text
stringlengths
10
11k
Man- zehy manjehy. Fandrefesana amin ny alalan ny rantsan-tànana ka ny fanondro adala sy ankibe no enti-mandrefy.
Izany hoe ny vary sosoa tsotra hanina andavanandro, miova ho mamy noho ny tantely no anehoan’ny mpanoratra azy eo amin’ny andininy voalohany. Miova hafanana ny hatsiaka. Hafanana mafana noho ny afo ka tsy laitran’ny ririnina izy. Mamy daholo ny zavatra rehetra, ny hita, ny miaina, izany no asehon’ny mpanoratra amin’ny ...
Seho1 miditra eo ambony sehatra i mbehosoa ka mipetraka no sady mitan- doha.
Manana anjara toerana lehibe ao anatin’ny tantara ny mpandray anjara, ary tsy misy maha tantara ny tantara raha tsy ao ny mpandray anjara milalao azy. Voalazan’ireo mpandinika sasany aza fa ny tantara foronina no zava-kanto azo omena ny laharana voalohany, satria olona no milalao ao anatiny 8. Koa hoezahina ny hanadiha...
Kluchon cly de , initiation à la l’anthropologie, s. A. Tournai, belgique, 1965, tak. 5 l anthropologie offre un fondement scientifique à quiconque veut tenter de résoudre le problème capital du monde moderne comment faire vivre en paix des peuples que tant de choses physiques, langues ou m urs séparent ?
Fafana 1 ankany fanabeazana ao ambohimahavelona
Ii.3.1 filaza tsotra 48 ii.3.2 filaza mandidy 49 a mandidy maniraka 50 b mandidy maniry 53 d mandidy manasa 54 e mandidy mirary 55 f mandidy mandrara 56 ii.4 ireo singa tsy mamorona fehezanteny 57 ii.4.1 tenim-piontanana 57 ii.4.2 fihetsika 61 ii.4.3 feo 62 fizarana fahatelo ny mpandray anjara amin’ny fitaterana 64 iii...
Il ne paraît pas qu’on puisse prouver par des raisons, ou par les ecritures que les âmes du purgatoire soient hors d’état de rien mériter ou de croître dans la charité.
Fianakaviana mpamoaka misaotra anao, tompoko, fa raha lafin-kavana tsy ho hisy fahavoriana tahaka izao. Koa arosoy raha misy ny dinika ifampizarana, fa ny ora sy ny fotoana tsy azo tanana. Na izany aza anefa, angamba mahatsara antsika rehetra izao ny hidera sy hanankina amin’ilay nahary antsika, izao raharaham-panambad...
Avy amin’io foko marofotsy io rabezavana- ravaikafo, ary tena lehilahy nafana fo tokoa sady mpanoa ny tenin’andriana. 34 1.2.1. Ny foko marofotsy
Raha tombana an-tsoratra any amin’ny teny famaranana no sehatra anehoan’ny mpianatra ny heviny manokana. Toy izao ny drafitra arahina famintinana ny hevitra naroso tao amin’ny famelabelarana fampahatsiahivana fohy ny asa soratra
Ny erika, ambohimiadana, avril 1935
Activités et programmes
Cf va tak 15, andl 19-21 34 cf va tak 24, andl 1-4
Faritra iray lehibe ao anatin’antananarivo renivohitra i mahamasina. Ivon- toerana ifamzivezen’ny olona sy ny fiara fitateram-bahoaka. Ny lafiny fanatanjahan- tena no tena ahafantaran’ny maro azy noho ny fisian’ny kianja lehibe ao. Vitsy anefa ny mahalala ny tantarany sy ny mombamomba azy, eny fa na dia ireo mponina ao...
Indreto avy izy ireo sy ny taona nivoahany o 2014 be kintana; tantara foronina, 224 takila, nanonta hjn andrianasolo, antananarivo. O 2013 tantaratantara; amboara tantara an’onjam-peo sy tantara an-dampihazo, 218 takila, nanonta hjn andrianasolo. Antananarivo. O 2010 sarinofy randrantelo; amboaran-tsombin-tantara, hain...
Mihamivelatra hatrany ny hevitra aroson’ny mpanoratra manaraka ny firoson’ny lalao. Fanazavana ny fizotry ny lalao no mahatonga ny fifandimbiasan’ny andalana antonony sy ny andalana lava. Mitovy amin’izany koa no hita ao amin’ity tononkalo manaraka ity mahakasika ny lafiny fitiavana. Mitondra fanazavana ny mpanoratra n...
Ny hendry ihany no anarina
Resy teo ilay alina, resin’ny maraina tsipika arivo arivo no nitsatoka tam-pony nitapi-maso izy dia lasa nitaraina, nitarika ny lamba tsy voatafy intsony.
Rabearimanana g sous la coordination de jp. Raison, paysannerie malgache dans la crise le boina , tak 136 le talé est le premier sinon le seul responsable du groupement. Il est choisi selon deux critères précis et significatifs, d’une part son statut, et son rang dans la hiérarchie sociale traditionnelle et d’une autre...
Mbola tsy ampy ny fikarakarana ireo biby fiompy eo amin’ny lafiny ara- pahasalamana. Samy voakasika amin’izany na ny akoho amam-borona, na ny omby ary ny kisoa. Ny barika no tena mamely ny akoho, miseho in-droa izany ao anatin’ny taona dia ny volana feboroary sy ny volana jolay. Mandripaka ny fiompiana tokoa io aretina...
Mba tsy hisian’ny adilahy pôlitika, dia najoro ny manda-tehezana miaro ny tolom- piavotana na conseil suprême de la revolution. Navondrona tao ny antoko pôlitika samihafa rehetra. Mazava ho azy fa antoko tokana no nanjaka teto amin’ny firenena, na dia nisy ihany aza ny antoko pôlitika niforona. Nampiharina teto koa ny ...
Entina manantitra ny maha-zava-dehibe ny fialan-tsiny ny anaphore miala loza sy fahavoazana mantsy no mety haterany ka tsy maintsy alàna. Koa ato amin’ny hira gasy dia fisorohana izay mety ho fahadisoana eo amin’ny kabary na hira na dihy na fitafy ny fialan-tsiny. Manamafy izany lafin-javatra rehetra izany ny amerenana...
Ny fanondroana ny fotoana misy ireo tantara foronina tsy ahitana fanondroana ny fotoana mihitsy. Ao amin’ny asa soratr’i faralahy anefa dia nofaritany mazava ny fotoana ary miverina matetika aza izany mandra-pahatapitry ny tantara. Mandritra izany dia manao fanoritsoritana mihitsy izy.
Humaine ne soufflant plus de son haleine grosse et longue p354. Enfin la bête avaleuse d’homme a été tuée après les blessures qu’elle a eues. Ses comportements gestuels quand elle a commencé à perdre la vie dans son écroulement font alterner un peu plus sa métamorphose en une bête monstrueuse. Une diversité de métaphor...
Tamin’ny fotoana tsy nampoizin’ ny eja tokoa no nandaozan’ ilay malalany azy. Tampoka ka nahatonga azy hitomany, hitoloko sy hisento. Rehefa ela anefa ny ela dia nanjary hadinony ireny. Izy rahateo koa efa nahazo toky tamin’ ilay niantorahany izay tena tsapany ho tsy namela azy irery. Nanomboka velona ny fanantenany. A...
Il 7.3 répartition selon le nombre d’enfants vivants au sein de la famille
Kisary n 15 ny mpiadina, olana mipetraka eo amin’ny harenan-dranomasina
Anehoana filazan-javatra an-kolaka ny fanovana anarana. Amin’ity ohatra ity, dia ny fiovana misy eo amin’ny tovovavy no asongadin’ny mpanoratra. Fiovana izay tsy mifanaraka amin’ny taona sy ny toe-batan’ny tovovavy ankehitriny. Mbola fanovana anarana isehoan’ny voka-javatra misolo ny antony ihany no asehon’ity ohatra m...
Ny fanabeazana voizin’ny mpanoratra ao amin’ny tantara foronina
Raha mampiseho ireo fifanoherana ireo ny mpiteny dia te haneho fa ny heviny no tsara arahina ary ampiasainy ny métalepse dia karazana eso ihany.
Fa anao ny safidy 10 nefa na ho ampitso na ho anio
Fifaliana ho anay ny fahavitan’izao asa fikarohana izao. Ny tao-trano, hono, tsy efan’ny irery, izao asa izao no tontosa, dia teo ny fifanampian’ireo sokajin’olona niara-niasa taminay. Isaorana ny avo izay nandavorary ny fanaovana ny asa fikarohana. Isaorana manokana ireo mpampianatra manana fandavan-tena nahafoy andro...
Tsy ho vita ity asa fikarohana ity na tsy ho tomombana raha tsy misafidy fomba fiasa sy lalantsaina harahina izahay. Tsy nisalasala izahay nisafidy ny haitsikera haiteny ara- drafitra linguistique structurale io no tsapanay fa mety amin ny asa fikarohana atao noho ity karazam-pandinihana ity izay mifototra amin ny fihe...
Figure 8 synoptique d’enregistrement comptable et classement
Toy izany koa ralehilahy. Manara- maso ny ataon ny ray aman-dreny amin izany. Hita eo ny fahaizan ny andaniny sy ny ankilany miasa na mahandro sakafo sns rehefa hita fa mifamelona tsara izy roa dia aroso ny sintaka. Maharitra taona iray ny mindram-baiavy, avy eo miroso amin ny sintaka.
Remerciements liste des tableaux liste des abréviations liste des figures sommaire
Zana-tsarin-teny ao amin’ny métonymie ny synecdoque zavatra roa mifampiankina no mifanolo toerana ato amin’ny synecdoque ka ny ampahany ao amin’ilay zavatra resahina no entina milaza ny manontolo, na ny manontolo no entina milaza ny ampahany, raha toa ka zavatra roa tsy mifampiankina no mifanolo toerana ao amin’ny méto...
Premiere partie generalites sur la planification familiale
Manadihady ny mikasika ny mpanoratra manokana
Ecole normale superieure
Loharano sefom-pokontany
Lafin-javatra maro no nitranga teo amin’ny amin’ny lafiny kolontsaina sy fanabeazana nisy ny sivana teo amin’ny gazety nahazo nivoaka sy ny taratasy alefa noho ny fisian’ny fikomiana, ao amin’ny tantara dia tsy nahazo gazety ry robena sy ny namany nandritra izany fisian’ny sivana izany
Tao ny fampifangaroana ny lafiny tekinika sy ny lafiny sôsialy ny tsikaritray mikasika ny fomba fiasan’ny fikrifama teo aloha dia ny fanomezan-danja bebe kokoa ny lafiny tekinika raha oharina amin’ny lafiny sôsialy. Hita ho nibahana tamin’ny fomba fiasa ny lafiny tekinika izay hita fa voafehin’ny tekinisianina tokoa. M...
Fafana 05 maneho ny vokatra misy ao amin’ny kaominina
Ny fandalana ny teny malagasy, ravelojaona mpanolo- tsaina, jolay 192-, tak 22-25
Mila mahafantatra izay andrasana aminy ny mpianatra manampy ny mpianatra hanana risi-po hianatra ny fahafantarany ny tanjona kendrena amin’ny fianarany. Ny tanjona no zava-kendrena amin’ny fianarana fampianarana, koa ny fahafantarana izany no manampy azy ireo hanomban-tena amin’ny ezaka vitany. Ny fahafantaran’ny mpian...
Ny momba ny lohahevitra
Randriamiadanarivo 1970 ny sekolin’ny ntaolo, antananarivo, imarivolanitra. 1974 ny sikajin’i dadabe, antananarivo, ny nosy vaovao.
Talata koa mbola eo a
Io no madagasikara !
Ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo dia tantara maneho tantaran’olona iray na vondron’olona iray, eny na firenena iray mihitsy aza. Izany dia mety ho ampahana tantaram- piainana na koa mety ho tantaram-piainana iray manontolo mihitsy aza. Hoy pasitera ravelojaona maneho izany raha miresaka momba ny literatiora izy ny ...
Ny kitay telo an-dalana
Teny na andian-teny takila misy ny tononkalo isan’ny teny isan’ny tononkalo
Tsy alehany tsy sahaza sy ny diso adiresy itena ka ampoizy fa ataoko diso adiresy koa ha ha ha ha ! Izay nampiasaina noho i navela mbola hita teny amin’ny toerana izay tokony tsy halehany akory. Io fomba io no nentin’i miora naneho ny hatezerany vokatry ny nananteran’i navela voninkazo teny amin’ny fasam-badiny fa tsy ...
Misy hevitra ho raisina fa maina toy ny mantsaka amin’ny tandroha 237, ary mbola manatitrantitra izany rajoelisolo manao hoe tsy ny ady rima sy ny refy ary ny figadona no poezia inona no fahatsarana ? Ny fahamboniana ? Ny alahelo ? , ny fangorahana ? Ny fitambaran’ireo no atao hoe poezia 238. Maro ny endrika mety hiseh...
Tadidio àry fa ny famadihana dia mahafaoka izay rehetra atao mikasika ny fikarakarana ny taolambalon’ny razana mba tsy hiparitaka , ho fanajana azy sy ho fangataham-pitahiana
Izao tontolo izao
Du point de vue socio-culturelle lors de notre descente sur terrain, nous avons constaté que bon nombre de parents attachent actuellement une grande importance à l’éducation de leurs enfants. Le nombre des enfants scolarisés ne cesse d’augmenter et monte jusqu’ à 81,97 l’année scolaire 2003-2004. Ces résultats provienn...
Présence effective des membres au niveau des bfs
Zahao rasamu l maurice, menalamba tao andrefan’ankaratra tamin’ny 1895-1896, tak.62-63. 315 zahao fahaiza-miteny, efa voalaza, tak.5.
Amin’ny maha mpanoratra azy izay, dia ireto misy sangan’asa vitsivittsy novokariny. Hatao miendrika fafana izany, ka aseho ao ny karazana boky nosoratany, sy ny lohateny nanehoany azy. Fafana ix. Ireo karazana asa soratra nataony karazana boky voasoratra lohatenin’ny boky taona amboaran-tononkalo antosifafy 2004 amboar...
Fitiavana !
Reparation civile ont un c aactere definitif el nc
Ny fanoloran-kevitra mikasika ny fomba fitsaboana na ny tokony hatao andavanandro ny hevitra. Fampahatsiahivana no maro amin’ny ankapobeny. Miantefa mivantana amin’ny mpitarika ny hevitra rehetra. Ny vehivavy mihoatra ny 30 taona no maro an’isa manolo-kevitra. Ny fanatanterahana anjaran’ny tovolahy sy ny olontsotra ity...
Rehefa miresaka ady dia tsy maintsy misy ny fifampihantsiana isan-karazany. Nampiasain’ny mpanoratra izany entina mandoko ny fomba filazan-javatra sy ny fizotry ny tantara. Toy izao no fanehoany izany nanja manatona ary ianao raha sahy! Rebia raleka no mety ho voan’ity fa tsy izaho! Inona ity an-tanako ity fa tsy antsi...
L’yenamarrisme à fleur de peau des sans-pantoufles-presque-nus, l’à-bas-au-trac des sans repos te foutent la trouille au fond du cul !
Tari-dalana ho entina manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, editionmd paoly antananarivo .147p
Mangarivotra
Ny boky fakana hevitra
Acces aux technologies et formations
Mivavaka amin’ny razana ihany koa ny katôlika. Manamarina izany rafotsy rampy. Hoy izy azonay atao tsara ny mivavaka amin’ny fasan’ireo olon-tsambatra toa an’i victoire rasoamanarivo na rafringa 159.
Na olon-tsy manoa dia fiadiana soa fehiny noho ny fahatsapan’ny malagasy fa tsy rariny ny ataon’ny mpitondra satria tsy mijery ny fahoriana manjo azy no nahatonga ny fihetsiketsehana tamin’ity vanim- potoana ity. Na dia nohalalahana aza mantsy ny toe-karena teto amin’ny firenena dia tsy nisy fiantraikany taty amin’ny f...
Fizarana ii ny nanjakan-drabodonandrianampoinimerina 1828-1861 misy toko enina
Tovana laharana 4
L’anthropologie fonctionnaliste recherche l’utilité de chaque institution, sa fonction dans la société 8 balandier g. Anthropologie dynamique in les notions clés de l’ethnologie, pp.150-156 mettre en évidence l’histoire et le changement.
Tanjona roa no avohitrany amin’ny fanaovana tombana ny asa eny ambanivohitra
Iii. Fizarana fahatelo ny lalao filaza singa kanto iray maha tantara ny tantara ny filalaovana eo amin’ny filaza. Ny filaza dia fomba iray entina milaza zavatra na trangan-javatra iray. Hoy mantsy genette hoe tsy ny mandidy, mamolavola fihetseham-po, manambara fepetra ny anjara asan’ny fitantarana fa mitantara tantara ...
Anisan’ny petrakevitra ihany koa ny fifehezana sy fampiharana ny miralenta isan’ambaratongany na ivelan’ny sekoly na eo anivon’ny fiarahamonina.
Teny famaranana ity asa fikarohana natao teto ity dia naompana indrindra tamin’ny fanadihadiana ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny ltpa ka nomena ny lohateny hoe ny tsy fifanojoan’ny fandaharam-pianarana sy laminasa fanabeazan’ny taranja malagasy sy ny fampianarana eny amin’ny lisea tekinika. Tranga hita ta...
Ireo fivakiana tao amin ny tandrefana
Fivondronana antananarivo voalohany
Hendry noho ny olona rehetra i solomona 26
Fitsinjarana ny andraikitra ny endrika isehoan’ny karazan-dahateny ny fitsipika enti-manoratra
Lohahevitra 2 ny hasin’ny tsirairay, ny lanjany, ny lanjan’ny hasin’ny tanindrazana, ny endrika isehoany, ary ny tanora sy ny avara-pianarana ary ny fahefana amam-pitondrana. Ny fanatanterahana ny fampiharana an’ireo z. D ireo moa izany dia tsy andrasana ela fa ny mety indrindra dia amin’ny seho faharoa manaraka ny fah...
Soameva fa tsy indry ihany ve no nilaza teo fa tokony samy handray ny andraikitra tandrify azy ny tsirairay hanafaonana an io? Ka inona no maha taitra an-dry raha hitory azy aho? Tsy misy hafa tsy izay no hahafay azy , ka hampitsaharany io fomba ratsiny io! Liza ka ny zanak indry foana manko no nolazain-dry hatr izay f...
Elle depend en partie des conditions de reception par chaque auditeur. En effet, selon la plus ou moins bonne qualité de son poste de radio. 12, toutefois, il est courant de considérer l’ uvre radiophonique comme une uvre sonore dont la transmission par la radio est une composante essentielle 12 définit de la science r...
Dubois j dictionnaire de linguistique. Librairie larousse. 17 rue paris ivè. 1970. Encyclopedia universsalis. Tomeii rajemisa-raolison r. Rakibolana malagasy. Ambozontany-analamahitsy- antananarivo madagascar. 2003. Robert p. Dictionnaire le robert 107 avenue. Paris xème. 1986.
Tsy hisy fiaraha-monina vanona raha toa ka mbola manjaka ao aminy ny tsy fahamarinana sy ny fametsifetsena isan-karazany. Asa soratra maro amin’ireo nokirakiraina no maneho izany. Anisan’ireny ny ma sy va.
Nanova ny toe-tsain’ny malagasy ny fidiran’ny fandrosoana sy ny fanarahana ny foto-kevitra kristianina ka lasa nafenimpenina ny fomban-drazana. Tsy azo lavina
Tsy nanome valiny
Mirotsaka amin’ny fanamboaran-dalana ny orinasa amin’ny fotoana ilàna izany ary manohana hatrany, raha misy fikojakojana ny lalana ataon’olon-kafa. Miara- miasa amin’ny fokonolona ihany koa ny orinasa amin’ny fanaovana lakan-drano hanondrahana ny fambolena any an-toerana. Tsy very anjara ny fiangonana hoy ny dinika nif...
Samy manana ny fiheveran ny vokatra katsaka avy ny firenena tsirairay eran-tany; araka ny fiheverany avy ny fambolena azy. Maro ny efa mampiasa fitaovana avo lenta enti-mamokatra ny fambolena rehetra misy ampiasain ny mpamboly. Misy ihany moa ny tsy fahatomombanana am-panatanterahana ny asa fikarohana, ao ny antony ara...
Razaka tsy nahare ny teny irerin-dranaivo teo ka nanontany maneso inona izato teny irerin’ingahy négociant e ! Ranaivo tsy miteny razaka tsy voapilera eny an-tsisim-bolinareo ireny fa ny raozy antonon’ny vazin’antananarivo e ! Ranaivo tsy ny raozy rehetra dia sahaza ny vazy avokoa fa mba misy koa ny raozy tsy fapakatra...
Tovana laharana 3 takela-panomanan-desona momba ny literatiora takela-panomanan-desona mpampianatra annie daty 21 janoary 2019 sekoly ltpa faharetany ora 2 kilasy 2g3 taranja malagasy zana-taranja literatiora lohatenin-desona ny literatiora an-tsoratra tanjona ankapobeny ity lesona ity dia mikendry ny hahaizan’ny mpian...
Ny efitrano dia azo lazaina fa manara-penitra ihany, saingy tsy misy jiro sy rano. Tsy mbola tafiditra ny herin’aratra na dia efa voaloa aza ny vola ampidirana jiro. Ny rano kosa dia mbola hiandrasana ny fanampiana avy any amin’ny fanjakana. Misy efitra 12 ny sekoly izay mitsinjara toy izao 2 biraon’ny tale sy ny surve...
Inona no tanjona amin’izany famoaboasan- kevitra izany?
Ny mangetana dia mitovy hevitra amin’ny hoe mitriatra, mitsefatsefaka. Ny fampiasan’ny mpanoratra ny voambolana mangetana eto dia entiny milaza fa tena marefo ny vatan’ity olona tantarainy eto amin’ny tononkalo noho ny zavatra nitranga teo amin’ny fiainany. Noho ny fahafatesan-dreniny dia toa hiongotra mbamin’ny ainy i...
Efa voalaza fa ny lycée nanisana , dia anisan’ny sekoly sarotiny mihitsy amin’ny tsy fanarahana ny fitsipika napetraka ifampifehezana. Ho an’ny mpianatra, dia voarakitra any anaty karine ifandraisan’ny sekoly amin’ny ray aman- dreniny izany. Terena mihitsy ny mpianatra hanara-dalàna mba hampizotra ny fampianarana. Hita...
Apary feno bay miforona ny vatan’ilay omby, amin’ny fahavaratra no misy azy io ny omby tsy misy fanafody araka ny voalaza ny mpiarakandro fa arakakaraka ny hitselafany azy no mampalaky sitrana azy, fa raha ny marina dia afaka eny ihany tsy mamono omby ity aretina ity fa saingy kosa mampijaly azy besoroka fivontosana eo...