text
stringlengths
10
11k
Niafarany. Vokany, vao ireo. Voatery nitady asa
Araka ny efa voalaza ao amin’ny 1.3 dia ny fijerena ny tsinjara toerana sy ny fampisolosoloana no sedra ampiasaina hamantarana ny fiasan’ny feo.
Noho izany, dia nosafidianay hitondrana ny asa fikarohana ataonay ny vanim-potoana teo anelanelan’ny 1922-1945.
Sary 7 ny fiompiana akoho ao antananambo
Setra hono ho aho ry volazara? Volazara hmm? Setra nahoana ho aho ianao no nifidy hiaraka amiko fa tsy nanaraka ireo olona namonjy ny tanànany sy ireo fananany sisa tsy levona eh? Volazara inona intsony moa ry setra no antony mbola hijanonako aty? Setra fa ahoana? Volazara dada sy neny efa maty noho ny hetraketraky ny ...
Taona 2008, lah 7724, 7497.
Antony nisafidiana ny lohahevitra mihen-danja ny fiarovana ny maha malagasy manoloana ny fihazakazaky ny fanatontoloana. Singa iray ahafahana manarina izany ny sehatry ny fampianarana. Manana anjara toerana manokana amin’ny fanehoana ny maha izy ny firenena ny fandaharam-pianaran’ny taranja malagasy. Ilaina ny manao je...
Tovana iii valin’ny fanadihadiana natao tamina sekoly vitsivitsy mba hahafahana mahafantatra ny anjara toeran’ny tontolo iainana ao amin’ny taranja malagasy dia nisy ny fanadihadiana fohy natao tamina toeram-pampianarana sy mpampianatra malagasy vitsivitsy, tamina toerana samihafa. Sekolim-panjakana ceg ambatolampy amb...
Boky i , tak 54
De landsheere définir les objectifs de l’éducation 1991 paris presse de l’imprimerie bussière, 338p
Raha fintinina izay voalaza teo amin’ny lafiny toe-karena izay, dia hita fa tsy masi-mandidy teo amin’ny fitantanana ny harenany ny malagasy. Ny vahiny sy ireo olom-bitsy teo amin’ny fitondrana no nanjaka tamin’izany. Ny tsy fisiana asa dia niteraka vesatra teto madagasikara. Ireo vahiny afaka mampiasa ny volany no ten...
Nenibe mety daholo ny nataonareo e, isaorako anareo izany. Saingy ny tena 260- moa olombelona ihany ary ianareo roa koa ange tsy nisy nandrara fony nivady, ka nahoana aho no raranareo e?
Vokaiky vokaikikaiky
Ny kabary sy lahateny, r. P. Rahajarizafy, ny kabary, t. 6, 11-12, 17 , tak 30- 31
Bokotra ka matetika dia lalaovin’ny ankizy izay mandalo. Mora fantatra
Consulté le 29 10 2016
Indrindra. Maneho ny sarin’ny fihetseham-pon’ny olona amin’ireny koa ny tononkalo hoe nisy ny fotoana 138 nisy ny fotoana izay nampisavoritaka ka nampitebiteby. Nisy koa ny ora izay nampangitakitaka ka nampirediredy. Nisy ny fotoana nampivalaketraka ka sarak’aman-teny. Nisy koa ny ora tsy nahitana atao sy nampirenireny...
Vaky vakivàky mamakivàky mamakimaky 737 valana valambàlana mamalambàlana mamalamalana 738 vala valavàla mamalavàla mamalamala 739 valy valivàly mamalivàly mamalimaly 740 valongana valongambongana
Ny taranja nirotsahana nialoha ny nidirana tato amin’ny sekoly mampiofana ho mpampianatra izahay dia nanoloana safidim-piofanana maro, miisa fito ny tato amin’ny sekoly. Nefa iray ihany ny nosafidina, ka ny sampana teny sy riba ary haisoratra malagasy no taranja niantefan’ny fitiavana. Ka alohan’ ny tena hidirana amin’...
Rahoviana re ry tany no hanjary paradisa sa dia noy kosa izany nofy ihany ve ny sisa?
Mba hisy heviny. Raha lazaina amin’ny fomba hafa, ny tantara rehetra dia tantaran’ny mpandray anjara 9 mizara ho telo miavaka tsara ny mpandray anjara ao anatin’ny tantara foronina misy ny mpandray anjara fototra izy no iantefan’ny tantara iray manontolo sy ifantohany, araka ny voalazan’i goldensten manao hoe ny mpandr...
Norotsonany e , norotsonany norotsonany ny karavasy vy
Sy mpampianatra izay vonona hamaly no tena natao tamin’izany. Ankoatra izay, dia niresaka mivantana tamin’andriamatoa razafindralambo fulgence louis de l’or, amin’ny maha mpamolavola ny fandaharam-pianarana ampiharina ankehitriny azy. Teo ihany koa ny fanontaniana ireo olona mahafantatra ny fomba amam-panao sy ny zava-...
Sombin’ny ainy ? V. A. Tak.109 harena ny zanaka, tsy azo atakalo na soloina vola aman- karena. Saika mitovy toetra avokoa ny reny rehetra ao amin’ny tantara tsotra, tia manampy ny hafa ary mitsinjo ny zanaka hatrany. Ohatra amin’izany ny fitiavan’ny renin’i dina an’i voahary, na dia nankahala azy aza ny rafozan-dahiny;...
Ny tononkalo famaritana karazany
Tombana fitiliana tombana antenatenany tombana famaranana l. A. Tsy nisy tsy nisy fanadinana telo volana voalohany 21 l. F. B. Famerenana ny lesona teo aloha jereo tovana ny fanontaniana rehetra natao nandritra ny lesona jereo tovana fanadinana telo volana faharoa 22
Hain-teny, passerelle entre deux mondes, table ronde, ccac, fév.06
Viravira 1 mba tiako ny ahy ny hariva 2 razan-kira 3 ho an-drakoto frah 4 asandrato 5 mirapirapy 6 ritsoka 7 ento 8 ny teny 9 ry teniko 10 mihanjaka 11 teny 12 ny teniko 13 harena sarobidiko 14 ngadona moana 15 fa ny teny izay miteny ho tonga firenena 16 baraingo 17 sandratra 18 soava dia ! 19 lova tsy mifindra 20 niak...
Zonafindra arintsoa annie, ny tsy fifanojoan’ny fandaharampianarana sy laminasa fanabeazan’ny taranja malagasy sy ny fampianarana eny amin’ny lisea tekinika. Tranga hita tao amin’ny lycée technique et professionnel ampefiloha, mémoire de master professionnel, 2019, 68 p 7 andriariniry, jésus, tari-dalana ho fampitiavan...
Asiana heverinay fa asaina no tian’ny mpanoratra ambara. 166 botsaiky, hamafiso, 29 janoary 2009, ton 121, tak 127, boky i 167 dad’af, fa atao inona ireny? , 23 maritsa 2007, ton 46, tak 52, boky i
Charles ravoajanahary, famaritana ny tononkalo, lovakot, tak.78
Lagarde michard, xixe siècle, op cit, tak. 9 saints-sominiens participent activement à l’industrialisation du pays
Moa tsy mety ny mamela, fota-mandry hatry ny ela; raha misy hadisoana, izany ve no hotsaroana?
Estrade, opcit, 1977. Chap ii, p140 tany malandy on la designe plus fréquement du nom tany ravo, terre de joie qui oriente vers un nouveau symbole, une autre fonction, celle de bonheur.
L’italie s’est en effet engagée à couvrir le coût de cette opération plutôt compliquée et délicate, qui comprend, outre le transport par avion, la restauration de l’obélisque et surtout sa réinstallation sur un socle digne de la plus belle stèle funéraire ? Vieille d’au moins dix-sept siècles, au c ur de l’ancien royau...
Fisainana nentim-paharazana, ny fomba amam- panao, ny tenin-drazana.
Fianianana fitiavana matotra ho an’ilay andrian’ny fo.
Boky andriamiarana mbolatiana malagasy mikabary mitahiry ny soatoavina. 2006 232 tak andriamboavonjy hanitra faka sy kolo mikabary. Ed. Première millésime. Coll. Vina gasy bio. 133 tak andrianjafy michel ny toetra soa nananan’ny ntaolo malagasy sy mendrika hianaran’ny tanora ankehitriny. Imp. Nyantsika. Ambozontany fia...
Mbola hita taratra amin’io tononkalo io ihany koa ny polyptote .
Inay nisavika ahy 10 teo an-tobin’ara moana ny nofinofin’ny fanahy hitopy izany antaranoana
Ra’ny heriko hanjoko fa ny aiko re ho lasa ka ho samba tony foko fa hitsahatra hiasa,
Nomeny kofehy iray koa andriamparany mafy sa malemy? Malemy, hoy andriamparany marina ny anareo , hoy ny rainy , fa malemy sady mora tapahina ny singany .
Mirindra amin’ny ny anarana ny mpamari-toetra. Tsy miova endrika ny mpamari-toetra eto fa mitovy ny endriny na amin’ny tokana amin’ny maro. Ny feon-teny iantombohany no mety mampiova azy. Raha renifeo p, b, v no iantombohan’ny mpamari-toetra, dia renifeo m- no mari-pirindrana. Ohatra nyumba trano pya vaovao nyumba m-py...
Mandravaka labozia sy voninkazo ny otely ny fianakavian- drainijery dia voatanona ho anisan’ny zanak’ andriamanitra ny fahatezerany
Ny tanjona amin’ireo fanangonana
Izay no mba hafatra tianay hatao mba miandrandra fiainam-baovao, aoka isika ho gasy milay ny saina mifaly, ny fo tafaray! 118
Misy roa ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara foronina bina; tsy iza izany fa i bina sy ikemba. A. Ny fiaviany
Mifaningotra ombieny, fa tafiotran’alahelo momba tsetra sy toreo.
Mazava araka izany ny maha loharano nipoirana ny tanindrazana. Tsy hoe nipoiran’ny olona tsirairay fotsiny izy amin’i haingo, fa nipoiran’ny firenena malagasy mihitsy. Zava-dehibe izany, kanefa ambonin’izany dia mbola toerana hiafarana ihany koa izy.
Zao ny hira iray aloha rehefa manan-tokantrano n’inon’inona tsy toha ny efa teo zareo mba tano
Ny boky vakivakim-piainana dia mamelabelatra lalina ny lalam-piainana nizoran’i tsiry, ny fandrika nahazo azy ka nahatonga azy tany am-ponja. Asehon’ny mpanoratra fa zavatra maro no tokony ho nofantarin’i tsiry vao nanaiky ny ho any maorisy izy. Tsy fantany tsara akory, ohatra, ireo entana nanirahana azy fa halaina any...
Tovo fa inona ihany ary izao raharaha tsy mety vita ataonao izao e! Mamindra
Nanana ny fiheverany mikasika ny fahafatesana ny malagasy. Noheveriny fa fialana amin’ny tontolon’ny velona mankany amin’ny tontolon’ny maty ny fahafatesana. Nasehony mihitsy ny fisian’izany tontolo roa miavaka tsara izany ? Manana ny fonenany ny velona dia ny trano izany. ? Ny fasana no fitoeran’ny maty.
Manombana mazana ny any akaikiny any ny sentom-po tsy tana fa lasa, lasa ihany
Fety iray lehibe eo amin’ny fiainan’ny malagasy iray manontolo ny daty 26 jona. Samy manamarika ny fitsingerenan’izany fety izany avokoa ny isam-paritra. Fety iray tsy manam-paharoa eo amin’ny malagasy izany. Ny any fisakana dia tsy mankalaza izany fotsiny amin’ny sakafom-pifaliana fa manandratra ny kolontsaina mapiava...
Raolison r. R , 1995
Hoby fankaherezana ny velona ka mitany arô havako aby e! Sy ho aia a y ize! A y iababeny, a y iendribeny ka mitany arô havako aby e! Ka malahelo sy very ize an-tana ’olom-be
T3 ingahy rainisela mivady dia olom-be izao, tsara toetra, olo-marina amin’ny ataony. Tsongoin’olom-bolo mihitsy e ! F’-g se sa f4 nolazain-dratovo fa azo antoka rainisela mivady amin’ny maha olona azy.
Araka izany, ny halavirana izay ho hita eto dia halavirana miala avy eo amin’ny fokontany andranovorivato. Nalaina ho toerana niaingana ny fokontany andranovorivato satria izy dia sady renivohitry ny kaominina no afovoany ihany koa ; izany hoe miparitaka manodidina azy, ireo fokontany 15 ambiny. Toy izao hitantsika ami...
Anivon’ny ankohonana dia fanabeazana azy ireo ho tia fahadiovana sy hitandrona izany. Raha mbola kely izy dia efa zarina ho amin’ny tontolon’ny fahadiovana amin’ny tenany, azo antoka ny hikajiany fatratra izany amin’ny zavatra rehetra ampiasainy na amin’ny tenany na amin’ny manodidina azy. Amin’ny maha-mpampianatra sad...
Darling teny indrana no nampisana azy ity, natao iantsoana ny olo-malala ihany koa saingy matetika ny sokajin’olona ambony na ny avaram-pianarana no tena mampiasa azy ity. Misy teny mahadika azy ity ihany amin’ny teny gasy dia hoe malala saingy efa maro mapiasa izany sady tsy miavaka ka niniana tsy nadika izy mba hanai...
Fafana 19 ireo karazana sazy ara-pifehezana sy sazy amin’ny ady heloka, ary ady madio ara-bola178
Antananarivo 2013
Fomba iray ahatsapana sy ahalalana ny finoana sy ny fitiavana an’andriamanitra ny fanankinana ny fiainana aminy. Izany hoe, tsy mandeha amin’ny herin’ny tena na ny saim-pantatra, fa mila miankina mandrakariva amin’ny ray ary mametraka ny fiainana sy izay rehetra mombamomba ny tena sy ny atao aminy. Toy ny zaza vao mian...
Apprentissage se fait à travers deux processus complementaires l assimilation et l accommodation 7 de là, la très grande importance en enseignement et en apprentissage de l organisation de l information par l enseignant pour la construction du savoir par l élève
Ambohitsilaozana e. P. P c. E. G
Ny haikirakira voambolana competence lexicale ity fahalalana iray ity no miantoka ny fahamarinana sy ny fahazavan’ny zavatra ambara. Zava-dehibe amin’izany ny fahaizana mifantina ny voambolana ampiasaina mba hampahomby ny serasera. Ilaina ny fahafehezana izany mba hahatafita tsara ny hafatra tiana hampitaina.
Inona àry no mahatonga izany? Ahoana no endrika isehoan ny rafitra sy ny fitrangany raha ampiharina manokana amin ny famadihana ny fanadihadiana mikasika azy? 0-1-1 ny anton ny safidy teo amin ny lohahevitra
Minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika oniversiten’i toliara toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy
Ny fandalana ny hasin’ny razana samy mandala ny hasin’ny razana avokoa na rakotomalala jocelyn na ireo fianakaviany hatrany am-piandohana, araka ny voalazany. Izany no nandeferany tamin’ireo olona nifampiraharaha ara-barotra taminy. Manan-kasina ny razana, ka tsy havarina aman-tany fa atao tsara fono amin’ny lambamena.
Samy manana ny talenta nomen’ilay mpahary azy ny olona tsirairay. Anisan’izany ny fahaiza-mampita hafatra sy hevitra amin’ny alalan’ny fanoratana. Ny lalana nizorako teo amin’ny fiainana sy ny vokatry ny fifampikasohana tamin’ny tontolo manodidina mbamin’ny fahatsapako ny fahoriana’ny malagasy no nikolokolo ny talentak...
Indro kosa atolotra manaraka eto ny valin’ny fanadihadiana natao.
Ny mpandraharaha maro isan-karazany
Manova endrika ny zava- misy izy.
Ny fiheverana tsy mitovy, indrindra ny finoana samy manana ny azy, dia miteraka disadisa eo amin’ny mpifankatia raha tsy mahay mifanaraka. Fa ny zava- boary manontolo hoy i lala dia nampahatsiaro ahy fa efa nitia aho sady notiavina, saingy resin’ny tsangan-kevitra noforonin’ny olombelona ny fitiavanay safomorona, dia n...
Ny fo no ampahany misolo toerana ny manontolo vatana eto. Efa tena mitaraindraina mihitsy ny olombelona manoloana ny hetraketraky ny fahafatesana,
Resume actuellement, le genre théâtral radiophonique occupe une place très importante dans les programmes des antennes radio à madagascar. Il offre généralement une leçon de morale aux auditeurs. Soza marie yolande, écrivain que nous avons étudié, est parmi les compositeurs qui donne toujours différents messages et con...
Ny tsy fitiavany mamaky boky
Randriamiadanarivo, 1975, vorom-by, edisiona salohy.
Marihana, fa na misy miova kely aza ny endrika isaky ny faran’andininy, dia samy maneho ilay fisotroana toaka kosa ny hevitra. ? Ny epanode voan-teny, na andian-teny, na fehezan-teny no mitamberina manerana ny famelabelarana izay atao. Araka ny fiheveran’ny mpanoratra, dia manampy trotraka ny fahoriana ny teny aloaky n...
Tonitony ny hariva, maotimaotina ny tazana, injay manembona, misento, ny olo-maro izay nogiazana, samy difitry ny vetso, saingy indro somebiseby, ka mitsikitsiky ihany, toa tsy resin-tebiteby.
Misy tarika malaza anefa any an-toerana izay manana kolontsaina mifanaraka amin’ny takin’ny tontolo ambanivohitra. Misongadina amin’izany ny tarika rabenaivo charles. Fantatry ny mponina ny fisian’izanysaingy tsy mahazatra azy kosa ny mihaino azy. Vitsy ny mampiasa ny zava-kanto navaingan’ny akora ho fitaovana ampiasai...
Maneho ny fahafahan i miaro fanadinana noho ny kiry sy ny ezaka nataony. Manambara fa tsy very maina akory ny ezaka sy ny fotoana ary ny vola laniny, fa nahitam-bokany tokoa nanao tongotra an-katoka
Sandry zatra taninandro a
Fizarana faharoa fanadihadiana ny boky fary mamy kilasy voalohany
Nisy ny tsipihevitra ho an’izay te hanoratra92 izay nifarimbonan-dry charles rajoelisolo, ny avana, rabearivelo. Nanterina tao, fa tsy tokony hanara- drenirano fotsiny ny tanora rahefa manoratra fa hanana ny mahaizy azy.
Ineny nisotro ny rano tsy tiana, 10 niaritra irony fangirifiriana, tafy tsy zary no nenti-nilofo, nibaby, nitrotro, no sady niampofo.
Fizarana ii
Vazo efa niriko ianao, ramatoa,
Loharanon-kevitra service de l’agriculture 108fanadihadiana natao tamin’i jean ettienne izay sady mpamboly no mpanjono monina ao ankiakabe, ny 8 may 2013 tamin’ny 6 ora hariva. 109fomba fambolena izay mampiaraka ny karazana voly maromaro amin’ny toerana iray, ohatra voly mangahazo ampirahana amin’ny voamanga eny anelan...
Manara-bolon’andro
Causes de l’exclusion sociale a- changements économiques et sociaux généralement, les causes de l’exclusion sociale ont rapport aux changements économiques et sociaux dans les pays à économie de marché libre, ainsi qu’aux faiblesses des politiques et services de l’etat. Etant donné que les gens qui sont socialement exc...
Eo amin’ny toe-tsaina
Tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 103 98 nofy lalina vondrona ambara takila 8
Ces femmes sont en âge de procréer de 15 à 49 ans, mariées ou non mère célibataire ou veuve , sans distinction de race, ni de la religion, ni de couche sociale.
Ohatra 180. Hano ny tay!
Vokatry ny faharavan’ny fahefan’andriamatoa marc ravalomanana dia tafalatsaka tao anaty fihitsohana ara-pôlitika goavana i madagasikara. Maro tamin’ireo firenen-dehibe tany ivelany no tsy nankasitraka ny fitondran’andriamatoa andry rajoelina ka nampiato ny fanampiana teo amin’ny lafiny rehetra. Maro noho izany ireo vah...
Ankoatra ny maso, ny tsiky, manitona ihany koa ny toetra amam-pihetsika. Toy izao manaraka izao ny filazany izany ao amin’ny tia fotsiny tia anao tsy noho ny vatanao marefo fa mampirodana ny manda sy ny rindriny rehetra
Fanontaniana 1- mahaliana anao ve ny hamaky ny lahatsoratra raha vao mijery ny lohateny ianao ? Nahoana ? 2- inona no zava-kendrena amin’io lahatsoratra io ? 3- diniho ny lalantsaina nitondrana azy. 4- mitondra inona ho anao ny fahalalana nomen’ny mpanao gazety eto ? Hazavao izany.
Bediko mafy aho omaly nisento fa manina anao izaho sy izaho nifamaly niady ny izao sy ny sao