text
stringlengths
10
11k
Atao irony tetika mba ho tena fefika.
Olana iray natrehin’ny vahoaka tamin’izany ihany koa ny tsy fisian’ny asa. Nisy ihany ny asa, saingy ho an’izay mpikambana tao amin’ny antokon’ny fitondrana ihany. Ny ampahan’ny fotoanan-drandria indray dia nitetezany tranom-barotra, nitsapana resaka, nitadiavana asa misy anarana am-polony ao amin’ny diariny. Nasain’ny...
En ianao no poeta, olona efa sambatra, manakopaka ny elany, ianao no poeta, olona afaka hetaheta amin’ny endrika ivelany ! Fa aminao poeta, dia ao anaty ao, no tena zava-tsarobidy ka ezahina tarafina, io no maha ianao anao ry olona voafidy mahafantatra ny miafina.
Toy izany àry ny momba ny fisafidianana ny lahatsoratra atao ao anaty boky. Manao ahoana kosa indray ny tokony ho endrika sy firafitry ny fehezanteny ao anatin’ny lahatsoratra?
Dadabe ka inona no tokony hatao lehiroa a!
Kinanjo niova izany nony indro ny atsinanana nazava fa niposaka ny volam-penomanana nitranga moramora avy any ambadika any nandefa hiparasaka ny tara-pahazavany.
Farango sosona tsy tokony hohadinoina hatrany koa ny fandrafetana ny teny fampidirana sy ny teny famaranana.
Fototeny endrika aman-tovona fanonon’ny olona endrika matoanteny tsabaka tsoboka mitsoboka mitsabaka mitsoboka mitsabaka razorazo rozaroza mirazorazo mirozaroza mirozaroza mirazorazo toatoana taotaona mitoatoana mitaotaona mikitaotaona mitoatoana tarozaka tarazoka mitarozaka mitarazoka mitarazoka mitarazoka korapaka ko...
Kononkonona manonokonona
Onenan ny mponina samihafa fiaviana sy fomba amam-panao ny faritry boina. Toerana ifamezivezen ny samy malagasy, ohatra ao marovoay, ary itoeran ny vahiny samy hafa ihany koa. Mitondra ny fomba amam- panaony avy izy ireny, ka zary mampanankarena kolontsaina io renivohitra io.
Anisan’ny nanaovana izao asa izao ny fampahafantarana fa manana ny anjara toerany tokoa ny akoho eo amin’ny rafi-pisainana malagasy sy eo amin’ny lafiny fihariana aman-toe-karena na dia eo aza ny fandrosoana sy ny teknôlôjia. Tao anatin’ny zava-kendrena ihany koa ny fanatevenana ny asa fikarohana momba ny fihariana sy ...
Tsynahitanyfahita
Ny sokajy ara-pirazanana
Nefa tonga malahelo ihany.
Raha mbola misy eto ambonin’ny tany olona iharan’ny tsindry hazo lena raha mbola misy voageja any ho any dia raikitra adidy amin’izany ny tena! V. A lah 14 fanafahana ny firenena mba hananany ny satany koa ny tolona. Ao vietnam ao, eny misy rahalahiko tsy mitsahatra mitolona ho an’ny satam-pireneny mananika ny taninao,...
Mifanaraka amin’ny mari-bola sisa an-tanana reserves ao amin’ny taona manaraka anefa ny ambim-bola avy amin’ny vola niditra sy nivoaka tamin’ny tahiry ho amin’ny fampandehanan-draharaha compte administratif ny taona teo aloha. Ohatra ny ambim-bola voasoratra ao amin’ny vola niditra ca 2012 dia 19.100.000 ar. Rehefa amp...
Eo anivon’ny fiaraha-monina
La vie sociale et économique du fokontany de maromamy dépend en totalité de cette société.
Ny tononkalo misy rima ny rakibolana larousse de poche, dia maneho fa fiverimberenan’ireo feo mitovy amin’ny faran’ny andalana roa na maromaro ny rima 134. Azo jerena mitsitokantokana ny rima araka ny laharam-pisehoany sy araka ny hafenoany.
Lahatsoratra an-gazety. Kanefa na izany aza, tsy ny lahatsoratra an-gazety rehetra akory dia mitondra ho amin’izany avokoa fa toy ny zavatra rehetra dia mba manana ny fetrany koa izy.
Rainibozaka tsy tsy fantatro intsony ré ry nenitoa a !
Razana olon-tsotra sy mpanompo
Masomaso tt imaso, imasomaso 222. Mbegu a mi- tahiri ambioka 223. Mbibo a mi- hazo fihinam-boa mabibo 225. Mbuyu a mi- karazan-kazo bôjo avaratra andrefana 226 mbuzi a n karazam-biby ambozy 227. Mbuzi a n fitaovana anamboarana voanio ambozy 228. Mbwa a n alika amboa 229. Mbazi a n bazary 230. Mchana a. Mi- fft antoandr...
Fa tsy ho lany ireto omby ireto ; ny omby ireto matavirano, zalahy anefa kamokamo. Nadika araka ny fangatahana 11 10 2012
Raha misy maka vady, dia ny kary no afaka ady; fa ny mamonjely gasy, samy tia ny kasikasy.
Pananana voasoratra dia azon’ny ministera miandraikitra ny fiarovana ny harem-pirenena atao na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona. G. Manana tombon-dahiny manokana ny fanjakana raha toa ka varo-maty no atao. Raha tahiny mihevitra hampiasa ny zo ananany ny fanjakana dia hampandrenesiny telo volana mialoha ra...
Sy ny maha izy azy ny fireneny. 9 samy mitondra ho amin ny fandrosoana sy ny fahafahana marina ireo.
Mpitarika andriamanatsilavo seth, maître de conférences
Inona no tsapanao ho mampiavaka azy amin’ ny hafa? Rh o. Ln. Rrtambt, 1 ib o vo. X1. O. , of! N a1 2p q o , j ’l p. Itv. L f. Aj,
Malinowski b les dynamiques de l’évolution culturelle. Recherche sur les relations raciales en afrique.1941.
Fianakaviana mpangataka fa atolotro ny fangatahan-dalana hiteny ho fanomezam-boninahitra anareo manotrona.
Azo atao tsara ny mampifandray ny f. T. Sy ny f. F. Araka ny hita tetsy aloha. Araka ny voalazan’i goldenstein hoe azo atao ny maneho an-tsary ny fifandraisan’ny fotoanan’ny tantara sy ny fotoanan’ny fitantarana 57. Raha hampitaina amin’ny alalan’ny tsipika marin-drano izy roa ireo, dia ahazoana izao kisary manaraka iz...
Masoandro faharoa niposaka tao an-tokantranon-dramavo sy randria ny figadon’ny nahatongavan’i malanto. Vavy kely olioly volo. Be takolaka. E. R. , ho avy ny maraina, tak.135
Fatatra ise ilay mpampitokelaka tamin’ny hehy ilay mpikabary nikoizana be, ilay mpanoratra ny diary mena célestin andriamanantena!
Hahafinaritra tokoa ny fiaraha-miaina ! .
Endrika anavahana sy anasokajiana ny isam-batan’olona ary indrindra hamaritana ny harena eo am-pelatanàna ny fananana vary an-tsompitra. Hajain’ny mpiara-belona ireo mamokatra be noho izy afaka manatanteraka ireo karazana asa sy raharaha samihafa ary manana ireo fitaovana manara-penitra manaraka ny toetrandro. Tsy hay ...
Setriny atolotro ho an’i léon niry andriamora tsy aterina eto ve ny fahalalana, ka tsy hadalana? Tsy aterina eto ve ny fandrosoana, ka tsy habadoana? 5 tsy aterina eto ve ny fahendrena, ka tsy halemena ?
Toy izao izany raha aseho amin’ny sary faha-09 sary 09 lovako t12 tak.56
Kisary 1 ireo rantsana ankapobeny ao anatin’ny antrôpôlôjia mandalina ny fiarahamonina ka hatrany amin’ny antrôpôlôjian’ny sekoly izay
Rakotozanany, v. S. , 2019, haivolantsehatra ara-kolontsaina sy fampandrosoana fanajariana ny volantsehatry ny haifanabeazana fantenana ao amin’ny fintin’asakaroka master, ens-ua , mémoire de recherche zafimoria, n. P. , 2019, langue malgache disciplinarisation en contexte de mondialisation, mémoire de fin d’études pou...
Hielina any aho?
Ny zava- misy toe- javatra maro no miseho eo anivon’ ny fiarahamonina. Ny iainany sy hitany ary reny no anovozan’i irako ammi aingam- panahy, ka raketiny an- tsoratra. Tsy hafa tokoa mantsy ny literatiora fa karazana fitaterana ny zava- misy ihany. Manamafy izany hevitra izany i wellek
Toetra anaty ny fisian’ny mpandray anjara asehon’ny fihetsiny no lazaina hoe toetra anaty eto. Toetra roa no hita misongadina ao amin’ireo tantara ny fananana herim-po sy ny fitiavana setratsetra.
Fotsy fanahy
Ny hita rahateo, dia aleon’ny olona mividy ny zavatra tsara, na dia somary lafo kokoa aza izany. Eo amin’ny sary, dia manana ny lanjany tokoa ny loko tsy hoe manintona fotsiny, fa mamerina ny tena endrik’ilay aseho an-tsary olona, biby, zavatra samihafa, tontolo manodidina, sns , ka miteraka fihetseham-po ao amin’izay ...
Mahay mitondra tena
René descartes no filôzôfa kristianina voalohany heverina ho namoaka voalohany ny teôria amin’ny ankapobeany ny antony mahatonga ny varatra. Fampivoarana sy fandalinana ireo efa nisy no nataony ary saika io no tena niaingan’ireo fizisianina taty aoriana hevitra. Ao amin’io teôria io no nahalalana fa vokatry ny rahona m...
François mauriac, le romancier et ces personnages, p100 tel autre personnage secondaire auquel n’attachais au premier rang, occupait une place à laquelle je ne l’avais pas appelé , m’entrainait dans une direction inattendue .
Loharano hanitramiora , ambohimanarivo-vohipeno, 11-03-2015
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 79 205 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 73 206 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 79 207 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 80 208 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i tak 104 209 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky...
Manoro hevitra izy eto, sady manamafy hatrany fa tsy vitsy ny tombontsoa azo avy amin’ny fitandroana ny hasina maha olona. Ny fampiasan’ny mpanoratra ireo rafi-pehezanteny roa ireo dia miankina amin’ny hevitra tiany hamafisina. Tsy mandeha ho azy araka izany ny fanehoany hevitra. Azo ambara fa avy amin’ny fahaizany man...
Présenté par fenosoa iharimanana
Aleo 60 t 64 faingana 61 t 65 tsy maintsy mamy ianao 62 t 66 tanjona 62 t 67 am-bava-ady 63 t 68 ambony indrindra 64 t 69 haika 65 t 70 mahereza 66 t 71 fanantenana 66 t 72 tsotra 67 t 73 hatoroko azy leisy 68 t 74 tolokom-penina 69 t 75 geja 70 t 76 gejao 71 t 77 hitaky ny marina 72 t 78 poak’aty 73 t 79 mahareta 74 t...
Ny sarin-teny mampijoro ny fanetren-tena manoloana ny fitiavana madio ny fitiavana mazàna dia miankina amin’ny ezaka avy ao am-pon’ny tsirairay ny mampateza azy. Ny fanetren-tena dia isan’ny mahamafy orina ny fitiavana madio. Asehon’ny tdt amin’ny alalan’ny sarin-teny izany. Ny antithèse no enti-mandoko izany. Fifanohe...
274 464,68 marchandises non flottantes
Finaritra vahiny e finaritra vahiny e sambe tsara e tonga e tonga e vahinintsena e e e e e malala e ! Mandrosoa fa havana e ! Malala e ! Finaritra vahiny e tongasoa e tongasoa e vahinintsena e
Teo amin’ny lafiny fampianarana ny fahefana foibe no nitondra ny fampianarana. Ny inspektera frantsay no lehiben’ny fampianarana. Inspektera vazaha roa sy inspektera malagasy telo nanampy azy tamin’izany. Tetsy ankilany, nisy filankevitra ambony momba ny fampianarana ka ny governora jeneraly no filohany, ny lehiben’ny ...
Araka ny fanazavana azonay àry, sy ny hitan’ny masonay dia tsy ny sokajin’olona rehetra no manao ny rango. Ny tena mpiangaly ny rango ny vatan-dehilahy matanjaka. Raha ny taona no resahina dia eo amin’ny 18-45 taona eo. Misy ihany efa zokiolona mirango saingy mpanara-kefa fotsiny ihany izy amin’izany. Ho an’ny tariky r...
Nampandriana ny adrisa tamin’ny lainga tsara lahatra sy ny vola an-tapitrisa sy ny ho avy tonga lafatra. Very zo ny malagasy zo hiadana finaritra, maniry olon-tsara lasy manonofy taitra faritra.
Ny hasin’ny tanindrazana raha miresaka isika ny hoe faha mpanjaka, ny vazimba, ny rova. Aiza daholo no misy an’ izany? Cir eto madagasikara
Encyclopedia universalis, tome ii, takila 916 la stylistique déscriptive est née chez les linguistes. L’homme qui a sans doute, crée le mot stylistique et la première théorie lingiustique, celle de l’écart, et hans conon von der gabelentz 1875 sans répudier la stylistique génétique, elle la stylistique génétique met pl...
Vahaolana noraisina vonjena any amoron-dranomasina amin’ny fotoana iasany izy ireo, natao ny fomba rehetra tsy nahafantarany fa mpanao fanadihadiana ny tenanay. Miara mipetraka aminy eo am-piandrasana ny fampakarana ny harato, nohararaotina teo ny firesahana sy fanontaniana mahakasika ny fampiasana ny harato sy ny fomb...
Lisitry ny fanalavana teny bacc baccalauréat f fanontaniana fanontaniana apetraky ny mpampianatra ltpa lycée technique et professionnel ampefiloha unesco united nations educational, scientific and cultural organization sampan’ny firenena mikambana misahana ny siansa sy ny fanabeazana ary ny kolontsaina v valiny valiny ...
Tsipoapoaka
Rodana rodandrodana mandrodandrodana
Ihany koa. Nindramin’i nampoina anefa izany fomba fiteny izany hanehoany ny maha- tsinontsinona azy eo anatrehan’ny vola aman-karena, araka ny voalazany hoe tsy manam-bary iray venty. Midika izany fa toy olonolom-poana ny olona rehefa tsy eo aminy ny vola. Etsy andanin’izany dia toa mizaka ny tsy eran’ny aina ny olona ...
Cf va, tak14
Anjara ny mpianatra mandritra ny lesona, dia satria izany no fitaovana fototry ny fampianarana 36. Mihoatra ny 70 ny fandraisana anjaran’ny mpianatra. Marisika ny mpianatra amin’ny fiaraha-mandrafitra ny lesona. Ilainy ireny ka misongadina ny firaiketan’ny zavatra natao ao an-tsain’izy ireo. Voaporofo izany teo amin’ny...
Houlder j. A. , op. Cit. 58houlder j. 59houlder j. 60houlder j. 61houlder j.
Lafiny ara-batana
Ivon’ny toeram-pampianarana i mahamasina ary hita ao avokoa ireo karazan- tsekoly rehetra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Miainga avy amin’ny ambaratonga fototra hatramin’ny ambaratonga ambony sy ny fanofanana mpampianatra. Manamarika ny faritra kosa anefa ireo sekolim-pinoana an’ny misiona katolika izay mi...
Na manao ahoana na manao ahoana dia azo lazaina fa manana ny maha-izy azy ny gazety tsirairay, ary ny firehan-kevitra izay ironany no mamamritra izany. Azo atao tsara ny mitaratra na manakatra izany miainga avy amin’ny lahatsoratra izay avoakan’ny gazety. Inoana mantsy fa, na dia toe-javatra iray ihany aza no atrehan’n...
Ary ity ny amin’ny badisa, sy ny sosaiety, ny fivavahana ivelan’ny fianarana firy tompo moa ity tany ity? Indreo ny aminareo efa nanao badisa, sy ny
Nandritra ny fotoam-piofanana teto amin’ny sekoly. Izay mahakolokolo, tokoa, no manana ny soa koa misaotra sy mankatelina tompoko. Singanina manokana amin’izany andriamatoa randriamahazo jean claude, izay filohan’ny sampana teny sy soratra malagasy sy ramatoa ramanambelina henriette, reny mpiahy ny andiany ma. Mi. Ta i...
Lisitry ny sarintany
Teny andalan’ny fiainana isoritan’ny tantarako, dia lasitra namboarinao, notinefinao naharitra hifanentana amin’ny molotro, no nahaizako namaritra ny hasoan’ito taniko. Ka na lanitra baliaka na tanety mena volo, na ny fanja soa sariaka, na ny rano mikoriana, na ny vorona mikalo eny anivon-takariva mampiherika mpandalo,...
Feon’ny alina
Mety ho amin’ny alalan’ny fihaonana tsy ampoizina ihany koa, na ny fifanenan’ny maso fotsiny ihany, dia mifoha ny fitiavana. Tsy manakana ny fo tsy hientana tokoa mantsy ny hakelin’ny fotoana nifankahitana, ary miafara amin’ny fiarahana mihitsy aza. Ho an’i ny eja, dia zava-dehibe eo amin’ny fiainana ny fahatsiarovana ...
Raha ireo salanisa ireo àry no jerena dia hita fa nisy tokoa ireo mpikambana tratran’ny fahatarana ary dia nisy, araka izany, ny sazy nahazo azy ireo ary dia izay indray no andeha hojerena manaraka.
Hilaza fa arakaraka ny hazo ny voany 9 hoy i sainte-beuve. Samy mpanoratra moa, na radavida, na i john david rain’andriamangatiana ankoatra izany, dia i dadabe radavida no solom-pitandrina teo an-tanàna. Voan’ny cataracte anefa izy, ka voatery novakina, naverimberina taminy ny perikôpa hotorina mba hahafahany manao tsi...
Ampahana sombin-tantara
Miova ho m- ny tsirinteny n manoloana ny renifeo amolotra p-, b-, v- noho ny fanahafana. Ato amin’ny hoe nyumba kubwa trano lehibe , dia tsy ahitana fiovana satria manomboka amin’ny k- ilay mpamari-toetra.
Malinowski 1968. Une théorie scientifique de la culture et autre essais , trad. P. Cliquant, paris, 122p
Subvention d’exploitation charges de personnel impôts, taxes et versements assimilés
Az1? Dadatoa? Az2 -dadafara? Endry -neny? Aba? Dada? Endry? Neny? Ez1? Nenitoa? Ez2? Nenifara? Akareny? Renikely?
Ny olana avy amin’ny fomba fihariana 2.3.1.1. Ny zava-misy iainan’ny ankizivavy mandritra ny fotoam-pambolena ny fambolena no tena foto-piveloman’ny mponina aty fenoarivo atsinanana araka ny efa voalaza tery aloha. Tsy misy fitaovana manara-penitra ampiasaina amin’izany fa dia ny sandry no tena miasa. Manomboka eo amin...
Fampiasana faingo mihantona amin ny zana-teny fa sy ka miaraka amin ny mpisolo
Analamahitsy 60 50 lycée sénévé
Rafitra rafidrafitra arafetina
Ny fanatontosana ny asa fikarohana
Akon’i parisy ry sakaiza aoka izay ! Etsy andeha hanaraka ahy raha toa ianao torovandrovana trotraky ny fibosesik’ireo akom-pahatsiarovana jereo parisy sasa-miandry. Io ’lay vohitry ny nofy !
Kerbrat-orecchioni l’énonciation de la subjéctivité dans le langage, paris 2002 armand colin, 67tak.
Ry zatovo tsara bika mbà ianao mandini-tena, sao ianao no aviavy manondoka firenena; raha izany mihevera, matahora, mangovita ’lay fanahin’ny mpikapa no tsy maintsy mba ho hita
Fa ahoana izato izy, raondriana, no jerena toa farimanga tsy lany hamamiana kanjo toa tahon-katsaka afa-baby? Borona maniry ambony vatolampy sa vitsika rava votry no toy ny valala voatango ka very fanahy mbola velona 2. Tsia, andriamatoa! Takatra amorom-parihy aho tsy matory fa mierim-panahy. Lasa ny eritreritro mahita...
Fehin’ny fomba fijery anompanana ny fandresen-dahatra misy fomba fijery telo azon’ny mpiteny isafidianana amin’izay tiana hanompanana ny fandresen-dahatra ny fomba fijery mahafantatra ny zava-drehetra fanehoan’ny mpiteny ny fahaizany sy ny antsipirihiny momba ny zavatra resahiny, ny fomba fijery anatiny maneho ny fiand...
Fanambadiana. Ireo no fantatra araka ny fanadihadiana natao. Ny ankamaroan’ny olona, mihevitra fa rehefa vita soratra ara-panjakana dia izay no zava-dehibe. Voaray ny hafatra amin’ny ankapobeny na dia misy aza ny ampahany tsy mahasarika ny olona.
Ry kintana manjopiaka, ity salovanao mihamina toa vorompotsy misariaka eto an-toby soa milamina.
Volana vovonan’ny olon- 2011 l l l v l
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny sy ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan-javatra, op cit, tak 117 synecdoque zavatra roa mifampiankina no mifanolo toerana, ka ny ampahany ao amin’ilay zavatra resahina no entina milazany manontolo 264 boky i tak 82
Wikipedia 2014 15 léon guillaume boully 1872-1932