andavany. Izany no takian’ny asa fikarohana toy itony. Koa hafaliana ho anay àry ny manolotra anao mpamaky ireto asasoratra izay atao hoe vondrona ambara ireto, izay nanohanana ny asa fikarohana mitondra ny lohateny hoe i arni sy ny vahoaka madinik... |
Endrika isehoan’ny fahapotehan’ny firenena kosa no vetsoiny ao amin’ny safobemantsina 218. |
Ankoatra ireo, dia nahitana famerenan-desona ihany koa tany amin’ny lisea ambohimanarina39 izay notsidihinay. Toy izao no famerenan-desona nitranga tamin’izany. Marihina fa famerenan-desona natao talohan’ny fanadinana iraisan’ny kilasy faharoa izany. Famerenan-desona nataon’ny mpampianatra sy ny mpianatra talohan’ny fa... |
Conception et production des manuels scolaires, guide pratique, publie par l’organisation des nations unies pour l’education, la science et la culture. 7 place de fontenoy. Première édition 290pages. |
Avy aminao no nahariana ny tontolo tsy hita fetra iriariavan’ny voahary s’ireo velona rehetra |
Satria ianao tia ahy, dia nilaozako avokoa, ireo fiarahako taloha mba hiarahako aminao; ho amin’ny fiainam-baovao. |
Randria ny ahy koa efa nahiko ihany, saingy volabe anie no nomeko azy e ! Dia nieritreritra aho hoe ho sahiny ve ny handanilany foana ireny? |
Freud et l’interprétation de la littérature. S. E. D. Paris 319p |
Kilasy fahafolo ny lanjan’ora 4 isan-kerinandro |
Fandefasany taratasy ho an-dramavo |
Hoy ny mpandinika iray ny asan’ny gazety eo amin’ny fiainam-bahoaka dia fanondrotan-tsaina sy fanehoan-kevitra tiana aely 15. Araka izany, dia tsy maintsy manana tarigetra ny gazety mba hahatanterahany ny asany manoloana ny mpamaky sy ny firenena. Tsy latsa-danja amin’izany koa anefa ny endriky ny gazety, na ivelany iz... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.