text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny ao anatin’ny efitrano fianarana aloha dia tahaka ireny amin’ny efitrano rehetra ireny. Izany hoe misy ny toerana ho an’ny mpianatra, ny lampihazo ho an’ny mpampianatra ary ny solaitra be. Azo ambara fa malalaka ihany ny efitrano fianarana amin’ny ankapobeny. Ny dabilio sy ny latabatra ihany koa dia mbola azo ampiasa... |
Ny tody dia fiverenan’ny natao, na tsara na ratsy, amin’izay nanao azy na amin’ny olona akaiky azy. Tsy azo idifiana na ialana ny tody fa tsy maintsy mivaly, tsy afaky ny teny fialan-tsiny na ny fanamarinan-tena, fa mamatotra sy manaraka ny tsirairay hatrany. Ka raha tsara ny natao dia toy ny valisoa ny fiantraikany, f... |
Candelier michel. 2014, didactique du plurilinguisme, france brochage sepec, |
Ny anjara asan’ny tanjona ny tanjona dia natao hamaritana izay fomba fizotry ny fampianarana. Manana anjara asa maro izy araka izany. I c. Strauven26 dia milaza fa ireto avy no anjara asan’ny tanjona; manorina ny fandaharam-pianarana manorina ny fitaovana sy ny paikadim-pampianarana manombana ny mpianatra mijery ny fif... |
Marihina fa tsy mpanoratra avy eto antananarivo na amin ny renivohi-paritany ihany no mamatsy tantara ny radio madagasikara fa mpanoratra manerana ny nosy. Noho izany, amin ny fomba maro samihafa no ahatongavan ny asa soratra ao amin ny radio madagasikara. Misokajy telo izany, ka misy ny aterin-tanana, ny alefa paositr... |
Tsy misy lalan-tsikera tokana mety hahazoana mandinika ny asa soratry ny mpanoratra amin’ny lafiny rehetra 14 anefa, fa tsy maintsy misy ihany ny tsikera hafa hanampiana azy eny antsefatsefany eny. Koa dia mitodika ihany koa tamin’ny fomba fijerin’i charles mauron15 izahay. Toy izao ireo voambolana tekinika nomenay dik... |
Hangina ny boloky hangina tsy hiteny ny hitany sy reny |
Ny hidirana manaraka, dia ny fomba nanoritsoritan’ny mpanoratra ny habaka ao amin’ny vakivakim-piainana. 1.2.4-ny tekinikan’ny fanoritsoritana ny habaka |
Fafana n 14 maneho ny tomban’ny olona mitantara. |
Antsasa-manilan’ny mpianatra no nifantina taranja siantifika. Midika izany fa ny taranja siantifika no tian’ny mpianatra kokoa raha mitaha amin’ny taranja teny. Inona àry no anton’izany? Hojerena manaraka eto ny antony manazava ny safidin’ny mpianatra ho tia taranja iray ao anatin’ireo taranja ianarany. Fafana 2 antony... |
Anarana miendrika m wa fototeny tovana -shi na -ji na -zi |
Fa ankoatra ireo mpihira tojo sy nifampiresaka taminay, nitafa tamina mpamoron-kira sy mpitendry zava-maneno vitsivitsy koa izahay. Noho i abel ratsimba manan-talenta amin’ny famoronana tononkira sy feon-kira, kanefa tsy mahay mitendry zava-maneno sy tsy mahay ny resaka momba ny sôlfa no antony nanaovanay fanadihadiana... |
Iv-4 les résultats des questionnaires dans la région du vakinankaratra q-1 depuis quand vous avez pratiqué ce sport ? Le sport asa tany existait déjà ici chez nous en 2001, durant la fête pascal et c’est à ce moment qu’on commence à participer à la compétition, mais la pratique du asa tany, c’est déjà depuis notre peti... |
Voninkazon’ny fanahy |
Ireto avy ireo fikambanan’ny tanoran’ny faritra ireo sy ny mpikambana ao aminy. |
Avokoa ny ankamaroany manana fasan-drazana, trano, tanimbary ary tanimboly ao an- toerana. 2.2. Ny rafi-pitantanana |
Dia sahiran-tsaina mafy, very hevitra izy roa ny karama efa tsy ampy mbola nidi-trosa koa! 55 be ny zava-manahirana sy mifamahofaho vonoy ny jiro ry mpamaky fa tsy manan-kevitra aho. |
Ny fandokoana ny lanjan’ny fandeferana amin’ny comparaison sy ny épanorthose. Miatraika betsaka amin’ny fahaiza-mandanjalanja amin’izay atao ny fototra mampijoro ny fiarahamonina. Mitondra mankany amin’izay fahaiza-mandanjalanja izay ny fandeferana. Hoy ny a. P 135 be fandeferana tahaka an-drabetsimiteny, tsy variana a... |
Ny haino aman-jery sy ny fanabeazana |
Raha hery no andrasana hanova ny efa lasana; minoa ianao ry taniko, ry hany tany mamiko 5 fa tsy hisy haharava ny hasinao tantely; tsy hisy hahafaty ny anara-masinao; ny tolona! Eny mantsy! Tsy hiato velively na tsy hitazana aza ny izao tontolo izao fa n’iza ’ndeha hasiaka 10 na iza koa hanampatra ny hany sisan-keriny ... |
Azo lazaina fa midadasika ny velaran-tanin’ny distrikan’ikongo, mirefy 3000 km2 izay mitsinjara ho kaominina 15 sy fokontany 164. 94 km miala eo ifanadiana manaraka ny lalam-pirenena faha14 no misy ny distrikan’ikongo. Iray amina’ireo distrika ao anatin’ny faritra vatovavy fitovinany. Avy eo ifanadiana ka mipaka any ka... |
Noresahina farany kosa ireo tolo-kevitra hafa tokony hatolotra ny tontolo manodidina ny mpianatra, dia ny mpampianatra, ny sekoly, ny fanjakana ary ny ray aman-dreny. Nomen-danja voalohany tamin’izany anefa izy mpianatra, satria miankina aminy be dia be ny mety hisian’ny fahombiazany na tsia. Nomena torohevitra maro iz... |
Dictionnaire hachette encyclopedique. Editions illustrées. 1993 |
Mifampialona , ao ny manao sangy mahery, ao ny midongy na tsy miteny |
Ny mpanota hilazako ny mpamonjy tanako , hilazako fa ny rany , no nataony avotra , matokia , he, ny fitiavany! Maintimolaly fihirana ffpm lah faha 540 |
Ny tantarany |
Raha atao jery maika dia fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetry ny anoharana ny oharina no hita ao amin’ny hoe misafelika ny rambon’ny be tsy miteny ka atafy ny olona be tsy miteny ny ampahany ao amin’ny toetry ny voay dia ny misafelika rambo. Amin’izany aseho ho toy ny mihatsaravelatsihy ny be tsy mit... |
Nampiverohegne nampitenenina ny zava-bitany rehetra 2 tsy misy ty raha ho volagneko tsy manan-javatra ho tenenina aho 3 izay avao izay ihany 4 vorigidy tonga eo daholo na kely na lehibe 5 navotrake navantana 6 vinisavisa nodinihina 7 nipiloregne nodorina 8 niroborobo nilelalela , nirehitra 9 nitorake saly nanao salut ,... |
Ketaka dia ho sasa-poana ianareo sy ny vazahanareo ry leva raha izany. |
Ry kintana ambony ’zay mitatao, faingana meteza ho tsilalao hanorenako fiainana vaovao. Ho paradisam-pitiavana hatramin’izao. |
Tovo an! An! Misento fotsiny aho e! Tena voky aho izany, nefa ampio raha mbola misy.69 |
Totohondry sy ny sisa. Jeren i pasitera ange fa mangana daholo ny endriko, ny 725- lamosiko, ny tanako tena ady, tena ady. |
Ny olona tsirairay dia tokony ho afaka an-kalalahana, hampiasa ny fahaizany araka izay tiany. Ny mpanoratra iray dia milaza fa ny olona rehetra dia tokony halalaka eo amin’ny safidin’ny asa hataony; voararan’ny lalàna ny fanandevozana na inona na inona endrika isehoany 56 ao amin’ny asa soratr’i faralahy anefa dia note... |
Ireo raiaman-dreny vitsivitsy tao am-piangonana nanapa-kevitra tamin’ny fanalana an’i randrasana mivady tsy ho mpandray ny fanasan’nytompo p.41 ireo zokiolona tao an-tanàna mpitantara ny fiainana niainany fahatany gasy |
Conscient et |
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du c. A. P. E. N certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Ny baiboly, genesisy 1 |
Ny kisarin’ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara fototra |
Peyroutet 1998 |
Va tsy foy , tak 23. |
L’assemblee generale au niveau fokontany compose de la majorite absolue des membres du cornite executif ainsi que du fokonolona du lieu de ! ’execution du dina au ntveau de ja commune, de la sous-prefecture ou rje la r rovince, i caasmsieterneblxeeecugtief nerale sera composee de la majorite abso ue rlesmembres du s, l... |
Rain ilay sakaizany. Nisy |
Fiainan’ny mpifankatia |
Toy izao no azo andravonana ny fiheveran’ny mpianatra ny taranja malagasy araka ny fanadihadiana natao valina andiana fanontaniana tamin’ireo mpianatra miisa 200. Ny 37 isan-jaton’ny mpianatra dia nilaza fa, efa tenin-dreny sy teny ampiasaina isanandro ka mandeha ho azy fa tsy mila ianarana be toy ny taranja teny hafa;... |
Raha ny fanadihadiana lahatsoratra no asin-teny dia hita fa tsy ampy nitrandrahana ny vanim-potoana nampianarina ny asa soratra nomena ny mpianatra. Zara mantsy raha mba nahita asa soratra iray ny mpianatra. Nifintina dia nifintina ny hevitra azo notakarina taminy. Tahaka izany ihany koa ny tenina mpandinika. Tsy nanen... |
Dadarabe 27 septambra 2006 |
Ny tamberim-pehezanteny andohan’andininy mifanesy |
Viii dadavelo ty vao loza, ty vao atambo ary ity mihitsy no efa nananotanona ahy hatramin’izay! Maty ralinoro! Iza no nanoatoa loza nanala ny fanidin’ny fasana ka nahatonga ny herin’ny maizina ho tafavoaka tao? Iza no niditra tao anaty fasana? ? Atao ahoana indray no fisambotra sy fanidy ireny fanahy ratsy ireny indray... |
L’ apres evaluation |
Ato amin’ny vatan’ny tantara no misy ny hevitra tian’ny mpanoratra ampitaina amin’ny mpamaky. Ato no mivohitra ny hafatra fonosin’ny tantara manontolo. Manomboka eo amin’izay vonan-tantara itranngan’ny olana fototra mandrava ny lamina nisy tany am- piandohana. Izany hoe manova tanteraka ny fiainan’ny mpandray anjara fo... |
Safidy isany isan-jatony lesona atolotry ny mpampianatra 29 31,18 lesona anontaniana avy amin ny mpianatra 64 68,81 fitambarany 93 100,00 |
Tena maro tokoa ity tamberina ity ato amin’ny tononkalon’i haingo. Raha tsy hilaza afa-tsy ireto tononkalo manaraka ireto izahay ilo ihariana 213 safobemantsina 214 handry fahalemana 215 vavaka fifonana 216 |
Laza masaka |
Généralité |
Mizara roa ny mpamaritra manondro ny mpamaritra manondro toerana sy ny mpamaritra tsy manondro toerana. Mitovy firafitra amin’ny mpamaritra ihany izy roa ireo fa ny tarika anarana faritany no manavaka azy. Toerana hatrany hatrany no tarika anarana faritan’ny mpamaritra manondro toerana raha mifanohitra amin’izany kosa ... |
Ny fampitahana ny finoana an’andriamanitra sy ny fanajana ny hasin’ny razana amin’ny maha mpitandrina azy, nametraka an’andriamanitra ho ambony ka hatahorana ny mpanoratra. Tsy mifanohitra amin’izany ny finoana malagasy. Asehon’ny mpanoratra fa raha ny firindran’ny rafitra antanatohatra teo amin’ny fiarahamonina malaga... |
Koto misento |
Ny toerana |
Hambom-po fandeferana, tsy naman i tsiresy |
Amin’izay tokony hitondrany ny fiainany sy ny fomba entiny miaina eo anivon’ny fiarahamonina sy eo anivon’ny firenena misy azy. Araka ny fanadihadiana natao teo, dia hita misongadina ao amin’ny boky ny tolona. Koa hojerena ao amin’ny fizarana fahatelo sady farany ny tolona ataon’i esther rasoloarimalala randriamamonjy ... |
Manasongadina ny habaka ao amin’ny tantara. |
Manadino tanteraka ny lasam-pitiavana hahasambatra ny fo sy ny saina ny tsy famisavisana mandrakariva ny fitiavana tamin’ny lasa. Mety hamohafoha toe-javatra maro mantsy ny fisaintsainana izany ka hampitomany indray ny fo. Hoy ny mpanoratra aza asiana tsiaro miraki-tsarisary, maneho an-tsaina akory fa nisy izany omaly.... |
Mba hahafahan’ny elanelam-panahy miditra amin’ny resaky ny mpifanandrina dia mirona bebe kokoa amin’ny fanovan-javatra izy. Izany dia nenti-mandoko ny hafanam- pon’ny roa tonta izay efa hita fa latsaka anaty fifandonana lalina ary ny fifandonana dia efa latsaka anatiny. Porofon’ny hevitra sy fomba fanehoana ampiasainy ... |
Nitsangantsangana izy roa indray andro; tsy dia nahitan-teny loatra ny vavy teny an- dalana. Lasa niaraka tamin’ireo namany izay mety ho efa nifamotoana taminy izy. Tsy navelany niandry azy i voahary fa nalefany avy hatrany. Sahiran-tsaina ny lahy nanomboka teo. Tsy nampoizina ny zava-nitranga fa nanomboka tamin’io fot... |
Ity sy iry ny reniko. |
Ahitana mitovy amin’izany koa any amin’ny sihanaka fangatahan-kitay vary ambolen-taon’ito, tsy azon-tsampona e! Tsy ho hanin-kijeja e! Tsy ho hanim-balala e! Tam-bitsy tan-karahara e ! Hidiran’andevo zato ny trano ! Zanak’andriana zana-mpanjato ô! Omeo sila-kitay kely izahay! Anganon’ny ntaolo tak.281 |
Azo lazaina ankehitriny fa miaina ao anatin’ny fivoarana eo amin’ny lafiny rehetra ny mponina any amin’ny toerana nanaovana fanadihadiana. Maniry ny hisondrotra ho any amin’ ny tsaratsara hatrany ny olombelona fa tsy misy ny maniry hietry sy ho ratsy. |
Misy ny anarana azo avy amin’ny fitambaran’ny anarana sy mpamari-toetra. Ohatra ranomasina rano masina volamena vola mena vatosoa vato soa misy ny anarana azo avy amin’ny fitambaran’ny anarana sy matoanteny. Ohatra |
Lohateny mpanoratra taona lah. Tovana tantely mangidy hel-mevasoa 1961 tt1 fitiavan- tanindrazana pasitora andriamanjato richard 1966 tt2 ny lehilahy el-ozal 1968 tt3 inay aho rakotoarisoa harry andrianarinjato 1987 tt4 |
Firy metatra na kilometatra miala ao an-tanàna ny toerana hatsakana rano ? Ny fakana rano 1 seau na 1 siny dia mety mandany ora firy eo ho eo ? Raha toa ka rano vidina dia hoatrinona ny vidiny ? Amin’ny ankapobeny, aretina inona no tena mamely eto an-tanàna ? |
Matoa ny dinitro mijohy ! Manorika ny tava matoa aho mikiry tsy mitandro hasasarana somokotra miasa ka mitozo lalandava manantena voka-tsoa hianoka hasambarana grg |
Nanatona mivantana ny mpanoratra ary nanararaotra nindrana ireo gazety hananganana ny vondrona ambara. Nitety ireo trano famakiam-boky samihafa ary nikaroka tahirin-kevitra maro heverina fa hanampy amin’ny fanatanterahana ny asa. Nanao fandalinana ireo asa soratra famakiana boky, fijerena tranonkalam- pifandraisana. Ts... |
Christian tsiory , op cit, tak 26- 29 |
Ny anarana mandray roa dia ireo anarana malagasy sy vahiny miaraka toy ny hoe razady basir sy ravelo edmond. Misy amin’ireo anarana mandray roa ireo no anarana frantsay no gasiana toy ny i félix lasa hoe fely ao amin’ny rmp |
Faharetany |
Ny hoe manoratra dia tsy inona fa mamolavola asa kanto ka ny teny no akora fototra ampiasaina. Ny vetsovetsom-po aman’eritreritra no fanapiny ary ny zava-misy sy ny zava-boary miampy ny toetr’andro no mameno azy eo am-panoratana dia ahodin’ny mpanoratra hanana endrika miavaka ireny zavatra na toe-javatra lazainy ireny ... |
Gérard de vecchi et michelle rondeau-revelle, op-cit, page 11, communiquer, ce n’est pas seulement transmettre des informations c’est créer une liaison, un échange dans lequel on peut partager, apprendre, grandir. 21 gérard de vecchi et michelle rondeau-revelle, op-cit, page18, l’un des enjeux les plus essentiels de l’... |
Raketiny izany dia mahasahana ny lafim-piainana iray manontolo tsy mahagaga raha toa ka maneho ny maha izy azy ny faritra na ny firenena nihaviany ny fomba amam- panao ao aminy . |
Vondron-javatra maromaro no ambaran’ny anarana miforona amin’ny firafetan’ny tovona -an amin’ny anarana fototeny. Ohatra bintang kintana bintangan kintana maro, andian-kintana , pohon hazo pohonan hazo maro, ala , sayur anana sayuran antontan’anana , laut ranomasina lautan ranomasim-be marihina fa amin’ity ohatra faran... |
Ireo paika enti-mandray hafatra |
Tsapa arnin’ireo andinin-tononkalon’ny avana ireo, fa mahatsiaro ho mijaly sy mangirifiry ny olona rnitia mangina, satria, mandeha ila, fa tsy misy mpamaly sy mpandray ny fitiavany. Ny poeta koa eto, na dia lehilahy aza, dia anisan ’ny nitia mangina sy niaina izany koa. Hany heriny, namoaka ny vetsovetsony an-kira mani... |
France direction generale de l’administration et de la fonction publique ; france inspection generale de l’industrie et du commerce pour une bonne pratique de l’audit , tome 1 ; paris, la documentation française , 1994 , 188p. |
Manuel de psychologie pour l’enseignement, hachette education, italie, 576p |
Samy mitetika ny ambony ampanga d’ilay vola be efa manangasanga. |
Ny fizarana fahatelo no namelabelarana ny fomba fanehoan-kevitry ny mpanoratra. Noresahana tamin’izany ny filalaovana amin’ny endrika ivelan’ny tononkalony sy ny filalaovana amin’ny teny aman-tsarinteny samihafa. |
Kilasy voalohany misy mpianatra 342; izay mizara kilasy fito ka toy izao izany 1ère a misy kilasy roa, 1ère c misy kilasy roa, 1ère d misy kilasy telo. |
Gustave, essais de méthode de critique et d’histoire littéraire, paris, 1965 5 r wellek et a warren, la théorie littéraire, traduit de l’anglais par audigier j. P et catiegno, seuil, paris, 1970 6 t todorov, qu’est ce que le structuralisme, ed. Seuil, paris, 1968 7 j. P weber, genèse de l’ uvre poétique, gallimard, par... |
Ny lalànan’ny fampahalalana loi de l’informativité tokony hitondra zava-baovao ny olona rehefa miteny. Izany hoe, tsy misy olona hiteny na hamory olona hikabariana raha tsy manana zava-baovao holazaina aminy. Ny lalàn’ny fampahalalana ihany koa dia isan’ny mihazona ny fifandraisana eo amin’ny mpiteny sy ny itenenana, s... |
Na dia vao erotrerony, araka ny voalazanay tetsy aloha aza ity mpanoratra ity, dia betsaka ireo karazana asa soratra novokariny. Nanoratra tantara foronina, sombin- tantara, tononkalo ary tantara fandefa amin’ny fampielezam-peo izy. Tsy izy rehetra ireo anefa no nifantohanay tamin’ny asa, fa ny amin’ny tononkalo ihany.... |
Endrika iray anehoana fitiava-tanindrazana ny fahatsapan-tena ananan’ny tanora. Mahatsapa tena amin’ireo adidy tokony hatao hanompoana ny tanindrazana izy ka tsy tafandry mandry raha tsy manatanteraka izany. Hafa tokoa izany olona mahavita ny adidiny izany tsy mahazo tsiny eo imason’ny olona no afaka mirehareha ao anat... |
Tovo eny e! Eny e! Fa avy aho dia nandeha, nandeha tany amin-dramatoa rakalo raha vao nandre hoe eto ianareo mifona aminareo mianaka aho e! Indrindra fa ianao ry tina! Mamelà ny heloko fa teny nanao ny tsy nety tokoa aho e! Tina tsy misy mitana alahelo aminao ratovo o! |
Va soratra tak, 105 37 ravelojaona, littérature , ny mpanolo-tsaina, lah 19, jolay, 1908 38 ch rajoelisolo resadresaka momba ny poezia , ny sakaizan’ny tanora, avril-août 1932, tak 52. |
Nankaiza andin 1-2-3 |
Fizarana 30 alahahady, 13 may 2007; lah 3520 mitsoka mamparin-koditra an’ireo vonton-tahotra ny rivotr’analandolo, fa manafosafo ny nofon’ny mpifankatia afaka mianoka ny zavaboary hameno fatra ny fahasambarany! Tsy toy ny ety an-tany intsony i ndretsa sy i vaomihary mitazana ny loko maitsomavan’analandolo eo amoron-dra... |
Sartre j. P qu’est ce que la littérature ? Editions |
Rotsak’ orana mitohy tapa-bolana eo izao mando lava ka nikoy ’lay fitia tsy kilalao |
Dictionnaire en ligne larousse 5 dictionnaire en ligne larousse 6 dictionnaire en ligne larousse |
Les types d’affaire recue par la police sont sous forme de délinquance. Pour illustrer les résultats, voici un tableau qui démontre la participation des mineurs aux délits. |
Mafy loatra ny fisarahana toa sarotra ny hionona tsy afaka hankaiza anefa f’ety an-tanin-janak’olona. |
Tovana lahatsoratra lohateny takila i 1 manam-pitiavana marina ny olombelona 192 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.